Voaporofo fa mbola tian’ny vahoaka RAVALO!

Sam 21 janv 12 (18)

Voaporofo eran-tany indray androany fa i Andry Nirina Rajoelina tenany, miaraka amin’i Rolly Mercia no sakana tsy hivoahanan’ny Gasy amin’ny krizy.Voahitsakitsaka an-tapon-dohany ny tondrozotra niaraha-nanao.Tsy manaja hatrany ny sonia nataony ity « zandrikely » ity.

Tahotra mafy an-dRavalomanana no dikan’ireo sakana « notam » nataon’ny FAT ireny.

Narangarangan’ny FAT tamin’ny alalan’ny Richard Baomba fa mbola manankery ny Mandat d’arret ny filoha.Nahagaga ny mpanara-baovao indray anefa fa nivadika fandrarana .Tsy mendrika hitantanana firenena ny olona mpivadibadi-dela, tsy manaja ny sonia nataony toy izany.

Tamin’ny valan-dresaka nataon’ireo mpitarika ny ankolafy Ravalomanana dia nanambara fa « hiato » tsy handray anjara amin’ny filankevitry ny ministra sy ny governemanta, tsy hamonjy ny fivoriana tsy ara-potoana ny CST sy CT izy ireo.

Henoy ity ny hafatry ny filoha : Kabary


NOTAM ORDONNANT LA FERMETURE DE TOUS LES AERODROMES DE MADAGASCAR SUIVANT L’ORDRE DU PHAT** (**PRESIDENT DE LA HAUTE AUTORITE DE LA TRANSITION: ANDRY RAJOELINA) –
– NOTAM ORDERING THE CLOSURE OF ALL MADAGASCAR AERODROMES AFTER PHAT’S** INSTRUCTION (**PRESIDENT OF THE HIGH TRANSITIONAL AUTHORITY: ANDRY RAJOELINA) –

A0078/12 — Mahajanga Ph. Tsiranana – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Mahajanga Ph. Tsiranana – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0078/12NOTAMN
Q)FMMM/QFALC/IV/NBO/A/000/999/1540S/04621E/002
A)FMNM B)2012-01-21 10:00:00C)2012-01-21 14:00:00
E)PHAT INSTRUCTION – AERODROME CLOSED

A0075/12 — Tolagnaro – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Tolagnaro – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0075/12NOTAMN
Q)FMMM/QFALC/IV/NBO/A/000/999/2502S/04657E/002
A)FMSD B)2012-01-21 10:00:00C)2012-01-21 14:00:00
E)PHAT INSTRUCTION – AERODROME CLOSED

A0074/12 — Toliary – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Toliary – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0074/12NOTAMN
Q)FMMM/QFALC/IV/NBO/A/000/999/2323S/04343E/002
A)FMST B)2012-01-21 10:00:00C)2012-01-21 14:00:00
E)PHAT INSTRUCTION – AERODROME CLOSED

A0073/12 — Toamasina – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Toamasina – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0073/12NOTAMN
Q)FMMM/QFALC/IV/NBO/A/000/999/1806S/04923E/002
A)FMMT B)2012-01-21 10:00:00C)2012-01-21 14:00:00
E)PHAT INSTRUCTION – AERODROME CLOSED

A0072/12 — Antananarivo/Ivato – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Antananarivo/Ivato – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0072/12NOTAMN
Q)FMMM/QFALC/IV/NBO/A/000/999/1847S/04728E/002
A)FMMI B)2012-01-21 10:00:00C)2012-01-21 14:00:00
E)PHAT INSTRUCTION – AERODROME CLOSED

A0071/12 — Mahajanga Ph. Tsiranana – Madagascar

samedi 21 janvier 2012, 03:00:00
Mahajanga Ph. Tsiranana – Madagascar
Du 21 janvier 2012
FMMMYNYX
A0071/12NOTAMC A0065/12
Q)FMMM/QMTAK///A/000/999/1540S/04621E/002
A)FMNM B)2012-01-21 08:30:00 C)
E)RWY 14/32 AVAILABLE ON ITS ALL LENGTH

68 pensées sur “Voaporofo fa mbola tian’ny vahoaka RAVALO!”

  1. NY NOTAM dia natao hoan ireo vahoaka marobe Hitsena an I pdt Ravalomanana ,ka raha demokraty tokoa ireo Mpitondra tarihin i Rajoelina dia tokony mahatsapa ny zava takian ireo vahoaka ireo .
    ary izany teny izany koa dia miantefa @ ireo diplomaty indrindra fa FRançais izay nampikaraman an Drajoelina sy ny miaramilany .
    Mafana ny fo ny vahoaka ,Ka aoka ireo mpitondra hahay hitarika dian ny mafana ny VY mba tsy ampifanipaka ny mpitolona.
    Aza hampitarozhana intsony ity krizy ity .

  2. j’imagine le souci de PRM Ra8,c’est sûr qu’il est toujours apprécié des malagasy mais si on se met à sa place, que doit-il penser d’avoir déçu tant de gens venus se déplacer pour l’accueillir ?
    pouvons-nous le rassurer que quand on aime on est patient et que l’essentiel c’est avant tout sa sécurité.
    Et qu’ il n’a pas à s’en inquiéter !!!

  3. Et dire que ce pauv’con de tgv etait reçu par un autre pôv’con à l’élysée !!!!c’est le pompon !!!! vivement l’après sarko !!!! en France il est déja le président du passé !!! tgv ne devrait plus tarder à le suivre !!!!

  4. Mba hanao vazivazy aho an !

    Iza angaha no naka sary an’i Me Razafimanantsoa fa tena tsy milay mihitsy : tena malahelo be aho !
    Ny sarin’i Charline ao foana an ?!!

    Vazivazy oa !
    ,
    Fa on ne peut pas dire que le PM et la Mouvance Zafy n’ont pas honoré la venue du PRM Ravalomanana.
    Conclusion ???!

    Il y a eu des cameras à n’en plus compter. Le Domelina doit en etre jaloux !!! 😉

    Quoiqu’il en soit merci pour beau reportage photo MyDago !!! C’est super !!!
    Dada ô !
    Mbola ho avy ny maraina e ! Miaraka aminao hatrany ny vahoaka malagasy « misaina »!!!

  5. Raha tena tia andravalonareo ny akamarony reo olona, maninona no nanaiky fotsiny nody @izao fa tsy revolte teo ivato,ita fa olona curieux ny akamarony sady tsy misy atao dia zara aza mahazo vola omeny ny ravalomananiste mba hanatevina daharana,namany namako nahazo 25000 ariary tany @magro omaly atao frais sy sakafo itsenaina andravalo androany.Olona marobe no nahazo vola ary misy ireo mpiasany taloha.

  6. Misaotra @ sary!
    Dia mitory hatrany ny fanjanahany frantsay any Madagasikara,ny zava-niseho anio.
    – Tsy hitany firenena afa ve ny mety tanjakiny fanoherana avy amintsika malagasy, ankoatry ny fanantenana sy vavaka, dia tsy nitonona mivantana hanampy antsika ny olon-kafa sa?????
    – Ndao atao hoe, fitsapana ny anio,(test),mba hamaritana marina ny ratsy mety ho vitan’ny frantsay sy ny gasy voavidiny ka fitsinjovana ny aim-bahoaka marobe sy ny fiainan’ny filoha M.Ravalomanana, no tsy nisiany fanoherana ny hat sy ny forongony.
    – Fa, hanatra ho antsika koa ny niseho anio:mba hikarokaroka paika sy fomba fiasa afa aingana, manokatra fijery afa ankoatry ny fomba frantsay nagenjana ny sainy malagasy ho malemy paika lalandava izao.
    Efa ho roan-jato taona mahery ny Philippines no nozanahany espagnol fa nasahy niova sy nitraotra raha nisy firenena afa nanampy.
    Ouzbekistan, nozanahany russe fa nahazo fahaleovan-tena dia nosokafany mpitondra @ tany matanjaka afa ny firenena dia nisoka-tsaina mora ho azy ny tanora hanondrotra ny taniny.
    Ohatra kely, hitako maso ireo mba hitaritan antsika hanafaka ny tapi-maso nandombona ny fijery sy fomba fiasantsika hatr@ fanjanahana ka hatrizao.
    Hararaotiny frantsay hatrizao io lesoka mbola mivandravandra amintsika io, dia toy ny hoe matanjaka be ery ry zareo!.
    Antsika izany no miroso @ fiovana aingana afahantsika hiraha-miasa marina @ filoha M.Ravalomanana, any tokana tsy misaina toy ny frantsay.

  7. Njara! jereo fa azo tsara tena milay be izy ao @ Vatofototra. com @ TVplus.
    video, ao anaty fiara izy tena manja be,taraiky be i Dahy! sary androany io an!
    izy teny Ivato.

  8. Njara! jereo fa azo tsara tena milay be izy ao @ Vatofototra. com @ TVplus.
    video, ao anaty fiara izy tena manja be,taraiky be i Dahy! sary androany io an!
    izy teny Ivato.

    Tena resin’i Bemafohy indray aho fa lehilahy daholo indray ireto @’ilay sary,resy indray izahy vehivavy e!!
    hay misy hilana anareo lehilahy ihany kah!@ vanin’-ndro toy izao,rehefa ho mafy ny ady io!!!!hi!hi!hi!

    Mahavelom-bolo ny toy izao,tena mety be ilay nakana ilay sary mbola tsy hita akory aza ny farany fa tsy nisy
    fiafarany ilay izy.

  9. Njara! jereo fa azo tsara tena milay be izy ao @ Vatofototra. com @ TVplus.
    video, ao anaty fiara izy tena manja be,taraiky be i Dahy! sary androany io an!
    izy teny Ivato.

    Tena resin’i Bemafohy indray aho fa lehilahy daholo indray ireto @’ilay sary,resy indray izahy vehivavy e!!
    hay misy hilana anareo lehilahy ihany kah!@ vanin’-ndro toy izao,rehefa ho mafy ny ady io!!!!hi!hi!hi!

    Mahavelom-bolo ny toy izao,tena mety be ilay nakana ilay sary mbola tsy hita akory aza ny farany fa tsy nisy
    fiafarany ilay izy.

    Elas !k’io no hinanany !bizzina ny azy fa aza omena tsiny ,raha tsy manao iazo izy tsy mihinana!! manaova oah
    ohatra ahy,torohevitra tsara sady mahaomby, »tsy jerena akory » dia sady tsy lany fotoana ianao no tsy mahazo » L ».

  10. Tena olona kely loha reto zanaky dada ireto,de sary tena izy ve reo olona ireo,nefa misy tomobila vezivezy eo @arabe ,mpanao sary na gazety mahay anio daholo.
    Ary esory ao@loha tia resaka frantsay lava ity ,rehefa misy tsy mety dia frantsay foana ny diso nefa gasy samy gasy no mitondra eto mada,tandremo tsara fa tsy misy dikany any frantsay ange tsika gasy e!raha tiany ravana tanteraka dia vitany zany ataony tsy misy miaramila na gouvernementa ary faty n’olona maro miantraika ao mada,matanjakabe sady gezabe ny miaramila ivoiriena fa vahorava daholo ,aiza ny americain sns…tao tsy saha miteny.Njerevo ny coup d’etat tao mauritanie sns…regleo entre gasy ny probleme gasy fa esory ny tany afa ,rehefa tena raikitra toko ny loha boto bazaha zay vao tonga saina eo.

  11. LEBOTO/RANAIVO : INCONu AU BATAILLON HI HI HI HI HI HI HI !!!!!!!

    RABE se CACHE devant la FOULE HA HA HA HA HA HA !!!!!!!!

  12. vous avez raison, aleo dinganina ireo ary tsy mila manao azafady akory fa tsy misy valeur, mandany lera marina.
    toy izao no ahafantarana azy, ny maso mivotirika na ny tongo-poza misabaka ary ny zavatra lazainy tsy misy mazana.
    Raha vao ireo dia aleho mihataka fa maimbo vava be.

  13. BRAVO BRAVO BRAVO Dada sy Mama a ! BRAVO BRAVO ny vahoaka malagasy !

    ADIOS ny reconnaissance n’i le Mpampandihy TaimbodianaGôkaVody.

    Any @ Dada ny laclé même après 3 longues Zané ry le Rabe gôka a !

    Raha vao mizesta eo ireo dia tsotra fotsiny : Lazaivo fa ho avy ianao Dada hampitsipatsipaka an’i le voan’ny Epilepisia io !

    Izay iany no ady eo dia maty ho azy ny Taranak’Andevo mpilanja vazà !

  14. Tsara be ny ataon’ny mpanao commentaires eto!

    A votre ennemi ,ne dites rien, à votre ami , dites du bien !!!!

  15. Izaho mila olom-baovao ho lany Filoha eo fa tsy mankatoa an’izy efa-dahy. Raha tsy misy izany olona izany dia andao hiraka hanomana ny 50 taona manaraka.

  16. Misaotra amin’ny Mydago amin’ny fakana ny porofo an-tsary !

    Na tsy tafaverina omaly aza ny Filoha Ravalomanana noho ny hetraketrak’i Tgv dia nivandravandra amin’izao tontolo izao ny fitiavan’ny Malagasy azy.

    Ny vahoaka tonga omaly dia mbola betsaka noho ny tamin’ny 19 febroary 2010, koa fampitandremana ireny fa sady mbola hiampy ireny olona ireny no mbola hihahentitra kokoa amin’ny fiarovana ny zony ny manaraka izao.

  17. Izahay malagasy taty atsimon’i Chine dia tsindrian-daona ery niandry ny fahatongavan’ny Filoha M. Ravalomanana. Efa ela izahay no anisan’ireo nankeny Ivato raha tany Dago. Indrisy anefa ! Na tsy navela hijadona tany Ivato aza ny Filoha, zavatra roa no tsikaritra :
    – Hendry ny malagasy mpomba ny Filoha. Hendry loatra aza. Asa, nisy iray ve t@ ireo olona ireo nanan-tsaina hikomy @ tsy rariny mihatra @ fahavononany hiaro ny heviny?
    – Mahamenatra ny ataon’ireto miaramila vokin’ny volam-panjakana ireto. Hita izao fa misy zaza amam-behivavy ka nahoana no mbola andefasana lacrymo ihany? Ny ranomason’ny malagasy tsy ahoanao mihoatra no ho ny fivaliany any aminao.
    – Tahotra sy henatra no mameno ny fon-dRajoelina sy ny mpombany. Efa impopulaires loatra. Indrisy fa sendran’izay lehilahy kely saina sy mpangalatra i Madagasikara !
    Sento tokana ihany ny ahy !

  18. izahay vahoaka maro an’isa tsy pour ny fahatongavan’i Ravalo koa ange mba teny e!!!! ka sao dia heverinareo fa olonareo daoul zahay ireo????

  19. Ie, tena marin’izany !! Teny Ivato marina ny vahoakan’ny PHAT-n’alika izay mitovy azy ; niafina tao ambadiky ny EMMOREG ! 40 sa 50 ianareo moa, sa 30 ?

  20. Face aux risques de troubles certains, générés par les partisans de Monsieur Marc RAVALOMANANA face à des éléments des Forces de l’ordre déterminés à maintenir l’ordre public dans les environs de l’aéroport international d’Ivato et consécutivement à la nécessité impérieuse d’exécuter un mandat de Justice ayant force exécutoire, il a été décidé de provisoirement fermer l’aéroport international d’Ivato et il a été indiqué à la Compagnie aérienne Air Link de, dans un premier temps, atterrir à l’aéroport international de Morondava pour non seulement permettre aux autorités de police judiciaire d’exécuter le mandat d’arrêt décerné contre Monsieur Marc RAVALOMANANA mais encore et surtout pour attendre à ce que la situation revienne à la normale aux environs de l’aéroport international d’Ivato, avant que l’aéronef et les passagers restants de Air Link puissent y atterrir en toute sécurité.

    En tout cas, les hauts responsables de Air Link ont été préalablement informés, par lettres officielles et à deux reprises, par les autorités malgaches que ces dernières sont déterminées à exécuter le mandat d’arrêt décerné à l’encontre de l’un des passagers, en l’occurrence Monsieur Marc RAVALOMANANA, et que cette opération pourrait ainsi mettre en danger tant leur aéronef que les passagers.

    De son propre chef, le Commandant de bord du vol Air Link SA 8252 de ce Samedi 21 Janvier 2012 a ainsi décidé de reprendre le cap sur Johannesburg.

    Arrivés à l’aéroport international de Johannesburg, tous les passagers ont débarqué sauf Monsieur Marc RAVALOMANANA qui a déclaré vouloir joindre, coûte que coûte, Madagascar.

    Comme les autorités malgaches ont déjà manifesté leur ferme volonté de laisser Monsieur Marc RAVALOMANANA rentrer sans conditions à Madagascar, selon les dispositions du Paragraphe 20 de la Feuille de route, tout comme elles restent également catégoriques quant à leur détermination d’exécuter le mandat d’arrêt décerné contre celui – ci, en application des termes du Paragraphe 45 de la même Feuille de route, les mêmes autorités malgaches souhaitent envoyer un avion spécial à Johannesburg pour ramener Monsieur Marc RAVALOMANANA à Madagascar afin qu’il soit présenté devant la Justice malgache.

    Les démarches afférentes vont ainsi immédiatement être entamées auprès du Gouvernement sud – africain.

  21. Mampime koa ‘ty vahoaka, aovina i joelakely no nahazo olona tahaka ireny sady tsy karamana

  22. Andry Nirina Rajoelina dit domelina sankalite, a eu la pire humiliation de sa vie !

    Domelina, leader de Troupes des Gangs de Voleurs !!
    Domelina PT ? Nullement Président de la Transition mais Péteux et Trouillard !!!!

  23. Merci Zoza,

    Bien sûr que « c’est une victoire » !
    Pas besoin d’armes ni quoi que ce soit, il suffit d’ user de son intelligence et ça marche ! BRAVO Monsieur le Président, GRAND Merci au peuple malagasy !
    Retour à la case départ pour DJ et le Nain : 3 ans de bliblabla pour RIEN !
    Hihihihihi !!!

  24. TE-HIVIDY NY LOHANY ve RY ANDRY RAJOELINA

    nefa

    MATAHOTRA NY MASONY an

    Tsisy ilàna azy tenisany,
    – kanosa mora tera-tay, any ankafa mangery na mifangery

    De inon no passe mpoza 3V manarak?

  25. Saika mba andef hira ho an’ny mpitolona fa toa tsy mety mivaoka. Tsy olana !

    MITOHY NY TOLONA ! Efa namaoka ny heviny koa i Louis MICHEL, ary hanohana lalan-dava ny TENA VAHOAKA MALAGASY !!!

  26. Zany no alehany rehefa VENDRANA e !
    Mitatatata fotsiny mba tsy te ho maimbo vava ry les BADO isany !
    (Au fait, Kintana, tsy disponible hono ilay vidéo nalefanao eo ambony)

  27. Tsapan’i Domelina tsara izao fa « au courant »izao tontolo izao !!

    Tsy sahy mampiasa basy intsony fa fanafody paralysant indray no ampiasaina dia hoe tsy mitifitra hono !

    Tsy maintsy atao izay tsy hanaovana Organistaion-ny Election Presidentielle :

    NA AMIN’NY FOMBA INONA NA INONA ary tsy azo atao ny hoe TSY HANDRAY ANJARA FOTSINY, fa ny TSY HANAOVANA AZY MIHITSY raha tsy eo Ny PRM Ravalomanana no ATAO !

    Tsy azo atao intsony ny mametraka fitokisana amin’i Jacob NZUMA,
    fa
    – TSY MAINTSY ny HETSIKA RODOBE ihany no tsy maintsy atao ka

    Mifanandrina amin’ny Zandary sy Polisy mihitsy.

    An-koatra izany ny Hetsika manoloana ny MasoIvoho frantsay dia tanjona sy atao Tabataba ho hita sy ho ren’izao Tontolo izao !

    Ny camera handefasana sary amin’ny Internet no mety indrindra !

    Ny manohy ny Tolona ihany e ! Raha tsy efa « tsy eo intsony » Domelina tsy mijanona isika.

    Gaga ihany aho tsy niakatra an’Ambohitsorohitra avy hatrany ny vahoaka, na nakeny amin’ny Masoivohon’ny « lany-mofo ».
    Malahelo ny andevony raha vao manenjika ny vazaha no atao resaka 😉

    Itony mpangery an-joro itony no tena fahavalo, fa ho avy ny azy ka !Maloton’ny vongany i Mkara.

  28. Tena mpihinana tay tondrahina pipi ry zareo TGViste tony:

    . ny ary (Andry Rajoelina) mamoaka notam tsy ankijanona sady mifanipaka hita fa olon tsy milamintsaina
    (domelin’ny pipi, @izay efa lasa asidra mbola môlimôliana ihany)

    . ny atsy (Rolly Mercia) mitsipaka ny fisian’izany, fa fisamborana hono no tanjon’ny hoFATy eo … any antanin’olona va?
    (ny bozaka fohan’io angaha dia ny kaka tsy levon’i Lapinou ihany. Toa mampino ny eritreritra ny santage hoe: dopingdop’IGNY ela Rolly, raha mbola te-hijanonana ho minisitra zany hoe hitohy ny revy-à-3V dia tsy maintsy manaiky mihinana ny ahy hoy i Donendrina)

    FOZA mpiTOURNE isany…

  29. Ry vahoaka Malagasy efa mazava izao fa i Radomelina sy Rolimercia ary ny jeneraly Ravalomanana Richard no fototra tsy ivoahan’ny malagasy @ izao krizy izao, satria raha ny tondrozotra ao @ article 20 dia tsy misy fepetra (sans condition ) ny fiverenan’ny filoh a Ravalomanana any Madagagascar, hita sy voaporofo izao fa mbola filoha mamim_bahoaka sy maro mpanaraka ny filoha Ravalomananana ary araka ny voalazan’ingahy Gilbert Raharijatovo sy ny amiraly Didier Ratsiraka dia sans isseu io fanjakana io tsy misy lalan-kivoahana @ izao krizy zao intsony ny fanjakana na izy hampiseho hery rapport de force na hifampidinika , kely ny finoako @ fifampidinihana, tsotra ny zavatra hataontsika vahoaka malagasy, araka ny anarana entiko eto dia zoky ny tenako ary miredareda ato anatiko ny fitiavantanindrazana satria dia niaina izany ny tenako t@fahatanorako tsotra ny teniko aminareo tanora NY MITABE TSY LANIN’NY MAMBA NY AKANGA MARO TSY VAKIN’AMBOHO.MAROBE ISIKA ATY AMIN-TSIKA NY HERY ANDAO AMBOARINA IREO FANETRIBEN’NY FIRENENA IREO indrindra inty jeneraly Ravalomanna Richard inty manatena ireo miaramilany eo ambany fiainy izy fa tsy mahasahy miseho sehatra izany iny taiza izy omaly t@ ireny vahoaka marobe ireny, matahotra iny lehilahy iny kanosa ianao ry jeneraly izaho na antitra aza manana ny traikefako @ fitazomana basy aho ary efa niatrika ady izay tsy natrehanao akory ianao dia faly mampijaly ireto vahoaka tsy manan-tsiny noho ny tombotsoa avon’olotokana azonao @ Radomelina fa manomboka izao dia miandry anao ny vahoaka malagasy sy ny miaramila legaliste rehetra ianao no tena tandroka misy kapoaka araky ny voalazan’ny zandry FIDY ianao ,ianareo miaramila rehetra ao @ emoreg mbola tsy tara tongava saina fa ALEO HALAN’ANDRIANA TOIZAY HALAM-BAHOAKA nareo ve mihevitra fa nahavita inona ianareo raha ireny vahoaka omaly ireny no nanohitra anareo sy nanenjika ny vady aman-janakareo miaramila sy zandary ireo , fantatro fa tsy fidiny hoanareo ireny fa manatanteraka baiko ianareo satria ny tenako izay miteny dia teo no niala nefa rehefa miala @ fenitra ny baiko dia mana-jo ianareo handa izany inona moa no tsy HITIFIRANAREO IO jeneraly io dia milamina ny tany sy fanjakana, ianareo G6 mpiarao and -Rajoelina avelao izy hoe ny miaramila Frantsay ve tsy hiaro azy tsy atakalony an’ireo zany nareo raha raikitra ny sakoroka izy hitsoaka ao @ residence ny embassade de france nareo no hifanenjehin’ny olona eo ary ny vahoaka efa leo an’io rangahy io, tsotra ny fehiny ny voalazako AOK’IZAY NY LAINGA SY NY FAMORETANA NY VAHOAKA FA RAHA HERY NO HIFAMPIDERAINA DIA TSAROVY FA EFA HO 25million izao ny gasy ary ampahafirin’ny eferesy t@ 1972 nareo emoreg ireo ka hampijaly vahoaka eto mihevera tena , fantatrreo ry vahoaka aiza no mipetraka i Richard baomba, iza ny vadiny , iza ny zanany fantatrareo ny hanaovana azy nyran’olona nalatsany ampiharo @ fianakaviany izany rehetra izany .

  30. Manja be ilay sipa lava volo ry Dahy e!Gasy ka manja an!!
    miteny an’i Pedro Njara fa mba aiza i RAMINO Paul e??
    Ireo mpivarotra ny Fnahiny ,mamela ny helony fa tsy famtany izay hataony.

  31. Hoan’ireo mpanenjika sy bevava fa tsy misy manohana an’ Dada fa olom-bitsy fotsiny i Magro!!

    He! He! He! Akory izay!!??

    NY ANAY HERIM-PAHENDRENA SY HERIM-PAMENDREHANA!!

    TENA CLASSE!!

    Sady: QUALITE, no, QUANTITE!!

    MBA MIANARA NY TSARA RY BE HERIM-BOTAY ISANY A!

    DIA MBA MENATRA! SA DIA TENA EFA LANY HENATRA E??

  32. Iny indray no tsy hitako ry Baby, tsy naharitra ny mena miraviravy angaha???hi!hi!hi!!!
    Voky izy dia natory o!Rehefa noana indray izy dia mifoha.

    Ny vava no tsy hatao be oah ry Neninoro………
    Misy fandresena ve ohatra ireny omaly ireny e! saingy mbola tsy ampy ireny e! mbola mila
    olona ankoatra noho ireny Andriamanitra mbola misy mitaredretra any ho any, alahoery ry
    zareo mbola matory a!lanin’i foza ny harentsika. Tany Masina io oah fa izay manao ratsy ao
    no ho vizana.

  33. tena sidérant ny passion ny olona tia an’i Ra8. 3 ans tsy nisy niova ny ny commentaires : nijanona t’ ny après 17 mars 2009 ny andro! le temps s’est figé après le 17 mars! tena inoui, aiza moa i Mada no handroso – fanatisé loatra ny olona.
    mijery Maitre Hanitra , Jean Louis Rakotoamboa ,Olga Ramalason, Mamy Rakotoarivelo: mitsikitsiky nefa tsy tafiditra eto Mada i Ra8; inona moa ny fiompiana kisoa any Tsironmandidy ny Jean Luoi mandeha tsara miaraka a’ akamany ministre élevage Ihanta Randriamnadrato,soa ihany fa hi suspendre asa ry passionné de Ra8, satria tsy mahay, tsy mitondra plus value a’ lalana makany a’ élections fa mitady vola fotsiny, avantages, fomba hangalarana . Lamentables!

  34. Izahay nijanona tamin’ny 17 mars 2009 !!
    IANAREO FOZA IHANY RE NO NANDROSO ( TAMIN’NY VOLA MALOTO ) Ê !! IL N’Y A RIEN D’ETONNANT NI DE COMPLIQUE !!!
    TSY VOAVIDY VOLA NY TENA FITIAVAN-TANINDRAZANA ! ASAKASAK’IZAY TSY MAHAFEHI-TENA, KA MAHAVITA MIVAROTRA NY TENANY SY NY FANAHINY !!

  35. Ranavalona !


    Izaho kosa aloha dia tena tara tsy misy fanafody an’i Bodo sy Me Hanitra e !

    Fa faniriana no betsaka, satria avo faniry ka aleo mijanona amin’ny maha-madinika e ! 😉
    Bodo no mpihira tena tiako indrindra,indrindra,indrindra,indrindra,indrindra,
    ary Me Hanitra mikabary ilay manao ny foza hoe : « allez ! Dehors !!!…. » hi hi hi

    Vazivazy fa Manaja anao Me Hanitra : ho ela velona ianao eto amin’ity Tany Mamintsika ity, ianareo : Rakotoamboa – Raveloson – Rakotoarivelo – Naika – ………Mifanatera avy amin’ny vady aman-janakareo dia mitandrema ihany amin’ireo tsy mataho-tody ireo, fa tsy atakalony ny Mpanjanaka sy ny vola malotony ianareo !

  36. Manaintaina be Jenny koa mitady hanasa ATEDOHA eto ray olona a!
    efa haratsiana lava eto dada mbola ireny no olona MIOHAKA aminy ,
    tsy terena tsy vidiana koa aiza izy no tsy HIAKAPOKAPOKA????maty indray ilay bizzina kely fa tsy
    nandaitra ilay tetika FANDOTOANA an’i dada fa toa vao maika ilay olona NIROATRA. Mba olona misaina ihany
    anie ny Gasy fa tsy loha-poza ohatra anareo ry zareo ( manova anarana indray).
    MBOLA MAMY BE OAH izany dada izany!!!ndana manitsaka fa NAHAFATY INDRAY RY FOZA A!!!NDANA INDRAY
    MILOLOHA LAMBA !DIA AZA HADINO NY DILOILO,io fa namono olona indray ny mpams ho lalaovina. MANODIAVA
    anareo io zaza MITOREO KELY VERY RAY IO RY FOZA MPAMS ISANY.Mifona aho Tompo fa mafy loatra e!!Tsy
    tantiko ny mijery zavatra tsy rariny toy izao.

  37. Njara ! io vao nifamalianay tao Paris tao taloha ,inona hoy ianao??
    ny momba an’i Bodo sy Poopy ,izahay nomba an’i Bodo dia ny vehivavy sasany
    indray Poopy dia raikitra ny ady hevitra fa i Poopy mivindaka lava,i Bodo mitsikitsiky lava sady mahay mampirevy.
    dia saiky ny lehilahy kosa aloha no nomba an’i Bodo e!ary nitombona daholo koa ilay tsikera aloha,izaho mbola nisabaka
    fa ny tonon-kiran’i Poopy tsara fa i Bodo indray mahay mihira dia taty aoriana hitako i Poopy ilay niaraka t@ MIALY dia
    tena diso fanantenana be aho,(ilay izy nihira t@ fetin’i reny toa tany FIANARANTSOA izy iny raha sy diso aho???) T@
    2010 iny angaha???sady ireto mpihira vao2 efa tsy misy harako intsony fa ireny no t@ andronay. Sady tsara be ilay
    paozin’i Bodo @’io clips io an!!indraindray izy io tsy dia mahay miakanjo mantsy.Izy koa sady taviny no volony.Tsara kah!
    tena mahay misafidy i Dahy!!!

  38. Njara ! i zanakisoa aloha dia any ampaladian’i Maitre Hanitra e!@
    rehetra2 mihintsy ,iry ratsy ohatra azy ihany ny fanahiny, tiako be koa ny
    paoziny izy teny Ivato omaly sady tsara Bika no …..hananany daholo e!!ny soa sy ny tsara.
    izy efa vonona t@ kiraro ivaiva sy Pataloha,saingy i Bomba no tsy hita trasy .

    Izany eo ihany fa tena mahaontsa ahy ilay zaza navelan’ilay ranamana namoy ny ainy. (sento )
    tena latsaka ny ranomasoko ,mitohy ihany izany ny fanitsahana fasana hataon’ireto Mpams eto @ Ity serasera ity.

  39. Ireny no manamporofa fa tsy de nahita fianarana ny mpitondra ka mbola ho eken-tsika itondra antsika ve zany olona tsy mitsinjo ny vahoka fa mpanitsakitsaka ny zo maha olom-pirenana ny maro anisa
    Ô ry vahoaka anda ihetsika amin’izay fa de angina lava eto ve nefa ny fiainana tsika @ ankapobeny mihitsy no efa itsakitsahina

  40. Ranavalona,
    Ny tiako ho lazaina dia le Rabe mpamboly speudo lava ity. Menatra ny vava natao nilaza fa tsisy olona intsony eny Magro dia mivaralila sisa hi hi hi hi !

    Njara,
    potika @ Bodo nga dà ?

  41. Nitsoaka tsy b resaka lé ravalomANANA kou naninona raha nijanona tany ? fa paiso sy paoma dOl zany lé olona apiendrasina 3taona ? d mbola hanohana indray avy eo hoe avereno dada ? dia ireny teny Ivato reny ve no vahoaka tena vahoaka ? dia hoe iverina diahaka fitondrana indray izany ? fangà izy ity otran’ny mijery film ka atao pause kely lou d aveo atao play ndray. rà izany no izy tsy efa mba nanao prézidà koa ianao mamaky io ? hi22

  42. Baby !dia io ambaninao io fa namaly anao izy fa » IRENY VE HONO DIA VAHOAKA???? »
    Mbola mahita lazaina sy havaly ihany izy hi!hi!hi!!!!!andao hitokelaka ry Baby fa lasa io !!!!!!
    Ny azy kosa 50 voakarama nahafaty olona fa ny antsika 22 km tsy nahalatsa-drà indray mitete akory.
    Dia izay no fandresena ho anazy.

  43. Raha izaho RAVALOMANANA dia tsy manao ambaninjavatra ny MIARAMILA intsony rehefa tonga eo amin’ny fitondrana. Ny toetra ratsy rehetra, ny tsy nitiavan’ny vahoaka anao ovaina. Manaova ny tsara amin’izay dia ho lasanao ny fanjakana mandritra ny 25 ans. ATAOVY MANGARAHARA DAHOLO NY ZAVADREHETRA.

  44. Ho antsika vahoaka,
    Ny atao hoe politika dia RA-MANDRIAKA
    POLITIKA=RA-MANDRIAKA
    Ka anjaratsika no misaina sy mieritreritra

  45. Arabaina ianao ry Malagasy ,Malagasy be indrafo! tena diso tetika ny PHAT , vao maika ireny fihetsiny ireny mampitombo ny hambopony Gasy jereo anie raha misy fiantsoana faha-3 eo hoe hitsena ny Dada avo roa heny an’ireny ny olona tonga, eo tsika mahita izy.
    Mbola mino aho fa lany 75% Ravalo raha milatsaka eo dia atahorany olona mpangalatra toa andry: Voninahitsy, Ramarson, Ratsirahonana,………….maro izy ireo ary tsy hahita tany hanasiany ny tongony ireo rehefa tonga ny fotoana (Apirimo dieny izao ny entana fa aza mahay vava any @ TVM)

  46. Ranavalona,
    Teraka tany Manakavaly, marary saina, voan’ny fivalànana, mpifoka moly etc.
    Tsy vakiko akory ny post-ny fa avelao hinatsanatsana toy ny tandroy very entana eo houzy mamanay izay !!!

  47. Teny Ivato aho tamin’ny sabotsy teo tamin’ny 2 ka hatramin’ny 3 sy sasany, olona falifaly sy milamina no hitako teny. Olona mahafantatra tsara fa i Ravalomanana no handresy amin’ny fifidianana ho avy.Misy milaza hoe politika = Ra mandriaka .Tsy marina izany. Hevitry ny Maizina izany. Izaho mino fa Andriamanitra no mandamina ny zavatra rehetra raha matoky Azy isika.Hitako taratra tamin’ny olona maro teny Ivato izany fahatokiana izany.Te hitaona antsika aho hoe andeha isika izay mino an ‘Andriamanitra hivavaka hifona amin’Andriamanitra noho ireo ota marobe ataon ny vahoaka sy ny mpitondra, mpanao politika sy miaramila sy ny herim-pilaminana (forces de l’ordre)hafa fa be ireny:Fanompoan-tsampy,halatra, famonoana olona, risoriso,fankahalana olona,fijangajangana, fidorohana samy hafa sns…Rehefa miditra amin’ny conditionsan’Andriamanitra isika dia resy lahatra aho fa ho tanterahin’ny Tompo izay sitraky ny vahoaka mba hahasambatra azy.Izay ny tolona voalohany tokony hataontsika ary afaka miara-dalana amin’ny politika izany.Raha nihira ny hoe Jesosy reharehako (hira fanampiny FJKM)izahay teny Ivato dia nisy namana nanova ny anarana Jesosy hoe Dada dia noteneniko izy fa masina hoy aho io Anarana io.Izao no teny farany : Tsy maintsy handresy isika raha mahay manome voninahitra an ‘Andriamanitra. Tsy ilaina ra latsaka sy sorona izany(tahakan’ny nataon ‘ny sasany tamin ‘ny 7 fevrier 2009 mba hanonganana fanjakana) satria tsy ny Maizina no hiankinantsika.Mahereza daholo.

  48. Manohana ny voalazanao tanteraka aho ry Mahay!!
    ary izaho tsy vao izao no nivavaka fa efa hatr@’i dada VOATERY nametra-pialana iny no
    nihika sy NIFONA t@’ Atra fa saingy misy fotoanany ny zavatra rehetra ary mino aho fa mbola misy zavatra
    takian’Atra amintsika fa isika moa tsy afaka ny hiditra @ toeran’ny tsirairay.
    Voalazanao daholo ny lesoka ary enga anie ny tsirairay no ahatsapa izay tsy mety ho harenina mba ahafahantsika
    @’izao fangejana mafy mahazo ny firenentsika izao.
    Homba antsika Andriamanitra.

  49. Izay nanaraka an’izay voasoratro tato, na tao amin’ny MyDago dia mety ho gaga angamba nahita an’ireo hira roa nalefako ireo. Maninona ? Satria tsy dia fombako laotra ny manafangaro ny resaka pôlitika sy ny fiainana andavan’andro.
    Ny finoana an’Andriamanitra dia safidin’ny tsirairay avy, mba hanatsaràna ny fitondran-tenany, satria araky ny voalaza ao amin’ny Soratra masina dia Andriamanitra no hoe Tompon’ny zava-drehetra.
    Ny Finoana an’Andriamanitra dia SAFIDIN’NY TSIRAIRAY.
    Ny DIDY AMAN-DALÀNA MIFEHY NY FIAINAN’NY VAHOAKA AO AANTIN’NY FIRENENA IRAY KOSA, DIA TSY SAFIDY, FA DIDY SY LALÀNA TSY MAINTSY ARAHIN’NY REHETRA, NA KRISTIANA NA SILAMO NA BODISTA, NA OLONA TSY MPIHINO TSOTRA IZAO.
    AMIKO DIA NY FANAJÀNA NY DIDY AMAN-DALÀNA SY NY FAMPIARANA NY SAZY HO AN’IZAY NANDIK’IZANY, NO TENA ZAVA-DEHIBE !!!!
    NY MANOTA SY MANDIKA LALÀNA TSY MITOVY MIHINTSY !!
    Mila miheritreritra daholo isika amin’ny zavatra rehetra ataon-tsika, ary indrindra EO AMIN’NY ANDRAIKITRA SAHANIN-TSIKA TSIRAIRAY AVY !
    Tsy azo ankihinina amin’ny FIVAVAHANA FOTSINY NY FIAINANA SY NY FOMBA FITONDRA-TENA. MARINA FA MISY NY DIDY FOLO IZAY MAZAVA DIA MAZAVA.
    Hafatra ho anareo mpahay Lalàna, mpitsara na mazistra, izay lazaina hoe tandroka aron’ny vozona izao fanambaràna izao !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *