3 pensées sur “An-tsary Magro Behoririka 29 Martsa 12”

  1. Io indray ny havantsika ry Njara a! aiza ialahy e!
    Izay indray ary i Naika vao hita marina!!fa taiza foana ???
    Ary i Kintana ve mba any ihany sa lasa any Dago e!! toa nanao tsidi-pahitra dia any indray???
    tsy efa mba mahazo aina kely ve ny tolontsika izao ry Kintana no hialanao indray e???tongava moa Rangaha fa aza
    mba manao an’io a!!misy inona e!!!

  2. Manaova Paka sambatra ary e! hilaozanareo eto daholo iazny !
    Dia bisous @ mpiara-mitolona rehetra any e! @ zanak’i dada rehetra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *