Gagra politika : anaovan’ny FAT antsojay hatrany

Fianakavian'ny gadra politika (2)

 

 

Nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Ampandrana ny fianakavian’ireo gadra politika mbola tavela any am-ponja.Nampianka-peo izy ireo ara nilaza fa “Tompon’nadraikitra  amin’izay mahazo ny havanay ny mpitondra FAT”. Naneho tsy fankasitrahana ihany koa izy ireo  ny famindrana  toerana ireo manam-boninahitra lefitra any Arivonimamo sy Antsirabe ary Mantasoa.Manahy ny fianakaviana sao mifono hevi-dratsy, hampitaka ny dikan’io famindrana toerana io.Manahirana anay fianankaviana ny manatitra sakafo hoan’ny havanay any lavitra any hoy izy ireo ka ndrao tetika ratsytoy izay no kendren’ny FAT

 

11 pensées sur “Gagra politika : anaovan’ny FAT antsojay hatrany”

  1. Izany no aina koa mba te hanao ry ilay tsivanona tsy mataho-tody,
    i dada aza moa ity olona tsy manam-basy hatahoran’ilay tsivalahara ireo
    fa maika fa ireto manamboninahitra ????matahotra ny hifoteran’ny rambony koa dia izao no mba
    paik’ ady, f’izao ve no nifanarahana e!!!BERIZIKY no tompon’andraikitra voalohany @ zavatra mety
    ahazo ireo Gadra ireo,TOKONY MIALA REHEFA TSY VITA FA MIBAHAN-TOERANA FOTSINY ,VAO
    MAIKA MANAMPY TROTRAKA NY LOZA EFA MAHAZO NY GASY ,TSY HITA IZAY MBA VITA FA
    VAO MAIKA AZA MIHITATRA NY FERY EFA MAHAZO nafitsok’i domelina sy ny forongony,ianao no
    ho tratra farany eo ry BERIZIKY fa aza mijoro mandray ny andraikitrao ihany,dia ho vitavitan’ity hoe:
    TSY NAHALALA ARY TSY NANOME Halalana ny @’izany lava eto ve ity resaka ity e!!!MIALA FA TSY
    MAHAVITA AZY FA VONGANY BE MIBAHANA VAO MAIKA AZA MANAMPY TROTRAKA NO HATAONAO
    RY INGAHY BERIZIKY A!!!!voa maika loza mitatao ho an’ny fianakaviana’ireo gadra ny zavamisy dia aiza!!!
    inona no mba FANAPAHAN-KEVITRA MBA RAISINAO?????MIALA ! MIALA FA TSY HIASA FA MBOLA
    HANOMPO frantsy koa !!!!!!!manalabaraka an’i DADABE Zafy fotsiny ianao!!!izy izao no maimbo @ hataonao.

  2. Ireny koa ireo olona ireo mba nahasahy nijoro tery @ masoivohon’i renikely
    tsy mba nisy nanampy na nanamafy ,ireto mba mpanao pôlitika tsy hita akory
    mba hitarika ity vahoaka fa dia miandry TOLORAN’I dada ary @ firy Km ary foana fa tsy hisy HIETSIKA,
    AIZA e!!aiza izay mba hetsika hanampiana ireo olona voa mafy noho ny tsy RARINY ireo e!!!AIZA O!!!!!!!
     » MISY MIHAINO????????? »

  3. Raha io ranaval io izao no mangalatra sy mamono olona dia azo avotsotra miaraka amin-dry dada8 mpamono olona koa satria gadra politika. Tena sur mihintsy fa hisy hanohana anao ranaval ao am zanak’i dada ao fa satria azo atao izany.

  4. Ampakaro ny haavon’ny fisainanao ry milaza ho tanora fa silaka be à! fantaro alou oe inn no hatao oe zone rouge!!!! ahoana raha vahoaka no manafika toby miaramila fa gravy noho izany ny manafika lapa-panjakàna ! dia mba ahirato koa ny maso fa aza mikimpy fa tsy izy mintsy ny lazainao!

  5. Tsy tezitra aho fa malahelo ry Kintana a!!tsy azoko leferina mihintsy ny zavatra
    TSY RARINY toy itony, dia ahoana no avela hiady irery toy izao ireto olona ireto????
    tsy nangalatra tsy nandroba na namono olona ireo olona ireo fa noho ny fanapara-pahefana fotsiny fa mba manana
    Kalak( ka lalitra manidina aza tofirina) TAPOANY loatra! sendra izay foza orana! tsy izay mba FAMPANDROSOANA
    no himasoana fa FANAPOTEHINA ,hita mihintsy fa HIRAKY NY SATANA!!!!

  6. Mbola ilay izay tiako ihany io e!!
    Izay mahafalifaly ny fon’i domelina no tsindroany tsara dia ny sisa ?????

  7. Ho an’ireo izay tena mpamaky Baiboly !
    Izao zava-misy ao Madagasikara izao no azo andraisana an’eritreritra hoe : Ahoana marina moa izany resaka Sôdôma sy Gômôro izany ?
    Anarchie, chienlit, bordel, stupre, luxure, débauche, traîtrise,…et tous les V..( Vampire, vanité, vandalisme, vautours, vauriens, vécés, velléité, vendus, vol, viol, vomissure,vagabondage, vulgarité,….et sans oublier des mots bien malgaches tels que vazaha, vahiny, vola, vody et vendrana…) !

    Mr Ravalomanana M…oïse, où êtes-vous ? Ton peuple est à la dérive !!!!

  8. Ho avy izy Kintana a!!mbola miasa ANDRIAMANITRA!!!!
    izao zavatra mitranga izao dia vao maika manome HERY lahibe
    ary vao maika manamafy ny tolona hatreana fa tsy tokony hatao ahakivy fa efa mazava fa MATAHOTRA ireo
    ary izay tahotra izay dia efa midika fa RESY!!!RESY IALAHY RY FOZA a!!!manam-petra ny asan’ny DEVOLY!!!!
    Avelao hampidera ny HAGEGENY ihany ho hitan’izao tontolo izao mba handray fepetra ENTITRA ny FM.
    Lavao lalin-dalina ihany ilay LAVAKA HISITRIANAREO RY FOZA a!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *