Ho avy i Dada…

181745_189969184369333_100000687595413_528463_3257717_n

Ho avy ny filoha Marc Ravalomanana, araka ny vaovao mari-pototra voarainay avy any Afrika Atsimo, saingy tsy mbola ho rahampitso, araka ny resaka nandeha teto an-drenivohitra  sy ny soratra maro sosona mandeha be amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny filoha tamin’izany fa ny tenany ihany, ary amin’ny fomba mazava  no hilaza ny fotoana sy andro ahatongavany eto an-tanindrazana, izay tsy ho ela intsony.

71 pensées sur “Ho avy i Dada…”

  1. Tongava soa an-tanindrazana Dada a! Miandry anao ireto zaza tsy manan-tsiny izay mijaly fadiranovana ataon’ny sasany tsinontsinona, mino izahay fa ho avy tsy ho ela ianao.

  2. FA ITY FOZA ORANA ITY ALOHA RAHA VAO TONGA EO I DADA DIA,KADAFFI KOA IO AN, I TGV IZANY NO ATAO HOE TAY MIVOAKA AM- BODY @ IZAO,SADY MAIMBO NO TSY MISY ILANA AZY

  3. fa i ilay dj ve tsy mbola nahafeno paosy ihany no mbola midongy toerana eh,i mialy kely be foory koa @ izany efa rovi-body mbola mihizingizina ihany,WEN EO TENA(samoela)

  4. Tsy nihambahamba i mamy ny aminy fahatongavan’i RAVALOMANANA
    Taitra iretsy JIOLAHAMBOTO mianakavy ka tezitra MAHAMAHANA
    Misioka, mihorakoraka, mitabataba eo imason’ny rehetra
    Rehefa tsy mahataty CHOC, taille la route, aza manao REVY VORETRA
    Mangalatra , mandainga, mamono, mandany vola
    Ny efatra andro ity lany teo daholo*
    Hanaovana daholo ity akanjo mavo kely, menamena
    Nefa ny vahoaka ity tsy ampy sakafo malemilemy
    dia mihevitra moa hianao io ry TGV fa tena mahery mandeha
    Nefa raha tena dinihana dia mitovy aminireny foza orana mitete
    Fa dia inona loatra re no atahoranao an’i RAVALOMANANA
    Sa kosa rehefa tonga izy dia very ny fihinanana
    Tsarovy anefa na inona na inona no ataonao ny aminy fisakanana
    Izy dia tsy maintsy tonga eny ivato miaraka aminy namana
    Ka dia miomàna mandehàna mandositra
    Dieny zao fa sao sanatriaviny lasa lozotra
    Ary aza hadino koa ireo namanao niara nisosy
    Indrindraindrindra i Ramaro sahona migesta be nefa kanosa
    Zay indray aloha ny resaka androany
    Ary tsarovy ry boay kely hianao fa tsy ho lany.
    Ny sonia efa vita aza nolavinao
    Dia iza intsony no atoky anao
    Mihevitra moa hianao fa ao ireo mena sofina
    Hanavitra anao aminireto lainga mitovy aminy nify sosona

  5. Izany no atao hoe Bonané ry namana. Tena bonané tena izy fa tsy bonané fangatahin’ny foza any @ birao rehetra any sy ao Ivato.
    Miandry anao ny firenena DADA MALALA fa dia tongava malaky moa.

    Ho tonga i dada o, hitondra mofo o. « Ilay mofo eto dia ny fahasalaman’ny firenena sy ny vahoakany »
    Bon week end daholo.

  6. Tongava soa dada . Andriamanitra mitahy sy miarao anao lalandava, ary ny ndriamanitra tsy andrin´ireo Foza ,andrintsika sy ireo vahoaka maribe mijaly fadiranovana noho ny nataoníreo Foza mpamono olona sy mpivarotra tanindrazana ireo.

    Bon retour au pays DADA.

    Ho avy marobe izahay hitsena ano , vahoaka vonona tsy matahiotra ay ho henikin´ny hafaliana.

    Vive le President Lanim-bahoaka ary ho voafidim-bahoaka SEM Marc Ravalomanana.

    Ianao ihany no ilainay hitondra anay sy ny Firenena fa tsy ireo tsy valahhara mpanongam-panjakana ,tsy mataho-tody ireo.

    VIVE DADA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  7. Ny mampihomehy sady mahagaga dia mahandry izay fotoana hahatongavan’iDada foana ny zanany fa ny foza ndray no toa maimay be tsy mahandry tantana fa miresaka Paoly f’ahoana ary???

  8. Raha tena matoky TSARA mihitsy ny olona contre an’i Dada fa tsy ho avy izy, tsy nanokatra ity lahatsoratra ity; ary indrindra indrindra tsy hanompa hampiseho hatezerana eto.

    Mitovy eritreritra (fa tsy mitovy fisainanana) izany izao ny pro sy contre an-dRavalomanana: ho avy marina izy.

    Ho anay aloha dia na milaza in-jato aza hoe avy, tonga foana izahay, ary faly foana izahay mahare izany. Ny olona nanongana azy sy mpitondra izao no tokony hisaina tsara hoe matoa tsy tonga izy, noho ny sakana ataon’ny HAT, izay vao maika halan’olona mihamaro isan’andro isan’andro noho io antony io (nefa olona sahirana ny ankamaroany, izay tsy afaka hi chat tsy manana vola kely hampiasana internet eto akory aza….°).

    « Situation faisandée peut exploser », hoy ny vazaha « …et plus elle est pourrie, plus elle explosera sur votre figure » ampiako kely.

    Raha fehezina, tsy hitako ny mahataitaitra ny rehetra sy hifanompa eto raha mitovy eritreritra: ho avy izy izany e!

    Tsy manana eritreritra afa-tsy ny ahatongavan-dRavalomanan ny mpomba azy hatr@ mars 2009: ho avy Ravalomanana.

    Tsy manana eritreritra afa-tsy ny ahatongavny koa ny mpitondra ao @ HAT (sy ny gazety manenjika azy): ho avy izy, matoa midradradradra hoe « haka fepetra , NOTAM, samborina izy raha vao midina fiaramanidina… » sy manompa eto anonymement.

    MISAOTRA ANTSIKA REHTRA IZANY MAMPAHAFANTATRA @ FOMBA REHETRA (naNY FAHATONGAVANY.

  9. Ho avy izy ! Ho avy izy !! Fa rahoviana ihany ? Inona marina no antony nanaovan’i Mamy Rakotoarivelo an’ireny fanambaràna ireny, rehefa tsy mbola ho avy izy ?

    Ny prezidà efa nilaza hatry ny ela fa rehefa ho avy izy, DIA NY TENANY MANOKANA NO HANAO NY FANAMBARANA, MBA HO RE-N’IZAO TONTOLO IZAO, koa inona ihany ity discipline daradraina lava ity ?
    Rehefa inona dia tena hoe : DISCIPLINE ???
    MANINONA NY ANKAMAROAN’IREO CT SY CST IREO NO TSY TENY IAVOLOHA NA DIA NOTARITIN’NY SASANY MAFY AZA ? ARY MANINONA NO MBOLA NISY NIKIRIBIBY NANDEHA, INDRINDRA REHEFA NAHAZO TOROMARIKA AVY ANY AMBONY HOE : AZA MANDEHA ANY ?
    Fanarahana discipline daholo koa ve izany ?

  10. Mahandrasa tantana ary aoka samy hahandry ny
    fanambaran’ny Filoha RAVALOMANANA MARC mikasika io fodiany ANTANINDRAZANA io
    Manjary lany manja izany fahasoavana izany , raha samy mamisavisa sy mifanamby izay andro sy ora higagadonany !

  11. Salut Kintana!
    rehefa ho avy izy dia ho avy fa tsy mila an’i Rakoto na Rabe hisolo vava azy fa olon-dehibe izy mahalala
    ny hataony.Tsy mila mpisolelaka sy mpiatsara ivelatsia rehetra izao hisolo vava azy,tsy misy azo hatokisana
    intsony ao fa olona tia tena daholo,aiza izay mba ezaka vita eo izao fa toa ny omaly tsy miova???inona no
    mahasamiafa an’ireo sy ry Mėmė izay nilaza koa fa » ny hamerina an’i dada no tanjona hidirany ao? » dia aiza??
    aiza dada??nivoaka ve ny Gadra??nivoa ve ny haino amn-jery???dia inona no nidirana ao fa tsy ny hitaky ireo??

    Noho ny fisolelahana no mahatonga izao savorovoro izao ry Kintana a!misy misolelaka ao ary tsy te halala izany
    hatao hoe: fitsipika izany.Mazava be izany fa raha nisy ny fandrarana tsy ho tany @’iny feti-poza iny dia tokony ho
    raisina ho MPAMADIKA izay nandeha teny ary havahana tsotra izao,raha misy hazon-damosina ireo ankolafy dada
    ireo ary tena mbola vonona ny hiaro ny tombotsoa ho an’i vahoaka fa tsy ny azy.

  12. Andrandraina ny fiverenan’i Dada ! Aoka nefa ho mailo fa « lahitokana ny aina » ary be ireo mpifofo ! Tao amin’ny fadaharana be mpanaraka iray ao amin’ny TV tsimiankina iray, nilaza ny Dr Razafimahaleo A., zandrin’Itp Razafimahaleo Herizo fa TSY MAINTSY HOSAMBORINA i Dada raha vantany vao manitsaka an’i Madagasikara ! Ing. Jeneraly Richard Ravalomanana dia mbola tsy manaiky fa ny hampisambotra an’i Dada ihany ! I « Bôlô » ilay Kaomsera jiolahy nigadra tay Tsiafahy izay navoakan-dRajoelina taorian’ny 17 martsa 2009 dia mitoto tany ny hamono an’i Dada ary efa manomana « commando » ho amin’izany ! Aoka h mailo sy ho vonona koa isika Zanak’i Dada amin’izany rehetra izany !

  13. Vovon’amboho ny an’ireo ka tsy hatao mahagaga! tsy izy ireo no tompon’i aina.
    Tsy izao fatin’olona rehetra izao no hanakana na handahatra ny fiainan’i olona,
    tsy hisy hikitika ny singam-bolony iray eo!!!tsy ny devoly no tokony handahatra na miseho ho TOMPON’ity tany ity
    raha mbola ao koa izao ANDRIAMANITRA izao ka mbola mamjaka. Andriamanitra no tompony fa tsy Bomba na
    domelina na izao fatin’olona rehetra tsy velon’halatra rehetra izao. Izy koa tsy maintsy mamono lolo fa ho vaky ny
    nafenina sady manohintohina ny fihinanany.
    Tsy tokony hatao ahakivy na hiemotra @’izay vavan’alika voky taolana rehetra izao.

  14. Aoka ho tony sy aharitra isika e!

    Ny zavatra rehetra anie ka tsy mandeha araky ny vava miteny e!!

    Amiko manokana, misy fifandrindrana ny fodian’i Dada, ary indrindra araky ny nolazain’i sahy mijoro io ambony io, « mila mailo dia mailo izy, isika »! Be ny fahavalo mifofo ny ainy.

    Mahery tsy maody hono, tsy ela velona!

    Matoa ny filoha Ravalomanana tsy mbola tonga! Misy lamina tsy maintsy atao ao.
    Misy fifandrindrana hoy aho etsy ambony ny fodiany izany dia ho fitandrovana ny ainy; fifandrindrana mianga avy any amin’ny misy azy Sudaf, ary ny eto an-toerana Madagasikara.

    Arak’izany, ilaina ny « moment propice » ry zareo a!

    Koa aoka mba hiezaka haharitra isika fa tsy ho manjary ho fihomehezana sy hifalian’ny tsy tia! (ireo foza e!!)
    Ny fifampaherezana sy ny fanaovana izay mba tandrify azy avy hatrany no tokony himasoana e!

  15. Vavan’ny efa ho faty an-drano ireo , efa hial’aina , mino aho fa raha vao ny ilan’ny tongotr’i dada fotsiny no mitehaka ny tany ao Ivato dia horohoro-tany be mihintsy @ fitadiavin’ny foza lalana hitsoaka , midona ery ka midona ary , dia midoboka be avy eo

  16. Dieny izao dia tokona efa manao organisqtion amin´ny hiarovana aní dada isika tanora, antsoy ny kung fu sy ireo izay afakamiaro, asio tanora hiaro sy handrakotra ny fiara mitondra ny filoha eny an-dalana. Ny moanara maso idsam-pokontany.

    tongava sahady ny any Toliara, Fianarantsoa, farafangana sy manakara, toamasina avaratra sy atsimo, Antsirananana, mahajanga, Ny rehetra any Miarinarivo arivonimamy, Ambohidratrimo . antsirabe indridra indra,

    misy afaka miantoka fiara hitatitra ve.

    Araka ny henoko, dia ny Asabotsy maraina no hitontona ny Fiaramanidina hitondra azy fa ho henontsika amin´ny alaraobia ny tena marina.

    Ianareo mpianatra eny ankatso sy ny universités manerana ny nosy Tongava hitsena, ny mpiasam-panjakana rehtra tongava hitsena, ny mpiasan´ny Magro, Tiko sy ireo very asa noho ny fanonganam-panjakana tongava hitsena.
    asehoy ny Hery.

    miantso ny Mouvance zafy Albert, raha hano rodobe ihany , dia tongava hitsena ny filoha ravalomanana isika, rodobe ihany koa io.

    ianareo Miaramila sy zandary ary poliusy legalistes, mitongava asehoy fa mbola misy ny tafika miaraka amin´ny vahoaka. Na tanam-polo aza no entintsika ,fa ny fo fitiabvan-tanindrazana no ilaina, ary .

    samia isika mifanantona mitondra am-bavaka isan-kariva ny fiverenaní dada malala mba tsy ho hisy ny sakana sy ny asan´ny ratsy ahhazo azy.

    asio vavaka isanm-pokontany, asio fifandian-kanina mahery vaika. asio vavak mahery vaika.

    mivavaha mafy isika fa io ny fiarovana nanatsik vahoaka ,miaraka main´ny Finoana.

    Arahao maso ihany koa ny AV7 sy ny olona manaa paika ratsy mety hamono na hitondra korontana.
    tsy maintsy efa misy ny paika ady ratsy any hanakorontanana io fahatongavaní dada io.

    Asehoy ny Hery sy ny Finoantsika.

    atomboy ny fanentanana ny fahatongavaní dada ry mpitolona naman rehetra .
    Andriamanitra anie homba antsika rehetra .

  17. Mba jereo hoe ao amin’ny forum lafy8 fa misy soson-kevitra ao momba ny azo atao amin’ny fahatongavan’i Dada.Asio adi-hevitra.

  18. Eny e! matahotra daholo isika ny @ fiarovana ny ainy nefa tsarovy fa olon-dehibe izy ary efa hitany
    ny zavatra nianjady t@ zanany koa mino aho fa tsy maintsy mailo izy.Izaho manokana dia tsy te hiasa
    loha be @’izany fa efa ampy hisainany ny zavatra rehetra nitranga nandritra izay 3 taona lasa izay,ka tokony isika ahatoky
    azy fa tsy hanaonao foana izy,(i dada io). Tsy maintsy mailo izy e!aza matahotra fa ny ANJELY mpiambina no miambina azy.
    Aza raikitra vao tera-kovitra daholo e!

  19. Mila Reny matotra, pozé, klasy ny vahoaka malagasy fa tsy………….tahaka an’ty raika be zity roa ranon’orana’ty.

    BONANE Mama a !

    Signé : Babyfoot

  20. Andriamanitra tsy andrin’ny hafa andrinay eto ihany: mila olona toa anao – tena gasy, i Gasikara malalantsika Andriamatoa prezidà mamim-bahoaka Marc Ravalomanana!

    Tsetsatsetra kely mankany @ mpanolotra ny vaovao lehibe ery ambony: Ary i SoloRazaf toa hitako any anaty affiche hoe hanao fampisehoana guitare solo @ Alarobia …
    Sao dia olon-kaf azy ilay poster misy ny sarinao…

  21. Hoavy izy é! fa na dia efa vonona aza izy @ fiarovan-tena eo am-pela-tanany dia isika rehetra dia tompon-andraikitra @ fiarovana azy ka samia mailo daholo… ampitapitao daholo ny vaovao mety hampiahiahy!!!

  22. Ny hiran’ny jeneraly ihany ny anay vahoaka e!!!
    dada malala ô!ô! Razana enao fa tsy olona raha iny hono ianao ka miverina dia tsy anisan’ireo fokonolona ô!ô!

  23. Naheno ny voalazan’i Neninoro hoe: « Koa aoka mba hiezaka haharitra isika fa tsy ho manjary ho fihomehezana sy hifalian’ny tsy tia! (ireo foza e!!) »

    dia nanohina ny ALIKA isany MIVOUVOU

    Miala tsiny ry Njara, fa tena tonga @ ilay fitenenana hoe: « Les Chiens aboient quand Caravane passe »

    Seulement, je voudrais m’adresser à ces veaux-vaches-cochons de PUTSHISTE-supporter: nous nous apprêtons à toute éventualité… Tsapao ary ny herinay mpanohana ny ara-dalàna

  24. Tsy misy tsiny Ho Aiza a!

    Trop de democratie tue la democratie ka toy ny zaza manaiki-nono ihany io, rehefa tsy laitra atosika ihany !

    Ny tena mahasosotra anie ilay tsy maha-tana-teny e ! Tsy voakaraman’ny atsy sy eroa aho nefa ny vava mipoapoaka toy ny « inona ».

    Na rainivoanjo iny na Ravalomanana iny, anay foana ka ! Safidin’izay te handrodrana sy hivarotra ny Fireneny.

    Io anie ilay hoe : »ty vanves e « .
    Tsy maha-democrate intsony fa avelao omena ny azy, sado maso rahateo ka ny tandrifiny ihany no omena azy ! 😉

  25. UN « VAHOAKA » QUI NE MEURT PAS DE FAIM après 3 ans de crise EST UN FAUX VAHOAKA !

    NE LISEZ PAS SES POSTS A LA CON !!!!!!!!!!

  26. Izahay zao tompoko dia efa mivonona daholo hitsena ny Maherifo ny firenena sady gasy Ray no Gasy renu misaotra e

  27. sao dia mbola haafetsifetsen’ny dada indray ity hoavy hoavy ity e, lazao mazava ny daty fa maro ny olona te hitsena azy, misy solon-tena avy any am province mihinsty, hiandry ny fifonany fotsiny, sy fidirany any amin’ilay toerana natokana ho azy eo akaikin’ny Coutiti.


  28. Pourquoi la HAT-Rajoelina ne saisit -elle pas la Cour Penale Internationale pour mener unequete SERIEUSE à propos des evenements de fevrier 2009 ?

    Parce qu’elle sait tres bien qu’elle risque d’emmener avec elle son alliée : la France vers la perte de credibilité au niveau internationale !

    La premiere chose à faire dès l’arrivée du Pdt Marc Ravalomanana serait d’interpeller la CPI ou la TPI pour executer cette enquete qui vaut son importance dans la vie politique à Madagascar et particulierement dans l’Unité Nationale !

    Mais comme dit ci dessus, la HAT Rajoelina se refuse de faire faire cette enquete qu’elle refuse depuis 3 ans !

    Si Rajoelina s’en va de la Presidence de la Transition, je suis pret à parier, que l’Insecurité qui regne actuellement disparaitra d’elle même, car c’est la HAT elle même qui encourage les bandits de Baomba à semer le désordre et la haine et…..L’INSECURITE !


  29. Que les bandits de la HAT se mettent à assassiner le Pdt Ravalomanana et Rajoelina tombera comme un tic répu, de la peau d’un zebu !
    Autrement dit, personne n’osera toucher NOTRE Pdt, et c’est du moins notre voeu le plus sincere !

  30. Tsy hisy hikitika ny singam-bolony iray eo Njara a!Raha izay fianjeran’i domelina tsy ahoan’i
    la frantsa fa mahita solony foana izy,fa antsika no mitandrina fotsiny koa mino aho fa efa voahomana
    daholo ny @’izany.Dada ve tsy efa mailo e! matsilo anie iny e!(sady mankahery tena ihany aho) ny tena
    marina dia tsy te hiasa loha be aho ny @’izany fiarovana ny ain’i dada izany fa matoa izy sahy mijabaka
    dia efa azony antoka,sa ahoana hoy ianareo???amiko aloha io an!

  31. Efa mivonombonona ety Ivato androany ny miaramila foza @ fahatongavan’i Dada sa inona???? koa dia antsika rehetra no mivonona @ zay mety hitranga!

  32. dada malala ô!ô! Razana enao fa tsy olona
    raha iny hono ianao ka miverina dia tsy anisan’ireo fokonolona!
    Tongava! tongava! hoy ianao!!!! ah!ah!ah!!!!!

