Ho fantatra amin’ny alarobia ny daty hiverenan’ny filoha Ravalomanana

dada

Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby, io takariva io tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana ny filoha Ravalomanana .“Amin’ny Alarobia izao no ho lazaiko aminareo ny andro hahatongavako”  hoy ny filoha. Hentitra izy nilaza tamin’ireo mpanara-dia azy fa fotoana iray tsy maintsy andraisana fanapahan-kevitra izao, nahatsapa manko ny tenany fa   mijaly loatra ny vahoaka Malagasy.  “Tapa-kevitra aho fa hody ary  tsy maintsy asehoko an’izao tontolo izao  ny finiavako hamaha ny olana eto Madagasikara”.Amin’ny Alarobia izao izany no fotoan-dehibe ahalanana ny daty marina hiverenan’ny filoha.

Henoy eto ny  antso mivantana : Fidiran_ny filoha Ravalomanana Magro Behoririka

42 pensées sur “Ho fantatra amin’ny alarobia ny daty hiverenan’ny filoha Ravalomanana”

  1. Antomotra ny fotoana, ary mametra-panontaniana maromaro izany !

    Ny tena mampiasa ny saina moa dia efa samy mahafantatra daholo :

    Hanao ahoana Ny fiarovana azy ? Tena matotra ve raha mba mandeha any amin’ny Province an-koatran’Antananarivo izy ?

    Mahatsapa tsara izy raha izao fisehoan-javatra izao, fa mihezaka mafy ny Frantsay sy TGV hanaovana ny Fifidianana farany izay haingana mba tsy handraisan’i Dada anjara !

    Hanao ahoana ny fihetsik’ireto miaramila ireto ? « la Grande Muette hoy r’izalahy ?
    Eto dia miangavy antsika rehetra aho mba tsy hiteny ratsy ny miaramila, satria tsy tsara ny mitady fahavalo an-koatra an’i Frantsay !

    Ireto Frantsay ireto mantsy no tena fahavalo, satria mia-malefaka ny herin’ny harenany (very tokoa ny triple A ).

    Sady faly isika no sahirana satria mbola maru ny voalavo tsy maty an-kibo, nefa na izany aza hoy ny namana izay :
    TSY MAFY TSY LAITRY NY ZOTO !
    anefa kosa :
    Ny malina ihany no ela velona !
    – _________________________________________________________

    – Mbola tsara e ! Vaovaonao raha ? Efa momaka anadahinao zaingy nandigny anao ka !
    Faly mahita anao manoratra indray e !
    Bananie 2012 ! e bonne santé !!!

  2. Il sera accompagné le moment venu par des représentants de l’ANC et des journalistes internationaux

  3. Nosoratan’i Sahy Mijoro? Nadika mba hovakiana :

    « Andrandraina ny fiverenan’i Dada ! Aoka nefa ho mailo fa « lahitokana ny aina » ary be ireo mpifofo ! Tao amin’ny fadaharana be mpanaraka iray ao amin’ny TV tsimiankina iray, nilaza ny Dr Razafimahaleo A., zandrin’Itp Razafimahaleo Herizo fa TSY MAINTSY HOSAMBORINA i Dada raha vantany vao manitsaka an’i Madagasikara ! Ing. Jeneraly Richard Ravalomanana dia mbola tsy manaiky fa ny hampisambotra an’i Dada ihany ! I « Bôlô » ilay Kaomsera jiolahy nigadra tay Tsiafahy izay navoakan-dRajoelina taorian’ny 17 martsa 2009 dia mitoto tany ny hamono an’i Dada ary efa manomana « commando » ho amin’izany ! Aoka h mailo sy ho vonona koa isika Zanak’i Dada amin’izany rehetra izany ! »

  4. Mbola tsara ry dahy a!tratry ny taona e!
    Zavatra tokana ihany ny faniriako @’ity taona ity dia:ny fahafahan’i Dago.

    Inona daholo ity mangovitr’omana ity e!aza manao varotry ny mananon-tena ka raikitra vao terakovitra e!
    efa azony antoka matoa izy mirisika fa aza matahotra ry zareo a!vonovorona tsy maintsy misy sady eo koa
    ny tahotra ka aza hatao mahagaga izay vava-poza any e!MINOA FOTSINY IHANY!!

  5. BONANE Dada a !
    Vao tairinao fotsiny ry les Tanora Tena Gegy dia torakovitra, mipararetra tsisy toy izany. Te hanao aminy eo knou avy eo vao hoe Ouay à Ouay !!!
    Ho tahian’Atra ianao sy ny ankohonanao ary matokia fa tsy miala aminao ny vahoaka dia @ fitsenana anao no hahitanao ny porofon’izany.

    P.S. : Efa eto Tanà zà miandry anao sy Neny malala.

  6. « NY MALAGASY TSY MATY VONOINA « FA MITANDREMA IANAREO IREO NAMONO TSY NAHAFATY !
    RAISO AM-PITIAVANA NY FILOHA MIANAKAVY ARY HOMEO AZY IREO NY DERA SY NY VONINAHITRA IZAY FOMBA HANEOHANTSIKA NY HAJA HO AZY IREO SY NY FIREHAREHANTSIKA MANANA
    OLONKENDRY TOAVINA !

    LE RETOUR AU PAYS DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC , APRES CES DIVERSES TENTATIVES DE LE NEUTRALISER CONSTITUE UNE GRANDE VICTOIRE PERSONNELLE
    –DE L’HOMME D’ETAT REALISTE , PRAGMATIQUE ,FIDELE A SES IDEES D’HOMME DE PROGRES TOUT EN S’INSPIRANT DU  » FAHENDRENA MALAGASY  » , VISSE A SA CONVICTION D’HOMME DU PARTAGE ET DE L’EDIFICATION DE SON PAYS

    –DE L’HOMME POLITIQUE DROIT , JUSTE , QUI FAIT CE QU’IL DIT , QUI NE SUPPORTE NI LES A PEU PRES NI LE FAIRE SEMBLANT NI LE MAL FAIRE NI L’AFFABULATION NI LES BLABLA

    –DE L’HOMME RAVALOMANANA MARC DOUE , INTEGRE , COHERENT ER DOTE D’UN BON SENS EXCEPTIONNEL ET D’UNE INTELLIGENCE PRATIQUE , LUCIDE ET PERSPICACE..

    TOUTES SES QUALITES FONT DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC UN HOMME INTRANSIGEANT TANT AVEC LES AUTRES QU4AVEC LUI-MEME SURTOUT EN CE QUI CONCERNE LE DEVELOPPEMENT DU PAYS ET L’AMELORATION DU BIEN-ETRE PHYSIQUE ET MENTAL DES MALGACHES / PAS DE DEMI-MESURES ( VOIR LA PROMOTION DE L’EDUCATION DE BASE QU’IL A PILOTEE !).

    CERTES IL A DES DEFAUTS , MAIS QUI N’EN A PAS ?

    TOUT EN REUSSISSANT LA LUTTE CONTRE LA PAUVRETE DE 2002 A 2005 ET ET AU MOMENT DU TAKE OF DU PAYS ,IL A ETE VILIPENDE , DENIGRE PAR TOUTE L’OPPOSITION, SUBI DIVERSES DESTABILISATION JUSQU ‘A DES ATTENTATS HEURESEMENT DEJOUES ,
    LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC TENU A INSERER LA MASSE PAYSANNE (85% DE LA POPULATION)DANS LE SYSTEME DE PRODUCTION DU PAYS AVEC AIDES FINANCIERES ? AIDES TECHNIQUES , CESSION D’ENGRAIS ET DE SEMENCES (riz, tomates , pomme de terre , mais,ginembre…)
    LES TANTSAHA ONT VU LEUR PRODUCTIVITE DECOLLEE D’ABORD ET AUGMENTEE ENSUITE POUR SATISFAIRE LA DEMANDE L’AGRO-ALIMENTAIRE ET DE L’EXPORTATION..

    FAIRE PRODUIRE LES TANTSAHA EST BIEN ,MAIS LA CONSTRUCTION ET L’OUVERTURE DE NOUVELLES ROUTES ET LA REHABILITATION DES ANCIENNES ROUTES NEGLIGEES , NON ENTRETENUES ONT PERMIS D ‘EVACUER ET TRANSPORTER LES PRODUITSVERS LES USINES ET ES MARCHES ET DE DISTRIBUER DANS TOUTE L’ILE LES PPN / DE 2002 A FIN 2008 9000 KM DE ROUTES BITUMEES ONT ETE MISES A LA DISPOSITION DES MALGACHES

    SUR LE PLAN SOCIAL ET EDUCATIF ? IL A REHABILITE LES HOPITAUX ET ONT ETE CONSTRUITS DES DISPENSAIRES ET PRES 300 MEDECINS ONT ETE RECRUTES PAR L’ETAT..
    L4ECOLE PRIMAIRE EST GRATUITE ? OBLIGATOIRE JUSQU’A 16 ANS AVEC OBLIGATION DE LEUR OFFRIR UN BAGAGE D’INSTRUCTION LEUR PERMETTANT DE S’INTEGRER LE MARCHE DU TRAVAIL SI LES ELEVES VOULAIENT S’ARRETER A 16 ANS..
    FORMATION DES SPECIALISTES EN FRANCE ? AUX USA…

    DEUX IDEES DIRECTRICES ONT ETE MISES EN APPLICATION PAR LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC POUR LE DEVELOPPEMENT DU PAYS /
    — le développement de proximite : le développement se fait au niveau des FOKONTANY(financement, aides techniques et cession d’engrais et de semences ,
    — la mise en place DU MAP (M.CAR Action Plan) C4EST LA FEUILLE DE ROUTE DU DEVELOPPEMENT DE MADAGASCAR..
    — ASSAINISSEMENT ET RENOVATION DE LA FILIERE HALIEUTIQUE (crevettes , poissons , homards …poissons, anguilles..).
    — SUR LE PLAN DIPLOMATIQUE , MADAGASCAR A ETE BIEN INTEGREE DANS LE CONCERT DES NATIONS ET A VU AUGMENTER LES DE DIRECTION AU SEIN DES ORGANISMES DE L’ONU CONFIEES A MADAGASCAR..
    LA VISITE DE SECRETAIRE GENERAL DES NATIONS UNIES A MADAGASCAR A ETE LA CONSECRATION DE LA DIPLOMATIE DE MADAGASCAR AINSI QUE L’ORGANISATION DU SOMMET AFRICAIN PREVUE SE TENIR A M.CAR EN JUIN 2009 ET DEMEME LA TENUE A ANTANANARIVO DE LA REUNION DE LA FRANCOPHONIE VERS AOUT 2009
    CES DEUX REUNIONS QUI CONSACRENT LES ACTIVITES HONORABLES DES AFFAIRES ETRANGERES ONT ETE EMPECHEES DU FAIT DU COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009..

    POUR CERTAINS D’ENTRE NOUS QUI AVONS EU LE « PRIVILEGE « D’AVOIR PU SUIVRE L’EVOLUTION DE LA POLITIQUE , DE L’ECONOMIE EN GENERAL ET L’ECONIMIE QUOTIDIENNE DE LA MENAGERE EN PARTICULIER , NUS POUVONS ATTESTER QUE LA HAINE ,LA JALOUSIE DE CERTAINS MALGACHES POUSSES PAR LA FRANCE COMME LORS DE TOUTES LUTTES ARTIFICIELLES ENTRE MALGACHES , CETTE FOIS -CI ONT DETRUIT LESAPPAREILS(lEs usines)ont tue des hommes et des femmes sur leurs lieux de travail et ont paralysé les moyens de distribution .

    OUI C’EST LA « VENGEANCE DE LA PERTE D’UNE ELECTION PRESIDENTIELE « QUI A ETE LE PRIMUM MOVENS DE CETTE SAUVAGERIE DONT LES MALGACHES CITOYENS PRODUCTEURS ET ELECTEURS
    DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ONT ETE LES VICTIMES DESIGNEES CAR
    COUPABLES DE NE PAS AVOIR BIEN ELU..

    OUI TOUTE CETTE HISTOIRE PROVIENT DE LA BLESSURE D’UN EGO MEGALOMANE FRUSTRE PAR LA PERTE D’UNE ELECTION ET QUI A VOULU MONTRE AUX MALGACHES LORS DE SA VENGEANCE DE QUELLE COLERE IL EST CAPABLE

    A LA FIN DE L’ANNEE 2008 UN PROJET DE LOI EMANANT DE LA PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE PORTANT SUR L’ORGANISATION DE LA VIE POLITIQUE DANS LA EPUBLIQUE DE MADAGACAR :ASSAINISSEMENT ET MORALISATION DE LA POLITIQUE RESPECT DE L’ETAT DE DROIT, RESPECT DE LA CONSTITUTION , RESPECT MUTUEL ENTRE LES HOMMES POLITIQUES..
    CES TRES BONNES INTENTIONS COURONNANT LA REUSSITE SOCIO-ECONOMIQUE ONT ETE BALAYEES MARS PAR LES SAUVAGES QUI ONT CONCONCTE , COMMANDITE , FINANCE ET COMMIS LE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009…

    APRES TROIS ANS DE DURE VIE , DE SOUS -VIE ,LES MALGACHES REVIVRONT , REPRENDRONT LEUR VIVACITE DISCRETE ET REPRENDRONT DU POIL DE LA BETE..!

    MAIS ILS N’OUBLIERONT PAS CEUX QUI LEUR RENDU LA VIE DIFFICILE !

    NOUS VOUS REMERCIONS MONSIEUR LE PRESIDENTRAVALOMANANA MARC POUR LA LEçON DE COURAGE , DE PERSEVERANCE , D’ESPOIR DE VOIR UN JOUR LE BOUT DU TUNNEL ET DE VOUS REVOIR APRES CES TROIS ANNEES DE PURE PERTE POUR NOTRE PAYS ET POUR NOUS MALGACHES

    QUI OSE S’ENORGUEILLIR D’UN TEL GACHIS ?

  7. Ho tanteraka tokoa anie izany , tsy manana ahiahy intsony izahay fa efa heritaona ny nihomananao ny hodinao , ho hitanao eo koa ny fahavononanay na inon-kidona na hinon-kiatra

  8. Tongava fa sasa-miandry izahay vahoaka!

    Ts’inona fa tena:
    ny taona ity miherina
    tsisy zay mba entin’ny HAT

    hahiako mbola hiverina
    toa ny nadriatry ny 3 las’izay
    ny zava-draiketiny
    ==> habibiana no toe-tsaina mahazo vahana eto Dago @izao fotoana
    – halatra be vava no fanaon’ireo teratany vahiny, toa ny indo-pakistanais) ary ireo mpitsara dia manome vahana azy ireo ny @ asa-ratsiny fa matim-bola kely
    (azo lazaina kely raha hoarina @ bois-de-rose sy harena ankibon’ny tany notrandrahana ary nahondran’ny fitondrana sy ny havany any dilambato)

    – poizina ara-tsakafo no atolotry ny sinoa ho an’ny vahoaka tsy mahita ho rangotina mipenimpenina etsy sy eroa fa MORA hono ê

    Fa ny ainay vahoaka malagasy aty an-toerana efa aty an-tenda na andro na alina

  9. O ry Josefa,
    i Arilaza Razafimaha. KAPILA botry ve no mba ?

    tsssss

    Fantatra anie fa Mpanome trano ho tsaboina ireo indo-pakistanais miady @ fahafatesana io ngahy dokotera io ê!

  10. Eto tanà i BabyF ve?

    Andro iray toa zato mety hihaonantsika an

    Ela ny ela rey olon : HO VOARAIKITRA SORATRA ao anaty boky VOLAMENA tena d’OR – na ny boky sy ny penina ary ny encre,
    AO ANATY TANTARAN’i MADAGASCAR ny fiverenanao ry Dada an

    Zay taim-bava
    ampahafirin’ny nihainanay ary mbola iainanay zany

    Ra lamasinina tgv oa ny any
    ny anay tsy miontsona fa Vy mafonja

    Horakoraka ny an’ny sahona fa ny SOAbakaka no tompon’ny rano…

  11. Tongava soa Dada à! Tsy misy sambotsaborina fotsiny zany eto fa tsy adala akory dada ka handeha hosamborin’ny foza ny hahatongavany!!! samy mailo tokoa anefa isika fa mahery tsy maody hono tsy ela velona koa samia vonona daholo ny isan-tsokajiny rehetra indindra ny fitandroana ny ain’i Dada!

  12. @ Alarobia ve no holazaina le daty? fanga tsy ho bitsihin’i Mamy @ Zandrikely ndray?
    Mba fantatrareo ve ny nifidianana ny daty Alarobia? satria @ Talata zao ny hihetsika ry Zafy, de jeren-dRainivoanjo aloha, oe hatraiza ny fahombiazan’io, de mahazo antoka izy fa afaka miverina raha mba mahomby io!
    Toa tsy marina indray le oe hiverina t@ Sabotsy teo? arirariran-dRainy eto foana reto zazasary reto de mifokofoko ray trano. Mifanome tanana tsara reto trois mouvs ireto, de mifandrava avy eo. Ny mouv Ravalo manolo-kevitra, de simban’i Zafy, ny mouvs Ratsiraka tsy miraharaha an’izy roa, anjaran-dRa8 ndray ty ny misaboty an’i Zafy. Fa ny tena hitako V, @izy telo de ty mouvs Ravalo ity, vao maika manome vahana an’i Zandrikely! Tsy sahy mody eo zany oa ny olona nanao ratsy, namono olona sy nangoron-karem-bahoaka! Nareo eto no donto, manantena tsy misy, fa izy akory tsy adala ka hamono tena!


  13. Mbola tonga mivovo eto indray i Betakolaka maimbo vava ?
    Ka inona no tsy aritra na ho tonga izy na tsy ho tonga ry Vongany a ?!!!
    – Zandrinareo efa manomboka lo no jereo izay mba mampisy saina kely azy, fa aza aty no mibli-bla !
    Efa roahina sahala amin’ny amboa ka mbola tsy misaina ihany ! Na maty aza izy mbola tian’ny vahoaka lavitra noho ilay andevolahin’ny vazaha io.
    Allez ouste !!! adiky mandositra any amin’ny tany tsy misy olona !

  14. Marina daholo ve izany lainga be rehetra izany ? efa impiry moa izay hoe Hody izay? ka raha ho toa izany no hitondrana firenena hitako hoe tsy ho mety, omena daty, omena daty foana ny vahoaka dia eo ny tranony, telo taona, efa-taona, folo taona eo ihany; ny mahantra hia-mahantra ihany, sns…

  15. Hoy ny hiran’iJENARALY izay hoe:
    Dada malala Ô!Ô! Raha tahiny hono ianao ka miverina dia tsy anisan’ireo fokonolona!
    Dada malala Ô!Ô! Razana ianao fa tsy velona ka tsy anisan’ireo fokonolona!!!

  16. Ramalina aza maninona tsy hanontaniana ny Frantay hanome toky sy hampandry ny adrisa isany Domelina sy jamba ary marenina eto?

    Vakio iry post faharoa de tsapanao ny heriny ê

    Tenisany jiolahimboto mianakavy, izay tsy mihaina akory ny fahoriana eto an-toerana ve no mba miseho avo vava?

    Mampmé no sady mankale(l)o fotsin

  17. Izao tontolo izao no mbola ao an-damosin’i Dada ka aoka isika tsy hiasa loha be loatra,
    firenena matanjaka toa andry be kintana sy ny Rainiboto sns mbola mankatoa azy koa
    izay foza maimbo tsy by tsy ba ery ve no andeha mba hiana-kendry eo e!!tsy izay hisitrian’i loha heverina.
    Ny Amerikana efa manome toky fa tsy misy ho afa-bela izay manao ratsy eo,dia ho hita eo izay mamim-
    bahoaka e!
    Ny zavatra tsy maintsy hitranga dia ireo olonakaramain’i karana sy sinoa antsokosoko satria moa tany tsy msy
    fanjakana fa samy manao izay tiana no misy,ka eto no mila MAILO fa ireo olona ireo tsy manan-kiafarana ka
    mora amin’ireto mpanjanaka ny MIVIDY azy hanao ny habibiaba rehetra.Olona efa vonona ny ho faty toy ireo
    rehetra nataony SORONA tery Ambohitsiroatra no karamainy.

  18. [
    Hier, Samedi 14 Janvier 2012:
    “Miandry anao izahay ry dada malala/Hanohy ny tantara/Ary ry Koto sy ry Kala/Iny ô Dada ô Hitondra ronono ô/ Iny ô Dada ô Hosorako tantely e/ Iny ô Dada ô Hitondra devizy e /Iny ô Dada ô Hanala kirizy e /Any am dada ny lakilé /Dia aty aminay ny karetsaka e…”

    __

    Silence, on tue!
    Vendredi 13 Janvier 2012 – entre midi et 13pm

    Nous ignorons les circonstances de cet assassinat qui a entrainé la mort de cet homme, en pleine ville et en plein jour. La vue de ce corps gisant à meme le macadam glace le sang, tel le cadavre d’un gibier abattu par un chasseur.
    Une chose est sure, Madagascar est un pays gravement malade. Il est atteint d’un mal profond et ne pourra en guérir qu’avec un remède de cheval.
    Cette mort accidentelle traduit le climat d’insécurité générale qui règne dans tout le pays. C’est surtout le signe que LES VOYOUS ONT PRIS L’ASCENDANT SUR LES FORCES DE L’ORDRE, SI ELLES EXISTENT ENCORE. Un tel acte de barbarie n’est possible que si ses auteurs ne sont convaincus de le faire avec une certaine facilité : les pouvoirs publics ne sont plus en mesure de défendre les biens et les personnes. Les devoirs régaliens d’un état normalement constitué, ne sont plus remplis.
    ]

  19. Ny fodian’ny Filoha miaraka amin’ny fianaviana eto ANTANINDRAZANA dia sitrakintsika , fananyenantsika ary niriantsika andro aman’alina..
    Sitraky ny SADC izay misolon-tena ny Communauté internayionale amin’ny fitadiavana vaha olana mikasika ny kirizy eto Madagasikara ary io Communauté internationale io no nanizingizina ny tsy maintsy hanantotosana ny tondro zotra..
    Nahoana ?
    Satria io tondro zotra io no maka ny toeran’ny lalam-panorenana eto Amintsika ary amin’ny alalan ‘o tondr zotra io NO HANARENANTSIKA INDRAY NY FIANDRIAM-PIRENENTSIKA ary amin’izao fotoana izao dia io TONDROZOTRA NO LALANA MANA-KERY SY MANANA NY FAHEFANA ENTI-MA..!
    NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NY FAHEFAN ‘IO TONDROZOTRA IO NO MAMELA NY FODIANA ARY TSY VITAN ‘IZANY FA MAMELA HANDRAY ANJARA AMIN’NY RESAKA SY DINIKA MIKASIKA NY HO AVIN’NY FIRENENA ARY AMIN’IZANY DIA NY VAHOAKA NO HITENY SY HISAFIDY,
    AMIN ‘NY FIFIDIANA TSY MAINTSY HATAO, IZA NO MHAVITA SY MENDRIKA HITONDRA NY FRENENA HANALA AZY AMIN ‘IZAO AN-KATERENA MISY NY FIRENENA IZAO !

    KOA NY FODIAN ‘NY FILOHA DIA TSY TANDRAMETAKA , NA FITAINTAINANA HINA-MENAKA NA KAJIKAJY HAKA NY FAHFANA – IZAY AMPITSIHAVIKO NY REHETRA FA NY VAHOAKA NO TOMPON’IO FAHEFANA IO FA TSY IZAY REHETRA MAMPIDERA BSY SY TAFONDRO AKORY –

    NY FIAROVANA NY FILOHA SY NY FIANAKAVIANA DIA TSY MAINTSY TONGA AO AN-DOHANTSIKA..KOA AOKA ISIKA HIERITRERITRA KELY !
    TSY ADALA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE – IZAY NY SADC NO SOLONTENANY – MANDRISIKA NY FILOHA HODY…ARY IZANY TOKOA MOA NO NIMATIMATESAN’IZY IREO SATRIA :
    –VITA MAZAVA NY VAHA OLONA ,KOA MALALAKA NY LALANA
    –NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE DIA MANOME TOKY NY FILOHA RAVALOMANANA MARC
    a)FA HAHAZO NY FANKASIHAN ‘ IZAO TONTOLO IZAO I MADAGASIKARA ARY HIVERINA HIRIARIA EO ANIVON ‘IZAO TONTOLO IZAO RAHAFA TAFODY SOA AMAN-TSARA INAO SY NY ANKOHONANAO
    b)ARY KOA HISOKATRA NY FANAMPIANA RA-BOLA SY ARA -TECHNIQUES MIKASIKA NY FAMPANDROSOANA NY MADAGASIKARA AIN ‘IZANY FIVERENANAO ANTANINDRAZANA IZANY…!

    KOA AOKA HANGINA IRO MPAMENDROFENDRO SY MPAMAFY LAINGA ARY MPILAZA ATSANGA TSY AMAN ‘ORANA..

    RARINY TOKOA RAHA FALY SY MIBITAKA NY VAHOAKA IZAY NIJALY NANDRITR’IZAY FOTOANA NANJAKAJAKAIN’IREO GAIGY VERY FANAHY MBOLA VELONA..!

    « TSY MATY VONOINA NY MALAGASY  » ARY DIA TERA-TAHOTRA IREO NAMONO TSY NAHAFATY..ARY
    MARINA TOKOA FA KODIARAN-TSAREY NY FIAINA KA IZAY NAMPIJALIANA DIA MBOLA HIAKATRA HITONDRA NY FIRENENA ATRANY AMIN’NY FOKONTANY KA ATRANY AMIN’NY LAPA-PITONDRANA…ARY NY SOA NATAO LEVENAM-BOLA FA NY RATSY VITA LOZA MIANTONA

    « FA ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA SY HITARIKA ANTSIKA H AMIN ‘NY FIFANKATIAVANA SY NY FIFANJANA EO AMIN ‘NY FIARAHNTSIKA MONINA ! »

  20. Mampihomé be reto foza reto an! raharahanay ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana fa aza de sahiran-tsaina loatra ny foza sa matahotra mafy???

  21. Miaka-pofona otran’ny ba from ve RaZefa be ô! mapme be oa dada mody dada mody ty! kilalaon-jaza e! manao ny gasy ho zazakely otran’ireto. Tsisy crédibilité na de kely aza de ataonay fihomehezana fotsiny. Jereo Ranavalona fa hanolotra lettre de créance @ Zandrikely ny UE ato ho ato ! mazava be ny teninao e! poulain-ny be kintana sy Rainiboto oa Rainivoanjo iny, tsy mahagaga zany. Tsy mba nisy niteniteny an’izany anefa, fa raha mba mifandray @ Lafrantsa Zandry de katsaka tsaramaso voanjobory. Tsy hitan’i Rainivoanjo sy ny taranany mantsy zay atao fa mafy be le mpiaro an’i Zandry, de mody hoe andevom-bazaha, kanefa tsy afa-manao n’inona2 @Zandry mihitsy politiquement et diplomatiquement! Zany refa SAGNAGNA, tsisy paika mihitsy! mivonto fo sy orona fotsiny!
    Saika hadino Ranavalona a! tery @ sezan’ny ex chefs d’état no napetrak’i Zuma Rainivoanjo, fa Zandry kosa niaraka t@ Chefs d’état en exercice teny @ tribune voatokana. Nangidy an’i Rainivoanjo iny ry HoAiaza a! Hiatsaran’i Zuma velatsihy fotsiny.Any @ Zandrikely ny lakile e! ny CI koa anie misaina e! mody fanina aminao izy, mba tsy hamparary fo anao, fa ireny teny Iavoloha niaraka tamin’ny corps diplomatique ireny ny valin-kafatra ho anareo e! hendry ny gasy hoy ny solon-tenany, sady modely @ demokrasia! firy moa ny fandranitan’ady tsy nataon’ny tera-dRainivoanjo zay, ny fampidirana armes antsokosoko, ny fomba maloto ho entina mi-déstabilisé zao fitondrana izao, ny baomba apoaka atsy sy aroa, ny fifofoana ain’i Zandrikely, ny volabe avy atsy SudAf ampidirina antsokosoko ho entina hanakorontanana. De traingon’i Jeneraly Baomba foana. Fanta-bahoaka daholo ny teti-dratsy ho enti-manakorontana, de mailo ny olona de vao miainga de potehany. Tsy menatra akory ty DADABEN-DRY RAINIVOANJO ZAFY ITY, manendry minisitra sy PM ao @ fitondrana, de avy eo ndray tsy izy io, de ahoana koa. Nankaiza ry Naika sy ry Hanitra e! toa jenjina eo ambony seza volamena de tsy mahita apoaka. Ry Kotoarivelo moa, mody mahay atsy mahay aroa, mody arovany ny rambony tsy ho tapaka amin’ny Rainivoanjo sy magro, manadio tena e! kanefa ny seza be, zay fitaovana mahomby tsara ahafahany manao pression tsara, tsy foy, fa za manoro hevitra anao ry Koto, manaova démission raha tena lehilahy, fa hampiova zavatra be @ zavatra takianao izay, vis à vis-n’ny opinion sy ny CI , ary afaka tsara hampiova hevitra ny mpitondra, fa Mamy sy Hanitra sy Naika izany, tsy hahafoy ny sezany na oviana na oviana, ary tsy hijapy soavaly maty. Zafy ihany no mbola mafimafy loha, manao toton’ombibory fotsiny @ tsy fitiavana Merina hitondra, fa na de Ravalo iny aza tsy tian’io Zafy io hiverina eo. Vendrana be oa Rainivoanjo, nampiasainy fotsiny haha-crédible azy mba hoe to teny sy « opposition matanjaka », de rehefa nahazo hery noho ianareo, de ireny manaonao foana ireny! nanandrana Ratsiraka, fa rehefa tsisy fika intsony, de jereo fa ny hendry mody voky, fa ny adala ity wawawa lava, malahelo seza ao Atsimotsimo ao. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, fa zay rehetra nataony t@ olona teo @ fitondrany ihany ty no miverina aminy, mbola pire aza, fa Zandry tsy namono gasy 50 izany ankoatran’izay ny tsy hita nanjavona, ary fantany tsara fa tsy hisy famonjena ho azy afa-tsy ny fialokalofana any an-tanin’olona, fa matoa nandositra, nanao ratsy, ary ny ratsy ihany no mahana, de tsy sahy miverina izany oa iny, fa efa zava-dehibe aloha ny mifampionona lava eto e! mba maivamaivana zay areti-po, nandritra ny telo taona izay. Anjaranay eto fotsiny ny manokatra ny voamasonareo eto mba tsy tsy ho droguer nareo, ka hamindra @ malagasy zay mamaky anareo eto ny aretinareo tsy manana proposition na de kely aza, ary tsy mahalala biby afa-tsy ny sahona, de pohana mafy @ la masse mba hifoha, ary darohan’ilay Jeneraly akama Baomba mba tsy hanaonao foana! tena tsisy afitsoka e! manoratsora-poana sisa azo atao!

  22. RABE change de pseudo puis PATATI ET PATATA !
    AVEC LES DISQUES RAYES de l’ANCIEN DJ !!!!!!

    HI HI HI HI HI HI HI !!!!!!!!!!!

  23. Tsara marihina fa tsy nanatrika ny cérémonie nataon’i TGV ny solontenan’ny SADC, Libye, Inde, Suisse (yes), Norvège. Io anie samy mahay diplomatie e!Mody hoe izaho no masoivoho Suisse fa rehefa avy eo aho tsy mamaly ny fanasanao.Mody napetraka niaraka tamin’ny filoha am-perinasa i Domelina mba hilazana rehefa avy eo fa mody i Dada atsy ho atsy. Ny modimody samy mahay ny fomba hilazany azy. Ary raha mahay i TGVendrana dia tsy mamerina ny kabarin’olona avy any luxembourg rehefa miteny eny amin’ny firenena mikambana.Olona ohatran’izany ve hahay hitondra projets.

  24. Tsy nanatrika ireo fa nandefa solontena. Norvège zany efa nanala ny ambassade-ny efa ela ry Bemafohy fisainana. Tsy mahagaga koa fa ireny no TANDAPA nanambaniana ny gasy intello tao Ambohitsorohitra tao. Na tsy nanatrika ary Suisse, tsy midika izany fa nolaviny ny Ambassadeur-ny napetrany tao, zon’ny asaina ny manatrika na tsy manatrika, ary diplomatiquement, tsy maintsy misy fomba fialantsiny foana ao. Tsy Rainivoanjo akory, ka zay vahiny tsy azoazo sy manelingelina ny fihinanany tsy ahitany tombontsoa, tonga de dégage! inona no tsy hanenjehan’i be kintana an’i Zandry, fa hita eny foana ny tsy fitiavana azy, de mivandravandra eny ny ratsy saina, fa ny olona tsy maninona azy. De miafara @ fankatoavana azy foana io tôt ou tard! Obama zany tsy manana poids noho Sarko raha relation international, de wain eo raha mbola hiziriziry @ tsy fitiavany olona. Tantara tranainy oa sisa Rainivoanjo zany fa lasa ty tsa mipody koa hoy ny Betsileo! mbola averiko, fa ny TGV no nametraka an’i Rakotoarivelo teo, de tsy maintsy ny TIM koa no hitondra azy any @ victoire finale! politika io e! tsy wawawa @ tsy fahaizana politika otran-dRainiV sy ny taranany e! tsisy apoaka!

  25. Efa antitra, superstitieux be
    Na dia izany aza, miala tsiny miala fondro, manao azafady tompoko, tsy zokiny aho fa zandriny no mandray ny fitenena,aoka hangilantsofina ry bemarenina domelin’isany an:
    – Tsy ny tgv no nametraka,
    – fa ny CI (excluant Frantay)
    – ny sadc

    hitsapa hoe: aiza ny halalin’ny TAY nangonin’ny FozaOrana eny andapan’ Ambohitsirohitra/Iavoloha/Tsimbazaza sns…

    __

    Toujours l’on se peine de conseiller les (ouf) presque derniers si fervents supporters du PHAT Andry Rajoelina & Cie

    que:

    pratique d’influence / lavage de cerveau / doctrine FOZAORANA
    facilement mi-tourne
    Rabe-Vahoaka-Denise & Cie
    ne marchent pas ICI

    (Preuve?:
    demandez à ceux
    que de votre gabari
    se sont succedés ICI
    bien de fervents-3V
    faute d’on ne sait quoi

    se sentant convaincu
    ont levé
    le drapeau BLANC)

    Si vous puissez encore vous comparer à cette dernière minute à des hommes
    normalement constitués et en pleine possession de ses facultés

    sans blague:
    VOUS ALLEZ QUEMANDER
    A LA NATION
    A SON PEUPLE

    LEUR PARDON

    ça c’est CHERRRRtain

  26. Tsy zaho mihitsy no hanangana drapeau blanc @nareo ry HoAiza a! iza no resy e? tsy zay nandositra niala ny tanindrazana t@ 2009 ka tsy tafaverina mandrak’izao e!
    Tsy ny tanan’ny SADEC na ny CI ry donto no nandatsa-bato ho an’i Mamy a! marina, fa nisy ny tolo-kevitr’izy ireo, ary azo atao tsara ny naka opposition hafa teo @io toerana io, fa misy antony eo matoa Kotoarivelo! hain’olona tsara fa tsy capable iny, jereo t@ireny teny Iavoloha ireny. Tia tena loatra ny Mouv Ravalo, fa raha Rakotoamboa ireny no teo, zay tsy TIM fa TEZA kanefa olo-mahatoky an-Levalo iringiriny, de ho hafa ny fipetrany. Fantatr’olona daholo ny faille @nareo, de omeny toerana hanamafisana ny sezany. Aiza zao zay vitany teo, na zay ao @GVT na zay any @ parlement, toa voky ireo de natory, tsy te hijapy SOAVALY MATY. Ny olona koa tsy vendrana, ka hanimba pasipaoro @ Rainivo e! efa manomana ny fifidianana ny tenanany izy ka tsy hiray petsapetsa @izay naloto sy naloham-bahoaka. Lay raikalahy taloha io. Iza no hitady fifonana @ vahoaka, mba nifona ihany anie Levalo (MARINA FA BE NY TSY NETY NATAOKO…) fa trop tard, tsisy nihaino intsony, de ODIBASIN’ALIKA IO E! NY MANDOSITRA NO FANAFODY. Raha tena lehilahy nanana ny marina, sy tia tanindrana tsy niala, fa nanatrika teo, na inon-kidona, na inon-kiatra. Mora kokoa ny namoaka azy raha nigadra tao an-tanindrzany izy, noho ny hoe nitsoaka ivelan’ny tanindrazany.Tanindrazana izany koa tsy hatakalony ny volabe efa napetrany mialoha tany ivelany tany. Nareo fotsiny eto no mitomany lava modia dada, modia dada tsisy farany. Tranainy be oa fa mitadiava zavatra hafa! kozy e!

  27. samy nahita fa ny fatim-bazaha no manjakazaka any Nosy Be ankehitriny !Ary tsy ao Nosy Be ihany fa eran’ny Madagasikara ! Manao Pub ny Frantay ankehitriny mba andefa Mpanjanaka maromaro any Madagasikara, ka inona no anjaran’ilay gasy kely mahantra ? Mpiasam-bazaha !
    Dia mihezaka hivelona toa ny Mpiasam-bazaha no ataon’ny MPANOHANA an’i Vendrana ! Izany malagasy izany : andevo daholo aminy !
    Plage privé e ! mpiasa an-trano e ! Commande any Chine e ! izany no toe-tsaina apetraka amin’ny malagasy .
    Ny ho avin’ny ankizy ? ANDEVO satria ny Mondialisation financiere no hanjakan’ny vazaha ry be -tay a !
    Andevolahy mahita fotsim-bary e ! ny mangery an(-joro no atao raharaha ! Ohatrinona hono ny vola mba entin’ny vazaha retraités hanjanahana ny malagasy ? 1000 euros hono dia efa MPANJAKA izy any Madagasikara ! Marina izany fa ahoana no avela hanjaka amin’izany any amin’ny Tanindrazan’ny tena io fatin’olona rehetra io ? Ouvrier en batiment sy Femme de menage dia efa tompoin’ny gasy toy ny Mpanjaka, ny malagasy amin’izany faly ery fa MANOMPO VAZAHA ! Toa an’i ry be taim-bava tsy vanona manohana ny fanjanahana ny malagasy !

    Mbola ho avy ny andro ahatopnga saina ireo ATOSIKA hanompo vazaha ireo ! ENGA ANIE !

    Ny MPAMPIADY FOKO milaza ny hoe mankahala merina eo ihany ! fa ny mahagaga dia ny fifaliany amin’izany toe-javatra izany ! Aleony manompo vazaha toy izay mifanazava amin’ny samy malagasy !
    Raha mana-kambo ry be taim-bava atombeno tsara mba …….HO TIAVIN’NY MALAGASY ilay zandry MPIVAROTRA TANINDRAZANA, dia ho hita eo a !
    Ny herin’i Baomba maivan-doha, tia vola, sy azo atosika hankepoka ny malagasy no hery : ny herin’ny basy sy tsindry hazo lena no miasa, ary ny FILELAFANA ny vodim-bazaha mba hahazo vola ! Izany no hery entina hitondràna AN-KERINY NY TANINDRAZANA, fa an-koatra izay, ny fisehosehoana atolotry ny vazaha no betsaka !

    Raha mody ny Prezida, ho an’ny olona Tia Tanindrazana, dia ho fifaliana, fa ho an’ny Mpivarotra Tanindrazana kosa, very vola sy fatim-boninahitra ka aleo HAMONO OLONA, eny fa na ho hamidy aza ny ho avin’ny vady aman-janaka ! Ka inona koa moa fa na ny fianakaviany aza efa zatra minono sy mitsetritra ny vodim-bazaha hatry ny ela !

    Izay olona tsy tonga fofona mahita ny fivarota-tanindrazan dia efa efa olona tsy manana ny voninahiny intsony, fa efa matin’ny fitsetsefana ny mpiray tanindrazana aminy. Ny ahlevina no mety aminy rehefa tsy laitry ny fanompàna azy ho amboa-razana !

  28. Raha hendry sy manan-tsaina, mandehàna any amin’ny Sobika sy Madagate, dia atoseho tsara ny andian’alika ao, fa aza aty no misosasosa toy ny vinantyo tsy mahare fosa !

    Ka inona koa moa no ho henonareo intsony, fa olona efa maty-henatra, tsy misy maha-olona azy intsony, fa mivelona amin’ny fanompoana vazaha ? Na asiany mihina-tay aza dia atao, fa izany no hivelomany !

  29. Quand les journalistes de la communauté internationale qualifient le président français de stupide, grossier et d’immature, comment devrions-nous qualifier notre putschiste ?
    Je suis persuadé que quelques points communs les réunissent, pour être aussi bien ensemble !!
    Ne dit-on pas que, qui s’assemblent se ressemblent ?

    « D’après ce même Erlanger ( journaliste), il est jaloux d’Obama, élu juste après lui, puisqu’on a cessé de parler de lui pour s’intéresser au président américain ; d’autant que malgré les efforts désespérés que notre autocrate présidentiel fait pour s’attirer l’amitié d’Obama, CELUI-CI NE CESSE DE LUI FAIRE COMPRENDRE LA DISTANCE QU’IL Y A ENTRE EUX, ce qui d’après le journaliste « le rend fou furieux ».
    Tout est là : Sarkozy voudrait qu’on l’aime, alors qu’Obama s’en moque !

    Alors qu’Alberto Romagnoli assure que « les français y ont cru une fois, 2 fois sera plus difficile ». Il laisse le mot de la fin à John Lichfield qui pense que : »Sarkozy est capable de tout pour garder le pouvoir ».

    Serait-il capable de prendre des leçons du côté de l’Océan indien ( KMD) ?

    Tiré de :

    http://www.resistanceinventerre.wordpress.com/2011/12/26/arte-portrait-dun-inconnu-nicolas-sarkozy-lookinf-for-nicolas-sarkozy-vu-de-l'etranger/

    Plus que 10H pour visionner ce programme d’Arte !

  30. La France cherche désespérément des banques afin de pouvoir rembourser ses dettes qui ont dépassé le cap des 1 700 milliards ; il faut dire que les banques ne se bousculent pas pour aider un président, qui ne sera plus là dans moins de trois mois !!
    Triple A de perdu, triple C de trouvé !

  31. Les Turcs aiment les putschistes ailleurs, mais surtout pas CHEZ EUX !!! Eh oui ! Quand on lorgne et fait les yeux doux à l’Europe, il y a des règles à respecter !

    « L’emprisonnement d’Ilker Basbug, chef de l’armée turque de 2008 à 2010, entérine la perte d’influence, la fin de l’inviolabilié de l’armée, responsable de QUATRE COUPS D’ETAT EN CINQ DECENNIES.
    Une terrible nouvelle pour l’aura des militaires ».

    http://www.courrierinternational.com/revue-de-presse/2012/01/10/le-pouvoir-politique-renforce-sa-suprématie-sur-l-armee

  32. Njara!!tena tonga fofona angaha ranadahy???hatao ihany ny handefitra eto indraindray fa
    tsy mety e!!tsy maintsy ihany ianao mitraotra rehefa feno ny kapoaka, ianao ilay mandalina
    lava eto sy mitandro ilay fitoniana ,taitra aho raha namaky ny voalazanao ,nefa tsy maintsy hoy aho hipoaka ihany
    ny sarom-bilany @ farany.Mitonia ranadahy a! andrasoaloha tonga i dada e!!manaova ohatra ahy oah!aza jerena
    dia vita e!Aza vakiana akory izay voalazany ao fa efa natao ho handranintana antsika anie ireny e!!

    Kintana!izaho koa mino fa hangala-bato i Sarkolita,dia mino ve ianao fa tsy nangala-bato izy t@’iny fifidianana iny???
    jereo fotsiny ny olona tonga nanotrona an’i Segolene R teny an-dalambe t@’iny fotoana iny fa hipoka,nefa tary @
    Sarkolito zara raha nisy.Ka io no mahamay azy hiroso @ fifidianana lava ao Dago ao koa fa la frantsa aza vitany ny
    afera koa maika fa izay Gasy kely voavidy lava @ vafitovety toa ireto mambareraka tsy velok’omana ireto???

  33. Tsy ny vazha ihany ry Njara fa ireto karana ireto no tena mpanaliaka ny gasy atramin’izay â ! Ireto sinoa « vao tonga » ireto koa !

  34. Mbola hoa avy ny anjaran’ireo fa aza taitra e! tsara ianao nanavaka ireto Sinoa vao tonga
    satria ireo Sinoa taloha teo dia tsy ratsy loha fa miasa mafy fa tsy kamo velona toa
    ireto karana no sady manaliaka, mangoron-karena fotsiny.

  35. Efa impiry moa i Valo no miseho ho entitra fa dia fampanantenana poak’aty daholo ireny. Izany ilay hoe fampandriana adrisa. Dia mampahonena fa dia mino tokoa ireto badolahy sa badovavin’ny Magro. Tsy mahagaga moa izany satria ilay hoe « minoa fotsiny ihany » dia tena latsa-paka ao an-tsain-dry zareo, ka na asain-dRavalo mihinana ny tsy fihionana aza dia iny fa roboka tokoa. Aza manody tokoa ny comme ça hoy ny fitenenana. Ny an-dRavalo moa izay teneniny dia toy ny vovon’amboa ihany, ka tsy hery fa tahotra. Efa fantany manko fa ny fodiany eto gasikara dia midika fa hidtra eny Tsiafahy izy.

  36. LE PATRON DE LA MAISON DE DISQUE DE DG perd le TRIPLE A !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    HIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHIHI !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  37. Nahafinaritra ny nahita omaly ireo mpitandro ny filaminana nanao fanazaran-tena hisamborana ireo miditra tsy mahazo alalana ato an-tanindrazana, na ireo tonga tsy nantsoina nasesiky ny razana, mitolo-batana satria nahavita heloka be vava. Tena tsara ilay fanazaran-tena, ka ny irariana dia ny hoe mba ho tonga tokoa anie i Valo, ka ampiaharina aminy mivantana ilay fanazaran-tena. Ny tena fanirian’ny vahoaka aza dia hoe tokony alefa mivantana amin’ny fahitalavitra izany fisamborana an’i Valo izany. Ho faly ny rehetra satria ho voasambotra ilay mpanakorontana gaigy lahy.

  38. RABEDenise

    VOUS SOUTENEZ ET OBÉISSEZ UN PAYS EN ÉCRASANT VOS COMPATRIOTES !
    MON DIEU, CELA NE VOUS PORTERA DE BONHEUR !

  39. HITA MIVANDRAVANDRA IZAO FA SAHIRANTSAINA IREO FOZA GOAVANA ETO MADAGASIKARA
    MIVANDRAVANDRA IZAO FA MALEMY NY MILAZA FA MPITONDRA FOZA.MATAHOTRA FATRATRA NY FODIN-DADA.AIZA NO MISY IZANY HOE AVION EFA ENY AMPANIDINANA DIRECTION VERS IVATO NO NILAZANA FA MIHIDY TAMPOKA NY AEROPORT FA ANY MORONDAVA NO TOKONY HIPETRAKA IANAREO.
    MITOVY NY ZANAKO MANAO TANTARA @ VATO KARANGANA IZANY;NY TENA MAMPIHOMEHY DIA NY HOE
    FILANKEVITRY NY MINISITRA NO NANAOVANA IZANY .NEFA NY MINISITRA SASANY REHETRA ARY TENY IVATO DAHOLO.
    HENATRA HOAN’NY FIRENENA IRENY ANDROANY IRENY SATRIA MAHITA IRENY OLONA AMAN’ALINA IRENY DAHOLO IZAO TONTOLO IZAO.FAMPITANDREMANA NY FRANTSAY IZAY AO AMBADIKA KOA IRENY
    WE NY OLONA NOKARAMAINY FAIBLE.
    RAHA IZAHO NY MPITONDRA AO AMBOTSIROHITRA MANAO FIALAN’NY JIOSY SATRIA AMIKO DE MIBARIBARY FA TSY ASIAN’NY VAHOAKA VIDINY INTSONY IANAREO.RAHA IRENY OLONA ANDROANY
    IRENY NO JERENA FA DIA BETISE FOTSINY NO ATAO AO.

  40. NY AHY NY FANONTANIANA APETRAKO HOAN’NY OLONA MILELAKA TGV DE ITY HOE IZA AMINAREO IREO NO LASA MILIARDERA NA MILIONERA TATO ANATIN’NY 3 TAONA IZAY
    TGV AMIKO DIA DIA TOKONY ADJOINT AN’I PEDRO ENY ANDRALANITRA
    VARY MORA/TRANO MORA/ZOMA FANAMPIANA/
    NY TSY TSAPATSIKA TGVISTA DIA ITY :
    ILAY RANTSANTANANA 2 :
    MILAHATRA AMIN’NY 2ORA MARAINA
    IN 2 SISA MIHIHINA IALAHY ISANY
    2X NY VIDINY RAHA MISY IVIDIANANA
    2X NY ATAO TSY AN’ASA FA MANJARY TIA MANOHITRA
    ARY REHEFA TSY MAHITA DE ALEFA HOAN’IALAHY ISANY HOY IZY NY FIFORETAN’
    NY ANKIHIBE EO ANELANELAN’IREO RANTSANA ROA IREO FA IZAY NO SAHAZA ANAREO
    JEREO ANGE NY VOLAN’JIRO E NILAZA IZY T@KABARY NATAONY
    FA HIAKATRA NY VIDINY OHATRA IRAY INY ;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *