Lasa tokoa ny eritreritra raha dinihina ny ady hevitra kely tanatin’ izao taombaovao izao. Hoy ity namana : «… Tsy fiantehitra ny fitondrana amin’ ireo soatoavina fihavanana sy fiainam-panahy ireo, satria izy ihany no nitarika ny fanimbana azy ireo, nanomboka tamin’ ny fitondran’ ny vazaha ary indrindra mandrakizao …»

                       Tsy nisy tokoa ny zava-dalina fantatry ny fitondrana frantsay teto, nanomboka tamin’ ny taona 1896 ka hatramin’ ny 1960, momba ny fihavanana sy fiainam-panahy,  afa-tsy ny fampifandrafesana antsika Manankasy sy ny fampiainana fomba tandrefana  ? Noteren’ i  Galliéni mihitsy ny manamboninahiny hahakaroka fahalalana isan-karazany momba ny Nosintsika (1897-1907), ara-jeografia, ara-toekarena, ara-kolontsaina, ara-toetra amam-bikantsika. Ny hahafahany manapotika ny maha isika antsika no anton’ izany. « QueMadagascarsoit laFranced’outre-mer ! », hoy izy. Vokatr’izany dia nisy ny vanim-potoana « Fakan-tahaka », araka ny tantaran’ ny literatiorantsika,  ny fifanambaniana ara-piaviana sy firazanana, ny fanandrianana ny zava-bazaha, ny fanandratana ny vola sy voninahitra aman-tseza. Ka inona àry no mamy amin’ ity fiainana ity ankoatra ireo, rehefa vonoina an-karanany hatrany ny famerenan-kasin’ i Manankasintsara tamin’ ny tolona Menalamba, Sadiavahy, V.V.S., M.D.R.M. ? Sady lefy ny fihavanana no rambon-javatra ny fiahiana fanahy aman-kasina mandrakizao 2012 izao.

             Niverina ny fahaleovantenantsika tamin’ ny taona 1960. Voasariky ny firentin’ ny « pôlitikan’ ny kibo »-n’ ny filoha Tsiranana i Manankasintsara. Nibahanan’ ny paikan’ antoko PSD sy ny adiny tamin’ ny AKFM sy MONIMA ny fiainam-pirenena. Nolazaina fa sarintsarim-pahaleovan-tena ny Repoblika I . Tsy fiainam-pirenena loatra noho izany ny fihavanana sy ny fiainam-panahy aman-kasina nentim-paharazana. Anisan’ ny niteraka ny « 13 mey 1972 » izay.

 Niezaka ny hamerina ny hasin’ ny rafitra « fokonolona » sy ny tena fahaleovan-tena ny fitondrana Ramanantsoa sy Ratsimandrava (1972-1975). Nampangininy ny fitokotokoana ara-politika. Fitaovana hoenti-mampivoatra ara-toekarena sy sosialy kokoa  ny fihavanana firaisan-kina teo,  tsy nipaka mivantana tamin’ ny fanahy sy hasin’olona lafiky ny fihavanana.Varianan’ ny rafitra fanavaozana  ny mpitondra ka araka izay koa ny firenena. Niafara tamin’ ny fikorontanana  sy ny famonoana ny filoham-pirenena Ratsimandrava rahateo ny fitondrana,  tsy foana ny fisaraham-bazana izay lova navelan’ ny fitondrana nodimbiasana.

                       Fanarenana ara-toekarena amina firehan-kevitra sosialista indray no nentin’ ny Repoblika II (1975-1991). Niteraka karazam-pihavanana ara-pamokarana sy ara-politika io, satria namelomana indray ny antoko ary nampanantenana fiavotana ho an’ izay mpiandany. Nobaboina tamin’ ny Tolom-piavotana sy fanovana mahery vaika ny firenena.  Toa tsyhavana, tsy manam-panahy izay olom-pirenena tsy tanatin’ ny « Mandan-tehezan’ ny Tolom-piavotana ». Nisongadina be ny antoko AREMA tamin’ io !  Mbola nampilentika an’ ilay fihavanana sy fiainam-panahy izany ; niainga tamin’ ny hita maso fotsiny ny firehan-kevitra ; nisy ny fanampenam-bava ara-politika. Niotazan’ ny fitondrana fatiantoka  ny politika « mamokara mamokara », nony farany. Nihànaka hatraty Manankasintsara teo ny fanalalahana ara-toekarena, ny fampanajana ny zon’ olombelona. Efa nanomboka holeon’ ny toe-draharaha politika koa ny ankamaroan’ ny Manankasina. Niafara tamin’ ny raharaha « 10 aogositra 1991 » ny fifangaroan’ izany rehetra izany.

            Nantenain-kanirina ny tsy rariny sy tsy ara-dalàna ny Repoblika III, kanjo vao mainka nampivandravandra. Olona efa nitady tombontsoa manokana tamin’ ny fitokotokoana ara-politika ny ankamaroan’ ny nanjera ny Repoblika II, ka hadino ny hasin’ ny fihavanana amam-panahy. Fahefana, seza, voninahitra, vola no nentina hahazoana vahoaka teo. Nifanaritaka ny samy mpitondra sy mpanao politika, ka ny filoha Zafy Albert no naongan’ ny Solombavambahoaka tamin’ ny taona 1996. Tafaverina ny filoha Ratsiraka tamin’ ny 1997 kanefa tsy lany indray tamin’ ny 2002, satria tsy voaariny ny lesoka nety ho foanan’ iretsy soatoavina iretsy.

 



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Inona ny vaovao ry Vital a ?
  2. Herin’andro hitondra inona?
  3. Hiverina any Madagasikara hitondra fandriam-pahalemana aho, hitady vahaolana fa tsy hitondra korontana, hitondra izay fomba rehetra hampandrosoana an’I Madagasikara aho hoy I Dada.
  4. Ho tonga aho tsy hitondra korontana fa hitondra filaminana, hoy ny filoha Ravalomanana
  5. inona ny antony tsy hahombiazana any Gaborone ? Tsy misy na kely aza !

25 Comments

  • Rasamy dit :

    - PRESENTATION DE VOEUX: 4 cérémonies d
    - PRESENTATION DE VOEUX: 4 cérémonies de présentation de voeux auront lieu ce mois de janvier à Iavoloha. La première se déroulera le mercredi 11 janvier, la seconde le 12 janvier, la troisième cérémonie se tiendra le vendredi 13 janvier et la quatrième se fera le samedi 14 janvier. La présidence de la HAT a pris cette initiative compte tenu du nombre assez conséquent des invités et dans le dessein de mieux aborder le cours des affaires nationales par rapport à chaque secteur d’activités.

    Date : 05/01/12

    Hampirevy indray i TGV nefa ny vahoaka efa MITSAKO BILLE na BONBON KANETY aza tsy misy akory.Ary jerevo fa efatrandro misesy no hanaovany FAMPIREVENA. Taiza no mbola nisy haotrizao hatraminizay.zao zavatra ataony izao vé dia mbola tsy mahatongfa SAINA ho an’ny MALAGASY rehetra sa kosa hiaritra TREFLE eto foana, samia aminizay TONGA SAINA fa efa FANAMBANIANA sy FAMONOANA ny MALAGASY izao

  • elas dit :

    moralité : on n’est jamais mieux servi que par soi-même !
    il vaut mieux commencer petit pour bien grandir plutôt que prétendre la grandeur en étant petit.
    Il ne faut jamais péter plus haut que son Q, le gaz se faufile vite dans les narines.
    izay mamboly, mihinana ny vokany, izay tsy mamboly mitaty ny valiny.
    tous les grands pays ont connu leur grave révolution pour arriver à aimer leur patrie et l’aider à se développer.
    Rien ne s’acquiet facilement, inutile de mendier, de quémander,de copier, de rester sans rien faire, d’accepter la fatalité, de se plaidre, de se lamenter.
    Tous les hommes sont nés égaux, ils sont libres de travailler, de manger, de nourrir leur famille, d’éduquer leurs enfants.
    Si ce n’est toujours pas le cas des manakasina depuis 1896, il faut réagir.

  • Zora dit :

    L’ expression du visage de ce monsieur un mpitolona assidu de chez Magro en dit long sur la situation.
    De quoi demain sera-t-il fait?

    Après 3 ans, faut -il encore venir user ses pantalons, ses chaussures parmi la pierraille du kianja , pluies battantes ou soleil impitoyable…
    D’autant plus que les prétendus mpitarika qui sont tous apparus un beau matin, sans que personne ne leur ait demandé, venir discourir sans fin sur le même sujet – rien de nouveau sous le soleil _ sont devenus agressifs , peu démocratiques, rabaissent même, humilient les mpitolona, de vrais anciens combattants, audacieux et qui veulent aller de l’avant. Tout simplement parce qu’ ils veulent en finir avec cet état de non -situation, sans boulot, domicile aléatoire, situation critique pour beaucoup d’entre nous. Est- ce un crime de vouloir accélérer les choses ?

    Evidemment de n’est ni le cas des Maitre Hanitra, ni des Mamy Rakotoarivelo et consorts

    A rappeler , Maitre Hanitra et vous autres, arrêtez de penser que l’on cherche à tout prix à vouloir votre place, qu’on est tous bleus et morts de jalousie … ce n’est pas la manière de voir de vrais militants, mais faites plutôt votre psychanalyse, cela vient de quel esprit , vous en prendrez de belles sur vous.

  • Saryteny dit :

    Tsy maintsy manomboka aminy Fito otrany andro alahady sy ny fahakana aina sy famelakeloka dia ampina ray fotsiny fa tsy miazakazaka:
    - 7 + 1 = 8 ,tonga Ravalo ; 8 + 1 = 9 vita ny sivy ; 9 + 1 = 10 mamo fa mbola misy ray tavela otrany Ray any Andanitra ; 10 + 1 = 11 Ray sy Zanaka ; 11 + 1 = 12 Apostoly manaparitaka ny Vaovao Mahafaly na 1+2 = Ray Zanaka sy Fanamasina .
    - 2007:lany Ravalo
    - 2008:Fanomanana ny anonganana any Ravalo
    - 2009:Mianjera Ravalo
    - 2010:Tafiditra kizo Madagascar
    - 2011:vita sonia feuille de route
    - 2012: ?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Raha mijery ny sarin’io Radada io ny tenako, dia lasa saina toa azy ! Ary angamba mety latsaka mihintsy ny ranomasony ao ambadi’ireo solomaso anaovany ireo, raha mieritreritra ny adalan’ireto milaza azy sefon’ny mpitolona ireto !!
    Tena tian’Ingahy Rakotoarivelo aloha ilay toerana Pdt-n’ny CT ê ! Toa tahaky ny tamin’ny 2009 ihany izy ity !
    Fanontaniana vitsivitsy no apetrako aminareo ireo ao !
    - Angaha moa tsy maintsy TIM vao mahazo mihiditra ao amin’ny MAGRO, ka tsy maintsy hoe manaraka ny fitsipiky ny TIM ? Tsy kaonty intsony ve ny olon-tsotra toa anay, no dia atao raok’alika hoe « rehefa tsy faly dia iry malalaka ny varavarana, ary dehors » ?
    - Tsy mila manana diplaoma be anie ry zareo, vao afaka mamakafaka ny tian’ny Prezidà Ravalomanana lazaina ê ! Efa nilaz’izy fa « Hitanareo ny varavarana nihidirana, ka tokony ho hitanareo koa ny fivoahana RAHATOA KA TSY TANTERAHAN’NY PHATY NY TONDRO-ZOTRA » ! EFA DIFY HATRY NY ELA NY FITO ANDRO NILOKALOKAN’I MADAMA DOSIE, IZAY FANTATRA FA MPINAMANA BE AMIN’INGAHY FETISON !
    - Nahoana indray no tsy avela mandray fitenenana intsony, izay manank’ambara, ka hoe tsy maintsy mandalo « komisiô » ao Bel-Air vao mahazo micro ?
    - Inona marina no tsy nahafaly anareo, rahatoa ka nizara vary ho an’ireo mpitolona ireo, ny namany avy any an-dafy (izay tsy nisy resaka firy tato amin’ity site ity) ? Angaha indray tsy tolona hiarahana atao izy ity ? FAHADISOANA VE NY MANAMPY AN’IREO VAHOAKA SAHIRANA ?
    -Raha mivaoka avy ao amin’io MAGRO io ny vahoaka mba ho fanehoana ny fitaintainany, ny fahasahiranany ary ny finiavany hamerina ny Filoha Ravalomanana, tsy ho vitanareo ve no hiaro azy ireo satria IANAREO ANIE EFA AO ANATIN’IO GOVERNEMANTA IO MIARAKA AMIN’NY PRAIMINISTRA Ê ? IO LAZAINA FA PRAIMINISTRA IO INDRAY VE NO HANDEHA HIDAROKA NY « NAMANY », SATRIA AVY AMIN’NY MOVANSA ZAFY ALBERT HONO IZY IO ?
    Mba lazao ny tena marina, fa tena kivy ny vahoaka !!!!!

    MINO AHO FA TSY AO ANATIN’NY « DEUX PREMIERES RANGEES » IO RADADA IO !!!

  • Njara dit :

    Salut Kitana !
    Toa kivy be ianareo izany ?!
    Enga anie ka ho tsia ny ho valiny !
    Asa aloha fa dia samy mandray izay tandrifiny avy ny « Mpihaino sy ny Mpitolona e!
    Fa raha araka ny eritreritro dia enjana loatra izany fandraisanao azy izany !
    Ny fifanomezan-tsiny aloha mora dia mora e, fa ny MIKATROKA mba jereo ihany fa somary enjana noho ny fanenjehana sy ny fampitahorana.
    Aoka mba tsy ho afangaro re ny fampitandremana ny « Mpisoloky » mitady hanakorontana, sy ny Mpitolona e!
    Heveriko fa tsy mandroaka velively izay manana ny firehana ao am-pony akory ilay……kabary, fa fampahatsiahivana fa ny « Mpanakorontona dia betsaka ka aoka samy ho mailo : izay no fandraisako ny ankapobeny.
    Tsy misy fanomezan-tsiny akory ny voalazako, fa mba entina hifampidinihina sy ho fampieritreretana ihany !
    Miady amin’ny frantsay isika e , ary noho izany dia miady amin’ny Mpisolelaka aminy koa .

  • Njara dit :

    Ny fandraisako ny eritreritr’io RadaDA io ve ?
    -
    Lasa fisainana izy hoe : Ho loza ny hafitsok’ireto vozongo be vola sy basy ireto, ka ny hiafaran’ny malagasy dia hiady an-trano !
    dia hoy izy hoe :
    Dia ho tonga amin’izany ve ny malagasy ?

  • Njara dit :

    La France continue à soutenir un Regime DICTATORIAL ET ILLEGAL, et veut A TOUT PRIX, amenenr Rajoelina au Pouvoir, dans le but de preserver ses Interets economiques à Mcar.
    -
    Mais des Instances Internationales hesitent toujours par ailleurs à agir contre cette Ingerence de la France dans les Affaires internes à Mcar. La Colonisation par la Francafrique fait parler d’elle, dans les Presses Internationales (ce n’est pas trop tot d’ailleurs )
    « REPORTERS SANS FRONTIERES » ne manque pas de souligner aux yeux du Monde le muselage de la Presse à Mcar.
    -
    Mais qui donc des Instances Europeennes et Internationales sont encore pour le soutine de la France à ce Regime Rajoelina qui surplombe la vie des malagasy ?
    -
    De ce fait, REPORTERS SANS FRONTIERES, avec Jeune Afrique et lancent …….UNE ALERTE qui aurait du etre faite depuis belle lurette.
    http://www.madagascar-tribune.com/Alerte,16906.html

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tant qu’il y a de la vie, il y a de l’espoir hoy ny sasany izay ! Izahay tsy maintsy mitolona miaraka amin’ny TENA VAHOAKA, satria TANINDRAZANAY KOA IO !!

    Kanefa tena efa mandreraka ny mijery an’ireto olona toa lasa spesialista amin’ny « kôtera sira zambo deboâ » ireto !
    Na inona na inona mouvement, tsy maintsy hidiran’ny mpisoloky foana ! Betsaka ny ohatra azo tanisaina eto !
    Im-betsaka ianao no niantso amin’ny fanaovana RODOBE, ary tsy dia tadidinao laotra angamba ny zavatra nolazaiko momban’io, fa hoy aho hoe, ao amin’ny magro misy andihan’olona izay TSY MANAIKY NY HIVOAHAN’NY VAHOAKA !
    Ilay vaombolona RODOBE natao maresaka be « ny fanaovan’azy » ; fa amiko ireo nolazaina fa Rodobe dia tsy inona akory fa fivoriana mifono zavatra maro, na dia teo ihany aza ny fanentànana samy hafa !
    Tsy narahana araky ny tokony ho izy atramin’izao ny FDR, dia mbola niazakazaka ihany ny sasany ! Mangataka ny fampiarana an’izy io ny vahoaka, ka rehefa tsy vitan-dry zareo « nihiditra » ny mangataka ( amin’ny fomba henjana araky ny Lalàna sy ny zavatra nosoniavina ) an’izany, dia tokony avela hivaoka haneho ny tsy hafaliany ny mpitolona ! Tsy mandeha lalany izany hoe tsy maintsy jerena ny organisation sy ny SECURITE izany !
    Tamin’ny 2009 sy 2010, ataoko ity fa nahavita nilahatra ny vahoaka na dia tsy nisy tafiditra tao anaty gvt aza ny MPIARO NY ARA-DALÀNA FA TSY OPPOSITION ( Tsy DIA METY mantsy io terme hoe opposition io, RESISTANTS AZA NO TOKONY HO IZY ) !
    Raha izao no mitohy, tsy ho tafaverina eo mihintsy ny Prezidà !!!
    Mpitarika TENA IZY, ary mafana fo hatry ny ela, izany anaovana ankaso izany, satria manembatsembana !!!
    Ry zalahy hisaosy mandritry ny firy andro izao, dia fizaram-bary kely ho an’ny vahoaka ve no hilàna laginina ?
    Mba tsy mety, ka aoka ho fantatry ny rehetra !
    « Hita ny varavarana nihidirana, jamban’ny…. rahatoa ka tsy mahita ny fivoahana » !
    Ary tandremo koa ny fonoka ê !

  • Bemafohy dit :

    Raha ny fahitako an’ilay toe-draharaha ry zareo dia tsy mbola mino mihintsy aho anefa hoe:Ramatoa ohatran’i Olga Ramalason dia mamadika an’i Dada.
    Ka asa fa mety misy zavatra kotrehin-dry zareo(légalistes) ao fa tsy tiany ho fantan’ny besinimaro na dia ohatran’ny olona rehetra ihany izy ireo ka voasariky ny vola.
    Tadidintsika fa amin’ny sasakin’izao volana janoary izao no nilaza ho avy i Dada. Mety mandrafitra ny paika atao amin’izany ireto ao amin’ny ankolafy madagasikara.Asa aloha fa tsara taitairina daholo ny mpitolona rehetra ary ny CI mba hahafantarana ny zaika manaraka.Efa mba nangataka an’i ramatoa Naika Eliane ny tenanay teto mba hanome fanazavana amin’ny hoe:aiza ho aiza ny amin’ny io?
    Misaotra tompoko.

  • Njara dit :

    -
    Mihevitra aho fa azoko tsara ny zavatra tianao holazaina ! Fa raha fitiniko dia izao no raisiko raha tsy hahadiso :
    « Na inona na inona mouvement, tsy maintsy hidiran’ny mpisoloky foana ! Betsaka ny ohatra azo tanisaina eto !
    Im-betsaka ianao no niantso amin’ny fanaovana RODOBE, ary tsy dia tadidinao loatra angamba ny zavatra nolazaiko momban’io »
    -
    Tena marina izany, fa ny tena nahatonga ilay kabary dia ity nolazainao ity ….amiko :) :
    -
    « ao amin’ny magro misy andihan’olona izay TSY MANAIKY NY HIVOAHAN’NY VAHOAKA ! »
    -
    ary manao kabary an-kolaka, misarika ny vahoaka tsy hivoaka ny Magro….
    Efa nambarako matetika mihitsy izany, ary nanosika mihitsy aho ny hivoahan’ny Tolona an-dalam-be.
    MBOLA MANOSIKA NY VAHOAKA HO AMIN’IZANY IHANY AHO,….. MANOKANA;
    -
    Ireo olona MANAO KABARY AN-KOALAKA ireo no tena tokony iantefan’ilay kabary ataon’i Me RAZAFIMANANTSOA, fa mamingana ny « ….TOLOM-BAHOAKA ».
    -
    Tsy ho ataontsika lava be ilay resaka satria samy mazava ny tiantsika holazaina, fa ny mety ho nahasamihafa azy, dia NOheveriko fa tsy tsara loatra ny manome tsiny be loatra ireo mikasa ny hanao zavatra…..TSARA,…… mikasika ny Fodian’i Dada !
    -
    Izaho indray kosa raha te-hanome tsiny, dia mikasika ireo GTT, izay tsy mazava firy ny fizotry ny tolona ataony :
    -
    - Tsy mba misy filazàna
    - Tsy misy Hetsika hezahina ho fanta-bahoaka (ireny fanomezana avy amin’ny GTT iDF ireny ohatra, raha tsy nisy resaka nandeha teto dia tsy mba nahalala izany izahay .
    - Tsy misy fiarahana mihestika amin’ny Ankolafy Ravalomanana
    -
    TOA…..(toa)…mangingina be ihany, tsy fantatra hoe mihetsika na tsia
    -…….
    Miala tsiny amin’ny GTT, fa sady fangatahana izany amin’izay mety ho atao miaraka.

  • ravelonarivo dit :

    Chronologie du coup d’Etat de mars 2009 par…. le colonel
    Charles Andrianasoavina
    Blog Reflexiums – 22/01/11
    La lettre manuscrite du colonel Charles Andrianasoavina, incarcéré à Tsiafahy pour la mutinerie de la
    BANI circule sur le Web. Le blog en propose une retranscription plus lisible.
    L’orthographe des noms propres reste imprécise.
    Tsiafahy, le 14 janvier 2011
    Chronologie des faits relatifs au coup d’état du 17 mars 2009
    Janvier 2009
    Une réunion préparatoire de l’exécution du lundi noir a été organisée le 19 janvier 2009 à 22 heures à
    Ambatomainty par monsieur Ranjivason Jean Théodore en vue de créer un climat d’insécurité et de foyers
    de tensions sur tout le territoire national pour déstabiliser et renverser le régime légal.
    Etaient présents cette réunion :
    Général en retraite Rasolosoa Dolin
    Monsieur Alain Ramaroson
    Monsieur Sareraka
    Monsieur Ny Hasina Andriamanjato
    Monsieur Reboza Julien
    Monsieur Lahiniriko Jean
    Monsieur Patrick Mounibou
    Monsieur Rolland Ratsiraka
    Monsieur le Philippe dit Ralipobe de Manjakaray et R. Marcellin dit Ramarcellin d’Anosipatrana (chef des
    gros bras) ainsi que 20 gros bras.
    Il a été décidé au cours de cette réunion de :
    Recruter des gros bas au niveau des bas quartiers pour constituer 20 groupes de 30 gros bras. Ralipobe
    et Ramarcellin sont les chefs. Chaque groupe est payé 1000 000 Ar (500 dollars) et le financement est
    assuré par Andry Rajoelina en vue de :
    Casser les grands magasins tels que Jumbo Score et autres
    Saccager et incendier les MAGROS dans toute l’île
    Détruire et incendier la RNM, la TVM ainsi que la station MBS
    Laisser ensuite entrer les voyous et la population des bas quartiers entrer librement et piller les centres
    commerciaux, grands magasins et ces stations de radio et télévision.
    Répartir les secteurs entre les personnalités suivantes :
    Ankorondrano et environ = Alain Ramaroson
    Behoririka – Antanimena – Analakely = Ranjivason Jean Theodore
    Tanjombato et environ = Sareraka
    Antsiranana = Patrick Mounibou
    Toliara – Fianarantsoa = Reboza Julien, Lahiniriko Jean, Sareraka
    Toamasina = Rolland Ratsiraka
    Il est à souligner qu’après le coup dans la capitale, les quelques éléments des gros bras ont étés envoyés
    dans les provinces pour accomplir leur mission.
    Le lundi 26 janvier, exécution du plan appelé Lundi Noir
    2/5
    Février 2009
    Réunion préparation du 07 février 2009 au domicile d’Andry Rajoelina le 06 février 2009 au début de la
    soirée. Ont étés présents :
    Général en retraite Rasolosoa Dolin
    Alain Ramaroson
    Monja Roindefo
    Cyrille Rasamizafy
    Patrick Mounibou
    Général en retraite Ramakavelo Désiré Philippe
    Ny Hasina Andriamanjato
    Lahiniriko Jean
    Reboza Julien
    Sareraka
    Lieutenant Fidinalala
    Lieutenant Sonarotalala
    Selon monsieur Cyrille Rasamizafy, président actuel de l’ESCOPOL » Il faut verser du sang humain à titre
    de sacrifice pour la réussite du coup, « proposition adoptée par toute le monde, et une décision a été prise la
    nuit même par Andry Rajoelina de monnayer les manifestants et les éventuels victimes.
    Exécution du 07 février selon la décision prise dans la nuit du 06 février 2009. Mouvement et manifestation
    populaire conduite par Monja Roindefo, Général en retraite Rasolosoa Dolin, Sareraka, Alain Ramaroson
    grâce à la bénédiction d’Andry Rajoelina sur la place du 13 mai.
    La nuit du 07 février 2009, une réunion de la mise sur pied du collectif de jeunes officiers supérieurs a été
    présidée par le col ….. (commandant dans le temps). Elle avait eu lieu à la Direction des opérations et de
    renseignement à l’EMGAM Andohalo, et avait pour but de préparer un coup d’état. Avait participé à cette
    réunion :
    Commandant Léon Claire
    Lieutenant Colonel Katsiha Roger
    Lieutenant Colonel Maroma René
    Le 18 février 2009, une réunion sur l’étude du coup d’état avait eu lieu à l’école d’Etat-major de Fiadanana.
    Elle consiste à la prise du régime d’appui et de soutien d’Ampahibe, de faire bouger les véhicules blindés
    (BRAM) et renverser le régime.
    Avaient élaboré l’étude :
    Le général Voahangy Randriamalinarivo (colonel dans le temps)
    Le lieutenant colonel Fidinalala
    Le lieutenant colonel Sondrotra lala
    Le lieutenant colonel Ravoangy Théodule
    Le colonel Randrianmatoandro
    Le lieutenant colonel Andrianasoavina Charles.
    Au cours de la réunion, le lieutenant Rafaliarisoa Fidilala a fait savoir qu’à l’issue de la réunion, il se rendra
    chez Andry Rajoelina pour lui demander le financement du coup d’état.
    Les contacts physiques auprès du personnel du RAS se poursuivirent et le lieutenant colonel
    Ravelomananjafa, chef du service des matériels techniques du RAS permettra l’envahissement (sic) de ce
    régiment. Les actions visant à déstabilisant le haut commandement de l’armée et basculant ce dernier à
    prendre le pouvoir ont aussi étés menées.
    Mars 2009
    Dès le début du mois de mars 2009, le collectif des jeunes officiers supérieurs ne cessaient d’exercer la
    pression à l’endroit du haut commandement pour que ce dernier prenne le pouvoir.
    3/5
    Le 08 mars 2009
    Une mutinerie des sous-officiers et de la troupe du CAPSAT s’est produite à Soanierana. Appuyés par des
    officiers et des hommes de troupe, les officiers supérieurs et les subalternes se rendirent à l’état-major
    général de l’armée à Andohalo pour un ralliement et perception non autorisée des armes et munitions au
    magasin d’armes de l’état major général de l’armée.
    Par l’intermédiaire du journaliste de la station VIVA qui s’appelle Herinkaja, Andry Rajoelina entra en
    communication avec le colonel Charles Andrianasoavina en l’incitant et l’encourageant à intensifier les
    actions en vue de renverser le président (sic) Marc Ravalomanana. Il offrit aussi au lieutenant Colonel
    Charles Andrianasoavina 20 millions d’ariary (10 000 dollars), de la nourriture, du carburant, recharges
    téléphoniques, groupes électrogènes, téléphones portables, des véhicules, des armes et munitions étaient
    sorties de la Direction des matériels techniques de l’armée.
    09 Mars 2009
    En présence des journalistes, un deuxième appel au ralliement des officiers, sous-officiers et hommes de
    troupes a été lancé par le colonel Rakotonandrasana Noël. Une décision pour le transfert du poste de
    commandement de l’armée au CAPSAT et le renversement du régime de Marc Ravalomanana a été
    adoptée à l’unanimité.
    10 mars 2009
    Pendant que les officiels et les quelques sous-officiers se rendirent à Ampahibe pour forcer le ministre de la
    défense nationale à donner sa démission sous la menace d’une arme à signer sa lettre de démission,
    d’autres proclamèrent la nomination du colonel Ndriarijaona André au poste du CEMGAM. Pendant ce
    temps, Andry Rajoelina, conseilla, proposa et finança la réparation des blindés en vue des attaques contre
    Iavoloha (Palais d’état).
    11 mars 2009
    Limogeage par la force du CEMGAM du régime légal et son staff, des commandants des forces ainsi que les
    commandants des régions militaires du régime légal suivi de la mise en place du nouveau CEMGAM.
    Récupération d’Andry Rajoelina à la résidence de France à Ambodivoanjo (???).
    12 mars 2009
    Prise du palais de Mahazoarivo et mise en place du nouveau premier ministre Monja Rondefo.
    14 mars 2009
    Réunion de préparation et de prise de décision. Avaient participés à cette réunion :
    Andry Rajoelina
    Ny Hasina Andriamanjato
    Colonel Andrianasoavina Charles
    La modalité d’action et la répartition des missions ont été décidées lors cette réunion :
    Ny Hasina Andriamanjato était chargé d’isoler Iavoloha en provoquant la coupure d’eau et d’électricité
    ainsi que la mise en place des barrages.
    Le commandant Andrianasoavina Charles conduisait l’opération militaire pour la conquête du palais.
    A l’issue de la réunion, les généraux en retraite Rasolosoa Dolin et Ramakavelo Desiré Philippe
    interceptaient au domicile d’Andry Rajoelina, le commandant Andrianasoavina Charles et disaient : ‘ io prise
    d’Iavoloha io charles tsy lasa raha tsy coup de force « , traduction littérale » Charles, la prise d’Iavoloha
    n’est possible qu’avec un coup de force « .
    15 mars 2009
    4/5
    La nuit du 15 mars 2009, un tir de 4 roquettes RPG (???) a été tiré en direction du palais d’Iavoloha à partir
    du Bypass pour intimider les civils, les militaires, le gardiennage et la sécurité d’Iavoloha. Ce tir a été
    effectué par l’équipe du commandant Charles
    16 mars 2009
    Appuyés par les BRAM de la gendarmerie et du RAS ainsi que par les mutins du CAPSAT, une opération
    militaire pour la conquête du palais d’Ambohitsorohitra a été conduite par le colonel Raharijaona Sedera
    Nirina, chef de corps du 1er RFI
    Entre temps, un appel télévisé demandant à la population environnante du palais d’état d’Iavoloha d’évacuer
    les lieux, car l’attaque était imminente.
    17 mars 2009
    Obligé de quitter le palais d’Iavoloha, le président Marc Ravalomanana, dans sa déclaration remise par voie
    d’ordonnance, transféra le pouvoir à un directoire militaire, document confié à monsieur Trebelé Dramé,
    représentant des Nations Unis à Madagascar
    Contactés, les membres du FFKM organisaient une réunion à l’EPISCOPAL d’Antanimena en vue de la
    proclamation du directoire militaire. Etaient présents à cette réunion :
    Les chefs d’église membres du FFKM
    Le vice amiral Ramaroson Raharison Hyppolite
    Le général de division de la gendarmerie Ramananarivo Claude
    Soa Ranto Anjoamina
    Le général de division Razafindramlambo Rivo Hanitra
    L’ambassadeur des Etats-Unis
    Monsieur Trebelé Dramé
    Monsieur Ouedraogo
    Andry Rajoelina
    Monja Roindefo
    Ny Hasina Andriamanjato
    Le colonel Rakotonandrasana Noel
    Le colonel Raharijaona André accompagnés de quelques officiers
    Monsieur Norbert Lala Ratsirahonana
    Bien avant la réunion proprement dite, le vice amiral Hyppolite essaya de convaincre les colonels
    Rakotonandrasana Noël et Raharijaona André à accepter la décision du président Marc Ravalomanana et
    confier la conduite des affaires de l’état à un directoire militaire. Un désir refusé catégoriquement par les 2
    officiers supérieurs.
    Entre temps, Andry Rajoelina, avant de rejoindre l’EPISCOPAT, demandant au commandant Charles
    Andrianasoavina de refuser la naissance du directoire militaire et d’utiliser tous les moyens pour transférer le
    pouvoir à Andry Rajoelina.
    Proclamation du directoire militaire effectuée par Trebélé Dramé, représentant des Nations Unis à
    Madagascar devant l’auditoire refusé catégoriquement par Andry Rajoelina et Monja Roindefo. Menacés
    verbalement par le commandant Charles Andrianasoavina, » on va régler ça par la force et les armes « et
    sous la menace des armes, les 3 généraux ont ………. Andry Rajoelina appela une nouvelle fois le
    commandant Charles Andrianasoavina et lui demanda de faire en sorte que les généraux abandonnent la
    partie.
    Au cours de cette même conversation, Andry Rajoelina communiqua au commandant Charles
    Andrianasoavina que Norbert Lala Ratsirahonana est actuellement en train de rédiger un texte juridique
    afférent au transfert du pouvoir et dicta par la suite le contenu dudit texte.
    Ledit texte a été remis par la suite aux trois généraux et rédigé au propre par le général Rabarisoa Ranto
    pour être lu devant la presse.
    Monsieur Norbert Lala Ratsirahonana arriva enfin au CAPSAT avec une ordonnance de transfert de pouvoir
    différente de celle écrite celle par le général.
    5/5
    Pour terminer, Norbert Lala Ratsirahonana et les 3 généraux s’isolèrent dans le Cercle Messe Soanierana
    pour procéder à la signature de l’ordonnance et tant qu’officier le plus ancien et le plus gradé parmi les 3
    généraux, le vice-amiral Raharison Hyppolite lut à contrecoeur l’ordonnance de transfert du pouvoir.
    Sans les financements des personnes ci-dessous, le financement du coup d’état par Andry Rajoelina
    n’aurait pu être réalisé :
    Monsieur Saïd (Quincaillerie Sambatra Andravoahangy) = 2 milliards d’ariary (1 millions de dollars)
    Monsieur Galib (Quincaillerie 2000 Andravoahangy) = 1,6 milliards d’ariary (800 000 dollars)
    Groupe Rajabaly (SIDEF, SCB, CIMELTA, Hôtel Soanambo Sainte Marie) = 15 milliards d’ariary (1,5
    millions de dollars)
    Monsieur Elias (Groupe Sipromad ) = 4 milliards d’ariary (2 millions de dollars)
    Groupe Sylvain Rabetsaroana = 200 millions d’ariary (100 000 dollars)
    Monsieur Alain et Nadine Ramaroson = 200 millions d’ariary (100 000 dollars)
    Un particulier français = 200 millions d’ariary (100 000 dollars)
    Monsieur Edgar Razafindravaha = Mise à la disposition d’Andry Rajoelina de la station Radio Antsiva
    (incitation à la haine contre les responsables du régime légal).
    Source : http://reflexiums.wordpress.com/2011/01/22/madagascar-chronologie-du-coup-detat-de-mars-2009-
    par-le-colonel-andrianasoavina-charles/

  • vahoaka dit :

    Dé aona kouh???? izahay vahoaka tsy mino an’izany e!!! raha mamim-bahoaka ravalomanana tavela teo na nisy ôtrinona nilatsaka tao na nisy hetsika tahakan’ny inona!!!! Ny vahoaka no leo sytofoka azy ka nanankarena ho azy ireo izay nahazo vola!!! TSYMAHARESY VAHOAKA NY VOLA SY NY HEVITRA AM-PITAKA!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mbola ho hitan’ny fara aman-dimby io soratra sy ireo anarana ireo na amin’ny 2060 aza !!!!!! Voasoratra ao anatin’ny TANTARA MALAGASY, HOE MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY MPAMADIKA SATRIA MATIIMMMMMMM-BBBBOOOOOLLLLLLAAAA !!!!!!
    Mbola hiampy ihany koa !!! Hisy an’izany « vahoaka » izany !!!!!

  • Njara dit :

    Ny volan’ny vazaha sy ny basin’ny vazaha entinareo moa atao inona ? Tsy ireo no hery mahavelona an’i Domelina ?
    Raha tsy eo ireo, maivana ny HAT ! Fanta-bahoaka izany !

  • Bemafohy dit :

    Après avoir lu cette retranscription, j’ai remarqué que seulement quelques officiers supérieurs des forces armées voulaient réellement l’éviction de Ravalomanana.Donc, il ne faut pas mettre tous les militaires dans le même sac.
    Ensuite, il faut souligner également que si certains hommes d’affaires français et certains opérateurs éconmiques issus de la communauté indo-pakistanaise sont impliqués dans ce coup d’état, d’autres veulent rester des amis de Madagascar, voire être considérés comme des Malgaches. Par conséquent, on ne doit pas mélanger les torchons avec les serpillères.
    Par ailleurs, on voit bien que le pouvoir attire certains malgaches puis la jalousie s’empare d’eux et reny malala n’a qu’à exploiter cette faiblesse pour concrétiser son projet de récolonisation.
    En outre, je n’ai aucune admiration pour Deba mais apparemment son nom n’a pas été cité.Je pense qu’il a été utilisé comme un simple pion par reny malala qui savait qu’il serait inapte pour diriger un pays.
    En résumé, la cupidité et la jalousie nous mènent à la dégradation totale de notre beau pays car on sait que ces businessmen (tous) ne voulaient pas payer beaucoup d’impôts même en étant déja très fortunés et cette envie de devenir très riche s’est emparé de quelques officiers qui ont oublié le code militaire.
    A mon avis, une restructuration des forces de l’ordre s’impose car sans les moyens logistiques et financiers apportés par les concernés, le coup d’état n’aurait pas eu lieu.
    Enfin, j’ai comme préssentiment que rien ne se ferait tant que nous les malgaches n’agissons pas d’une façon visible et constante.Alors, il n’y a pas trente-six solutions: l’union fait la force et l’engagement est un gage pour la CI. Je ne vois pas pourquoi l’UE nous aiderait si on ne consommait que des gadgets made in france.
    Alors à nous de voir!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Nous devns à ce stade de notre situation politique établir un petit survol qui décrit
    comment et pourquoi notre Pays s’est trouvé dans cet état de misère , d’appauvrissement , dépouillé de tout pouvoir démocratique et resté pieds et mains liés au bon vouloir de bandits mafieux ..et que les militaires qui ont fait la promesse de défendre et de protéger le Peuple n’en sont pas capables de tenir leurs promesses..
    Comment et pourquoi , ces faits ont été admis et acceptés et considérés comme naturels par Tous ?
    OU EST DONC PASSE VOTRE CAPACITE D’INDIGNATION ET DE HONTE ET DE REVOLTE?

    LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC MENE L’OPPOSITION EN EXIUGEANT AAUX MEMBRES DE LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC DE RSPECTER LA MISE EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE DONT LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC A ETE L’INSPIRATEUR DES ACCORDS DE MAPUTO D’OU EST SORTIE CETTE FEUILLE DE ROUTE DE SANDTON DONT LES CARACTERES FONDAMENTAUX REPOSENT SUR L(INTRANSIGEANCE DE CONSENSUALITE ET D’INCLUSIVITE DES PARTIES QUI PARTICIPENT AUX NEGOCIATIONS DE SORTIE DE CRISE A M.CAR !

    LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC, UN DES PERES DES ACCORDS DE MAPUTO DONC DE LA FEUILLE DE ROUTE DE SANDTON ADMET QUE LES MEMBRES DE SA MOUVANCE FAISANT PARTIE DES INSTITUTIONS (CT, CST, GOUVERNEMENT )ASSISTENT AUX CEREMONIE DES VOEUX D’IAVOLOHA !

    IL Y A CEUX QUI CRITIQUENT CETTE PRESENCE DES MEMBRES DE LA MOUVANCE A IAVOLOHA ET LEUR POSENT DES QUESTIONS..
    « -POURQUOI CES MEMBRES DE LA MOUVANCE DOIVENT ASSISTER AUX CEREMPNIES DE IAVOLOHA ?
    Réponse : parce qu’ils font partie des Institutions prescrites par la feuille de route.C’est un devoir et c’est un droit d’être présents ,mais ils y vont non en tant que membres délégués de la mouvance mais en tant que responsable du CT , DU CST , du GOUVERNEMENT..

    Le Président du Congrès de la Transition , RAKOTOARIVELO MAMY prendra certainement la parole !

    -De quoi il va parler ?
    Réponse :Il va parler en général des dispositions de la feuille de route et des dispositions des articles 16 , 17 , 20 en particulier et posent des questions sur les raisons de blocage des articles 16 ,17 et 20..

    Et Nous verrons les réponsese des uns et des autres concernant ces blocages..

    Autres réponses : Etre présents à IAVOLOHA ne signifie nullement trhir ! Et puis trahir qui ? Trahir quoi ?
    Vous voyez , il ne suffit pas d’aller à Rome pour devenir papiste ou pour péposer les idées du pape !

    En alant à nIAVOLOHA , personne ne devient proche de raloelina ,excepté celui ou celle qui en veut vraiement..
    Alors cessez de faire des procès d’intention et de tout suspecter pour rien !
    Si vraiement vous aviez des soupçons à ce point
    -soit vous êtes de mauvaise foi et votre place n’est pas dans la mouvance RAVALOMANANA MARC , au sein de laquelle ,la confiance règne
    -soitcelui ou celle ou ceux que vous soupàonnez ont déja « commis des fautes  » et qu’ils ont étéconnus et reconnus d’avoir été les auteurs de ces fautes…vous auriez raison de vouloir leurs têtes tombées !
    Autrement vous quittez les lieux et vous vous taisez !

    IL EXISTE DES BONNES CHOSES A FAIRE DANS LA MOUVANCE : SERREZ LES COUDES ET UNISSONS – NOUS CAR DEMAIN , LA LUTTE SERA DURE !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ireo voalazanao ireo ry Bemafohy no tokony ho tsakotsakoin’ny tsirairay avy, satria voabangonao tsara ny aretina mahazo an’i Madagasikara !
    Adinonao fotsiny ny fonctionnaires sasany, izay niakatra sy nahazo vahana sy voninahitra na dia « paokaty » aza ! Rehefa nitady olona « mahay sy tia miasa ary azo antoka » ny Prezidà ( hisorohana ny « népotisme » à grande échelle ), dia betsaka no sorena satria, hita teo ireo tsy mahomby sy ireo voamanga !!
    Ohatra iray koa izany, satria kaomiberaka no nazahoana toerana !
    Forces de l’ordre ? A revoir de fond en comble !!
    Pour mémoire : 75 % des richesses malgaches sont issues du secteur INFORMEL, un secteur plus ou moins évanescent ou flou, pour ne pas dire opaque fiscalement parlant ; qui ne rapporte rien à l’Etat ! Même des sociétés qui ont pignon sur rue, ont des « filiales » dans le secteur informel !

  • vahoaka dit :

    Teo amin’ny fitondrana tsy hita ny natao koa nohon’ny voadaka vao hoe: « izao sy izao??? » Angaha tsy ny basim-bazaha no namoretanareo ekipan-dRavalo anay vahoaka hatramin’izay???? nivadika ny rasa ka lasan’ny vahoaka ny basy izay vao hoe: domy aho ranôtra!!!! nomena chance hijery vahoaka tsy nanao fa voadaka am-bava-fo, vao miseho ho masindahy PÔly???? endraso eo tokoa i PÔmy Ravalo!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh !!!! Tsy misy azo raisina izay voalazan’i gamara be sinion !

  • Bemafohy dit :

    vahoaka!efa fantatra ianao fa ratsirakista nivadika TGVista;Tsy adalan’ny valala be mandry no mitaky ny hilatsahan’i ravalomanana amin’ny ffidianana ssatria tadidin’ny vahoaka ny soa nataony.Tsy tianao i dada satria nandresy an’i Deba ary nialanao i Deba satria miaraka amin’i Dada.Izay miaraka amin’i Dada dia halanao satria halanao ny filoha MR.Ny ankabeazan’ny olona tsy tia azy dia ny olona mpanao risoriso;Fantatro fa tsy raharahinao izay ho avin’ny firenena,rehefa tsy i Dada no eo dia mety aminao na potika aza ny firenena dia tsy ahoanao satria jamban’ny fankahalana ianao.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ny seho-javatra tamin’iny fanonganam-panjakana ny dia nitondra hetsika sy fisainana tsy tsapa sy tsy tsikaritra raha tsy novahan’io fanonganam-panjakana io : ny tia kely , ny tsy mahita afa-tsy ny an’ny havana otsiny , ny tsy fahitany afa-tsy fahavoazan’ny tenany sy havany..Tsy mbola tonga ao an-tsain ‘izy ireo ny mitambatra mba hifanampy amin’ny fitoriana eny amin’ny tribonaly..: » Inona koa izany , ny an’ny havanay aloha no sahaninay ! »
    HO AN »NY MOUVANCE RAVALOMANANA MARC SY NY FIKAMBANANA AO ANATINY

    Eo amin’ny antoko , na ny mouvance ,izay manana ny tranony , ny sehatra ivoriany dia sara ireny antoko sy mouvance ireny miaro ny fanany ; ny trano , ny kianja azy ary tsy tokony hisy olona tsy mpikambana mahazo miditra amin’ny trano na tana ,tsy mahaz mampiasa ny fanamafisam-peo ,tsy mahazo mampiasa micro .
    isy amin’ireo olona milazafa anohana ny Filoha RAVALOMANANA MARC nefa hy fihetsiny tsy mifanaraka amin’ny fihetskin ‘ny olona manohana ny Filoha ( izay amaiky ny tenin’ny Filoha , manaiky ny ho tarihin’ireo olona notendren’ny Filoha hitondra ny mouvance (RAKOTOARIVELO MAMY , RAKOTONIRIANA MANANDAFY…) Nefa ireny olona mitomany hoe manohana ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia tsy manaiky ireo olona mitarika ny mouvance..Izy ireo i,dray no miseho ho be saina ka mitaky ny fanalana ireo olona ireo eo amin’ny fitantanana ny mouvance !
    TSY AO ANATIN ‘NY MOUVANCE VELIVELY IZY IREO TOA NY GTT X, Y Z, SY NY NEBULEUSE LEGALISTES NEFA DIA MANAO BODOGERONA ITAVANA NY FANAN »NY MOUVANCE ARY MITADY HITARIKA NY MOVANCE HANAO ROTAKA..TSY IREO NO VAHOAKA FA MIHAMBO HO MISOLO TENA AZY..

    MITANDREM TSARA FA METY MISY MAMPIASA IZY IRENY HIDITRA AN-TANANA MBA HANDRAVA NY MOUVANCE..

    !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Hono hoy aho ?

    Nahoana moa no tsy mahazo miatrika ny fetin’ny raf-panjakana ireo mpanohotra voatendry hanao ny adidiny ao amin’ny rafitra misy azy tsirairay izy ireo ary indrindra nahoana no tsy mahazo manaja ny lalàna nananendrena azy ireo mba handinihina ny fampiharana ny tondrozotra izay mitondra Antsika ho amin’ny fanomanana ny fifidianana izay ho Filoha-pirenena sy izay hisolo vava ny Vahoaka , izay maika hanome ny heviny mba hahitana ny MARINA sy ny FAHAMARINANA ,izay takonan’ireto mpandroba ny harem-pirenena ka mampahantra ny Malagasy..

    Tsara ny manahy fa mety hamadika sy tsy hanaraka ny hevitry ny ankolafy ireo mpikambana voatendry ho any fetin’ny andr-panjakana..Fa angaha olona marivo salosana izy ireo ary te-hamadika izy ireo nahoana no miandry io lanonana io izy ireo vao hivadi-dela sy hamadika ny fireh’ny ankolfy..
    Aoka re mba tsy iteniteny foana e !Vory saina daholo Isika ary mahatadidy ny fisehon-javatra ary mahalala ny savorovory teny amin’ny tranon’ny katolika etsy Antanimena…

    Nahoana no tena Antanimena , ao amin’ny tranon’ny katolika no natao ireny hetsika mamohafady ireo , ary nahoana no miaramila no nampanaoviny ny asa ratsy..?
    Ary nahoana moa rajoelina np niafina tany aùin’ny ambassade frantsay ?
    Dia plpna tsy sahy nanantanteraka ny hevin-dratsiny ve no atahorany=tsika atr’izao ary ahiantsika fa hahasarika ireo olona voatendrin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC hisahana ny raharaha aroson’ny tondrozotra ,
    Eto koa dia misy manendrikendrika fa ireo voatendry ireo dia nanao ambolera fa tsy niandry ny fanendren’ny Filoha.Itony olona miseho mahalala ny atsipirian’ny resaka mangininginina ao anivon’ny ankolafy dia toa ny mpamosavy alemy ka ny ao an-trano ,na izay mpiay hevitra aminy ,no fofoiny !
    Tsy fomba na anao toa izany hanatsarana -raha misy tsy mety – ny an-teny miera ,ny fifampandidiana ao amin’ny ankolafy…

    TSY MAINTSY MANARAKA NY FITSIPIKA MISY ALOHA ARY NY DIDY VOALOHANY AO AMIN’NY FITSIPIKA DIA OLNA MPIKAMBANA AO AMIN’NY ANKOLAFY NO AFAKA MANDRAY NY ANDRAIKINY HIFAMPINDINIKA AMIN’NY MPIKAMBANA SASANY FA TSY HITSAONTSAONA ETO AMIN’NY TRANOKALA NA AN -TELEPHONE…!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Raha fakafakana tsara ny toe-tsainan’ny Malagasy maro atramin’izay nahazontsika ny fahaleovantena izay dia misy olona vitsivitsy ,tsy ao anatin ‘antoko paolitika ,fa eny an-tsisiny eny ( border-line)izay mirona atsy na mirona aroa arakaraky ny herin’ny antoko eo amin’ny fitondrana
    Miseho ho tena mafana fo izy ireo ary dia mihevitra sy heverina fa tena « mpanohana azo antoka sy azo itokisana , tsy resy lahatra ary tena miseho azy ho tena tompn’adraikitra sy mpitondra tenin’ny mpitondra mihintsy  »
    Raha manao fanadihadiana ao anatin’ny fitondrana ianao ary manontany olona fantatra fa tena mpanentana ao amin’io fitondrana io ary raha manontany momba ireny olona misalovana sy miendrika ho tena mpitolona dia ho gaga ianao raha ny vanlin’ny fanontanianao dia tsy misy vokany , satria ireny olona miseseho ho anisan’ny antoko eo amin’ny fitondrana dia mihambo sy mandainga ary tsy misy fifandraisany amin’ny antoko eo am-pitondrana !
    Ireny olona ireny no nihambo hoe « membres-n’ny TIM « ..
    Nony nihongana ny Fitondrana nentin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia tsy mahagaga raha niova sisiny ireo olona ireo ary dia nanamafy ny sisin’ny fat , ary nisy koa moa tena fantatra fa tena mpikambana TIM no nivadika…

    Miresaka izany toe-javatra izany aho ankehitriny satria tsikaritra fa manomboka miova loko ireto mpitaty ra-kena ireto ary izy ireo ireo miseho ho sarotiny manodidina ny Mouvance RAVALOMANANA MARC ary mierona an-kanina toa izy ireny no mitantana sy fakan-kevitra…Ary mitady hiditra mafy ao amin’ny mouvance izy ireo..
    Tsy hoe kalaza amin’ny paolitika izy ireo fa fomba fanaony io mitat ra-kena io : io no fivelomany..(Ohatra mihambo amin’ny Malagasy izy fa akaiky an-dRanona sy an-Dranona ka afaka manampy na manosika dossier.., fa mila setriny ilay oolona mikarakara , izay fantany..).
    Koa tandremo fa amin’izao fotoana izai izy ireo no mihetsika ary milza fa akaikin’ny fat , na tena tsy lavitra ny olona ao amin’ny TIM !
    sara tratrarina izy ireo ,ary metymihitsy ny  » fefy  » natsangan’n’ Mouvance RAVALOMANANA MARC mba tsy hafahan’ireto olona tsy valahara ireto hitsifoka ao anatin’ny mouvance akoatran’ny fidirana mazava..hirotsaka ho membren’ny Mouvance..!

    Miandahy miambavy ireo fanao io ary tena fanararaotana sy hala-botry no tena fototry ity toe-tsaina ity.. »Miseho sy mihambo ho mpikambana politika ao amin’ny antoko eo amin’ny fitondrana ! »

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    TARATASY MISOKATRA HO AN ‘NY FILOHA RAVALOMANANA MARC ,
    TARATASY MISOKATRA HO AN ‘NY SADEC
    TARATASY MISOKATRA HO AN ‘NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC SY IREO SOLONTENA AO AMIN ‘NY GOUVERNEMENT , AO AMIN’NY CONSEIL SUPERIEUR DE LA TRANSITION , AO AMIN’NY CONGRES DE LA TRADITION,

    ANDRIAMATOA ISANY HAJAINA ,

    Asa na mahazo tsara izay voasoratra ao amin’ny tondrozotra ireo mpanongam-panjakana , asa na izay mahamety ny fiainanany no hainy vakiana , asa na mody adala izy ireo rehefa mikasika ny andininy faha 16 , faha 20 , faha 30 no resahany sy takiana !

    Iza no nifidy izany contitution iankinan’izany IVè république izany ?
    Mbola mitohy manao huld up ihany ireo mpangalatra ireto ka ny ambodia ny ampitafiany hodi-janan-kondry , ary ny mainty no lokoiny fotsy..dia ireo marivi salosana miaraka amin’izy ireo ary napetrany ho mpanangan-tanana manaiky rehefa mahita ny « carton maitso  » izy ireo ary tsanga-tanana manda rehefa miseho ny  » carton mena « ..Izany no démocratie taritina koa ho aiza Isika amin’izany fomba fampiasa amin’ny
    famolahana soavaly na alika..!

    Toa izany ve no nandahiana izany constitution izany ? Ary inona hono ny ao an-dohan’ireto mpamolaka sy ireto folahana ? Mino ve ianao fa mbola olombelona izy ireo sa olona very fanahy mbola velona !

    Isika ve tsy hafa-mandroso sy mandeha raha tsy makatahaka izay nataon’ny sasany , indrindra fa tsy nitondra lavitra ireto sasany ny zavatra nataon’izy ireo..?
    Nitondra ny Cote d’Ivoire aiza ny CENI ?
    Sa tian’ny frantsay hampiarina eto Amintsika io fomba entina manodikodina ny safidin’ny Vahoaka ?
    Aoka Isika ho henjana ary tsy hanaiky na inona na inona hiseho..Sao las-ko vavany fotsiny Isika ka ho avo vava fotsiny..!
    Ampio sy tohano ireo Malagasy mitondra ny tenintsika ao amin’ny CT sy CST !
    Amin’izao fotoana izao no mampivandravandra ny firaisan’ny ankolafy Zafy sy Ratsiraka tsikombakomba amin’ny mpanongam-panjakana sy ny frantsay : mieazaka izy ireo mba tsy ho tanteraka ny zava-kinendrin’ny feuille de route dia ny fifidianana izay ho filoham-pirenena sy ireo izay ho solombava-bahoaka !

    Mihisatra tokoa raha mihisatra ny fijery sy ny fanapahan-kevitry ny Communauté internationale :
    NOUS NOUS ADRESSONS A LA SADC REPRESENTANT LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE DANS LA RECHERCHE DE SOLUTION DE SORTIE DE CRISE A MADAGASCAR :

    NOUS N’EXIGEONS PAS UNE INTERVANTION MILITAIRE AVEC BOMBZRDEMNTS PAR AVION QUI PROTEGENT L’EVOLUTION DES CHARS D’ASSAUT POUR BRISER LES RESISTANCES DES PUTSCHISTES , MAIS RECONNAISSEZ QUE L’OPTION NEGOCIATION TRAINE ET SEMBLE S’ENLISER ET LAISSER EN PLAN J’ESPOIR , LA VISION POUR LA RENOVATION DU PAYS ET LA RESTRUCTURATION MENTALE ET PHYSIQUE DES MALGACHES..!
    NOUS VOUS DEMANDONS DE TAPER SUR LA TABLE ET DONNER DES COUPS DE PIEDS AUX CULS DE CES VOYOUX MARIONNETTES DE LA FRANCE -VRAIE OU FAUSSE – MAIS CES VOYOUX SE SENTENT BIEN SOUTENUS ET SE CROIENT A L’ABRI DE L’IMPUNITE…!

    JE CRIE HAUT ET FORT AVEC TOUS LES MALGACHES DE NE PRENDRE COMME RAISON DE VOTRE REACTION QUE LA SOUFFRANCE INTENABLE DES MALGACHES VIVANT EN SOUS-VIE , DANS DES CONDITIONS INHUMAINES PIRE QUE PENDANT OU APRES UN CONFLIT ARME !

    EN ESPERANT VIVEMENT LA REACTION RAPIDE ET URGENTE DE VOTRE PART , JE VOUS PRIE DE RECEVOIR , MESSIEURS , MES VIFS REMERCIEMENTS ET MES SALUTATIONS RESPECTUEUSES..

    Dr CELESTIN Robin
    Paris

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site