  33. Si j’étais DADA j’annoncerais mon retour tous les jours pour rendre ces voyous FOUS DE RAGE !!!!!!!!!!!!!!!

  34. Lu dans : http://lafy8.forumactif.ca
    -« Samedi 14 janvier 2012*17h00->

    Un appel a été lancé au Magro à tout un chacun, aux 192 fokontany, à quiconque qui pourrait héberger les gens des provinces qui viendront pour accueillir le Pdt Ravalomanana de se manifester. /Le Président Ravalomanana a annoncé au Magro qu’il communiquera au plus tard mercredi sa date de retour. Il sera accompagné le moment venu par des représentants de l’ANC et des journalistes internationaux./ Le Président Ravalomanana rentrera pour apporter l’apaisement et sortir Madagascar de cette impasse a-t-il annoncé au Magro./  »

    A bon entendeur les Mouvances RAVALOMANANA et ZAFY !
    Salut !!!

  35. Miara miredona hatrany isika hoe: dada malala ô!ô! razana enao fa tsy olona raha iny hono ianao ka miverina dé tsy anisan’ireo fokonolona ô!ô!ô!

  36. Mandihy ny mpams lava volo ! Mpiboridana ka tsy mahagaga raha miaraka amin’ny ry mpanongana isany !!!
    Tadidio tsara fa izao no resaka nataon’ireo mpanongana tao Paris : « Tsy maintsy atao izay hialàn’ i Ravalomanana, ary vonoina na hamosaviana mihitsy rahatoa ka hilaina izany  » !
    Potsista sady mpamosavy no toetran-devoly !!

  37. Je vais jouer un peu l’avocat du diable :(!

    C’est de jeu ! chacun son cheval de bataille !
    Il nous appartient de nous manifester dans l’UNISSONS chers amis Legalistes !
    Il faut leur fermer leurs becs de m….!
    Il nous faut prouver que nous sommes capables de leur foutre un coup de pied « bien placé » en faisant preuve de Solidarité !
    Nous tenos le bon bout ! Hardi ! fonçons et tant pis s’il y aura du sang, cela ne fera qu’augmenter notyre amour pour la Patrie.*
    Et cette Patrie nous appartient, pas aux Francais ni aux karana, ni aux chinois !
    😉


  38. A l’arrivée du President Marc Ravalomanana,
    J’espere de tout coeur que la Mouvance Ravalomanana meritera et brillera par le nom qu’elle porte, en defendant plus fort que toute autre mouvance, NOTRE PERSIDENT !

  39. Izay sisa alanenina e! mifofo ny ainy,miakapokapoka ny foza masiso,maimbo tsy misy manisy sira.
    Aza mba tsy misy hatao ihany oah fa dia mitonantonana e!maninona tsy fahaiza-miasa mba haseho
    raha tena mba milay dia ho hita eo iza no RESY??????foza orana e! tsy lasa lavitra oah!!00000 manatody deaka foana no
    betsaka.

  40. I Rossy anie io Vahoka mankahala ny Filoha Ravalomananana io.

    entano ny vahoaka tsy hijery fampisehoana rossy intsony.

    mody any Frantsa any i rossy miverina mafy ady any rehefa tsy misy kil amin´ny spectacle.
    izao izy mbola milelaka vodim-poza dia mihinana volam-poza.

  41. Dia manisy vato any anaty silipy !
    Asa, te ampiseho sy hizesta hoe mavesatra ilay zavatra ( raha vehivavy dia tsy lazaiko eto), sa hanafenana ilay enta-mavesatra tsy zaka, sa hitorahana ny VAHOAKA TAN-DALÀNA ????
    MDR !!

  42. Tsy hitady fety indray izy hangoronana olona ???
    Dia tsy hisy hitsena i dada ha!ha!ha!io misy hevitra mahaomby foza a!!
    Dia ho samborina ohatry ny parasy.

  43. Aza dia manapa-tsinay vao maraina moa ry Kintana a!

    Andriamanitra tsy mampitondra zavatra tsy zakanao izany hi!hi!hi!!!!

  44. Aoka samy hiambina ny fasandrany ny tsirairay fa mety ho bedabe ny Mpamps mpanits-pasana hivoaka atohoato ka mety ho Danza be ny affaire !
    Ny vidin’ny Diloilo Coco eny Analakely koa tokony hadangana be (2 000 000 FMG) ny litre! 1er prix io, PROMO !!!

  45. Takany foana io fa any aminy anie izao ny saosy e!
    iny indray no tsy hitako ilay miloloha lamba hi!hi!hi!!!!!
    Ka tsy ny fasan’i dada ve no tokony hambenana voalohany raha izany ry Babyfoot??

  46. Tena mahagaga ahy ianareo politicien ireto ka!
    Izay milaza azy ho mahay sy mahita zavatra ho kianina, rehefa mahazo fitondrana, maika koa aza manao ny tena « PIRE » noho ny teo.
    Jereo koa anie ity hoe « tetezamita ity e », io no tetezamita « RIDICULE INDRINDRA » amin’ny tantara. Aiza ve, anaty 4ème République hono isika efa 1 taona mahery izay, nefa, ny toerana sy ny memmbre ao anaty tetezamita.

    De mba jereo koa fa mahamenatra ity Filohantsika ity ! Tsy tokony hisy mpitondra firenena maharitra ela, nefa jereo anie ny ataony e ! tsy izy indray ve no manitatra ny fotoana hitondrany. tsarovy hatrany fa tsy olona voafidy izy, ary tokony hahatsapa an’izany, nefa dia odiany tsy sainina izany, hahatratra mandat iray ny tetezamita entiny !

    mahakivy ahy re ! Tena tsy azo anakinana firenena ka !!

    Saino tsara anie e !

  47. Izaho anie mba menatra dia nolazaiko fa hoe mbola manao silipo ry zareo ê ! Miloloha lamba marina hono ny mpams rehefa mivaoka amin’ny alina ! Lasa Cap d’Agde ny tanàna !

  48. Marina ny anao !
    Amin’izao fotoana ry P’tit AMR dia tsy misy Fitondràna tena izy izany â ! Atramin’izao dia MBOLA NY MPANONGAM-PANJAKÀNA NO MANJAKAZAKA AO !
    Tsy misy izany Transition izany, na koa izany 4e Repoblika izany !!!
    NY MAMPALAHELO DIA HOE METY AMIN’NY SASANY HONO IZAO !!!!!!

  49. Oudray ry Ranavalona ! Fa angaha tsy mba henonao fa miloloha lamba ny mpams rehefa mivoaka alina ? Miboridanabe hono sady mihoso-menaka alohan’ny hivoaka ka ny akanjo hanaovany rehefa mody io lolohaviny, ataony kinarinarinabe io mba tsy ho voan’ny diloilo coco.


  50. O! ramiaramila o! ‘zay manana BASY tsara tarehy
    Rehefa manana azy ô ! toa manajary sahisahy ?!

    Toa manahirana !!!:(

    O ! ramiaramila ô ! ‘zay manana basy tsara tarehy o !
    Iny basy iny ô ! Hitifiranao an’iza ?

    Toa manahirana ‘zany sainao izany !!! 🙁

    Ka hitifitra ny Mpanjanaka sy Mpivarotra Tanindrazana sa….
    hitifirana ny malagasy toa anao ?!!!

    Mba, misaina ihany o!!!

  51. Mety @ olom-bitsy! fa ny valalabe mandry ?????
    tsy vitan’izay mahamenatra fa sady MAHARARY noho ny fahavoazana izay
    tsy roa aman-tany haterany,nefa ao izy!!!!vorona azon’adala !!asa adala-tomp koa angamba???

  52. Hay tonga i Dahy??naninona anao indray ny marasily??
    Aza matahotra fa vitsy ihany izy ireo fa ny mpandala ny ara-dalana dia
    mbola maro an’isa fa any @’ireo vitsy an’isa ireo fotsiny ny fitaovam-piadiana,fa tsy lasa lavitra ireo e!!l

    Babyfoot! ny miloloha lamba haiko mantsy dia dia ilay olona mihita rano,dia loloavina ny akanjo tsy ho lena.
    Tsy maintsy hisy farany ny zavatra rehetra fa lozan’izay hinia hikipy eo foana e!!tsy maintsy izay no hiafarany
    raha vao tsy misaina vao manao zavatra.
    Efa mba misy miambina ve ilay fasan’i Dada aloha???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *