6 pensées sur “Magro an-tsary, 10 Janv 12”

  1. Fa narian’i Dada aiza ho aho ny lakile ? f’angaha tsy any amin’i Dada ny lakile no dia manidy antrano irery any Afrika Atsimo any sa ny vahoaka no efa reraka ka tsy miteny intsony hoe : Any amin’i Dada ny lakile ? Mba ento amin’izay moa ry Dada ny lakile fa tena mihasempotra ny vahoaka voahidy antrano atia Madagasikara eh. Haingana moa eh.

  2. tokony mba mitombo isa kosa amin izay ny ola mankany aminy magro
    otrany mapalahelo kely mijery ireo sary , ngambany ireo olona 20
    faha nga dia kely die kely ,o matsapa ny crise ity sa ny vaoko dia TGv daholy
    tsy mba azoko mihintsy ny zavatra mitranga eto amin’ny maadagasicara ity

  3. Tsara marihina fa ny SADC,Libye, Inde, Suisse, Norvège dia tsy nandefa solontena tany amin’ny cérémonie nokarakarain’i TGV.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *