Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka : namantatra ny zava-misy marina

IMG_0121

Nihaona tamin’ny mpanao gazety tetsy Ampandrana ny Komity Miaro ny Fiainam-bahoaka na ny KMFB.Tonga nanotrona izany teny an-toerana Manandafy Rakotonirina, mpikambana eo anivon’ny CST, ny solontenan’ny Praiminisitra Lefitra misahana ny toekarena sy ny Indostria, dia ny talen’ny kabinetrany Julien Andriamorasata.Araka ny nambaran’ny Raharivony Esther, filoha mpitarika ny KMFB, fa ny tanjona dia ny fampahafantarana ireo namana ny zava-misy eto amin’ny firenena satria manjavozavo amin’izy ireo izany.Efa akaiky hoy izy ny datin’ny 29 febroary hiverenan’ny filoha Ravalomanana, ka mila ho fantatry ny vahoaka ny hetsika ataon’ny mpitarika.Noararaotin’izy ireo ny nametraka fanontaniana momba ny politikan’ny ankolafy Ravalomanana amin’izao fotoana izao.

20 pensées sur “Komity Miaro ny Fiainam-Bahoaka : namantatra ny zava-misy marina”

  1. aiza ho aiza ny fandehany @ zao toa manaiky ho resinireo tsy matahotody reo ve isika é!Ny fiverenan’y filoha Ravalomanana manao ahoana,azo antoka @ ty volana ity ihany ve?

  2. Resaka fampandriana adrisa daholo izany ê ! ANDRO VITSIVITSY DIA HO TONGA NY 17 MARS 2012

    Firenena aiza no misy miaramila manao fanazaran-tena, dia hidiana daholo ny seranam-piaramanidina rehetra ??? Maninona no tsy izany aloha no KIANINA SY HENJEHANA VOALOHANY ????
    Inona no ataon’ireo miaramila frantsay ireo ao Madagasikara ?

    TOA MANAIKY ARY MIARO NY MPANONGAM-PANJAKÀNA NY ANKAMAROAN’IREO MPANAO PÔLITIKA NA PÔLIFIKA, MITONON-TENA HO MPIARO NY ARADALÀNA IREO !!!

    REHEFA MITENY NY ANY IVELANY HOE, ANJARANAREO MALAGASY SAMY MALAGASY NO MITADY NY ALA-OLANA, DIA TSOTRA NO AZO LAZAINA AMIN-DRY ZAREO :
    FAMPIARANA TSY MISY ATAK’ANDRO NY ACCORD DE COTONOU, SY NY LALÀNA VELONA SY MIFEHY AO AMIN’NY FIRENENA MALAGASY !!!!
    MBOLA MANAN-KERY NY CONSTITUTION-N’NY 3e REPUBLIQUE, SATRIA NIHAIKEN’IZAO TONTOLO IZAO NY FISIAN’NY FANONGANAM-PANJAKÀNA !!!

  3. Na dia tsy tiako laotra aza ilay animateur, dia ity misy émission tsara mba jeren-tsika malagasy, ary hahafahintsika misaintsaina ny hoavin-tsika !

    70 taona aty aoriana, mbola misy fiantraikany ihany ny fanonganam-panjakàna nataon’i Franco, izay nitarika ady an-trano sy fitondràna niankina tamin’ny didy jadona !!

    « Nomoramoraina laotra » ny fitsaboana, dia izao mbola tsy sitrana ny fery !

    30 taona mahery no nahafatesan’i Franco, fa TSY MBOLA AO ANATIN’NY DEMÔKRASIA RY ZAREO ESPANIÔLA ( Transition démocratique inachevée hoy ilay mpanao tantara iray ) !
    Ny mahazo ny grika koa dia tsy misy valaka amin’ny mahazo an-dry zareo espanôla !

    http://www.france5.fr/c-dans-l-air/europe/le-juge-qui-divise-lespagne-35528

  4. Texte ao amin’i TANANEWS !!!

    LE CT soumet un projet de Loi ( amnistie ) !!
    Dia manomboka amin’ilay hoe ::

    REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA « Fitiavana » -Tanindrazana – Fandrosoana !!!!

    Président-n’ilay CT ve ilay Mamy R. dia manaiky an’io hoe « Fitiavana » io ?? Izany anie no mahatonga ny vahoaka hiteny fa manaonaofoana ianareo « nihiditra sisin-tema » ê !!

    Tsy hitanay atramin’izao izay tena ady ataonareo ao !! Ny CI efa nilaza hoe mahagaga ny zavatra ataonareo, « omaly mitory ( ary tokony nitondra vokany be ) dia androany manao bisous » !

    Izahay vahoaka tsy manaiky an’io 4e République sandoka io !!!! Io no tokony kianina sy ravanareo volohany ! Raha tsy fantatrareo ny antony dia tsy mendrika anareo ny toeranareo !

  5. aleo ianareo ahita fa toa izaho foana no mimenomenona eto,
    Mamy.R dia ambava tsy mila fa ny ao am-po taralila,tsy misy manaiky
    io FITIANAVA io izany eo ry zareo a!!izay nanao ratsy sy SORONA ny vahoaka teto @ tany sy ny fanjakana
    no MILA SY MITADY FITIAVANA FA TSY MISY MPITIA SATRIA NANOTAFADY NY TANIMASINA ka tsy hitako
    izay HILANA IO fa azy azy any ny azy.
    Mody rebirebeny @ zavatra tsy misy dikany anie ireo dia variana fa ny tena teti-dratsy dia ny HIBAHANA sy hanana
    fahefana be eo no tena tadiavin’ireo e!!!dia aiza ny GADRA????aiza ny HAINO AMAN-JERY????nefa hataoko fa
    mbola ZAVA-DEHIBE NOHO NY HANOME ITY FITIAVANA an’i JIOLAHY mpamono olona rehetra izany????????
    ny fodian’i dada MANGINY fotsiny fa raha tsy i dada no maka ny RISIKA rehetra dia ANY IANAO RY DADA MALALA.

  6. Rebirebeny @ zavatra tsy misy dikany dia variana eo koa inona???
    ny fanomezana ilay FITIA an’ireto jiolahy tsy mivadi-trovana angamba
    no mbola ambony kokoa noho ny fanatanterahana ireo zavatra 3 izay HANDRANDRAINA sy DRADRA2 isanandro
    ary takian’ny vahoaka??????manome litika vao maraina !!!!!!

  7. Misaotra ranavalona !
    Efa lazaiko fa mila anao ny Firenena, na dia… « takàpa kely » aza taloha !! Izao efa « mi-talaona » ( mpanao ringbia io an ) !! MDR !!
    Mba mety ho hita ve aloha amin’ny asabotsy ê ? Mbola ato an-tsaiko ny description !

    Ilay Loi d’amnistie dia tsy inona fa « fanadiovana tanteraka » ny mpanongam-panjakàna rehetra rehetra !!

    Matimaty foana tahaky ny valala nosamborim-boka ireo rehetra namoy ny ainy !!

    Ny Prezidà Ravalomanana tsy ho tafaverina eo na amin’ny 2020 aza !

  8. Antsôôô!!! Mila anao « takàpa kely hono ny firenena » Ranavalona a! mba hafa kely zany fiheven’i KM anao zany, kanefa ianao eto no tena matimaty tanteraka @ dadanareo. Angamba hitany ianao fa tsy de ampy solaitra de lazainy fa takàpa e! mifanabaty ny zanakosy marina.
    Nareo woa tsy mino ny tenanay, fa ze mahazo seza eo de mamikitra na iza na iza. Ny nitoloman’ireo ane tsy ny hiverenn-drainareo, fa ny hahazoany seza ary ny hanomananany ny fifidianany e! de marina ny anao Rana fa mokondoha sisa azon-drainareo atao, fa tsisy azony antenaina zany reo, de aleony misotro ny aleoko maty na migadra, toy izay mamoy lay seza volamena nihinanam-be! ny eo an-tanana rahateo mihena,fa lany fotsiny hanaovana asa maloto etsy sy eroa. Zay azo @ makarakara, de mivoaka@ loadoaka e!
    Mba hainareo moa ny adin’ireo mpanao politikanareo nahazo seza be ireo? Manao fitan-droa tsisy hazon-damosina, zay hita fa hahomby no hihazakazahana, de ireo mody gisa ireo e! jereo tsara ane, fa Ramamy no hanendry tena, hisolo an-dRainareo @ io fifidianana io e! De aza mandatsa ny maty re ry KM, fa matoa nandositra rainareo, tahaka n’i Ben Ali, namono olona, mihosin-dra,de namono a ! de latsaina lava eto ireny maty novonoiny ireny ! tsy ingahy ihany ve no niteny teto woe, aleo hohanin’ny AV 7 ny fatin-kavany!!! de io ary woa fa hivaha tsikelikely io krizy io. Mody tsy avoaka eto angaha rehefa vaovao tsara? HAMERINA NY FAMATSIAM-BOLANY NY BANQUE MONDIALE @ ity 2012 ity. May volotratra Raosimaintiloha, ka tsy mahandry tantana intsony, de hanao mokony indray hody @ 29 Fév, na de fantany aza fa tsisy fika intsony. Mody hanaovan’i Lafrantsa sy ny CI sinema, de fanina tanteraka. Ngahy PM koa de hainy tsara ny mi-jouer anle jeux, de mipenipenina ny Zanak’i dada aty ambany, kanefa ry Ndafy sy ry Naika, ry Mamy, ry Hanitra…sns, efa maharaka tsara ny fandehany, de mody safosafoiny eo nareo, ary io fahadisoana io de averin’ireo any @n-dRaosy, satria tsy maintsy hilaza ireo, fa efa nanao zay azony natao izy ireo, fa RA8 no maika tsy faingana ohatran’ny boka hanambady. Potsiro ny mason-dRabe, raha tsy hitranga io. Haute politika io e! zay le lazaiko any ambadimbadika any woe, aza manao sain-jaza mianakavy eto, ary tany aloha aho defa niteny, fa tsy Rajoelina no tena adve atahorana, fa ny mouv Ra8 sy ny TIM ihany no hanimba an’io tolonareo tsy hangery io. De mitranga izy zao ka tanteso eo e! hoy Tsiliva.

  9. MBOLA AIZA NY HAHAZO AN’IALAHY RY DOMA?

    Selon les bailleurs de fonds internationaux, la reprise des financements ne concerne que les projets en cours avant la crise. Madagascar aura de moins en moins de financements étant donné que de nouveaux accords ne seront pas établis.

    HO AN’NY LEGALISTA ROSO FOANA NY DIA:

    http://youtu.be/SYOlVafA7r4

  10. Maina molotra avy any aminy any indray i rabetsiandraofana, dia mitanitanina, mangata-dresaka sy mitady tsy aiko aty !
    Raha izahay mbola eto aloha no antenain’i raFOZAbe hoe hiady eto, dia mandehana ary ataovy ritra amin’ny sotrokely aloha, ny ranon’i Mandroseza !!
    Toa fialonana an’i ranavalona izato izy !!
    Mangidy ny roran’ny foza, fa izay vaovao rehetra mivaoka, toa mahavoan’ny aretin-kibo an’izy mianakavy !
    Ny antsika ry Bemafohy miroso ihany ny dia â ! Azo ve ny billets ê ?

    Izany eo ihany, fa ny version-n’i Nana Mouskouri an’ilay There goes my everything na Mille raisons de vivre, sao dia mba hitanareo any ho any ?

  11. Ha!ha!ha!!! mapme be ianao ry KM! iza ndray zao no hitomany raha tsy tonga eo Rainivoanjo @ 29 Fév? Rabe ve? odoe e! de iza no marary fo? mbola Rabe koa ve? de iza eto no mitaraina @ ataon’ny mpanao politikany ao @ fitondrana, mbola Rabe koa? ary iza no tena marary saina voan’ny dépression lava isan’andro manonofy fa efa any Dago, hay mbola migadra an-tsesitany? tsy Raosy? zay marina woa lazaina fa Rabe tsy laninareo izany. Kozy e! de mampamangy ndray @ 29 fa be die be ny hody @ pataloha hitomany toa ny zazakely eo!

  12. Masontsokona ry Kintana ka izay kely hananana no ahiratra a!!
    Ilay inona io @ asabetsy io??dia aiza???fa misy inona Paris??
    fa maninona no tsy hatao aty Strasbourg e!!ao anie no misy ilay Birao e!

    izaho vao saika hananiany an’i Bemafohy hoe: inona indray ity Pinces mirangaranga ity ???hay MPISANDOKA!!
    izao no tena maha olona sadika an’ireo foza ireo.

    Efa hita fa efa hatao poketra mihntsy izao ilay WC finday fa toa manakaiky ihany izy ity,inona indray no FIKA????
    izahay na tonga izy na tsia tsy misy sira aminay intsony fa efa fantatray fa efa izao tontolo izao no MAHITA sy MANARAMASO
    ary HANDRAY ANDRAIKITRA HENTITRA.

  13. Tsy misy Gasy baikon’ny tsotsoka izany eo!!mbola tsy hietsika ireo ary ny Gasy manana FAHARETANA
    fa rehefa feno ny KAPOAKA tsy maintsy HIPOAKA NY SAROM-BILANY, ary TSY HO ELA!!!!MINOA FOTSINY!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *