Tsy maintsy tafody i Dada hoy Me Hanitra !

IMG_0536

Tonga teny amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka ny delegasiona mafonja avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana . Tazana teny avokoa ireo mpikambana tao amin’ny governemanta notarihan’ny Praiminisitra lefitra, Botozaza Pierrot, ny  CST notarihan’ny Me Hanitra, maro ihany koa ireo mpikambana ao anatin’ny Kongresin’ny tetezamita no nanatrika izany. Niezaka nitondra fanazavana ny raharaham-pirenena ny Me Razafimanantsoa Hanitra  , indrindra taorian’ny zava-nisy teny Ivato ny Sabotsy 21 janoary teo. Tsy mampatahotra antsika, hoy izy, ny zavatra ataon’ny fat tamin’ireny fametrahana “Notam” ny Filoha teo aloha Ravalomanana Marc ireny. Ny zavatra fantantsika dia tsy maintsy mody i Dada.

Mikasika ny resaka nandeha ny amin’ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny filoha teo aloha dia nambarany fa tsy nisy izany resaka izany. Marina,hoy ity mpikambana ao amin’ny CST ity, fa nisy ny filankevitry ny Governemanta, saingy tsy voaresaka tao izany didy fampisamborana izany. Ny fanatanterahana ny fivoriana tsy ara-potoana nanomboka omaly, ho an’ny parlemantera roa tonta, ny fanovana ny filohan’ny fat ho filohan’ny tetezamita no natao tao hoy ny fanazavana. Tsy voaresaka ihany koa ny famoahana ny gadra poliika. Ny filohan’ny fat hoy izy no nanao ny “Notam”. Misy ny mieritreritra fa azy ny Rnm sy Tvm ka mandainga hatrany milaza fa mety tahotry ny pilote no niverenany. Tsy manaiky ny lainga marivo tototra isika, hoy Me Hanitra, ary tahotra ny filoha teo aloha Ravalomanana no nanaovana ireny.

 

48 pensées sur “Tsy maintsy tafody i Dada hoy Me Hanitra !”

  1. Rehefa tena vonona ianareo ny hiasa, dia asaivo foanan’izay namaok’azy aloha iny didim-pitsaràna faopla iny ê ! Handeha ho azy ny zava-drehetra avy eo !!
    Mpahay LALÀNA ianao ka tokony ho fantatrao ry Me Hanitra fa didim-pitsaràna tsy manan-kery iny !!
    Anontanio ny menasofina momban’ny didy rehetra navaokan’i PETAIN ? Atramin’ny hoviana no ny jiolahy no lasa MPANAO LALÀNA TSY MAINTSY ARAHINA ??
    IZA NO TENA MAHAY LALÀNA ??? IANAO SA I RISARA TAY TAIMBAOMBINA ???

  2. Fivoriana tsy ara-potoana : NY FANOVANA NY FILOHAN’NY FAT HO FILOHAN’NY TETEZAMITA NO NATAO TAO » !!
    DIA INONA IZANY IZAO NO HIANTSONAREO AN’ILAY SAIKA NAHAVANIN-DOZA ??? FDR TSY MANDAHA ANY AMIN’IZAY IZY DIA IZANY VE NO NATAO RESAKA ???? SAO DIA MISY ZAVATRA TSY MIADY KOSA Ê ???

  3. Je n’ai pas apprécié son discours : « ny filoha teo aloha » puisque, à ce jour, il n’y a aucune élection présidentielle. Il y a eu UN COUP D’ETAT dont l’auteur n’est pas reconnu par la CI !!!
    (Efa voavidim-b…. koa angamba izy ity k’legône a !)

  4. Njara,
    Hitako ary tsy lanin’ny vavoniko ny kabarin’i Me Hanitra (post nao atsy ambadika) fa hay moa zany vahiny no miaraka aminy kou !!!

  5. Izany anisan’ny maladresses « étonnantes » de la part d’une juriste !
    Le seul qui doit porter le titre de président à ce jour, n’est autre que le Président Ravalomanana.
    Quelqu’un qui n’arrête pas de renier ses engagements, en particulier sa signature, et qui plus est s’adonne à de la PIRATERIE AERIENNE, ne mérite pas autant de déférences comme je vois ici et là !!

  6. Fa ahoana tsara hoy izy ry Baby???mahaliana ahy ???
    Tahaka ny ho vitavita ho azy izany iny zavatra nitranga iny
    raha izao no fandehany ,fa toa tsy misy resaka mihintsy mantsy fa toa mifanilika fotsiny ny andaniny ,
    fa ity ilay bomba no nanome « L » ,dia moramoraina ery fa ho samborina efa misy toerana voatokana sns
    bla!bla!!tena efa voky Kapa letra hatrany @ hatidohany izany raha olona tsy tahotra tsy henatra………..
    efa voahomana tsara hono ny toerana ho hasiana an’i dada ,raha izaho no teo akaikin’ny teo dia efa nahazo
    ny sahaza azy izy,mbola tsy fay ilay efa voafelak’ilay ramatoa tery Ambohijatovo ilay Tsivalahara iny.

  7. Tsy maintsy hiazakazahana ve izany zavatra izany???dia ny Gadra sns tsy nisy
    resaka ???f’angaha mbola nanatrika io fihaonana io ihany ny ankolafy dada????
    misy tsy mazava ????sao dia mba tsy rariny e!!!

  8. Tsy alapazy mihintsy ilay domelina ! Donton’ny jamala sa dia efa zavatra hafa mihintsy no mahadomelin’azy ?

    Adinony sahady itony ( Septembe 2011 )!

    Niandry « bonne volonté » avy any amin’ilay « régime » ny CPS-n’ny UA ; nahita tsara tamin’ny asabotsy fa « régime de bananes » no ao an-toerana !!
    Tena hita fa vokatry ny tsy nianarana sy fahaizana, ity kitoatoa lava ataony ity !! Dia ho ankihinina amin’ olona toy izao ve ny HOAVIN-TSIKA MIANAKAVY RY ZAREO ????

    http://www.lexpress.mu/story/32153-madagascar-transition-l-ua-demande-des-preuves-supplementaires.html

  9. Toa tahaky ny mbola ho ela isika vao ho tafavoaka raha izao no fandehany!!!
    ketraka ihany ny tena raha mandinika ikaiky ny fandehany.

  10. Efa fantatra hatry ny ela hoe, avy aiza ny sakana !!
    « L’ambassadeur de France, jean-marc Chataigner, s’est aussi montré réticent à propos du ‘retour unilatéral’ de marc ravalomanana au pays. Il a confié lundi, en marge du reboisement au Lycée français ».
    Fa iza ialahy no hibaiko ao amin’ny tanàna ? Tsy fantatr’ialahy angaha ny dikan’izany hoe « retour sans conditions » izany, ary fanampahin-kevitry ny Parlemanta eraopeana izany, izay MANANA NY LANJANY NOHO I LAFRANTSA ?
    Mino mihintsy aho, fa io anisan’ny tena mpanely tsaho mikasika ny 7 février ireny !!!

    http://www.lexpress.mu/story/33843-madagascar-feuille-de-route-reunion-d-urgence-a-pretoria.html

  11. Ranavalona,
    Io ambony io ny kabarin’i Me Hanitra.
    Lazainy indray fa « filoha teo aloha » i Dada ka efa akondro lo koa angamba ka tokony hesorina fa manimba ny regime.

    Kintana,
    Aza de manampa-tsinay eo sé fa zà ato efa atosim-potsiny, ny tsinaiko efa aravoravona fotsiny toy ny Pèzla sisa fa MDR hatra@ 21 iny.

  12. Aza ketraka ry zareo fa ny manetsa be mbola ho avy.Hisy fivoriana ao afrika atsimo momba ny olana eto Mada dia mbola haka fanampahan-kevitra ny firaisamben’ny afrikanina rehefa avy eo.Efa marary kibo ilay bitro, ataon-dry zareo tsy mahata-tena dia ho afa-baraka eo.Raiso ny ampinga.I Lekely mangiarika efa be blema koa etsy andaniny.Kely sisa e!

  13. Tsy misy ketraka eo ê !
    Ny hitanay aloha izao koa, dia tena tia mozika be sy gitara ianao ry Bemafohy !
    Mety ka !

  14. Marina ny anao ry KM fa mieritreritra ny any foana koa aho, indrindra fa ny ho avin’i gasikara.Hita mihintsy anie izao fa manao izay anilihana an’i reny malala ny firaisamben-pirenena.Tsy mora satria misy ny tandem franco-allemand ary mandray anjara amin’ny fampandriana ny tany any afghanistan ny tsotsoka ka misy lanjany ka alefa mora ny ezaka na dia hita koa aza fa misimisy ny voavidy vola ao amin’ny firaisambe afrikanina.Tsy kely lalàna ny ratsy fa Ceaucescu ary ireny voahalan’ny olona ihany satria nivadika taminy ny miaramila rehefa nahita ny vahoaka nirongatra.Mankahery antsika rehetra.

  15. Ny ataon’i Sarko any Afghanistan, dia tsy hinona fa toy ny nataon’i G.W. tany Irak.
    Hampi-tourne ny industries-n’ny armement, hanatavezana ny akama !
    Ny tandem franco-allemand tsy dia mino aho, fa io francophonie ( indrindra firenena afrikana ) no mbola azahoan’ny menasofina seza ao amin’ny CS-n’ny ONU ! Raha mbola mahazo an’io seza io foana iza, dia hanararaotra sy hizesta foana !
    Anjaran-tsika no miaro ny zo ary mitady namana afaka manohina, fa isika toa « menamenatra » sa…???
    Jereo fotsiny ny nataon-dry zalahy afrikana, ary ny tiorka omaly !!

  16. Baby!!izay ve no lesoka???taitra koa aho!!
    Manao zavatra re tsy mora e!!mbola tena ao anatin’ny hafanana
    mavaivay isika koa aoka samy ho tony,malahelo be ve Baby???marina ny anao!!teny mipitika
    kely io dia hatao mankarary fo!Mahafinaritra ny hafanam-po ary azoko tsara ny mahasarotiny anao.
    Izay no hataoko hoe: Mamy be izany dada izany! tsy misy kianina mihintsy.
    Mitonian kely aloha Baby fa avelao ho hita ny fiasany a!!izay teneniny tsy dia olana fa ny fomba fiasa
    no aoka hasiantsika kiana raha mbola tsy ampy FAHAMATORANA sy MIESONA toy izao.Sa ahoana??

  17. KM! nisy eritreritrao izay hoe: raha RNS sy Tsinjaka dia vitan’ny malagasy no manao kilometatra maro fa raha resaka momba ny firenena dia somary maisatra ihany ny hetsika.Vao tamin’ny week-end teo aho no nisy olona tao amin’ny fianakaviako no nanambara io eritreritrao io ka nanamarina izany. Ny tanora 30 taona eo no tiako ho lazaina.Marina fa mbola mihary na mbola tsy vita tanteraka ny fianarana fa tsy tokony hovariana izy ireo satria ny ho aviny ihany koa no banjinina amin’io tolona atao io. Ny vola fitady hoy ny fitenenana. Ka tsy hitako loatra ny hanairana ny tanora izay betsaka izy izao.Raha ny fahitako antsika manoratra eto dia efa 40 no miakatra daholo.Ahitsio aho raha diso.Mandeha be mihintsy ny resaka mantsy hoe amin’ny politika malagasy dia mihinana daholo izay rehetra tonga eo ary tsy misy modely dia hoy aho an’eritreritra hoe:Izaho dia mino hoe:tsy nanao an’izany i Dada ary andao asiana resaka arahina atrik’asa ny momban’io raha izay no ho avin’ny firenena mba ho tena tia tanindrazana ny zatovon’i Gasikara satria betsaka mantsy tamin’ny voalohany no nanaraka an’i TGV izy ireo.Hevitra atsipy ihany ny ahy ary raha tanora tonga saina no mamaky etoana dia miala satroka amin’ny fomba fijery navoakako.

  18. Ranavalona,

    Mamy zany Dada izany ka tena tsy tantiko mahintsy izay maniratsira azy !
    Marina ny anao ka aleo aloha hojerena ny asany. OK !

  19. Izany mihintsy Bemafohy a!tsy diso mihintsy ny fahitanao azy.
    Nefa kosa a! tena faly aho raha nahita fa saiky tovolahy daholo
    ( no hitako t@ sary iny aloha) no tonga teny Ivato,ny zavatra azo hambara dia tsy manana faharetana
    ny tanora,ka izay no mahatonga antsika efa lazondazony hizizo eto fa ny tanora angamba tonga dia vavany,
    na fampiarana no hilazana azy,ka ry zareo ireo no mahita azy fa ny zavtra hitako moa dia ilay zatra tolorana
    fotsiny e! tsy mba hiady,ny Nike sy Adidas sy MP3 sy MP4 no mahamay fa tsy izay mba ahasoa aloha.Izaho
    kilasy 4em mbola mandeha tsy mikapa mianatra taloha ,nefa izao vao afaka CEPE ny ankizy dia efa « handefaso
    Jeans sns ……..zavatra tsy misy fotony no hamakiana loha fa tsy izay mba ahatafita.I r’anona manana an’izao sy
    izao,oaina be izahay fa ny anay izao e! makatsy e! izany no tanora @’izao fotoana.

  20. Ranavalona! hainao le izy ka sarotra ny misarika an’ireo aloha hatramin’izao.Asa izay mahita paika fa raha vao manao resaka politika ianao dia efa miala ny sasany, tsy miady hevitra akory, fa raha vao resaka « revy »(taoka, bandy na sipa, lamôdy) dia oay velombelona daholo ny ianao isany.Sarotra e!

  21. Baby! izaho mba miteny anao fa izaho no tena loza taloha kely tao
    efa lefy aho io,tsy milefitra aho fa mandefitra aloha ,mbola miandry aho
    fa toa mihamaizina izy izany.
    Mba henonareo ny tenin’i Beriziky???nampivonto Fo,fa na ny
    fahatongavan’i Dada aza hono tsy fantany???? toa hanaraka iny lalana iny koa izy fa inona moa???
    Dia ireto jiolahi-politika,toy itony Voninahitsy itony na izy ihany aza noho dia mahafaty an’i dada dia ho
    hailiny @ domelina fotsiny dia azony ny toerana.Izany no zavamisy sisa ,samy manao izay mahafalifaly
    ny fony, TANY TSY MISY FANJAKANA.

  22. Bemafohy! ny sany aza tsy menatra ny milaza fa : »efa mankaleo »
    Dia ho aiza isika ity???ho avela ho baroan’ny hafa eo fotsiny ve ny
    tanindrazana????

  23. Ohatry ny lasa havana tao an-trano izahay ny 17 mars 2009; ka rehefa hiverina ny havanay dia tsy mitsena azy izahay, na in-jato milaza ho avy aza. Antsitrapo, tsy teren’iza na iza.

    Toy izao ataoko izao, mandany vola @ connexion, tsy teren’iza na iza, tsy maninona (androany), satria raha tsy manala a’i Rajoelina ao @ fitondrana izahay, vao maika zava-doza ny ahazo ny firenena sy ny zanaka faramandimby (rahampitso).

    Tsy maintsy miala malaky io bandy io fa tsy misy ady hevitra.

    Araky ny filazan’ny gazety « AO RAHA »: prôpagandy vita hoa azy hoa an-dRavalomanana no nataon’ny HAT t@ iny asabotsy 21 janoary iny »/

  24. Bemafohy, post 14h29min !

    Ny tena olana any amin-tsika dia izao !
    Ny tanjon’ny Pdt ravalomanana dia efa nazava, fa ilay gasy mihintsy no tsy tia ny mpiray tanindrazan’aminy ho tafita, indrindra raha tsy nivaoka avy ao amin’ny « sérail » ianao ( framasônery, klioba48, ets..).
    Rahatoa ka vahiny izy dia miteta sy miforidrambo ; ary ireo koa no mpividy na mpanao corruption ao !
    Mifaninana mba te hoe MILAY ILAY GASY, kanefa be TSIKOKO !!

    Mifandray amin’ilay fanontanian’i Baby hoe :Tamin’ny hoviana no nisy fiainana mirary tao M/car  » ? Dia ilay novaliako hoe talohan’ny 72.
    Ny tena mampalahelo, dia betsaka ireo notazaina tamin’ny andron’ny fanaovana risoriso avy eo, any ka ho ela vao ho afaka izay toetra izay, satria raha ny zavatra amin’izao fotoana izao no mitohy, dia HO AO ANATIN’NY HAIZINA FOANA NO HIAINA NY TARANAKY NY MALAGASY !!
    MILA « GRANDS COUPS DE PIED DANS LA FOURMILIERE HOY NY SASANY » ! Raha mbola kitrano an-trano ny fomba entina hamerenana ny ARA-DALÀNA, dia ho viza-maina fotsiny eo isika mianakavy !

  25. ô Ranavalona a! Tsy manana forum ange ry zareo ireo e!

    -Madagate tsy misy forum;
    -Facebook Madagate « 22 personne aiment ça »;tsy misy tonga manao commentaires.
    -ary ny mpandefa vidéo Youtube foa @ pseudo hoe « papazano100 » io dia JEANNOT RAMAMBAZAFY (ao @ Madagate).

    C’est la misère totale!

    Ireo olom-bitsy tonga eto ireo , manala azy fa niakatra tosi-drà t@ asabotsy ireo, no mananihany eto, kanefa dia izao fanaratsiana ataon’ny babyfoot izao dia « ça sert de lièvre aux partisans de Ra8; grâce à des gens comme les foza dans ce forum; on RESTE MOTIVES et on ne lâche pas prise »

    Prôpagandy vita ho azy ho an-dRavalo io Ranavalona a! « 13 MAI BIS » vita ho azy t@ asabotsy ireny teny Ivato ireny; ny adiresin’ny isan-karazany an’i Richard Baomba mianakavy izao efa mi circule eran’ny forum any!

  26. Mankasitraka Mamy â ! Maromaroa ny toa anao !
    ranavalona ! Aza atao lazondazony izany izahay an !!! Rehefa tafita amin’ny fianarana ny ankizy ranavalona tsy hoainina velively izany â ! Feno fahendrena mazàna ny ankizy tafita !
    Betsaka ny zanaky ny mpanana, mirevy sy misotro, midotra, avy eo lasa mangalatra mihintsy amin’ny farany ! Hazo nibiloka tsy azo hahitsy intsony !

  27. KM!Io « sérail » io (milieu fermé)mihintsy no mitondra ny baolina ao hatramin’ny nahafatesana ilay filoha mamim-bahoaka iray: Richard Ratsimandrava. « Tsy miamboha adidy aho, mon général ».

  28. Misaotra Rabetiko a !
    Ila mpanoratra ny texte izany no voavidim-b…dy !
    Izany no hilana ny enregistrements mba tsy hanovan-dr’i BITRO VOALAVO ny marina !!!


  29. Mafana dia mafana izany resaka ato izany !!! 🙂
    Misy tsy mahatsiaro an-ranadahy intsony ! Marina an ! 🙁

    Fa hono oa ! Iza ary no maka sary an’i Me RAZAFIMANANTSOA E ???????? tENA TEZITRA BE MIHITSY AHO

  30. AZAFADY fa diso manipulation kely aho :
    Eny oa, ka tena mahasosostra be mihitsy ! Sary flou no alefanareo nefa ….i Me RAZAFIMANANTSOA anie e !
    – hi hi hi.
    Mba ilay sary milay kosa atao azy e ! Raha ilaina ny mpaka sary « paritikilie » dia mba lazao aho Maitre a 🙂 !
    Baby ,
    Tena tsy vazivazy fa atahorako mihitsy efa mitsikilo sy manara-maso mihitsy ny meloka ka !

  31. Tsy mandino zany Dà a !
    Nifangaro ny alahelo sy ny hafaliana depuis ny 21 iny ka tena roboka be fa azafady re e !

  32. Ranavalona,
    I Beriziky zany nasian’i Domelina FONOKA, nampiany FORIMÔLINA ka raiki-tory be tao nanditra ny 2 herin’andro mba tsy hanao sonia ny lesépasé hatongavan’i Dada rehefa dinihina ny resak’izy samy Dondrona. Marina e !

    Raha eritrerita ny teny ataon’izy rehetra (jereo ity Rabe) dia tena efa mivà tanteraka ny ati-dohan’izy rehetra. Mety voan’ny Diabeta sy kôlesterôla daoly noho ny tavi-kena be laotra sesefany nefa ananan’ny vahoaka alahelo. Gisa foie gras aza mbola miatohato rehefa mihinana fa ireto mamosimbosika toy ny kivà nahazo taolana !

  33. Izany tokoa angamba ry Baby no nahazo an’ity Beriziky kah!

    Mamy!Tena vao2 tsara izany momba ilay bomban’alika iny,bomba tsy mahafaty mantsy e!

    Njara ! inao anie tsy hita mihintsy e! efa hatoroko ilay misy ilay sary tsara be ianao tsy mbola
    hitanao foana, fa mila hatao manja be ahoana koa moa izy io ry Dahy???io izy io dia io !tsy
    nanalana tsy nanampiana.
    Kintana a! azafady ary e! hay io dahako iray io mbola mitana azy,izaho aloha efa lazon-dazony ihany
    fa tsy hafenina e!aiza izaho izany taloha ?????95% ny bande taraiky daholo ( laingako izany an!)
    aleo aloha hampiesona kely.( marina izany an!)

  34. Mba mahagaga ahy anie ianao ry Njara e! tianao nefa na ny anarany aza tsy
    sahinao tenenina fa ahoana e!avy dia ataovy hoe  » Hanitra a!!!vazivazy an!
    Ary taiza indray no nahitanao io sary io ry Dahy???ianareo sy i Kintana mahitahita zavatra foana.
    Hararaotiko eto Bemafohy ny misaotra anao @ ireo VAZO halefanao eto fa na fotoana hianoana hira
    aza tsy misy ka rehefa misy ireny halefanao ireny aho dia mba MANARARAOTRA mankafy eo aloha.

  35. Marina izany fa tsy maintsy tafody tokoa i dada, ary efa tena vonona tsara ny fonenana asiana azy en Tsiafahy!

  36. Efa nijery an’ilay trano angaha izato Denizy ?

    Mandehana miverina any indray, dia amboary tsara fa i Dadanay tsy tia rahatoa ka tsy mitovy amin’ny Sheraton !!!

  37. TATITRA ITY mba ho vakianareo !


    On m’a transmis ce texte et les photos attachées… Je me permets de les publier … Sans plus de commentaire … Bien à vous tous
    Ce samedi 21 janvier, mon mari et moi ainsi que notre fils de 13 ans décidons d’aller nous balader du côté d’Ambohibao, où l’on nous avait conseillé un resto sympa avec piscine. On quitte la maison vers 10 heures, maillots de bain, crème solaire et bouquin bien rangé dans la malle arrière. On savait que Ravalomanana arrivait aujourd’hui mais on s’était dit que seul l’aéroport et les environs immédiats devaient être bloqués et en bon tananarivien que nous sommes – l’expérience des “rotaka” oblige, nous étions un peu blasés. Combien de fois depuis 3 ans avions nous été arrêtés dans des barrages ou manif quelconque et ou 1 km plus loin, c’est le calme plat…

    11 h: embouteillage monstre à l’entrée d’Ambohibao. « Comme d’habitude » diront les habitués!
    On continue et on commence à voir les bus bondés, les piétons avec leurs banderoles pliés sous le bras. On rigole quand un receveur avec la gouaille qui leur est propre harangue les clients en disant : aty daholo ny zanak’iDada an!
    Au départ de 67 ha parait-il le ticket est passé de 400 ariary à 1000 ariary! ah, la loi de l’offre et de la demande…
    Finalement pris au jeu et par curiosité, on décide de continuer un peu. Et puis pour moi, historienne, passionnée de photos, l’occasion était belle.
    C’est vrai que pour la plupart des gens l’image des “Zanak’i Dada», c’est plutôt ringard, un peu mémère. Genre bon enfant…
    A partir de Talatamaty, l’affluence est de plus en plus grande: une foule joyeuse arborant casquettes, tee-shirts, drapeaux…
    Arrivée au niveau du magasin de machine chinois ( Hong yuan machinery il me semble ), on est bloqué. La voiture ne peut plus passer. On fait demi-tour, on se gare et on décide de rester un peu.
    Jamais, je n’ai vu une telle ambiance, un mélange de crainte, de joie et d’espoir! Les gens souriaient, s’interpellaient, s’encourageaient ! Beaucoup de jeunes, de femmes, des enfants. On entendait les gens murmurer entre eux : pensez-vous qu’ils vont l’autoriser à atterrir ? Si on est tous là, ils ne vont pas oser le tuer! Et parler plus fort en disant: on est heureux, contents…
    Et la crainte omniprésente à la fois pour soi mais aussi et surtout pour Ravalomanana.
    Le flot ininterrompu de gens aussi bien à pied qu’en voiture: on s’interpelle en communiquant les nouvelles:efa niala any hono izy e, amin’ny firy no mety ho tonga, aza matahotra fa nivoaka tamin’ny radio hoe tsy hisy fisamborana, antsoy ny ankizy any antrano …I ”Bomba” hono consigné ao Ambohitsorohitra (c’est comme ça que j’ai appris que Bomba c’est Richard Ravalomanana.) Tout le monde se relâche, on s’installe, on va acheter des petits drapeaux, des casquettes, de l’eau, des bananes …

    Et voilà que l’on se met à rencontrer un ami, puis un autre, puis encore un autre…On s’installe dans un snack et on papote, on rigole, on boit un coup! Une vraie kermesse…
    Et puis on applaudit quand une délégation de Majunga ou Arivonimamo ou Ambalavao Tsienimparihy, arrivent.
    Et je vois passer les ex- instituteurs de mes enfants, ma couturière, ma coiffeuse, mon copain journaliste retraité, des marchands des pavillons d’Analakely , des gens de ma famille: tante, oncle, cousins, des amis d’enfance que je n’ai pas vu depuis des années, des amis de la Réunion, de Paris n les gens de mon tanindrazana-village lointain là-bas …et puis un bureaucrate qui dit à son voisin : c’est marrant mais hier au bureau personne n’a parlé de l’arrivée de Ravalo ni de venir ici et aujourd’hui, il y a la moitié de mon service qui est là…

    Un véritable Ambohipihaonana!

    http://madagoravox.files.wordpress.com/2012/01/un.jpg?w=157&h=300 http://madagoravox.files.wordpress.com/2012/01/tros.jpg?w=266&h=216 http://madagoravox.files.wordpress.com/2012/01/8.jpg?w=166&h=300 http://madagoravox.files.wordpress.com/2012/01/6.jpg?w=300&h=99 http://madagoravox.files.wordpress.com/2012/01/7.jpg?w=300&h=179
    Hormis les cars venus des provinces, les gens étaient venus en bus, dans leurs voitures personnelles ou à pied. Très peu de cars avec numéros et banderoles comme on a l’habitude de voir quand un homme politique exilé revient (et oui c’est devenu une manifestation courante). Non, je peux vous assurer que la grande majorité des gens qui était à Ivato ce samedi, n’étaient ni des militants payés, ni des manifestants habituels de Magro.
    Les vrais “Zanak’i Dada” ceux qui fréquentent Magro depuis 3 ans n’en revenaient pas! Jamais semble-t-il même dans leurs espoirs les plus fous, ils ne pouvaient imaginer une telle affluence..
    Ils sont tous venus spontanément, dans l’espoir que peut-être, il va se passer quelque chose et qu’enfin, on va pouvoir vivre normalement…
    Il y avait une telle sincérité (une telle naïveté aussi..)une telle charge émotionnelle, que j’en vais les larmes aux yeux. Ainsi, il y avait tous ces gens-là dans l’ombre, qui ne disent rien, qui continuent à travailler, à serrer les dents, à ramener les enfants tous les matins à l’école. Cette vraie majorité silencieuse. Je me suis reconnue en eux, je me suis sentie comme une des leurs…C’est tellement rare dans la vie de quelqu’un.
    Et j’ai oublié les maillots de bains dans le coffre de la voiture et je me suis assise avec eux et on a commencé à attendre.
    Les nouvelles arrivent par bribes, vraies ou fausses…Nisy notam indray hono… ( Notam – je ne sais toujours pas ce que ça veut dire- je sais vaguement comme la plupart des gens que cela veut dire qu’on interdit à Ravalomanana -pas la Bomba mais le Président..-de revenir au pays mais à part ça… Je dois être inculte parce tout le monde à Tana sait ce qu’est un notam et c’est ma voisine de bout de trottoir, marchande de légumes de son état, qui me susurre que le notam est de nouveau en vigueur!
    Mon Dieu, on rapporte la nouvelle à la voisine de l’autre côté (professeur de collège) et le marchand de koba (manifestant sincère et vrai commerçant – c’est tout à fait compatible!) se dépêche de partager la nouvelle et trop ému, donne 4 koba au lieu des 2 payés!
    On lui court après pour lui rendre ces 2 koba (nous ici, nous somme des gens honnêtes…)
    Pendant ce temps-là la foule continue de grossir. N’étant pas une spécialiste du comptage de la foule (autre grosse lacune à ma culture générale- mais en tout cas ce n’est pas à RFI ou chez les forces de l’ordre que je vais pouvoir m’instruire) je dirai plus d’une centaine de milliers de personnes sans compter tous ceux qui sont restés au bord de la route à Talatamaty ou Ambohibao.
    On essaie d’appeler la famille restée à la maison: des @#$%& de nouvelles circulent, L’avion de Ravalomanana a dû rebrousser chemin, seuls les avions d’Air Mad peuvent atterrir etc.
    Et alors, qu’est ce qu’on fait alors ? Il n’y avait pas de service d’ordre ! Pouvez-vous imaginer cela ? Pas un seul service d’ordre alors que l’on était des milliers et des milliers..! Et il n’y a eu ni casse, ni débordement. Un vazaha (journaliste ?) est passé devant nous, tranquillement! Tiens je croyais que Zanak’i Dada détestaient les vazaha!
    Pas de débordement jusqu’à 17h30 quand on a entendu qu’il fallait rentrer car Il ne viendrait plus. Et puis la pluie commençait à tomber. Et cette foule qui a attendu toute la journée, déçue et dépitée qui décide de prendre le chemin de la maison…
    Et c’est là que tout à coup, on a vu des gens courir dans tous les sens. Les « forces de l’ordre » attaquaient en balançant des gaz lacrymogènes!
    On se met à l’abri en prenant un petit chemin qui va vers la rizière. Autour de nous, c’est la panique. Mais qu’a-ton fait de mal ? Je prends les dernières photos avant de partir et tout à coup je sens une chaleur dans mon dos et me voilà environnée de fumée, toussant, crachant, étouffant…un militaire-policier- force de l’ordre a balancé son gaz sur moi! Alors que je me trouvais loin du “front manifestant – force de l’ordre”…et que je n’ai pas barré la route ni crié des mots vengeurs à l’égard des HAT ou autres.
    Et aujourd’hui, Je vous hais messieurs les forces de l’ordre! Je vous hais tellement que vous ne me faîtes plus peur ! Ces hommes cagoulés habillés en noir qui courraient après les femmes, les enfants dans les petits chemins jusqu’aux rizières…que la honte soit sur vous …

    Et ne me dites pas qu’ils ne font que leur travail! La belle excuse à toutes les dérives…
    Quand on a pu reprendre la route, on avait dépassé des milliers des gens rentrant à pied, sous la pluie. La nuit commençant à tomber…On en embarqué deux femmes dont l’une était grand-mère. Elle rentrait à pied d’Ivato jusqu’à Anosizato (10 km environ) Le peu de bus qu’il y avait était pris d’assaut et puis de toutes façons, elles n’avaient pas de quoi payer le bus (300 ariary soit 1500 fmg soit 10 cts d’euros) .Elles avaient juste 300 ariary en poche avec lesquels elles avaient acheté un petit bol de “composé” qui a fait office de déjeuner! Bien sûr vous n’êtes pas obligé de me croire mais je peux vous assurer qu’il y avait des milliers de gens comme çà dans cette foule.
    Ce soir chez moi, j’ai encore mal aux yeux et à la gorge… Bien fait pour moi! Pourquoi n’être pas restée tranquillement à la maison regardant la télé en critiquant allègrement ces crétins de Zanak’iDada…et en donnant des leçons à tour de bras! Je me défoule sans courir le risque de se retrouver dans une petite ruelle à Ivato pourchassés par des “policiers-militaires ” cagoulés!
    Et bien voyez-vous je ne regrette rien… Et à vous tous avec lequels j’ai partagé ces intenses moments de communion et d’amitié aujourd’hui je vous dis : si un jour ce pays arrive à s’en sortir c’est grâce à des gens comme vous. le “fitiavan-tanindrazana” a pris son vrai sens.
    Et j’espère qu’un jour vous aurez les hommes politiques que vous méritez!
    Et je comprends maintenant pourquoi les chefs des hommes cagoulés vous terrorisent ….Ils ont peur de vous ! Comment ne pas avoir peur de cette foule qui à tout moment peut sortir de l’ombre et qui porte en elle toutes les valeurs sacrées de ce pays ? Et tôt ou tard vous gagnerez, vous ne pouvez que gagner…Merci du fond de cœur de m’avoir réconciliée avec des mots comme fihavanana, soatoavina …

    dimanche 22 janvier: J’écoute RFI qui commente ce qui s’est passé à Ivato hier en 2 phrases laconiques disant simplement que l’ex-président Ravalomanana n’a pas pu rentrer à Madagascar parce que son avion a dû rebrousser chemin faute d’autorisation. Pas un mot sur ces dizaines de milliers de personnes venus spontanément l’attendre…et Rien sur cette communion d’amitié et d’espoir…
    Leurs valeurs à eux c’est la crise économique, le triple A, la société de consommation…
    Mais ne vous inquiétez pas, eux aussi tôt ou tard ils vont s’apercevoir qu’ils se sont trompés.
    Ny nenina hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa…

    Masina ny tanindrazana.

  38. Bonne journée à tous

    et à VRAI COMMANDANT /

    pourriez vous nous faire etat de l’ambiance dans l’armée SVP ?!!! 😉

  39. Ary toa tsy mety mivaoka mihintsy ilay izy ?
    Mba saika andefa hirahira sovenira, fa dia asa laotra ! Io ry Njara sao dia mba hainareo â !
    Danzainkôkiazy ! Ilay versiô gasy farany, toa hirain’i Sammy sy Nie izany hono !
    Mbô tsara ny nanaovany azy !

    HODY TSY ELA NY PREZIDÀ Ê !! ZAY NY VAOVAO FARANY !!! RAHA MBOLA MISY BE ZITY EO, DIA ANY AM-PONJA DAHOLO NY MPANONGANA REHETRA NA VAZAHA NA GASY NA KARANA, NA INONA !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *