RAVELOSON CONSTANT : Tsy kivy, tsy ketraka ny zanak’i Dada

IMG_0579

Tsy kivy, tsy ketraka ny zanak’i Dada fa mbola nanohy ny tolona teny amin ny kianjan’ ny finoana androany. Toy ny mahazatra dia nisy ny kabary nifandimbisana nataon ny mpitarika.
Raveloson Constant dia nanambara ny momba ny andrim-panjakana. Izahay eto hoy izy dia tsy maimaika hivory izany; fa tonga eto aminareo.Mangidihidy Voninahitsy, teo ho filohan ny kongresy, ka milaza fa ampitomboina ny karama sy ny zavatra hafa. Izay no  dikany teniny tao amin ny Tvm iny. Mitsinjaka Lanto Rakotomavo hoy ity mpikambana ao amin ny kongresin ny tetezamita ity, fa rehefa tsy hanao dia ataonay. Izao no izy, Zafy efa tsy ao, Ratsiraka tsy ao, koa ataovy ny an’ialahy raha vitan’ialahy. Alefaso ao daholo ny lalananareo na dia efa mangalatra « qoutq presindentiel » aza. Amintsika mitenyizao hoy Constant dia tsy olona hanao transition, ireo fa nahatsiaro ny toerana taloha fotsiny. Tsy misy intsony izany Hat izany nanomboka tamin’ny volana septambra. Ny « ligne » iray dia mametraka fa filohan ny tetezamita Rajoelina hoy izy, ary ny « ligne » iray dia mametraka anay ho Ct sy Cst, fa tsy misy Phat.
Raha ny aram-panjakana tamin’ny zavanisy tamin ny Sabotsy hoy Constant dia zaranao aza izahay nisintaka. Izany misoloky fahefana izany dia heloka bevava, misoratena ho mibaikobaiko etsy sy eroa ho Phat. Nametra panontaniana ny tenany hoe fahefana avy aiza no ahafahan-dRajoelina hanidy nysesitany. Aiza ho aiza no misy fa tany miady isika. An-dReniny sy rainy ve io hoy izy.  Tahak a izany koa ny fampiasana ny AV7 hoy ny fanazavana. Maka aina tsara fa tsy maintsy voaadina ianareo amin ny hoe fa maninona no misy malagasy sahy mamono malagasy, izay avoaka amin’ny radio ny tenin’ izy ireo. Avelan’ny zandary ve ny AV 7 hanao izay ataony, taiza hoy izy  no nisy fanjakana hamela ny famonoana olona tahaka izany, tsy misy fanadihadiana. Amin’ny fanjakana dia fanjakana ny baroa matoa misy ireny. Soa fa nisy iny tamin’ny sabotsy iny hoy Constant nampahalalana ny tanjaky Ravalomanana

20 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT : Tsy kivy, tsy ketraka ny zanak’i Dada”

  1. Tsy misy kivy izany fa izao ny fotoana tokony hitolomana ê !
    Tolomina daholo na ny corn aza ! Mazotoa homana daholo ê !
    Akopane sisa dia tena KFC !

  2. porofo izao fa olona curieux daholo no nameno ny teny Ivato fa tsy olon’ny magro izany!!! fa naninona tsy tonga tao @ magro ireny lazaina fa olona mpomba an-dRavalo ireny??? Izao ve sisa ny olona teny Ivato???

  3. Porofo izao fa marary kibo daholo ny TGV rehetsa fa sady voky halatsa no nafangarony ny rongony sy ny toaka miaraka amin’ny valiômina koa lasa mangaingiraingy manaonao foana sy miteniteny foana sisa

  4. Aiza izay kabary e???lasa resaka fotsiny ity izy ka sao sanatria tsy ilay tena izy.
    dia izahay no hifamaky loha eto,na ho voahosi-potaka fotsiny ny MPITARIKA ( sanatria).

  5. Hoan’ilay TSY VAHOAKA MALAGASY !
    Ny malagasy tena izy, dia olona misaina amin’ny lohany fa tsy amin’ilay famoahana maloto toy ny foza !
    Hita amin’io fanontaniana apetrakao io fa atidoha tsy dia fantatra laotra ny misy azy ny anao !
    Asaivo mijanona any an-tranony any ny milisy sy ny zandary voavidim-bolanareo, dia ho hitanao fa na Place du 13 mai telo-polo aza tsy ho ampy !!!
    MAHAY MANAJA-TENA SY KILASY NY ZANAK’I DADA, FA TSY OLONA FATRITRANY TOA ANAREO FOZA !!!

  6. Aiza no tsy hiariary koa anefa ny haratsiany na ho saronana @ haingo hatrany an-tampon-doha
    sy am-paladia aza e???rehefa fako dia fako ka tsy maintsy ho voafafa foana ianao na ho ela na
    ho haingana, tsy azo jerem-potsiny izany fako izany fa tsy maintsy ahilika fa manamaimbo tanana sady mandoto rivotra
    hiainana.Tsy maintsy mamono heritreritra koa fa mafy ny ataky fa hay tsy vitan’ilay deaka ity mitondra firenena.,tsy vitan’i
    fandrobana moramora sy halatra fa mbola misy ireo fikambanam-be hiraisam-pirenena mifehy,hafa ny Gasy azo zimbazimbaina
    sy hampitahorina dia miforitra????

  7. vahoaka!misy miasa ireny olona ireny rehefa andavanandro ary tsy omby koa Magro raha tonga ao daholo ireny.Heno ihany ny vaovao na dia tsy mipoitra ao aza.Misaina ihany koa ny olona ary misy koa ny avy any amin’ny faritra.Raha curieux ve aho dia andeha tongotra 10 km hijery olona eny Ivato.Tsy aleo mipetraka ao an-trano?!?.

    Ho an’ny legalista rehetra avy amin’i Bemafohy:

    http://youtu.be/ofcJ7EZZa9U

  8. Ity 13 may aza notapenana noho ny tahotra, sady manantena ny hijanona eo
    mandrakizay angaha ity domelina be,manala-baraka ny firenena ity??Tena
    nahazo « L  » mihintsy aho nahita ilay lalana tapaka @’izay vao maika hoy ilay mpaka sary hoe: »haka sary?? »
    opa sisa tsy azony. Dia mba ahoana koa ireo mpividy voalamena erak’Analakely ???gaga aho!!!

  9. MAILO MAILO MAILO !!!
    Anaovan’ny sasany santazy i FranceMan, dia hoe erreur be hono ny art.20 an’ilay FDR !!
    Manampy be an’i Satanie ; izany hoe efa tratra niboridana ry lerony ka tsy mahalala menatra daholo !
    Angamba tsy ampy dôzy, dia hoe alefaso indray aloha izay metimety kokoa ? Mazoto ve ianao ry madama kelin-dry tsy misy eritreritra â ?

  10. Hazavao kely misimisy fa mietsika indray i Kintana!!
    aza dia mampanaintaina toy izao oah! efa tenenina foana ianao.
    eo fa endrasako eto mihintsy .

  11. Tsy tokony ilay nanendrena an’i domelina ve no tokon tsy ho izy????
    fa miseho azy ho inona mihintsy ireo frantsay ireo e! raha hanaiky an’izany moa
    ny rehetra haninona????raha azoko izany dia i Fransman no nilaza fa Tsy izy ilay tondrozotra N 20 ve??
    Efa nahamahana ahy ary na ireo hiraka TROIKA aza koa efa misy tsy mazava ny tsy maintsy nanaovana iny
    sonia maika nandehanan’i domelina tany N Y iny.Asakasak’izay hanaiky izany eo aloha!!!!!izany ve tsy efa
    FANIRATSIRANA an’izao tontolo izao mihintsy?????

  12. Lasa nitondra FONOKA sy FANDRAIKIREKENA any Afrikadisida ny MPAMS !

    Niloloha lamba be tao anaty avion mahintsiny no tena marina sady mbola nanasina ny SAMPY no antony nahatara an’izy rehetra. Tena sûre sy certaine mahintsy zà !

  13. Raha ny Hotesy sy ny sitioara kosany alou mety tsy nanaiky ny niboridanany sy niosorany Diloilo tao anaty avion satria manatasy ny seza fa tany @ toalety izy rehetra no nanao ny nataony ka nanidy tena tao fa tsy hainy akory ny namoha ny varavarana ary tsy henony ny aterisazy.
    Ny mpamafa avion no nahatsikaritra fa nisy andian’olona voahidy tao @ toalety dia niantso ny sekirite.

    Izany no nahatara andr’i MPAMS t@ fivoriana.

  14. Tsy efa noteneniko ve ianao fa mbola nisikidy izy e!
    Mailo ! mailo !hoy Kintana!tokony tsy hisy hanaiky2 foana an’izany eo
    aloha dia ny mbola any fa raha vao tonga aty io raharaha io dia ho very an-jevony toy
    ny rivotry ny mpifana.

  15. Mailo tsara daholo, fa aoka tsy mikoropaka!

    Tsy misy mifendro amin’ireo saribakoli-na mpanjanaka ireo e!

    Aoka koa tsy ho asian-tsika importance ry milaza azy vahoaka raba sy ny tariny rehetra ireo

    Ndao isika hanao résolution hiezaka tsy hamaky sy hamaly izay soratan’ireo intsony!

    Sa ahoana hoy ianareo??

  16. Ho anareo mpanao commentaire ato amin’ity site ity.

    Ny tenako manokana dia « impartiale » sao misy miteny indray hoe « TGV » na tsy aiko !

    Miteny anareo fotsiny aho hoe : Mitodia amin’Andriamanitra/Jesoa Kristy !

    Na Ravalomanana ny eo, Na Rajoelina, na miaramila, na frantsay na tsy aiko avy !

    Ny fipetrahana ireo eo dia midika hoe voavonjy ianao !!

    Mipetraka eo zao ny TGV , dia ny pro TGV mahita ny tombon-tsoa, ny pro ravalo very tombon-tsoa

    Mipetraka eo Ravalo, d mitovy iany !!

    Raha Andriamanitra no mipetraka eo ! zany hoe mitondra ny firenena !! (tsy maihol akory fa Andriamanitra mihintsy) dia ny mahazo tombon-tsoa daholo ny rehetra !

    Ny feon’ny vahoaka tompoko dia tsy feon’Andriamanitra vely vely !!

    – Ra izany no izy dia feon’Atra v ny nitenenan’ny jiosy (vahoaka) hoe : Homboy i Jesoa Kristy ?

    Mankasitraka.

  17. Pro Ravalomanana daholo izany ny vahoaka malagasy, izay mihinan’ny tady tsy zakany amin’izao fotoana izao !

    Aza dia mahery mamely ouzo loatra ry ouzala sa fozavavy !
    Nisy ihany ireo nirediredy tato, fa toa azo atao number one amin’ny top 10 ity farany ity !

    Hi hi hi !!

    Omeo kely ny adiresin’Andriamanitra izany na mailaka, mba hiantsoan’azy ê ! Afrikana sa aziatika, sa fotsy hoditra moa izy io, fa sao dia lany andro eo fotsiny ?
    Tsara ho fantarina mantsy ny heviny, satria ny ankabeazan’ny mpanongana sy ireo miaramilany tsy dia mahafantar’azy loatra !!!

    Ho ahongan-dry zalahy eo koa ity Andriamanitrao !

    Raha mpivavaka, dia aza manoninonina fahatany ny anaran’Andriamanitra ê !

  18. Mapmé anà enao ry Kintana Manandrambo !

    Hita mitsy enao fa borné !!! loool za ts niteny mihintsy oe Izay miseho malala an’Andriamanitra apétraka itondra ny firenena !! Fa aleo Atra mihintsy no mitondra ny firenena !! Mba diniho ry namana an ! fa aza dia dondrona ohatran zao !! loool

    Dia lazain fa za no hoe manoninonina fahatany ny anaran’Atra ? lool

    Grave k ! tena grave nareo k ! Tsy raisonnement mits na kely aza ! Fa refa tsy pour Mr Ravalo dia pour an Mr Rajoelina !! Satria ny mazava loatra fa misy ray am ireo ahitana tombon-tsoa !

    Nefa aiza ? eo zao rajoelina ! mety manana ianao fa ny fanahinao very ! ra pro ravalo enao , aiza zé dadanareo ? Manin lé partisan ts masà mi sacre tonga d mi bloqué ny miaramila ar !! oe ts mamela ny ravalo iditra eto !! Be vava fotsn ! looool

    Néna ny tena tiako am tony debat tony d zah impartiale ! tsy marary sad ts impacté mits za na miteny ary enao oe Rajoelina zao sy zao na oe Ravalo zao sy zao ! fa ianareo ! Marary lé fo adala kel ! looool Tena hoe vendrana !!!

    Alefaso ny replique fa zay masà manao debat fona e ! zay olona nianatra, misaina ary mivavaka indrin indrindra !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *