Nankahery ireo tra-boina ny filoha Ravalomanana

Niditra nivantana tamin’ny antso an-tariby teny amin’ny Magro Behoririka io tolakandro io, ny Filoha Ravalomanana. Nitondra fankaherezana ireo olona tra-pahavoazana tamin’ny fandalovan’ny rivodoza farany teo ny tenany. Maneho ny fiaraha miory amin’ireo havantsika namoy ny ainy, simba fanana ary indrindra fa ireo very fanahy mbola velona ny tenako. Tsy hitako, hoy izy, izay anehoana aty lavitra ny alahelo. Tsy nitsahatra niantso ireo olona aty ivelany afaka manampy antsika ny aho omaly, hoy izy. Ao ny milaza fa afaka hanampy, ao kosa ireo milaza fa misy mbola misy sazy hanenjehana an’i Madagasikara. Enga anie, hoy ny filoha , ka tsy ireo vahoaka tena sahirana no ho tratry izany. Rehefa afaka mifamela ny malagasy, hoy izy, dia mifamela. Namifisiny fa tsy fotoanan’ny fifanenjehana intsony izao. Ny manahirana, hoy Ravalomanana Marc dia sarotra ny miteny, voarara ny miteny, fa eto amin’ny Magro vao afaka miteny ny tenako. Noho izany dia ampitampitao any amin’ny namana any fa tsy manadino anareo aho aty an-tany lavitra, ary ianareo ihany koa dia fantatro fa tsy manadino ahy. Efa manao ezaka hanampiana ireo mahantra, mijaly ny tenako. Efa fantantsika, hoy izy, ny zavamisy fa voafetra ny fahafaha manaon’ny fitondrana ankehitriny. Noho izany dia avy amintsika aloha ny fanampiana. Niantso ireo filoham-pirenena aty ivelany, ny tenako, ka nilaza izy ireo fa mbola miandry ny fankatoavana avy amin’ny fikambanana iraisam-pirenena, ka ho hitantsika eo ny tohiny. Nanao antso ho an’ny mpitarika ny Ankolafy Ravalomanana ihany koa izy, mba hanao izay azo atao hanampiana ireo olona tra-boina noho ny rivodoza. Tena malahelo aho, hoy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.

77 pensées sur “Nankahery ireo tra-boina ny filoha Ravalomanana”

  1. Ity ry zareo misy soso-kevitra mba arosoko ary MILA NY HEVINTSIKA MIANAKAVY.

    Maninona moa raha manontany ny mpihira any Etazonia mba hanao hira iray ho an’ny Malagasy tratry ny rivodoza amin’izao fotoana izao entina hanarenana ny simba.

    TIAKO MARIHINA ETO FA OLIVIA NEWTON-JOHN OHATRA DIA EFA NANDALO TAO MADA ARY EFA NISY HAFA KOA ANGAMBA.NY DIASPORA ANY ETAZONIA ANGAMBA NO TENA AFAKA MISAHANA IZANY.

    AHOANA NY HEVITRAREO.MBA MILA FIFANAKALOZAN-KEVITRA.

  2. Mety tsara ny hevitrao eo @ fanantaterahina azy ny olana
    Misy gtt new york misy mety manana ny adresy mail jerena koa izay mireska @ ireo artiste sy mahafantatra azy
    Tena hevitra tsara fa ny fanatantarahina no mety hanairana kely ra misy ny finiavana mety daholo

  3. Na Zaponé koa aza dia mety ê ! Samy mandefa taratasy miaraka amin’ny « porofo rehetra » !!
    Pauvre Danielle, vraiment les bourdes tu les avais collectionnées ! Pas grave, c’était le bon vieux temps, avec nos patdefs faits pour reluire les parquets !

    Entendue quasiment en boucle sur RTL, EUROPE 1 et RMC ; rarement sur FIP ! Il n’y avait pas de Skyrock ou autre NRJ !

    http://youtu.be/oJfuBnEHvXo

    J-J G
    JSM MUSIC
    18, rue de Saisset
    92120 MONTROUGE – FRANCE

  4. Misy olona fantatro koa ao New York ka ho hanontaniako
    fa tsy fantatro fotsiny izy hoe: Foza sa tsia ,izaho koa tsy dia
    manontan koa aho,mety ny vinantovaviny no hanontaniako,fa tsy azoko tsara ilay fandehany
    ahatongavana,isika manana izay hilaina raha ny @’io mantsy fa tsy azoko hoe: maninona
    no any Amerika no hatao??dia aiza no mamoaka azy sy mivarotra sa ahoana sy ahoana avy
    ny fandehany?? inona avy no hilaina??? hira firy???rahoviana???asio fanampimpanazavana
    azafady Bemafohy a!!hira @ teny inona??rehefa tsy frantsay aloha dia mety ho vitantsika,tsy manana
    mpihira frantsay isika.

  5. Ranavalona! ny eritreritro dia manao hira iray ohatran’ireny « we are the world » natao ho an’i Ethiopie ireny fa hatao hoan’i Dago ilay izy.Dia halefa any amin’ny masoivoho ny be kintana ny vola rehetra azo amin’ny fivarotana Kapila izay hira iray haingana no angatahana atao.Amin’ny teny anglisy io mazava ho azy fa tsy amin’ny teny frantsay.Ny mpihira any amintsika koa afaka manao fa ataoko angamba fa misimisy kokoa ny vola vao angona raha any amerika koa misy manao.Marina ny fanamarihanao fa tsy tokony ho omena ny HAT ny vola fa lanian’ireo fotsiny ary ny antony mahatonga ahy mifidy amerikana hihira dia nandiso fanantenana aho ny mpihira malagasy sasany fa miaraka be amin’i TGV sahala amin’i Poopy na Ambondrona ka raha ireo no manao dia mety hangataka doka i Domelina ka tsy mety indray.I Rossy mahay fa anti-Ravalomanana be ka manahirana.

  6. Izao ny tokony ho fandehany amiko ! Eo ny hira, fa……
    – Azavaina hoe traboina ny vahoaka malagasy, ary namely mafy i Giovanna ! Ny zavatra potika mora amboarina !
    – Fa efa telo taona koa izao, no niarahan-doza hafa koa ny vahoaka malagasy, vokatry ny fisainan-dratsy ! !
    Ny ankabeazan’ny vahoaka frantsay tsy mahafantatra izay miseho any M/car ! Na izay Giovanna aza tsy nasiana resaka na kely aza, rehefa mandeha ny vaovao !

  7. Tsy voatanisa ny « panneaux tsy manara-penitra » niongana !! Tokony esorina tany, sady danger public no mbola manimba tanàna !!
    Volam-bahoaka indray izao no ho laniana amin’ireny !

  8. Raha azoko tsara dia tsy misy resaka politika ity fa eto amintsika
    mpandala ny ara-dalana no mamolavola ilay hevitra no « sao dia misy indro kely ra hidiran’i foza »
    toy ilay nolazain’i Bemafohy ohatra iray hoe: i domelina indray no HIDEDAKA eo ,ohatra ny fitokanany ireto asa vitan’i
    DADA tsy tahotra tsy henatra dia ao koa ny antony hafa,izaho kosa loha tsy HIFANDRAHARAHA @ foza fa HAVAKO
    foza aza tsy hitakosenako na akaiky ahy aza satria LOHA-POZA.

    Misaotra Njara @ sary fa mitady vao2 toko aho fa tsy mahita,io sarin’i Njara io izao no hitako nefa ny hafatrafeno fa
    mafy be ilay izy.Mampalahelo ihany !!marina ny an’i Kintana fa tsy misy manisy sira.

  9. Vao ny panneaux no ringana fa mbola ho avy ny handringanana ny TOMPONY.
    Noho ny hatezeran’Andriamanitra daholo ireny,mbola ho avy ny manaraka,Di ny eo ireo rasily
    frantsay tsy asaina manarina ireny???fa saingy hanolana sy hamono ary handroba no halehany eto koa aleo
    tsy miantehitra hazo boboka.

  10. Ranavalona!izay mihintsy ilay izy fa tsy misy resaka politika dia araky ny tenin’i KM dia ho fanavotana ireo tra-boina.Raha mahafantatra olona ianao any Etazonia ka tsy foza dia amparitaho ilay hevitra.Misaotra anao mialoha.

  11. Raha tadidinareo i Mamy Rakotoarivelo t@ kabary voalohan’ny taona dia nilaza fa ho avy i Dada dia novalin-drafoza hoe « tsy hisy rivo-doza ho tafiditra izany eto ». Dia nahodina teny am-panidinana ny fiaramanidina nitondra an’i Dada ary nomena NOTAM i Lalao Ravalomanana dia nandraisana fepetra isankarazany tokoa moa izany hatramin’ny simulation teo ambodi-fiaramanidina raha toa ka hisambotra an’i Dada. Herin’andro mialoha dia efa nambara fa efa misy ny tetika mati-paika hiatrehana izay zava-miseho Tsy haiko na mpihinana NOTAMine ry zareo foza ireto na ahoana fa de….Dia inona no nitranga hoy ianareo? Tsy hoe mandatsa izay voa aho akory fa i Giovana anie ka efa hatramin’ny Sabotsy no fa

  12. Raha tadidinareo i Mamy Rakotoarivelo t@ kabary voalohan’ny taona dia nilaza fa ho avy i Dada dia novalin-drafoza hoe « tsy hisy rivo-doza ho tafiditra izany eto ». Dia nahodina teny am-panidinana ny fiaramanidina nitondra an’i Dada ary nomena NOTAM i Lalao Ravalomanana dia nandraisana fepetra isankarazany tokoa moa izany hatramin’ny simulation teo ambodi-fiaramanidina raha toa ka hisambotra an’i Dada. Herin’andro mialoha dia efa nambara fa efa misy ny tetika mati-paika hiatrehana izay zava-miseho Tsy haiko na mpihinana NOTAMine ry zareo foza ireto na ahoana fa de….Dia inona no nitranga hoy ianareo? Tsy hoe mandatsa izay voa aho akory fa i Giovana anie ka efa hatramin’ny Sabotsy no fanta

  13. zazanakdada dit :
    15 février 2012 à 11 h 30 min

    Raha tadidinareo i Mamy Rakotoarivelo t@ kabary voalohan’ny taona dia nilaza fa ho avy i Dada dia novalin-drafoza hoe « tsy hisy rivo-doza ho tafiditra izany eto ». Dia nahodina teny am-panidinana ny fiaramanidina nitondra an’i Dada ary nomena NOTAM i Lalao Ravalomanana dia nandraisana fepetra isankarazany tokoa moa izany hatramin’ny simulation teo ambodi-fiaramanidina raha toa ka hisambotra an’i Dada. Herin’andro mialoha dia efa nambara fa efa misy ny tetika mati-paika hiatrehana izay zava-miseho Tsy haiko na mpihinana NOTAMine ry zareo foza ireto na ahoana fa de….Dia inona no nitranga hoy ianareo? Tsy hoe mandatsa izay voa aho akory fa i Giovana anie ka efa hatramin’ny Sabotsy no fantatra fa rivo-doza catégory 4 izany hoe efa le tena mpanimba zavatra be e ary efa voafaritra daholo ny zotra ombany. « You just switch on your mouse and you get all the information about that 5 days before the desaster ». Saingy foza be vava (sa moa tsy vava ny an’ny foza fa vo…?). Ka ny vava

  14. zazanakdada dit :
    15 février 2012 à 11 h 30 min

    Raha tadidinareo i Mamy Rakotoarivelo t@ kabary voalohan’ny taona dia nilaza fa ho avy i Dada dia novalin-drafoza hoe « tsy hisy rivo-doza ho tafiditra izany eto ». Dia nahodina teny am-panidinana ny fiaramanidina nitondra an’i Dada ary nomena NOTAM i Lalao Ravalomanana dia nandraisana fepetra isankarazany tokoa moa izany hatramin’ny simulation teo ambodi-fiaramanidina raha toa ka hisambotra an’i Dada. Herin’andro mialoha dia efa nambara fa efa misy ny tetika mati-paika hiatrehana izay zava-miseho Tsy haiko na mpihinana NOTAMine ry zareo foza ireto na ahoana fa de….Dia inona no nitranga hoy ianareo? Tsy hoe mandatsa izay voa aho akory fa i Giovana anie ka efa hatramin’ny Sabotsy no fantatra fa rivo-doza catégory 4 izany hoe efa le tena mpanimba zavatra be e ary efa voafaritra daholo ny zotra ombany. « You just switch on your mouse and you get all the information about that 5 days before the desaster ». Saingy foza be vava (sa moa tsy vava ny an’ny foza fa vo…?). Ka ny vava no tsy atao be, izy ho ren-janahary no tsy hay. Farany :

    Aoka izay, Notam ampy izay
    Rivo-doza sakanana raha mahay
    Angalao fepetra mialoha
    Sao ianareo mpamosavy tojo matoatoa

  15. Mba deraina ihany aloha raha mba misy firaisan-kina @ tra-boina toy izao. Fa saingy mapme be le izy, tsy mila manentana artista vahiny izany akory, raha tena firaisan-kina marina @ voina toy izao, fa mamapalahelo ihany itony toe-tsain’ny Zanakosy toa an-dRanavalona itony, fa tsy tokony hijerena firehana politika, na iza na iza artista gasy hampiseho ny firaisan-kinany amin’ny tra-boina. Tsy mahagaga koa moa, fa na ny havany aza, tsy tiany noho ny firehana politikany, de aleon-dRanavalona very tsikalankalan-kavana, toy izay very tsikalankalam-politika, fa na de eto Frantsa eto aza, journal France 2 omaly, de misy mpivady samy manana ny firehana politikany à gauche sy à droite, fa tsy mandrava ny tonkantranony izany, fa itony Ranavalona itony no tena Fanatik hiringiriny, ka na de ny reniny niteraka azy aza, sahany omena gratuit an le dadany tsy biologique, fa raha vehivavy facile otran’io ianao Rana, misy proposition azoko hanampiana anao, tena vraie a!
    Ny zavatra tsikarotro, de zaran’ireto aza, misy loza manjo ny gasy toy izao, hanasarotra hatrany ny fivoahan’ny krizy, ka ry KM any ambadika any toa te hilaza woe, Andry no nampisy rivo-doza, fa inona moa no azon-dRainivoanjo natao, rehefa namely eran’i Mada GAFILO?
    De mody mapiseho solidarité eto, kanefa any am-po, haine olona no betsaka, raha hendry ianareo, entano Rainareo, mba handoha kely zay nangalarina, na de tsy vokatry ny fo aza, fa juste un seul geste, ary tsisy sahy hiteny an’izany koa eo e! mba asaivo mitsangana ry Hanitra sy ry Mamy, ry Botozaza, faza mandrevirevy solution tsy ho hita hainagana de hainagana ho an’ireo tra-bona. Jereo ny Zandrinay, tonga de milatsaka mirobo-drano eny SABNAM, ary za mahita, fa tsy Zandry no tena fahavalonareo, fa reo vahoaka tsy mety hanaraka zay tianareo hatao, de mahazo latsa sy fanambaniana ary fanandevondevozana otran’ireny Bakart ireny.Hatramn’i père Pedro aza, enjehana, satria, sahy nilaza, fa Ravalomanana, tsy tia mifangarongaro @ mahantra izany, ka nadritra ny 7 taona nitondrany, tsy nametraka na de in-dray mandeha ny tongony teny Andralanitra aza, ary Ralalao, tsy nikarakara, na de nanolotra mofo kely iray, ho an’ny mahantra aza.Ka ty SNOBISME be ty, aza mody gisa Ratojo, fa RANGAHY ane, ninono irery teo, tsisy nanakiana ny afera maizimaizina ny trafic-na bois de rose, niaraka @n-dRaindrangahy, ka rehefa ny mpandraharaha gasy no manao, de lazaina fa mangoron-karena?
    De eo Rangahy no mody miana-kendry woe, ny fahantrana no fahavalo, kanefa na ny handeha kely hijery tra-boina fotsiny aza tsy vitan-dRangahy, na de ny filanjan-dRangahy ny anaran-drain-drangahy fotsiny aza, kanefa tsy ho izao ny fiafaran’io Mada io, raha ny fanapotehana sy ny fizirizirin-dRaosy hamapaharitra io krizy io. Hivaha io faza matahotra e! Mazava be ny teninin’ny ambassadeur UE ireny, fa tokony hampiharina ny FDR , hatramin’ny andininy faha 45. Rehefa ny ngeza toy ny UE, na Lafrantsa woa, no mihetsika, de azo antoka ny fandresena, fa ho lany eo ihany io vola afafy ho an’ny gena io, fa nanao ireny tany Egypte, Libye, Côte d’Ivoire, tsy niteny rehefa ny ngeza no mitsivalana, satria, tsy tia demokrasia, ka ny diktat otran-dRaosy sy ry Gbagbo, ry Ben ali, ry Moubarak no tiana hiverina, hany ka nomen’ny Zandrinay kininina woe ny UA, FIKAMBANAN’NY DIKTAT DE L’AFRIQUE. Mba tena mahasahy ihany Zandrinay iny ka! ary marina ny azy. Iza moa no mba demokraty @ireo, Mougabe-n-dRAOSY ve? tena vendrana nama iny tary iny ka! zay ataony ihany no mamotika azy. Mba mihetseha @zay Raosy sy ny taranany, mba manao zesta kely mamonjy voina rehefa avy mamaky anay, fa voink-kava hono mahatratra, ary aza hijerena firazanana na firehana politika indrindra indrindra ny mandatsa ireo zay tra-boina. Tena lian-drà raitrano ireto! marina e!

  16. Voaray ny hafatra Bemafohy ! izaho indray izao no miandry
    efa nalefako any ny adresse fa tsy nivaly,misy resaka tokony asiana fahamatorana
    mantsy, sady mitady lalana hafa ihany izaho io fa tena mety msy hilako anao mihintsy ry Bemafohy raha
    ohatra ka !!!!!!!!ho hita eo e!!!samy mitaditady aloha.

  17. Gauche sy droite hoe ? Fa nahoana no dia tsy maintsy ampitahiana amin’ny fouzaouranus ny olona rehetra ? Raha miresaka droite ihany, dia hanomboka ny meeting-n’i Sarkozy, koa dia tongava maro ianareo rahatoa ka tsy dia lavitra amin’izay misy anareo no anaovany an’izany, dia ataovy mazava tsara amin’ny olona ny asa vitany any Madagasikara !!
    Ny foza dia nuisibles, à éliminer delatera !! Haine ou pas haine !!! Resaka politique izany tsy misy fantany fa ny mandroba, manimba sy mamono ihany no fantany !!!
    Vakio ny valinteny nataoko any amin’ny pejy nametrahana fanontaniana, fa aza mitsaoka aty !!
    Miala bala lava izao !! Tsy hamaly intsony aho amin’ny farany, fa resake lava izao no mba an’ny foza, tsy azo hoanina akory !! Ny mendrik’azy dia velesina ho faty amin’ny martô !
    Ny OSY mahavelona vahoaka ERAN-TANY amin’na miliô? MANOME RONONO ANAOVANAY « chèvre chaud » miaraka amin’ny pain grillé sy salades !! Manome ronono tsara, hihinanay frômazy milay isan-karazany !!!
    Hi hi hi !!
    Rehefa hanampy ny vahoaka malagasy izahay, dia efa fantatray dien’izao hoe iza avy no tokony ampiana ! Efa mba manana lisitra koa izahay ! Ny anareo efa fantatrareo iza avy ireo nanaiky niakatra teny Ambohitsirohitra !! Ry AV7 sy ny tariny !!! Firy moa mba mpikambana ao amin’io Association des Vendrana du 7 Février io ?

  18. Ranavalona !
    Misy fomba haingana hahafahanao mifandray amin’i Bemafohy ity !
    Misoratra anarana(pseudo) ao ianao dia afaka mifanoratra ianareo
    SATRIA

    Tsy misy mahalala fa tsy izay mifanoratra 😉
    KANEFA :
    Sao misy manoratra mandefa virus, ka ilaina atao scanner matetika ny PC e ;)Tsy mamaly ianao raha tsy efa sûre hoe i Bemafohy mihtsy no mifandray aminao !
    ato izany no hidiranao : vacanceo.com
    Ny tena sûr dia misoratra ao amin’ny lafy8 e ! 😉

  19. Efa novakiako io ry KM a! tsy de tiako ny ahy ny mitondra hevitr’olona, fa zay no marika fa tsy zakan’ny tsenanao ny tenanay, ka io lien-nao nosoratan’i Ndimby io, tahaka an-dRabe eto, de aleo amboarin’i Boris Bekamisy, fa romotra daholo ny LALIMANGA, vaja ray na roa otranay, de mirehitra daholo ny tanàna.
    Zahay koa Foza, ary fier de l’être, tsotra ny antony, pince kelen’ny foza fotsiny, de nahatapaka ny rojovian’ny vavahadin’ny magro, ka nitsoaka nandositra sesitany ny tompon-trano, mpanampitr’isa, be sandry be, « prezida ». Tsy mihaiky ve nareo, fa henjana ny foza ary sarotra iadiana? de aza ity mbola ho avy mbola ho avy ny an’lisany ity no averimberina, fa raha tsy manan-kambara, de aza mamaly, fa fahendrena ny manangana drapeau blanc, otran’ny nataon-drainareo nametra-pialana iny, ary za mahita fa Raosy iny angamba de tsy tia mainty crabe mihitsy, na langouste, na oram-bato, kanefa mba sakafo mafilotra ihany izy ireny. Fa raha vao lalimanga izany, zay toa mahagaga fa lokon’i TIM somary manga manopy maitso izay, na de izy bitika kely iny aza, raha vao miseho, de mankadoha be, ary tsy azo potserina fa misy tay ao anatiny, voaina haingana ny varavaran-kely, hialany teo, ary izy rapide raha handositra, tsy hitahita akory de any Afrika Atsimo.

  20. Ny zavatra nosoratako valiana ! Izaho tsy andany andro hanazàva ny maha nuisibles an’ireto biby fahavalo ireto !

    « Mazava be ny tenin’ny ambassadeur UE ireny, fa tokony hampiaraina ny FDR » ??

    A la bonne heure ! Iza no manitsakitsaka ny FDR na dia efa tokony eny Tsiafahy aza no tokony misy azy ???

    Ho avy ny anganony !!!

    ITY RY ZAREO MPIARO NY ARA-DALÀNA, MISY TEXTE « NANGATAHIN’NY VONDRONA ERAOPEANA », ARY MILA TOHANANA MAIKA DIA MAIKA !!!

    SAMIA MAMAKY SY MANAMPARITAKA !!

    Alefaso ato ny « Teny fanohanana » tsotsotra na izay tianareo ho lazaina, fa dia ho ataon-dry zareo tatitra any â !!!

    http://www.tananews.com/2012/02/lettre-du-ccc-a-la-commission-de-lue-un-dernier-apercu-du-contexte-politique-malgache/

    Mail : petition.unioneuro@Gmail.com

  21. Hitan’izao tontolo izao ny zavatra vitanareo ê !
    Namaky ministeran’ny finansa, ny teny amin’ny interiera niaraka tamin’ity pinsy be an’ilay organa femela sa inona iny, dia hitan’ny olona koa !!!
    Foza mainty, azon’ny rano mafana mitsipatsipaka, mitaramena dia lasa oranza ! Ho faty ato ato dia ariana, fa poizina !!

  22. Misy commentaire en attente, fa nisy liens roa, ka mba jereo kely fa maika ry zareo ao amin’ny Tananews â !

    Lettre du CCC à la Communauté européenne …!

    Vakio, dia alefaso any amin’ny contacts namanareo mpiaro ny ara-dalàna, ary dia mba soniavo ny pétition !

    Teny fanohanana fohifohy ! alefa ao amin’ny

    petition.unioneuro@gmail.com

  23. De inona koa ny manaraka e! tsy efa nanoratra eran’ny vazantany efatra ve nareo, UE,SADEC, CPI,UA… fa iza no namaly? ny club-n’ny diktat de l’Afrique angamba satria matahotra demokrasia raha haka exemple ny révolution orange n’ny gasy. Tsy mahita ve nareo fa tena ridicule be ty pétition pétition lavanareo ty. Firy zay, de firy no nanatody? toa lasa lamokany avokoa, toa vao maika aza miaka-dapa ny UE. Fa atao inona ny UE e? hamerina an-dRaosy eo @ seza ve? sa sakanana tsy hamatsy vola an’i Mada. Tena ratsy saina ianareo. Soa fa efa misokatra ny mason’izao tontolo izao, ka hita eo foana ny te hamingana. Lasa io, tsa mipody koa hoy anay ao atsimotsimo afovoany ao. Fa ny sezako eee! very aho sezako e! lasan’ilay FOZAKELY e! hoy lay Osy very any Atsimotsimo andakira be any.
    Raha mandinika ny Baiboly ianao ry KM, de ny OSILAHY symbole du mal, du satan. Fa ny Ondry de eo an-kavanana, de ireo olona zay ho vonjena, fa ny Osy kosa eo ankavia, de ireo zay ho very hodorana any @ farihy mirehitra afo. Hitakao ary nafangaron-dRainivoanjo ny DARANY OSIMAINTY SY NY FIVAVAHANA, hany ka izao sahady defa mahita ny AFOBENY. Aza mba manao ratsy amin’io tanimasina malagasy io fa mananjiny io. Jereo ane ny sort-n’i AMIRALY MENA SY RAOSIMAINTY FA MITOVY TSY MISY VALAKA e? samy nanesitany ny tenany daholo. Samy nambotry sy nandatsak’ain’ny mpiray tanindrazana aminy.

  24. Aleoko tsy manokatra sy tsy mamaly baiboly, toy izay manao hipôkrity tahakanareo !!
    A commencer par le ndremanjato père et fils, le ôdô razanatsyhaiko, etc…
    Izaho tsy dia mpandeha any amin’izany fiangonana izany, efa fantatry ny maro ato izany !!!
    A chacun son truc ! je hais les foza !! Nuisibles, fléaux du monde entier !!

    Raha mafy be ianareo, ampiaro ary tanteraho à la lettre ny FDR, dia ho hitanay fa aza be kiredy isaky ny mihetsika eo!
    !!
    Itony fotsiny dia efa tsy arahinareo satria maika ny hanao bizina, hangalatra : Art 8 !
    Ireto koa satria ireto no tadidiko, ny 17 ; 22 ; 23 ; 24 , ARY INDRINDRA NY 20 MOA DIA TSY LAZAIKO INTSONY !!

    Io farany io fotsiny dia efa maha lasa gaigy anareo ! DIA LAZAINA FA NY LAXATIF INDRAY NO MAHA TONGA ANAREO MANAO MALOTO AO ANATY PATALOA !!!

    Avion civile avy no ho détourner-na ! Tsy mahagaga fa efa fomba fanao ny DETOURNEMENTS REHETRA, vola ka atramin’ny zaza tsy ampy taona !!!

    Ny nataon’i domelina tao anatin’ny telo taona 1000 fois plus, noho ny nataon’i Deba nandritry ny 20 taona !!!
    Aza mba manao ratsy hoe ? Mba mahaiza hoy aho mijery fitaratra, fa ianareo foza rehefa mijery fitaratra, toa mametraka Kagola aloha !!
    Fombanareo koa io Kagola kagola io ! Tsy sahy mampiseho tava rehefa manenjika vahoaka !!
    HI HI HI !!

  25. Dia samy misaotra antsika isika izany !
    Miandry « ilay olona » !!! Copier-coller-ho !!! Soniavo !!! Amparitao !!! Hahelezo !! 30 contacts dia efa lasa 3000 !!

  26. Ary toa hadinonao ry KM ny andininy faha 18 indrindra ny andininy faha 45. Tsy izy ireo aminareo a! mamay iny woa raha miditra eo, raha avelan’ny andininy faha 20 hiditra, de amboarin’ny andininy faha 45. Fa ny hadinon’ireto Zanakosy ireto, de mbola eo am-pelatanan’i Zandrinay ny ain-drainy, na hamadibadika andininy marobe aza. Ny efa sur koa de mbola averiko ihany, fa mbola nanamfy an’io and faha 45 io ny UE. Misy dikany io ry Zazasary mianakavy f’aza mody fanina a!
    Mafy be oa Zandrinay io, fa raha ny ankivy ara-toekarena, ny sazy nampiharina taminy, ny attaques tous azimut nahazo azy, mijoro aho, hoy izy, ny sainam-pirenena eo an-tanako ankavanana. Mbola mahavita manangana foto-drafitrasa, mahaloa ny trosa navelan-dRainivoanjo @ firenena, mahaloa ny karaman’ny mpiasam-panjakana, tsisy fanampiana tahaka ireny vola tsy toko tsy forohana teo am-pelatanan-dRaosy notrosainy ireny. Aleo woa hivaha io krizy io, fa be ny hahazo lesona eo!
    Averiko indray, fa mbola eo am-pelatanan’ny Zandrinay ny ho avy politikan-dRaosy. Zay efa fantatra avy hatrany, fa tsy ao anaty lisitra intsony. Raha za Raosy mifona mandadilady aminy,na de hiverina fotsiny handraharaha eto an-tanindrazana aza, fa ny mitondra tsisy fika intsony, mba mipitrapitra mampalahelo. Efa any an-davaka tsy tafiakatra intsony, mbola mikiakiaka hoe, mafy be aho, mafy be aho, tsapao ny heriko aty am-pigadrana an-tanin’olona aty. Eisy ah le woe aty amiko ny lakile e! tena tary vantard sy lainga raofina fotsiny. Efa nobaikoiko ranona, teniko fotsiny io de mivaha, ny vola misy fa ny hanaovana azy no tsy hay, haiko io, aza matahotra, kanefa lery natahotra de nandositra. Mapme be ô! Any @ zandrinay ndray zao ny lakilen’ny prison-nao Rainivoanjo niova lalimanga, nopotsehina de nivadika tay ô!

  27. VAOVAO MAROMPOTOTRA!!!

    Date: mer 15 février 2012 12:12:40

    VAOVAO GTT
    13h 45 :

    Manomboka mirohatra mankany amin’ny fonenan’i Tojo RAVALOMANANA ny mpomba ny Filoha RAVALOMANANA eny amin’ny manodidina. Efa manomana ny fepetra ho raisina ihany koa ny Ankolafy araka ny nambaran’ny CST Lanto Rabenatoandro. Mety hidina any an-toerana ny mpahay lalàna hijery ifotony izay ataon’ny DST.

    13h 15 :

    Araka ny fantatra dia nanao be midina any Manjakatompo Andranomanelatra indray ny DST izao atoandro izao. Raha ny vaovao voaray dia mikasa ny hisambotra an’i Tojo RAVALOMANANA no antondian’izy ireo.

    MITADY ADY MIHINTSY IALAHY RY Nakany dia hahita izany!!!

    MASINA NY TANINDRAZANA!!!

    GOD SAVE MADAGASIKARA!!!
    PRESIDENT RAVALOMANANA IS THE BEST!!!

  28. Na art 18 na 45, tsy misy atahoran’ny mpiaro ny ara-dalàna velively izany ! Diniho sy jereo tsara fotsiny ny hametrahanareo tongotra, sao dia hitsorapaka any anaty lava-tay !
    Noho izany ry rabe fouzaouranus 1ère classe, ny Accord de Cotonou dia mbola loza miantona eo an-tampodohanareo mianakavy, koa dia aza mandihy tsy afa-tavony ê !
    Indrindra moa fa efa niseho tava ny fahavalo, ary mpanohana an’io bitro pinôkiô io ! Bitro inona moa, fa voalavon-drano !
    Ianareo no ho kila sy ngilo toy ny saribô !

  29. http://youtu.be/siVjmI0NP0Y

    …..Mba tsy hahafahana manenjika ny ben’ny tanàna…?
    Trop tard !!!! Henonay ny voalaza teo aloha kely fotsiny !!! Fantatray iza no naniraka r’ilay akolahy fataka, voalavon-drano !!

    Voarakitra tsara ao anatin’ny BOKY MAINTIN’NY TANTARA MALAGASY !!!

  30. Mbola mamerina ilay soso-kevitra aho maninona raha manentana ny amerikana mpihira hanao hira iray ho an’ny tra-boina malagasy.Dia miangavy ny masoivoho ny be kintana ao Tanà mba hitantana ny vola azo amin’ny fivarotana ny kapila.Mila olona mahalala havana na namana mipetraka any Etazonia hisahana ny fitadiavana contact an’ireo mpihira amerikana ireo:Satana na Lionel Richie na Joan Baez na Simon and Garfunkel ohatra no mety azo resahina an’izany.

  31. Efa mitady lalana aho fa saingy zavatra goavana loatra ity ka asa fa raha ny marina dia
    tokony ianao sy lay olona fantatro no mifampiresaka fa sarotsarotra amiko ihany ilay izy ry Bemafohy.
    Ka ahoana ny hevitra fa mbola tsy nahazo valiny aloha aho fa ho hita eo izay hatao rehefa mamaly ahy ilay olona???
    na izany na tsy izany efa mitady lalana hafa aho na dia kely fotsiny ihany aza, tsy hadinoko io hevitra harosonao io
    fa kosa amiko somary GOAVANA fotsiny ka mbola tsy zatra ary tsy msy haiko ny fandehany fa raha olona dia haiko
    ary ao anatin’ny resaka Music mihintsy na eto ny any Amerika io, ny olona no fantatro fa ny asany tsy misy haiko ny fandehany.
    Asa raha azonao tsara ny tiako lazaina?ireo olona manao music ireo izany no mety mahita lalana fa ny tena fandehany rehetra
    tsy misy haiko,indrindra @ resaka ho fanomanana izany,ny ho famarotana ilay CD ohatra sns……mbola ezaka be daholo,sady ho
    vita haingana koa ve ilay izy???

  32. Njara musaotra anao, efa tao @ lafy8 aho fa toa tsy mbola voaray indray ve??
    dia aleo ho handramako indray io vao nomenao io ary e!

  33. Ranavalona! raha mety ilay olona fantatrao dia tsy misy olana izany.I Lionel Richie mantsy no nampamory ny mpihira amerikana iny tamin’ny hira « we are the world » iny ary efa zatra ihany izy amin’ny hoe iza avy no tsy maintsy omena pourcentage amin’ireny charity act ireny:ny trano manao ny kapila, ireo réseaux rehetra mizara sy mivarotra izany; I Satana koa efa zatra manao an’io, I Simon efa nihira momban’i Afrika ary Joan Baez moa dia mpihira « engagée ».Miala tsiny raha mampifangaro fiteny fa mikaroka voambolana mihintsy aho hilazana azy.Misaotra mialoha satria tsy misy afitsoka ny tra-boina ary ny tonelina efa fenofeno ihany.

  34. Ô! Ranavalona sy Bemafohy a! aza mandrevirevy woa fa mba asaivo mihetsika rainareo be vola iny, eny fa na de handefa fampaherezana am-bava fotsiny. Mody forme ny anareo eto no betsaka, fa au fond, tsisy fitiavana fa poakaty. Zaranareo aza sahirana ny gasy. Mpiatsaravelatsihy raitrano. Mba inona zao no nataon-dRamamy sy Hanitra lehibena Andrim-panjakana.
    Misaotra ny bekintana, fa nandefa aide d’urgence 50.000 dollars. Misy antony koa mantsy ny tsy nanaovan’i US fanambarana tao aorian’iny 21/01 iny.
    Aza miaka-pofona manao famalinjaza, ambany fisainana kely ry KM a! ny hevitra lazaina, fa ny azo antoka, raha resaka hatsaran-tarehy, Raosy tsy bôgosy noho Zandrinay, Lalao zany moa raha mitaha an’i Mialy, de otran’ny servente-ny. Efa be zay menaces zay ry KM, fa tsisy tainy fa marary fo @zany eo fotsiny, hoy ny tanora.

  35. Mbola eo ampiandrasana valiny aho io fa sady manipy
    sosokevitra ihany ,tsy aleo ve mitady zavatra kelikely
    mba sur aloha, izaho efa vonona ny hanao zavatra efa ela na nisy traboina na tsy nisy
    fa ny hevitro dia IZAHO MIHINTSY no manantona ilay olona ary manome an-tanana RAHA
    MISY NY HATAOKO (efa eo ampikarakarana izany aho izao io). Izany zavatra goavana
    KETREHANAO izan dia tsy mainsy mbola handalo @ FOZA ary tsy maintsy izy no HILIBA
    @’izany koa somary malailay ihany aho ry Bemafohy.Raha mbola ireo no eo, eny e! na tsy foza
    aza fa jereo fotsiny i Haiti an! vola ohatrinona nefa Iles kely io? firy taona aty aoriana mbola
    ao anaty plasitika ny olona no matory ,nefa Vola FIRY MILLIONS no vonjy azon’ireo teo,koa
    dinio ihany ry dahy  » aza matoky olombelona fa Zanahary ihany ahatokisana.Tsy te ho diso
    fanantenana fotsiny aho no tena marina fa efa ampy HISAINANA KOSA ANGAMBA ny zavatra
    REHETRA EFA NISEHO.

  36. Ny hevitro izany dia aleo zavatra kelikely ho vita ary ho tafapaka tsara @’ilay olona
    tena mila ilay VONJY toa izay zavatra be tsy ahavita na tsy HO TONGA ANY @’izay
    TOKONY HIANTEFANY na ireo izaytena mila izany,fa vao maika HANABE HATOKA ireo izay efa voky sy LETRA
    SESIKA,raha mbola ireo no eo tsy maintsy HIBAHANA.
    Asa raha azonao ny tiako ahatongavana? tsy sanatria aho mandà ny hevitrao sanatria( izaho aza faly ) ka izay no
    nahataitra ahy hoe: mety misy zavatra azo hifanampiana raha izao hevitrao izao izaho tsy miasa manana fotoana tsara,
    ka raha sitrakyny Tompo tsy maintsy ho tanteraka ny vinavinako. INCH ALLAH!!!!!!!

  37. Ranavalona!Tsy manda ny teneninao ry bavy fa i Haiti anie dia tena efa natory tamin’ny trano plastika talohan’ny voina nahazo azy.Ary marina ny ianao hoe mbola be foza ao amin’ny fitondrana fa raha hifanarahana dia eny mialoha amin’ny masoivoho amerikanina fa misy ONG roa any fantatro afaka mandray an’ilay vola (ny iray miankina WWF ary ny iray hafa misy ambassadeur taloha tamin’ny andron’i Ravalomanana no mambra ao izay azo atokisana tsara) dia ataoko fa ho tonga ny vola. Izany hoe:tsy any amin’ny amerikana ny olana fa ny fanomezana ny vola aty amin’ny tra-boina ka ireo lazaiko anao ireo dia ONG pro-Ravalomanana daholo efa hatramin’ny 2002.

    Ka izao e! raha azoko tsara ny lazainao dia aleho ary aloha tonga i Dada amin’ity volana ity dia atao ilay izy e.Izaho efa mba nanao zavatra ho an’ny gadra tany Mada ihany taloha ary dia nisy vokany ihany satria dia ny solotenan’ny ONU no tonga tany amintsika nanao zavatra ary tsy nisy vola nivoaka taty am-paosika afa-tsy ny vidin’ny timbres nandefasana dossier.Ka tsy kivy isika e!

  38. Antsôôôô! Rana sy Bema e! fa io 500000 dollars nomen’ny Amerikana io hono, iza no hitanatana azy e? De mba iny hono Rana hitondra ny anjara birikikeliny, mba hamonjy ny traboina, kanefa ny havany tsy mitovy firehana politika aminy aza tsy tiany. Ny tsotra indrindra woa, manaova antso avo an’i dadanareo eto, fa raha hanao asa fanakorontanana, sy hampiditra fitaovam-piadiana antsokosoko izy, mahafaoy 230000 euros, fa raha mba hanome tanana ny mpiray tanindrazana aminy, na de teny fampaherezana kely fotsiny aza, tsy vitany. Ny sezany sy ny voninahiny ary ny fangoronan-karena no mahamaika an’iny hiverina eo, fa raha hiantra sy hanasoa ny gasy izany, forme fotsiny io e! Mba mihetsika Rainivoanjo ô! mba mampalahelo ane ny mijery ireto kambotikelinao mba te hanao noho ny fivesarana ny anaranao sy ny fitiavana anao, fa tsy sahy mangataka aminao, sao mahazo kabary. Mba ny prestige-nao ane no harovany e! rahampitso @zay anagamba ianao rehefa avy mamaky an-dRABE, miditra mivantana ao @ Magro. Alefaso mivantana @ndry Mamy mba hihetsehany haingana e! sa avelao hijaly any zay tra-boina, fa te tsy hanohana ny Osilahy. Soa fa mbola ao Zandrinay tia tanindrazana e! Tsy niandry maraina, fa tonga de nirobo-drano, nanantona ny tra-boina.Voin-kava mahatratra io Rana a! tsy hijerena tavan’olona na loko politika, fa ao anatin’ny voina toy izao no tokony hampisehoana firaisankina, na inona ady na inona tsy fitovian-kevitra, ary tsy hametrahana ahiahy na iza na iza, fa Mialy nanao be, na de tsy nisy cyclone aza, Zandrinay nizara PPN, na de tsy nisy loza voajanahary aza.
    Raosy ndray, inona ny nataony? menatra ny vahiny hono izy, de noraofiny t@ camion reo 4MI teo la Réunion kely, de nafindrany toerana lavitra be. Tsy nasiany sira koa na de ny mba nanolotra bodofotsy iray ny teny Andralanitra nandritra ny 7 taona nitondrany, satria ny omby mahia tsy lelafin’ny namany e! de eto reto no mody manao Amboadia mitafy hodi-janakondry mikaon-doha @ tsisy fotony. Teneno Rainareo, zay no maika fa aza mody gisa be eo. Ny alahelo fihinanam-be taloha fotsiny no mi-motiver an’ireto mianakavy, fa cinéma no be de be, de woe, aleo ho avy dada afaka iray volana. Manononofy nareo Bema a! valala manidina de asiana sira e!

  39. Tsy mahatoky tena ny foza, dia tsy maintsy asiana doublon foana ny zavatra avaoka ! Hi hi hi !
    Amin’izay indray zavatra tsy misy fahamarinany no avaokany lava eto ! Noho izany : A questions idiotes réponses idiotes !
    Dia izay izany sisa no izy ry rabe-bogor ; rabe-rabe ; rabe-vahoaka ; rabe-tanora ; rabe-kristelle ; rabe-masombody ; rabefialonana sa rabeinona koa ??

    Manoeuvre de diversions par des accusations ineptes, distillées par-ci par-là, à longueur de journée, efa kobonay ka tsy maha taitra !!

    Handray fanampahin-kevitra ny UE tsy ho ela !! Felaka mandrivorivo indray no ho azon’ny fouzaouranus !
    Franceman aloha dia nahazo tsirony, nankafia an’ilay fozaorana nahandro gasy, fa asa raha mbola ho sahy hamelatra tsihy indray ny sasany !! Mandrosoa hisakafo ê !
    MDR !!

  40. Misaotra aloha Bemafohy fa azonao tsara ny tiako hatongavana

    Ny ahy zavatra hafa mihintsy no tanjoko ,kely ilay izy anie e!tsy tiako loatra mantsy ity omena lava ity izaho mantsy
    tsy mba nisy nanome fa MIKOKOTRA nanao izay nahatafita ahy hatrany ,tsy mba nanana hianteherana e!raha mba
    milaza @ olona ianao dia ESO no azo dia aleo mangina.
    Koa aleoko manomboka zavatra kely dia eo mahita azy, miandalana tsikelikely eny.

  41. Koa rehefa tsy « tapy mena « ve sy ho tsihy ry Kintana??
    velabelarina daholo aloha izay azo velarina sao mba ……..izay no hazahoana ilay fankatoavana.
    Tsapatsapa vody akoho io koh! raha tsy tay dia atody, saingy hatr@izao aloha mbola tay foana.

  42. Hay ve tapis mena ê ! Io indray ‘lay mamerimberina ! Ireo angaha miraharaha an’izay tsapainy any ê !
    Ny an’i ranavalona dia ny mampianatra manjono no tianao izany ? Manjono trondro io an !

  43. Ranavalona! io arakaraky ny zavatra ataonao ihany koa sy ny olona resahanao, fa raha satriko tsy mangataka fa tsy misy olona mahavita tena irery hatramin’izay niainany ary efa hita fa tsy manankatao ny tra-boina ka ho an-dry zareo no anaovana azy fa tsy ho an’ny tena akory.Ary tsy hoe hanontany ny mpihira amerikanina foana fa indray mandeha iny ianao no mangataka.Ary izaho efa niasa tamin’ny amerikana fa tsy misy eso izany mivoaka any aminy, ny tsotsoka angamba no manao izany.

  44. Bemafohy lasa lavitra be ianao,fiainako taloha izany fa tsy ny Amerikanina na tsotsoka,
    Tsy azonao tsara ilay resaka,tsy hoe tsy mila fanampiana aho fa eto @’ilay mba
    zavatra tiako hatao no lazaiko hoe: » tsy dia tiako loatra ity omena fotsiny « , ilay fanaovako soa izany tsy voatery ho
    zaraiko maimaimpoana ilay olona,fa sady asaina mba mikaroka, io efa voalazan’i dada koa io hoe: ilay » FAHAIZAMANAO ».
    Azafady fa manambady resaka be aho ka misavorovoro.Azonao ve???

  45. Sao dia mba foza ry Kintana fa tsy trondro hi!hi!hi!!!
    Koa n foza aza efa 3 taona no nanjono tsy mbola hita izay
    fankatoavana azo,tsy mba mora2 toy ny nanjonoana ilay foza orange natao SORONA.
    ,tsy mba mora2 toy ny fikapana ilay Bois de rose,
    tsy mba mora2 toy ilay fandrobana sy ny asa ratsy rehwtra t@’io Gasikara io mantsy ilay fahazahoana ilay fankatoavana.
    Ny mampihomehy ahy @ Kintana dia efa io foana no fomba fanaon’i Rabe nefa dia mbola haverinao ihany
    fa TSY MISY FAHAMARINANY sy MAMERIMBERINA ,indraindray ary eo ihany izy a!in-4 no haveriny fa ilay anarana
    fotsiny no samihafa fa ny zavatra soratany mitovy.Aza dia maka « L » @ olona Mivika toy ireny e!misy tsy metimety ny
    lohan-drangahy na mety ho TEREN-javatra koa izy an! koa aza dia omena tsiny.

  46. Ranavalona!ataoko fa tompon-daka ny malagasy raha resaka système D; mikaroka ny malagasy na ny mahantra na ny manankarena hivoahana.Jereo fotsiny tsy mandia 4ème ny zatovo gasy dia mahay mécanique auto fa nampahatraina sy no-manipuler-na dia na ny kely anana aza very.

  47. Ny HAT zao faly be mihintsy @ fahorian’ny sasany fa tonga daholo ny fanampiana dia ataony izy mianakavy ao tantely afadrakotra indray jereo ange , mamba noana anie ireo e! Ny vahoaka mihamahantra hatrany, mijaly, mihorohoro … FA ry zalah miadana @ fira tsy matahodalana mirevy eny @ bara sy maka makorely etsy sy eroa manararaotra ny fahantrana e! Mampalahelo fa eo ampelatanany JIOLAHIMBOTO ny fitondrana.

  48. Ato amin’ireto angamba ny votoanton-dresak’i ranavalona ry Bemafohy â ! Mifandray ihany ny hevitrareo !

    « Quand un homme a faim, il vaut mieux lui apprendre à pêcher que de lui donner un poisson »
    « L’homme honorable commence à appliquer ce qu’il veut enseigner ; ensuite il enseigne  »
    « Celui qui déplace la montagne, c’est celui qui commence à enlever les petites pierres »

    Ary ho faranako amin’ity, satria izy ity hitakao mahafaoka zava-maro toy ny tolona ataon-tsika eto :

    « Celui qui déplace la montagne, c’est celui qui commence à enlever les petites pierres »

    Bonne journée daholo ry mpiaro ny ara-dalàna !

  49. Misaotra fa mazava be ry Kintana!
    Tena nahazo bisous kely se raha teto akaikiko teto!
    Maka note mihintsy aho io.Sady mianatra koa anie izaho io eto e!eto aho no manovo
    fahalalana izay tsy ampy amiko sy hilaiko ho @ fiainana tsy maintsy ho hatrehana,
    Fianarana daholo ny zavatra rehetra.

  50. Tsy diso misy mahadiso an’izany fa izao koa: aux grands maux les grands remèdes.Ary raha izao mahazo an’i Dago izao dia efa latsaka an-katerena ka mila fanarenena be.

  51. Koa eto indrindra isika izao ry Bemafohy!!!
    io mihintsy no mahasahirakirana ahy izao io, eto @’ilay FANARENANA
    ary tsy maintsy!!mangataka mafy @ Zanahary!!!Mitady lalana aho io ka miantso anao ihany aho raha
    ohatra KA!!!!!!
    Mbola tsy namaly koa ilay havana any dilambato, ireo koa be asa be mantsy,miandry kely ihany izany aloha.

  52. Ranavalona!raha olona miasa ao amin’ny mozika ny fantatrao dia mety tsara mihintsy.Dia miandry ny valinteninao izany.

  53. Ao anatiny mihntsy isika na any na aty e! mety ho olona fantatrao aza ilay
    any dilambato io fa ho hita eo e! in indray mantsy Gasy.

  54. izy tsy tarika e!izy mpamolavola ilay kapila,tsy haiko marina ny tena fandehany
    fa rehefa miresaka ianareo mahita azy.
    Tsa mbola!!!

  55. Hi ! Ary satria Vendredi isika dia ity mba misy kalokalo milay ho anareo rehetra !

    Efa ao anatin’ny hirahira ihany ny resaka ! Milailay koa ny Mpihira ! 😉

  56. Io fa mazava tsara ny tenin’i Ingahy Ranjeva hoe:
    « tetezamita vaovao no tena ilaina …….KA IZAY MITSIPAKA ny FIARAHANA sy ny FIHAVANANA
    NOTOKONY HIALA TSY HANDRAY ANJARA ». Dia ho hatao inona indray koa izany izao i Ranjeva???

  57. Ministry ny fitsarana na ny raharaham-bahiny angamba no mety an-Ranjeva rehafa tafaverina eo amin’ny fitondrana i Dada.Ary aiza i Naika Eliane no tsy heno intsony?

  58. Izy aza tsy miteny an’i dada mihintsy koa tsy haiko izy na mankasitraka na mandà.
    efa hoe i Ranjeva no tokony nitondra n tetezamita fa naleon’i Mamy R domelina koa inona???

  59. Alerte !
    Pauvres malgaches, il y a des mercenaires à Madagascar, dans votre misérable pays. TGV a dit à Sarkozy que le peuple malgache
    est francophobe c’est à dire anti-français. Il y a des mercenaires français à Madagascar. Gros dangers

  60. Telles que se présentent les choses, il n’y a rien d’étonnant !!
    LAFRANCEFORTE veut écraser le pauvre petit peuple malgache ; ce dernier a raison de vouloir cracher sur l’envahisseur ! !!

  61. Allo!

    Malheureux Français, il y a des chômeurs en France, au pays du chaume.Sarkozy a dit à TGV que Napoléon était aussi petit,c’est à dire comme nous deux.Attention, la Hollande va nous surclasser une deuxième fois après Waterloo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *