Tojo Ravalomanana mivady : sahy niatrika hatrany !

tojo1
Nirodorodo tany Manjakatompo trano fonenan’ny Tojo Ravalomanana mivady ny faran’ny herinandro teo, ireo delegasiona avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, notarihin’ny Me Hanitra razafimanantsoa, miaraka amin’ireo mpikambana sasantsasany ao amin’ny CT sy CST. Fijerena ny tena zavamisy marina momba ny fidirana ankeriny nataon’ny Dst no nataon’iy zireo tamin’izany.
Nisy ny fanambarana nataon’i Tojo Ravalomanana mivady mikasika iny zavanitranga iny. toy izao ilay fanambarana.
Fisaorana an’Andriamanitra lehibe no ataonay mivady tsy maty fo aman’aina. Ary dia mitrtro ambavaka mandrakariva ho an’izay manenjika anay izahay.
Ny Alatsinainy alina 06 Febroary 2012 dia tonga teto an-tanananay ny DST. Namaky sy nitifitra ny tato an-trano izy ireo, nefa dia fantany tsara fa izahay mivady dia tato anatiny.
Isaorana lehibe Andriamanitra fa tsy tratra ny voina izahay mivady, fa ny alikanay kosa dia voatifitra teo amin’ny tendany.
Tsy takatry ny saina ny tohin’ny raharaha raha toa ka izahay mivady no voatifitra teo.
Ireto ny bala nampiasina tamin’izany : ny iray tsy nipoaka, fa ny iray kosa dia nahavoa ny tendan’ny alika, izay miady amin’ny fahafatesana ankehitriny.
Nangataka ireo DST izahay hiara mivavaka, mialoha ny fisavana ny trano fa dia tsy nanaiky mihitsy izy ireo.
Nahatratra ny tanjona tiana nahatongavana tokoa ireo DST satria dia tena natahotra sy nivarahontsana mihitsy izahay, indrindra fa ny vadiko izay mba vehivavy ihany.
Tsy izahay irery anefa no Mlagasy voalohany no sady farany, tratra sy mizaka izao fampihorohoroana ataon’ny HATizao.
Izao dia fanambarana ampahibemaso ny tsy fisian’ny lalàna sy fanitsakitsahana ny zon’olombelona eto Madagasikara.
Eto aho dia mijoro amin’ny maha malagasy ny tenako, izay leo sy viazana amin’ity krizy politika ity.
Ary mampatsiahy fa ny tany dia indrana avy amin’ny taranaka faramandimby fa tsy lova avy amin’ny Ntaolo
Ny hoavin’ny firenena anefa di amiankina betsaka amintsika tanora. ny fampianarana sy ny fitondran-tena mendrika no mahatonga olom-banona.
Ny fahantrana no tokony fahavalon’ny malagasy rehetra voalohany fa tsy isika samy malagasy mpiray tanindrazana velively.
Ny mpitondra fanjakana no tokony fitaratra sy modely hanome ohatra tsara ho an’ny vahoaka. Indrisy anefa fa Ramatahora lava izao sy ny tsy fandriampahalemna izay mitarika amin’ny fihemorana no mitranga eto amin’ny tany sy ny firenena.
Manao antso avo ny fianakaviambe iraisam-pirenena izahay. Mangataka fanamafisana ny fiarahamiasa amin’ny fitadiavana vahaolona maharitra, mba hialana sy tsy hiverenan’ny krizy intsony, izay efa mianjady lalina amin’ny fiainan’ny vahoaka malagasy.
Mitrotro am-bavaka tsy tapaka ny tanindrazana ny vahoaka malagasy, mba hampahery sy tsy ho very fanantenana, ka hahita ny maraina vaovao indray i Madagasikara.
Homba antsika mandrakariva anie Andriamanitra.
Taorian’izay dia nisolo tena azy mivady namaly ny fanontanian’ny mpanao gazety, izay tonga tany an-toerana ny Me Hanitra Razafimanantsoa. Nambaran’ny tamin’izany fa tsy ara-dalàna ny fisavana nataon’ny DST ny trano fonenan’ny Tojo Ravalomanana, satria tsy amin’ny ora tokony hanaovana izany. Misy ambadika politika hoy izy iny zavanitranga iny. Fanaovana toera-tsy zaka ny akolafy Ravalomanana ihany koa. Terena hoy hatrany izy hiala ao anatin’ny tetezamita izahay. Efa mandray andraikitra izahay ao anatin’izany tetezamita izany, ary tsy vonona hampitsahatra  ny fampiharana ny voalazan’ny tondrozotra. Manolona ny zavanisy dia hitory ny DST i Tojo Ravalomanana mivady.

48 pensées sur “Tojo Ravalomanana mivady : sahy niatrika hatrany !”

  1. Dia mba gaga ihany aho heo: aiza ity vao2????
    Aza hamelana raha tsy alohany htr@’ny iraimbilanja Tojo a!!!
    Hita mihintsy hoe: fialonana! dia efa miomana ialahy hisolo an’i dadan’ialahy rehefa any aoriana
    any fa hiatan’ialahy izao ny FANGIRIFIRIAN’NY TANINDRAZANTSIKA @ hafitsok’ireto alika mba
    tsipazan’ny MPANJANAKA TAOLANA dia mba MANJAKAZAKA ery.Izany no alehany rehefa matim-bola.
    Voavidy ireo e!!nihevitra izy fa hampitahotra dia hiala tao ry zareo dia tsy avelany hiverina koa i DADA!!!
    Ataovy lalindalina ihany ilay lavaka hisitrianareo ry foza a!!

  2. Matatesa leitsy ah!!!! i dadan’lah no nametraka ny kolotsaina hoe (izay olona mitady hisongadina sy tsy tiako dia fonja sy fanapotehana no miandry)

    Ny fanjakàna tarihin’i FILOHA RAJOELINA dia miady mafy haningotra io kolotsaina napetrakin’ny dadan’lah io, fongorina teto io kolotsaina hanaraka ny dadan’lah any @ zay tany hafatesany any

    @ manaraka rehefa tonga ny iraka avy @ fanjakana hanao fisavàna dia sokafy avy hatrany ny vavahady sy ny varavarana, mba tsy hisian’ny fampiasankery,

    Ary aza ampirisihina alika ireny iraka ireny, na hodiana tsy henoina rehefa mandondona fa hoe variana manao @ sôlafa elah, mba tsy hisian’ny alika vôtifitra eo @ tendakeliny sy fitaratra vaky.

    Efa fantatra fa miantsy fampiasan-kery avy @ fanjakàna lisany RAVÔLAVOmanana ireo, dia io fa mivovo hoe miady @ fahafatesana ny alika e!!! ramatahora eh!!!!!! vaky ny vitre eh!!!! katsaka tsaramaso!!!!!!

    Ny DST ary mbola nandondona t@ voalohany, fa any @ firenen-dehibe izay tahafin’lah be konetaka io, avy hatrany dia zerana vy be ny varavarana na ny vavahady hivoha.

  3. Very hono ny sainan’i TGV dia notadiavina tany amin’i Tojo satria hono i Tojo mahay ary i Domelina koa mihevitra azy ho mahay dia nirahina tany ny maty eritreritra isany dia nilaza ny tompon-trano hoe: ataoko inona koa sain-bitro fa anontanio ny alika dia nilaza ity farany hoe:nataoko kilalao dia potika dia notifirin’ny maty eritreritra ny amboa dia potika ihany koa ilay kilalao.Tena lany fanahy izaho amin’ny habibin’ny sasany. Ho na’i Tojo:

    http://youtu.be/KMjym0QMME4

  4. Tsy misy miala intsony eo fa efa fantatra fa efa mipeli-drambo ery ity jiolahy
    MPISANDOKA( i voninahitsy io) haka ny toeran’i Mamy R. Efa nanao sonia
    ianareo dia tanterao hatr@ farany sao hanome seza an’i domelina fotsiny,izay koa no tadiaviny,hanao toatra
    hiakarana anareo ankolafy dada.Dia miady ianareo PORETO izay nanao SONIA nandany io FR io,fa tsy izay
    mahafalifaly an’i domelina no tanterahana dia ny sisa AVELA,anareo ny anareo fa te hanao aminy eo!TEREO!!
    rha tsy nandany an’i domelina ho filoha indray ianareo dia afaka niala mora2 fa saingy ny hanome seza an’i
    foza dia HIPITIKA hataoko fa tsy METY e!!!
    Dia mahereza daholo ry havana isany!!courage M. Hanitra a!mba mihetsika akia a!efa fantatra fa tsy misy ara-dalana
    eo koa aza kabariana intsony fa leo be ilay NAMAKO ato @’ity serasera ity, izay hatao hatao fa ireo tsy hiova eo akory
    na HIDRADRADRADRA isanandro eo azy indry fa tsy RARINY e!!efa voavidy ho @’izany ireo amboho razana ireo.

  5. Fampihorohoana tsy hisian’ny demokrasia ary tsy isian’izany sata repoblikanina izany
    no tian’i Rajoelina hapetraka eto ary ny hatahorana ny tsy isian’ny filaminana mihintsy amin’ny lafiny rehetra . Tsy fahaizana no fijeriko an’io satria tsy natao hipetraka amina seza politika izany izy na ho mpitondra Firenena izany. Ny frantsay no mampanao fitaovana azy
    Ho an’i Mydago e : aza tapahina ny vidéo e !!! fa asio foana ny articles rehetra toy ny teo aloha e !

  6. zao no ataon’ny dadany kouh!!!! (La Gazette de la Grande Iles)
    Afrique du sud: Enquête sur des armes importées par Marc Ravalomanana
    Lundi, 13 Février 2012 08:43
    Affrontant des difficultés pour revenir au pays, Marc Ravalomanana n’est pour autant pas tranquille en Afrique du sud. La sympathie qu’aurait pu occasionner au sein de l’opinion publique sud-africaine les tentatives de retour au pays, risque en effet de se retourner très vite contre lui.
    D’après une dépêche de l’AFP (Agence France Presse), le principal parti d’opposition sud-africain a demandé dimanche l’ouverture d’une enquête après la publication d’informations selon lesquelles Pretoria aurait facilité la livraison d’armes à l’ex-président de Madagascar lorsqu’il réprimait les manifestations contre son régime.
    « Le Comité national de contrôle des armes conventionnelles devrait immédiatement autoriser une enquête sur des informations selon lesquelles (l’ancien président Marc Ravalomanana) a utilisé l’Afrique du Sud comme point de transit pour importer des armes anti-émeutes chinoises, avant le coup de force de 2009 » qui l’a chassé du pouvoir, a déclaré un député de l’Alliance Démocratique (DA), David Maynier, dans un communiqué.
    Selon M. Maynier, le Comité a aussi autorisé la vente de matériel anti-émeutes à Madagascar, pour un montant de 2,3 millions de rands (230.000 euros), en 2009. L’enquête parlementaire de l’Afrique du sud sur cette autorisation de vente a déjà fait l’objet d’une enquête parlementaire en 2010, a été rapportée dans nos colonnes dans le temps. Le clan Ravalomanana se faisait alors plutôt discret.
    D’après toujours l’agence, « ce matériel a été « exporté à destination des forces militaires ou paramilitaires juste avant le coup » à Madagascar, a-t-il ajouté. « Il y a avait donc une forte probabilité que ce matériel anti-émeutes soit utilisé pour la répression interne », souligne-t-il ».
    Cette demande d’enquête intervient après la publication par WikiLeaks d’un câble diplomatique américain de 2009 indiquant que M. Ravalomanana a utilisé l’Afrique du Sud comme point de transit pour des boucliers, des armures, des gaz lacrymogènes, des balles en caoutchouc et des uniformes en provenance de Chine, lors d’achats massifs de matériel de contrôle des foules. L’auteur du câble soulignait qu’un tel équipement pouvait être mortel, placé entre les mains des forces de sécurité malgaches, mal entraînées ».
    Pour contrôler le pays, M. Ravalomanana peut bien importer des équipements beaucoup plus mortels. Avec lui, on peut s’attendre à tout, disait son entourage.

  7. Parti d’opposition Sud Africain hi!hi! de inn no tiana hahatongavana ???? indrindra AFP!!! ho an’zay donton’ny fanjanahana no taitra am’zany!!! vaovao hafa alefa eto ry vahoaka sandoka fa eto tsy andairan’ny vaovao viva à!

  8. Atao ahoana fa dia tsipaky ny miala aina ny an-dry Rajoelina mianakavy dia manao asan-dahalo sisa.Sorena tamin’ilay tsy nahazo olona tamin’ny 07 febroary 2012 teny Ambohitsirohitra dia ny zanak’olona tsy manan-tsiny avy no tsy hahaiza-miaina.Dia io fa afa-baraka indray . Ataovy ihany e ! Mitombo ihany ny coten-dravalo amin’ny hagegen-ireto andevon’ny frantsay sy karana ireto .

  9. La gazette ben’i vahoaka tsy mahagaga, no sady tsy misy ilàna azy e!

    Izany angaha sisa no fampandrosoana ny tolon’ny vahoaka foza eeeee!!!!

    Tazony ho anareo any izay rehetra lazain’ny la gazette-nareo e!

  10. Donakely dia @ fo dia sixe kely dia gluoglous dia ndana mody dia ndana mody…( tsy azo tohizana)
    Hainareo ilay kilalaon’i ankizy iny????

    Mba tonga saina kely aloha i Beriziky fa tsy teny Ambohitsiroatra t@ 7fev e!
    ary nazavainy tsara ny antony hoe: mba tsy hiandany bla bla bla fa (efa hainytsara fa iza no nanao ireny),
    dia ny faharoa koa hoe: noho ilay fanafiahana teny @ Tojo R, mba NISY JERY IZYtamin’iny kosa aloha e!!!
    sa ahoana hoy Kintana?? ( aleoko aloha ny ahy no hatao tonga aloha sao mahazo eto).

  11. ka inona anefa zao no vitanareo eto e??? vava be? nankaiza dadanareo??? aiza nareo zao? nahazo fitondrana??? ny ho hitanareo eo fôna no mba vava avoaka fa zao aloha mbola anay vahoaka ny fitondrana!!! ALAIVO NY FITONDRANA RAHA TENA MAFIBE!!!! KELY AINA NEFA TE-HIVARO-BOUDY AN-TSENA!!!! MAHAVITA INONA ANEFA ZAO ETO AMIN’ITY FORUM ITY???? TSY NY VAVA SY NY SORATRA FOTSINY NO MITABATABA ÔTRAN4NY VOUDY MANGERY??? AH!AH!AH!

  12. Tena heloka be vava mihitsy ity nataon’ny zanak’i Valo ity. Tena mitovy amin-drainy mihitsy ingahy kely io an! Aiza ve ka izy mamo indray no miantso polisy. Rongony be izao no tratra tao an-tranonao dia ianao indray no miantso hoe tsy rariny ilay fisavana. Fa milaza azy ho iza loatra ilay io e! Raha ny tokony ho izy dia tokony avy hatrany dia nosamborina tsy nisy hatakandro. Eo dia mody sarotsaronana amin’ny hoe fivavahana ilay ratsy vita. Aza atao fialokalofana hoa ny fivavahana ry mpihatsaraivelatsihy a! Dia i Valo navela mihitsy ialahy a! Tel père, tel fils!

  13. Transition 4, 5 , … taona no tadiavin’i prezidà mpikiky diska @ alina hapetraka eto Madagasikara, aiza indray izy no ahita fiadanambe toy izao, halatra sy fandrobana, vono moka, voninahitra, tsindrio fa lavo, … izany ihany no mba hany fatatr’ity DJ malaza ity, fa inona tokoa moa no mba fahaizana ananany eo, izany no tena hoe « zéro manatody », bado nahazo fitondrana t@ fahaizany nanambaka ireo vahoaka dondrona tsy manantsiny, ary efa mahafantatra izy fa ho zara raha ahazo 5% raha tonga tokoa ny fifidianana, ka aleony tsy hisy mandrak’izay izany fifidianana izany, fa ny zavatra hamafisiny anefa dia ny fividianana ny miaramila gasy hiaro azy, hatramin’ny fiantsoana ireo tafika frantsay sao mivadika tampoka ireo miramila gasy tanana ankavanany, sy ny fanagadrana ireo miramila mitady ny fahamarinana. Tsy mbola nisy anefa izany mpanongampanjakanav sy ny mpanao ratsy t@ firenena naharitra mandrakizay izany erantany ary na teto madagasikara aza fa todio kely ny tantara, fa tsy maintsy misy farany io, ary ho toy varatra be milatsaka ny fianjerany, ary ny an’i ingahy DJ dia efa antomotra ka izay no mampirongatra azy toy ny alika romotra io.

  14. Manahoana daholo ny havako isany!!

    Fa izao: « hoan-tsika rehetra monohana ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana, isika rehetra légastes, isika rehetra mahatsiaro-tena sy mihevitra ny tenany ho démocrates!! »

    Ity misy « pétition en ligne » napetrak’i débile profond ao amin’ny site-n’ny MT,ho fiadina ny fazahoan’Atoa Ravalomanana Marc ho fidina!

    Ity ilay rohy: http://www.petitionpublique.fr/?pi

    Enga anie ka handeha tsara!

    Izaho efa nanao sonia!!

  15. Adinoko!

    Aoka isika hanaparitaka any amin’ny rehetra any, indrindra mba samy hanao sonia!!

    Ianareo koa ry i Denise, cdt massoud, rabe,vahoaka etsetra… Raha milaza anareo ho « démocrates ianareo » manaova sonia! Fa inona moa no hatahoranareo?? Raha jerena amin’ny fatokisan-tenanareo eto!!??

    Ndao ary ty izy! Ndao daholo hanao sonia!!!!

    Ary aza misy miala-pas mihintsy an!!

  16. aey tsy misy rohy manohitra ny fodiana angah ry neninoro???ah!ah!ah! matoa hanaovana petition dé tsy ny vahoaka izay no mitaky e!!!! fa rehefa ny vahoaka no mitaky tsy mila pétition fa tonga dé miala izay mpitondra tsy tiany ôtran’i ravalomangana!!! ah!ah!ah!

  17. Mba manana ny minimum tokony ho fantatra ve alou ny vahoaka sandoka sy denise mpivaro-pika vao mba miditra eto é…Parti oppositon Sud Africain dia Parti mbola manohana ny Apartheid ka tsy maha-menatra ve ny maka izany ho namana???… nefa mou tsy mahagaga fa ny foza ve mba hahalala menatra!!!! vavaka aza no hiantsoana olona kanefa fitoriana fankahalàna no hanaovana be feo @ farany!!!! dia mbola malagasy inn no ho azonao @ zany????

  18. Neninoro! Efa nanao sonia izahay.

    LOI D’AMNISTIE : la SADC a réitéré une fois de plus la nécessité de l’adoption de la loi d’amnistie pour la fin de ce mois lors de sa réunion qui s’est tenue hier au Cap en Afrique du Sud. « Nous exhortons les parties prenantes malgaches, y compris le président Rajoelina, à hâter ce processus » a déclaré le vice-ministre sud-africain des relations internationales. Marius Fransman

  19. Raha hendry ry Njara tsy io no tokony atao, fa mandehana mamory vahoaka, de miakara eny Ambotsirohotra a! raha vitanareo zay de tena voaporofo fa populaire be Rainareo fa tsy otran’ilay olona marobe te hijery spectacle mitovy @ fitsenana an’i DEBA, t@21 Janv teo ireny. Mba nisy ihany anie, tamin’ny 7Févr teo zanak’i dada mba tonga teny, Ambohitsorohitra fa vitsy an’isa kely, de nihafihfy tsy nahita apoaka tery an-jorony tery, nangery an-joro araka ilay lazainareo iny. Jereo ane le teny Mahazoarivo e! olom-bitsy kely nila ady, de ny riverains de nampitsoaka nandositra an-dry Mamy sy ny Magro mba tonga teny.Reraka sy lany mondro kely eo woa, fa ny fotoana mandeha ihany. Hivoaka tsikelikely eo foana ny hadalan-dRainivoanjo toy itony vente d’arme illicite itony, ary tsy mahagaga izy, raha nifidy an’i SUDAF hanaovana sesitany. Raha ny UA woa no sisa azo hiarovan-tena, ny grandes puissances efa miala bala tsikelikely, ary jereo @ fihetsiky ny ambassadeur UE tatoato ireny. Vive la France e! de misaotra ny AFP koa! io koa no mbola porofo, fa nivonona marina handringana vahoaka Raosy lian-drà. De midira matetika re ry VAHOAKA fa tena mila anareo ny tanindrazana a!

  20. Rainitay !

    Efa nanao tsy hamaly aho anefa….

    Ny fifaliana manompo ny vazaha ketrehina, ary mifalia oa fa ho faly ny zanakareo vavy, sy vadinareo, sy ny reninareo, fa ho voal……tsara dia hiteraka metisy vazaha !Sady miaramila tany afrika no hampiteraka azy .

    Ary raha hendry, hajao tsara ny tanindrazanareo vazaha, fa tsy misy instony izany madagasikara lazainareo fa tanindrazanareo izany !
    Raha tena Mpangery an-joro, dia mbola mamaly ity ! Vonoy sy enjeo izay gasy manohitra ny zandrinareo izay tsy ho afaka ny tsy ho andevom-bazaha intsony.

    Tezitra ve izaho ? eny satria izahay zanak’i Dadanay dia tonga saina fa namidin’ilay vendrana alika io toka ny Tanindrazanay.
    Ary raha tsy tezitra amin’izao dia isan’ny Mpanohana ny Mpangery an-joro toa anareo !

  21. Aza tezitra dà a! tsy tezitra ianao fa malahelo ny tanindrazanao,
    toa ny Gasy rehetra manana ilay toetsaina Marina sy mahitsy @ rariny,
    toa ireo Gasy rehtra mahatsiaro fa mila vonjy Gasikara,koa tsy misy tsiny fa mety tsara ny famalianao
    io olona adala ASESI-JAVATRA MAFY io. Manana olana mafy koa izy fa aza omena tsiny fa tsy FIDINY
    ho azy fa VOAVIDY ,bizina io ry se a!!aza marary fo @’izany.Mahereza fa tsy maintsy mandresy ny TOLONA!!!

  22. Ka aiza foana izy ty e! zay atao toa tsisy fahombiazana na de ny pitiny aza! eo no tonga fofona vetivety otran’ny Rana tsy misasa eo. Miverimberena matitika ao @ salle d’eau Rana fa be zao ny orana @zao cyclone zao a! manjary mahamenatra @n-dranadahy Njara!
    Dada moa ty tsy ho tafaverina intsony, zandrianay mihamafy hatrany ny sezany. Te tsy hahay politika tsinona koa! mila raharaha otran-dRainivoanjo, ka any @ henjana noho izy no nitsapa hery, zandry sy reny malala io a!
    Ireny koa no marika, fa olona tia ady Raosy iny. De mba fitenina filoham-perenena ve ireny, miantsy ady ireny » tsapao aloha ny herinao, vao mitsapa ahy », de iny nampiseho ny heriny iny tokoa t@ 7 févr 2009, ka nanao akoholahy fataka, de nandositra. Raha tsy nahavita ratsy tamin’ny tanindrazany iny, tsy nandositra izany. Fa inona no anton’ny nampandositra e? zay no tsy mazava hatramin’izao, natahotra valifaty noho ny crimes natao ve, sa natahotra ho any Tsiafahy, sa raha ho faty aho, matesa rahavako, io rahavako io moa tsy iza fa ry zanak’i dada zazasary rehetra. Kay kely aina fa ny taimbava no betsaka, de mody Andriamanitra io foana no hanafenana ny hadalana. Matoritoria re Raosy ao Atsimotsimo ao fa hanateran’ny zazasary hena a! eisy ah le OSY e!

  23. Minono vazha atao ry rainitay a !
    Raha hendry sy marina efa natao tany amin’ny CPI ny fitoriana ny Mpamono olona, saingy miantso ny frantsay tsy hanao izany satria, mazava fa ny Mpivarotra Tanindrazana sy ny alikany no nanao izany !

    Na hiodi-kavia iny na havanana, matin’ny olona no hiafaràny !

  24. http://youtu.be/faKFcfytlxU

    When I’m down and, oh my soul so weary
    When troubles comme, and my heart burneded be
    Then I’m still and wait in the silence,
    ’till you come, and sit awhile with me

    You raise me up, so I can stand on mountains
    You raise me up, to walk on stormy seas

    Quand ma « brune » la chante, je « mitsonika » !!!

  25. « troubles come », nisy diso tsipelina kely !

    Nisy maopera frantsay niteny hoe : Tsy ho ela velona ‘lay kely io !!

  26. Mopera frantsay aza, tsy nanan-dRainareo antra, noroahina tsisy indrafo! aza manantena ny katolika hanohana an-dRainivoanjo zany, nidongiana ery ny ho filoha lefitry ny FJKM, mitory teny ery ambony pilipitra, de aiza ny vokan le minoa fotsiny ihany. Toa vao maika nampiala teo @ seza, de inona ny résultat, manao vente d’arme illicite?????
    Io Andriamanitra Marina, Masina sy Mahitsy io fona, no atao fitaovana hanamafisana seza, de mody mivavaka aloha alohan’ny hikabary, avy eo, avia zay mafy be mitsapa ny heriko.
    Mijery midina ry zalahy Zanahary io a! Mbola ho aiza ny hamonganan’ny tananan’Andriamanitra an-dRainivoanjo raha lohan’osimainty, sy haine lava io no mibaiko anareo e! mbola tsy nahafay angaha ny nanjo e!
    Tena nitory tany @ CPI tokoa Raosy, ary Ranjeva mihitsy no nanaraka akaiky ny dossier, saingy, io le woe, ny gisalahy nangala-ketsa indray no mitonon-tena toa lolofotsy.
    Voky be aloha dadanjeva, fa na de ny karamany nadritra ny niasany tao ao @ CPI, aza, tsy azo nampitahaina ny pot de vin azony in-1 andro tamin-dRaosy, de ireny mody nanao cinéma ireny, de nikombona ny vava, ny volabe azo, ny retraite doré manginy fotsiny. Aza mba sagnagna sy tsy ampy solaitra otran-dRaosy woa, ka tsy misy gasy intsony manam-pahaizana sy azo itokisana, de ny GENA afrikana no atao mpanolo-tsaina, hay lay ray hono mpamboly katsaka. De tena VE tanteraka e!

  27. Io ry Njara, tsy mba fombanay gasy ny manao hazakazaka arahin-tosika, fa refa sesitany, defa namany olona migadra ihany. Rehefa tsy manelingelina, de avelao any. Nareo no nitory, fa tsy zahay, hay le fitoriana tany @ CPI tsisy tainy akory. Nanantena Raosy, fa mahataka-davitra ny volabe. Misy fetrany io RAOSIJAMBA ô!

  28. Giavanonni no hivavahan’ny foza, izao nandefasan’ilay Zanahary Giovanna !!
    Hiloko mena Ikopa sy Betsiboka ! Tsy ampy anareo procambarus sp ny fahorian’ny vahoaka malagasy !
    Raha mitonantonana mitady vonjy aty ilay perdro iny, dia hahita anay !!
    Mijery midina Zanahary !!!

  29. Mandoto rivotra ihany no zavatra tena talentan’ny foza, satria vokisan’ny menasofina tsaramaso isan’andro !!
    Izao indray dia lazaina fa tsy tsara hofana ny miaramila sy ny zandary gasy, ka tsy mendrika manana équipements tonga lafatra !! Hi hi hi !!
    Tena vongany mihintsy !!
    Hividianana mitababata ! Rehefa mba ampian’ny mpitondra ny tantsaha, dia be fialonana ireto lazaina fa miaramila !!!!
    Fa dia mba taiza mihintsy izy ireo koa aloha no nianatra sy niofana nandritr’izay 50 ans izay ê ?
    Rosia, Romania sa Frantsa ?

    Ndao hoe mba jerena kely ny vokany ; ary avy aiza ireo MPAMPIANATRA ?? Sasao tsara ny sofina ry procambarus sp rehetra !

    http://youtu.be/AU_4iW6wPCE

  30. Zao ry KM ny tena mahazendana ahy aminareo taranak’osy ireto a! faly sy hanaovanareo hirahira loatra ny fahavoazana manjo ny malagasy, mahantra ny gasy, faly ianareo, maharitra ny krizy manjo ny gasy, faly ianareo, io ndray ny loza voajanahary faly ianareo. Tsy ny fahantran’ny gasy na ny hampivoaka haingana ny gasy @zao krizy izao no mandrisika anareo hitolona mafy eto, fa ny fiverenan-drainareo @ fitondrana hihinanam-be toy ny taloha. Fanga afaka nanakana ny cyclone GAFILO nanenika an’i Madagasikara Rainivoanjo? fa nandritra ny 7 taona nitondrany teo, de tsy niatrika cyclone mihitsy Rainivoanjo, sa te hiteny indray woe, zanaharinay iny ka tsy nisy mihitsy izany.
    Tena tonga lafatra tokoa ireo équipements antiémeute raha nafarana t@ fotoana ara-dalàna, zany woe, ny mpitondra, de tsy maintsy miomana foana, fa tsy maintsy hiatrika io problema io, mba farafaharatsiny, voaomana amin’ny fiofanana @zany fampiasana fitaovana saro-pady izany ny Zandary sy polisy. Fa le izy , de nafarana antsokosoko tany Chine, nampidirina maizimaizina tao SudAf, izay niraisana tsikombakomba t@ mpitondra tao, izany no no nampihetsika ny opposition tany, ary tsy vitan’izay, fa ny avion TIKO n-dRaosy no naka azy manokana, de nampidirina tao @ BANI no nipetraka ny avion, fa tsy tao Ivato, ary taloha kelin’ny hionganan-dRainivoanjo no niseho io, midika izany, fa efa niomana ny handripaka vahoaka Raosy ry KM, fa tsy de izay hoe hanatsara fitaovana izay, zany hoe, hanaovana tsipaky ny ny miala aina hiarovana seza no tena nilana io afera maloto io. De mbola mikiribiby ihany ireto, fa dadanay tsy mihosin-drà, dadanay madio be, kanefa ny ataony ihany no mamatotra azy, de ho lany hevitra tanteraka reto zanakosy ireto, ka rediredy sisa no betsaka. Kenda tanteraka rehefa omena fanazavana mirindra sy mitombina tsara. Za woa efa milaza anareo, fa tsy manana profile-na homme d’état zany Raosy iny, fa entin’ilay fananam-bola be sy voninahitra, de otran’ny tsy mi-existe daholo zay manodidina azy, avy eo midona ny poteau, vao mandinika, de misy midoka , na mandona ny hambo-pony, de mitroatra indray lay égocentrisme, ka zany na defa hita zao aza fa tsy mety, de tsy manaiky. Tsy mba nisy nanolotsaina tena tsara koa moa, fa ny zazasariny oui mché,oui miché, de mitarika Raosy lohany, de manaraka any an-kady daholo Raosy zanany rehetra. Mba nisy fotoana moa, mba NIFONAN-DRAINIVOANJO TAMIN’NY VAHOAKA, « tsy nety ny nataoko… », fa arrogance sy ranomasom-boay ny tambadik’ireny, de vao maika nataon’Andriamanitra nifotetaka, satria tsy fiaken-keloka tena izy. Mba toroy hevitra tsara Rainareo, fa tsy io ny lalana e! Raha zahay ny tamin’ny place-nareo de fantatray ny natoro azy. Tsy any @ valifady sy haine velively io. Tsy ampy solaitra sy lian-drà saina loatra, de mieson-dava eo! miady hanery ny anjarany, kanefa efa nalahatr’Andriamanitra daholo ny zavatra rehetra. Mamaplahelo be reto Raosy sy ny tarananay ireto ndraindray.

  31. LOL !!!
    Aiza re izy izany ê ? Tsy mandaitra aty mihintsy izany discours apagôzika tsy misy lohany sy vodiny izany ê !
    Ny Filoha Ravalomanana mbola tsy niteny mihintsy hoe, afaka manakana rivodoza, toa an’ilay domelina ! Lotoina amin’io raharaha 7 febroary io, kanefa ianareo no nanokona, niketrika sy nizara ny baiko !!!
    Iza no be lainga atramin’ny 2008 ?
    Iza no manao tsinontsinona ny vahoaka malagasy atramin’ny janoary 2009 ? Ataovy ao an-tsaina fa maro hoy aho no fantatro aminareo taranaka procambarus sp niteraka tamin’ny ondatra zyberthicus ! Nuisibles pour la Nation malgache !!
    Ianareo atramin’izay no faly tamin’ny fahoriam-bahoaka !
    Resaka Geralda ! Misy iray izay dia nisabôteny mihintsy ny fananam-panjakàna, mba hahafahin’ity namany manao bizina, dia izao lasa miliardera tamin’ny bizina maizina,ary tsy nijanona tamin’io fomba ratsy io hatr’izao !
    Rano tondraka io, no tena azahoanareo aina, ary hiely eraky ny tanety, hamotika sy handrava !

    Izao indray, dia hamorona lainga indray, satria tratra daholo ny fika maizina rehetra niarahana natao tamin’ilay sipromad, dia ilay israeliana no anaovana chantage, sy extorsion de signature !! Izany foana no hivelomana !!

    Rehefa tsy tia mijery tava amin’ny fitaratra ihany ianareo foza, dia mba vakio ity !

    http://www.madagascar-tribune.com/Breve-theorie-de-la-fozacratie,17036.html

  32. Fa hatramin’ny hoviana no nisy perquisition miaraka amin’ny fanapotena ny zavatr’olona ? hita be fa dia zavatra tsy mitombina no nitranga.
    Ho avy tsy ho ela ny an’i io NAKANY io
    Ho potika iala

  33. Mbola namafisin’ity Nankaiza???fa aradalana daholo hono ny nataony tao
    ary tsy menatra akory izy nilaza fa efa zatra mpandainga i M.Hanitra ka manendrikendrika azy hono.
    dia ny nahavariana dia i Tojo teo nefa ny vadiny hono no nanao SONIA fa aradalana daholo ny fisavana,
    ary dia mbola namafisiny fa mbola hisy ny fampiantsoana ny @’ilay RONGONY(ambiny nofoandry zareo talohan’ny nandehanany
    nanafika tao @ Tojo iny tsy ferana e). Fa ny hatahorako dia mody ho hampanatsoiny dia hatao toa andr’i Fetison sy Zafilahy ……
    dia ho hataon OTAGE @ fahatongavan’i dada na HOPOZINNINA toa an’i Charles sy Kottiti. Lazain’ity Nakany ihany mantsy fa mba
    MISEHO HO MAMPIOROORO eto hono, tena tsy nampoizin’i Lery mihinsy angamba ny FIJOROAN’i Tojo indrindra ilay teniny MAFY
    fa hoe: TSY HO TAKETRY NY SAINY NY ZAVANITRANGA RAHA IZAHAY MIVADY NO VOATIFITRA TEO, hay nampiorooro be an’
    i Nakany kay io tenin’i Tojo io, dia ilay RONGONY SISA HITADIAVANA LALANA fa na o bomba aza nanasilaka azy,(ka tsy niara-nizara
    ilay saosy dia NIVADIAn’i Bambe koa.

  34. Nilaza ora tokony hampiaharana izany perquisition izany i Me Hanitra.Ambonin’izany araky ny filazan’ny mpiaro ihany dia mila ny faneken’ny topon-trano fa tsy miditra amboletra fotsiny rehefa manapaka ny jiro.Mampalahelo aho koa ilay mpanampy nodarohana tao.

  35. Azafady indrindra fa tsy nety ilay lien nomeko! Nisy tsy ampy e!

    Misaotra indrindra an’i Njara aho nameno an’ilay izy!!

  36. Tsy fantatro akory iza izany Tojo Ravalomanana izany telo taona lasa izay, tsy fantatro tsara koa hoe iza ny anaran’ny zanak’i Ravalomanana Marc talohan’ity krizy ity, satria zanaka hendry sy nahay nipetraka tsara izy ireo, tsy nanao hetraketraka (cf. Xavier ratsiraka, Sophie Ratsiraka,…): ce sont des enfants qui ont SU SE FAIRE DISCRETS.

    Nefa izao iharan’ny fampihorohoroana izao.Mampalahelo.Hita loatra hoe charges foronina daholo; ny HAT moa efa tsy menatry ny mamorona (eny fa na documents ny SADC aza sahy natao fôpla…)

    Fanontaniana iray no tiako tenenina: mba tian-dry Richard Ravalomanana sy ry Charly Nakany, ry Ratsirahonana, sy ry Hajo, ry Etienne AV7 sns…sns;… mba tian’ireo olona ireo ve ny zanak’izy ireo ho fantatray zanak’i dada dia ampihorohoroanay toy izao, hamalianay faty sy hanalanay vokona toy izao (na dia tsy manantsiny aza fa mitovy anarana?).

    Ho rariny ve izany?

  37. Io fa efa vonona ny hangala-bato ity sarkoalika, tsy mahalala tsy tiana koa,
    domelina mba roa???ho soroana koa io vao hiala eo,maty aho ry renikely!!!

    Ny renikely eo hiaro azy mianakavy ry Mamy a! sady manana taratasy vazaha daholo ireo handefasany ny zanany.
    Raha tsy izany izy hamono heritreritra toy izao???ireto mpanjanaka mihintsy anie no MIVIDY ireo TSIVALAARA
    ireo e!!i Beriziky moa dia voahitsaka hatrany atapon-doha fa tsy maninona!!,tsy misy bedy!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *