Fisavana ny tranon’i Tojo : Tsy ara-dalàna ary tsy azo ekena hoy Me Hanitra

Me Hanitra (1)

Tafaresaka  tamin’ny Me Hanitra Razafimanantsoa, tetsy Bel Air, ny maraina teo izahay.Tsy aritra ny tsy nanontany azy mahakasika ny »sava hao » sy ny ramatahora nataon’ny DST ny tranon’ny zanak’i Dada omaly alina.

Mitohy hatrany ny antsonjay ataon-dRajoelina sy ny forongony amin’ny Ankolafy Ravalomanana. Rehefa tsy navela hiditra eto an-tanindrazany ny Filoha Ravalomanana mivady, fa nosakanana tamin’ny Notam dia ny zanany izay eto Madagasikara indray no hanaovana  herisetra sy ramatahora. Nisy ny fisavana ny trano fonenan’i Tojo Ravalomanana omaly alina tany Antsirabe Manjakatompo. Araho ary ny fanazavana ho entin’ny mpisolovava ny Filoha Ravalomanana, ny Maitre Razafimanantsoa Hanitra

Nisy fiara 4×4 miisa efatra tonga tany amin’ny trano fonenan’ny Tojo tany Manjakatompo, omaly tokony ho tamin’ny 07ora sy 20mn hariva. Avy eo lasa ireo fiara 4×4 ireo ary niverina indray tamin’ny 08ora sy sasany alina. Niditra amboletra tao amin’ny trano izy ireo, izay efa nitondra « groupe électrogène ». Nitifitra ny alikan’ny Tojo, ary nanapaka ny jiro avy dia tafiditra tao an-trano. Izy mivady no tao tamin’io fotoana io.Rehefa nanontaniana izy ireo dia tsy nety niteny, raha tsy tonga ny Zandary misahana ny farimpiadidiana tany an-toerana.Tamin’izay ireo vao nilaza fa avy amin’ny Dst tarihin’ny Nakany Charly.Manana « ordre de perquisition » avy amin’ny « procureur » avy any Antsirabe. Ary dia hanao fizahana amin’ny andro alina, amin’ny ora tsy fanaovana izany. Lazaina fa manao « trafic d’arme » i Tojo Ravalomanana.Rehefa nandeha ny fanazavana teo amin’ny Zandary tany an-toerana sy ny Dst dia natao ihany ny periquistion, ka tamin’ny 11ora alina vao vita.Tsy nahita basy sy fitaovam-piadiana tao amin’ny trano izy ireo.Rehefa lasa anefa izy ireo dia nahavariana fa nilaza ho nahita fonosana miendrika zavamahadomelina sy karazana disquette ireny.
Araka ny nambaran’ny Me Hanitra dia amin’ny lafiny lalàna izany » perquisition  » izany dia tsy azo atao mihitsy amin’ny ora tsy fanaovana azy.Ny voalazan’ny lalàna hoy izy dia manomboka amin’ny 5ora maraina ka hatramin’ny 7ora hariva.Tamin’ity indray mitoraka ity dia efa mihoatra ny fanaovana azy izany.Aminay hoy izy dia misy ny fanaovana fanaparam-pahefana na « abus du pouvoir ».Misy ambadika hoy Me Hanitra ny mikasika ity zava-nitranga ity ka tsy azo ekena mihitsy.
Tsy ara-dalàna ny toy izao hoy izy ary tsy mitondra amin’ny fitoniana eto amin’ny firenena mihitsy. Ny fepetra horaisina hoy ny fanazavana dia tsy maintsy resahina aloha ny tompon-trano, ary mbola hiresaka amin’ny ankolafy Ravalomanana.

90 pensées sur “Fisavana ny tranon’i Tojo : Tsy ara-dalàna ary tsy azo ekena hoy Me Hanitra”

  1. Aoka ho hentitra sy ho henjana mihintsy isika fa tsy lasa intsony izao!!!

    Tsapa tanteraka ary mazava fa tsy mitady izany « apaisement » izany ry zareo!

    Aoka isika tsy ho tratry ny: « Matoritoria fa hanaterako hena »!!!!

    Toa tena tsy misy azo hanantenana ny fanatanteràhana ity FDR ity ka!!!

    Andohalika ny raharaha!

  2. ETat terroriste, hitati-bolana lava amin’ny DADC sy Troica ve no ataontsika e, fa inona no tokony hataontsika eto fa izan’andro izao de film vaovao foana.

  3. Aza be resaka intsony ianao ry Me Hanitra, fa ianareo izao no efa miray petsapetsa amin’ireo tsy valahara ireo â !
    Mpinamana be amin’i Fetison ianao, ary efa ela no kobon’ny olona ny fika sy tetika rehetra !
    Mamy Rakotoarivelo, même combat !!
    Aza lalaovina amin’ny fitiavana zava-drehetra ny fiainan’ny vahoaka malagasy ! Jereo fotsiny ny anaovan’ny menasofina an’i Le Pen zanany ! Tsy avelany hirotsaka amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena akory satria « tsy mitovy ny fomba fisainana » !

    Efa hita izao ( ary efa fantatra hatry ny ela ) fa ny hanjakàna IRERY ao Madagasikara no tetika tadiavin’ny foza, INONA NO MBOLA HIJANONANAREO AO ???

    POUR LE PEUPLE MALGACHE, QUI S’ASSEMBLENT SE RESSEMBLENT AUSSI !!!
    « IZAY MIARAKA AMIN’NY AMBOA LAMBO DIA AMBOA LAMBO ARY IZAY MIARAKA AMIN’NY AMBOA DIA DIA AMBOA DIA !!!

    NY AMBO DIA, DIA IREO TARANAK’OLONA TSY VANONA NANONGAM-PANJAKÀNA IREO !!!! KA MBA MIERITRERETA FA NILAZA FA NIANATRA LALÀNA IANAO, ARY TSY IANAO IRERY NO NIANATRA AN’IZANY !!
    HAJANONY ANY IZANY RESAKA ARA-DALÀNA SY TSY ARA-DALÀNA IZANY FA IO GOVERNEMANTA ANDRAISANAREO ANJARA ATRAMIN’IZAO IO AZA TSY ARA-DALÀNA ATRAMIN’IZAO !!!!

  4. Very hono ny sainan’i TGV dia notadiavina tany amin’i Tojo kinanjo nilaza ity farany ity fa ilay alika no naka azy dia notifirin’ny maty eritreritra ilay amboa mba ho maty eritreritra ohatr’azy.Aza mba lany fanahy ihany.

  5. Mbola ho hitan izany TSININ’ALIKA ry Bemafohy.
    Nisy zavatra tsikaritro kely ity ray olona :naninona no tsy imadame Hanitra no nomen’i Neny
    an’ilay HAFATRY neny novakiana teo @ MAGRO fa i OLGA izay mbola tsy hitako teo @
    Magro mihintsy????
    Ny ahiako @ M.Hanitra io dia raha sanatria ka ho voasambotra eo i dada dia mbola ho avy izy hoe:
     » tsy ara-dalana mihintsy ny fisamborana an’ingahy Ravalomanana ». izay foana izany ilay voalaza sy
    miverimberina e!!!ka ohatry ny manoana kely an’i Kintana ihany aho eto, i Raharinaivo kosa angamba
    no metimety kokoa mitovy @ Mamy .R e!.Tiako dia tiako i M. Hanitra fa kosa aoka handray fepetra ianareo
    fa efa fantatra io ary tsy vao voalohany na vao izao ilay tsy fanarahan-dalana fa IZAY TOKONY HATAO sisa
    hatao fa ireo tsy hiova mandra-pialany eo.

  6. Neninoro !
    tsy misy azo hantenaina fa kosa misy azo ho entina hiady ilay tondrozotra.
    Efa vita sonia io na tiany na sy tiany tsy misy hadalainy eto ,koa azy ny azy
    raha mankarary ny ainy fa isika koa maharary @ mbola hanekena azy ho HITANTANA ny tetezamita.
    Samy miady @’izay mahasoasoa azy ka tokony hiala izy rehefa sy zakany fa tsy isika ihany no hizaka
    ny azy fa izy tsy hizaka ny antsika,mankarary azy ny fahatongavan’i dada noho ny tahotra satria nanao
    ratsy fa mbola mankarary lavitra antsika koa ny mbola hanekena olona TSIVALAHARA sy faka taranaka
    toy io izay anisan’ny nahatonga
    izao FAHAVOAZANA be @ firenena izao.

  7. matahotra mafy ny fat satria tsapany fa izy no tena namono olona amanarivony teto dia modyny Filoha Ravalomanana no helohina. Fantany ihany koa fa tsy ara-dalana ny fidirany teo fa ady ny be sandry sy basy. Izy mihintsy no tokony ho voasazy mafy fa izy no tena nanao crime de sang. Mba tsy menatra ireo manompo an’io mpamono sy mpandroba io. Dahalo anie no manafika miditra any amin’ny zone rouge e ! Tsy nampamono izany i Ravalomanana faireo no nanao ny fitifirana dia mody aholaka hanamelohina. Tompon’andraikitra tsy afa-miala ireo nitondra nananika nandromba teny Ambohitsirohitra ireo. Tsy maty ny marina e. Minoa an’izany.

  8. Ils font ce qu’ils veulent et Ils se foutent du peuple et le comble c’est que par peur des armes et des incertitudes de l’avenir, ce peuple demeure au poste de victime et subit tous ça. Dire que j’étais pour le denigrement du pouvoir de ra8 mais je regrette d’avoir été à Ambohijatovo au début à cause de la fermeture de la FPVM. Mais maintenant à cause de la penchant politique de la FPVM, je ne pense plus que c’est le saint-esprit qui les guide, j’ai quitté. La FPVM a fait la similitude entre Pharaon et Ra-8 j’étais la au moment de la re ouverture et c’était la dernière fois que je mettais les pieds dans cet église. Maintenant, la HAT commence à harceler les églises évangéliques, elle a tort de le faire, Ra8 est tombé apres avoir fait ca et la FPVM et la HAT vont subir le meme sort. On ne se bat pas avec Dieu. En fait, est-ce que Mr Rajoelina se souvient de son discours à Ambohitsirohitra le 18 mars 2009? « Tsy hiala amin’i Jesosy aho? » Tsy ny peuple no nanaovanao fanekena fa Andriamanitra. Jesosy tsy mampanao anao acte mifanohitra amin’ny baiboly. Na mibebaka isaminitra aza ianao. Ny fanahy masina tsy azo ataonao malahelo fa « izay mamafy rivotra mijinfa tadio »

  9. Raha tsy olona kôndrana na vendrana ny vahoaka ka hino izany « boulets de cannabis » eny natokotan’i Tojo Ravalomanana izany.Ohatran’ilay resaka « osy » sy fanafody gasy » hita teny Ambotsirohitra ihany io: ankalaziana fa hihomehezan’olona ny hiafarany.

    Io herisetra diso tafahoatra io ihany anie no nataon’ny mpomba an-dRatsiraka (2002)no nahatonga ny mpomban-dRavalomanan hamaly avy teo e!

    Ianareo ange vitsy an’isa ry foza e! Ireny teny Ambotsirohitra ireny fotsiny ve no mankasitraka an’i Rajoelina, nefa natao antso avo, tonga hatr@ olona avy teny @ faritra?

    Ny dikan’ny tenin-dRavalomanana hoe « TSAPAO NY HERIN’IALAHY! » dia ny vahoaka marobe tonga nitsena zy t@ janvier 2009 teny Ivato, RAHA OHARINA @ OLONA LAZAIN’I TGV hoe « vahoaka ».

    Dikan’ny hoe « tsapao ny herin’ialahy »= « firy ary inona marina moa ny LANJANAREO ianareo miseho mietraketraka io? »

    Ka izay: tsapao aloha ny poids ny masse électorale anareo vao misetrasetra.

  10. Ohatry ny alika e!!!tsy maintsy ilay alika Kely ery foana no miseho ho MIANTSY ADY
    aloha raha vao mba mifanena @ itony alika GOAVANA itony eny an-dalana eny, dia
    toy izay koa ny adin’i foza fa indrindra moa miampy ny TAHOTRA @ ilay FANAOVAN-DRATSY ka vao maika
    loza dia ireny no alehany.Saka matory no halam-bolom-bava.
    Hataoko fa vao hanilika an’i dada izy dia efa tsapany io HERINY io matoa tsy maintsy NILA SORONA BE DIA BE
    toy ireny izy 40 OLONA no NOTAKIAN’i DEVOLINY.Na nisy olona aza teny omaly,NOVIDIANA araka ny efa hita
    sy fantatra,raha tsy efa nisy niady indray teny fa tsy nahazo ny VOLANY????????

  11. Cher Francis RAKOTO et ceux qui sont descendus à Ambohijatovo: on n’a rien à vous reprocher sur le fait que vous êtes descendus dans la rue à cause entre autres, de la fermeture de la Radio TV VIVA. Que vous ayez une autre opinion que la mienne ne fait pas de vous mon ennemi.Aujourd’hui en février 2012, les objectifs de ceux qui sont decendus à Ambohijatovo sont-ils atteints? Non.

    1°/Beaucoup parmi vous qui êtes descendus ce jour là n’ont déjà pas suivi TGV à la Place du 13 Mai à partir du moment qu’il a fait allusion à « hanongam-panjakana » (coupe d’Etat).

    2°/Ensuite, pour les autres qui ont continué à suivre TGV, je leur fais remarquer que TGV, tout de suite après sa prise de pouvoir a non seulement FERME d’autres médias. Pire, il a emprisonné des journalistes, torturé (la torture est inédite) des personnes quelquefois arrêtées ARBITRAIREMENT. Tué par balles explosives (vous savez ce que dans les accords qui devraient être ratifiés en matière de lois internationales sur le respect du droit humain ? Car c’est la nature de l’arme même qui doit faire polémique). De simples passants pour certains : une mère dont le bébé est atteint aux pieds par ci, ou dans un jardin public, Haja,simple bouquiniste à Ambohijatovo par là. Bref, tués hors zone rouge.

    3°/ Les gens de Tananarive ont-ils imaginé une seconde que VIVA ne représentait RIEN aux yeux des provinciaux à cette période, puisque VIVA n’avait pas d’antenne hors de Tanà? En termes clairs, TGV en égocentrique, a rameuté la foule à Ambohijatovo pour la cause de SA radio et SA télé de Tanà dont les provinciaux n’ont rien à cirer. A la limite, si les panneaux et sa TV/radio constituent un « problème », il pouvait le résoudre autrement que de lancer la foule (SANS LUI, c’est louche non?) sur le palais présidentiel d’Ambotsirohitra) du Maire de Tana-ville mais pas de Madagascar tout entier.

    Car, je terminerai mon ami, j’en ai suivi de ce que l’on appelle des révolutions dans le monde mais seule celle de TGV (si on peut appeler cela comme telle) a eu l’idée d’envahir un palais présidentiel. Dans les pays dits démocratiques, en dehors de cette question qui me taraude de qui-a-tiré-en-premier vu le rapport balistique et les angles de tirs édifiants, les survivants du 7 février auraient des comptes à rendre à la justice avec cette question: « MAIS QUE DIABLE VOULIEZ-VOUS Y FAIRE CE JOUR LA ? »

  12. Averiko indray, Ravalomanana nilaza hoe « TSAPAO NY HERIN’IALAHY ISANY »= « jereo ny hamaroan’ny vahoaka mitseanahy mihoatra ny anareo » [retour de Johannesbourg janvier 2009)

    IO fihetraketrakareo @ TOJO io, izahay zanak’i dada no mamerina: tandremo fa vitsy an’isa ianareo foza, fa basin’i Lylison sy Ramaroson, Charly Nakany, Rajoelina, Hajo, Richard Bpomba sy Christine no mbola sakana. Tsy hoe eo mandrakizay ireo hiaro anareo.

    TSAPAO TSARA NY LANJANAREO

  13. Le but de TGV dans cette operation qu’il a fait faire chez M.Tojo Ravalomanana est toute simple :

    UN CHANTAGE .

    Bientot Tojo Ravalomanana sera emprisonné pour forcer Le PRM RAVALOMANANA à VENIR SE FAIRE emprisonner !

    Il pourra se presenter tranquillement aux elections !


    Il va falloir à mon avis que les Politiciens de la Mouvance Ravalomanana se mette à faire une demarche auprès de la CPI pour provoquer des ENQUETES SERIEUSES à propos des evenements de Fevrier 2009…….pour sortir de la crise et de la prise d’otage que rajoelina fait subir au peuple malgache.

    Et……..Le plus vite serait le mieux !!!

  14. Élection présidentielle F. 2012

    » La période a été marquée par une séquence où M. Hollande, à la suite de son discours du Bourget (Seine-Saint-Denis), le 22 janvier, a su occuper le devant de la scène. Il en bénéficie nettement, gagnant 3 points, à 32 %. Dimanche 29 janvier, M. Sarkozy a riposté à la télévision. Dans la neuvième vague de notre baromètre, il monte de 2 points, à 25 %. Ainsi, l’écart entre les deux favoris reste stable.

    Le problème du report de voix entre les deux tours, pour le chef de l’Etat, demeure entier. Notre sondage indique une totale stabilité : si l’élection avait lieu aujourd’hui, M. Hollande battrait très largement M. Sarkozy, avec 59 % des voix contre 41 %… »

    http://www.lemonde.fr/election-presidentielle-2012/article/2012/02/07/sarkozy-et-hollande-prennent-le-large-dans-les-sondages_1639682_1471069.html

  15. Même s’ils ne sont plus mari et femme … Ségolène Royale a toujours a toujours été une farouche opposante à la France Afrique et à la Colonisation
    François Hollande …je pense que c’est quelqu’un de bien
    je me souviens que c’est lui qui avait reclamé une enquète parlementaire sur les Agissements secrets de La France en Afrique …

  16. un qualificatif : « acharnement »
    du fait que ni Tojo , ni Lalao n’ont aucune responsabilité politique, et ne font l’objet d’aucune inculpation juridique ,
    ni civile , ni correction, ni civile , ni pénale.

  17. Sapa !

    Merci Sapa ! Vu .. Lu ! et conseil reçu !
    – En revanche, suis totalement refractaire à Fb ! aurais je tort ???

  18. Coucou GBD !
    De plus en plus rare ? Suis bien de ton avis, mais cet »acharnement » et cette « haine » vis à vis du PRM, c’est la Population Malgache qui en devient la victime. Il ne fait aucune difference entre ses probs perso, et les affaires de la Nation qui continue sa descente en enfer !

    Quand viendra un President plus responsable, plus Patriote, Madagascar ne sera plus maitre de SES richesses. Tout sera dilapidé bien avant….ou bien…..Madagascar sera enfoui sous des dettes tellement faramineuses, qu’il lui serait difficile de faire autrement que de se plier au bon vouloir des grandes puissances !

  19. e eh ehhhhhhhh!et midi MADA affirme la decouverte de drogue!amateur ou professionnel!on en plante au sein de la culture de fougères pour ombivaviberonono;on a projeté la construction d’un aérodrome comme en colombie et bolivie;suivez mon regard

  20. C’est Charly Nan-kannabis qui a découvert quelques boulettes de cannabis en dehors de la maison?

    C’est grotesque et presque risible si la HAT d’Andry Rajoelina n’était pas un régime qui pratique la torture pour faire de faux témoignages: fanafody gasy, osy eeeee!

  21. TSAPAO ALOHA NY HERINAREO:

    -ahoana ireny olona teny Ambotsirohitra ireny (niantsoana olona avy @ faritra sy ny CT/CST misy 300? 400?) mihoatra ny olona nitsena an’i dada na neny teny Ivato?

    TSAPAO ALOHA NY HERINAREO!!!! (phrase deRa8 janvier 2009 à sa descent d’avion en provenance de Johannesburg et NON PAS A PROPOS DU 7 FEVRIER)

  22. Dikan’ny hoe « TSAPAO ALOHA NY HERINAREO »=aza miseho redresseur de tort sy mizesta hitondra firenena rehefa tsy ZAKANAREO ny mamaha problème rehetra telo taona izay.

    TSAPAO ALOHA NY HERINAREO: milay be ilay tenin’i dadanay izay, satria mivoaka avy @ vavan’olona MAHAVITA AZY!!!

  23. Tsy ampy hery ny foza fa lany tsoka daholo ! Diso nanao ny tsy mety sy ny mahamenatra rehetra, dia izao VOATERY NIANTSO MERSENERA 42 ( ROA AMBI-EFAPOLO ), HANAMPY IREO IZAY EFA AO AN-TOERANA !!!
    Niantso mersenera satria mbola tsy mijaly laotra ny vahoaka malagasy ; hitany mantsy fa mbola mandeha be ny revim-bahoaka samihafa, na kely na lehibe !

    Alefaso any amin’ity olona ity ny alahelonareo rehetra. Mila porofo izy mba ahafahany manohitra an’i lékely sy ny tropiny ireo koa, sady mba manampy antsika !

    Serge Letchimy Pdt Cons. Rég. Martinique ( Fantatry ny maro eto angamba ny nahazo azy )

    sletchimy arahoiBazy assemblee-nationale.fr

  24. Nisy vazaha ange hono ilay tonga nanafika tao @ Tojo e!!
    Tsy izany Kintana fa betsaka ny miaramila Gasy nitsipaka ny teti-dratsin’izy ireo dia
    izay angamba no nanafarany ALIKA.Tsy efa MIJILAKA ERY IZAY I DOMELINA @’izay marasily vazaha be dia be izany???
    NY ADIDY VITA NY FAHAFINARETANA azo.Tsy efa lava dia lava izay ny laharana ao @ domelina ????ny Gasy mantsy
    tsy dia mahavoa PELAKA.Lany hividianan’i demelina marasily vazaha ny volam-panjakana ray olona a!!!!!!VONJEO!!!vonjeo
    i Gasikara.

  25. Efa sanga mihaotra ny loha zao zavatra ataony ry TGV tsy vanona mianakavy izao ka aleo aminizay angamba hifamely aminizay satria zao no atao woe MANGAROM-BIBY an-davaka. Raha izaho no teo aminy toerany i TOKO mivady dia efa maromaro no efa tany aminy VARY TSY MIFODY ary tsy misy arrangement mihitsy an! Ialahy zao ve no manafika anahy ary efa SPECIALITE ry zalahy mitovy taminy 07 février 2009 mihitsy izao zavatra ataony ry zalahy izao, ary ny tena mampalahelo dia rehefa tsy nahita nininona ry TSY VANONA dia hamoronany zavatra LAINGA, lazaina fa woe misy zavatra maha domelona, ary hita mihitsy fa mitovy ny anarany i I TGV TSY VANONA.Izaho indray aloha raha mahatratra anankiray na io RISA BAOMBA, na RATSIRAHONANA, na

  26. Efa sanga mihaotra ny loha zao zavatra ataony ry TGV tsy vanona mianakavy izao ka aleo aminizay angamba hifamely aminizay satria zao no atao woe MANGAROM-BIBY an-davaka. Raha izaho no teo aminy toerany i TOKO mivady dia efa maromaro no efa tany aminy VARY TSY MIFODY ary tsy misy arrangement mihitsy an! Ialahy zao ve no manafika anahy ary efa SPECIALITE ry zalahy mitovy taminy 07 février 2009 mihitsy izao zavatra ataony ry zalahy izao, ary ny tena mampalahelo dia rehefa tsy nahita nininona ry TSY VANONA dia hamoronany zavatra LAINGA, lazaina fa woe misy zavatra maha domelina, ary hita mihitsy fa mitovy ny anarany I TGV TSY VANONA.Izaho indray aloha raha mahatratra anankiray na io RISARA BAOMBA, na RATSIRAHONANA, na JEAN-EUGENE, na RAMARO SAHONA,na DANIEL RAMAROMISA, na ROLAND RATSIRAKA, na i TSIRANANA, indrindraindrindra i TGV TSY VANONA sy ny acolytany rehetra dia miala tsiny izaho fa tonga dia tapa-doha miaraka aminy SCIE A DOUBLE LAME, ary tena tsy misomonga mihitsy izao aminizay, izaho mihitsy no BOURREAU.Tsy misy miraharaha intsony io RALENA AN!Fa aleo aminizay hifamono ary izay resy aleo aleo hinana ny anamaminy amizay.

  27. ô Ramamy ô! tena notsapain-dRajoelina mihitsy ny herin-dRainivoanjo. T@ 2009 teny Andohatapenaka Raosy no niteny an’io. De notairin’i Zandry, de iny nitsoka nandositra any @ Gena iny, ary tsy mbola tafaverina hatramin’izao. Ka na de nisy aman’hetsiny aza nitsena t@ 21 Janv, inona no vokatry le hery? toa mbola nampiasan’i Zandry hery hatrany, de niverina nody, ka nitomany toa zazakely tsy nety niala ny avion tao Johannesbourg.
    Io woa, tsotra be, Ra8 be mpitsena t@ 21/01 , Zandry be mpitsena rehefa avy nikabary tany NU sady nanao bain de foule avy teny Ivato, ka hatrany Talatamaty, Deba be mpitsena rehefa nasesin-dRaosy tany, nandritra ny 9 taona.
    Iza daholo ary ireny olona ireny? ny azo hamintinana azy, de samy tonga eo daholo ireny, isaky ny misy zava-mitranga.
    De io mbola hamafisin’ny Zandry foana, fa lalaoviny otran’ny VOLOM-BORONA la famille Ra8, zay tiany atao no atao, tsy manana choix, na de kely aza, tsy mahavita n’inona2 le volabe. Ka izay ary ny teniny, tsy mila an-dr8 sy ny taranany hiverina an-tanindrazana, handraharaha na hanao politika, fa tsy olom-pirenena ireny fa fahavalom-pirenena, mpamono olona, de aza manantena intsony Rainivoanjo, fa mazava be zany ny position-n’i Zandry, mikasika ny famille Ravalomangana, fa tsy misy mahatoky an’io izany intsony, fa amboarina foana ny aminy raha vao mitetika korontana sy atsojay. De apoay zay apoaka, ry Zanakosy, fa aza mikakiaka lava eto a! Kely hery sy tsy manan-katokona, de ny vava sisa no be. Naninona tsy nitsapa ny herin’olona tao Ambotsirohitra tao omaly 7 Fév, mba nokorontanina le tao, toa nihafihafy kely tery an-jorony RAINITETAKA tery fotsiny?
    Reny no tena herinareo RAMAMY, fa curieux sy mpanararaotra no betsaka tamin’ireny a! Raha tena favy nareo de nitohy tsy nijanona ny sakorokareo taorian’iny 21 Janv iny.
    Marina ny anareo ry Mamy Rakoto sy Hanitra, fa modia misabaka foana, fa aza manary seza izany, satria fantatrareo, fa tsisy fika intsony ny @ RAOSY.
    Aza mandrevirevy ry SAPA, fa efa vitanay aty ny mission momba an’i François Hollande a! zahay akory tsy Gasy Tena Trotraka(GTT), ka hiesona tsy mahalala zay tokony atao. Simple kely fotsiny, raha miverina eo Ravalo hoy zahay mantsy ny bras droit-ny tena akaiky de akaiky azy zay tsy tononinay anarana, de vita tanteraka ny momba ny mpandraharaha Frantsay any Mada, fa tena tsy tia mainty Frantsay iny. Nentinay avokoa ny porofo manamariana izany. Nisy olona iray teo, de nilaza fa fantatray tanteraka ny momba an’iny ex président Mada iny, sy ny fifandraisany @ Lafrantsa. De mampamangy RAOSY ô! ity misy calcul élémentaire kely tsy sarotra fantarina sy kajiana: 3+(5)+(5) izay mbola mety tohizana, fa io aloha no sur, fa kininina mbola ho tsakoin-dRainivoanjo. Te hitsapa ny herin’i Zandrinay tsinona koa!

  28. Moramora ihany Rasamy a!!Efa mandeha miadana io fa aza tairina!!!
    Toa nanaitra saka efa natory indray ianao,io indray ny anareo!
    Ireto mpanjanaka anie no mividy ireo hatao fanainiana mba handemena ny Gasy e! na koa mamboly korontana
    fa misy tetika MALOTO ao @ fanakanana an’i dada ihany no tanjona fa tsy inona .
    Misy andiana miaramila maro2 any efa vonona ka izay no nanafaran’i renikely ireo miaramila vazaha fa ny Gasy
    efa maro no mikomy.

  29. Njara …sur Fb tu peux très bien utiliser une page  » anonyme  » par soucis de confidentialité …
    mais je pense qu’il serait intéressant que la Mouvance Ravalomanana et Légaliste commence à sensibiliser le très certainement successeur de Sarkozy à la tête de l’Etat Français sur la Crise à Madagascar et pour un changement radical de la politique de la France ce dont je ne doute pas …
    Francois Hollande a dit qu’il supprimerait la Cour de Justice de l’Etat s’il était élu …ce qui rendrait tous ministres et haut responsables politiques justiciables comme tous citoyens Français ??? plus d’ impunités …
    D’autre part sans l’appui de son allié Français …je pense que Rajoelina va se sentir bien seul et sera contraint de changer radicalement son attitude
    et l’on pourra enfin appliquer la feuille de route

  30. Eric Wong : les conditions de la reconnaissance d’un régime pour les Etats-Unis
    le Jeudi 9 février 2012
    « Pour qu’il y ait reconnaissance du régime en place, il faudra un gouvernement élu démocratiquement. Pour ce faire, une seule voie possible : des élections justes, libres et transparentes. Cela requiert l’instauration d’un environnement de réconciliation et d’inclusivité propice à l’installation d’un Etat de droit. »

    Par ailleurs le chargé d’affaire rappelle que Marc Ravalomanana est partie prenante dans la Feuille de route donc sans l’inclusion de Marc Ravalomanana, ou en d’autres termes son exclusion, entraînera de facto l’échec de cette feuille de route.

  31. Efa ela ry Sapa no naha-poulain-n’i Bekintana an-dRaosy a! efa nalain’ny CNN baraka aza ny administration Obama noho ny fitongilanany loatra @ Raosy. Tsy de misy ilana ny Bekintana koa moa pour l’instant, very fihinanana niaraka t@n-dRaosy tsinona koa! haninona eo koa e! La Frantsa eo biby mampatahotra. Raosy woa tsy anaty lisitra izany ntsony, ary François Hollande tsy hanova ny politikany @ MADA izany, mba ho fiarovany ny mpandraharahany miasa any. Sagnagna zany izy hampiditra alika hanaikitra azy any indray. Tena V raitrano!

  32. RABE,

    Le peuple ne sera pas du tout d’humeur à encaisser vos coups éternellement, à vous obéir au doigt et à l’œil. Surtout, rappelez vous ceci : « Celui qui hâte de s’enrichir ne sera pas innocent » !!!

  33. Jereo iry ANKIHIKELINY ankavia fa mampiseho ny maha PELAKA azy !!!
    hataoko fa tsy dia mendrika loatra ,ilay fitondrany azy any an-kady mihintsy no olona.
    Toa ny vodiny no mibaiko ny lohany.

  34. Dia rehefa manositra dibera amin’ny biskaoty, sy rehefa mitazona kaopy, dia maninona ? Lakazôfôla ? MDR !!

  35. Mampalahelo be le FAT fa bandy kely hôtran’i Tojo ve de atahorana? Mbola aiza no hanaovan’i Dada azy?! Ary tonga de hita hoe film’njazakely amboamboarina le izy, dessin animé akory aza, no sady tsy ara-dalàna no DST tsy compétent no nanao ilay perquisition. Marina ihany ny an’i domelina raha nanao notam satria mbola ny zanak’i Dada fotsiny no eto Dago de efa mipararetra ny FATn’alika mainka fa ny Rainy.
    Ho an’i RABE,
    Mba i Frantsa (voretra sy vendrane) no ipetrahanao de efa babon’i Frantsa sahady enao, tsy aleo mandeha ao Sainte Marie mba madio na farafaha ratsiny Nosy Be. Izaho aloha rehefa tsy Japon na Amerique mba efa nianarako de aleoko tsy mivoaka eh. Rehefa fotsy hoditra @’Rabe de vazaha « OUI M’Sieur ».
    Rehefa hampandroso firenena ihany dia aleo miaraka @ be kintana, sady matanjaka no tsy mihatsaravelatsihy. Raha nanavotra ny gasy ny Frantsa tsy nitolona isika t@ 47 fa nanao « oui m’sieur » hôtran’drabe. Ho anareo TGV, mbola tsy tara fa be famindra-po i Dada, miverena ao @ valabe fa misy ronono sy tantely favy ny miaraka aminay zanak’i Dada. Vive Ra8: tsy mamadika anao ny Tatsimo manontolo!

  36. TOTOZY mpandôka gonim-bary re e ! Olona DJ no asa, Sôva no mba milingilingy @ Tapia rozy nefa manky antrenemà ka tonga dia hita fa NANDRA !!!
    I le Nain, zanaka imigire nefa tsy tia etrangie no manohana ka dia izao no fandehany. Atao ahoana re fa JAMBA MIFAMPITANTANTA e !

  37. Any ankabonea Ranavalona a ! Hihihihihihihi !
    Any ankady mbola azoazo satria tsy voan’ny maloto fa mihosona @ tany fotsiny (MDR) !

  38. Mety ho hantsana mankadiry ihany koa a!!dia any dia tsy hita!!!
    na ny feony sisa rė hoe: vonjeo!!!saingy efa tara!!!!
    Ny olana @’ilay lava-piringy anie Baby dia izao e! kely loatra ka tsy hitanao daholo ny habean’izy ireo voky ny
    halahelom-bahoaka a??????na ny lohany aza tsy omby an’ilay lavaka akory satria efa MITAROZAKA be ilay
    takolaka ny hatoka matevina dia matevina,ny sasany efa ho 3 sa 4 ny saokany,iTAMPON-KANENA e! mba
    HITANY TAIZA??sady VONJIVONJENA fa tsinaikena sao mandry ka tsy maintsy MILETRA SESIKA sao tonga
    tampoka ilay TOMPON-TOERANA hi!hi!hi!!!!

  39. Coucou Njara!!
    tanan’iza ary ilay mampiseho ilay BALA nitofiran’i foza ny alikan’i Tojo.R ao @ gtt.org o???

    Mbola eo ampiadian’aina mafy ilay alikan’i Tojo amin’izao fa tsy mbola maty kay ilay izy,
    alikany aza tsy matin’ialahy ry FOZA a!!koa aza mitetateta mianakendry sao dia « MBA » hoy aho e!!!!

  40. Mampalahelo be ilay alika notifirin’ny tsy vanona .
    – Hiasa aminy anie ny odin’alika !

    Fa ireo nanimba tranon’i Tojo ireo anie ka mbola responsabilité’n’iBaomba alika tsy vanona ihany satria « zandary-alika » e!

  41. Efa bibiolona anie ireo e ! Ny tapany ambony alikadia, ny tapany ambany mi-homme mi-bibilava. Koa ilay tapany ambony no mi-guider ny sainy (logique) ary noheveriny fa handrahona azy ilay alikan’i Tojo mitovy @ tapany ambony dia izany no nitofirany azy.
    Ambeno tsara izay manana alika fa tifitifirin’ireo tapak’alikadia ireo ka mampalahelo.

    Tapaka mihintsy ny tsinaiko ato Ranavalona. Tena mahita fitenenana bedabe ange sé izany hihihihihihi !

  42. Baby a! mba manafalifaly tena aloha fa tsy fantatra izay mbola hiandry ato ho ato,
    Hipoaka sa tsy hipoaka???handesy sa ho resy???dia mbola ho sanatria ve???
    tsy te hiasa loha be aho fa aleo halamina ihany aloha dia mba manala azy kely e!!!

    Njara a! tsinin’alika fa tsy ody ry dà a!

    Ahitsiko kely ilay fanazavako ery ambony io : hatao be am-bosika na be am-bava no tiako tenenina fa sao tonga
    tampoka ilay tompon-toerana ka ho vita eo ity fihinanana.

  43. Efa niteny teto @ ity Mydago ity ah hoe, na alika maty aza dia atao bala rora, eo @ magrôranomaimbotai,

    Inona tokoa fa dia io hita ny fatinalikan’ny zanak’i dadanalika tany antsirabe ndray zao no atao bala rora halefa eran’ny tanàna!

    Dia ozy ilay zanak’i dadanalika lahy evo tany Antsirabe hoe efa miady @ fahafatesana hono ny alikany voatifitrin’ny basy , dia jereo tsara fa raha vao maty soamantsara zao io alika io dia hiantso mpanao gazety ireto taranak’alika ireto,

    Dia avy eo hisy fiandrasampatinalika ao Antsirabe (Andranomanelatra), ary entina mandalo ao @ kianjan’ny magrôranomaimbotai io fatinalika io omen-ireto taran’alika voninahitra farany alohany hitondrany azy any @ fasandrazany any Imerikaninina. satria i dadanalika mbola any ampadosirana.

    Hafatra farany ho an’ireto zanakalika, rehefa tonga ny manampahefana hanantateraka didy @ manaraka, dia avy dia sokafy ny vavahady sy ny varavarana, fa aza laozana mivovo, efa fantatr’izao tontolo izao fa ny (vovon’alika tsy hery fa tahotra) mba tsy hisian’ny fitaratra vaky sy varavarana simba!

    Any @ tany mandroso aza tsy misy mandondona fa avy dia zeràna vy be ny varavarana hisokatra.

    Mijereva ao @ youtube izay mbola tsy nahita hoe , ahoana ny fanaon’ny mpitandro ny filaminana any @ tany mandroso rehefa manantanteraka fisavàna.

    Dia matatesa ry taranak’alika fa i dadan’alika koa no tena nampitondra faisana ny vahoaka fony izy mbola nanjaka tao An-dapa.

    MBOLA HITOHY

  44. Tsy hors sujet akory ity an! fa fahatsiarovana

    Kolonely Ratsimandrava : 37 taona aty aoriana, mbola tsy hita ny namono azy
    Samedi, 11 Février 2012 00:00
    Ny radio Madagasikara no nanaitra ny mponina ny faha-11 febroary 1975 tamin’ny 5 ora maraina fa maty nisy nitifitra teny Ambohijatovo ny kolonely Ratsimandrava raha nihazo ny lalana mody any aminy eny Anjohy ny alina avy niasa teny Ampefiloha. Samy taitra avokoa ny rehetra ary nisy ny tsy nahaloa-peo. 37 taona lasa izay, hatramin’izao anefa, tsy mbola fantatra marina izay namono na nampamono ity lehilahy ity. Vao avy nandray fahefana avy tamin’ny jeneraly Ramanantsoa izy andro vitsy lasa, izy izao novonoina izao. Nalaza tamin’izany ny teny nataony rehefa notolorana fahefana izy : « tsy hiamboho adidy aho mon général ». Nanomboka teo, ankoatra ny nahafaty an’ilay FRS antsoina hoe Jumbo, maro ny olona nosamborina. Nandeha ny fitsarana azy ireo teny Anosy. Nifandimby teny ny vavolombelona sy ny voarohirohy. Naharitra herinandro maro ny fandrenesana azy ireo. Nohenoina teny hatramin’ny manamboninahitra ambony teto amin’ny Fanjakana. Tsy nahitana mangirana mihitsy anefa izany. Velom-panontaniana ny rehetra amin’izao fotoana izao. Iza marina tokoa no nanao iny famonoana iny ? Dia ho very an-javony fotsiny ve izany zavatra izany sa mety mbola hisy ihany aty aoriana elabe ny mangirana amin’ilay raharaha ?

  45. Perquisition chez Tojo Ravalomanana : « Je ne repartirai pas malgré les intimidations »

    Des rapports officiels seront adressés à la SADC et à la Troïka concernant la perquisition qui avait eu lieu dans le domicile de Tojo Ravalomanana, lundi dernier

    Cinq jours après la perquisition qu’il a dénoncée d’illégale, Tojo Ravalomanana a donné une conférence de presse, hier vendredi à Manjakatompo Andranomanelatra Antsirabe. A cette occasion, Me Hanitra Razafimanantsoa avocate de la famille Marc Ravalomanana était également présente pour répondre aux questions des journalistes venus nombreux. Et en tant que vice-présidente du CST pour assumer ses responsabilités. Le fils de l’ancien président, après avoir tracé en menu détail ce qui s’était réellement passé le lundi 6 février 2012 vers 19 heures chez lui, a annoncé que « ma femme et moi ne quitterons pas Madagascar malgré les intimidations » en ajoutant que « ce n’est pas nécessaire d’aller chercher Dada parce que ce dernier va arriver incessamment au pays ».

    Ce lundi, les éléments de la DST étaient arrivés pour la fameuse perquisition sans que les concernés ne soient mis au courant. Le propriétaire des lieux a affirmé qu’ils ont immédiatement coupé l’électricité pour pouvoir entrer par effraction dans le domaine. Et tout de suite après, des coups de feu ont été entendus atteignant un des chiens qui se trouve encore à l’agonie. Les choses se précipitaient alors. Les membres du service de sa sécurité personnelle ont été maltraités, selon toujours Tojo Ravalomanana. Et à lui d’ajouter que « les policiers ont pris leurs portables allant même jusqu’à les fouiller et prendre l’argent dans leurs poches ». Et pour pouvoir entrer dans la maison proprement dite, les éléments de la DST ont fracturé la porte de la cuisine. Et les fouilles s’ensuivaient pour trouver des armes et de la drogue qui se seraient trouvées chez le fils Ravalomanana. C’était d’ailleurs le principal motif de cette perquisition, selon Me Hanitra.

    Une deuxième perquisition. Répondant aux questions des journalistes, Me Hanitra a tout d’abord indiqué qu’une deuxième perquisition annoncée par la DST ne va pas dans le sens de l’apaisement. Tout au contraire. Il faut que cela ne doive plus avoir lieu. Elle a également confirmé la présence d’un « vazaha » parmi les forces de l’ordre sur place ce soir-là. En ce qui concerne ce dernier, beaucoup de commentaires ont été dits sans pour autant apporter des éclaircissements quant à son rôle exact dans cette affaire. Et l’avocat a lancé un appel au premier ministre à prendre des mesures nécessaires pour la sécurité de la famille de l’ancien président Ravalomanana et de ses biens. Les concernés, leurs partisans et leurs avocats ont déjà pris leurs précautions. Dans la même foulée, Me Hanitra d’annoncer qu’un rapport officiel sera adressé à la SADC et à la Troïka concernant cette fameuse perquisition.

    Dans un autre volet, l’avocate et non moins vice-présidente du CST a demandé à la DST de restituer les voitures 4X4 qu’elle a emportées ce jour-là. Ce sont les propriétés des anciens députés qui sont devenus membres du CST et du CT et ces derniers en ont besoin actuellement pour leur travail. Un enlèvement qu’elle a qualifié d’illégal. « Et que les actes d’intimidations cessent », a-t-elle co

  46. Méthode de barbouzes , dans un pays de non droit affirmé…

    D’où admirations encore +++ pour ceux qui se battent sur place , comme maitre Hanitra !

    GRAND MERCI POUR VOS ACTES ET ACTIONS

  47. Méthode de barbouzes , dans un pays de non droit affirmé…

    D’où admirations encore +++ pour ceux qui se battent sur place ,

    Maitre Hanitra :

    GRAND MERCI POUR TOUT !

    MISAOTRA TOMPOKO

  48. Tsy dia ny dokadoka intsony izao no alefa ry GBD, fa ny fitakiana ny bainga mivadika â !

    On veut et l’on exige des résultats !! LES LEGALISTES N’ONT PLUS QUE 18 JOURS ¨POUR NOUS MONTRER QU’ILS ETAIENT DIGNES DE CONFIANCE, ET QUE LEURS SALAIRES SONT PLUS QUE MERITEES !!

  49. Rasamy,

    Ka izaho ange efa niteny fa alikadia ny tapany ambony ary olona mifangaro bibilava ny tapany ambany fa ianareo mbola tsy mino iany hi hi hi hi hi !

    (coucou GBD)

  50. Momba ny nahatesan’i Tompokolahy Ratsimandrava dia fantatry ny be sy ny maro namono azy.
    Araka ny tantara dia i Ratsy iraka y était pour beaucoup !!! Koa raha dinihina io voalazan’ny tantara io dia mahalasa saina iany ny mieritreritra ity tarehiny mivaloharika, jamba, squelette vivant, ratsy fiafara. Raha ny toe-tenany no jerena dia mahagaga ny mbola nahavitany PAOMPY teo Ivato, tena hita mihintsy fa nihinanan-javatra hafahafa ary tokony natao contrôle anti dopage vao navela hivoaka ny Douane !

  51. Josefa dit :
    12 février 2012 à 10 h 20 min

    Mba loza koa ilay Curriculum Vitae’ni Domelina milaza hoe : « tsy sur fa tena ilay nitaiza azy no rainy » Izaho aloha dia tsoriko fa misy fitovizana amin’i Gueant tokoa i Domelina e!


    Dia aleo samy mahita ry Namy a! Copier-coller :



    Voici au fait le CV que j’ai trouvé sur FACEBOOK et qui s’intitule :
    – NON à Andry Rajoelina,
    – NON au Coup-d’Etat,
    – OUI à un Regime Démocratique

    CV de TGV

    – on le surnommait TGV satria izy mahita an’io fika ratsy rehetra io
    fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! Tsy nisy tsy
    nahafantatra azy ny mponina tao Besarety, indrindra ny manodidina an’i
    Dadany mpanamboatra moto.

    – 19 ans, nahabevoka zanak’olona ka nomena vola ny reniny hanalana ilay
    zaza

    – niala tao amin’ny école satria afa baraka, niady tamin’ny frères
    rénel ka nodoran-dry zareo ny zandrin’io farany io. Crime étoufée
    satria deba no prézidà t@ zany

    – deux ans tato aoriana, accident teny Alarobia fa nifoka sy nihinana
    amphetamine (ilay namany nandeha fiara teo aloha no maty sur Peugeot
    205 GTI 16S menamena) nahafaty olona 5 izay sipa mineur mpianatry ny
    LMA Ampefiloha ny iray, fa izy sy ekipa hafa nanenjika avy tato afara
    dia avy eo nitsoaka rehefa avy nakàny zavatra sarobidy rehetra teny
    amin’ireo maty :
    – Nasaina nesorina ny rond point (croisement entreAnkorondrano / Alarobia visite technique / Lycée technique Alarobia) nailay ilot satria io no diso tam izay fa tsy ny excès de vitesse estimée à plus de 140 Km/h

    – Ny anabaviny nampanambadiana an’ilay vazaha tompon’ny le Bus taloha
    satria nilà sôsy betsaka nampandosirana an’i Andry (chef du Gang TGV)
    tany an-dafy mba hianatra. Fianarana tsy vita, ny tena tratra
    nangalatra CD sy bombe de peinture tany @ grande surface tao Paris

    – Nanambady an i Mialy par intérêt satria efa niha-faillite ny
    fianakaviana: novidian’i rafoza ny domapub ka navadika injet (il a même
    dit ne pas être sur de son patérnité)

    – t@ andron’i deba, naka vola natao fond tany @ pierrot+facilitation
    fampidirana imprimante grand format. takalony: sarin’i ratsiraka ngôôda
    b teo ampefiloha lay nankandou b iny, teo am station lasantsy

    – nanao afera niaraka t@ concept izay nangalatra ny volan’i ratsiraka
    taorian’ny naha exilé an’i lery: nisasahanana ny sôsy ka i concept
    nanao afera tany Singapour ary lery niketrika ny ho lasa mpanao pôlitika

    – maire: tapitra ny sôsy ka nanao levée de fonds tetsy sy teroa, sous
    pretexte hoe reconstruction hotel de ville: aiza lé sôsy reny zao? (4
    milliards teo ho eo)

    – farany teo : ni debloquer vola indray i rafoza nividianana ny rasil
    CAPSAT izay tsy iza fa ex resep daholo ka mora ny firesahana: takalony,
    fiverenan’i Ratsiraka izay olona tokana henoi’ny CAPSAT teny.

    – Ny rafonzan’I Andry tsy nananana soupcon mihitsy taloha satria nahay
    nilomano foana miaraka amin’izay mpitondra teo foana (pro-ratsiraka
    miasa mangiana)

    Mbola misy resaka hafa maizina any fa hivoaka f’aza taitra e!!

    Avohay mba ho hitan’ny olona ny cv-ny.
    Ampamoaka @izao izy eo @fitodrana izao.

    Aboridano mihitsy e

    Zaraina ny marina rehetra

    Il faut publier ce CV dans le Courrier international – le Monde –
    ex…bref les médias internationaux

    Voilà je n’ai fait que copier et coller texto !

  52. Dia mihevitra ve ny taranak’i dadanalika fa ny fanoratroratana fahatany toy izao no ampody an’i dadanalika ???

    Sa mihevitra fa hiongana ny FILOHAM-PIRENENA HAJAINA ATOA ANDRY RAJOELINA???

    Izahay koa dia afaka milaza ny momban’i asan-jiolahy nataon’i dadanalika tany imerikasinina raha ilaina.

    Raha tsy hiteny afa-tsy hoe, i marc’OSY RAVÔLAVOmanana dia efa tratra nanolana omby vavy tany imerikasinina, nangalatra mangahazo teny antanimbolin’olona, mpanao halabotry.

    Avy eo nanambatra vola ny fianakaviana nandefasana azy nianatra tany ambanivohitra Antsirabe, ny fianarana tsy vita fa mbola nanohy ny halabotry fanaony i dadanalika, ny farany azo atao dia nanambatra vola vidin-dronono indray ny fianakaviana nividianana diplome BAC ho an’i dadanalika.

    Tsy efa tokony alaina sary @ zay ve aloha ilay fatinalika notifirin’ny DST tany Andranomanelatra, mba ho publier-na @ courrier international-le monde sy halefa any @ CI sy ny UE ary ny SADEKY sy TROIKA???

    porofo mazava mantsy ireny hoe tsy milamina ny tanàna, fa manome baiko hitifitra ny fanjakàna tatezamita dia izao feno fatinalika ny tanàna.

  53. Indrisy ry dà! dia sanatria ve ho vita2 foanany ran’ireo tsy manantsiny e????
    ny iray nampalahelo ahy dia io journaliste io,ary tsy nisy resaka hatr@’izao.

  54. l’opposition sud africaine demande une enquête sur des ventes d’armes à madagascar
    Envoyé par: Rachris (Adresse IP journalisée)
    Date: dim 12 février 2012 19:09:32

    Jeune afrique relaye le lobbying françafricain, ça chôme pas pour salir notre président Marc Ravalomanana. Mais de qui a-t-on peur? N’y-a-t’il pas une relation entre la descente de la DST au domicile de tojo Ravalomanana à Manjakatompo Andranomanelatra et la sortie de cet article compromettant?

    Le principal parti d’opposition sud-africain a demandé dimanche l’ouverture d’une enquête après la publication d’informations selon lesquelles Pretoria aurait facilité la livraison d’armes à l’ex-président de Madagascar lorsqu’il réprimait les manifestations contre son régime.
    « Le Comité national de contrôle des armes conventionnelles devrait immédiatement autoriser une enquête sur des informations selon lesquelles (l’ancien président Marc Ravalomanana) a utilisé l’Afrique du Sud comme point de transit pour importer des armes anti-émeutes chinoises, avant le coup de force de 2009 » qui l’a chassé du pouvoir, a déclaré un député de l’Alliance Démocratique (DA), David Maynier, dans un communiqué.
    Selon M. Maynier, le Comité a aussi autorisé la vente de matériel anti-émeutes à Madagascar, pour un montant de 2,3 millions de rands (230. 000 euros), en 2009.
    Ce matériel a été « exporté à destination des forces militaires ou paramilitaires juste avant le coup » à Madagascar, a-t-il ajouté. « Il y a avait donc une forte probabilité que ce matériel anti-émeutes soit utilisé pour la répression interne », souligne-t-il.
    Cette demande d’enquête intervient après la publication par WikiLeaks d’un câble diplomatique américain de 2009 indiquant que M. Ravalomanana a utilisé l’Afrique du Sud comme point de transit pour des boucliers, des armures, des gaz lacrymogènes, des balles en caoutchouc et des uniformes en provenance de Chine, lors d’achats massifs de matériel de contrôle des foules.
    L’auteur du câble soulignait qu’un tel équipement pouvait être mortel, placé entre les mains des forces de sécurité malgaches, mal entraînées.
    Marc Ravalomanana vit actuellement en exil en Afrique du Sud, pays qu’il a gagné peu après son éviction du pouvoir en 2009 au profit d’Andry Rajoelina, alors maire de la capitale Antananarivo.
    Il a été condamné par contumace aux travaux forcés à perpétuité pour la mort d’une trentaine de manifestants, abattus par sa garde devant le palais présidentiel en février 2009.
    Il a tenté à plusieurs reprises de rentrer à Madagascar pour participer à de nouvelles élections en vertu d’une « feuille de route » signée par les principaux partis malgaches mais en a été à chaque fois empêché par les autorités aériennes malgaches.

    © AFP <————————————– 🙂

  55. Mankasitraka ry dà a!
    Hitanareo tsara fa mibontsiny eo @ KIBON’ilay TSIVALAARA io
    BASY MIHINTSY IO ary azo sary tsara ity ilay AV7.

  56. Karazany namono tena ihany anie ity Whitney Rasamy e!!
    izy tao Berlin faran izay efa tena tsy izy intsony fa efa ohatra
    ireny mamona drômel eny Isotry ireny mihintsy efa saiky isanandro mivoaka @ gazety.

  57. coucou KM

    tsy dokadoka fontsiny , fa tena ENJANA ange ny manjo ny namana any antoherana e!

    Intsika eto an-tranokala dia sambatra manana internet…ry zareo antoherana dia sahirana , na dia ny tsy fiampihana elektrisite aza…coupure lava.

    Ny tuniniana ,oatra ,dia nampiany internet betsaka , ny iraniana , ny sinoa…araky izany.

    misy ve ny « stratégie payante  » afa izay?????

  58. est il possible d’inonder les sites politiques connus de photos prouvant l’ouvre de ces dictateurs putschistes soutenus par françafrique ?
    ex : montebourg ? christiane taubira? harlem Désir? union européenne ?

    Sapa ,
    je crains qu’un postulant à la présidentielle ne tienne à rester « clean ou muet », tout au moins AMBIGU sur le sujet françafrique.

    Françafrique est un enjeu économique majeur pour les ressources indispensables à l’économie française …ne serait ce que l’uranium du Niger pour l’ENERGIE nucléaire…et cela variera peu quel que soit le parti au pouvoir.

    Il y aura peut être des différences , mais MINEURES .

  59. Njara fa misy inona ilay 29 fev ???tena mamkarary fo be ilay fanambarana,
    f’angaha dia efa tena resy isika e!!TSIA!!!tsy misy resy tsy miady izany eo kosa e!!
    Tsy frantsay VOTANY RERAKA SOAVALY maty ary no mandidy ity tany ity SANATRIA!!!!sa misy antony hafa
    fa tsy miteny ianareo e!!!!!misy inona marina ry zareo a?????tanindrazantsika io fa tsy an’i Ffrantay alika tsivalahara.

  60. I dada anie izany lazainy fa RIVODOZA BE HO AZY voasakany izany ry Kintana e!
    efa in-3 kosa izay voasakana foana ilay RIVODOZAN’i foza. fa tsy hainy fa arakaraka ny
    HANAKANANY an’io RIVODOZA IO NO MAMPATANJAKA sy miha mahazo VAHANA azy.Tsy takatry ny lohakeliny izany.

  61. Azafady fa ny gazety miteny anglisy any Afrika atsimo tsy ahitana io filazana navoakan’i Njara io ka mahana foana aho raha AFP irery no manambara zavatra ohatran’io.

  62. Coucou GBD !
    ranavalona, nisy nitady rivodoza ho sakanana, dia nahita !! Aza lazainao hoe « rivodozan’ny foza » kosa ny dadanay ê ! Ny rivotry ny foza tsy dia tian’ny malagasy laotra ! Tsy azo hiainana ( au figuré comme au propre ) !!!

    Jeune Afrique figure parmi ces magazines, qui ne regardent jamais le contenu des articles qu’on leur propose, dès l’instant qu’on leur offre « un p’tit quelque chose » en contrepartie !
    J’avais eu devant mes yeux la facture d’un double-page ( Jeune Afrique 2001 ), vantant les mérites d’un président originaire de l’Est !
    Jeune Afrique et AFP ? Mêmes combats !!
    Questions à 2 ariary !
    – A qui l’UA avait-elle donné l’honneur et le privilège d’organiser son sommet en 2009 ? Qui devait être le Président de l’UA ?
    – Qui devait organiser le sommet de la Francophonie en 2010 ? Un putschiste surnommé Le sans qualité à New York ?

    Organiser de tels évènements nécessitent des préparatifs, des mesures à la hauteur des évènements !
    Le Président Ravalomanana avait fait tout ce qu’il fallait pour pouvoir accueillir nos invités comme il se doit, mais malheureusement, à Madagascar, il existe encore des gens qui préfèrent voir leur pays misérable et montré du doigt, plutôt que de voir leurs compatriotes fiers de leur président, ainsi que des réalisations de ce dernier !
    Alors, ne vous cassez pas la tête avec les accusations aussi stupides et ineptes que ceux qui les ont écrites, et ceux qui essayent vainement de tromper le monde en les relayant ici et là !

  63. Brickaville et Vatomandry détruites entre 70 et 90 % ???
    Déjà qu’il n’y avait plus de station-service à Vatomandry, Goavanna vient de terminer le sale boulot !!
    Merci les foza !! Vous savez arrêter les cyclones, mais à votre convenance !!

  64. KM

    OK : jeune Afrique et AFP = même combat ……supots de la françafrique

    il suffit de fouiller les actionnaires principaux.

    Notre pays n’avait vraiment pas besoin de cette Giovanna…

    Notre pauvre cote est trinque chaque fois…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *