Archive for février, 2012

Ravelonanosy Mamitiana : Tsy hiala amin’ny tondrozotra ny Ankolafy Ravalomanana

Ravelonanosy Mamitiana : Tsy hiala amin’ny tondrozotra ny Ankolafy Ravalomanana
28 février 2012

Na dia nisy aza ny erikerika madinika teto an-drenivohitra, dia tsy nahasakana ny vahoaka ho tonga teny ankianja hanohy ny —> MyDago.com

Fitondrana FAT : Mihena an-dàlana isan’andro ny isan’ny mpianatra

Fitondrana FAT : Mihena an-dàlana isan’andro ny isan’ny mpianatra
28 février 2012

Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fianarana tanteraka ny mpianatra ankehitriny ary efa misasaka sahady aza ny telovolana faharoa. Miseho mazava anefa rehefa —> MyDago.com

Nangataka loza ho an’ny firenena Rajoelina

Nangataka loza ho an’ny firenena Rajoelina
27 février 2012

Aza mba miteniteny fahatany, hoy i Zafilahy, teny amin’ny magro Behoririka omaly! Raha niarahaba tratran’ ny taona manko, hono,Rajoelina teny —> MyDago.com

Zafilahy Rakotomandimby : tsy maintsy azontsika ny fandresena

Zafilahy Rakotomandimby : tsy maintsy azontsika ny fandresena
25 février 2012

Tato ato dia alefa foana amin’ ny haino amanjery, hoy Zafilahy; ilay zalahy miresaka momba ny »tourmaline ». Izahay hoy izy mba —> MyDago.com

Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) : hikiry hanao ny « Grand Pardon »

Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) : hikiry hanao ny « Grand Pardon »
23 février 2012

Nipoitra naneho ny heviny indray ny HMF, rehefa nangina tao anatin’ny volana vitsivitsy. Tsy maty akory ny HMF, hoy ny —> MyDago.com

Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka : namantatra ny zava-misy marina

Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka : namantatra ny zava-misy marina
23 février 2012

Nihaona tamin’ny mpanao gazety tetsy Ampandrana ny Komity Miaro ny Fiainam-bahoaka na ny KMFB.Tonga nanotrona izany teny an-toerana Manandafy Rakotonirina, —> MyDago.com

Disika efa laoka no averimberin’ny FAT

Disika efa laoka no averimberin’ny FAT
21 février 2012

Tsy nahakivy ireo mpitolona eny amin’ny magro Behoririka ny tsy fahatongavan’i Neny farany teo. Mbola manohy ny hetsika hatrany ireo —> MyDago.com

Nitondra fanampiana ny tra-boina ny « zanak’i Dada »

Nitondra fanampiana ny tra-boina ny « zanak’i Dada »
21 février 2012

Nandray ny andraikiny avy hatrany ireo  mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita izay notarihan’ny filohany  Mamy Rakotoarivelo.              Nifamotoana tao amin’ny —> MyDago.com

Me Razafimanantsoa Hanitra : tsy misy tambiny ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana

Me Razafimanantsoa Hanitra : tsy misy tambiny ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana
20 février 2012

Nisy ny fivoriana tanyPretoriataorian’ny tsy fahatongavan-dRavalomanana Lalao, ny  Sabotsy 04 Feroary 2012, lasa teo, hoy Me Razafimanantsoa Hanitra. Fampiantsoana maika —> MyDago.com

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena hoy Ranjeva Raymond

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena hoy Ranjeva Raymond
19 février 2012

Efa latsaka an-katerena tanteraka ny firenena amin’izao fotoana izao, ary miaina ao anatin’ny fahantrana ny vahoaka malagasy,indrindra taorian’ny fandalovan’ny rivodoza —> MyDago.com

  • '

Switch to our mobile site