Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Photos DADA du jour !
  2. Manomana ny fitsenana an’i Dada ny Tanora
  3. Ny vahoaka eo foana e ! (03 des 11)
  4. « Tsy misy fankatoavana iraisam-pirenena eo raha tsy tafody aho » hoy i Dada
  5. Hipoka ny kianja, porofo an-tsary fa mbola am-pon’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana .

34 Comments

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Fa nahoana moa ny Vahoaka Malagasy no hanova ny fifandraisany amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay niaraka nandresy tamin’ny Malagasy ny fahantrana izay vokatry ny fitondrana talohan’ny 2002.
    Manan-karena mahantra ny Malgasy satria ireo mpitondra teo aloha-na ny frantsay tamin’ny andron’ny fanjanahana na ireo Malagasy nitondra ny Firenena sy hoe nitantana ny harem-pirenena(afa-tsy ny gouvernement militaire notarihin’ny Général RAMANANTSOA GABRIEL )dia tsy niraharaha izay tombotsoa ho an ‘ny Malagasy fa ny nameno ny paosiny (ireo comptoirs teto M.kara (Cie Marseillaise , Cie lyonnaise , ny banques -comptoir national d’escompte de paris , ny bnci…)sy ireo mpitondra malagasy nangoron-karena ary ny sasany aza nitondra ny volan’ny Malagasy nandositra tany ivelany..
    Io Filoha RAVALOMANANA MARC io no nampiato izany fomba ratsy nampahantra ny Firenena izany ary io fahasahian’ny Filoha nofinidin’ny Malagasy tamim-pitokisana no antony nanenjehan’ireo resy tamin’ny fifidianana azy..
    Resy tamin’ny fifidianana anie dia nidika ho very fihinana sy very
    vola noraofim-potsiny ,vola mora azo…
    Io fitavanana ny haren’ny Malagasy io no nirian’ireo mpanohitra ho tohizana fa ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia tsy net niditra tamin’izany tsikombakomba izany dia iny nihezahana nesorina teo amin’ny fitondrana..
    Dia nataon’izy ireo tokoa moa izany ,ary napetrany ho sarotava ilay saribakoly mora baikoina , fa rizareo no mibaiko lavitra na akaiky ity rajako naka tarehin’olombelona ity..Dia ity rajoelina no nanaiky nanao ny asa maloto..
    Nandritry izay telo taona izay dia ny fomba fanao talohan’ny 2002 no notohizana araka izay nilan’ireo mpanohitra nandritry ny 2002 ka atramin’ny fanonganam-pahefana tamin’ny 17 mars 2002 !
    Vokatr’izay dia nihanahantra indray ny Malagasy tao anatin’ny telo taona..!

    Dia iza no sahy hiteny fa adinon’ny Malagasy ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay nanatontosa ny zavatra no lazainy sy nampanantenany tao anatin’ny fito taona ?
    Nahoana moa hiova fenitra , nahoana no hanovy ny fitiavany ny Filoha RAVALOMANANA MARC izay nahavadika bainga maro tokoa teo amin’ny fampandrosoana ny Firenena sy teo amin’ny fanntsarana ny fari-piainan’ny Malagasy ?

    Misy lohateny mendrika ny fisainan’ny Malagasy tokony haroso , fa tsy ny fiovany na ny fanadinoany nety niseho !Nefa tsy niseho !

    Tsy niova ary tsy miova ary tsy hiova mihitsy ny fitiavan’ny Vahoka Malagasy ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIVADY SY NY ZANANY !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    TSARA HO REN’NY VAZANTANY SY RE-DANITRA IZAO FANDRESEN’NY FILOHA RAVALOMANANA NY HERIN’NY MPANJANAKA SY IREO ANDEVONY NAMPIASAINY TETO MADAGASIKARA ATRANY AMBOHALOHANY…SATRIA IRETO MPILELA-BODY NY FRANTSAY DIA NANARANAKA !
    IREO NO FAHAVALON’NY MALAGASY , IREO NO MIVIDY NY MALAGASY MARIVO SALOSANA ARY MODY AM-BAVA TSY MILA NEFA AM-PO TARALILA !

    TSY AFENIM-PENINA NY FODIAN ‘NY FILOHA RAVALOMANANA MARC MIVADY ANTANINDRAZANA
    ARY TENA MARINA SY HITSINY NY FANOTRANAN’NY MPANAO GAZETY AVY AMIN’IZAO TONTOLO IZAO IO FODIANA IO MBA HO FANTATRY NY MARO FA NODY TSY MATY FO AMAN’AINA ITY LEHILAHY NO TADIAVINA HO VONOINA ITY..
    NENJEHANA , NATAO IZAY HITOZAN’NY SESITANY ARY NOHEVERINA DAHOLO NY FOMBA TSY HAHAZOANY MODY ANTANINDRAZANA…
    FA NOFOFOANAINY TAMIN’NY ALIN’NY 17 HIFOHA 18 NOVEMBRE 2006-DIMY AMBY FOLO ANDRO TALOHAN’NY FIFIDIANANA NATAON’NY 03 DECEMBRE 2006…!

    KOA NY FAHATONGAVAN ‘IREO MPANAO GAZETY AVY AMIN’IZAO TONTOLO IZAO DIA HO TOA NY FEON ‘NY TRAOMPETRA MANKALAZA IO ANDRO HODIAN ‘NY FILOHA IO ARY HO OA NY ANJOMARA MANARAKA NY HIRA-PITIAVAN’NY MALAGASY MANAO HOE :N HERIN’NY VAVAKA NATAOINAY SY NY VENTIN’IREO TENY NOKABARIANAY NO NANDRESENAY IREO MIRONGO BASY SY LACRYMOGENE !

    TANAM-POLONAY , TSY AM-BASY IZAHAY NO NITOLONA SY NITAKY NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC MIVADY SATRIA NY FANALANA AZY TEO AMIN’NY FITONDRANA NOMEN ‘NY VAHOAKA AZY NO NAHAVERY NY FANKATOAVAN’IZAO TONTOLO IZAO NY FANJAKANA MALAGASY ARY IO FANALANA AZY TAMIN’NY FITONDRANA NO ANTONY LEHIBE NANAPAHANA NY FANAMPIANA ARA-BOLA MIKASIKA NY FAMPANDROSOANA !

    NIKIAKA NY MALAGASY MAHANTRA MBA HILAZA FA EFA TENA TSY MISY INTSONY IZAY AZO HATAO MBA HITAZONANA NY AINA KELY SISA !KOA HAMPODIO NY FILOHANAY !

    REN’NY CPS TANY ADDIS ABEBA IZANY KA NANOME DIDY IZY IREO HANAFAINGANA NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC MIANAKAVY TSY MISY FEPETRA !
    DIA NANAMAFY KOA NY SADC IZAY MISOLO TENA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE..

    TSARA NY HITANTARAN ‘IREO GAZETY ERAN-TANY IZANY SEHO-JAVATRA IZANY FA NAINONA NA INONA NY HERIN’NY DIPLOMATIE FRANçAISE ,NA INONA FAMPITAHORANA NATAON’IRETO MPANOHITRA NIOVA HO ZANAK’ONDRY DIA NIAFINA TAO AMIN’ILAY ATAO HOE MOUVANCE DE M.CAR « ,
    KINANJO FA VAO NANDEHA NY RESAKA MASAKA MOMBA NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA TSIKARITRA FA TSY TELIN’IZY IREO
    ILAY BONBON MAMY HO KEPOHIN ‘NY MALAGASY TSY HO ELA : TSY NISY FEO RE AVY AMIN’NY ANKOLAFY ZAFY NA AVY AMIN’NY ANKOLAFY RATSIRAKA..IZAY TSY NANAO SONIA NY TONDROZOTRA RAHATEO !
    TOHIZO LALANDAVA NY VAVAKA FANAONTSIKA ARY TOHIZO FOANA KOA NY TOLONA !
    TSY TONGA ETO ANTANINDRAZANA NY FILOHA RAVALOMANANA MIANAKAVY RAHA TSY TENA HITAN’NY MASONTSIKA IZY IREO MIDINA NY AVION ENY IVATO..!

    RY VAZAN-TANY O ! NENOY SY FANTARO NY TANTARAN’NY FILOHANAY IZAY NAHARESY LAHATRA IZAO TONTOLO IZAO TAMIN’NY FAHENDRENY , TAMIN’NY FIJERINY TENA MARANITRA NY TOE-JAVATRA , TAMIN’NY FAHATSORANY IZAY MAMPITAFY NY FAHAVONONNANY HENTITRA SY TSY MILEFITRA EO ANATREHAN’ IREO MIHANTSY ADY AMINY KA MITADY NY FANILIANA AZY TSY HISAINA NA HANANTENA HITONDRA INDRAY NY FIRENENA MAMINY REHEFA MBY HO AMIN ‘NY FIFIDIANANA NY MALAGASY!

    « ZANAHARY O TAHIO NY FILOHA RAVALOMANANA MIANAKAVY
    ARY AMPITOMBOY NY FINOANAY ANAO , TOMPO O ! « 

  • ranavalona dit :

    Mazava tsara mihintsy,mbola toka-po ohatry ny siny ny vahoaka ka tsy mahalala afa tsy ny RANO.
    Tsy ohatra izao mihintsy no teny t@’izaho tany fa fantatr’ireo olona ny TADIAVINY sy HANDRASANY
    ary ilay hametrahany ny FAHATOKISANA ka tonga maro izy ireo vao hoe: » DADA »Io ilay sioka tokana e!!
    Mazava ho azy koa fa manaraka akaiky ny olona na dia somary mihataka kely aza,koa izay no tena tsy zakan’ny FOZA.
    Hiriany ho faty vao ela velona.

  • Dénise dit :

    Efa impiry moa i Valo no miseho ho entitra fa dia fampanantenana poak’aty daholo ireny. Izany ilay hoe fampandriana adrisa. Dia mampahonena fa dia mino tokoa ireto badolahy sa badovavin’ny Magro. Tsy mahagaga moa izany satria ilay hoe « minoa fotsiny ihany » dia tena latsa-paka ao an-tsain-dry zareo, ka na asain-dRavalo mihinana ny tsy fihionana aza dia iny fa roboka tokoa. Aza manody tokoa ny comme ça hoy ny fitenenana. Ny an-dRavalo moa izay teneniny dia toy ny vovon’amboa ihany, ka tsy hery fa tahotra. Efa fantany manko fa ny fodiany eto gasikara dia midika fa hiditra eny Tsiafahy izy. Koa hoy izahay hoe malalaka ny varavarana, tompokolahy.

  • sotoavo dit :

    Samia manentana ny manodinina, nympiara-miasa sy ny fianakaviana amin’ny fitsenana an’i dada. Rehefa arahinao finoana ny asa hataonao dia tanteraka.

  • sotoavo dit :

    Samia manentana ny manodinina, ny mpiara-miasa sy ny fianakaviana amin’ny fitsenana an’i dada. Rehefa arahinao finoana ny asa hataonao dia tanteraka.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Lazao daholo izay tianareo ho lazaina ry foza isany, fa ny fantatra dia efa tsy mahafehi-tena ianareo, fa mivalan-drano ao anaty silipy daholo, vao mahare fotsiny hoe ho avy IZY !
    Tandremo fotsiny fa ny tody tsy misy hoy ny ntaolo fa ny natao no miverina !!! Ary ny vahoaka no hitsara !!
    I Sarkozy mpiaro anareo, tsy ho eo mandrak’izay koa !! Ho faly dia faly ny vondrona eraopeana ( indrindra fa i Merkel ), raha vao voadaka eo io sy ny akôlitany !

  • Njara dit :

    -
    Ho hitantsika eo ny hetsika amin’ny 17 Janoary ry Foza a ! Vao ny Mouvance Zafy no hitarika voalohany, fa ny Mouvance Ravalomanana mbola ho avy !
    Io ilay hoe : ny Manetsa be e !
    -
    -
    -
    Manao antso avo ireo Mpitondra avy amin’ny Mouvance Ravalomanana mba HANOHY NY HETSIKA ary, fa ny sehatra efa misokatra !
    -
    Isika tompo-trano indray ve no hanao honohono ?!
    Tsy mety izany fa ny ampitso ny hetsika 17 janvier dia efa tokony mirotsaka isika mba haharitra ny hetsika ary hisy lanjany !
    Ka alao hery fa midoboka ny antson’ny ampongan’ny FAHAFAHANA !
    ARY NY TANJONA dia :
    FAHAFAHANA – TANINDRAZANA – FANDROSOANA
    VELOMY NY HETSIKA MOUVANCE RAVALOMANANA !
    -
    -
    TGV DEGAGE ! DEGAGE !

  • Njara dit :

    Mazava ho azy ny mikasika ny karana, satria ireo no tena niara-nitsikombakomba tamin’ny vazaha hanao ny PUTSCH !
    -
    Ary ireo mikasa ny hamono ny Pdt Ravalomanana dia mbola olona karamain’ny karana sy ny miaramila frantsay.
    Ka noho izay indrindra no tena manamarina fa ireto frantsay ireto no tena fahavalo voalohany manao izay tsy hiverenan’i Dada ! Raha vao tsy eo ny vazaha dia efa voafetra ny famporisihana ataon’ny karana !

  • KintanaMananDrambo dit :

    FAHAFAHANA , nosoloin-dry vendrana ho Fitiavan-tena na…….!!!!
    TANINDRAZANA, namidin-dry tsy valahara amin’ny vahiny !!!!!
    FANDROSOANA any amin’ny antsana, no nitondran-dry tsy mataho-tody an’ny vahoaka !

    Vatomandry avy ve no tsy misy tobin-dasantsy na iray aza ? Santionany amin’ny zavatra vitan’ny foza izany !

    Mba ataovy ny bilans socio-économiques-nareo ry foza, dia mijereva fitaratra â !
    Foza orana, dia mpanimba ny tontolo hiainan’ny vahoaka malagasy !!

  • Bemafohy dit :

    http://youtu.be/iLi_osYNsOU

    Entre le président Ravalomanana et le peuple Malgache, c’est aussi une Histoire d’Amour avec un grand « H » comme humanité. Nous t’attendons Dada!

  • ranavalona dit :

    Mitady mpitia fa tsy misy mpanisy sira fa vola baoritra e!!
    Nataony am-paoosy ny tanindrazana hamelomana ny ankohonany, tsy velon-komana
    hatr’izay niainany,tapon-kanena!
    Fandrosoana @ RATSY izao no himasoana ,rehefa ratsy dia alefa daholo ,na fangalarana ,na fandrobana na
    fanolanana,na FANOMPONTSAMPY ka izay tsy manaraka ireo dia any amponja, fa izay manaiky ireo no
    lelafina sy indraindraina fa nahavita be,satria nanaiky ny ratsy.
    Tongava dada handroaka ny DEVOLY ao @ tanindrazantsika ao a!!Ny Anjely mpiambina hiambina anao sy ny
    ankohonanao.

  • Tanora dit :

    karazana malagasy hafa izany ry Bema a, Fa tsy ny Malagasy mipetraka eto Dago, indrindra ny aty am province, fa raha tena lehilahy sy tia tanindrazana tokoa ra8. dia tonga eto ary mitolo-tena am vono olona izay nataony sy ireo halatra ny hatsembohan’ny gasy. raha tsy izany dia manaiky ny fitsaram-bahoaka.

  • Njara dit :

    -
    Tsotra dia tsotra ny hampisamborana an’i Pdt Ravalomanana :
    -
    Antsoy TPI na ny CPI hanao enquete dia aoka higadra ho azy izay diso !
    -
    Fa maninona no TSY METY manao izany i Domelina ?
    -
    Satria mazava ho azy fa izy no ho voa voalohany !
    rEHAFA TONGA I dada DIA HO ANGATAHINA MBA HAMPIANTSO NY cpi NA NY tpi? HANAO ENQUETE HAINGANA,
    dia hivoaka ny marina izay afenin’i Foza ary afenin’ny Frantsay mpanohana azy !
    -
    Tsy mba miresaka ny BAIKO omen’ny frantsay azy mihitsy ny mpanohana ny HAT-Rajoelina !

  • Bemafohy dit :

    Tanora!Aza mampiady an-trano ny malagasy e!Monja Roindefo ary io miala amin’i TGV satria saika nataony sorona.Ny Dadany moa fony tamin’ny androny niaraka tamin’ny mponin’i Tana ankoatran’i Remanindry Jaona.Tsy adinonay ny tantara e!Izahay izao vavolombelona.

  • Tanora dit :

    Tsy miresaka foko aho ry Bema fa na avy aiza na avy aiza, na iza na iza dia reefa nandatsaka ain’olona dia tokony voasazy. ary ny malagasy dia tsy hanaiky izany intsony na dia hahantra fadiran’ovana aza.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy vendrana toa anao ny vahaoka malagasy ka hino izay fanaovana désinformation lava eto â !
    Tanora toa tsy mahavatra tena akory aza no fieritreretako anao ! Zaza, tsy afak’inona moa izy izay ?
    Hisy ny règlements de compte indray andro any, raha izany no tadiavinareo foza, fahavalom-bahoaka !! Ho hitanay foana ny misy anareo !
    Rehefa potsista dia fantatray tsara ny handefasan’azy, fa aza be menasy eo !

  • TsimilaTGV dit :

    TANORA = RABE

  • Neninoro dit :

    Chers compatriotes, mais laissons donc ces foza aboyer!

    « Ils n’empêcheront pas la caravane de passer!!

  • vahoaka dit :

    IREO VE NO BETSAKA INDRINDRA VOAHANGON’NY AO AMIN’NY MAGRO????? IZAHAY IHANY NO VAHOAKA FA ANDIAN’OLONA IREO E!!! LE TOKOTANY KELY IO AZA TSY FENO AKORY!!!!!

  • Neninoro dit :

    He! He! He!

    Andian’olona fotsiny hoe ny eo amin’ny MAGRO fa tsy vahoaka???

    Koa maninona no matahotra ianao milaza anao ho vahoaka io ??? Raha tsy matahotra ianao tsy hivazavaza lava eto!

    Tena tonga amin’ilay teny hoe:  » TAZONY IO FA MATIKO EO. »

    Aiza re izy izany ra-vahoala ô!!

  • vahoaka dit :

    ireo ve na isan’ny olona ao amin’ny fokontany iray kely indrindra aza tsy mbola betsaka??? tsy vahoaka oa ireo fa andian’olona mpomba an-dravalonandra!!!!

  • vahoaka dit :

    fa iza zao no mivouvou ôtran’ny alika eo amin’ny magro e???? ny mpitondra sy ny vahoaka mipetraka amin’ny toerany tsara fa ianareo zao no mitabataba ôtran’ny amboa eo!!!hi!hi!hi! Tsy ny eo aloha oa no manenjika fa ny ao aoriana!!!! ny caravane mi-passe zao dia ny vahoaka tarihin’i Rajoelina!!! fa ny alika mivouvou eo amin’ny magro tsy mietsika eo dia ny AL….I….KA!!!!

  • ranavalona dit :

    Avelao hivovoa ny alika fa ho kenda ihany izy @ farany e!
    masina ny tanindrazana ary tany Masina i Gasikara fa tsy azon’ireto foza ireto mihintsy
    izany ka dia mamjakazaka ery, »mbola ho avy ny andro » hoy Eric Manana izay. tsy ho hitomany foana akory
    ny Gasy fa sotasotain’ireto tsivalahara tsy matao-tody isany,tsy misy ho afa-bela eo e! ary MATATESA !!!!!

  • tody dit :

    Mi-Delir i vahoaka, tanora , rabe. Denise fa ho avy i dadanay. miforitra ny rabo ,hilatsaka ny pataloa, ho tera-tay mihitsy ianareo Ha! ha! ha! MDR aho.

    mitatatata fa i dada tsy maintsy ho tonga.

    Ianareo ry vahoaka= tanora= RAbe= denise nareo mihitsy no mpamono olona miaraka @ rajoelina.
    No mpangalatra mpoivarotra tanindrazana:
    vahoaka= Rabe= Tanora= denise=rainivoanjo no sady mpamono olona = KIVA =FANDROAKA= AMBOA = ALIKA= CHIEN= DOG= HUND= Ianareo Foza rehetra eto io.

    efa vonona ny ekipanay hisambotra aní rajoelina hatao hazalambo tahaka aní kadhafi ary atao tahaka ny fatinálaika hamoihinanana alika mihitsy i andry rajoelina sy ny rainy yves rajoelina, ary ry ratsirahonanana sy ny forongony.

    miomana fa efa vonona ny afo handorana ny tranoní andry rahjoelina sy ny fananany. OEIUL pour OEIL , DENT pour DENT

  • Dénise dit :

    Nahafinaritra ny nahita omaly ireo mpitandro ny filaminana nanao fanazaran-tena hisamborana ireo miditra tsy mahazo alalana ato an-tanindrazana, na ireo tonga tsy nantsoina nasesiky ny razana, mitolo-batana satria nahavita heloka be vava. Tena tsara ilay fanazaran-tena, ka ny irariana dia ny hoe mba ho tonga tokoa anie i Valo, ka ampiaharina aminy mivantana ilay fanazaran-tena. Ny tena fanirian’ny vahoaka aza dia hoe tokony alefa mivantana amin’ny fahitalavitra izany fisamborana an’i Valo izany. Ho faly ny rehetra satria ho voasambotra ilay mpanakorontana gaigy lahy.

  • verbeeck dit :

    Mba ampianaro ihay marina ny zaza ry Malagasy havako sao dia lasa foza tsy mahalala izay teneniny akory toy ireto foza tafiditra eto @ forum ireto!!! sa dia efa voan’ny masobe tsy mahita??

  • ranavalona dit :

    Izao daholo rehefa foza ry zareo a! aza misy taitra oah!vao maika ireo mahazo vahana
    raha vao taitra eo ianareo.

    Tena marina ve ry Tody io voalazanao io???Mankasitraka e!!ho tanteraka tokoa anie izany ary hivavahako andro
    amn’alina ny ahatanterahan’izany fa ampy izao tsindrihazolena hatao ny Gasy izao.Aleo ho avy izany e!!matesa any
    daholo ry foza maimbo ireto a!!midanadana ny varavaran’i losofera miandry anareo devoly sy mpams faly @ ratsy
    ireo.

  • Bemafohy dit :

    Enjoy! it’s worth contemplating.

  • Tatsimo dit :

    Mampilaza amin’i Raberivotsa mianakavy agnay amin’ny fahatngavan’i babanay fa lehy mikasitagnana azy ialahy mianakavy dia tsa hagneky agnay fa hirongatsa. Ny miaramila be animoa raha voavidimbola koa ny volan’ialahy isany ho very fa ona kely aigna ireo miaramila reo. Mba taia ro nanao stagy ireo, tsa misy raha hainy hafatsy ny migesta fa vao hahita ny garda koro vahiny hoferin’i Dada dia mangovitsa. Ona tsa ampy hanina ireo, mahia, fohy kely : 40 kilao moié

  • Josefa dit :

    Tsy efa miomana ny hisitrika any amin’ny Ambassade vazaha indray ve ny zandrin’i Rainitay izao ? hi hi hi !
    -

  • Njara dit :

    Midera ny heri-ponao President !
    -
    Mahafoy ny ainao ho an’ity Tanindrazana malala ity !
    Tompon’andraikitra amin’ny fiarovana sy fanampiana anao nyAntoko Politika rehetra noho ny maha- President de Madagascar anao !
    Homba anao ny Avo Indrindra, ary indrindra Zanahary : Andriananaharintsika malagasy !
    Njara

  • Njara dit :

    L’avion de Ravalomanana dérouté

    AFP
    21/01/2012 | Mise à jour : 13:28

    L’avion qui devait ramener au pays l’ancien président malgache Marc Ravalomanana a dû faire demi-tour, l’espace aérien malgache lui ayant été interdit, a indiqué une porte-parole de la compagnie aérienne. « Le vol n’a pas été autorisé à entrer dans l’espace aérien de Madagascar », a indiqué à l’AFP Karin Murray, porte-parole de SA Airlink, une filiale de la compagnie nationale sud-africaine SAA.

    Il est directement rentré à Johannesburg peu après 14H00 (12H00 GMT), d’où il était parti quatre heures plus tôt, selon un correspondant de l’AFP présent à bord. « Ce qui est arrivé, apparemment, c’est que le régime malgache a fermé l’espace aérien de Madagascar. L’avion a donc été obligé de faire demi-tour », d’où il était parti samedi matin, a confirmé Peter Mann, l’un des porte-parole de Marc Ravalomanana. « C’est un acte de pure folie », s’est exclamé le porte-parole, mettant directement en cause le président de la Transition malgache, Andry Rajoelina, qui avait renversé M. Ravalomanana en mars 2009.

    Le retour de l’ancien président était explicitement prévu par la « feuille de route » signée en septembre par les partis politiques malgaches afin de rétablir l’ordre constitutionnel après environ de trois ans d’une crise qui a isolé et affaibli Madagascar. Mais une « note explicative » précise que le retour « sans condition » des exilés auquel appelle le texte ne suggère ni n’implique « une exonération de poursuites judiciaires ». Or, Marc Ravalomanana a été condamné par contumace aux travaux forcés à perpétuité pour la mort d’une trentaine de manifestants, abattus par sa garde devant le palais présidentiel en février 2009.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site