Rehefa tsy tafody ny filoha Ravalomanana, hoy Rvaeloson Constant teny amin’ny magro Behoririka, dia izay no araraotina amin’ny fanirian-dRajoelina ny amin’ny hoe avelao izy hiliba samirery ao anaty tetezamita. Nambarany ihany koa fa izay mbola miady hoe famotsoran-keloka ho an’ny filoha Ravalomanana dia boka. Fady izany. Tsy izany mihitsy ny resaka, hoy izy, fa tetika efa nampandriana mialoha ny 07 Febroary tao Ambohitsorohitra.
Fanontaniana no napetrany hoe nahoana no tsy nalefa ny tenin’Ingahy teo amin’ny 13 May milaza hoe alaivo ny Lapa fa antsika ? Mila valiny avy amin’ny Rajoelina izany hoy Raveloson Constant. Maninona no nafenina ny marina. Mbola takiana aminy izany hoy izy. Mazava ny resaka fa namoronana heloka ny filoha Ravalomanana mba hahafahana manameloka azy. Efa nijoro vavolombelona tamin’izany ny kolonely Charles Andrianasoavina, fa mila sorona sy mitady olona alefa mankeny, izay no vidin’ny ain’i Charles. Efa zavatra vita drafitra ireny zava-nitranga ny 07 Febroary ireny, hoy izy, satria ny fomban’ny mpanongam-panjakana dia potehina ny Rnm sy Tvm. Tetika efa votsotra ilay hena an-tanan-tsaka hoy ity manao politika ity, ka teren’ny namany izy, ka tsy maintsy masia-bava tahaka ireny.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?
Related posts:

Aiza kosa ilay kabary e!zavatra tena MAFONJA ary tsy azo lavina mihintsy
no voalazan’i Raveloson.C teto ary tokony ho rakotra SAROBIDY ho an’ny
tanindrazana ho tsarain’ny tantara sy ny TARANAKA MANDIMBY ETO,koa mba miangavy ilay VIDEO
azafady tompoko raha azo hatao ry Mydago???raha tsy mety moa tsy maninona fa ,izay izany!!!
Mba alefaso rangaha ilay VIDAKA a!!aza manao an’io moa e!!tena milay be io kabary io ary milaza ny
tena marina sy HITSINY mihintsy.Aza sivasivanina fa aleo handeha e!!
Anisany voalazana ary hamafisiko eto tsara fa hoe:tsy maintsy potehina ny
serasera rehetra fa raha tsy izany dia tsy maintsy HINO azy ny vahoaka eo @
fanazavany ny ZAVAMARINA rehetra dia izay no antony nanapotehina MAFY ny RADIO sy TV rehetra
talohan’ilay 7fev sy ny famonoan’olona rehetra.
Dia ny tena loza: MITADY OLONA ho KARAMAINA ho hatao sorona mba azahoana ilay FANJAKANA,fa raha
tsy izay tsy afaka eo i Ravalo.
Dia ny tenin’i domelina moa dia samy naheno daholo angaha ny rehetra fa hoe: » izay tanana nioson-drà dia voaheloka
mandra-pahafatiny tsy hitondra ny tany sy ny fanjakany ,dia mbola notohizan’i Raveloson koa hoe: tokony avy niteny izay
o Domelina dia efa NIALA tsy ho teo intsony satria izy ihany no LAZAINY TEO fa tsy olona HAFA.
Ireo no tena nafonja voalaza t@’io KABARIN’i RAVELOSON .C io,nefa dia sady sy alefa ilay kabary no tsy voalaza eto koa
izay no hanamafisako azy eto TOMPOKO!!!dia tsy misy fisaorana fa raha mahay mamaly.
Mifandray amin’ny valin-teny nataoko ho anao ry ranavalona io volazany io ! Ny mampalahelo dia izao : Efa fantatra hatry ny ela izany rehetra izany, efa telo taona lasa izay, dia izao isika mbola miodikodina amin’io resaka io foana !
Kanefa noho ny zavatra nataon’ireo « lasa CT sy CST » ireo, dia i domelina izay nihoson-drà na ny lohany na ny tanany, dia nataon’izireo ho Chef d’Etat !
Lasa mankaleo sy lasa resa-ke ilay izy !
Tsy fanesoana ny ahy fa mampieritreritra ihany ny zava-misy. Ianareo anie ry zareo efa nolazaina, sa sakafo natao ho an’ny kisoa no ho arosony ho anareo dia mbola nitetateta nihiditra tao amin’ny « restaurant-ny » ihany ê !
Dia izao ianareo vao hoe tsy rariny !! Ianareo mbola afaka mandeha any amin’ny tena favy ihany amin’ity karama azo, mimampy ny vola azo amin’ny dosie ny an’ny sasany, fa ny vahoaka dia mihinana ny anganony !!
Tsy ny vahoaka no nanao sonia ny artikla faha 3 : Monsieur Andry Rajoelina est Président de la Transition. En cette qualité, il exerce la fonction de Chef de l’Etat.
Tsy ny vahoaka no nanao sonia ny artikla 31 : » Aucune procédure d’empêchement ou de destitution du Président de la Transition, ni aucune motion de censure à l’endroit du Gouvernement de Transition ni aucune mesure de DISSOLUTION du parlement de Transition ne peuvent être exercées, pendant la Transition » !
Efa ao anatiny isika izao, ny Filoha Ravalomanana tsy avelany hiverina, izy efa nidehaka etsy sy ero hoe Président ka na i Sarkozy aza efa nandray azy. Dia inona no ho ataonareo ?
Hiteny amin’ny Prezidà foana hoe : « Mety amin-tsika io » ???
Miaraka misaron-doha mangetotra amin’i domelina ianareo, dia lazainareo fa ny azy no maimbo !!!! Tsy nisy nanery anareo anao an’izany ! Lavaka tsy tokony hidirana hoy aho no mbola nampazoto anareo, ary efa mba natao ihany ny fampitandremana !!
Miala tsiny fa rehefa hitako hoe misy diso dia « ahitsikiko » kely ! » FA sakafo » no saika soratako !
Mba ahafahin’ny rehetra mandinika, satria i domelina DIA TSY VONONA NY HAMPIATRA NY TONDROZOTRA !
Matoa itony mivaoka, dia ao raha ! Gazety frantsay ary anisan’ny vakian’ny mpitondra frantsay izy ‘ty ! Ka mbola hiaritra sa ahoana marina ???? Mbola tsy voky ?
Ny siriana efa nanangana an’izany atao hoe ARMEE LIBRE SYRIENNE, ary fanampiana avy amin’ny firenena maro no ho azon-dry zareo, ary anisan’izany fitaovam-piadiana frantsay !
http://www.lexpress.fr/actualites/1/monde/le-pouvoir-malgache-voulait-arreter-l-ex-president-ravalomanana-en-province_1073888.html
Kintana! nihomehy kely ihany aho t@’ilay voasoratra farany hoe:
« HANDEFA FIARAMANIDINA spesialy haka an’i dada any Sudaf « hi!hi!hi!!!!!
nefa toa TEFAKA NANDRIVORIVO aza no azo tsy nahasahy namaly !!!!!Toa vao maika fandavana ilay
didim-pitsarana sy fahafaham-baraka no azo.
I Mamy.R anie oah ry Kintana mbola tsy vita iny sonia iny no efa NIDRA4 fa hoe: avelao izy no ho lehiben’i tETEZAMITA e!!
dia ny ankolafy Ravalo no ho PM ,nefa saingy indrisy fa Azon’i domelina izay nilainy dia nodakany ka izao vao MIBA4!!!!aiza
intsony???efa tara!!!!ilay fahatokisana mbola nomena an’i domelina mihintsy notsy azoko????mbola TOKONY VE AHATOKY
OLONA TOA AN’i domelina izay efa misosa fotsiny ny LAINGA TSARA LAHATRA SY MARIVO TOTOTRA ISANANDRO
lava izao isika?????
Ho an’i zanak’i dada( aleo hasiako hoe: « malala » satria mamy be izany dada izany.)
Raha ianareo no t@ toeran’i Mamy R dia inona no nataonareo @’izao fandehan-javatra izao????
Izy mantsy izao no tena TOMPON’andraikitra voalohany @’izao TSY FAHOMBIAZANA eo @ tolona izao???
Sao mba mahasoa !!ny hevitry ny lavitra mantsy hono mahataka-davitra,dia mba tsy hifanomezana tsiny lava
eto fa izay vita dia vita!!!vahaolana sisa tadiavina, sa ahoana ry zareo?????
Maninona aloha izany mpifana izany ê ? Tsy novalianao ny fanontaniako ! Toa misy resaka tadio sa tsy haiko !
Tokony mananga-tanana sy misoratra anarana izay rehetra vonona ny hitady ny vaha-olana ! Efa nalefa ny toro-hevitra fa misy be marenina !
Fampahatsiahivana an’i Domelina ihany ity izay nilaza fa hahena ny fampianarana teny anglisy ary haroborobo ny teny tsotsoka ao Mada.henoy tsara anie ity hira ity.
Marina ny anao KM à ! ny andrasana zao ngeh dia inn!!! no hatao é satria I Domelina ngeh ka efa resaka basy ny azy no hitazonay ny sezany!!! ka raha hiady @ basy ary inn no tokony hatao é!!!raha lany andro hifanabanty fotsiny eto dia ho lani’i Domelina daholo htrany @ paiso any an-kady!
Ny fahitako azy ry verbeeck dia izao :
- Efa hatry ny ela ( Maputo etc..), i domelina no tsy nivaky loha amin’izay hoe FDR !
- Ny zavatra tena notadiaviny, dia io titra Président io, reconnu ou pas après, il s’en tape royalement ! Azony izao ny zavatra notadiaviny, ary ny legalista no nanolotr’azy an’izany teo ambony platô volafotsy !
- Ho valisoa setrin’izany, dia ho ataony daholo izay mahafalifaly an’ireo rehetra nanohan’azy !
Ny tsy azoko dia ireto NIANTEHERANA HANOHANA SY HITAKY NY ARA-DALÀNA ( IZAY NANANA ARY MBOLA MANANA NY RARINY ), no toa lasa tsy tompony mangatak’atiny intsony fa » tompony mangataka sisa sy taolana » !!
Hiala nenina isika atramin’ny 29 février, fa tokony tonga dia mihezaka mamely an’ireo » tena mpanohan’azy ( araho ny masoko ) » dien’izao !!! Satria raha tsy misy an’ireo i domelina dia zéro, na dia eo aza ireo miaramila mpiaro azy, izay mampidingina ny rambony (en apparence io fa ny réalité hafa dia hafa ) ireo !
Il nous faut un sursaut, un réveil de nos consciences respectives !!
verbeeck!Efa naroso teto ihany ilay sakoroka, nisy aza moa nilaza mihintsy hoe alaina eny an-tananan’ny miaramila ny basy, ao koa no namerina ny rodobe, tsy afaka ny hitsara aho satria mora ny miteny eto anoloan’ny solosaina fa raha amiko manokana mety efa betsaka ihany izay maty izay ka raha hanao fidinana eny an-dalambe ihany dia haleo manao izany amin’ny fahatongavan’i Dada.Ny mampalahelo mantsy dia rehefa tsy mihetsika i Zafy izay efa 70 taona mahery dia tsy misy hafa tanora kokoa mirohatra antsehatra.Fantatra fa ny miaramila no herin’i TGV kanefa misy miaramila ao tsy TGVista fa tena legalista fa tsy any aminy ny fiadiana ka tokony ireo no mikoan-doha sy miray hina aloha mba ho ohatra ho an’ny vahoaka dia mifanome-tanana avy eo.
Raha tsy mitroatra ireo miaramila legalista dia ny tondrozotra no hany hitako fiadiana mbola hananantsika na dia misy ny tsininy aza io dia hita koa izao fa tsy mahafa-po an’i Domelina.Ka ny paik’ady dia ny mifampotoana ny hitsena an’i Dada, tohizana ny lobbying na ny tsindry atao amin’ny firaisambem-pirenena (fandefesana porofo manameloka ny HAT tamin’ireny raharaha voin’olona rehetra ireny any amin’serasera sy ny ONU)ary ny fampiharana ny FDR dia efa omanina dieny izao koa angamba ny fiarovanaan’i Dada rehefa tonga izy.Averiko fa hevitro irery manokana io.
Raha miliba nefa mahay mitondra de tsy misy blème amiko. Fa ny olana anie sady tsy ihira no tsy hanao tsianjery nefa midongy micro ilay FATn’alika e! Aiza koa misy mpitondra nifanaraka fa hiara-hilalao baolina nefa ny ekipa iray tsy mahazo miditra terrain? Manao sonia feuille de route nefa tsy mampiditra an-Ra8? Hita be hoe kanosa no sady vendrana. Ela no nahitako minisitry ny rano manafatra rano hosotroina ao Fort Dauphin fa tsy misotro ny rano ao Amboasary izay toerana fiaviany sy ipetrahany satria maloto hono ny rano ao: mba manaova défis ôtran’i Dada nahavita tsara an’i Merikansina. Tena aleo mihintsy Dada ho tonga malaky fa efa difitra i Dago. Tongava enao Dada ô!
Dia tena VEDRANA tsy misy servô mahintsy le DJ kely taimbodiana ka aleo tsy asiana sira ! Hahena ny fampianarana teny Anglisy fa ny teny TSOTSOKA no haroborobo ? Tssssssssss !
Na i François Hollande aza tsy hiala @ Europe ary ny teny Anglisy ilaina dia ilaina @ fifandraisana. Midika izany fa ny serivôn’i le DJ taimbodiana dia efa masakin’ny JAMALA ka miteniteny foana izay tratran’ny vavany, tsisy analizy na iray akory aza !!!
Handefa avion haka an’i DADA any Afrika atsimo indray no dradradraina nefa DADA, NENY teo nitono tena ho tonga ‘entre » » , nahoana no tsy tonga dia noraisina ??? TSSSSSSSSSSS !!!
REDIREDIN’NY MAMON-drongony ry zalahy a ! Aza asiana sira intsony na andaniana andro fa lasa very fotoana fotsiny isika, na eto na any antoerana !!!
Nisy fotoana, nataoko ho ohatra koa io voalazan’i TERMINATOR II io, saingy ny ahy indray dia hoe mihiditra an-tsehatra ny ekipa, fa ny règlement tsy mitovy !
Ry lerony mahazo mamely mafy ny adversera na iza na iza, fa tsy voan’ny sazy na carton jaune aza ! Dia ny gardien de but-n’ny adverserany tsy maintsy mifatotra avy ao ariana toy ny gadra ny tanany roa !
Ny adverserany koa mahazo mandaka baolina, fa tsy mahazo mihaotra ny ligne médiane na eny amin’ny terrain-dry zareo ; tsy mahazo mandefa an’ilay izy ao anaty arato izany !
Tsy mampiomehy satria, mbola misy manaiky NY HILALAO IHANY !!
lemizo
Date: jeu 9 février 2012 15:12:54
Aoka ho fantatsika fa « cousin » i Haja Resampa sy Nankany lehiben’ny DST. Resampa no nametraka azy teo. I Organés ministre ny filaminana anatina taloha dia dadatoan’i Haja Resampa ihany koa. Anadahin-dreniny i Organés. Nanao stage tany aminy Palais de l’Elysée i Haja Resampa alohan’ny fanonganam-panjakana. Noho izany dia mazava amintsika ny zava drehetra fa anisan’ny lohany izy.
I Patrick Leloup kosa, mpanolotsaina manokana misahana ny toekarena, dia zanaka diplomate frantsay niasa tao amin’ny ambassade de France tao antanimena, ny mamany no gasy. I Claude Guéant ministre ny atitany frantsay amin’izao no mentor-ny. Leloup dia namana akaikin’i rajoelina ary ny vadin-dreo mpinamana hatrizay. I Leloup, Mamy Ratovomalala sy rajoelina no trio mpinamana be. Leloup sy ratovomalala no manao ny buiseness i rajoelina rehetra. Anne-Philippe de la Giraudière no avocat dry rajoelina à l’international ary akaiky an’i Sarkozy io olona io satria miasa ao amin’ny cabinet ao Neuilly Paris izay arrondissement naha Maire an’i Sarkozy.
Le général Bruno Clément-Bollée, directeur de la coopération et de sécurité de défense au ministère français des affaires étrangères, doit se rendre à Madagascar fin janvier- début février.
C’est d’une galère éternelle.
Apetrao ary ny fanontanianao ry Kintana fa mihaino Bavinao????
« rivotry ny mpifana oah eeee!! hamboamboarina ihany ilay fiteny fa mba
maro anie ny olona manaraka eto na dia tsy miditra aza e!!jereo ireto fivoakany tato ho ato??
tena mahavelombolo!!!mazotoa daholo e!
Azafady fa ohatry ny manapaka ny resakareo eto @ faraparany ireto aho,azafady tompoko o!!!
LE POUVOIR DU PREMIER MINISTRE BERIZIKY DOIT ETRE PREEMINENT ET CECI EN IGNORANT RAJOELINA !
BERIZIKY DOIT ISOLER RAJOELINA …IL DOIT DECIDER AVEC DES MINISTRES RESPONSABLES..
CES DEUX BUTS NE PEUVENT S’EFFECTUER QU’EN REMANIANT LE GOUVERNEMENT EN TENANT COMPTE DES DISPOSITIONS DE LA FEUILLE DE ROUTE QUI OBLIGE LE DEPART DES MINOISTRES QUI TENTENT DE BLOQUER LA MISE EN OEUVRE DE LA FGEUILLE DE ROUTE !
IL FAUT A TOUT PRIX DESAVOUER LA MINISTRE DE LA JUSTICE, LE MINISTRE DE LA DEFENSE,LE MINISTRE DE L’INTYERIEUR ,LE MINISTRE DES FINANCES ,LEMINISTRE DES RELATIONS AVEC LE PARLEMENT..ET D’AUTRES.
LE GOUVERNEMENT DOIT PRENDRE LES DECISIONS SOUS SA RESPONSABILITE IL FAUT ISOLER RAJOELINA ,QUI NE DOIT PLUS PRENDRE PART AUX DECISIONS CONCERNANT LES DISPOSITIONS DE LA FEUILLE DE ROUTE..
LA TROIKA DOIT ASSISTER , SOUTENIR LE PREMIER MINISTRE TOUT LE TEMPS QU’IL FAUT POUR AU MOINS FACILITER LE RETOUR DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET DE SA FAMILLE, LA LIBERATION DES PRISONNIERS , L’OUVERTURE DES ANTENES RADIO -TV..!
RAJOELINA A SIOGNE LA MISE EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE , ALORS JE NE VOIS PAS POURQUOI LA SADC PAR L’ACTION DE LA TROIKA N’OSE PAS OBLIGER RAJOELINA A RESPECTER SA SIGNATURE C’EST-A-DIRE POURQUOI IL REFUSE , IL BLOUE CETTE MLISE EN OEUVRE !
Eny oà é efa fantatra fa fitondrana jiolahim-boto sady tsy nahita fianarana mpangalatra mpamono olona sns…no mitondra eto ka aleo averimberina foana inona tsara ny paika tokony hatao fa maty ny gasy mahantra….Ampiako ihany fa efa eto amintsika koa ny Miaramila Frantsay zao mody oe manofana ny RFI SY CAPSAT kanefa mino aho fa efa fantatsika daholo ny antony maha-eo an’ireo dia ny hanohana ny miaramila foza!!! ka aleo hivoaka ny soso-kevitra rehetra fa ady ratsy ngeh no atrehina é??? Misy namako iray zay IVOIRIEN niara-nanao mission zay roalahy ary dia milaza ny alahelony an’I Bagbo nedala ary ny tena navoitrany dia ny Frantsay no mametraka io Alassane Ouattara io dia hitantsika ny tohiny rehefa oe olona apetraky ny frantsay eo!!! izay no hiantsoako ny Malagasy rehetra izay mba misy saina sy ati-doha hiara-hifanohana amin’ity ady ratsy atrehantsika ity!
Ny tena mahagaga ahy mafy dia mafy dia ny tsy mampitraotra ny malagasy handroaka ireto frantsay nametraka an’i Domelina eo ireto. Marina dia marina ny tenin’i BAKO (page ambadika) sy ny voalazan’i VERBEECK etsy ambony raha ny tantaran’ny Frantsa à fric no dinihina izay tena mibaribary atoandro be nanahary satria raha mandinika isika dia olona Metisy na nomeny taratasim-pirazanana frantay avokoa no napetrany eo @ ity fitondran’Alikadia ity.
Koa hevitra iray iany ary tokana no tokony hataon’ny malagasy :
Averina ny 1947 (Menalamba)
Haka tahaka ny Vietinamiana (contre les français puis les Américains).
Raha tsy izany dia tsy hisy vaha olana mihintsy ity tantara-kisoa voan’ny voavary sy akoho voan’ny barika ity !
Tsy ny firenena mikambana no hiadiana fa io iray io iany ka tsy hisy ny hoe sao hatao farirano i Mada na laombarigao
Ny ahy indray dia ilay video teny atsimondrano, fony ry zareo vao nikotrika iny no tiako hohita hoe iza daholo no tao.
Aleo havoaka hohitan’ny olona sady heno ny feo
Nisy an’izany angaha ry Fanantenana HOAVISOA ? Sao dia ilay nisy niteny hoe ; « Tsy maintsy manao accusation » ? I Hary Naivo Rasamoely mantsy no « animateur » tao !
« Tsy maintsy manao accusation »: monibou ismael, sareraka, ny hasina, roland ratsiraka, betiana bruno, pierreo houlder, haja resampa, ramaromisa daniel, marson evariste, augustin andriamananoro, organes
tratran’ny France 24 tsara mihitsy ny teny hoe « tsy maintsy manao accusation raha tsy izany io tsy afaka eo »
Fanontaniana apetrako amin’Atoa Raveloson Constant: rahoviana ihany izy ity vao hapoaka tompoko fa mijaly loatra, raha ny fifampiraharahana am HAT mantsy dia eto ihany isika e!miandry zavatra tsy hisy ka mahazo faka eo ihany ny ratsy.
E!e!e! mampalahelo sy mahatsikaiky ny mijery ny rediredin’ireto ZANAKOSY ireto. Fa mikimpy ve ny masonareo ry Babyfoot tamin’ireny fanafihana ny ambassade de France nataon’ny miaramilan’i Gbagbo iny a! ahoana ireo andiana tanora tsy tafahoatra an’ilay pont lavabe akory, handeha hanafika ny caserne miaramila Frantsay tonga de norarafany, ary marina ny tenin’ilay Ivorien namanareo io, fa tena Lafrantsa mihitsy no nametraka an’i Ouatarra teo. De mbola izy koa no hametraka an’i Zandry. Ataovy haingana woa zay atao, fa efa manakaiky ny volana May. Nanana miaramila mpomba azy Gbagbo, fa rehefa Lafrantsa no nitsangana, tsisy fika. Nareo ty, tsy kitay tsy vary maina, miseho ho mafibe eto, fa raha tena favy woa, mba notsapaina kely ny hery, nanakotana iny réception teny Ambotsirohatra iny, na de nifanandrina am-bava fotsiny aza.
Vao miala any ny sakoroka ataon’i Tojo, manao recrutement anciens militaires, hitady hanao milisy mitam-piadiana, de pehan’i Zandry any am-potony.
Ho aiza eo e! ny renseignement sy ny infiltration ny anay gaigy be! de maninona no mangingina e! tsy fiaka afatsy ny korontana ve e! Hoy lay mpampianatra philo anay teny @ Galliéni atao hoe Rapatafil izay mety be ny mahalala azy. » AMBOLOBITAKA AMBOLOMATAVY, NY ZAVATRA TSY HAY AZA HIBITABITAHANA », fa ny henjana be woa zahay éléments n’i Zandry, fa ny Zanak’i Dada sy Goavy Tay Tay, e!e!e! telo taona, wa!wa!wa! no bobaka.
Nafaran’ilay Dada tsy biologique tatsy Atsimo @ avion hono ny RENY BIOLOGIQUE n-dRanavalona mba hifandimby fandriana @ Lalao @ maha terak’ANDRIAMBODILOVA an-dRAOSY dadaMALALAn-dRanavalona. De nanontany hono ny zanany vavy rehefa niverina an-tanindrazana, woe, nanao ahoana ny tany ry Neny? de hoy hono ny reniny woe, za akia naka fy be, fa Dadamalalan-dry mipompipaompy fotsiny tsy mijery ny tarehako akory, fa zao SEZANY VERY zao foana no averimberiny , na de amboniko eo aza izy. Sahaza tsara an’ireto Zanakosy tsara angamba ity anganongano ity, @ilay Raikeliny efa Sovalimaty any an-tsesitany any. Mbola ho avy hanaraka eo ny kininina be, fa efa ialan’ny CI tsikelikely ity. Be woa ny hivovo ranomaso eo. Jereo tsara ane e!
E ! E ! E ! ry RABE WAWAWA
TSY MILA TGV
POINT BARRE !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Jereo ato ny akaman-dry rabefo za, sy ny zava-bitany !!!
L’escipion l’Africain, the new Publius Carnelius Scipio Africanus !!
http://www.troupedemarine.org/outils/bulletin/news/fiches/nw001504.htm
Nous avons le droit de nous méfier car nous avons affaire à un pro, qui connaît bien l’Afrique, et surtout là où il a fait plus chaud que dans le reste du continent ; ex la Côte d’Ivoire où il avait commandé la fameuse Opération LICORNE !
Mission officielle : Renforcement de la coopération militaire franco-malgache, former les militaires malgaches en vue de vulgariser le SMAD, en vogue depuis peu dans les départements d’outre-mer ( Guyane, Martinique et Guadeloupe et la Réunion )! SMAD, Sercice Militaire d’Action au Développement ou Service Militaire d’Action et de Déstabilisation ???? Je me pose des questions !!
Le Service civique, nous on a déjà connu çà depuis le soi-disant début d’Indépendance, mais…!
Toujours est-il que le môssieur connaît bien notre pays, car son grand-père a pu disposer de plus de 60000 Ha de terrains, il y a des années !
Amour sincère du pays ou récupération de biens perdus ? A chacun de voir !
Adino ny « s » amin’ny troupe ! AZFD !
Za alou dia mamporisika hatrany an-dRabe hanisy sira eto foana satria dia ho samy ho eto foana tokoa isika hahita ny farany satria za dia mahasahy miteny (hoy zandry zay hi!hi!) fa tsy adala ny Gasy niteny fa zay be no basy tsy hoe minoa fotsiny ihany fa miaina @ fiaraha-monina eto @ tanà na za dia hitako miandry manantena an-DRavalo ny Gasy… ary dia tsy ho voatana intsony fa hisy raha eto na ho ela na ho haingana!
Angamba tsy ho sarotiny izay nanao ny lahantsoratra raha averiko eto ity an! ny sry no tsy tao.
En direct de Madagascar
Politique
Nisesy tato ho ato ny fahitana ireo miaramila frantsay miara-miasa amin’ny hery famoretana Malagasy. Nanomboka teny Ivato tamin’ny fitsenana ny Filoha RAVALOMANANA teny Ivato ary mbola tazan’ny mponina tany Manjakatompo Andranomanelatra tamin’ny fanafihana ny fonenan’ny fianakaviana RAVALOMANANA tany an-toerana ny 06 febroary teo. Nampiana isa izany omaly ka miaramila frantsay 48 (eo amin’ny sary) indray no napetraky ny fiaramanidina mpiady tao Nosy Be. Tsy fantatra izay anton-dian’izy ireo fa raha ny fantatra dia efa andiany faharoa izao taorian’ny 24 tonga voalohany izay nolazaina fa hanao fanazaran-tena niaraka tamin’ny tafika Malagasy saingy tsy mbola niverina tany amin’ny tany niaviny hatramin’izao.
Raha ny fantatra dia « légionnaires » Frantsay efa namita fanakorontanana tatsy Mayottes ireo andiany voalohany ireo ary anisan’izany ireo nitifitra nandratra Malagasy teo Ambohijatovo ny 17 janoary 2012. Ny teny Ivato kosa dia tena fotsy hoditra menasofina toy ireo vazaha misalotra fanamiana sy galona miaramila Malagasy.
Nankaiza ?
Mahatalanjona fa tsy misy andrenesam-peo ireo manamboninahitra miseho sarotiny amin’ny fiandrianam-pirenena na dia efa im-betsaka miseho vahoaka aza ireto mpanjanaka ireto. Tsaroana tsara anefa tamin’ny fotoana naharenesana ny fandalovan’ny iraka miaramila avy amin’ny SADC teto Madagasikara. Tsy nisy tsy niteny ireo mpandray vola avy amin’ny FATE ary nitabataba mihitsy fa « manana ny fiandrianam-pirenena Madagasikara ka tsy hanaiky ny hidiran’ny vahiny an-tsehatra velively ». Izany hoe rehefa Frantsay izany dia tsy maha-sarotiny an-dry zareo fa raha avy amin’ny firenen-kafa dia tsy mety aminy.
Côte d’Ivoire 2004
Tsy tokony hadinoina fa ny miaramila Frantsay mihitsy no nandripaka mpanao fihetsiketsehana tany Côte d’Ivoire tamin’ny taona 2004. Rehefa naneho hevitra am-pilaminana manoloana ny hotely nisy ireto miaramila Frantsay ireto ny Ivoariana dia nihanitombo isa ka raiki-tahotra ny mpanjanaka ary dia norarafany tifitra ny tera-tany. Ahiana ho izany ny tanjon’ny FATE amin’ny fanafarany ireto mersenera ireto. Tsy mitsaha-mitombo izy ireo hatreto ary avy any Lafrantsa hatrany fa tsy mba avy amin’ny SADC ahay izay mpandamina ny olana eto Madagasikara.
Ka milay nenay ireo ry Verbeeck a! miara-masa @ miaramila gasy sady miambina ny sezan’ny Zandriany. Mangovi-body mihitsy ry Rainivoanjo mianakavy. Te hirafy aminy eo tsinona koa! io ane lay fahadisoana politikan-dRaosy e! ny tokony hiaro ny seza ndray no natao adversaire. Satria, saika hifehy ny ekonomia rehetra, de TOTAL no tsy hahaiza-miaina ka naika ho soloina TIKOIL. Mba asivo fetrany ny fitiavam-bola be tafahoatra Raosy @ manaraka, fa aza miady ny anajaran’olo, ka ny mafy noho ny tena no kitikitihana. Manao RAVoALAVOMANANA, saka matory no alana volom-bava.
Verbeeck!
efa ny ambompon’i Gasy mihintsy no TOHININ’IREO ka aleo hanao e!!
avelao ahita tsara ireo mpisolelaka ireo fa tsy olona manana vady aman-janaka daholo sy fianakaviana angaha ireo??
nanao fanambarana i Tojo,mazava tsara ny teniny ary miampy ihany ny FAHAVALOn’i domelina,faly aho fa tsy miasa irery
i dada fa efa nilatsaka daholo ny vadiny sy ny zanany izay mahatsapa ny adin’i dada isanandro.
Ho ela velona Ravalomanana mianakavy!!!mankasitraka e!!!homba antsika hatrany Andriamanitra!!!!
ao @ gtt.org ny video fanambaran’i TOJO.R
http://www.youtube.com/watch?feature=player_detailpage
v=ZTcm8spNoEU
http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2010/09/RAPPORT-7-02-2009-RAOELINA.pdf /
ME HANITRA ,NY FAHAIZANAO LALANA DIA HITAKO FA TSY HILAINA INTSONY ,SATRIA NY FANJAKANA RAJOELINA DIA NY TSY FANARANDALANA NY ZAVATRA TENA HAINY KA NY RESAKA BE DIA SOOMARY MAKALEO ARY TSY MANDAITRA @FANDRODANANA NY ASA RATSN IRAJOELINA kamangatak anaoo hanana stratégie vaovao fa tsy hoe hanao resabe fotsiny rehefa vita ny assa ratsn Rajoelina .
Manahoana daolo ,misaotra sy mankasitraka anareo eto@forum sy ireo ao @magro ary ireo zay monba any ara-dalana,kely sisa dia tonga ilay fotoana iarahana miasa ,minoa fotsiny ihany, fa tsy hisy intsony io notam io @manaraka,tonga soamantsara any tany drazana ao ,eto amoron-dranomasina ao zao no manoratra anareo miaraka @neny,misotro cocktail zahay ary manao bain de soleil ,malahelo mafy raha mieritreritra an’ireo vahoaka maro mijaly tsy misakafo,mbola hoavy ny ora iray hifaliana tsika @ara-dalana misaotra ny tompo isika fa izy ihany no mahalala ny andro ny marina ary izy koa no mandrava ny ratsy rehetra.
Manantena an’i Lekely foana i Domelina dia manao toetra tsy zaka ohatran’io kanefa indrisy…:
ALORS, MOSSIE RABE ????????
QUE DITES VOUS DE CETTE VIDEO MISE PAR NJARA ????????????
HA HA HA HA HA HA HA HA HA HA HA HA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
andraso eo Paoly fa mbola misy roa taona sisa dia ho vita ny mandat-ndRajoelina. Roa taona ve sisa dia tsy ho andritsika eny Magro fa telo taona aza efa vita sahady. Asio commentaire io fa tena mahaliana tokoa.
HO FAHATSIAROVANA AN’ NY FILOHA RICHARD RATSIMANDRAVA IZAY OLONA NATAHORAN’NY TSOTSOKA SY NY LOGES MACONNIQUES GASY:
Zao e! azo atao tsara ny mi-détourner fait araka izay tiana hanaovana azy. Voalohany aloha, asaivo miseho masoandro aloha, io journaliste vazaha io, hanontanianay aty, ny maha marina izay lazainy. Inona ny ni-motiver azy hanao an’io, sa zanak’i Dada vazaha. Raha fahenoana azy aloha de Frantsay de souche mihitsy. Ny vola miteny e! ahoana moa ry Loius Michel no tsy hihizingizina hatramin’izao na defa nanao dingan-dava aza ny UE amin’ny fanekena ny fitondrana izao, satria zanak’i dada vazaha. Ahoana ny RFI taloha, tena momba tanteraka an-dRainivoanjo, fa taty aoriana vao lefilefy, satria, kivy Rainivoanjo @ volabe afafy etsy sy eroa tsy manatody na tainy aza. Torak’izany koa ny jeune Afrique, fa tsy hangery daholo. Io ndray ty fa mihetsika tahaka an’i Zanak’i Kadaffhi Seif El Islam ry Tojo, zay tena arrogant otran-dRainy, fa na inona2 ataon-dRaosy, hampiasa ny vady aman-janany hamerina azy eo @ pouvoir, zay voasoratra de vosoratra, tsisy fika intsony. Mipetraha tsara fotsiny, faza mikotrikotrika ady, fa mafy be Zandrinay io. Fampitandremana daholo ireny, de aleo mifitsaka no fahendrena.
Zao ve Raosy vao mody mikoropaka, hoe tsy nanome baiko nitifitra aho, kanefa izy ihany no manamarina ny baiko nomeny zay irréfutable tamin’ireny nanao hoe: » RAHA HIAKATRA NY TOKONTANIN’NY CHAMPS ELYSEE NA LA MAISON BLANCHE VE VAHOAKA TOY IRENY, TSY HANOME BAIKO HITIFITRA SARKOZY NA OBAMA? », midika izany ry kely saina, fa nanome baiko hitifitra RAOSY lian-drà .
Omeko ohatra iray ny maha lian-drà an-dRaosy nareo. Raha nikabary momba ny sécurité tany Toamasina Raosy, ka niresaka momba ny dahalo, de hoy Raosy woe: » Aza tsitsina mihitsy, aborahy hatramin’ny tsinainy ». Ekena, tsy tokony hitsitsy dahalo izany ny mpitandro ny filaminana, fa hita @ireny fanehoan-keviny ireny ny maha sanguinaire azy, ary zay no nampitovian’i Zandry azy @ amiraly Rouge, na hisy rà mandriaka aza eo, tsy hamoizako ny pouvoir-ko hoy izy mitsamy. Ka na inona na inona, Zandry tsy hanaiky ho very maina an’ireny rà latsaka ireny. Mahazo miteny ny very seza rehetra otran-dry Col Charles, ary raha vao RAOSY no mihetsika, defa tsy maintsy misy tsy manan-tsiny mamoy ny ainy ndray ao, zay no tsy hamelana azy hanitsaka ny tany masina malagasy, fa tsy tia olona lian-drà ny tanindrazanay. Mazava a! Amboary foana ny aminy Zandry a! fantatro fa mamaky an-dRabe tsara ise! de mahereza amin’ny adidinao @ tanindrazana, fa ireto taranak’i Hitler ireto, mbola tsy maty voalavo an-kibo, sy lian-drà foana.
Iza ndray zany Rabe no mahatonga an’i Charles tsy hahita masoandro???
http://img11.hostingpics.net/pics/801430vij0110123001FanambaranantsoratranataonnyLtColCharlesAndrianasoavina.jpg
http://img11.hostingpics.net/pics/742920vij0110123002FanambaranantsoratranataonnyLtColCharlesAndrianasoavina.jpg
Samy misy hadisoana daholo rehefa olombelona na iray aza,depuis 1972 nefa nisy rà nandriaka teto mada ny maty tsy lazaina intsony,raha ny enquéte natao rehetra dia tokony mody ampilaminana Ravalomanana ary libre de circulation dans son propre pays tsy misy tokony hamelohan’ azy na kely aza.ARY ny av7 tsy tokony anararaotra andravalo na kely aza na izy aza ny president taminio 2007 io satria ireo franc maçon ireo tena olona ratsy(devoly)miaro ny interêt ao mada sns…..tsy maintsy tafaverina ravalo indray andro.
Les magistrats malgaches condamnent l’instrumentalisation de la Justice !
…..
« Nous sommes bien d’accord que ce n’était qu’un simulacre de procès ( celui du Président Ravalomanana ), puisque ce sont les magistrats eux-mêmes qui dénoncent aujourd’hui la mascarade de justice bananière dans une république bananière » !
« Christine Razanamahasoa accusée d’abus de « pouvoir », de trafic d’influence et de corruption » !!
« Les magistrats reconnaissent des cas de corruption dans la chaîne judiciaire » !
TANANEWS !!!
Questions : Pourquoi ces magistrats ont-ils attendu 3 ans pour manifester leur désapprobation ? Dès le départ, pourquoi n’ont-ils pas dénoncé publiquement la signature de la HCC, celle qui avait « reconnu légalement » cette soi-disant HAUTE AUTORITE DE TRANSITION ?
Si tout le monde ( du moins les principaux responsables ) avait fait correctement leur travail, on n’en serait pas là aujourd’hui !
Ny sazy mendrika ho an’ireo potsista ireo, dia multiplier-na par 10 izay isan’ny taona hijanonany eo amin’io fitondrana nangalariny io, rehefa tonga ilay fotoana !!
Mbola ho jeren-tsika ny toerana higadrà na an’ireo !! Tsy ho vitavita mora ity raharaha ity !
Izao hono ireo miaramila frantsay ireo dia efa « nanolana » zaza tsy ampy taona sahady tany Nosy-be !
KM! izao no fanjakan’ny baroa dia mbola misy ny mankato an’izao.Efa niteny an’ireo magistrats ireo aho fa mba jereo ny sariny any fa mandimandina daholo ny tarehin’izy mianakavy(bouffi) ka efa rakatra ny ratsy nafenina ary mihena ny saôsy dia mimenomenona.Fantatrareo fa tsy tafiditra ho mpianatra ho magistrat ianao amin’izao fotoana izao raha tsy mitsolitra be?
Tena miombo-kevitra aminao 100% zà hatreto KM à ! tena efa fanambaniana sa dia fanalikana sa fanararaotana ny Malagasy mahantra mintsy no misy eto ary dia mihevi-tena ho tsy ho tratry ny aloka mintsy! betsaka ngeh no tokony hatsikafon’ireo Magistrats ireo @ raharaham-pitsarà na tsy izy teto ka inn no andrasany???.
Izay mety ho ambanian’ny tsotsoka sy ny miaramilany dia azy ny azy. Ireo zaza ampy na tsy ampy taona any Nosybe na ao Tanà mety hadalainy dia avelao ho voan’ny SIDA !!!
Afaka ny adidin-tsika ô !!!
Vahiny @ toetsain’ny tsotsoka ny gasy sasantsasany na magistrà sy miaramila. Tsy manao zavatra gratos ireo fa na mpiray rà aminy na fotsy vody toa azy ara ataony maivoka ka maika fa ireto RABE maimbo sofina maintikely ireto !!!
Tena matory mitsangana mirenireny mihintsy ka rehefa mifoha izay vao hoe haody rey olona ! Tsy hisy mpamoha, indrisy !!!
Baby a!efa nipetraka t@’iny faritra avaratra iny aho fa fantatro tsara ny fandehany,
Raha sanatria ka SITRAPON’IREO zaza tsy ampy taona ireo dia MARINA NY ANAO,
fa misy kosa anefa tena tsy fidiny ho azy ireo ary » adala hono izay tia » raha ohatra indray ka fitiavana no manosika azy
ireo,araka izay tsy mahaampy taona azy izay dia mbola mila fitehizana izy ireo nefa iza???iza no handray izay andraikitra
izay ary hoy ianao indrindra @’izao fotoana efa mafy ary sarotra izao???
Tsaroako tsara t@ taona 95 tany ho any dia nisy reny nivarotra ny zanany vao tsy ampy 10 taona akory tao Nosy Maurice
tao namidiny teo @ 25000 ff teo ilay zaza,fa saingy ny nampihomehy sy nampalahelo dia nitory ilay vazaha (frantsay) fa tsy
vitany angaha izay nataony??dia tsy MENATRA!!!ny tiako ahatongavana Baby dia indraindray tsy FIDINY ho an’ireny zaza
ireny ( indrindra raha mbola tsy ampy taona ) ny ho voravirain’izay vazaha SADIKA ireny fa MISY TENA AMIDY ARY IO HITA
@ firenena rehetra rehefa teren’ny tsy FANANANA izay ny olona.
Ary naninona an’i se indray ny SOFIN-dRabe?? hi!hi!hi!!!!!!i Rabe anie hono ka tsotsoka kely fa tsy maintsy be izany e!!ha!ha!ha!!!
sao dia ba hanahaka an’i rabe eto ity ankizy vao gaga an!!!hi!hi!Hi!!!!!!izay vao hiady mivady eo!!!!hay laozana miady @’ i olona ato.
Ranavalona,
Efa tena mitoretra fotsiny zaho eto @ ordi-ko, sady mijery télé no mamaky ny vaovao ato nefa mbola tsy tany @ douche, ny maso efa mikipikipy be, donina hoe mandana matory hi hi hi hi !!!
Fantatro fa misy tsy fidiny ny zaza tsy ampy taona ary izany indrindra no tokony hanagadrà na ireo fotsy vody anti-môla vadin’antitra ireto (détournement de mineur) !!!
Ka ny tena mahadikidiky dia toa afa-maina fotsiny ry les tsy valahara malazo zavatra satria ny alikadia novidiany vola hanaparany ny sitrapony . Eo te hanambady garces koa avy eo vao hoe « Antitra aho vao be ny mendrika ». He zany izy hoe izy indray no manao plenty ! TSSSSSSSSSS !!! Tena mampiteny ny maona mahintsy.
Io mahintsy ange no tena tsy nitiavany an’i DADA izay tsy nanaiky ny fanaon’izy rehetra. Henoko t@ 2004 fa nisy anti-môla fotsy vody, patron-na Zone Franche voan’ny SIDA hono dia « nilalao » ankizy tsy ampy taona tao @ boite de nuit akaikin’ny Sopraity teo Tsaralalà na, tsy nanao kapaoty exprès hamindrany ny aretiny. Noroahan’i DADA hono dia izao namaly faty izao !!!
I Rabe TANAVO niakatra Renivohitra, Soavaly vao niakatra an’i Mahamasina, nahazo tapany @ tenin’isé dia mipili-dramo be. Izy io mmahintsy no voakarama hitady zazakely hatolotra ny fotsy vody ka izany no mampanondrana azy eto @ forum. Ondraondranina nividy kiraro ka ny boaty indray no nanaovany ka ny kiraro nariany !!!
Tafandria mandry indray ary e!!dia tandremo sao manofy an-dRabe hi!hi!hi!!!!
Ze stratégie sy hevitra mafonja hodian-drainareo ry Ranavalona sy Babyfoot, atao, fa inona moa zay tsy vinavina natao teto ny momba an-dRabe, fa e!e!e!, lany andro maminavina fotsiny. Ny anjaranay, de ny mi-riposte @ zay bala afafinareo, ka ny ahy de eto no tena hivalamparako tsara. Rabe rahateo tsy miraharaha vava ratsy sy ompaompa ary manohatra hatrany ny lainga afafy eto. Hainareo eto tsara ny mamadika zava-misy marina ho lasa lainga, ndraindray maharesy lahatra ny marivo salosana ireny, ndraindray tonga de INTOX, be otran’ireny « NAMBANAN’I CHATAIGNIER TOTOHONDRY MAMY RAKOTOARIVELO »….sns tsy voatanisa. Soa fa vonona mandrakariva ny F 16 sy ny R-BOMBE, hamaliana an’ireto. Tia sotasota loatra mantsy, de valiana sotasota koa ny mahatsara azy. Ireto mantsy mihevitra fa tsy manana andraikitra @izao fahasimban’ny ekonomia gasy izao, @ fiziriziriany sy ny blocage nataony hatramin’izay, eny fa na de ny mpandraharaha vahiny zay nampiasa vola tao Mada aza, de mbola nanaovany antso avo hanaovan’ireo mpamatsy vola ankivy koa ho saziana, raha mbola tsy nahafa-po azy ireo sazin’ny mpamatsy vola sy ny UA ny transition. De mikiakiaka ry Rainivoanjo mianakavy fa ny dadany no vahaolana, ambadika manapotika, ambadika miseho ho Mesia. Soa fa Zandry, maherifo, ary tsy manilika andraikitra na@iza na @iza, fa raisiny ny andraikitra refa eo izy, de mampamangy ry RAOSY MAINTY TOETSAINA MIANAKAVY Ô! any @ adabo no hiafaran-drainareo e!
Razafy, Solo: skipped yesterday’s Magro meeting!!
SMM ve efa niverin-dalana fa fayfay?
Metimety ihany koa ny paik’adin’ny UE mametraka ny point sur les « i » any anaty administrations ministérielles efa fôpla rehetra any
___
Mba fehezo ny olonareo ry Rabe Tanora Cdt-Masombody 777: f’ilay charlie Nankany anie hita mibanaka fa MPIDAINA!
mba marina mouuuuuu
__
Mba loza koa ilay Curriculum Vitae’ni Domelina milaza hoe : « tsy sur fa tena ilay nitaiza azy no rainy » Izaho aloha dia tsoriko fa misy fitovizana amin’i Gueant tokoa i Domelina e!
-
Dia aleo samy mahita ry Namy a! Copier-coller :
-
-
-
Voici au fait le CV que j’ai trouvé sur FACEBOOK et qui s’intitule :
- NON Ã Andry Rajoelina,
- NON au Coup-d’Etat,
- OUI à un Regime Démocratique
CV de TGV
- on le surnommait TGV satria izy mahita an’io fika ratsy rehetra io
fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! Tsy nisy tsy
nahafantatra azy ny mponina tao Besarety, indrindra ny manodidina an’i
Dadany mpanamboatra moto.
- 19 ans, nahabevoka zanak’olona ka nomena vola ny reniny hanalana ilay
zaza
- niala tao amin’ny école satria afa baraka, niady tamin’ny frères
rénel ka nodoran-dry zareo ny zandrin’io farany io. Crime étoufée
satria deba no prézidà t@ zany
- deux ans tato aoriana, accident teny Alarobia fa nifoka sy nihinana
amphetamine (ilay namany nandeha fiara teo aloha no maty sur Peugeot
205 GTI 16S menamena) nahafaty olona 5 izay sipa mineur mpianatry ny
LMA Ampefiloha ny iray, fa izy sy ekipa hafa nanenjika avy tato afara
dia avy eo nitsoaka rehefa avy nakà ny zavatra sarobidy rehetra teny
amin’ireo maty :
- Nasaina nesorina ny rond point (croisement entreAnkorondrano / Alarobia visite technique / Lycée technique Alarobia) nailay ilot satria io no diso tam izay fa tsy ny excès de vitesse estimée à plus de 140 Km/h
- Ny anabaviny nampanambadiana an’ilay vazaha tompon’ny le Bus taloha
satria nilà sôsy betsaka nampandosirana an’i Andry (chef du Gang TGV)
tany an-dafy mba hianatra. Fianarana tsy vita, ny tena tratra
nangalatra CD sy bombe de peinture tany @ grande surface tao Paris
- Nanambady an i Mialy par intérêt satria efa niha-faillite ny
fianakaviana: novidian’i rafoza ny domapub ka navadika injet (il a même
dit ne pas être sur de son patérnité)
- t@ andron’i deba, naka vola natao fond tany @ pierrot+facilitation
fampidirana imprimante grand format. takalony: sarin’i ratsiraka ngôôda
b teo ampefiloha lay nankandou b iny, teo am station lasantsy
- nanao afera niaraka t@ concept izay nangalatra ny volan’i ratsiraka
taorian’ny naha exilé an’i lery: nisasahanana ny sôsy ka i concept
nanao afera tany Singapour ary lery niketrika ny ho lasa mpanao pôlitika
- maire: tapitra ny sôsy ka nanao levée de fonds tetsy sy teroa, sous
pretexte hoe reconstruction hotel de ville: aiza lé sôsy reny zao? (4
milliards teo ho eo)
- farany teo : ni debloquer vola indray i rafoza nividianana ny rasil
CAPSAT izay tsy iza fa ex resep daholo ka mora ny firesahana: takalony,
fiverenan’i Ratsiraka izay olona tokana henoi’ny CAPSAT teny.
- Ny rafonzan’I Andry tsy nananana soupcon mihitsy taloha satria nahay
nilomano foana miaraka amin’izay mpitondra teo foana (pro-ratsiraka
miasa mangiana)
Mbola misy resaka hafa maizina any fa hivoaka f’aza taitra e!!
Avohay mba ho hitan’ny olona ny cv-ny.
Ampamoaka @izao izy eo @fitodrana izao.
Aboridano mihitsy e
Zaraina ny marina rehetra
Il faut publier ce CV dans le Courrier international – le Monde -
ex…bref les médias internationaux
Voilà je n’ai fait que copier et coller texto !
Ary tena ny volam-bahoaka no ampiiasain’ny tsy mataho-tody !
niaraka tamin’itony :
http://www.midi-madagasikara.mg/images/stories/inedites/110212/2.jpg
Ny tomponan’andraikitra tsy mainsty samborina, fa olona tsy vanona !
-
http://www.topmada.com/wp-content/gallery/samedi-rouge-marche-vers-ambotsirohitra/_RAW0267.JPG
-
http://www.topmada.com/wp-content/gallery/samedi-rouge-marche-vers-ambotsirohitra/_RAW0226.JPG
-
We’ve lost a great diva !! By Whitney !! In memoriam !!
Naleoko lavitra aza nijery ilay sarin’alikanareo sy i Njara iny ry Josefa
toy izay ireto olona nasehonao ireto.Makando be mihintsy ny mijery azy!!!
Tena bola tsy misy DIKANY raha izay io CV io fa nisy hitako nivoaka tary @ Topmada efa t@
2009 tena manambara ny maizina rehetra,hatr@ FANOMPOANTSAPINY sy zavatra mba nianarany
tany frantsa MAGIE noir dia io izy io MANOMPO ARY TENA TOMPOINY MIHINTSY ilay SAMPY
izay no mahatonga azy MIANTSY ady lava io fa miantehitra mafy sy MITSAPA NY HERIN’ilay SAMPY
izy io ka dia manara-po,fa tsy fantany fa misy farany io.
Tsy mahita ve inao Razefa, fa ny fijorony, ny fitsangany, ny fiteniny, ny fomba entiny midina eny @ vahoaka, manao asa soa, ny fananganany ireo foto-drafitrasa misongadina be ao anatin’izao krizy izao, de hitsarana fa mifanohitra be @ tsanganany ny zavatra lazainao eto. Azo atao ny mamoromporona handotoana olona araka izay tiana, politika io, fa ny vono olona nataon’-dRaosy, zava-misy tsy azony fafana, ny relation extra conjugale tamin’ny Onja Tinondia, tsy azo hadinoana, ny namoanana ny vola devise aman-tapitrisany tao @ banque centrale Tamatave talohan’ny nandosirany, zava-misy mitohaka @ tenda, ny fividianana Air force one I, II tsy lazaina, ny vola 100 millions de dollars MCA avy tany @ USA, natokana ho an’ny tantsaha, mody nanaovana vitrine teny Iavoloha, zay nomena isan-taona, nanjavona…sns, de tohizo fa hivoaka @zay ny faran’izay zokiny, fa zahay woa tao anatiny nahita ny hadalany, fa hivoaka eto @zay ireny scandale be nataon-dRainivoanjo tamin’ilay serveuse kely nitomany nifokofoko nampalahelo tany Parc Ankarafantsika, ary ny détail maha andriambody an-dRaosy tao Swaziland tao, miaraka @ porofo raha ilainareo, fa calme fotsiny Razefa a! JIOLAHIMBOTO anie tsy misy otran-dRaosy iny e! Ramama Lalao no mijaly sy mampalahelo. Ny fianakaviam-badin’ny Zandrinay aza, nanavotra azy, ary tena nahavoa mihitsy zandrinay, fa avy namboariny aloha Sarah, de niterahany, de natsangan’ny dadanareo ny zanany, mbola nahita intérêt tamin’i Mialy très belle, sady manankarena, no nampiakatra azy ny fianakaviany, fa ny an-dRaosy, baraka no nanaraka t@ Onja sady niafara tamin’ny démission ny hadalana rehetra,very ny seza volamena no mbola nitsoaka nandositra any an-tanin’olona tsy mahazo mody an-tanindrazana intsony. Tsy ny dadanareo ve Razefa be, no tena mitsako kininina, de ampio foana fa mbola tsy ampy le CV n’ny Zandrinay, fa reraka sy marary fo eo woa! misy mikitro-nify mihitsy sy manozonozona any ho any zay mamaky ny tenanay a! aza mba Zefa 104 miteniteny foana otran-dry Joseph itony, fa ampitsakoan-dRabe kininina eto vao mitranga.
Marin’an: asa soa ho an’ny olona MISY TANDROKA ISANY no totonsain’i Andry Rajoelina!
‘ty vava ry bogor: i Andry Rajoelina dia tovolahy
- mpidaina
- criminel
- mpanolana
MASAHIA MIJORO HOE LAINGA IREO tanisaiko ireo
__
‘ty tena tsisy fotony kou
To THE VOICE, rest in peace:
Merci Bemafohy !!!
-
Communiqué : Tous ensemble sauvons Madagascar
Publié le Dimanche 12 février 2012 à 19:43
La diaspora de la Réunion lance un appel
TOUS ENSEMBLE SAUVONS MADAGASCAR
La diaspora s’est réunie samedi ce samedi 11 Février pour réfléchir ensemble sur les évènements dramatiques qui secouent le pays 2009.
La première partie de la vidéo sur les réalisations de Ravalomanana en 7 ans de pouvoir a convaincu les plus hésitants de l’assistance. Madagascar sous son égide était effectivement sur la voie d’un réel développement et d’une réelle indépendance à tous les niveaux ; économique, industrielle, sociale, et…politique. Madagascar était en passe de se hisser parmi les pays phares du continent africain. Mais les putschistes l’ont arrêté dans son élan.
Ce développement rapide de Madagascar n’a pas plu à la France, qui, de 1er partenaire (600 entreprises) se retrouvait tout d’un coup à la 5è place.
Les dénonciations du Colonel Charles Andrianasoavina sont exhaustives ; et l’attitude de la France ouvertement favorable à la HAT, montre sa volonté d’écarter définitivement Ravalomanana, qui bousculait ses intérêts économiques à Madagascar.
La deuxième partie de la vidéo a relaté les préparatifs de la diabolisation de Ravalomanana. Il fallait le taxer d’assassin, de voleur, et le prouver. D’où la provocation de Rajoelina et de ses sbires en entraînant les petites gens à l’assaut d’Ambohitsorohitra, le palais présidentiel, ce 7 Février 2009.
Les tirs ne pouvaient provenir uniquement du palais ; voir la déclaration de Monja Roindefo parlant de tirs croisés ; et le rapport du Général Raoelina)
Andry Rajoelina, auteur du coup d’état, auteur du carnage d’Ambohitsorohitra se retrouve aujourd’hui à la tête de l’état avec ses sbires, impunis, et bloquent le processus de sortie de crise. Forts de l’appui de la France, les putschistes méprisent et tuent le peuple malgache à petit feu. Un participant a fait remarquer que le nombre de morts indirect depuis trois ans à cause de la misère et de la pauvreté rampante est de loin supérieur à celui du carnage du 7 Février.
La diaspora ne peut garder le silence devant cette situation. Elle doit prendre à profit le fait d’être loin des bombes lacrymogènes et des intimidations, pour agir et réagir, pour que Madagascar retrouve ses droits.
Nous lançons un appel à chaque citoyen pour prendre ses responsabilités avant qu’il ne soit trop tard.
L’appel s’adresse aussi à tous ceux qui ont un pouvoir de décision à tous les échelons, à tous les intellectuels ; professeurs, fonctionnaires, magistrats, hommes d’églises, militaires ayant encore un brin d’honnêteté, pour que nos enfants ne nous taxent pas de lâches, de pleutres.
De l’intérieur, un blocage administratif à grande échelle, et une grève générale pacifiques ont déjà fait leur preuve.
A l’extérieur, nous lançons un appel à tous les franco-malgaches à utiliser leur voix pour sanctionner Sarkozy lors des prochaines élections, et d’autre part, d’interpeller l’opposition concernant sa future politique à Madagascar.
Nous considérons comme une invasion l’arrivée de militaires français soit disant pour une mission d’instruction, et nous le dénonçons avec force.
Par ailleurs, les désinformations distillées par les médias étrangers francophones sont des poisons mortels pour la masse.
Andry Rajoelina vend bel et bien Madagascar à la France.
En bons malgaches que nous sommes, nous disons NON A LA RECOLONISATION DE MADAGASCAR.
Vive Madagascar
La Diaspora de la Réunion.
-
Valovotaka La Réunion
Njara! merci pour ce communiqué.
Je confirme que les medias étrangers francophones continuent à dissimiler les réalités malgaches au monde entier.Ethique n’est pas français.
Ny tapak’ALIKADIA ambony no manao posts 1 @ pseudo 2 na 3 !!!
TenAndana mnkany @ centre de désintoxication
(suite)
Ny tapak’ALIKADIA no manao post 1 @ pseudo 2 na 3 !!!
NIPIKA tanteraka lery ‘kou leaza a !
I se ange hanofy ratsy eo no hiafarany ry Baby e!!hataovy eo ary!
sady manahaka oah an!!tandremo!!!
efa mba novalian’i se ve aloha ilay fanontaniako t@ alina fa tena nanitikitika
ny saiko be ilay izy e???
Tsaramandry indray ary e!!
- Aiza ho aiza ry Mpitari-tolona isany : Raveloson, Rakotoamboa, Mamy Rakotoarivelo, Me Hanitra, Naika,…… ny fitondranareo ny vahoaka a ?
-
Tsy hisy sahy hitarika RODOBE foana ? Sa dia efa mialvo lefona, ka aleo hanjakà n’ny vazaha ny Tanidrazana ?
Selon CONFERENCE DE BANDUNG
1) Respect des droits humains fondamentaux en conformité avec les buts et les principes de la Charte des Nations Unies ;
Règlement de tous les conflits internationaux par des moyens pacifiques, tels que négociation ou conciliation, arbitrage ou règlement devant les tribunaux, conformément à la Charte des Nations Unies ;
2) Respect de la souveraineté et de l’intégrité territoriale de toutes les Nations ;
3) Reconnaissance de l’égalité de toutes les races et de l’égalité de toutes les Nations, petites et grandes ;
4) Non-intervention et non-ingérence dans les affaires intérieures des autres États ;
5) Respect du droit de chaque Nation de se défendre individuellement ou collectivement conformément à la Charte des Nations Unies ;
6) Refus de recourir à des arrangements de défense collective destinés à servir les intérêts particuliers des grandes puissances quelles qu’elles soient ; refus par une puissance quelle qu’elle soit d’exercer une pression sur d’autres ;
7) Abstention d’actes ou de menaces d’agression ou de l’emploi de la force contre l’intégrité territoriale ou l’indépendance politique d’un État ;
9) Encouragement des intérêts mutuels et coopération ;
10) Respect de la justice et des obligations internationales.
Le Réseau Voltaire ne vise pas à promouvoir une idéologie ou une vision du monde, mais à développer l’esprit critique de ses lecteurs. Il privilégie la réflexion sur la croyance, les arguments sur les convictions.
La France épinglée par le réseau en Syrie !