Tongava maro hitsena an’i Neny amin’ny Sabotsy izao!

affiche fahatongavan'iMme Lalao Ravalomanana

Ho avy amin’ny Sabotsy i Neny

Tamin’ny fidiran’ny Filoha Ravalomanana Marc mivantana tamin’ny antso an-tariby androany teny amin’ny kianjan’ny magro no nilazany ny andro hahatongavan’ny vadiny Ravalomanana Lalao eto an-tanindrazany. Zavatra hahafaly anareo vahoaka indrindra ny renim-pianakaviana no holazaiko hoy izy ka samia mihaino tsara.

Marina fa miandry ny fandaminana sy fikarakarana avy amin’ny Troika sy ny Sadc isika kanefa mahalala sy mahafantatra isika fa Madame Lalao Ravalomanana dia hody amin’ny Sabotsy izao, ka tena faly izy.
Nasain’ny Filoha Ravalomanana niresaka mivantana tamin’ny vahoaka ihany koa taorian’izay Ramatoa vadiny. Ry vahoaka malagasy tsy mitsahatra  misaotra an’Andriamanitra isika hoy izy,  fa nanehony ny fitiavany ary andro fahasoavana androany faefa handeha hody aho ho any aminareo. Koa isaorana isika izay afaka mitsena ary tsisy tsiny ihany koa ianareo tsy afaka satria iarahamahalala ny asa amandraharaha. Faly mihitsyny tenako hoy Ramatoa Lalao Ravalomanana ary hihaona tsy ho ela isika.
Notohizan’i Dada avy eo ny teniny, ka nilazany fa ho avy i Neny malala amin’ny Sabotsy amin’ny 2ora sy sasany. Ho tonga any i Dada fa aza matahotra ianareo. Milamina tsara ary manao zavatra tsara. Maneho fisaorana anareo ny tenako hoy ny Filoha Ravalomanana tamin’ny fihetsika nasehonareo ny Sabotsy 21 janoary teo.,araka ny henoko tamin’ireo olona tany Addis Abeba. Tsy mijanona isika hoy izy raha tsy tafapetra tsara eto ny demokrasia ary afaka mteny malalaka  ny vahoaka ary avoaka ireo gadra politika izay mbola any am-ponja. Nanafatra hoy ny Filoha Ravalomanana ireo chef du governement, ny mpamatsy vola, hoe ataovy izay hisian’ny fandriampahalemana ahafahana manampy ara-bola anareo. Nambarany moa fa misy ny hafatra hampitondrainy an’i Neny amin’ny Sabotsy..

67 pensées sur “Tongava maro hitsena an’i Neny amin’ny Sabotsy izao!”

  1. Mino sy manantena hatrany e!! Tsy kivy, ary tsy ho kivy mihintsy sanatria!!

    Na sarotra aza ny dia ! andrinay foana Ilay Andriamanitra tsy handrin’ny sasany!!!!

    Ny fihevitry ny olona mantsy, tsy mba fiheviny, ary ny làlan’ny olona, tsy mba làlalny!

    Izaho dia matoky hatrany!!

  2. Tongava soa re Ramatoa vadin’ny Filoha Ravalomanana â ! Mila dia mila anao mihintsy ny Firenana mandra-pahatongan’ilay vady malalanao !
    Mila mpanara-maso ireo mpanao kitoatoa rehetra ao an-toerana ireo !!!!

  3. Dia ho avy tokoa izany madame lalao
    Tsy zoviana aminao na zaho na hianao
    Dia tongava indray aminy asabotsy izao
    Eny Ivato ny fotoana,tongava daholo, nenibe, dadabe,i Bao

  4. samy manana daholo na bika na tarehy
    Fa ny any madame lalao dia is vrai
    Ny fitsikiny aminizany dia tsy lazaina intsony
    Adalany ireo phat be lonolony

  5. Charme, cursus, engagement, hitsahan’i Mialy any am-paladihy. Mba inona ny nataon’izy io, afa-tsy ireny isaky ny 8 Mars ireny vao miseho. Mialy anefa, tonga hatrany ambnivohitra lavitra any, manampy ny mahantra sy sahirana. Voafidin’ny revue de l’océan indien femme de l’année 2010.
    Marina ny anao ry ANGORODAO lava, lasa ny sakavavy, manjaka ny totozilahy.
    Teo ary moa Lalao, mbola sahiny nampirafesina tamin’i ONJA TINONDIA LALAO KOA! ireny fijanganjangany sy fanitsakitsahany tokantrano ireny koa moa, de isan’ny anton’iray lehibe nanasazian’Andriamanitra azy. Tsy mendrika, ary tsy ho mendrika hitondra firenena, ny olona ANDRIAMBODY toa an-dRainivoanjo, manome exemple ratsy ny vahoaka entiny. Zany anie woa ry Neninoro, no tsy hanaovana instrument an’Andriamanitra Masina io, mba mody hamotsiana fotsy an-dRainivoanjo e! Vice président-ny FJKM anie RAOSY, ireny nanao aventure t@ i ONJA ireny e! mapme be woa Rainivoanjo sy n y taranany ireto, an!an!an! Zazasariny ka! efatra ihany moa no tena naterany, lay farany ary hono toa zanaky ny Zandrinay, fa niambo be hono Rainivoanjo, fa tsy mila ny Zandrinay, f

  6. Fa Sarah no nisisika mafy, de nanapa-kevitra hiteraka izy sy Zandrinay, de nangalarin’ny Rainivoanjo ny zanaky ny zandrinay, de namaly faty Zandrinay, de nangalariny ihany koa ny SEZAVOLAMENAN-DRAINIVOANJO. tena mampihetsi-po be le tantara e! sa ahoana ry Zazasary isany?

  7. Tsy dia misy intsony toy endriny tany aloha tany ny antsoina oe andevo fa@ zao fotoana dia tonga dia hita be ity rabe ity fa tena le antsoina oe pur porc!

  8. Domelina hono mpanenjika kôxa gaigy be tao Ambohitrakely sy Avaradoha ! Henik’azy na atrany Besarety ! I Rabe no mpanasa ny maloto alohan’ny raharaha, sy rehefa vita izay natao !

  9. tsaroako daholo ny tenin’i neny
    reko etoana, reo ombieny ombieny
    ilay tenin’ny neny feno fitiavana
    zarainy aminay tsy misy fitsaharana

    ny tambitambin’ny neny no tena tsy foiko
    mampitony ny foko ka zary kaloiko
    ilay rotsirotsy mampijanona ny tomany
    reko mantsy ny fitiavan’i neny tsy mba lany

    meteza ianao ry neny eto anilako mandrakizay
    raha lasa ianao izy no anteheranay
    anampy anay amin’izato fiainana sarotra
    ananatra ahy satria mbola tsy matotra

    ry neny malala izay tsy mbola miala
    ny fitiavanao ry neny no tsy manantsahala
    na mafy ny manjo na sarotra izay atao
    ny fitiavanao ry neny tsy aiza fa mbola ao

    Tongava soa ry Neny malala fa izahay aty efa sasatry ny miandry Anao.

  10. HO AN’I NENY MALALA TSY FOIKO.

    Ho an’i Neny malala tsy foiko
    Ity tolotra avy amin’ny foko
    Tonombavaka no omeko anao
    Ho solom-boninkazo fanao
    Ny Tompo ry Neny malala
    No hitantana tsy hisalasala
    Hanome ny tsara indrindra ho anao
    Mihoatra izao fanomezako izao

    Fitiavana sy fahendrena
    Ireny no azoko omena
    Ho valim-babena tsy lany
    Ho anao ‘lay tokana an-tany
    Ity fanomezako kely
    Toa vitsika momba tantely
    No indro hatolotro anao
    Neny ô! Tena tiako be ianao.

  11. Izany ka tena  » zaza hendry »!!! izany ny zanak’i dada!!!
    mahate ho tia !!Matėnalė marina ė!!!

    Izany eo ihany fa tandremo ry neny izay manome2 voninkazo anao a! sao misy bomba any
    aza dia misarika @ rehetra koa fa jereo tsara ireo mpiatsaraivelatsia.
    Dia tongava soa akia ry Neny Malala a!!ho tantanany ianao raha hivoaka!!homba anao lalan-dava
    izy,ary HITSINJO NY DIANAO ny TOMPO tia anao.Amen!!!!

  12. Pur porc zany anie hono, sakafo milay ry Verbeeck e! Mandratra ve ny marina e!
    Mbola santionany @ hadalan-dRainivoanjo ireo fa za mahalala betsaka.
    Fa averiko ndray, renikelinareo Lalao, satria nareo tsirairay sur aho fa manana reny biologique daholo, le tena vraie, de tsy azo ampitahaina amin’i Mialy na de otran’ny silakoho aza! Sa ahaoana Ranavalona?

  13. MAMA,
    Hafa ihany hoy aho ny RENY, endriky ny tanindrazana fa tsy KOKSA toy ilay raika vavy iry !
    KLASY, sady taovany no volony, mendrika ianao, reharehan’ny Madagasikara, izay, hélas, be koksa !!!
    Tongava soa MAMA a ! Asandrato ambony dia ambony ny firenentsika izay latsaka anaty lavaka. Andriamanitra anie homba ny dianao sy hiaro anao ary ny vahoaka an-tapitrisa hitsena sy haneho ny fitiavany anao sy ny Président tokana tsy voasolo na arivo taona aza.
    Masina ny Tanindrazana !

  14. RABE pur porc, saosisy be hozatra, misy tolana, raha votsorana hatao toto-kena dia mandratra tanana !
    Izy io no nanao saosisin’alika teo Analakely satria te hanakare-tapoka !!!

  15. Baby! raha tsakoana mankarary nify ,raha hatelina mahakenda! sa tsy izay???
    satria sady saosisy hozatra no misy taolana hi!hi!hi!!!!!asakasak’izay ihinana azy io!!!

  16. Inona no mba nataon’i Lalao teo nadritra ny 7 taona ry Babyfoot a ! toa ranomaso lava voatsindrin’i Onja @ity vady tsy misaina, voalohany aloha, mpanitsakitsa-bady, faharoa, filoham-pirenena! nezahana natao zay nanafenana ireny hadalana be ireny, tsy azo nalefa an-gazety sy haino aman-jery. Soa ihany fa Onja sakaizany no nanamafy azy, sady naderaderany hatramin’ilay VILLA be namboarin-dRainivoanjo ho azy. Zahay izao hoy lay RASTA be ao @ tarika Tinondia iny, nitafa t@ Diaspora gasy tany Mayotte vitsivitsy, de teo koa ny tenany, raha tsisy an’i Onja nanampy be ny tarika t@ billet d’avion, vola tany @ndRA8 amin’ny mahasipany azy, tsy tafavoka taty! zany ka dadanareo ô!

  17. Inona no mba nataon’i Lalao teo nadritra ny 7 taona ry Babyfoot a ! toa ranomaso lava voatsindrin’i Onja @ity vady tsy misaina, voalohany aloha, mpanitsakitsa-bady, faharoa, filoham-pirenena! nezahana natao zay nanafenana ireny hadalana be ireny, tsy azo nalefa an-gazety sy haino aman-jery. Soa ihany fa Onja sakaizany no nanamafy azy, sady naderaderany hatramin’ilay VILLA be namboarin-dRainivoanjo ho azy. Zahay izao hoy lay RASTA be ao @ tarika Tinondia iny, nitafa t@ Diaspora gasy tany Mayotte vitsivitsy, de teo koa ny tenany, raha tsisy an’i Onja nanampy be ny tarika t@ billet d’avion, vola tany @ndRA8 amin’ny mahasipany azy, tsy tafavoka taty! zany ka dadanareo ô!

  18. RABE Ô ! Fantatrao ve fa Mialy ngeh matahotra sy mijaly rehefa mitady azy i domelina e ! Violent b io ranamana io ! Efa naika nisaraka ireo fa tsy tantin’i mialy lery manao politika io e ! Fantatray koa ngeh lay protocole bogossy tao ambohitsirohitra niaraka tamin’i Mialy e ! Norohaina lery fa rangitra domelina ! Samy mahafantatra zavatra maro e ! Mahalala vehivavy maro niaraka tamin’i raimbody kely domelina ko zay ngeh e ! RABE Ô ! Avelao ny fanenjehana ra kristiana enao e ! Tsy te hiresaka ireo mombany domelina sy mialy ireo za, fa tiko fotsiny enao mba ho tonga saina, samy mahalala zavatra maro fa aza miseo ho lohany. Andàna mibebaka fa tsy madio ny fo sy fanahinao. Mba miangavy anareo tsy amaly ireo foza manao provoc eto.

  19. Ny fanaratsiana samy mahay fa sarotra ny mitakatra ny fahendrena. Hita mazava eto izany. Ary fitaratrin’ny tsy fahetezan’ity firenena ity mandroso ny sokajin’olona sasany ato. Miseo azy misaina sy mivavaka ary kristiana, mivavaka isan’alahady, nefa hatezerana, fankahalana, fanaratsiana, fanenjehana rano iray no hita. Tohizo ny ratsy ra izay no hitanareo fa mahafinaritra fa mbola ho avy ny fitsarana ilay avo indrindra, ary mitandrema ihany fa lakalaka ny fiainana ka sao hanenenana e ! Ianareo ireo izany ilay atao hoe : mody mivavaka sy miseo kristiana eny aminy fiara monina eny, nefa aty ambadika devoly miafona manao asa mainty. Misy tsy hatanty ity teniko ity zao dia vao maika tezitra ny devoly ao aminy ! Tsy mankahala anareo za, sanatria, fa mba mieritrereta ihany e ! Sao mantsy solafaka indray andro any vo tonga saina e !

  20. olona iray no mitonatonana eto io no ataony foza hoe vahoaka iray ao anaty zato no mitonona foza madehana any madagate fa vitsy ny olony foza ao izay RABE io ny anareo dia ataovy masaka ny rediredinareo ao

  21. Rabe a! io indray ianareo foza fa mangery am-pataloha an! Raha vao mahaino ny anarana hoe Ravalomanana fotsiny dia efa rao ny tainareo.Maninona kay raha mistotra fotsiny hoe matahotra mafy ianareo e! . Miomàna fa tena efa akaiky ny farany ho anareo jiolahim-boto mpanongam-panjakana ireo. Aza oharina @ izay Mialy makorelinareo any ny neninay! Ary ny dadanay matahotra an’Andrimanitra fa tsy nampirafy ohatran’ny Andry foza , sa ianao no niray chambre tamin’ny dadanay sy onja izany ka nahita maso? mitsora fotsiny ho a hoe matahotra e! , jereo indray ny tena atao hoe « vahoaka » marina rahampitso sabotsy eny ivato, mbola vao i Neny fotsiny io an! mipararetra sahady anefa inarao. Mampalahelo be ianero fa isan-kerinandro izao toa misy vaovao mampivalana anareo foana e!!!!!!!

  22. O Rabe, i domelina ange ry leiry ka pd e! ary mba fantatr’ialahy ny hahalavin’ihany leiry hoy i Mialy? Tahaka ny voan’ny ledisy. Tsy dia masesika loatra leiry ary amin’ny maha pd azy dia izy no vavy.

  23. Ny malagasy izay nampijalian’ny Da8 tam ny izy mpanjaka, dia tsy nankahala velively an’i Lalao.
    Ary hita am zao fa ataon’ny le8 fitaovana indray ny vadiny sy zananany hanadiovany ny heloka bevava vitany.

  24. Tanora, miangavy anao aho hamaky ny nosoratako ho an’i rabe eo ambony io fa amiko rehefa foza sy matahotra an-dRavalomanana dia ao anaty harona iray mifanaikitra ao. Ka miomàna hoy aho fa efa tena akaiky dia akaiky ny faran’ny anareo. Fantatray fa efa ela no sty tafavoakanareo ny @ firenena satria ny antony dia ianareo nanongana tsy nahandry tantana, hanody ary efa manomboka manody anareo ny habibiana nataonareo. Ka meteza indray àry hanongilana ny sofinareo sy hanokatra ny masonareo tsara ny @ rahampitso. Hahita indray anareo fa mamim-bahoaka hatrany ny famille Ravalomanana ary tofoka tanteraka anareo terroristes ireo ny tena vahoaka!

  25. Raha mba lehilahy aza dia fifosana vehivavy no hatao fa dia silaka b tena foza é!!! lehilahy ka ho be fialonana @ resaka sipa tssss…Mlay matoa ifanotofan’ny vehivavy fa aza be fialonana …Ary ny andevo pur porc Rabe inn tsara aminao é???

  26. Tiako ery refa miaraka miakatra maripana ny ZANAKOSY. Tadidinareo Andry mbola tao anatin’ny tolona mafy, nahazo menace sy fisamborana t@-ndRainivoanjo? jereo ny témoignage nataon’Mialy, momba ny fanohanany ny vadiny na tao @mora na tao @ sarotra, ary mandrak’androany, de mbola asehony sy asongadiny, ny fitondrany izany anarana première damme, izany amin’ny fanomezany sary mendrika ny vadiny, noho ireo asa sosialy, association FITIA, hikarakarany ny zanaky ny sahirana.
    Reto Zanakosy reto, de spécialiste @ INTOX sy famoronana, makorely Mialy, PD Andry, kanefa, mahatsiriritra ny mijery ny charme-n’izy mivady, miara-mijoro sy feno complicité amin’izay momba ny raharaham-pirenena. Jereo tsara fa Mialy tena à l’aise tsara, mitondra ny andraikiny @ maha première damme azy.
    Lalao, ty mampalahelo, mafy sy mavesatra na mitondra fotsiny lay anarana Rainivoanjo aza, satria tsy maintsy ho mailo sy hiahiahy lava, @ ditram-badiny, sy ny hadalany teo @ fitondrany. Mampalahelo be ty reny ity.

  27. Ny mita be tsy lanin’ny mamba

    Ho avy maro isika hitsena an’i Mama. Amniance be indray io ah!

    Momba an-DRABE sy ny redirediny. Aza vakiana ary aza valiana fa aleo ho lasa adala eo

    Isika mandresy

  28. fikan’dadabe ny anao ry NOOr a, niaraka tam mercenaire mpamono olona mitana basy mahery vaika ireny aza ra8 tsy natahoran’ny vahoaka ko,vao mainka amzao tsy mahalala mifona izao tsy vao maika andrasan’ny olona fotsiny.
    Hono oa ry nOor, Ahoana indray aloha ilay tenenen Ra8 hoe ny SADC, no hiantoka ny securite eto madagasikara e. sa mercenaire ny SADC VE.Vakiana fotsiny ny laingany e. sa ahoana hoy ise

  29. Malalaka ny lavoie ozy i marc’OSY rainivoanjo any sudafrika fa lasa lalao,
    marc’OSY antimôla pedophile, jereo anie ty aratsin’i kialalao e! osorana menaka @ tarehy haratana ny volomaso amboamboarina izato molotra fa tsy misongadina mintsy fa de ramanonaka endrika eny fôna!
    Maty daroka sy be rafivavy lôtra d izao no hiafarany.
    Sendran’izay vady taranak’ANDRIAMBODILOVA ozy ilay namana ery ambony,
    Dia mbola ampiako hoe vady jiolahimboto antitra,
    Rehefa mba mikabary kely i lalao dia hita mintsy hoe misy tsindry mafy avy @ marc’OSY rainivoanjo manesika azy hiteny, fa tsy vokatrin’ny fo,
    Hafa ihany FIRST LADY Mialy RAJOELINA fitaratrin’ny tanora @ zao fotoana manana vady matotra
    Ary hita hoe feno firaisam-po sy saina lalina sy fifanajana ny tokatranon’ny FILOHA Andry RAJOELINA mivady.

  30. ny ahy indray dia tsotra ihany ry rabe pure porc efa ela no fantatro fa pd radomelina fa i mialy ny ahy no omeko afatra fa raha ohatra tsy vitan’ny zandry ny adidiny aminao ry mialy tongava aty fa tena ataoko tsara na dia zokizoky aza aho hividy viagra za,fa za tsy manam-bola omena tahaka ny nahazatranao taloha a!nefa mino aho fa tsy mila vola aty amiko enao fa efa betsaka ny halatra vitanareo t@ zay 3ans nanonganam-panjakana izay.

  31. Zokibe sy Faucon afaka manamafy io voalazanareo io koa aho ary MARINA IZANY
    fa PELAKA i domelina,Kintana hatoroy an’i ireto foza ireto kely ilay toerana falehan’i
    domelina ao PARIS mba hanatevenany laharana any fa efa mipelipeli-drambo ery ry zareo izany fa misy ho
    anina indray @ domelina, mbola bizina hafa koa ankoatra ny famafazana lainga eto @ fanaratsiana an’i dada.

  32. ho an-drabe
    Manoratra hoe dame aza tsy hain-drabe fa ataony hoe damme (in-droa naveriny) ka hevero @ izany ny niveau-ny. Nefa miseho manohana ny frantsay sy radomelina. Mianara aloha manoratra teny frantsay fa mahamenatr’olona raha manohana ny lafrantsa nefa mot farany izay tsotra aza tsy hay.Aza miady hevitra @ io dondrona io.

  33. « Selon Mamy Raotoarivelo et les autres membres de la mouvance Ravalomanana, l’examen du Code électoral ne constitue pas une priorité. Se référant au délai imposé par la Troïka, les représentants de la mouvance Ravalomanana sont plus portés sur l’élaboration d’une Loi d’amnistie et de la restructuration de la CENI. Les parlementaires de la mouvance Ravalomanana estiment que la commission électorale devrait être opérationnelle dans les meilleurs délais étant donné l’ampleur des travaux à entreprendre pour assurer une crédibilité aux prochaines élections ».

    Ity kosa aloha Atoa Mamy Rakotoarivelo dia tsy azo ekena loatra a!

    Mme RAZAFIMANANTSOA – Mr RAKOTOARIVELO
    dia tsy mety loatra angamaba izao satria :

    TSY MAINTSY IZAO dia efa miomana amin’ny Fifidianana isika !
    Akaiky dia akaiky anie ilay fe-potoana ahazoana mampiditra an’i Dada amin’ny Fifidianana e!

    Ka na ho tonga aza moa i Dada anefa tsy afaka ny ho fidiana dia mba manao ahoana ?!

    Làlana roa TSY MAINTSY HIADIANA ireo

    Ny fodian’i Dada sy ny Fikarakaràna ny Fifidianana !

    Koa aza dia atao aoriana loatra re Tompoko ny fiomanana e !
    Misaotra anareo indrindra e !

  34. Marina izany !!tsy tokony hatoritory mihintsy fa mandady ny trambo
    tsy maintsy hitady lalana foana koa ny renikely raha vao KOROPAHANA
    eo io,fomban’ireo mihintsy ity manao zavatra HATEMAKA kely ity dia eo ianao vao mihanahana
    fa ny azy efa TETIKA VITA DAHOLO ,tetika MAIZINA FOANA.
    Toy ity fanaovana SONIA fa i domelina no hitondra ny tetezamity!!!andro efa @ firy maraina no
    nanaovana io sonia io,hay efa vita daholo ny paika fa hamonjy ilay fivoriana tany » N.Y » no tetik’i
    domelina.Dia ity fanendrena ity PM ihany koa terena tao anatin’i fotoana fohy dia IZAO NO VOKANY!!!

  35. Leo vehivavy FÔPLA izahay, saribakolin’i Sarkozy
    Efa azon’ilay raika vavy ny couronne épouse-du-roi-des OBSCURS du pays des Fozalands,
    Ka ny couronne an-dRanavalona indray no hotetehindry zareo hamboarina

    F’ianao no tena lamatra, tena IZY : renimpianakaviana tena GASY mendrika an’i Gasikara

    ↔ Mamiko ery ny mahita ny LAMBANAO MIKOPAKOPAKA

    Tsy haoantsika inona ny mpialona
    Ny alikan’izy ireo – izay manana anarany miafara @ 7 sy 777 – tsinona fa derivé ny 3V ihany
    WHO CARES : « Les chiens aboient quand caravane passe »

  36. MAMA a !
    Mbola eto Dago izaho ary ho avy hitsena anao eny Ivato miaraka @ olonao MAMA a !
    Tiam-bahoaka ianareo mivady fa tsy toy ity raika lahy sy raika vavy miankina @ hazo tokana « SARKO « voleur » ity. Halan’Andriana ianareo mivady (HAT, SARKO) fa tiam-bahoaka !
    Mimenomenona daholo ny frantsay @ halatra ataon’i SARKO @ vahoakany, @ fombany, @ fiteniny ka ny mpiray firenena aminy aza (fa tsy mpiray rà toa ny frantsay an !) ataony mafezaka ka maika moa fa ny firenena Afrikanina !
    Misy farany ny zava-drehetra (fangalaram-panjakàna, harem-pirenena, firenen’olona) ary ho faranako @ hoe : Horakoraka ny an’ny sahona fa ny Tsiboboka no tompon’ny RANO !

    Masina ny Tanindrazana !

  37. En parlant de Sarko je dirai que les français sont les plus CONS de toutes les races. Il (le Nain) augmente TOUT (cigarettes, carburant, TVA, RADARS, dettes) réduit (services publiques dans les hôpitaux, enseignements, ministères, policiers de proximité, chômage) et j’en passe mais, parait-il que les français seraient prêts à le réélire. Il faut le faire. C’est un pays qui risque d’exploser d’ici peu, croyez moi.
    Plus CONS que les français tu meurs
    Je suis fier d’être Malagasy qui ose protester contre l’injustice.

  38. « Des soldats français viennnet de débarquer à Tanà,

    on en trouve meme dans le cortège de domelina »

    Ialina sahy amin’ny Fahatongavan’i Dada e !

    Aoka tsy hisy hifendro amin’ireto vazaha ireto fa miaro ny Tanindrazantsika isika e!

  39. Aoka isika tsy handefitra manana ny rariny foana
    Efa hitsakitsahin’ireo mpanjanatany sy ireo jiolamboto ireo ny fahafahantsika
    Dingana voalohany ny rahampitso ny tena fandresena dia ny fahatongavan’ny filoha ary hantenaina fa tsy ho ela intsony

  40. Izao ny vokatrin’ilay hoe « mety amin-tsika io ê » !
    Efa nilàza ny Président : « Hitanareo ny varavarana fihidirana, tokony ho hitanareo ny hivoahana » !
    Lavaka tsy izy no hidirana, izao ny vokany ! Ataon’ny sasany devant le fait accompli lava izao ny vahoaka sy ilay olona tokony arovana !
    Koa iza no tena tompon’ny fahefàna ê ! Tsy ny vahoaka ve ? Sa dia izay tian’ilay vodin’alika io atao no tsy maintsy arahina isan’andro vaky izao ?

    Dépôt de gerbes à Ambohitsirohitra le 7 février !! Angaha tsy 29 mars arak’ilay voalaza ny andro fametrahana GERBES ? Ils me font gerber ces cons, ces enfants de putes !
    Miala tsiny fa raha olona tsy manaja, manitsakitsaka ny zom-bahoaka sy manalika dia ireo angamba ny voambolana malefaka indrindra !

  41. manomboka ny fety ampitso aty sud af;lasa neny ka ho any swazilandy kely aho hanala azy miaraka @mpanjaka sy ny s…;bye bye oh!

  42. ho hita eo ihany izay hiafaranio firenena io. Miankina @ tsika malagasy ihany sy ny fahendrentsika ny hampandroso na haharendrika io tanaindrazana io.Raha mba nahandry tantana mantsy ireo foza ireo dia tsy nilentika lalina ohatry izao isika.Firenena efa mba niakatra kely ary efa mba nanomboka nisongadina teo @ iraisam-pirenena, nanjary gisitra eran’izao tontolo zao @ zao fotoana zao.Raha fantatr’ireo fat ireo zany de tokony hiala teo zao de zao izy.

  43. Koa izany no atao hoe loham-poza ry ravonona â !
    Mody io hoe « guerre civile » io foana no mody andemen-dry zalahy ny saim-bahoaka malagasy !
    Mbola naveren’ilay sola mpangalatra, tsy mon ami Pero !
    Njara : Hivereno vakiana tsara ilay FDR, dia fakafakao fa tena loza ho an’ny Firenena !
    Fa dia ho hita eo ê !

  44. Le depart de Satanie n’est pas DU TOUT innocent ! c’est un fait ! L’arrivée de ces soldats confirme la mise en place d’une strategie tres dangereuse pour le Pdt Ravalomanana !

    Une strategie qui a été élaborée par Satanié justement, et rajoelina !
    La SADEC commence SEULEMENT à réaliser, combien cette FDR a été tres injustement en faveur de la politique etrangere française. Domelina s’en rejouit, car le plus important pour est
    : – le NON Retour de Ravalomanana au pouvoir
    – et ensuite par le biais d’une election truquée, se faire elire President !

    Mais je me suis toujours demandé si la Communauté Internationale n’etait pas sous influence française, malgré certaines declarations par ci parlà ! Des declarations qui n’ont jamais été favorables aux legalistes !


    La seule chose dont a peur Domelina est le soulevement général du peuple !
    Le reste repose sur…….l’INCONNU !
    J’ai toujours crié que les Legalistes sont obnubilés par les tergiversations autour de rajoelina, mais en réalité, nos ennemis numero un sont les Mpanjanaka ! rajoelina n’est qu’une poupée qui sert à detourner l’attention de nos Legalistes !

  45. Avelao hampiseho hagegena eo ihany ry zareo a!!
    tsy ireo akory no tompon’ity tany ity ka miseho handidy eto!!
    Tsy maintsy izao tontolo izao no handray andraikitra eo @ farany, aty Afrika koa sisa izy manala vokona
    fa any aminy tsy misy hangalarana fa voaaraka daholo izay mandeha sy fihetsika tsy ara-drariny rehetra.

  46. aza asianA sira intsony i-rabe massoud tanora- sy asa anarany inona koa.
    izay ahazahoan sary sy porofo mitombona ireo frantsay mpitsikilo sy mercenaires no ilaintsika atao maika e.
    dia tsy avela hanjaka ireo biby frantsay mpamomo olona ireo fa terena hody @ taniny ary entiny koa ry rabe sy ny forongony mpivarotra tanin drazana .
    Mailo mafy mihintsy Isika fa vao maika rombotra sarko sy ny forongony an!

  47. Tokony ho mailo ihany sao misy tireur d’élite ampiasain’ireo tsy mataho- tody ireo.Raha sanatria mantsy misy zany de tsy misy azo atao intsony,fa dia hiroso @ ambaratonga hafa indray,couvre feu, ville morte sns…directoir militaire, de ho rava maina eo ary izay vao tena ratsy.

  48. Raha tsy nanagadra olona fahatany sy nangalatra volam-bahoaka ho an’ny (tiko) mantsy i marc’OSY tsy niongana teo!

    Raha tsy nangalatra tanin’olona tany @ faritra Antsianaka sns… mantsy i rainivoanjo tsy niongana teo!

    Raha tsy namono olona sy nampitondra takaitra t@ 7 fev 2009 mantsy i RAVÔLAVOmanana tsy niongana teo!

    Raha tsy niantsy ady tery andohatapenaka, tamin’Andriamatoa hajaina, Maire n’Antananarivo teo aloha Andry RAJOELINA mantsy i marc’OSY tsy niongana teo!

    Raha tsy nanakarama mercenaires vahiny hibaiko ny foloalindahy malagasy mantsy i RAVÔLAVOmanana tsy niongana teo!

    Koa dia aza manantena ry magrômaimbovel isany hoe, ho avelan’ny FILOHAM-PIRENENA ANDRY RAJOELINA sy ny vahoaka miaraka aminy ho vitavita mora ireo hagegena nataon’i marc’OSY antimôla ireo.

  49. Dia aoka ary samy hanao fanambràna daholo isika REHETRA
    – Manomboka izao ,

    Hanaraka ny voalazan’i Randria etsy ambony : dia MIRAY HINA ISIKA REHETRA E

    Noho izany dia manao fanambaràna eto aho,
    FA HANARAKA NY VOALAZAN’I RANDRIA :
    Tsy hanisy sira ny resaka ataon’ireo foza !

    fa raha samy milaza eto fa hanaraka izany TSIRAIRAY AVY !
    Misaotra manoina io antso io e !

  50. Efa ato vao maraina ny anadahiko isany kayy!!!!
    ianareo efa tenenina anie e!!Bizina ny an’ireo!!

    mba omeo vao2 izay mba manana ny @ fahatongavan’i Neny malalantsika ry zareo a! tena tsy
    mahita suopapa mihintsy aho.
    Dia misaotra mialoha!!!

  51. Tsy misy hisaorana izany ry bavy a ! Raha ise aloha no andrasana dia toa miandry akoho haniry nify e ! Mijery foana fa tsy ao e ! 🙁 ! Malahelo be mihitsy ny dahin’ise !

    Ny zavatra mahalasa matetika ny saiko dia

    TSY MBA HITA MIHITSY NY HETSIKA RATSIRAKA, fa
    indrindra indrindra ilay mpanolo-tsaina an’i Domelina :

    Rolland ratsiraka sy Roindefo

  52. Ma proposition :

    Un Gouvernement de Salut National dirigé par M.RAVALOMANANA et le PM Manandafy
    …..AVEC ….j’insiste……LES INSTANCES INTERNATIONALES, donc la SADEC !

  53. Ilay aiza io e???mbola hoa avy fa aza taitra e!!!ka ilay adresse kah????

    Tsy ohatry ny malahelo kely ve ianareo fa tsy tonga i Neny ray olona???ny ahy ny mampalahelo ahy dia
    ireo vahoaka izay tena efa nanantena.

  54. Tena manan-talenta izay nanambatra ny rehetra ao anaty ity poster-nao ity ho IRAY, ramatoa vadin’ny filoha mamim-bahoaka Marc Ravalomanana

    je ne trouve pas les mots,
    sinon que
    V O U S Ê T E S S U B L I M E
    et combien représentative
    alors digne de notre bienaimée grand’île de Madagascar

    Que Dieu vous bénisse,
    vous ainsi que tous les membres de la famille Ravalomanana Marc

  55. O ry Randria ô !
    Fa nga les fotsy vody hitondra an’i RABE sy ny forongony ?
    Tena diso hevitra i sé fa tadidio ny niseho teo aloha fa na mpiray rà aminy aza tsy norarahiany « TARASAMBO, LANYMOFO » !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *