1 pensée sur “An-tsary Ankolafy Ravalomanana : fanaterana fehezam-boninkazo 29 Martsa !”

  1. Mankasitraka Tompoko isany o!!!Faly be aho!!!ho ela velona daholo ny zanak’i dada!!
    Mety be koa ilay soratra sady mazava be!!isika tsy miady @ frantsay fa @ FITIAVATENANY .

    Misaotra e!!feno hafaliana ny fo mahita anareo na dia sary ihany aza sisa fa sy maninona!

    rėvėna manja na dia tsy manja aza fa sary sisa anjarantsika lavitra e!!!homba antsika A-tra !!

    Tsy efa nandrangaranga basy teny indray ve ny alika hanao RAMATAHORA????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *