La communauté internationale COLLABORE activement avec ce régime putschiste…

404205_320373798007301_100001040507501_993030_569539159_n
                                                      COMMUNIQUE
———–
Devant l’arrogance d’ Andry Rajoelina (et ses acolytes) qui n’hésite pas à fouler aux pieds une Feuille de Route qu’il a signée lui-même, en sortant à la dernière minute un NOTAM pour empêcher Ravalomanana de rentrer comme prévu ce Samedi 21 Janvier 2012, et le suprême mépris qu’il affiche pour le peuple malgache ;

Face aux valses hésitations de la Communauté internationale à intervenir d’une façon efficace comme elle le fait, ou a fait ailleurs ; Lybie, Afghanistan, Irak, Côte-d’Ivoire, et partout en Afrique ;

Nous sommes convaincus que la communauté internationale COLLABORE activement avec ce régime putschiste derrière les rideaux, pour préparer les intérêts de ses membres influents siégeant au sein le Conseil de Sécurité, au mépris d’une population de 20 millions d’habitants au bord de l’inanition ; et n’utilisant le mot « démocratie » que lorsqu’elle décide d’intervenir.

Face à cette indifférence devant la situation d’une population en danger, nous appelons le Peuple malgache :
à ne plus croire qu’en lui-même ; et tout faire pour libérer les prisonniers politiques, la levée de la suspension des médias ainsi que le retour de Ravalomanana ;

  • à se donner la main pour arracher des mains du putschiste, sa liberté, son choix et sa dignité ;
  • à dénoncer par tous les moyens tout acte, toute collaboration des putschistes avec l’étranger, ou avec les nationaux acquis à leur cause, à tous les niveaux et sur tout le territoire ;
  • à réclamer la suppression du CT et du CST dont les membres ne représentent ni sa voix, ni son choix, ni ses intérêts ;
  • à réclamer le retour des militaires dans leurs casernes, et la suppression des mercenaires au sein de l’armée ;
  • à réclamer la réduction des partis politiques en  deux ailes ; démocrate et républicain, avant les élections pour assurer la transparence et éviter les partis sangsues (plus de 300 actuellement). Ce sont ces partis qui se disent politiques qui abritent les mercenaires de tout genre.

 

22 pensées sur “La communauté internationale COLLABORE activement avec ce régime putschiste…”

  1. Mbola miandry kely ve???mbola tsy mivoaka mantsy,sady tsy hasian’i kintana
    soratra ilay izy dia mampanaintaina be ny miandry azy,toa inona foana?????
    ato efa tsy hianjeran-tanan-tsotro anie e!!sady hitanao fa vao omaly no nisy zava-dehibe toy ireny dia mba
    tsindrin-daona ihany ny tena ahalala vao2.

  2. Tsy mandeha ilay izy fa ilay déclaration nataon’i Beriky tamin’ny RFI no saika napetrako.
    Efa samy nahita sy nihaino daholo angamba !

    Fanontaniana ( indrindra ho an’i Josefa ) ??

    MBOLA AZO ANTOKA VE IO RANGAHA IO RAHA NY ZAVATRA NOLAZAINY NO DINIHINA TSARA ????

    SOLUTION « CONSENSUELLE » INONA NO TADIAVINA, MBA HIVERENAN’NY PRESIDENT RAVALOMANANA ??

    MARIHINA ETOANA FA NY NAHATONGAVANY EO AMIN’NY TOERANA IZAY MISY AZY AMIN’IZAO FOTOANA IZAO, DIA AO ANATIN’NY NY FAMPIARANA NY TONDROZOTRA !!
    NY FIVERENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA DIA « SANS CONDITIONS », VOASORATRA MAINTY EO AMBONIN’NY FOTSY ( TSY RESAKA VOLON-KODITRA ), AO ANATIN’ILAY FDR.

    REHEFA TSY TIANAO HO TANTERAHINA NY FAMPIARANA NY FDR R’INGAHY BERIZIKY, DIA MAHAIZA MANAJA TENA, FA AZA DIA BE RESAKA ETSY SY EROA, FA HO VOASORATRA AO ANATIN’NY BOKY MAINTIN’NY TANTARA MALAGASY KOA NY ANARANAO !!!

    AMIN’NY FOMBA AHOANA NO HINOANAY FA TSY NAHAFANTATRA NY FISIAN’INY HOE NOTAM INY IANAO ? SA IANAO DIA TENA MPAMAFA NY VODIN’I RAJOELINA DIT DOMELINA NY TENA ASANAO AO ?
    NA IANAO MPIRAY TSIKOMBAKOMBA, NA IANAO DIA VENDRANA NOHO NY VENDRANA, KA TSY TOKONY HO EO AMIN’NY TOERANAO IO !!!

    MANANA ZO IZAHAY HILAZA NY AO AM-PONAY SATRIA NY HOAVIN’NY TANINDRAZANAY SY NY TARANAKAY NO TOA LALAOVINAO AO KOA !!!

  3. Mazana sy mampitaintaina ve ny miandry vaovao ? Io re ny tiako navaoka ê ! Afaka mamaly ny fanontaniako koa ianao !!

  4. Efa nahazo izy kah! efa nambarako teto fa : io PM io no ho tratra farany eo .
    Ka azy ny azy ,rehefa hianjera aminy daholo ve ny riatra tsy ho taitra izy???
    mbola tsy ampy azy angaha fa mbola tokony hampiana porofo inona indray fa Saribakoly izy ary MPIKOPA-DALITR’i
    domelina ?????efa ampy kosa angamba izay fa efa tokony hametra-pialana izy rehefa tsy mamely kah!midongy sehatra
    fotsiny nefa sady tsy hiira no tsy hanao tsianjery,akoho tsy naneno ohatra an’izay lasan’iKARY, aleo haverina pasoana ny
    daomy.

  5. Pour moi la communauté internationale et ONU orchestrent tout sous la commande de Pays occidentaux entre autre la France pour notre pays. A titre de reflexion:
    – pourquoi dans tous les pays d’afrique ou il y a la chute du régime, on parle toujours de feuille de route (Tunisie, Egypte et Lybie)?
    – pourquoi qu’on parle toujours de conseil de transition dans ces pays y compris Mcar?
    – Pourquoi qu’on désigne n’importe qui comme président sans être élu ?
    La liste est longue sur le pourquoi mais ….
    La communauté internationale et l’ONU ne sont pas du côté du peuple. Leur financement viennent de pays puissants, donc ils sont à la merci de ces derniers.

  6. C’est pour cette raison qu’un nouveau parti est sur le point de mettre leur projet mûrement réfléchi en route. leur but serait de couper court à toute discussion avec la ci et d’agir sur place.

  7. Solo Razafy, je ne partage pas votre avis. On a vaincu l’ennemi en 1991, en 2002 certes avec des pertes humaines mais en évitant la guerre civile.Il faut se rappeller que la dictature a disparu du continent sud-américain depuis les années 90 en même temps que le marxisme-leninisme en europe de l’est.
    Par ailleurs, DE Klerk a libéré Mandela en Afrique du sud.Le vent du changement a commencé à souffler sans nier qu’il reste beaucoup à faire.Néanmoins, on est sur la bonne voie car les grandes puissances ont intérêt à faire développer l’hémisphère sud afin que ces derniers puissent consommer leurs produits.Avant on parlait des dragons asiatiques, des pays pétroliers, des paradis fiscaux, maintenant du BRICS, bientôt des princesses mascareignes ( Ile Maurice,les îles seychelles) pourquoi pas Mada avec tout ce qu’on a comme richesse souterraine. Il faut savoir qu’on est un peu à la traîne à cause du françafrique.

  8. Iny représentant ny Union Européenne tonga teny Iavoloha t@ ity herinandro ity (sary TVM)iny mihitsy no tsy tiako, na dia tsy midika inona loatra aza****.

    Izao anefa, nadefa NOTAM ny HAT, satria izay sisa no azony natao hanakanana an-dRavalomanana ho avy eto Madagasikara (sy ny firodanany tampoka?). Iny NOTAm iny no tena hala-baraka sy sakana ny reconnaissance internationale ; sakana ny ahazoana vola avy @ mpamatsy no tena tiako resahina eto fa tsy ny mandray tanana vahiny sy maka sary, ary ny fipetrahana @ seza fotsy any @ ONU taaon-dRajoelina akory.

    Tsy azon’ny HAT an-tsaina akory fa na tsy tonga Ravalomanana, ny mpomba azy ange tsy hary nomena « 13 Mai », kanefa dia « RALLIEMENT STYLE 13 MAI » vita ho azy ireny.Sady fampisehoana hery mazava ireny (démonstration de force), fifanakalozan-kevitra samy mpitolona eo ampiadrasana an-dRavalo (adiny telo mahery ny olona avy @ faritra niandry teny, tonga taloha be).

    La HAT n’a jamais pensé que Ravalomanana oserait prendre cet avion, et en le prenant, ce dernier A POUSSE LA HAT A LA FAUTE AUX YEUX DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE.Quel stratège ce Ravalo! Quel courage!

    @ manaraka indray mifankahita e!

    ****Ahmadinejad dia maka fitenenana any @ ONU, tsy misy mandà ny maha prézida ny Iran azy, nefa ny sanctions économiques mandeha ihany. Iran aza mbola miara miasa @ firenena maro silamo, fa isika dia tavela tanteraka.

  9. Efa natao daholo ny ramatahora fa tsy nampiontsona na ny olona na i Dada
    fa vao maika azy NIRONGATRA ny olona i dada nanao ny di-dohany sady vao
    maika koa nampian’i dada tsindry aloka fa Delegasiônina Matanjakin’i ANC no miaraka amiko ka tsy ZAKAN’i
    lohakelin’i domelina mihintsy ilay izy dia nanaonao foana ny anao lahy,efa nanara-pe mihintsy aza izay ilay
    zavatra.Na ny fampiorooron’i zanakisoa aza angaha moramora ?????tena mpams mihintsy an!! tsy tahotra
    tsy henatra!

  10. O ry zanak’i dada a! izao mitranga izao anie dia valin’ny fanjakazakan-dRavalo fony izy nitondra e! Nilaza azy tsy ho tratry ny aloka loatra ny lehilahy kinanjo sendra ny mahay azy izy ankehitriny. Moa va tsy ny toy ireny no nataony an’ingahy Pierrot Rajaonarivelo fahiny? Nampijaly loatra ny malagasy i Valo. Nanevateva izy rehefa niteny. Nogadrainy tsy nisy hatakandro izay mba nanohitra, nogadrainy izay mitady hanangana entreprise ka mety ho lasa concurrent ‘ny Tiko. Nobodoiny ny tanin’olona, toy ireny tany Alaotra sy tany Antsiraba. Nampifangaroiny ny antokom-pinoana misy azy sy ny fanjakana, ka lasa religion d’Etat ny FJKM. Noroahiny ny missonnaire katolika, toa an-dry Père Urfer, nakatony ny Karajia fandaharana tao amin’ny Radio Don Bosco. Noheveriny fa dia ho voavidin’ny volany ny malagasy an! Soa fa teo i Andry Rajoelina, mbola tanora nefa tena mahavita azy! Iza tokoa moa no nanampo hoe ho tafahongana teo i Valo? Kanefa vitan’i Andry izany. Nanao vava i Valo tamin’izany hoe: »Jereo tsara aloha ny herinao alohany hifanandrina amiko ». Guy Rivo koa moa dia nanao vava toy izany: « Raha ny sandry l’ty ho izy samy manana a »! Ka tsapan’i Valo sy Guy Rivo tsara izao ny herin’ilay boay kely. Boay kely fa mahavita azy ary miaiky azy izao tontolo izao ankehitriny.

  11. Kintana, Ranavalona,

    Nodakan’i RAMINO Paul ambava-fo i Denise ka manala ny hasosorany eto fa aza taitra ianreo !

  12. Ary mba nankaiza ireo delegasiona niaraka t@ dada fa i dada anie tsy mety mody e!
    Tana hono no nifanarahana dia MIDONGY izy tsy mety miala ao.Hataoko fa efa ampy
    kosa ny fanehoan’i dada ny fitiavany ny Tanindrazany koa antsika sisa miheritreritra.
    Avelao ny alika hinanaka fa voa mafy t@ far’hatony izy,voan’i daka tsy hitamason’i dada,tena nandraingiraingy.

    Olona mba nasondrotry ny VODINY ireny Baby ka miharihary eny ihany ny paka hafenina a!!!ny ela hono maharay roa.
    Mievaeva toy ny kapa hoentin-driaka ,tsy ambony tsy ambany fa miazoazo,dia ireny no alehany.
    Efa tenenina anie ianareo fa manaova ohatra ahy e!

    Kintana!!!sempotra angaha dahy???ianao anie miady @ adala e!! mody idio fanina ,hataovy toy ny tsy misy.
    Nihomehy kely koa aho @ ilay dada midongy ,ohatry ny zazakely.

  13. Adinon’i Denise fa TOKONY ho nodakany ambava-fo koa ilay mopera pd atao hoe Toutou pedro iny !

    Tsy misy tsiny mihitsy ireo lazaina fa nataon’i Dadanay ireo !

  14. HOAN’I DENISE,DEJA ILAY ANARANAO DIA EFA MAMPIHOMEHY?HITA HOE ILAY ANARAN’OLONA EFA MATY T@ 1947 LE,EFA NOTENGENAN’I ANDRY TGV KOA ANGAMBA IANAO SA NY ZANAKAO VAVY KA DIA TENA MATY @ ITY DJ,ANY @ BOITE DE NUIT INDRA TSARALALANA no mety @ IO FILOHANAREO IO FA DISO TOERANA IZY,jE L’EMBAUCHE S’IL VEUT

  15. NORMAL VE IO RANAVALONA IO SA MARARY SAINA ,SAO? DIA ANY @ MPANORATRA SY MPANAO BOKY NO TOKONY HISY ANAO?TENA KOZY EH,MANDINIHA TENA ANIE IANAO EH

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *