Namaly an’I Pety ny Ankolafy Ravalomanana

Magro 15 fev 12 (24)

Namaly  ny voalazan’ny Rakotoniaina Pety, tamin’ny haino amanjery ny faran’ny herinandro teo, milaza hoe tsy tokony hofidiana intsony izay mpitondra naongana ary tokony hisy lalàna mikasika izany, ny Ankolafy Ravalomanana teny amin’ny magro Behoririka androany . Ambaran’izy ireo fa efa fantatr’izao tontolo izao ary izay no marina eken’izao tontolo izao fa fanonganam-panjakana nataon’olom-bitsy niaraka tamin’ny frantsay sy ireo matahotra fatratra ny fiverenan’ny

            Filoha Ravalomanana Marc no nisy teto Madagasikara. Porofon’izany,fanonganam-panjakana nataonareo izany, hoy izy ireo, raha niantso olona ianareo ny 07 Febroary 2012 teo teny Ambohitsorohitra dia olombitsy nokaramainareo ihany no tonga teny, ny marina tsy azo afenina fa aoka ho fantatry ny vahoaka malagasy. Ambaranay amin’ny fomba rehetra, hoy izy ireo, fa ny Filoha Ravalomanana izay nitondra ny fampandrosoana dia tsy ho levona ao ampon’ny vahoaka Malagasy. Porofon’izany ny vahoaka an’alin-kisa tonga teny Ivato na ny 19 Febroary 2011, na ny 21 Janoary 2012 na ny 04 Febroary 2012 na dia efa telo taona aza no nanaovan’ny fat fampahoriana ny Malagasy amin’ny fitiavan-tenan’ny mpanongam-panjakana.

            Mbola hijoro ny vahoaka Malagasy ary tsy hangina hiaro ny safidiny norombahin’ny mpandroba fahefana. Tokana ny safidin’ny vahoaka Malagasy dia ny Filoha Ravalomanana Marc, hoy izy ireo izay nomeny ny safiidny tamin’ny fomba ara-dalàna, ka tsy maintsy miverina eto Madagasikara hitondra ilay fampandrosoana efa niainan’ny Malagasy. Ny lalana dia efa nisy, hoy ny Ankolafy Ravalomanana, ary ny olom-pirenena vanona rehetra dia manaja izany lalana izany. Inona io lalana misy io: Ny tondrozotra niaraha nanao sonia, ary voalaza anatin’io lalana io, fa mody tsy misy fepetra ny Filoha Ravalomanana Marc.

23 pensées sur “Namaly an’I Pety ny Ankolafy Ravalomanana”

  1. Tsy mahazo mody e!efa naloham-bahoaka e!hanakorontana e!
    sambory e! nangalatra e! namono olona e!!nivarotra tanindrazana e!
    dia inona koa???TAHOTRA no betsaka @ ratsy natao koa aza mba mamorona fa izay tena
    MELOKA teto @ TANY sy ny FANJAKA NA TETO andao TAPAHINA ny LOHANY dia haantona,IZA ARY NO TENA SAHAZA IZANY???

  2. Ahoana moa no afahan’ny gadra toy ‘ty pety ‘ty mitsaontsaona toa izao..
    Sao adinony fa ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia olom-boafidin’ny Vahoaka ary raha nahongana izy dia io safidi-bahoaka io no nitsahan’ireo mpanon-gam-panjakana ,ary ireto nanongana ny fanjakana ,izany hoe ny fahefam-bahoaka , ia tsy olom-boafidy ,ary ny tranomaizina no miandry azy ireo :koa tsy itako avy aiza nyity lalàna ho fidiana ary iza no hifidy izany lalàna lzany ?..

    Ny saina kely nefa mba te hiady momba ny lalàna hono ‘ty gadra…!

    Izany ve no mba hery ? Ho gadraina ny olona atahorana ?
    Misaina toa andr’i Dalton ireto izy : te hisambotra sy hanagadra an’i Lucky Luck :

  3. Bemafohy :
    tena mba misy zavatra 2 itovizantsika :1) io hira io no tsy maintsy henoiko isan’andro ary ireo 3 lahy ireo no isan’ny idoles-ko. Fantatrao v fa misy ampaham-bola @ concertn’izy 3lahy ireo alefa @ fiarovana ny zava-boahary any @ alan’ny Amazone. 2)Iza ary no voalohany atokisako indrindra raha hoe hitantana ny firenena malagasy?

    Iza ary le niteny t@ voalohan’ny taona hoe tsy hisy rivo-doza tafiditra izany eto? Anatra : Aza manao vava

  4. Bemafohy :
    tena mba misy zavatra 2 itovizantsika :1) io hira io no tsy maintsy henoiko isan’andro ary ireo 3 lahy ireo no isan’ny idoles-ko. Fantatrao v fa misy ampaham-bola @ concertn’izy 3lahy ireo alefa @ fiarovana ny zava-boahary any @ alan’ny Amazone. 2)Iza ary no voalohany atokisako indrindra raha hoe fitantana ny firenena malagasy?

    Iza ary le niteny t@ voalohan’ny taona hoe tsy hisy rivo-doza tafiditra izany eto? Anatra : Aza manao vava ren’A/tra @ ity firenena malagasy ity. Sakano @ NOTAM ireny raha mahay de ho hitanay eo.

    Dia mirary fiorenana sy fijoroana haingana ho an’ny tena vahoaka malagasy miaina izao fangirifiriana mihatra @ izao. Ary aza adino fa raha izao zavatra izao no dinihina dia  » ianareo dia hangina fa izaho no hiady ho anareo ».

    Misaotra an’i Filoha Ravalomanana nitondra ny teny fampaherezana ary manome toky azy koa izahay fa @ Finoana, Fanantenana ary Fitiavana no iandrasanay azy ary mbola hamerenanay azy ny seza fiandrianan’ny tena Filoha norombahin’ny zaza tsy maoty iraky ny maizina, tsy mahita ny fahazavana mandrak’izay.

  5. Ny afo miredareda no hitany sy fahazavana ho azy.
    Hiraky ny satana ary manompo azy mihintsy handevoziny tsara.
    Ny tena mampihomehy dia hoe: avelao izy hody e! fa ho samborina hi!hi!hi!!tsy samborina aloha ny dadan’ialahy
    vao misambotra ny dadanay!!raha mba eloka nataon’i dada indray moa maninona fa saingy LAINGA sy fitaka araka
    ny efa mahazatra ka na izy aza mba SADAIKATRA IANY HANAMBOTRA OLONA TSY MELOKA .

  6. Raha te hahalala ny marina momba an’iny 7 févr iny ianao Rana, de anontanio lay minisitry ny défense vehivavin-dRaosy nanao démission taorian’iny tuerie iny. Maro @n’ireo officiers généraux koa no niresaka t@n-dRaosy talohan’izy nandeha iny, ary misy ireo mercenaire sudAf sahy nilaza, any aminy any @zao fotoana, fa baiko sy alalana avy ta@n-dRainivoanjo no nitifiran’izy ireo sans sommation. Ary izay no nampandositra haingana ireo mercenaires ireo, tamina avion spécial teny Ivato, fa efa nanomana plan hanafihana asy hisamborana azy ireo, miaraka @n-dRaosy sanguinaire ny jeneraly Rakotoarimasy, mody nandainga be, t@ mpanao gazety tany sud AF woe, nandositra tanaty ala zahay mivady, kanefa jet privée avy any SudAf no naka azy tany Antsirabe. De ho tapa-doha tokoa ane Rana zay nanao ratsy e! aleo ane hiditra eo e! ho aiza @ herin’ny Zandrinay sy ny miaramila eo?

  7. marin mits zany rabe, matoky anao zahay na dia ts manampotoana hirina matetika eto intson.
    aleo hiditra eo le alika be iny fa hoavy aminy ny valifaty, ary le tojo v mbola ts poensa foana hatr@zao le? tonga dia ajedaka ihany hoa no fanaovana azy fa ry lerony ts mis mihetsika mits. nefa reny nataony ninainaina ohatr’reny inona reny

  8. Eny oa ry bavy !

    Tsy olana amintsika reo vongany ireo e ! Ry Pety sy ry ViDina’ahitra eugene sy ry A.Ramaroson…..fotsiny jerena dia hita fa faikan’olona sy mpangalatr’omby – mpamono olona daholo no herin’i zandrin’i Rainitay.
    Raha misaina sy madio ireo mandeha any @ jeannot ramabazafy no manoratra fa eto no mitondra ny vavany feno tay, mandoto tanàna eto !
    Kely sisa dia eto mihitsy ireo no hivarotra ny anabaviny sy ny reniny sy ny rainy, ho palan’ny cdt masom-body isan-karazany, rehefa avy voapalan’ny vazaha any an-gabone !
    Asio tay ao amin’ny vavan’ity amin’ny sary ity, dia ho fantatrao fa io Rainitay :
    Ireny mantsy vao miteny dia tay no mivoaka ny vavany ! 🙁
    http://ts4.mm.bing.net/images/thumbnail.aspx?q=1595537173135&id=653dfe9a44f9741b8589254609cc639a

  9. Jeudi 16 février 2012

    *10h30-> La solution proposée par Omer Beriziky de limoger à la fois le ministre de la Justice et le ministre de la Police serait en passe de se concrétiser.

    -> Yves Aimé Rakotoarisoa, Raharinaivo Andrianatoandro et consorts font officiellement parti de la Mouvance Rajoelina en intégrant l’UDR-C.

    *9h30-> Le Tribunal d’Antsirabe aurait refusé de délivrer à la Dst un mandat d’arrêt contre Tojo Ravalomanana.

    -> Le Pr Raymond Ranjeva signera sa rentrée politique par une conférence de presse demain.

  10. PRENEZ le temps de lire chers Legalistes ! FAITES COPIER ET COLLER partout où vous passez !!!
    Signé : http://lafy8.forumactif.ca


    En 1955, une trentaine de pays asiatiques et africains ont acquis leur indépendance. Conscients de leur force, ils décident alors de tout mettre en oeuvre pour aider à se libérer les autres peuples de couleur qui subissent encore une domination étrangère. Tel est l’objet de la conférence de Bandung qui marque l’entrée du Tiers Monde sur la scène internationale, et dont voici la résolution finale.
    COMMUNIQUE FINAL DE LA CONFERENCE DE BANDOENG (1955)

    « Une conférence des Nations afro-asiatiques convoquée par les gouvernements de Birmanie, de Ceylan, de l’Inde, d’Indonésie et du Pakistan s’est réunie à Bandoeng du 18 au 24 avril 1955. Outre les pays promoteurs, les Etats suivants ont participé à la conférence : Afghanistan, Cambodge, République populaire de Chine, Egypte, Ethiopie, Côte de l’Or, Iran, Irak, Japon, Jordanie, Laos, Liban, Libéria, Libye, Népal, Philippines, Arabie Saoudite, Soudan, Syrie, Siam, Turquie, République populaire du Vietnam (Vietminh), Etat du Vietnam et Yémen. La Conférence afro-asiatique a étudié le rôle de l’Asie et de l’Afrique et a examiné les moyens grâce auxquels les peuples des pays représentés peuvent réaliser la coopération économique, culturelle et politique la plus étroite.

    La Conférence afro-asiatique reconnaît la nécessité urgente d’encourager le développement économique de la zone afro-asiatique.

    Les pays participants ont exprimé le désir général d’une coopération économique sur la base des intérêts mutuels et du respect de la souveraineté nationale.

    Les propositions concernant la coopération économique entre les pays participants n’excluent pas le caractère désirable ou la nécessité d’une coopération avec les pays en dehors de la zone afro-asiatique, y compris les investissements en capitaux étrangers. (…)

    La Conférence afro-asiatique recommande :

    L’établissement sans retard d’un fonds des Nations Unies pour le développement économique.

    L’allocation par la Banque internationale de reconstruction et de développement d’une plus grande partie de ses ressources aux pays afro-asiatiques.

    D’encourager l’organisation de projets communs entre les pays afro-asiatiques, dans la mesure où cela correspondra à leurs intérêts communs. (…)

    La Conférence est persuadée que le développement de la coopération culturelle figure parmi les moyens les plus puissants d’entente des nations. L’Asie et l’Afrique ont été le berceau de grandes religions et de grandes civilisations qui ont enrichi d’autres cultures et d’autres civilisations. Ainsi la culture asiatique et africaine est basée sur des fondements spirituels universels. Malheureusement, les contacts culturels entre les pays asiatiques et africains ont été interrompus au cours des siècles passés.

    Les peuples d’Asie et d’Afrique sont maintenant animés d’un désir sincère de renouveler leurs contacts culturels et d’en développer de nouveaux dans le cadre du monde moderne. Tous les gouvernements participants ont confirmé leur intention de travailler pour une coopération plus étroite.

    La Conférence a pris note du fait que l’existence du colonialisme en de nombreuses régions d’Asie et d’Afrique, quelle que soit sa forme, entrave la coopération culturelle ainsi que le développement des cultures nationales.

    Certaines puissances coloniales ont dénié aux peuples coloniaux les droits fondamentaux dans le domaine de l’éducation et de la culture, ce qui entrave le développement de leur personnalité ainsi que les échanges culturels avec d’autres peuples asiatiques et africains.

    Cela est particulièrement vrai dans le cas de la Tunisie, de l’Algérie et du Maroc, où le droit fondamental des peuples d’étudier leur propre langue et leur propre culture n’est pas respecté.

    Des discriminations semblables ont été pratiquées dans certaines régions du continent africain contre d’autres peuples (…).

    La conférence afro-asiatique s’est penchée anxieusement sur la question de la paix mondiale et de la coopération. Elle a pris note avec une profonde inquiétude de l’état de tension internationale et du danger de guerre atomique mondiale. Le problème de la paix est le corollaire du problème de la sécurité internationale. A cet égard, tous les pays devraient coopérer, particulièrement par un truchement des Nations Unies, pour amener une réduction des armements et l’élimination des armes nucléaires sous un contrôle international efficace. C’est de cette manière que la paix internationale peut être assurée et l’énergie nucléaire utilisée exclusivement à des fins pacifiques. Cela contribuerait à répondre aux besoins particuliers de l’Afrique et de l’Asie, car elles ont un besoin urgent de progrès social et d’un meilleur niveau de vie, ainsi que d’une plus grande liberté. Liberté et paix sont interdépendantes. Le droit à disposer de soi doit être accordé à tous les peuples, et la liberté et l’indépendance doivent être accordées dans les délais les plus courts possibles à ceux qui sont encore soumis.




    En vérité, toutes les Nations devraient avoir le droit de choisir librement leurs propres systèmes politique et économique et leur propre mode de vie, conformément aux principes et aux buts des Nations Unies.

    Libérées de la méfiance, de la crainte, faisant preuve de bonne volonté mutuelle, les Nations devraient pratiquer la tolérance, vivre en paix dans un esprit de bon voisinage et développer une coopération amicale sur la base des principes suivants :

    1) Respect des droits humains fondamentaux en conformité avec les buts et les principes de la Charte des Nations Unies ;

    2) Respect de la souveraineté et de l’intégrité territoriale de toutes les Nations ;

    3) Reconnaissance de l’égalité de toutes les races et de l’égalité de toutes les Nations, petites et grandes ;

    4) Non-intervention et non-ingérence dans les affaires intérieures des autres pays ;

    5) Respect du droit de chaque Nation de se défendre individuellement ou collectivement conformément à la Charte des Nations Unies ;

    6) Refus de recourir à des arrangements de défense collective destinés à servir les intérêts particuliers des grandes puissances quelles qu’elles soient ; refus par une puissance quelle qu’elle soit d’exercer une pression sur d’autres ;

    7) Abstention d’actes ou de menaces d’agression ou de l’emploi de la force contre l’intégrité territoriale ou l’indépendance politique d’un pays ;

    8) Règlement de tous les conflits internationaux par des moyens pacifiques, tels que négociation ou conciliation, arbitrage ou règlement devant les tribunaux, conformément à la Charte des Nations Unies ;

    9) Encouragement des intérêts mutuels et coopération ;

    10) Respect de la justice et des obligations internationales. (…) »

    Extraits du Communiqué final de la Conférence de Bandoeng, avril 1955.

    Autres extraits du même texte


    « La conférence afro-asiatique a pris note du fait que l’existence du colonialisme dans plusieurs parties de l’Asie et de l’Afrique, sous quelque forme qu’il se présente, non seulement entrave la coopération culturelle mais aussi le développement des cultures nationales. Certaines puissances coloniales ont refusé à leurs sujets coloniaux les droits élémentaires en matière d’éducation et de culture, ce qui entrave le développement de leur personnalité et aussi la collaboration culturelle avec les autres peuples d’Afrique et d’Asie. Cela est particulièrement vrai pour la Tunisie, l’Algérie et le Maroc où le droit fondamental de ces peuples d’étudier leur propre langue et leur culture a été supprimé. De semblables discriminations ont été pratiquées contre les Africains et les peuples de couleur dans certaines parties du continent africain.

    La conférence condamne un tel défi des droits fondamentaux de l’homme (…) comme une forme d’oppression culturelle.

    La conférence déclare approuver entièrement les principes fondamentaux des Droits de l’homme, tels qu’ils sont définis dans la Charte de l’O.N.U. (…), et appuyer entièrement le principe du droit des peuples et des nations à disposer d’eux-mêmes tel qu’il est défini dans la Charte (…)


    La conférence, après avoir discuté le problème des peuples dépendants du colonialisme et des conséquences de la soumission des peuples à la domination et à l’exploitation étrangères, est d’accord :

    – Pour déclarer que le colonialisme sous toutes ses formes est un mal auquel il doit être rapidement mis fin.
    – Pour affirmer que la soumission des peuples au joug étranger et à l’exploitation étrangère constitue une violation des droits fondamentaux de l’homme, est contraire à la Charte des Nations unies et est un obstacle à la consolidation de la paix mondiale.

    – Pour affirmer son soutien à la cause de la liberté et de l’indépendance de tels peuples.

    Devant la situation troublée en Afrique du Nord et le refus persistant à ces peuples de leur droit à l’auto- détermination, la conférence accorde son soutien au droit des peuples d’Algérie, Tunisie, Maroc à l’auto- détermination et à l’indépendance; demande au gouvernement français d’aboutir à un règlement pacifique de cette affaire sans délai.

    La conférence, conformément à la position qu’elle a prise sur l’abolition du colonialisme, soutient l’interprétation indonésienne de la clause des accords Pays-Bas-Indonésie relative à l’ouest. Elle presse le gouvernement néerlandais de rouvrir aussi tôt que possible les négociations pour remplit les obligations mentionnées ci-dessus; elle exprime l’espoir le plus ardent de voir les Nations unies aider les parties intéressées à trouver une solution pacifique du différend. »

    Extrait de « Les mémoires de l’Europe », tome VI, l’Europe moderne, sous la direction de Jean-Pierre Vivet, édition Robert Laffont, Paris, 1973

  11. Miakatr’afo ndray Razefakely! ireny fomba fiteniny ireny koa moa no tena hahafantarana an-dry zanak’i dada. Efa nilaza an’ise impiry moa zahay Ra104, fa zahay tsy hiala eto. Mpamono afon-dainga sy famoroporonana eto no asanay. Tsy mahazaka demokrasia ve Raefatrambizaza ô! mandratra foana ny marina woa! tsisy fika ntsony ny momba an-dRabainareo e! ny zazasary mba nantenaina, any an-tanindrazana, vendrana daholo, ny pince ny Foza, miketoka marary de marary. Ny volabe afafy atsy sy aroa, lany mangana, tena Ravalomangana marina. Ry Njara tony, Frantsay no tsy tiana, de avoaka daholo izao article heverina hampiova zavatra, kanefa ny Rainy no nonomboka ady tamin’olona, ka rehefa notairin’olona de woe, mpanjanantany e! mpanani-bohitra e!
    Tsy ny gasy zany woa no mampalahelo an’ireto, fa rainy sy ny sezany. De andraso eo Paoly Ra104, sy Ranjaralanimondro , Devolimanandrambo, ry Ranavalonandranomaimbo, fa volana vitsivitsy sisa no isaina @ ilay FIANIANANA MIEZINEZINA ETSY AMIN’NY VATOMASINA AN’ILAY FILOHA MALAGASY FAHAROA TANORA INDRINDRA ERAN-TANY.

  12. o ry rainitay a !

    Mba vakio itony raha tratran’ny sainareo, dia avereno any amin’ilay andevom-bazaha sefonareo sy zandrinareo :
    ….
    4) Non-intervention et non-ingérence dans les affaires intérieures des autres pays ;

    5) Respect du droit de chaque Nation de se défendre individuellement ou collectivement conformément à la Charte des Nations Unies ;

    6) Refus de recourir à des arrangements de défense collective destinés à servir les intérêts particuliers des grandes puissances quelles qu’elles soient ; refus par une puissance quelle qu’elle soit d’exercer une pression sur d’autres ;

    7) Abstention d’actes ou de menaces d’agression ou de l’emploi de la force contre l’intégrité territoriale ou l’indépendance politique d’un pays ;

    Tsy ny frantsay loatra no tsy tiana, fa ilay milelaka ny vodiny toa an’i Rainitay sy ny namany !

    Aza mba maso ihany ! Loza ho an’izay ihavian’ny fanafitohinana ! Ho tanteraka naie izany!

  13. Aza mapime eo ry Andry kely a! Lazaina fa izay rivotra mety hanimba dia sakanako! ary maninona no tsy nosakanana ilay rivo-doza teo! Faly ery manantona vahoaka nefa mapijaly mampahory, mampahantra … anay vahoaka madinika.
    Ianao ry Rabe manantena any Adrikely ho Filoha ho voafidimbahoaka ? dia ho hitantsika eo fa na dia hitsiry nify aza ny akoho tsy hisy izany!

  14. Ampitapitao , ataovy mazava : O7 FEVRIE 2009: TSARAO RY BAROA

    Izay mamosavy ihany no fatra-piahiahy. Tahotra ny todin’ny ratsy atao no mampiridiridy ireo mpanongam-panjakàna hisakana ny fodian’ny Filoha Ravalomanana sy handrahona hisambotra azy raha vao tonga, ary hamono azy sy ny mpanohana azy mihitsy aza, araka ny re, fa ny sofina moa mandry an-kilahila. Ny fodian-dRamatoa Lalao Ravalomanana aza, dia maha-raiki-dolo ny mpisando-pahefàna.

    Isak’izay mihenjana amin’ny fampiharana ny federoty ny Sadeky, dia ilay didim-pitsaràna sandoka nanamelohan’ny Fat(y) ny Filoha Ravalomanana foana no kanonta arangaranga, hanapepoana sy hanakiviana ny legalista zana’i Dada. “Mankatoa didim-pitsaràna” hono izy fa izy koa hono mba “legalista”, “manaja ny ‘fahaleovantenan’ny fitsaràna’”. Araka ny lalàna iraisampirenena, dia tsy azon’ny any ivelany itsabahana ny fanapahan-kevitry ny firenena masi-mandidy ka izy koa hono, mba “mitandro ny fiandrianam-pirenena”. Mba misy magistrat avo lenta mahafehy ny lalàna iraisampirenena koa manko hono ao amin-drizareo, fa ny rekônesansy ihany no tsy mety azony. Ka izay andikàny ilay fanazavàna fanampiny natovana ny federoty hono no mahery, araka ny andininy faha-45, fa tsy ny andininy faha-16 sy 20.

    Tamin’ny fotoana nanomanana ny fanonganam-panjakàna no efa notsarain’ny Taranak’i Galliéni Vaovao sy ny mpanaraka azy ny Filoha Ravalomanana. “Mila mamoaka fiampangàna isika, ohatra hoe Ravalomanana mpamono olona, mpamadika…”, hoy i Georges Ruffin, tamin’ny fivoriana notarihan-dRasamoelina Harinaivo sy Daniel Ramaromisa tao amin’ny Villa Elisabeth. Vita teo no ho eo ny “fitsaràna”. Meloka Ravalomanana ka ho saziana. Fanonganana no saziny. Azo sary sy voaray feo izany rehetra izany, tany amin’ny septambra-ôktôbra 2008.

    Rehefa voaheloka ny Filoha, dia tsy maintsy namoronana porofo. Dia natao ny halatra sy vonoan’olona, fandrobàna sy famotehana fananan’olona sy fananam-pirenena tamin’ny 26 zanvie 2009, alatsinainy mikitroka. Nampisehoana haromotana manokana ny fananan’ny Filoha, indrindra ny radiô sy televiziônina, mba hanampenam-bava azy, tsy ahafahany miaro tena. Azo sary tamin’izany ry Ranjivason sy ny jiolahimbotony. Raha efa izany, dia nabobobobo ny poizina tamin’ny “Radio des milles collines” (Radiô mpivovoa VIVA, nandrangitan’i Rolly Mercia Praiministra Lefitra ankehitriny sy Lalatiana Rakotondrazaka ary Fidèle Razanapera ny “vahoakany” ). Nolalorina an’izao karazan-keloka rehetra takatry ny saina sy sendra ny vava rehetra izao ny Filoha Ravalomanana.

    Tsy ampy izany, fa araka ny “didim-pitsaràna efa navoaka”, dia tsy maintsy namoronana “porofo”, nentina nanamarina fa “Ravalomanana, mpamono olona”. Dia ireny sinemà natao fandrika teny amin’ny Faritra Mena teny amin’ny Lapam-panjakàna Ambohitsorohitra ireny, ny 07 fevrie 2009: ra mandriaka, vonoan’olona tsy roa aman-tany. Narahina ranomasom-boain’ny ministra npamadika (Rtoa Manorohanta Cécile, Ministry ny Fiarovana tamin’izany), sy sentosentom-bavaka fanentsenan-keloky ny Mpiandrin’i Organès Rakotomihantarizaka, naranty tamin’ny televiziônina. Iza no tsy mahalala fa ry Alain Ramaroson sy Daniel Ramaromisa efa nitarika vahoaka natao sorona teny Iavoloha tamin’ny 10 aogositra 1991 ihany no mbola mpampirisika nahery vava sy nirongo fiadiana nombàna bokonozatra tamin’io 7 fevrie 2009 io ?

    Vita tao amin’ny Episcopat Antanimena ny fanonganam-panjakàna ny 17 marsa 2009, nahazo ny fankatoavana sy tso-dranon’ny Arsevekan’Antananarivo, Odon Marie Arsène Razanakolona. Azony tamin’ny alàlan’ny basy aman-tafondro ny fahefàna. Nefa, miraikitra, mipetaka, mitakovana amin’ny ataony rehetra toy ilay voalohan-keloka io fanonganam-panjakàna io. Tsy maintsy tohizana amin’ny fampihorohoroana sy herisetra, amin’ny lainga, fitaka, fanampenam-bava, fisolokiana, halatra. Izany, dia tsy maintsy atao maha enika ny lafim-piainana rehetra manerana ny Firenena. Atao mahazo ny sokajin’olona rehetra. Tsy maintsy verezina eo amin’ny tany ama-monina ny Filoha Ravalomanana. Tsy maintsy atao very tantara. Notataovana basy aman-tafondro daholo rehefa mety ho legalista mpomba ny Filoha, na mpitondra fivavahana, na mpitsara, na mpiasam-panjakàna, na mpitandro filaminana, na miaramila, na zaza, na vehivavy. Nendrikendrehana ho mamorona baomba, nenjehina, nosamborina, nampidirina am-ponja, tsy navela niteny. Tao anatin’izany horohoro izany no “nitsaràna” ny raharaha 7 févrie, takon-kenatra notemerina basy maro vava.

    Amin’izao efa vaky lela izao ny Mpitsara (vao avy nilaza ireo mpitsara mitokona fa norahonana izy tamin’iny “fitsaràna” iny), mbola sahy milaza ihany ny mpibodo fahefàna fa “Fitsaràna mahaleotena” hono, no “nitsara” ny Filoha Ravalomanana momba an’iny 07 fevrie 2009 iny!!! Dia hoe azony atao hono ny misambotra ny Filoha raha tonga eto izy. Nefa, sakanany tsy ho tonga, na ny vadiny aza, izay tsy nahitàny heloka azo niampangàna azy na kely akory aza. Ary izany, tsy amin’ny fomba ara-panjakàna – satria tsy eken’ny Iraisampirenena ho fanjakàna ny Fat(y) – fa amin’ny fomban’androvolahy, mandrahona sy mampihorohoro mpanamory fiaramanidina. Atao tsy tafandry mandry amin’ny endrikendrika sy fampihorohoroana hatramin’ny zanaky ny Filoha Ravalomanana.

    Izao no zava-misy: mpamosavy nandeha alina rizareo tamin’ny 07 fevrie 2009. Hitan’ny olona sy azo sary, fa avy any aoriana no notifirina ireo nampirisihana tamin’ny ronono an-tavy teny amin’ny 13 mey; avy any aoriana no voatifitra ireo maty rehetra noraofina teny Antaninarenina; ananana porofo avy amin’ny taim-bala fa basy UZI isrelianina, izay tsisy mampiasa afatsy ny pôlisy, no namelezana; azo sary tao amin’ny birao ao amin’ny Ministeran’ny pôlisy, miaraka amin’ny karazan’io basy io i Organès mpamaky tranom-panjakàna, iray amin’ireo filohan’ny mpanongam-panjakàna. Mijoro ho vavolombelona ny Jeneraly Raoelina, isan’ny tompon’andraikitry ny fiarovana ny ny Lapan’ny Filoham-pirenena, fa tsy nahazo baiko hitifitra vahoaka ireo mpiambina. Mijoro ho vavolombelon’izany koa – sy ny fanonganam-panjakàna hatramin’ny nanomanana azy – ny Kôlônely Charles Andrianasoavina, iray amin’ireo tafiditra lalina tamin’izany. Voarakitra an-tsoratra sy miely eran-tany izany. Manamafy ny Praiministry ny Fat(y), Monja Roindefo, izay niaraka tamin-dry Jeneraly Dolin Rasolosoa sy ry Sareraka nitarika vahoaka teny, fa nisy “fifampitifirana”. Fiaikena izany fa nitifitra rizareo.

    Fitsaràna sandoka, nataona mpanongam-panjakàna nohelohin’izao tontolo izao, tsy toavim-bahoaka fa miankina amin’ny herin’ny basy aman-tafondro, no nanao iny tombotomboka politika nanaovana “fitsaràna”-sinemà mendrika an-dry Benny Hill sy ry Mister Bean iny. Izao ireo, dia manao gisalahy homan-ketsa, manabe feo fa hoe tsy homena “amnistie” hono ny Filoha Ravalomanana noho ny raharaha 07 fevrie 2009. Misy mihaino?

    Miandry ny fitsaràn’ny vahoaka malagasy ireo Baroa ireo. Ireo no mila tsaraina. Ireo no efa nohelohin’ny Iraisampirenena. Ireo no tsy mety mahazo rekônesansy. Ireo no nanao “crimes contre l’humanité, crimes de guerre, crime de génocide et violations graves des droits de l’homme et des libertés fondamentales”, araka ny and-16 n’ny federoty. Ireo no mila “amnistie” raha hanaiky ny vahoaka. Ny an’ny Filoha Ravalomanana, foanana tsotra izao ny fiampangàna lainga sy ny fanenjehana. Izay no mifanaraka amin’ny zava-nisy hita porofo, sy araka ny and-16 sy 20 ary ny “Fanazavàna fanampiny” ao amin’ny federoty. Satria mazava be hoatry ny diavolam-penomanana fa fanenjehana noho ny antony politika izao atao azy izao.
    Avereno ny 1972 VVS 2012

  15. FAHOTANA VE TOMPOKO NOHON’NY TSY FAHAIZANAY NY MAMONO FRANTSAY SY MPITONDRA FOZA IREO AMIN’NY VARATRA SY FIADINA GASY TOY NY FANAINGALAVITRA TAKILOTSE SNS… RAHA HIARO NY TANINTSIKA TSY HOAN’NY NFRANTSAY??? MBA VALIO TOMPOKO FA TSY HOE MITSAPATSAPA AZ
    Envoyé par: mpanontanitany (Adresse IP journalisée)
    Date: ven 17 février 2012 10:26:23

    Efa mafy ny mahazo antsika izao
    Nikaroka hevitra izahay ary efa misy ny voavory toy ny takilotse fanaingalavitra hanimbana ireo

    ILAY TENA ZAVA-DEHIBE KOSA DIA MANONTANY IZAHAY SATRIA ARAKA NY TORO-HEVITRA NOMEN’ILAY RAY AMANDRENY BE AVY ANY AMBANY RAVINKAZO TIA TANINDRAZANA DIA  » TSY METY AMINY NY MANALA NY AINA  » FA KOSA HATAO TENA KILEMA MANDRAM-PAHAFATINY

    Mahafantatra tsara ny zava-nisy TAMIN’NY MDRM/VVS/SADIAVAHY/MENALAMBA/RALAIMONGO/RASETA RAVOAHANGY RABEMANANJARA IZY

    VONO MOKA NO NAHAZO TETO HOY IZY KA ANJARANAREO TARANAKA NO MIADY FA AMINY DIA NY MANALA NY AINY IHANY NO TSY HATAONY

    KA AHOANA FA VONONA IZY NEFA NITENY HOE TSY MAHATAMBATRA HARENA NY MITAZONA AZY IO
    DIA TOA MIERITRERITRA IHANY IZAHAY

    KOA AMINAY MANONTANY HOE  » METY VE ARY TSY FAHOTANA NY MITAZONA IO ZAVATRA IO ??? »

    Efa hatrany ANDREBABE sy Ambatondrazaka izahay ary efa tonga tany Tsiroanomandidy sy Mahasolo

    Misy havana indray any Mananjary any koa MIEZAKA MAMPIHAONA HEVITRA SY MIKAONDOHA ALOHA

    Raha misy mpanome hevitra sy toro marika dia raisinay an-tanandroa fa ny tanjona dia tsotra

    FANAFOHANANA IREO VAZAHA MIPETRAKA ETO (FRANTSAY ) SY I DOMELINA
    TSY MANINONA RAHA IO SARIBAKOLY IO NO MATY NA MARATRA

    ROSO NY ANAY FA MIANDRY IZAY HANARAKA

    MASINA NY TANINDRAZANA

    TSY HISY GASY HIHEMOTRA INTSONY ETO
    FA MITADY NY FOMBA REHETRA HANAVOTANA NY TANINY ARY MATAHOTRA MAFY AN’IO IREO FIFIRANA IREO

    I DOMELINA NO DAROFANA AVY HATRANY DIA ALEO HIFAMPITADY

  16. Ara midelira Rabedarazanadrainivoanjo mpitazona tandrok’OSIMAINTY, fa tsy mandaitra velively izany a! reny mpamosavy reny hono rehefa mivoak’andro, de mody manao tompoko tompoko otran’io, fa rehefa alina de tena vampire be. Mba misy karazany koa reto zanak’i dada reto koa! mapme be!

  17. Iza moa io pety io no hi-dicter hoe tsy mahazo milatsaka intsony izay naongana ? Inona no nataon’io déchet humain io t@ firenena ka mizahozaho ohatran’ny hoe manambahoaka mankafy azy ???? Mampalahelo mihitsy ny tanindrazana @ olona ohatr’ireny !

  18. Ary tena io rangahy mihitsy kay ilay « mi-pété » isan’andro mandefa rivotra maimbo eto Madagasikara! « Normal » izany matoa izy antsoina hanamafy sy manamarina ny tenin’i Bitro RADOMELINA tamin’ny Janoary 2012!

  19. Nihainga tamin’ny basim-borona ny fitaovana nampiasain’io fony nanomboka nampihorohoro amin’ny maha-dahalo aza tany amin’iny faritanin’i Fianarantsoa iny talohan’ny 2002
    Lehilahy tsy ni-passe classe teny amin’ny université Andrainjato Fianarantsoa, no sady raindahin’ny mpitarika grevy tao ihany koa
    __
    NATERAKA HO MPIKOMY SY MPAM-ETAVETA
    ___

    Ny vadiny moa tsy vao haingana no voaroiroy tamin’ny resaka Pierres précieuses???!!!
    __

    Mangina aloha ny ankamaroan’ny betsileo hatreto…

  20. Mahagaga ny mba hevitry ry rabe ( « r » zana-tsoratra io an ). Ny ati-dohanareo tokoa angamba tsy mitovy amin’ny an’ny olona ka. Ati-doham-poza tokoa. Ny momba ny 07 Février dia azo hanontaniana tokoa ilay ramatoa nametram-pialana iny, raha sahy milaza ny marina izy.
    Mahafantatra tsara izy fa Ravalo dia tsy hanome baiko hitifitra izany. Sady tsy anjarany izany fa anjaran’ny Directeur de la sécurité de la Présidence, izay tsy iza fa ilay colonel nandeha nisolelaka tany amin’i Domelina io andro io ihany. Général Raoelina aza tsy mahalala ny plan an’io colonel io. Io ramatoa io no anisan’ny nikotrika ny coup d’Etat.
    Ary mba fantatrao ve hoe iza marina no nitifitra teny antaninarenina ? Raha mivoaka ny marina rehetra dia mitsoaka i Domelina fa matimaty fotsiny eo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *