Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Ho tonga aho tsy hitondra korontana fa hitondra filaminana, hoy ny filoha Ravalomanana
  2. Fiverenan’ny filoha Ravalomanana : hitondra filaminana, hiverenan’ny fankatoavana…
  3. Hiverina any Madagasikara hitondra fandriam-pahalemana aho, hitady vahaolana fa tsy hitondra korontana, hitondra izay fomba rehetra hampandrosoana an’I Madagasikara aho hoy I Dada.
  4. Guy Maxime : « tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena raha tsy tonga Ravalomanana, any amin’i Dada ny lakile »
  5. Herin’andro hitondra inona?

11 Comments

  • jojo dit :

    source express mada : Joint par l’AFP à Johannesburg hier, le porte-parole de Marc Ravalomanana, Patrick Gearing, a contredit l’ancien Président en affirmant que ce dernier ne va pas revenir samedi. « Samedi… C’était le plan initial. (…) Samedi est prématuré (…) Il y a encore un certain nombre de choses à régler. C’est pourquoi, je n’ai encore rien annoncé formellement. Mais nous envisageons de le mettre dans l’avion la semaine prochaine (…) Il semble probable qu’il sera de retour la semaine prochaine », a-t-il confié.

  • tody dit :

    tsy maintsy miantso antsika Magro i dada raha tsy ho avy indray izy tsy hamitaka sady vavana lehilahy lehibe ny azy.

    Ny HAT tsy mahalala izany hoe: hitondra filaminanana fa ny hisambotra ihany no ao andohany fa mahmahana ny ratsy natao rehetra manko.

  • ranavalona dit :

    Anadahin-drenin’ialahy mantsy io ka sambory ary ho hita e!
    Sambory aloha ny dadan’ialahy vao misambotra ny dadanay.

  • vahoaka dit :

    aleonay tsy azo mandrakizay izany fankatoavana izany toy izay ravalonandra ravalomangana no hiverina eto indray! mpamono vahoaka sy mpangalatra mantsy izy!!!

  • beloha dit :

    ialahy indray vahoaka foza tsy maintsy mihinana,azo?
    mikitia anazy eo fa ny voan-dalana tsy ialana vola an….ny an`ialahy basy mora lany bala….
    amin`ny sabotsy ny fotoana rah hiaraka aminay eee

  • rabekoto dit :

    io resaka afp io efa lany andro tamy 11 io dia mbola avoakany indray izao dia faly ery gazety milelaka ny foza mamoaka efa lany andro

  • HoAiza dit :

    lasa ambony ny ambany noho ireto MPANONGAM-PANJAKANA
    Tsy hit’ê: fa zany tokoa moa no mahaizy (personnalité) azy
    ny rayamandreninareo Andry Rajoelina SANKALITE,
    novokarin’i dadabenareo Français

    kinefa, hoy ny « indro kelin’ny mpandrafitra »:
    - Olon’iray TSY VAHOAKA
    - gasy ve reo fa toa Frantay-taratasy, andezin’ito farany.
    Raha izany dia ity no sahaza azy : « valala maro tsy vakin’AMBOA »
    sa ahoana ry Ambanilanitra?

    O dôsy ê
    ho very sôsy oa
    ireto Denise/Rabe/Vahoaka Tanora lalaovin’i Rossy

    aiza re izany, kajy tsotra be: ISA IRAY ve nde mba HOAIZA

  • HoAiza dit :

    à jojo:
    - zozo arrivera coûte que coûte
    - sans aucun port ni masque ni drapeau blanc

    Par contre, faites en sorte que Risara Baomba – A. Ramaroson – jetent leurs JOUXJOUX&fétiches qui pètent du lacry parfois du sang estimant ainsi réduire au silence le peuple épris de liberté justice
    Demandez à genoux aux leaders du mouvement orange d’abdiquer,
    RENDEZ LA COURONNE là où ça va droit

  • Dénise dit :

    Efa vonona dia vonona tokoa moa ny mpitandro ny filaminana malagasy amin’ny fanatanterahana ilay didim-pitsarana mampisambotra an’ingahy Marc Ravalo, raha vao mitetateta hiditra eto Gasikara izy. Ho samborina izy ary ho gadraina, tsy hoe eny Antanimora fa eny Tsiafahy. Ny maro aza dia mangataka hoe tsara raha mba entina eny amin’ny kianjan’ny 13 mai izy, ka samy mba mamely daka kely azy daholo ny tsirairay. Raha izao Dénise dia tehamaina mirefodrefotra no alefako eny amin’ny vavan-dRavalo Marc.
    Avy eo moa dia alefa sy hidina eny Tsiafahy izy satria be loatra ny heloka vitany teto amin’ny firenena, ary efa mihoson-drà loatra ny tanany noho ireo vono olona nataony.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Gadrao izy raha sahy ianareo ry mpams mianakavy va vahoaka 200 000 no hanarak’azy any, dia ho hita eo !
    Ny efa fantatr’izao, dia efa mangery rano ny foza rehetra, fa tsy ventiny intsony !
    Aza fady aminareo ry MyDago, raha misy voambolana manaitra ny mpamaky ; ny fanaovan’ireto foza tsinontsinona an’ny vahoaka malagasy dia raisiko toy ny ompa izay ratsy indrindra, ataony ho azy ireo !! !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Gadrao izy raha sahy ianareo ry mpams mianakavy va vahoaka 200 000 no hanarak’azy any, dia ho hita eo !
    Ny efa fantatr’izao, dia efa mangery rano ny foza rehetra, fa tsy ventiny intsony !
    Aza fady aminareo ry MyDago, raha misy voambolana manaitra ny mpamaky ; ny fanaovan’ireto foza tsinontsinona an’ny vahoaka malagasy dia raisiko toy ny ompa izay ratsy indrindra, ataony ho azy ireo !! !
    An-tenda ny ain’ny foza, fa vonovorona sisa ny an’ilay tay-taim-baombina ! Tsy ho lasa lavitra ianareo foza fa efa voasoratra ao anatin’ny BOKY MAINTIN’NY TANTARA MALAGASY DAHOLO NY ANARANAREO REHETRA !!!
    FOZA TSY FAKA TARANAKA !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site