Ny andininy faha 16 ao amin’ny “feuille de route” : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.

Samy manana ny fomba fahitany ny toe-draharaham-pirenena ny olom-pirenena tsirairay sy ny mpanao politika eto Madagasikara, indrindra taorian’ny fivoriana nampiantsoan’ny Troika ireo ankolafin-kery samihafa teto amin’ny amin’ny firenena tany Afrika Atsimo. Ho an’Andriamatoa Ignance teny amin’ny kianjan’ny magro dia nanambara fa samy manana ny hambarany ireo izay nanatrika tany, ary na ny « communique » aza dia tsy mitovy. Noho izany dia aza gaga ianao, hoy izy, ny amin’izany. Mikasika ny zavanisy teny Ivato tamin’ny fitsenana ny Filoha Ravalomanana dia nanambara Ignance fa manao ny ataony indray ny frantsay. Nahitana mersenera  frantsay hoy izy teny an-toerana fa tsy « instructeur » araka ny nambara. Ny jeneraly Ravolomanana Richard  dia mahafantatra tsara fa samihafa  ny akanjo fitondra rehefa miady. Ny zavatra hita anefa hoy ity mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita ity, dia “tenue bordel” no nanaovan’izy ireo teny. Noho izany dia fanambaniana sy fanaovana tsinontsinona ny Malagasy izany. Mikasika ny fiverenan’ny Filoha teo aloha Ravalomanana dia nilaza Ignance fa ny sasany dia milaza fa misy ny andininy faha 45 ao amin’ny “feuille de route” saingy adinony ny andininy faha 16, izay milaza fa antsahatra daholo ny raharaha any amin’ny fitsarana. Ny voalazan’ny andininy faha 20, hoy izy dia mazava be fa mody tsy misy fepetra ary anisany ny Filoha teo aloha Ravalomanana. Nametram-panontaniana moa ny tenany, hoe tsy gasy angaha Ratsirahonana sy Rajoelina no tsy mahay izany ? Rehefa miteny hoe tsy misy fepetra izany, hoy ny fanazavana dia foana izany ny fepetra. Raha miteny indray hoe mody ilay olona dia gadraina ianao, izay hoy Ignance dia midika fa misy fepetra. Dikan’izany dia mila voatsiary  Rajoelina. Ny tena olana eto amin’ny firenena, hoy hatrany izy, dia ny fanaovana politika, izay tsy mandeha amin’izy intsony.

30 pensées sur “Ny andininy faha 16 ao amin’ny “feuille de route” : antsahatra daholo ny raharaham-pitsarana politika.”


  1. Dia tsy misy manisy sira mihitsy ity Zana-kisoa ity, fa na i Ratsiana orana aza, mandaka azy amin’ny amba-fony !
    Ntsôôôô ! aza mba mba Pams ihany !……Allez ! Dehors !!!Tsy mba Mpitsara na Abocat tahaka ny anay !! 😉

  2. Fa inona ary no atahorn’ireto raharaham-pitsarana? fanga maloto tanana sy mihosin-drà, de mahana amin’ny ratsy atao? raha mahatoky tena ho madio mangarahara, aza matahotra ho tsaraina izany.
    Zandry rahateo tsy matahotra, na inon-kidona, na inon-kihatra. Ahoana ny navaliny an-dry Coutiti n-dRainivoanjo sy ry Charles , niteniteny foana hoe: » Za ny nametraka an’i Rajoelina, de za koa ny manala azy » , ALEFASO ZAY ALEFA HOY ZANDRY, NA HISOTROAKO NY ALEOKO MATY NOHO NY FITIAVAN-TANINDRAZAKO AZA. Tsisy mahaongotra an’io zany woa, fa raha favy Rainivoanjo, tsy nitomany lava tany Atsimotsimo tany nadritrany telo taona.
    Mangotraka rahateo moa raha vao miverina eo, de milay be ireny teninao tany Tamatave ireny Andrimatoa FILOHA, favy be ary miracle woa ianao bâtisseur ao anaty crise izao. Omeo lesona tsara Rainivoanjo, fa mahavita ianao, na de tsy ampiana aza. Maika moa fa misy manampy. Ny hazo no hahafantarana ny voany, fa mandalo ny lamasinina, mivovoho ny alika e! fomba fiteny io fa tsy manalika na iza na iza! lany andro eo, sao akaiky ny fifidianana vao hikorapaka. Mbola aiza ny hanaovan’ny Zandrinay an’iny e! Any Ambotsirohotra izy no mibaiko, any Johanesbourg vao midongy tsy hiala ao ambony avion Levalokely, ranomaso zany an!!!!!

  3. Fa inona ary no atahorn’ireto raharaham-pitsarana? fanga maloto tanana sy mihosin-drà, de mahana amin’ny ratsy atao? raha mahatoky tena ho madio mangarahara, aza matahotra ho tsaraina izany.
    Zandry rahateo tsy matahotra, na inon-kidona, na inon-kihatra. Ahoana ny navaliny an-dry Coutiti n-dRainivoanjo sy ry Charles , niteniteny foana hoe: » Za ny nametraka an’i Rajoelina, de za koa ny manala azy » , ALEFASO ZAY ALEFA HOY ZANDRY, NA HISOTROAKO NY ALEOKO MATY NOHO NY FITIAVAN-TANINDRAZAKO AZA. Tsisy mahaongotra an’io zany woa, fa raha favy Rainivoanjo, tsy nitomany lava tany Atsimotsimo tany nadritrany telo taona.
    Mangotraka rahateo moa raha vao miverina eo, de milay be ireny teninao tany Tamatave ireny Andrimatoa FILOHA, favy be ary miracle woa ianao bâtisseur ao anaty crise izao. Omeo lesona tsara Rainivoanjo, fa mahavita ianao, na de tsy ampiana aza. Maika moa fa misy manampy. Ny hazo no hahafantarana ny voany, fa mandalo ny lamasinina, mivovoho ny alika e! fomba fiteny io fa tsy manalika na iza na iza! lany andro eo, sao akaiky ny fifidianana vao hikorapaka. Mbola aiza ny hanaovan’ny Zandrinay an’iny e! Any Ambotsirohotra izy no mibaiko, any Johanesbourg vao midongy tsy hiala ao ambony avion Levalokely, ranomaso zany an!!!!!

  4. SOLO RAZAFY
    Fa inonakay no tsy handefasanareo video intsony nefa ilainay ny mihaino ireo mpikabary ireo fa maharaka kokoa izahay amin’ny resaka amin’ireny
    Dia isaorana ianao mandray e,
    Ho an’i rabe : tsy azoko tsara ny hevitrao . Ianao ve mankasitraka ny fanosihosena ny safidim-bahoak’é ? ny ady an-trano ?

  5. Hoy ny Vondrona afrikana : ANY AMIN’INGAHY RAVALOMANANA NY LAKILE-N’NY FIAINANA ARA-DALÀNA.

    MAZAVA BE NY TIAN’IRETO DAHALO ATAO !! NY HIJANONAN’NY VAHOAKA MALAGASY AO ANATIN’NY KRIZY SY HAIZIM-PITO ( AMIN’IZAY AFAKA MANGALATRA TSARA TSY MISY MAHITA ) !!!!

  6. Io fa mirediredy sisa rabe.
    I Radomelina anie ka mihoson-drà ny tànany eh! Nanomboka tamin’ny 26 janvier 2009 ka hatramin’izao! Indrindra moa ny 7 febroary 2009. Izy no nampamono ny olona tamin’ireny. efa misy porofo izany. Ary efa miparitaka izany porofo izany. Ankoatry ny fijoroana vavolombelona nataon’i Clt Charles. Ho hitanareo eo ny hanaovan’Andriamanitra azy sy ny taranany. Ny Rafozany izao efa nalefa haingana any andafy nohon’ny aretiny.

  7. Inona no anton’ny nampifona an’i Levalo tamin’ny vahoaka nanao ranomson’ny tsy manantsiny » Marina fa tsy nety ny nataoko », nahoana izy no nilaza tamin’ireny 7 fév ireny, fa raha ny tokontanin’ny maison blanche sy champs Elysée no misy mananika, hanaiky an’izany ve ny mpitondra? porofo mitohaka @ tenda io fa nampitifitra Rainivoanjo. Mbola nijanona kely teo izy niloha ny démission-ny, naninona no tsy nanao démenti fa tsy baiko avy aminy no nampisy ireny tifitra ireny. Misy résultat -na enquête-na expert balistique azon’ireto Rainivonjo mianakavy ireto publier-na?
    Inona ny dikan’ireny mercenaires vazaha ireny tao Ambotsirohotra sy teny @ 13 May, volan’iza no nanakaramana ireny? nisy fierana tamin’ireo Andrimpanjakana mahefa ve? Nisy miteny sy milaza ny heviny an-gazety sy haino amanjery toy ny TV PLUS toy izao ve tamn’ny andron-dRainivoanjo,malalaka tsy misy manelingelina.
    Ary inona no anton’ny démission-n-dRainivoanjo? fanga tsy nahatoky intsony ny mpomba azy sy ny mercenaires-ny?
    Nanaovan’i Charles rediredin’ny very seza ireto vao mikiakiaka, very seza i Monja Roindefo lasa mpanohitra mafana fo @izao, maninona no tsy manao fanambarana miezinezina manamarina ny nolazain’i Charles!
    Mbola faty olona mikararana mihoatra an’iny olona iray maty tsy manan-tsiny iny no notadiavinareo, fa nandamoaka ny tetika de ireto mirediredy ireto sisa azo atao.
    Tsy manan-kavaly an’ireo fanontaniako ireo ireto Zanakosy ireto, fa démission zany, tsy midika ho fanonganam-panjakana velively, na de nilahatra pacifiquement aza ny vahoaka.Ary matoa misy ny trouble, de misy ny mampiasa hery. Nitifi-bahoaka ianao, zay vao mitroatra aminao ny vahoaka, fa normal be woa,ny Zanakosy, raha madio ny Rainy blanc comme neige, fa saika olona very seza, cadre tao @ Tikosy daholo ireto miverimberina ireto, tsy misy olom-baovao firy!
    Averiko foana, fa efa voaomana avokoa ny plans rehetra hamonoana ara-politika an-dRainivoanjo, ary zay sitrapon’i Zandrikely no miantoka ny ho aviny, à moins que hifona handadilady aminy angaha, lalana hafa koa izay, ary hainareo tsara fa Zandry tsy mba rancunier , de valio ireo, fa Zandry ny grandes puissances, ny SADEC ihany no fantany, fa ny UA zany, mbola be ny DICTAT lohandohany mpikambana ao, ary tsy te hahalala mihitsy sao maka exemple @ tolon’i Zandry nandrodanany an’i DIKTAT RAOSY MANGANA, de normal be, ary anmpiova inona moa, toa ny grande puissance toy ny UE ndray ity no mihazakazaka eny Ambotsirohitra? tsy nitovy anie ny résolution nentin’UA sy ny UE momba an’i Lybie sy Gbagbo, fa ny ngeza hatrany no nandresy ?
    Ary fa naninona woa no nolazain-dRaosy sy ny Zanakosy fa delegasiona mafonja avy ao @ SADEC no niraka taminy tao anaty Avion, hay mpanolotsain-dRaosy Zimbabwéens no betsaka tao. Tsy mahagaga koa fa ry RAOSY sy MOGABE, razana iray, ny handefa miaramila GENA hamono ny gasy no mahamaika azy. Tsy laitranareo zany woa Zandry, efa ela no nolazaiko an’io, fa gaz lacri iray de mampandositra, tsy arakaraky ny menaces sy ny fahavitrihana teto hamarana ny tantaran’i Zandry, talohan’iny 21 Janvier iny.
    De afafazo foana ny INTOX fa Rabe pompier expert mpamono afo. Sa ahoana?

  8. Koa maninoa no tadiavina vonoina ny colt Charles rehefa namoaka ny marna rehetra. Mba havoay indray ireny taratasy nataon’i Clt Charles milzaz fa Ry Lilison no nitifitrany olan avy any aoriana tamin’ireny ry MYDAGO ah

    ary haona indrya itony tetika maizin’ny frantay itony
    http://allafrica.com/stories/201201270077.html
    In Madagascar, SADC’s efforts are currently being undermined by France, the island’s former colonial rulers. The troika countries have evidence that Rajoelina is working with Paris, Madagascar’s Army Chief of Staff General Andre Ndriarijaona, and the commander of the Gendarmerie (police), Bruno Razafindrako, to deny Ravalomanana his right to re-enter the country.
    On 21 January, the day Ravalomanana attempted his quixotic return, Rajoelina attempted to persuade SADC to delay his arrival for three months.
    At the same time, France commenced its own intense lobbying in other international bodies to keep Ravalomanana from the country. The aim of these delays appears to be to prevent Ravalomanana – who continues to command significant popular support on the island – from being in Madagascar when an election is held under the terms of a transition agreed to last year.
    Security services in the region say they are aware of a 6-point strategy devised by Paris and Antananarivo to prevent Ravalomanana from returning. According to these sources, Rajoelina, his heads of security and France decided to:
    • Deploy security forces loyal to Rajoelina inside the Ivato International Airport in Antananarivo.
    • Deploy Rajoelina supporters outside the airport to antagonise and destabilise the estimated 100 000 Ravalomanana supported expected at the airport to welcome him home.
    • Issue statements threatening the Ravalomanana supporters with arrest.
    • Threaten to arrest Ravalomanana on arrival.
    • Lobby the international community to persuade SADC not to allow Ravalomanana back.
    • As a last resort, issue a Notice to All Airmen (NOTAM) to deny landing rights to all airlines. This effectively closed down the country’s airspace.
    Anticipating an unfavourable reaction by SADC to these manoeuvres, Antananarivo hastily issued a statement on Saturday justifying its actions. In it, Rajoelina’s government denied turning the South African AirLink flight back and instead blamed the decision on the flight’s captain, who it said had chosen to go back to Johannesburg after being informed the authorities would execute the arrest warrant against his most famous passenger.

  9. Tsy ho ela dia toy ny « banga mikiky taolana » ny fouzaouranus ê !
    Aparitao, ary misaotra an’i zo !

  10. Ho an’i dada Rabe

    Les insultes et grossièretés sont les moyens de ceux qui ne trouvent plus de mots cartésiens et raisonnables.

  11. Izaho koa misaotra an’i Zo ary mankasitraka .
    ny fantatra dia nitondra ny zanak’i domelina nandositra ilay rafozany ,
    fa hay misy rah hafa koa???tsy ho voavidin’ny volabe nangalariny ve izay aretin-drafozany????
    raha tsy izay dia ho haleviny @ vata-paty » bois de rose »????miaraka @ fozaorana rehetra
    hampidera halatra.

  12. Tsy fomban-dRabe ny mi-insulter olona fahatany zany ry Zo a! Normal raha hitantara valamaty ry Charles! Ry cl Charles ireny no manao fomba fitenin-dRainivoanjo, alefa daholo zay vava ratsy tonga ao am-po, tsy fantatra fa mifototra any aminy ihany.Mitovy fomba fanao, mieritreritra fa mafibe, tsisy olona atahorana ka na inona atao, de manao je suis, tsy matahotra na iza na iza, de miverina ihnay any @ tena rehefa avy eo.
    Ahoana moa no tsy hiteniteny foana, lasan’i Cnl Lilison ny seza koa, otran’i Roindefo nosoloana an’i Mangalaza. Tsy mahazaka seza very, tahaka an-dRaosy, tsy mahay mipetraka rehefa nametra-pialana t@ seza. Averiko foana woa, Zandry tsy laitran-dRaosy izany na hitrongitrongy @ tany aza ny lohany. Wait and see!

  13. Ô RY ZAREO A!!!!!

    NANAO SOSO-KEVITRA AHO HOE: AOKA ISIKA TSY HAMALY AN-DRABE,VAHOAKA SY NY TARINY ETS…

    FA MANOME IMPORTANCE AZY IREO NY FAMALIAN-TSIKA AZY IREO, NO, SADY TSY MAMPISONDROTRA, FA TOE-TSAINA MIFOTETAKA AMBABY DIA ABANY! MANDRANGITRA FOTSINY !!

    KOA NA INONA FIANTIAN’IZY IREO! AZA MISY MAMALY IZAY TENENINY ISIKA!!

    MIALA TSINY AMIN’I MYDAGO NOHO NY MAJUCULES D’IMPRIMERIE Ô!

  14. Izaho ry rabe dia mahafantatra an’ireo ao amin’ny Tsimialonjafy ; na ny ankabeazan’ireo lasa fouzaouranus any Dago ! MAZAVA NY TIAKO HO LAZAINA !!!

  15. Neninoro,
    Marina ny anao, fa saingy izao, mpehan’ny foza mba hametrahan’azy ERY amin’ny toerany ! Aiza io ? Ery anaty fotaka, satria toy ny kisoa, eny no tiany !
    Les fouzaouranus ne sentent bien que dans la soue ! Ils aiment bien se vautrer dans la fange !

  16. Tena tetika maizina sady tetika mpamosavy mihintsy no saika hatao t@ dada teo,fa saingy indrisy fa
    NANDAMOKA ohatra ilay FANKATOAVANA e! saika hadaboka ankolaka ilay fiaramanidina hitondra an’i
    dada ka navela hiainga mihintsy izy vao FANAINIANA natao ilay NOTAM, esy aho e ry foza e! MIAAPOKAPOKA sisa! izao indray
    tratry ny daka « V », alefaso ihany raha mbola tsy ampy!!!inona indray no manaraka ha!ha!ha!!!!!!

  17. Avis de Neninoro entièrement partagé…
    laissons de coté les « rediredy » de celle qui a constamment besoin de CHANGER DE PSEUDO(nadia, denise ,vahoaja ,rabe éééééé, tsy ita intsony rehefa lany bala)

  18. Ny manaraka dia ny fahatongavan’ny filoha
    Gidragidra ny tany t@ asabotsy 21 teo nifanatrika t@ ireo foza sy ireo mpibaiko azy tsy niafina intsony ireo mena sofina miaramila mibaiko an’ireo tsy mataho-tody dia sahalan’ny mpanompo mihintsy
    Ny zavatra hita dia tsy kivy akory ny vahoaka fa matoky fa kely sisa dia ho tonga ny fandresena ka ny tena monina aty ivelany indray na tsy nety arak’izay nantenaina aza
    Amin’ny manaraka indray fa mbola tsy vita io tsy misy kivy izany

  19. Nangata-maso, nangataka tsy haiko koa fa tsy nasian’ny olona sira ra-représentant(e) officiel (le) de Madagascar.
    Nitonantonana toy ny vinanto tsy mahare fosa tamin’ity badge (toa faosika), ka nodakan-dry zalahy ny derrière-beany !!
    Hoy ry zalahy  » dehors sankalité comme son maître » ! Mbola tsy fay foana ireto fouzaouranus ireto, fa dia manalabaraka ny vahoaka malagasy lava izao mihintsy !
    Moa ve tsy nitovy tamin’i Jemisaona tany Montreux koa !
    Sao dia ilay rabejaona no voadaka tany ? Nitady ka nahazo !! Hi hi hi !!!!!

  20. Efa impiry moa no averimberina @ireto Zanakosy ireto, fa tsy mila anareo mamaly anay zahay, fa mila kosa ny mpamaky handanjalanja tsara zay voalaza eto. Eto koa no tokony hianaran’ireto Zanakosy ireto ny demokrasia, fa tahaka ny rainy ihany, Deba miseho télé aza hanakatonana VIVA koa!
    De manozonozona sy manompaompa moa rehefa tsy mahazaka, ary tahaka ny mitsako siligôma io, izy ihany no manotaota ny ratsy mivoaka ny vavany.
    Mbola averiko indray, fa la guerre entre anglophone sy Francophone io, zay mafy mifehy an’i Mada. Ny anjaranay aty, de ny manamafy itony fanenjehanareo an’i Lafrantsa any @ sit web ny affaires étrangères ny tsy fitiavanareo sy ny fanendrikendrehanareo azy!
    Ka aza manantena miracle na de ho lasa eo aza Sarko, fa ny miaramilan’i Zandry, feno eran-tany na hatrany @ Bekintana aza.

  21. Ny tsy fantatr’i rabejaona, dia izahay tsy manavaka na anglophone, na francophone, na sinoaphone.
    Izahay tsy mila olona mitady hanjakazaka sy hanjanaka an’i Madagasikara amin’ny lafin’ny ekônômika ary indrindra pôlitika !!!
    Ny fahasarotam-piaro tsy midika hoe fitiavana velively !
    Fanaovan’ny frantsay an’ny vahoaka malagasy toa izao dia tsy revinay mihintsy ka tsy hiambahamba izahay, hanohitra an’izany !
    Vahoaka frantsay sy mpitondra frantsay dia TSY ATAONAY MITOVY MIHINTSY !!!

  22. Voalazanao tsara ry Kintana fa ireo voanjo frantsay tsy mitovy velively @’ireo vahoaka
    frantsay izay misy mahatsiaro tena ho MENATRA eo anatrehan’izao zavatra izao, ary hita
    mihintsy fa tsy momba ny asa ratsin’ireo voanjo frantsay ireo velively ny vahoakany izay mitondra ny mafy koa @ hafitsok’ireo.
    Ilay fanambaniana ilay fanaovana tsinontsinona fanitsakitsahana ny ZO mahaolona ny olona dia zavatra tena tsy azo leferina
    mihintsy no hasehon’ireto frantsay ireto! fa izay mbola miaro izany dia efa tena tsy izy intsony,azo lazaina fa efa zavatra hafa
    no ao @hatidohany.

  23. Neninoro, mino aho fa ianao tsy hiova mihintsy satria efa tena mivavaka am da8,zonao izany. fa ny zanakao izay Tanora mitovy aminay dia sur fa tsy hitovy hevitra aminao velively, fa mety ho tia tanindrazana kokoa ary mahay mijery ny zava-misy am maso tsy miangatra, ary mira-manaiky fa mila tanora vonona ny hampandroso i Mada, ary tsy hanaiky intsony ny firenena ho an’olotokana toy ny orinasany,mandroba sy mpanono olona.
    Anotanio ny zankao dia ompay aho raha lainga izany. dia avelao ny zanakao hamaky reefa tsy hamaky ianao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *