Nandray ny andraikiny avy hatrany ireo mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita izay notarihan’ny filohany Mamy Rakotoarivelo.
            Nifamotoana tao amin’ny distrikan’i Moramanga ireo mpikambana avy amin’ny kongresin’ny tetezamita izay notarihan’i Mamy Rakotoarivelo sy ny teo anivon’ny distrikan’i Moramanga. Fantatra tamin’izany fa maro ny rava trano, simba ny sekoly sy ny toeram-pitsaboana, potika ny là lana, tapaka ny jiro, an’arivony no tsy manan-kialofana, vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza « Giovanna » farany teo.
            Fanampiana mitentina 4 tapitrisa ariary no natolotry ny kongresin’ny tetezamita tamin’ny alà lan’ny filohany Mamy Rakotoarivelo ny Sabotsy lasa teo. Nambaran’ity filohan’ny kongresin’ny tetezamita ity, fa tsy hitazam-potsiny ny zava-manjo ny vahoaka ny fitondram-panjakana, fa manolotra izay voatsirambin’ny tà nana mba hanampiana azy ireny. Nitondrany fampaherezana ireo niharam-boina sy namoy ny ainy ihany koa nandritry ny fandalovan’ny rivo-doza farany teo teto amintsika. Ny teo anivon’ny distrikan’i Moramanga dia naneho fisaorana ireto mpikambana eo anivon’ny kongresin’ny tetezamita ireto, ary vonona ny hanarina ny simba sy hitsinjara ireo fanampiana ara-drariny ho an’ireo tra-boina 7000 mahery teo anivon’ny distrikan’i Moramanga.
            Taorian’izay dia nitsidika ny tao amin’ny distrikan’i Brickaville ihany koa ireto mpikamana ireto, ka nijery ifotony ireo fahasimbana tamin’izany. Ravan’ny rivo-doza avokoa ny sekoly, ny hôpitaly , ny tranon’ny Jirama sns…ary mponina maherin’ny 50000 no tra-boina tsy manan-kialofana tao amin’ireo Kaominina 17 mandrafitra ny distrikan’i Brickaville. Nitondra hatrany izay voatsirambin’ny tà nana ny teo anivon’ny kongresin’ny tetezamita notarihan’ny filohany. Nanambara kosa ny teo anivon’ny distrika fa hitsinjara ara-drariny ireo fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana. Nisaotra sy nidera ireto mpikambana CT ireto ireo vahoaka niharam-boina tany amin’iny fritra iny, ary manantena ny mbola hijerena hatrany iny faritra iny.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Manantena ary matoky izahay Atoa Mamy Rakotoarivelo, fa dia somary navesatry ny propanagandy ho an’i Dada ianao mandritra izany tournée izany !!!
-
MAHASAHIA E !
Mankasitraka e!asa fa tsy kabary:
Iza moa ny filoham-panjakana? Rajoelina, fa naninona no tsy nahasahy niteny tamin’ny alalan’ny tenany manokana fa tamin’ny alalan’ny fitondram-panjakana? satria nampiasa volam-panjakana, izay misy foana ny vola, na de tsisy famatsiam-bola aza. Tsy volan-dRaosy koa io ry Njara, ka hanaovana propagandy sovaly maty tsy anaty lisitra intsony ireny a!
Toa mitady hanao mokon-doha indray, hody. Ny atahorako, de farany ho tapaka lalan-drà tsy afaka hipetraka indray ny avion.
Tena manam-pahendrena zandrinay iny, avelany hitabataba hiantso haine lava azy eo, de isaky ny manao action maloto ireto, de ny azy no ataony tonga aloha, de resy foana. De ahoana ndray ty ry Zafy sy ry tantine Ravololona hanongana an’ny Zandry ty mialoha ny 29 Fév ity? de ry Ruffine manao didin’ny besandry hanongana Maires. De jereo iza amin’ireo minisitra avy @ opposition zao no tena mijery ny fahoriam-bahoaka ka manao ny asany araka ny tokony ho izy? toa zay tombontsoan-dRaosy sy ny mouvance-ny no mahamaika azy ireo. De aleo hotazanina eo, woe, iza no tsy manaja ny FDR. Fa aza manantena Raosy sy ny zanany ô! efa navalon’ny tantara ny momba anao! ny fifidianana zao no mahamaika ny olona koa!!!!!
Mbola tsy nisy fahafaham-baraka toy izao nahazo an’ny malagasy izao !
Donendrina iray trano, sady mpandainga no mpamono olona ! Mihevitra r’ilay tsy valahara fa mitampin-tay tahaky ny azy ny an’ny olona eran’izao tontolo izao !!
Eo vao hoe : « informations, pour vous informer » !!
http://www.dailymotion.com/video/xc92vj-partie-4-madagascar-onu-droit-de-l_news
Dia mbola mitohy foana atramin’izao !!
Rabe! firenena 14 no no hahazo tombony amin’ny projet andraiketan’ny ONU sy Ban-ki-MOON momba ny fampiasana ny angovo azo avy amin’ny tanamasoandro.Dia jereo fa tsy ao anatiny i Mscar nefa ao daholo ny ankabeazan’ny tany mahantra ohatrantsika.Izao no atao hoe mody mitsiky rehefa mifanatrika fa tsatok’antsy no avy ao an-damosina:
http://lafy8.forumactif.ca rubrique économie:when will be madagascar’s turn?
Ary izy dia tsy maintsy mandoto rano foana,iza indray izao io anelanelan’i Bemafohy sy Kintana io???
Matahotr’osy ny MPANOMPOSAMPY ka mitady izao karazana NOTAM rehetra izao hanakanana
ny dadanay,aiza ity izy e!! ny aina any am-pitombenana nefa te hanao aminy eo koh!!efa manomboka mitondra WC FINDAY indray
izany izao ny foza fa efa miamanantona ilay rivo-doza hoa an’i foza.
Dia hitanareo fa tsy mahita tany handosirana intsony i domelina fa efa ao daholo ireo LEHILEHINY tsotsoka dia ny fidiran’i dada no
ho sakanany,miantehitra mafy ireo mpikaraman’ady frantsy ireo mantsy ilay donto dia mianakendry eo indray.Mba mijoroa ry Rasily
Malagasy fa aza avela tsindritsindrian’izay tsotsoka a! aiza ny ambom-ponareo e!!dia ho voavidy daholo ve ianareo ireo e??????
Rehefa misy ny demokrasia dia mivoha ny robinet:
Port-Louis, Mauritius (PANA) – The European Union (EU) on Monday granted 1.5 million euros to Mauritius to support the Mauritian government’s economic reform plan. Full text…
Na dia fanampiana kely aza io efa betsaka io ho an’ny Mauritiana.
RABE
UNE FOIS DE PLUS : TSIMILA TGV !!!!!!!!!!!!!!!
Chers Légalistes, j’ai besoin de votre lumière.
« Fitondram-panjakana »
Qui est-ce ???????????