SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy, handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony

SMM 12 Janv 12 (4)

Taorian’ny fivoriana notanterahan’ireo mpitsara mivondrona ao anatin’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara na SMM, androany Alatsinainy 30 Janoary 2012 teny Anosy, dia nisy ny fanambarana iombonana nataon’izy ireo. Voalaza ao anatin’izany fanambarana izany, fa taorian’ny fakana an-keriny niafara tamin’ny famonoana feno habibiana nataon’ireo andiana mpitandro filaminana, ny  mpitsara Rehavana Michel sy ny fanafihana ny fonja tany Toliary, dia mitafy henatra sy alahelo ny fitsarana malagasy. Ambaran’ny SMM, ihany koa fa efa nisy ny antso avo natao tamin’ny tompon’andraikitra mba hijerena akaiky ny raharaha ka hisamborana ireo nahavanon-doza. Kanefa, hoy ny fanambarana dia nitarina fihantsiana ny fitsarana ny raharaha ka nilazana hoe «  ny vy tsy mikitrana irery ».  Efa ho roa volana izahay, hoy ny SMM, no nitaky tamin’ny mpitondra ny mba hitsinjovana ny endrika kely indrindra amin’izany atao hoe tany tan-dalàna izany, kanefa niresaka tamin’ny vato sy nanao antso an’efitra ny mpitsara. Tsy menatra ny mpitondra, hoy hatrany, ny fanambarana mandrangaranga ny didim-pitsarana na dia mbola tsy raikitra akory aza izany, rehefa mifanindran-dàlana amin’ny tombontsoany sy ny fiarovany ny sezany. Ny vahoaka ihany no ianjadian’ny tsy rariny ka ifoteran’ny voka-dratsin’ny tsy fandraisana andraikitra ataon’ny mpitondra. Milaza ny Mpitsara malagasy fa tsy hanaiky ny fampiasana ny Fitsarana ho hery famoretana, ho an’ny tombontsoa manokan’ny mpitondra, na iza na iza. Tsy leferinay ihany koa, hoy ny SMM, ny baiko avy amin’ny mpitondra mba hanovana ny didim-pitsarana ary holazainay ampahibemaso izay mbola mahasahy manery anay amin’ny asanay. Manamafy ny SMM fa tsy hiverina amin’ny laoniny ny asam-pitsarana raha tsy tanteraka ny fitakian’ny mpitsara dia ny fialan’ny Ministry ny Flaminana Anatiny sy ny fanenjehana ireo nahavanon-doza tsy ankanavaka.  Ankoatra izay, dia nambaran’izy ireto SMM ireto fa tsy misy ny fiverenana farany kely indrindra ain’ny asam-pitsarana. Nandamoka  ny tetiky ny mpitondra mizarazara vola mba hamerenana ny asa farany kely indrindra. Tsy voavidy vola izahay, hoy izy, ireo fa zavatra tokana ihany notakianay dia ny fandraisana andraikitra.

48 pensées sur “SMM : tsy hanaiky ny fampiasana azy, handray ny baiko avy amin’ny mpitondra intsony”

  1. Tena ankasitrahana ny hestiky ny mpitsara

    Bravo ! Bravo! Bravo

    Ankasitrahana toy izany koa ny SECES

    Bravo ! Bravo ! Bravo!

    fantatra fa leony ny lainga sy ny fitapitaka ataon’ny fitondran’i Andry TGV ny manam-pahaizana rehetra ankehitriny. Raha milefitra amin’izao ihany koa ianareo dia tsy hahita rariny amin’ireo intsony.
    Fa tokony hotakiana ihany koa ny fialan’i Razanamahasoa eh ! Io no tena filohan’ny risoriso.

    Miandry antsika sendika hafa mba hihetsika eh !
    Aiza oh ! Aiza oh !

  2. Olona efa manapy-maso sy manapi-tsofina matoa tsy mbola mahatsapa fa

    TENA LEO TANTERAKA ity HAT ity ny vahoaka !
    Ny zavatra iriana dia mba hitohy haingana dia haingana ny RODOBE, ary tsy ny Mouvance Zafy ihany,
    fa

    NY MALAGASY iray manontolo.

  3. KOA

    Mamerina hatrany amin’ireo Mpanao politika isan-tsokajiny :

    Tario ny vahoaka, fa aza ny resaka sy ny fifandaminana no atao betsaka e !

    Raha tena tianareo ny hiverenan’i Dada dia –

    TARIO NY RODOBE ary haingana dia haingana izany ! Efa miandry ny vahoaka matoa mahasahy manao izao !

  4. FA TAIZA IZY IREO ATRAMIN’NY 2009 ? TSY ASIANA RESAKA BE FA TENA RESAKA FAMPANDRIAN’ADRISA NY AN’IRETO !
    TELO TAONA VE VAO HO TONGA SAINA HOE TSY MANDEHA AMIN’IZAY TOKONY HO IZY NY ZAVATRA REHETRA NATAONY ?
    RAHA TENA OLOM-BANONA ARY AZO HITOKISANA IANAREO, DIA MANAOVA DECLARATION OFFICIELLE HOE :
    TSY MANANKERY NY SAZY, ARY TSY MARIM-POTOTRA NY NIAMPANGÀNA NY PRESIDENT RAVALOMANANA !

    RAHA TSY MANAO AN’IZANY IANAREO, DIA OLONA MIALA BALA SY NAMAN’NY MPANONGAM-PANJAKÀNA !
    FANTATRAREO FA TSY MAINTSY HIVERINA EO AMIN’NY TOERANA ILAY OLOM-BAOFIDIN’NY VAHOAKA MALAGASY !
    TANDREMO FA NY VAHOAKA MALAGASY NO MAMELONA, ARY MANOME NY KARAMANAREO !!

    Mialà tao raha tsy fantatrareo izany hoe : Indépendance du Judiciaire vis-à-vis de l’Exécutif ! Exécutif issu d’un putsch, composé de traîtres et de renégats de surcroît !

  5. Dia tena mila mangidy be mihitsy ny kapoaka ampisotroan’ireo jiolahy mpitondra ireo vao mitokona.

    « Tsy voavidy vola izahay » fa rehefa ambanany basy na mikasitanana ny vady aman-janaka dia mampiforitra ihany.

    Ka tsy misy afa-tsy ny fitambarana ihany. Mitokona tanteraka ny mpampianatra sy ny mpiasam-panjakana (mpitsabo, mpitsara, …). Dia ady @ miaramila, pôlisy sy zandary satria ireo no mbola mora voavidy vola.

  6. Tsy nisy saosy nipitika intsony ve e!tendan-kanina be ilay zanakisoa
    ka miosanosana irery,tsy mahagaga fa mba alahoery ary fa miandry
    vokatra izahay fa aza hasiana hambanambana intsony e! raha mba nandray ny andraikitrareo ianareo hatrizay
    tsy ho tonga t@’izao isika fa tsy maintsy MISY NIRAY TSIKOMBKOMBA t@ zanakisoa ireo matoa i zanakisoa
    MAHASAHY MANJAKAZAKA TOY IZAO.manao izay danin’ny kibony mihintsy kala mpamosavy iny,MIBANAKA ka!!!

  7. lainga be ilay hoe TSy voavidim-bola ny mpitsara. Angamba nisy ny tsy voavidim-bola fa misy tena voavidim-bola mihitsy. Afaka manamarina an’izany aho fa tsy te hiteny fotsiny satria tsy raharaha iray ihany fa raharaha maro ary tsy azoko lazaina eto. Tena miaro izay manao tsolotra mihitsy ny mpitsara sasany. Izaho ry zareo vao gaga nisy iny raharaha iny, fa hatramin’izay 2009 iny ange ka toa izany foana no nitsy teo amin’ny fitsarana malagasy eh.

  8. Zavatra tsy takona hafenina izany Ramanana a!FIRIFIRY akory ary IMPIRY????
    nanomboka t@ 2009 no nakaty????ary MIHARIARY tsy misy tahotra na Mba indra-fo
    ary tsy MIVADITROVANA,tsy ho zakanareo raha ny ranomaso latsaka rehetra tao @’io fitsarana MITANILANAREO io.

    hitanareo ireny biby taomina @ camion ireny ray olona dia ao no manao maloto ary matory mitsangana raha tsy izany
    dia matory @ malotony eo sady mifanery be,izany no mahazo ny olona ,( marina fa nangalatra izy ireo ny sasany ) fa
    kosa ???ireo olona ao @ hotel de police ao Tsaralalana ao tompoko isany dia izay manam-bola ihany no mahazo mba
    mivoaka,lasa fitadiavam-bolan’ireo polisy izao ireo olona voatana ao ireo,fa rehefa tsy manana ianao dia « eo ianao no
    raisina »misy ao efa ho maherin’ny 2 herinandro miaina @’izany .ao no manao ny maloto dia ao no matory eo @ samy eo
    dia mifanoana sady mitsangana no matory tsy misy azo hipetrahana fa maloto no eo @ tany misy anao eo. Tena maharary
    tompoko fa tantaraina ilay izy ka ohatry ny mora fa izany izao no hiainana ao, @’io na vavy ny lahy na antitra na tanora
    dia bambaray ao daholo.TENA MAFY TOMPOKO o! tsy miaro nympangalatra aho fa misy olona tsy nanao ratsy ao nefa
    dia tazomina ao aloha ka manam-bola ianao dia mivoaka fa rehefa tsy manana dia MIARITRA ny MAFY ao.Ny fofona tsy
    fofona intsony,olona tao mihintsy no nitantara tamiko nivantana ary tena NALEMY aho naheno izany.

  9. Misary adala tony lehiben’ny SMM
    Ny anareo sy ny mpitandro ny filaminana tany Toleara no atao hoe: « Sola miondana fanoto ka tafaray samy malama »

    Zakao hatramin’ny farany, ny metimety dia avadiho ny disque, raha hendry dia meteza miahina ilay hira « TORABATO MIVERINA » anie hono ê!
    (dixit Andry Rajoelina votre chef suprême d’antan datant depuis 2009)

    Raha ny tenako manokana dia miala tsiny fa tsy hafaka ny hanoana izay KÔZINAREO (hatreto)

    Ho antsika dia meteza mamakafaka ny lalana nodiavin’ireto solontenan’ny Mpahay lalàna eto Dago … amin’ny alalan’ny recherche
    … nanaiky hivady ny mpamosavy vavy ary nanandratra ambony ny anaran’i Christine Razanamahasoa ireo

    – fa indrindra ianao io ra-marius
    tena nivadika ho nasiso

    Misavoamboana ohatran’ny tay entin-driaka

    Natao ho hitsikitsika andihizana kay papango mifaoka ny zanak’akoho

  10. Marina ny anao ra-Josefa: velezo ny vy dieny mafana!

    Fa ny an’ny PHAT, araky ny feuille de route made by France, dia:
    – mandat iray no tiany vitaina
    – ny nanjo ny firenena Côte d’Ivoire azo raisina ho santionany (tsy efa ho 10taona ngarangidina!)

    NOHO IZANY:

    Toa ny natao tamin’i Kadhafi no mendrika ny mpanongam-panjakana izay mampiasa ny hery roa lehibe dia ny basy sy ny lalàna hanampotehina ny tanindrazana sy ny olombelona ao anatiny toa an’i Andry Rajoelina

    RAHA MBOLA MITÂNA NY MAHA-IZY AZY KELY ITONY SMM
    DIA MIARA MILAHATRA
    mitsangana anivon’ny vahoaka
    eny… (ampiakarina) ambonin’ny ESTRADE à AMBOHIJATOVO

    farafaharatsiny manentsina ny taim-bavan’i Norbert Lala RATSIRAHONANA

  11. Midi Madagasikara

    Général Noël Rakotonandrasana :

    « La tension monte au sein des forces armées »
    Lundi, 30 Janvier 2012 00:00


    Petite fête pas comme les autres hier à la maison centrale d’Antanimora pour les détenus militaires qui y ont été transférés. Ils n’ont pas pour autant oublié leurs frères d’armes qui sont restés ou transférés dans d’autres lieux de détention.
    Transférés. Généraux Noël Rakotonandrasana et Raoelina ; Colonels Faustin, Jadifara, Andriamihoatra, Ramaharavo et Willy Aume. Ce sont les 7 officiers généraux et supérieurs qui partagent la même cellule à Antanimora. Par contre, le Colonel Rabezandry, le Lieutenant Noely et l’inspecteur de Police Jacky se trouvent dans le « fonjabe », c’est-à-dire parmi le commun des prisonniers.
    Pour leur part, les Colonels Raymond et Coutiti ainsi que l’Adjudant Fikisy sont toujours incarcérés à la maison de force de Tsiafahy. D’autres militaires ont été transférés dans d’autres lieux de détention. En l’occurrence, le Colonel Ravoavahy et le commandant Ratsiorimanana à Mantasoa ; 1 officier et 3 sous-officiers à la prison d’Antsirabe ; 1 sous-officier et 1 homme de troupe à Arivonimamo. Et d’autres suivront à Toliara.
    Condamnation à mort. « Nous réclamons le regroupement de tous les détenus militaires à Antanimora. Tout particulièrement les sous-officiers et les hommes de troupe à qui leurs familles avaient déjà eu du mal à leur apporter des vivres à Tsiafahy. Avec leur transférement, ils sont éloignés de leurs familles qui auront du mal à leur rendre visite et à leur apporter de quoi manger ». Le général Noël Rakotonandrasana, car ces propos sont de lui, de faire remarquer que « c’est une manière indirecte de les condamner à mort ». Et de citer notamment « le cas du caporal Aaron qui vient d’être transféré à Arivonimamo alors qu’il ne pesait plus que 36 kilos à Tsiafahy où c’est la Croix-Rouge Internationale qui lui apportait des vivres puisque sa famille ne pouvait pas y subvenir ». Et de réitérer que « ce n’est pas du tout un allégement des conditions de détention, mais une condamnation à mort ».
    Mensonge. L’ancien ministre de la Défense de la HAT de dénoncer ce qu’il qualifie de « mensonge de la HAT » à propos de leur situation. « Nous ne sommes pas en résidence surveillée, mais en prison », déclare le général Noël Rakotondrasana. En rappelant au passage qu’ils sont à « Antanimora depuis mardi dernier ». Et d’exiger l’application des dispositions de la Feuille de route sur les détenus politiques. « S’ils blaguent, cela va faire monter encore plus la tension dans les rangs des forces armées », prévient-t-il. Avant d’ajouter que « pour le moment, la démarche reste encore dans le cadre de la pacification entamée le 24 janvier dernier ».
    R. O


  12. Manao Sotro kely indray aho e! Mateti-pihavy 😉

    Mba mahalasa fisainana ihany hoe,

    Nahoana no tsy mihetsika ireo Mouvances ??? Indrindra ny Mouvance Ravalomanana ???

    Izao no fotoana tokony hanaovana ny Rodobe re e ! Sa ho andrasana indray hihetsika sy hanao ny ataony ny FAT vao hoe : asiako asiako an’izao sy izao ???

    Aoka izay ny FIFANARAHANA amin’ny HAT e !!!

    Mbola tsy ampy ihany ve ny fandrirariràna ataon-drajoelina sy ny frantsay ???

    Koa miansto anareo mazava aho :
    MM. Rakotoarivelo – Rakotoamboa – Raveloson – Me Razafimanantsoa – Naika Eliane – Zafilahy…….

    Alefaso ny RODOBE raha tiana hody amim-pilaminana i Dada !

  13. Efa tsara aloha rehefa manao izao ny SMM mieux vaut tard que jamais kanefa tsy ampy hampahadio azy ireo fa araho zay lazain’ny namana etsy ambony: manaova ary declaration ho ren-tany ho ren-danitra fa didim-pitsarana politika fotsiny handotoana Ny filoha Ravalomanana ireny didim-pitsaràna navoakan’ny Mpitsara ireny!!! aza miandry Rehavana hafa indray ho faty ianareo vao manao izany!!!

  14. Tombotsoan’ireo no hiadiavany eo fa tsy inona tsy akory,
    efa zatra gaboraraka ka nohon’ny tsy nisy saosy NIBANAKA
    intsony dia izao vao mody hoe…………dia ny polisy izao no mahazo Bizina » iray hetsy « isaky ny mpangalatra iray
    dia mivoaka satria tsy miasa ny FITSARANA ny trano tsy omby intsony,dia izay tsy manam-bola no FESONA ao.
    Ny an’i domelina sy zanakisoa ny FANAKANANA an’i dada no HIMATIMATESANY fa tsy mivaky loha @’izany izy.
    Ny fahorian’ny sasany hifalian’ny sasany.

  15. Ry mpitsara!Mahavelom-panantenana ny fifohazanareo ao anatin’izao fotoana manakaiky ny tsotsorimamba isarahana izao!Fa raha tena marina zay lazainareo dia ambarao ampahibemaso ireo fihetsika tsy manara-dalana nanerin’ny mpitondra anareo hataonareo ka notanterahinareo.Fa ny heloka ibabohana mody rariny: Famoahana didi-mpitsarana tsy marina, na tsy manaraka ny lalana velona ny famoahanareo azy§Avoahy daholo mba hinoanay fa niova fo tokoa ianareo! Raha tsy izany aza mandrebireby fotsiny eo, fa tsy zazabodo akory izahay ka ho fahanan-dalitra!!!

  16. Josefa ! ny famelomana ny hozatra izao no himatimatesan’ireo hividianana ny zanaky
    ny mahantra,fa ilay HERITRERITRA no vonoina @ alikaola sns marina izany an!
    hamidy @’ireo foza mpanam-bola ireo ny zaza mahantra hanirahana ireo alikamaty MPIVAROTRA ANABAVY IREO.

  17. kely sisa:efa manana avocat atsika dia hanitra ;efa io koa mpitsara dia arnaud sevarnagué;complet ny ekipa;aty @magro no atao ny fitsarana ireo fat ireo;

  18. Mietsika foana fa é!é!é hitokona foana fa é!é!é mpangalatra sy mpitsara mpilomano ao anatin’ny alahelom-bahoaka sy faly amin’ny fahorian’ny sasany ve? tsy asianay vahoaka sira na kely aza! mpangaltra ireo!!!

  19. Gorodaolava sy vahoaka angamba gayS; SA MPIVADY ? Toa miaradia lava, tsy misaraka mihintsy ! Mbola ho avy CDT Massoud ! Triolisme, dia tonga i rabe !!!! Izay vao tena partout izy !!! MDR !!! Hi hi hi !!


  20. Milaza inona indray hono ny fodian’i Satanie ??!

    Hitomany izany i « zandry » koo ! i zoky moa ity efa mangingina fa mihamaloka ny andron’ny HAT !Haloto be indray ao an-joro ao, sao misy manatokatona ny fonenany !Avelao izy ho sepotry ny ataony ao !Izany tokoa no atao hoe : tonga fofona !!! MDR!!!

  21. Baiko avy amin’i Tsistisirkôz io ê ! Il faut sauver le soldat X, avant qu’il se fasse zigouyé ! Son heure est comptée car il commence à sentir le foza à plein nez ; Dada sera de retour dans pas très longtemps !

  22. Arangarangao iany ny PINCES sy ny SANGA ry RABE bePSEUDOS fa ho keropohan’ny tsy mahaimaka manta eo vao ho GAGA aho hoy ny ganagana !!!

  23. Hody angaha hono???tsy namokatra angaha???ho soloina an’iza indray???
    esy aho ry chatay e!!tsy fantany fa tany masina io ka tsy azony ZIMBAZIMBAINA???
    dia ho hatao aiza i Kalakely hono???ho ahilika @’iza ????

    Avelao harangarangany any daholo izay harangarangany fa tsy misy matahotra an’izany eo ry Baby a!!olona mahery
    an-tanana fotsiny!!vao mivoaka an’i Mada dia FAKO aza mbola misy mpijery.
    Efa kendaroroka ireo e!!ireto karana sisa manao izay ho hafany MIVIDY izay azony vidiana to itony ry bomba koa tsy maintsy
    isika mailo tsara @’ity ilay bomba fa efa tsy izy intsony iny,sady hainy ery ity mamorona lalana vao2 ho azy ahafahany manao
    ny tetika ratsy rehetrany,mody adala very saina nefa hita fa KARAMA dia terena fotsiny hisy lalana vao2 ho azy.

  24. Rabe bepseudo vao miala an’i Mada de miafina, mihidy vody fa sangpapier hihihihihi ! Mihondrà ny tananay sy ny papier kely arangarangany !

  25. Tena marina ny an’i SMM raha mitaky ny zony izy, mpitsara iray no maty, Fa ianareo zanak’i Dada ireo dia diso hevitra raha hanampy anareo am fodian’ny ra8 ireo satria vahoaka maro no novonoiny. pire noho izao no hataon’ireo SMM ireo raha sanatria tsy lasa eny Tsiafahy ra8.

  26. Mba tsy nisaina koa ilay olona miantso an’ilay Association’i Vetaveta Sylla hoe :Maman !

    Manambany ny vehivavy rehetra mihitsy.
    -Mba hoe Association V.dim-bazaha angaha no tena marina !

  27. DISOIKO KELY ILAY COMPARAISON SECES/SMM etsy ambony:

    Ny SECES dia mpampianatry ny oniversité, nandale fitondrana maro, tsy postes dits « politiques ».

    Ny affectation ny juges, procureurs @ chef lieux de provinces dia lalaovin’i Christine Razanamahasoa @ izao fotoana izao, misy olona nanao forum t@ MOOV aza nilaza mihitsy fa ny havany no tena mahazo postes importants izao.Eny, fa na dia na dia ny concours @ magistrature aza efa nolotoin’ny corruption ny examen (nisy izany).

    Ny mpampianatra @ SECES dia betsaka no nandia fianarana tany ampita, dikan-teny: sarotra ny hilaza fa kolikoly no nahazoany diplaoma.Rehefa manana doctorat sy chercheur dia mahazo postes, antony: efa vitsy ny mpampianatra ka tsy hoe hiadivana ny toerana.

    Noho izany, tsy ataoko mitovy lanja ny SECES sy ny SMM.Les uns sont beaucoup plus méritants que les autres qui sont des CHOIX de nominations d’ordre politique.

    MOMBA ITY ARTICLE NY SMM ITY:
    Tsy haiko ilay tantara, iza no marina sy diso tany amboalohany teo @ pôlisy sy mpitsara, fa tsy mety kosa no nataon’ny pôlisy nanao otages. C’est un fait, mais je ne vais pas élever la voix pour défendre les juges et magistrats Gasy.

    Ny fanontaniako VOALOHANY fotsiny dia hoe: inona no nahatonga pôlisy misy 20, miandahy miambavy nanao révolte (car il s’agit bien de cela, une MUTINERIE).

    Ny fanontaniako FAHAROA: décision de justice RARINY ve no ataon’ireo? Toa ny mahazo ny groupe TIKO @ izao fotoana izao ireny ve dia rariny? Mpitsara ankehitriny ireo anefa no manao izao, tsy misy indépendance (au mieux) dia mangina izy, na koa napetraka mba hanao izay sitrapon’ny HAT (au pire) no hitako.

    Tsy mpamono olona aho, tsy mpaka otages ary tsy mankasitraka izany, nefa tsy hoe maty akory ratompokolahy Rehavana ,ka tsy tiako ho fantarina ny abus (éventuels) nataony.Amin’ny Malagasy ma,nko rehefa maty dia mahazo rariny, nefa mahare version gravy be koa aho, méfaits nataon’io mpitsara io (ce qui ne justifie pas le crime à son encontre)

    Izao posts-ko izao dia afaka hanagadran’ireo mpitsara ireo ahy @ izao fotoana izao,tsoriko izany, hamoronany dossiers.

    CONCLUSION: aza dia miditra lalina loatra @ resak’ireo isika zanak’i dada. Tsy tolona antsika ireo, ny an’ny SECES mazava sy courageux be; milaza ampahibemaso hoe « esory ny ministry ny vola fa bloqué tsy azo ny volanay ».

    Inona no déclaration mba lazain’ny SMM, MAZAVA? Tsy misy

  28. Averiko fotsiny ny post ny namana ery ambony ery:

    RAHA NY TENAKO MANOKANA DIA TSY AFAKA HI DEFENDRE NY CAUSE NY MPITSARA.

    Ny fanontaniako VOALOHANY fotsiny dia hoe: inona no nahatonga pôlisy misy 20, miandahy miambavy nanao révolte (car il s’agit bien de cela, une MUTINERIE).

    Ny fanontaniako FAHAROA: décision de justice RARINY ve no ataon’ireo? Toa ny mahazo ny groupe TIKO @ izao fotoana izao ireny ve dia rariny? Mpitsara ankehitriny ireo anefa no manao izao, tsy misy indépendance (au mieux) dia mangina izy, na koa napetraka mba hanao izay sitrapon’ny HAT (au pire) no hitako.

    Tsy mpamono olona aho, tsy mpaka otages ary tsy mankasitraka izany, nefa tsy hoe maty akory ratompokolahy Rehavana ,ka tsy tiako ho fantarina ny abus (éventuels) nataony.Amin’ny fomba Malagasy manko rehefa maty dia mahazo rariny, TSY FANAO NY MANARATSY MATY

    Mahare version gravy be koa aho, méfaits nataon’io mpitsara io (ce qui ne justifie pas le crime à son encontre). Ilaina fantatra ny antsipirihiny rehetra raha misy ny enquête, tsy fomba malagasy fotsiny akory na tondro-molotry ombiasa (dadarabe) dia hoe itsy na iroa ny diso, dia vita ny fitsarana.

  29. OU EST PASSE RABE ?????????
    HA HA HA HA HA HA HA HA !!!!!!!!!!!
    TROP DE PSEUDOS, TROP DE CONNERIES !!!!!!!!!!!!!!!!

  30. Josefa!
    manova zavatra be dia be ilay teny rehefa haverina in-2 ohatra ity hoe: » Veta » ity
    fa mba hatsiotsio ihany ilay resaka fa ianareo sy Kintana dia diso mahitsy loatra
    indraindray kah!!hi!hi!hi!
    Io mama io dia fitadiavana « FITIA » toa ilay domelina mitomany ho ray aman-dreny ,
    mpanjaka efa fantany mantsy fa tsy ho prezidà na oviana na oviana izy fa terena
    fotsiny ,dia eo koa ilay fikambanana Fitia an’i kala Mialy.Mitady fitia fa tsy mahazo e!!
    Tsy misy mpanisy sira fa vola baoritra.

  31. Ho hatsiotsion’aiza ny inona ê !
    Il faut de temps en temps appeler un chat,un chat ; et une chatte noire de mpams ne sera jamais une chatte toute blanche ! Sauf peut-être une vieille chatte, et encore que.. !!!!

  32. Fa ahoana ary izany ? tsy de temps en temps, fa rehefa chatte, na noire na blanche dia chatte e ! raha azo atao dia chatte tsy niasa loatra tany @ vazaha kosa kaaaa!Ireny mantsy ilay atao hoe : vieille chatte ! Mdr ! Mora leo (tsy averina in-droa io an, tandremo ry KM )be raha ireny, toa an’i Veta!
    -OMG

  33. Iza no mahita sao bingo kosa kooo!
    Raha vao tsy Pams aloha dia aleo ihany ilay chatte noire e ! Mbola tsy leo (tsy averina indroa io an ) ihany tsinona ! mdr

  34. Sao dia mba hiteniteny foana eo indray Kintana @ ity zavatra miverimberina ity a!!
    Mba tandritandremo ihany oah!ny rindrina anie manan-tsofina e!!Hi!hi!hi!! manapa-tsinay ahy
    mihintsy ianao ity kah!!!nahita fiteny tampika teo indray .

    Mba handefaso vao2 @ fiavian’i mama Ravalo hoe izay mba mahalala fa mahaliana sady mba misy hampiomanana
    ny any @ tanana,sady mba hampitana ny vao2 haingana,vao nisy namako niantso ahy izao teo tena tsy mahalala iazny,
    nefa mba mpandala ny ara-dalana ihany.

  35. Sao dia mba hiteniteny foana eo indray Kintana @ ity zavatra miverimberina ity a!!
    Mba tandritandremo ihany oah!ny rindrina anie manan-tsofina e!!Hi!hi!hi!! manapa-tsinay ahy
    mihintsy ianao ity kah!!!nahita fiteny tampika teo indray .
    Izao anie ry dahy e!raha hoe  » veta » mbola mba maivamaivana ihany ny mihaino azy fa raha vao haverinao in-2 ilay
    izy dia tena mankararirary sofina ihany,ohatry ny dia efa tena dia salôpilôpy be mihintsy ilay olona nefa mba vehivavy
    lehibe ihany ilay izy ha!ha!ha!!!!!sa tsy izany ??????malemy mihintsy aho aminao kah!!

    Mba handefaso vao2 @ fiavian’i mama Ravalo hoe izay mba mahalala fa mahaliana sady mba misy hampiomanana
    ny any @ tanana,sady mba hampitana ny vao2 haingana,vao nisy namako niantso ahy izao teo tena tsy mahalala iazny,
    nefa mba mpandala ny ara-dalana ihany.

  36. KM : Ho hatsiotsion’aiza ny inona ê !

    Sao dia mba mibilobiloka kosa koo!

    KM : Il faut de temps en temps appeler un chat,un chat ; et une chatte noire de mpams ne sera jamais une chatte toute blanche ! Sauf peut-être une vieille chatte, et encore que.. !!!!

    De temps en temps ahoana ary e!? Ny ahy aloha dia chatte mainty ihany fa raha chatte fotsy sao leo eo (tsy averina indroa an! ) Mdr !

  37. Ka tsy dia azoko tsara ilay dikan’ilay « hatsiotsio » anie ê ! Vocable mbola tsy hitako.
    Ho bedin-dranavalona eo anie ianareo mamadi-dresaka eo ê !
    Hoy aho, ny saka maintin’ny mpamosavy (mazàna mainty hono ny sakany, na ny an’i Garigamela aza ) tsy hivadika ho saka fotsy (volo ) na dia antitra aza ! MDR !!

  38. Mba hataovy tsy dia mankarary maso re e!!ohatra ilay hoe : manao maloto ohatra avy dia
    ahitsinao ilay izy anie ry Kintana e!( aoka izay fa tena latsaka aho marina e!!!!)
    Dia jereo vao maika koa hampiana’i Njara ilay izy anie e!!!!!latsaka mihintsy izay tsy ho latsaka marina!!!!!

  39. Ary ahoana indray raha ataontsika hoe : Piso ?
    Piso mainty sy Piso fotsy 🙂 hi hi hi
    Saingy toa tsy mety ny hoe : Piso mainty, fotsy-volo – Piso-fotsy ho an’ny Pams-mainty !
    OMG ! 😉

  40. Njara a!!saka no tsara fa toa manasoasoa azy izany PISO
    izany tsy mendrika ny antsoina hoe : PISO akory ireo fa avy dia ataovy
    hoe: « SAKA maintsy » BASTA!!!!!!!miloloha lamba!!!!!mioso-menaka!!!!!mikapa an-joro!!!

  41. Njara a!!saka no sahaza azy tsara fa toa manasoasoa azy izany PISO
    izany tsy mendrika ny antsoina hoe : PISO akory ireo fa avy dia ataovy
    hoe: « SAKA maintsy » BASTA!!!!!!!miloloha lamba!!!!!mioso-menaka!!!!!mikapa an-joro!!!
    Mpanitsa-pasana!!!!izao mihintsy no lohana MPAMS raha tsy hainareo ireo loha-poza
    MPANOMPOSAMPY IREO.

  42. Chatte noire de mpams, toute chauve et enduite d’huile, cherche chat teigneux. La ramatoa adore les gros matous !

    Tandremo ranavalona fa ny foza izao no tsy mahatazona an’izay tokony ho tazomina â ! Efa manomboka mitsaoka daholo hoy aho, satria maimbo dia menatr’olona !

  43. Communiqué du GTT La REUNION


    L’ Etat voyou existe bel et bien à Madagascar.
    – Après avoir volé aux Malgaches le pouvoir en mars 2009,
    – après avoir mené le Pays à la dérive pendant trois ans , la HAT continue de plus belle à écraser le Peuple Malgache, à le priver d’espoir et de liberté.
    – Le Notam émis pour empêcher le retour du Président Ravalomanana le 21 janvier 2012 ainsi que l’injonction à Air Links de ne pas embarquer Madame Ravalomanana ce jour, sont une entrave grave aux libertés et au droit de l’Homme.
    – Faut il rappeler que durant ces trois ans de négociations, le Président Ravalomanana n’a cessé de faire des concessions pour l’intérêt suprême de la Nation. Malgré la signature d’une feuille de route favorable en grande partie à la Hat, malgré la répartition des sièges toujours en faveur à la HAT,
    – la Communauté internationale semble aveugle et ne voit pas la mort programmée de la démocratie à Madagascar. Aucune décision ferme pour appliquer cette feuille de route qui stipule le retour des exilés et la liberté d’expression.
    Nous demandons à la Communauté Internationale de cesser de prendre les 20 millions de Malgaches en otage.
    – Le Peuple ne veut pas de ce pouvoir totalitaire et mafieux qui ne connaît que la force et l’intimidation et dont l’intérêt de la nation est leur dernière préoccupation.
    – Compte tenu de ces agissements graves, nous demandons à la SADEC de prendre en charge le rapatriement du couple présidentiel dans notre Pays où toute une Nation l’attend.

    Nous demandons aussi l’Intervention des forces de sécurité de l’Union Africaine pour déloger Rajoelina
    Et sa présence pendant les élections législatives et présidentielles.

    Le Pouvoir doit être restitué au Président Ravalomanana , l’élu du peuple. Le mot « démocratie » doit être universel et prendre sens non seulement en occident mais aussi en Afrique et surtout à Madagascar.

    La HAT et la puissance étrangère qui la soutient n’ont qu’une chose en tête : empêcher par tous les moyens le retour du Président Ravalomanana à Madagascar, mais c’est sans compter sur le courage et la conviction du peuple Malagasy.

    Nous remercions vivement le Peuple Malagasy d’avoir été présent en masse le 21 janvier et ce jour à Ivato et nous nous joignons à lui pour continuer la lutte, afin que Madagascar recouvre la liberté et la démocratie.

    GTT Réunion

  44. Seule la descente massive dans les rues qui sortira definitivement le pays de crise


    Date: sam 4 février 2012 18:08:00

    Non venue de l’Epouse du Pdt Ravalomanana, Lalao Ravalomanana : Qui est responsable ?

    Publié le Samedi 4 février 2012 à 19:58

    Interdite de séjour dans son propre pays !

    Ce qui n’était une vague rumeur en début d’après-midi s’est donc confirmé à 17:00 : Lalao Ravalomanana n’atterrira pas à Madagascar ce samedi 04 février 2012.

    Pour quels motifs une citoyenne de nationalité malgache, sans aucune condamnation à son encontre, sans aucun mandat d’arrêt sur sa personne, a été purement et simplement empêchée de revenir dans son pays natal ?

    Dans quel pays arbitraire vivons-nous ? Quel genre de pays et de dirigeants avons-nous pour nous permettre de fouler de la sorte l’un des droits les plus fondamentaux et universels de ses ressortissants, à savoir la libre circulation dans son pays ?

    Un citoyen privé de la sorte de sa liberté n’évolue pas dans un pays dit « démocratique » : ce pays qu’est Madagascar ne peut donc plus être considéré comme une démocratie. Mais plutôt comme une dictature dont ceux qui se considèrent comme les dirigeants se croient tout permis de faire selon leur bon vouloir, sans respect aucun des lois en vigueur, sans respecter aucun des droits de ses citoyens. Cela s’appelle tout simplement une atteinte aux droits de l’Homme, de la Femme en l’occurence.

    Madame Lalao Ravalomanana constitue donc une menace pour ceux qui ont jugé plus opportun de la laisser là où elle se trouve pour le moment. Sans que ces mêmes personnes aient suffisamment de courage pour agir à visage découvert, en plein jour. La communauté internationale jugera sur pièce de cette belle preuve de lâcheté, à l’égard d’une femme qui plus est.

    Plus grave encore, au moment où nous parlons, que reste-t-il de cette fameuse feuille de route qui, au fur et à mesure que les événements se passent, confirme bien le fait qu’il n’aura engagé que les idiots qui y auront cru? Aucun respect dans l’exécution de son planning, aucun respect même dans l’application stricto sensu de chacun de ses articles. Sans même parler de ce Premier ministre de la Transition qui n’aura du Premier ministre que le nom.

    Nous attendons également les premières réactions de cette communauté internationale qui ne « jurent que par cette feuille de route » : quelles seront leurs sentiment vis à vis de ce retour avorté ? Est-ce encore une décision « irresponsable » de Mme Ravalomanana ? A moins que ce ne soit une décision « unilatérale » de sa part ?

    Madagascar est tombé bien bas. A chacun de ses citoyens de se situer maintenant dans ce contexte qui le privera petit à petit, jour après jour, de ses droits les plus basiques, de sa liberté de circuler. Et bientôt de sa liberté de penser.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *