VOT : miomana amin’ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana

VOT 16 Janv 12 (1)

Nanatanteraka fivoriana tetsy amin’ny hotely Nalugaro 67 ha ireo Vondron’Olon-Tsotra, izay tarihan-dRamatoa Zoe Sarah io tolakandro io, izay nahitana fikambanana maro toy ny FIMAPRO sy ny fikambananan’mahery fo 2009 , nentina hanomanana ny fahatongavan’ny filoha Marc Ravalomanana sy nifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2012. Nodinihina nandritra izany koa ireo tomban’ezaka vita hatrizay nijoroan’ny Vondrona . Marihana moa fa tamin’ny volana jona 2009 no niorenany , ary ny taona 2010 sy 2011 ny VOT no niseho teo amin’ny asa fitolomana, ary talohan’izay dia efa niseho tamin’ny alàlan’ny serasera samihafa; manohana tanteraka ny filoha Ravalomanana ny VOT, ary mbola mitaky ny famerenana azy ankehitriny.

Niharitra ny mafy tokoa ny fikambanana, indrindra nandritra ireny toe-draharaha navaivay teto amin’ny firenena ireny , na dia tsy tazana firy aza. Tany filamatry ny fikambanana moa ny hoe: «miasa mangina nefa mafana », ka miasa mangina manaraka ny toe-draharaham- pirenena, no sady mifanakalo hevitra amin’ny rehetra fa tsy miolonolona velively. Ny tanjon’ny VOT dia ny fijoroana hatrany hampandresy ny tolona, ary tsy manohitra ireo ao amin’ny kianja ny finoana, na dia samy manana ny lalana sy paika hitondrany izany aza, fa ny tanjona dia iombonana sy iraisana: ny fampandresena ny tolona sy ny hamerenana an’i Marc Ravalomanana hitondra indray ity firenena ity. Tsy miankina amin’ny mpanao politika ny VOT fa ny tolom-bahoaka no kendreny izay hahatontosa azy hatramin’ny farany.

Raha niditra nivantana avy amin’ny antso an-tariby tao amin’ny kianja ny filoha Ravalomanana, dia nampahery ny mpitolona ary nampitandrina ihany koa tsy ho tratry ny fitaka, satria izy irery ihany hoy izy no afaka manambara ny daty sy ny fotoana hatongavany eto amin’ny firenena, izay tsy ho ela intsony. Ary ho fantatry ny Malagasy rehetra izany, koa aoka hoy ihany tsy ho kivy ny rehetra, fa hivonona hatrany amin’ny fitsenana.

Nohamafisin’ny VOT koa fa anisany hanatevin-daharana ny fananteram-boninkazo ho tontosain’ny ankolafy Zafy Albert eny amin’ny kianjan’ ny demokrasia Ambohijatovo, no sady hanaporofo sy hampiseho fa iray ihany ny Malagasy.

34 pensées sur “VOT : miomana amin’ny fahatongavan’ny filoha Ravalomanana”

  1. Ho an’ireo mbola tsy tonga saina noho ny fahantran’ny firenena :

    Tableau 1. Tendances de l’Indice du Développement Humain (IDH)
    Année IDH
    2000 0,501
    2005 0,532
    2006 0,537
    2007 0,543

    148 Cameroun 0.482 Afrique
    149 Madagascar 0.480 Afrique en 2010
    150 Tanzanie 0.466 Afrique
    Raha zohina dia nidina ny IDH (de 0,543 à 0,480 entre 2007 et 2010) malagasy.Izy io dia salan’isa azo avy amin’ny fenitra sahala amin’ny fahafahan-mianatra; fahazahona mitsabo tena;fandalana ny demokrasia, fahazahona maneho ny heviny (accessibilité à l’éducation, aux services de santé, assimilation à la démocratie, liberté d’expression…).Izany hoe niharatsy ny fiainan’ny malagasy amin’ny maha-olombelona azy, NIHA-TSY NISY FAHAFAHANA.REHEFA MANAKAIKY NY 1 IZY DIA TSARA BE.KA ASA FAHAFAHANA INONA NO RESAHIN’NY TGVISTA FA TSY AZOKO;

  2. Mampalahelo fa dia mbola misy dia misy tokoa ny milomano ao anatin’ny lainga
    tsara lahatra ary dia voafahana lalitra hatrany an-tendakeliny mihintsy ,ary dia tsy
    mahita fa mitotongana ny fari-piainan’ny olona, ary dia sahy milaza fa mitovy ihany i dada sy domelina,
    dia ohatry ny mifamaly @ olona adala ianao fa dia JAMBA !JAMBA eo apototry ny mazava, nefa kosa aloha
    aleo havahana fa fantatra foana ny olona mankatoa izao fitondrana izao e!!ary olom-bitsy soa ihany.
    Tsara mihintsy ny hanazavanao io zavatra io ry Bemafohy fa mandreraka be ny miady hevitra @ olona tsy dia
    lasa lavitra ny fisainany sy toetsainy,misy aza moa olona nianatra izao fa dia minia mikipy fotsiny sa tena MIESONA?

    dia mba misy fanontaniana kely raha misy afaka mamaly fa hoe: i Mamy R hono no tompon’i TVM???io sisa
    mantsy no nanapenana’ireo foza ahy rehefa hitany fa tsy resy lahatra aho,koa azafdy hoe raha misy mba afaka
    mba manamarina io fa izaho aza KENDA.

  3. Ny Filoha RAVALOMANANA MARC DIA NIASA ,NIADY , MITOLONA ARUY MITADY ANDRO AMAN’ALINA NY FOMBA REHEYTRA ENTINA HAMPANDROSO NY FIRENENA SY HAHATSARA NY FARI-PIAINAN ‘NY MALAGASY TSIVAKIVOLO…
    Misy tokoa ireo mody adala ary miseho be saina sy manan-kolazaina momba izay fomba entina manarina ny Firenena ,izay latsaka ambany dia ambany ny laharany mihoatra amin’ny Firenena niaraka nisondrotra taminy , saingy Isika dia nofinganin’ny mpanjanaka izay nahita malagasy nampiasainy niray tsikombakomba aminy mba nandavoana ny Malagasy izay nandroso sy nanao ezaka lehibe nandresena ny fahantrana..
    Niato nandritry telo taona izany fampanseosoana sy fiezhana izany ary ny mpanongam-panjakana dia tsy nahita zavayta natao afa-tsy ny fanitsahana ny her-pon’ny Vahoaka ,izay tsy nanana afa-tsy ny tanam-polo nanohy ny asa azo notohizana mba nahazoana mivelona…

    Izao fodian’ny Filoha RAVALOMANANA ANTANINDRAZANA izao dia hafahantsika , tsy ho ela ao aorian’ny fifidianana rehetra ,hanohy io famandrosoana ny Firenena ary indrindra hanampy aingana ny Malagasy izay tena ana sy reraka nefa ny andro manorana ary ny ririnina ho avy..

    Tsy tokona hisahana izay tsy ho mofo Isika koa aoka tsy hihaino ny feon’ireo
    tst faly sy matahotra izao fiverenan’ny Filoha eto ANTANINDRAZANA ary indrinra moa fa tsy itako izay olona na rafitra hanakana azy tsy handray ny andraikiny eo aùin’ny fiainam-pirenena !
    IZY TOKY SY FANANTENANA HO ANTSIKA ARY ISIKA HO HERINY SY HO AMPINGA HIARO VATOLAHY HOIHHANKINANY AMIN’NY ASA HO SAHANINA !

    Koa aza manaiky ny fandemen-tsaina tsofin’ireo mpanohitra , fa henjano ny sandrintsika
    ary aza avela hanjaka eto amin’ny Firenena ireo mpamosavy malemy ka ny Malagasy iray Firenena aminy no namosaviany ary mbola tadiavina htsikitsahana …

    TEHIRIZO TSARA NY HERY AZONTSIKA AMIN ‘IZAO FODIAN’NY FILOHA IZAO KA HAMPIASAO HANAOVANA ASA MAMOKATRA SY MAMELONA NY SAINA AMAM-PANAHITSIKA..

    KOA HANDAO HIARA-MAMINDRA HANAO  » BAO TSY MIVILY NA IZA NA IZA ! »

  4. Asaivo mandedeha eny aminy arabe fotsiny eto Antananarivo izay tsy mino dia ahita e
    Mbola olombelona ve ireny maro be maloto, voretra, eo no misakafo, eo no mi-pipi, eo no matory.
    NY loto sy ny fofona efa tsy ho zaka mihitsy

    HAy koa moa ny Malagasy no « les premiers gros chieurs à l’air libre « .2 012 izao, mbola vahoaka b no tsy manana trano-fivoana

  5. Mitoloma atombohy eny amin’ny fianakaviana ny fandresehandahatra, ny manodidina anao, ny mpiaramiasa, ny mpiara monina , ny namana, ny fonkontany dia mivelatra arak’izay resna lahatra ny olona . Mety izany ary azo tanterahina

  6. Efa nanao aho Batoto a!saingy indrisy fa aleko lavitra miresaka @ olona hafa toy izay @
    fianakaviana fa tena enjana be! avy dia mivadika zavatra hafa ary tsy maintsy ratsy no hiafarany.
    Mivoaka hat@ zavatra sy tokony hivoaka ary dia hita mihintsy fa loha-poza,ka sady maharary ilay
    izy no mahamenatra satria olona akaiky ny tena izao.Mafy amiko ilay izy fa efa ao izy !

  7. Nahafinaritra ny nahita omaly ireo mpitandro ny filaminana nanao fanazaran-tena hisamborana ireo miditra tsy mahazo alalana ato an-tanindrazana, na ireo tonga tsy nantsoina nasesiky ny razana, mitolo-batana satria nahavita heloka be vava. Tena tsara ilay fanazaran-tena, ka ny irariana dia ny hoe mba ho tonga tokoa anie i Valo, ka ampiaharina aminy mivantana ilay fanazaran-tena. Ny tena fanirian’ny vahoaka aza dia hoe tokony alefa mivantana amin’ny fahitalavitra izany fisamborana an’i Valo izany. Ho faly ny rehetra satria ho voasambotra ilay mpanakorontana gaigy lahy.

  8. Omeo ny hafatra tsara ireo ry Denise, mba hisokatra ny vongamasony fa mpamono olona toy ireny no hitetateta hitolo-tena otran’ny lolofotsy, de milay be ny hahita azy hamaly zay crimes nataony, ary ny volabe nangalariny.
    Mora amin’ireto anie ny manilika irery ny rihatra @ mpitondra, kanefa mba anisan’ny fototry ny fahantran’ny gasy koa ireo @ blocage sy ny fiziriziriny hatramin’izay.
    Fa ny mahafinaritra, de tsy azon’ireto hozongozonina mihitsy Zandry, vatolampy ampy andihizam-baratra. Modian’ireto tsy hita ireo zavatra atsangany etsy sy eroa, na de tsy misy famatsiam-bola aza. Aleo oa hivaha eo io krizy io, fa be ny omen’ny Zandry lesona eo, fa ampiana io tafika, tsy ampiana io tafika. Zay no tena itiavanay azy. Mahatoky an’io ny vahoaka, fa ny be vianany sy zay te hanakorotona manao voalavo mpandrava efa, toa an’ilay tsy tia merina iny, apoahy aminy ny baomba mon jeneraly, de ataovy tsara ny fandraisana an’ilay criminelle iny, fa mbola tsy hitany ny dose-n’ny Tsiafahy, de aleo hihinana kely aloha, hahatsapany tsara ny fangirifirian’ireo nalavony t@ bala sy ny ny fianakaviany!

  9. O! ramiaramila o! ‘zay manana BASY tsara tarehy
    Rehefa manana azy ô ! toa manajary sahisahy ?!

    Toa manahirana !!!:(

    O ! ramiaramila ô ! ‘zay manana basy tsara tarehy o !
    Iny basy iny ô ! Hitifiranao an’iza ?

    Toa manahirana ‘zany sainao izany !!! 🙁

    Ka hitifitra ny Mpanjanaka sy Mpivarotra Tanindrazana sa….
    hitifirana ny malagasy toa anao ?!!!

    Mba, misaina (raha manana) ihany e!!!
    Ny alika (sado :denise sy maso : ravongany 🙂 ireto efa tsy hita izay hanaovana azy !

  10. Alefaso foana ny fanalikana sy ny arrogance ry Njara fa tsy mampihetsi-bolomaso na de kely @ Rabe zany a! Tsy misaina ireto; zay krizy efa tsy nivaha 3 taona zay, mbola tianareo halavaina foana @ tsy fitiavana fotsiny olona iray, fa resa-be sy taim-bava fotsiny ty malahelo vahoaka malahelo vahoaka ity. Zaranareo aza mitohy lava io krizy io, ary faly ianareo raha mijanona lava amin’ny fahantrany ny vahoaka.
    Amboary mihitsy RAMIARAMILA ny momba an’ireo Rainivoanjo sy ny taranany ireo, fa tsisy fitiavan-tanindrazana zany ireo, fa tsy mahalala afa-tsy ny hamerina ny rainy, hifehy an’i Madagasikara indray @ diktat-ny, sy ny TIKOLAND-ny ary ny crimes-ny. Midira oa fa mamay be eo iny. Zaranay aza miditra eo hihomehezam-potsiny azy.

  11. O ry rainit.. a !
    Nahoana no censurer-na ny Collectif GTT.org ? Izany indray no baiko azo avy amin’ny reny malala nareo ?!

    Ny telephone mankany Dago Tapahina. Ny malagasy tsy omeana sakafo nefa izy minono sy mitsetsitra andro aman’alina !Izy moa na hitsetsitra sy hinono andro aman’alina efa mahazatra azy izany ary faly ery ny vazaha mpanandevo azy amin’izany !

    Any amin’ny marivo saina ny basy ka manao avo vava, fa raha ny sainy any am-b…
    Tsy nety angaha ny tetika mampiady foko amin’i Zafy no mivovoho eto indray ?!
    Allez maso , ouste !!! couché !

  12. Latsa-tay (soratako fa tsy maninona, satria zavatra vao-janahary) ny foza iray trano vao voninkazo no teny an-tanan’ny « MPIARO NY ARA-DALÀNA » !!
    Aiza re izany ê ? Kanosa tsy misy hilàn’azy fa vahoaka tsy manan-tsiny no rahonana lava izao !!
    Foza be fialonana, sady papiezenikan’ny karana !

  13. Qui sème le vent, récolte la tempête ! Avertissement aux péteux, dans tous les sens du terme (pour les foza ignares cf dico)!

  14. Papiezenikan’ny Karana sy Sarko sy ny vazà mpanopa ny Gasy !
    Andiamanitra o ! Ho tsengohan’ny GOAIKA ANY AN’EFITRA NY FATINY !!!

  15. Heveriko fa hoe:  » ho tsengoan’ny goaika any ilay zavatra » dia sady tapaka ny tsinaiko.
    mahita zavatra mihintsy anie ianareo ry akama e!aleo mihomehy ihany fa taolana ny nify.

  16. Ary mahagaga a! efa hatao raoka alika mbola midongizina eo ihany ireto foza a!!
    tsy mana-kaleha angaha??efa maimbo izay aleha rehetra maneno sahona daholo.

    Fa nataony inona indray ny gtt.org ry Njara a!fa inona mihintsy no tadiavin’ilay sarkolita ratsy io e??

  17. Inona indray VÔT…abory ty e???? Misy iray amin’izy ireo nitonona ho « Mpaminany sandoka » mahafantatra ny ho avy mahazo hafatra avy amin’i Jesosy hono!! Mampme reto VÔT..abory reto!!!!

  18. AVERTISSEMENT DE JÉSUS A L’ATTENTION DE RABE ET DE SA CLIQUE :

    QUE SERT A UN HOMME DE GAGNER LE MONDE S’IL VIENT A PERDRE SON ÂME ?

  19. Ô ry KM a! vao izao angaha Zafy no nitarika rotaka! tsy efa faniefany izay raha kely!
    Inona no tsy efa nentina hatramin’izay, barrage, fandoroana taomobila, famakiana mangazay, fanapoahana baomba, ampamoaka,ampamoaka, fifoana ny ain’ny FILOHA RAJOELINA, de atao inona indray voninkazo, hanaovam-beloma ny tetezamita ve! de haninona avy eo? raha za ianareo manangana milisy mitam-piadiana otran’ny any AFRIKA, de tsapao ny herin’ny Zandry, de ho hita eo, iza no mafy be! vava ny anareo no be, fa telo taona tsy nangery, VÔNINY marina otran’ity VOT ity, jereo, zara raha misy olona azo isaina @ratsan-tanana. Araka ny vaovao voarainay farany de sakoroka be maika hamaky mangazay fotsiny no be niaraka an’i ZAFY sy la dame caméléon Lalatiana!
    Mivavaha tsara @Andriamanitra ry TsimilaTGV , fa rainareo no angataho famelan-keloka @ Jesosy @ von’olona nataony sy ny zavatra nangalariny! fa raha miditra any Mada izy, de iharan’ny fitsaran’ny tany, ary rahefa mody izy, de ho any @ AFOBE!
    De avereno @ dadanareo ry KM aloha io zay mamafy rivotra no hijinja tadidio io a! zay vao miteny ny hafa, fa efa nijinja aloha zay izy, teto an-tany, nanary tena any an-tanin’olona, de mbola ho avy koa ny fitsaran’ny lanitra! JEREO ALOHA NY HARINA AN-TAVA VAO MITENY OLONA,si non: blablabla fotsiny no betsaka!

  20. Ô ry KM a! vao izao angaha Zafy no nitarika rotaka! tsy efa faniefany izay raha kely!
    Inona no tsy efa nentina hatramin’izay, barrage, fandoroana taomobila, famakiana mangazay, fanapoahana baomba, ampamoaka,ampamoaka, fifoana ny ain’ny FILOHA RAJOELINA, de atao inona indray voninkazo, hanaovam-beloma ny tetezamita ve! de haninona avy eo? raha za ianareo manangana milisy mitam-piadiana otran’ny any AFRIKA, de tsapao ny herin’ny Zandry, de ho hita eo, iza no mafy be! vava ny anareo no be, fa telo taona tsy nangery, VÔNINY marina otran’ity VOT ity, jereo, zara raha misy olona azo isaina @ratsan-tanana. Araka ny vaovao voarainay farany de sakoroka be maika hamaky mangazay fotsiny no be niaraka an’i ZAFY sy la dame caméléon Lalatiana!
    Mivavaha tsara @Andriamanitra ry TsimilaTGV , fa rainareo no angataho famelan-keloka @ Jesosy @ von’olona nataony sy ny zavatra nangalariny! fa raha miditra any Mada izy, de iharan’ny fitsaran’ny tany, ary rahefa mody izy, de ho any @ AFOBE!
    De avereno @ dadanareo ry KM aloha io zay mamafy rivotra no hijinja tadidio io a! zay vao miteny ny hafa, fa efa nijinja aloha zay izy, teto an-tany, nanary tena any an-tanin’olona, de mbola ho avy koa ny fitsaran’ny lanitra! JEREO ALOHA NY HARINA AN-TAVA VAO MITENY OLONA,si non: blablabla fotsiny no betsaka!
    Rabe ihany io a! aoka hazava ny resaka hoy lay tandapa milay be zay!

  21. @ ranavalona: MaTV no mety misy ampahany an’i Mamy Rakotoarivelo
    Ny TVM kosa, arak’io anarany io hatry ny fahagola ka doria amen dia radio/Tv mpanjakana, izany hoe ny mpitondra fanjakana no miandraikitra na ny budget mahakasika ny vola rehetra mikoriana ao sy ny fanabehazana ary indrindra mamolavola ny haino rehetra miporitika avy ao
    __

    @ batoto: ny fandoto iray sotro kely tsy mahaleo ny fandio iray siny (hoy ny ohabolantsika gasy). Santionan’ny sotro kely eto ny toa itony Denise/Vahoaka Rabe Tanora Rossy.

    Ny tena loza (izay iainan’ity nosy malalantsika ity nanomboka ny taona 2009 no mankanty): raha narodana ny lalàna mifehy ny sehatra isantsokajiny tao anatin’ny firenena malagasy, satria hono hoy ireo OLOMBITSY tsy mifanaraka @ FILANY ara-3V isany… Hum tantanan-dra-FIALONANA ombam-baliFATy
    moa va tsy ny loi de la jungle no tian’ny FATy havoitra.

    Dia hoy izahay hoe: ianareo naka ankeriny an’Ambohitsirohitra / Iavoloha / Tsimbazaza no te hivalapatra toa ny biby anaty loi du plus fort (@ alalan’ny BASY), mifampihinana isan’andro kou hoe malgacho-malgache aiza no tsy eo ambanin’ny COMMUNAUTE INTERNATIONALE ê!

    Mihomana @ eau javelisée hanala ny loto,
    mety hisy ny madilotra be zany hoe rehefa tonga ny farany mbola manome toky ny taolan’ireo namany efa mivalapatra azo tsetsefina.
    Ny olona lany henatra toa an-dra ANDRY RAJOELINA ve? Misokatra foana na andro na alina amin-dra France sy ny 3V isantsokajiny
    – TOTOHONDRY na zavatra hafa efa hatry naha-zaza, ZATRA MIVONKINA TSY AFAKA MITSOTRA INTSONY ==> 3ans ont été largement suffisant pour vous réduire dans tel état,
    __

    Et ce pendant,
    3ans et + ont fini par engloutir Madagascar et son peuple quand vous pro-HAT ont encouragé au grand damn de ON SAIT QUI tous les pilleurs, aient daigné ne pas départir de « votre » hache de guerre, ni suivre certains conseils à Andry Rajoelina de se montrer humble, lavitry ny afo ny kitay d’être conscient que cette île et son contenu n’est JAMAIS DESTINEE A ETRE VENDU EN BLOC à votre chère mère tutrice FRANCAFRIQUE

    vous avez tenté et réussi grace au coup d’état à engloutir les valeurs dans diverses domaines de notre nation INTERET SUPERIEUR DE VOTRE RATION PRIME ET PRIMERA TOUJOURS
    __

    MAIS nous sommes bel et bien là

    alors AUCUN ETAT D’AME à l’endroit des putshistes, svp!!!

  22. Ô bogor: i zandrinareo Andry Rajoelina niteny hoe « rivotra toa inona? manakoury? no ho tonga eto dago? »

    ORIORY tenisany nefa indrisy misy fetra ny zavatra rehetra

    1°) Rivotra MANAO AHÔNA tompoko ô sady fanontanian’i Domelina no ihany koa valianay vahoaka ZANAK’I DADA dia ny filohanay mamimbahoaka prezida Marc Ravalomanana: miala tsiny miala fondro fa tsy fitiavana arrangé teritery norafetin-dReninareo France sy dadanareo Kadhaffi
    Démcratie fa tsy autorité no la-maody zao.

    PHAT no atao hoe: démodé, obsolète, … digne des musées au fond fin des prisons de mada

    2°) Rivotra manao MBAY INY LALAN-DRIRININAREO INY

    Zatra ny lalan-dririnina zato izy ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana

    3°) Tsapao ny herinay,
    fa na dia gadra lava nivoaka teny Tsiafahy aza enao ry BO-G’OR
    Enao ihany kay ilay cRIMINEL DE RENOM navoakan’i Andry Rajoelina avy tao Tsiafahy le lendemain du coup d’état,
    ie mi-Avril sonnant

    Il ne vous reste plus bcp de souffle
    alors sonnez autant que vous voulez
    tant qu’il est encore temps WHO CARES

    ouai TSIPAKY NY MIALA AINA

  23. Misaotra anao ry Hoaiza,tsy vitan’izay voavaly ny fanontaniana nanitikitika ahy
    fa hery lehibe tokoa ny zavatra narosonao vao maraina ity koa hoy aho hoe:
    MANKASITRA dia ho ela velona ny zanaky dada toa anao,Homba antsika Andriamanitra,ary ho tonga anie
    ny FAHAFAHANA.
    Tsy maintsy hiverina @ toerana sahaza azy foana ireo fa ho aiza eo e! tsy izay lavaka hisitriana sisa tadiavina
    raha izay foza tsy ho lasa lavitra eo,miakapokapoka sisa fa efa KENDAROROKA miaraka @ sarkôlitanalika.

  24. Hoe ela ve lona anie ny PREZIDA RAVALOMANANA mamim-bahoaka.Hitsena anazy eny IVATO ny AKAMANY rehetra;Ny tanjona ho avy be dia be eny isika rehetra indrindraindrindra fa ny avy any aminy faritra..Izay be ny BASY;

    HO AVY RAVALOMANANA
    KA MIOMANA ISIKA RANAMANA
    ENY IVATO NY FOTOANA
    ARY AZA HASIANA BABAGOANA
    TSOTRA IHANY NY ANTSIKA
    DIA ILAY FANARAHANA TSY MISY MIPIKA
    TSY INONA IZANY FA NY FEUILLE DE ROUTE FAHA ROAPOLO
    KA TSY HITAKO IZAY TOKONY HASIANA LONOLONO
    KA NY TENY HATSIPY HO ANY I TGV
    DEHORS AMINIZAY RY LEIRY AN! KA MANDEHANA MANDEHA


  25. Fa angaha moa tsy mbola filazàna ny andro hiaviany fotsiny ny androany ?

    Sao dia maika be kosa isika e ! 🙂
    Fa tsara dia tsara aloha ilay fiomanana e ! Samia MAHERY ary MIVONONA tokoa !

  26. Ary taitra irery koa anfaha i Dahy izany??mivonona na rahoviana na rahoviana e!
    Dia ny foza MIALA fa manamaimbo tanana no sady ALAKAOSY tsy mitondra afa tsy
    vintan-dratsy.
    Miala tany @’izay e! tonga ny tompon-toerana LANIM-BAHOAKA ry donto isany a!!!Mba mahalala onona e!
    dia manajà tena na dia FAKO aza sao mba misy hantra mipitika any aminareo any @farany.Ny heloka hibaboana
    hono mody rariny ka sao oah mba hiantra anareo ny lanitra dia mba mahaiza MIFONA @ ao ambony.

  27. Tsia an ! Ny miaka-pofona aloha dia eo ihany, fa tsy mba maharitra raha tsy hoe efa grave be misy maty na maratra angaha !
    Ary aiza foana ary ianao ity e! Mbola tsy naharay ttasy avy any aminao foana aho ry bavy , nefa mijery boite aux lettres foana 😉 !
    Bonne journée e ! Rahariva indray mifanoratra ! 🙂

  28. AOK’IZAY !! Y EN A MARRE, RAS-LE-BOL !! STOP, IT’S ENOUGH !!!
    Misy sarin’na fiara pick-up izay an’ny zandary ao amin’ny sit TIM. MISY SAINA FRANTSAY SY MALAGASY IO FIARA IO, FIARA NATAO HO HERIM-PAMORETANA NY VAHOAKA MALAGASY !!!
    Dien’izao, ary aza mihafahafa na menatra, alefaso aingana dia aingana any amin’izay OLONA REHETRA FANTATRAREO IO SARY IO, NA MALAGASY IZY NA FRANTSAY NA AVY ANY AMIN’NY FIRENEN-KAFA !!!
    VERY ZO NY MALAGASY, ARY TSY MILA MISAHIRAN-TSAINA VAO MAHAFANTATRA HOE : NOHO IZA ARY FA MANINONA ?
    MITSANGANA DAHOLO RAHA MBOLA MIHEVITRA NY TENANY HO ZANAK’I MADAGASIKARA !!

    Efa betsaka ny frantsay no menatra ary tsy manaiky an’izao koa !!

  29. A la niche le kiva !

    MPM ilay Rabe manome « KORAZY » an’i i kala Denise , mivovoha lava , zéatra an’i Isotry sy Andavamamba…

  30. Dia andrasana izany i Valo lehiretsy! Ndeha hojerena raha sahy tokoa. Tsara izany satria hanamora ny fisamborana azy ny fahatongavany. Io moa ilay tonga amin’ny fitenenana hoe « mitono tena toa ohatra ny lolo fotsy i nedala ». Ny miaramila malagasy moa dia efa nahavita ny fanazaran-tena, ka dia ho tanterahina soa aman-tsara izany ny sabotsy ho avy zao. Ry zareo eny Tsiafahy indray dia efa somebiseby fatratra handray ity vahiny izay efa ela no niandrasana azy, ny fanomanana ny toerana ho fonenany mandra-maty moa dia efa am-bolana maro izay, satria nahavitra zavatra ratsy be loatra ity olona ho avy sady mihoson-drà rahateo moa ny tanany. Koa dia hoy izahay hoe: « tonga soa leisy ry Valo, satria hafindran-tsika eny Tsiafahy indray zany ny Magro e! »

  31. Njara ! ka ilay adiresy kah???rehefa sitrany dia tsy maintsy mihaona foana e!
    andao aloha hitsena an’i dada am-bavaka ,ho trotroiko am-bavaka tsara ny dian’i dadanay.
    Miakapokapoka ny foza marina.
    Namoakafanambarana ny be kintana t@’ilay zavaniseho omaly koa asa raha mbola hiana-kendry ihany ireto Gidro,efa tsy tratra
    fa nanintsana parasy teny Ivato anie ireto Gidro e!!!asa izay nafafy teny??
    Dia mitonantonana, fa hay miaramila VAZAHA NISARON-TAVA no nitifitra ilay tongotr’ilay olona teny Ambohijatovo omaly iny ry
    zareo a!!Mitady sorona indray ny foza ka tsy maintsy nandatsa-drà.Mpanomposampy oah!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *