Ankolafy Ravalomanana : nihaona tamin’ i Fransman

Hôtel Colbert 15 martsa 12 (2)

Niverina nihaona tamin’Andriamatoa Fransman indray  ny Ankolafy Ravalomanana, nahitana ny lehiben’ny delegasiona ny Ankolafy sady filohan’ny kongresin’ny tetezamita Rakotoarivelo Mamy, ary ny Me Razafimanantsoa Hanitra filoha lefitry ny CST. Araka ny nambaran’izy ireo dia ny antony nampiverina azy ireo indray, dia nisy ny fihaonana tamin’ny Ankolafy Omaly saingy tsy tao AndriamatoaFransman. Naniry ny hihaona amin’ny izahay, hoy Mamy Rakotoarivelo, ka dia izao niverina androany izao. Nampitainay taminy hoy izy dia tokony hapetraka ny mesure d’apaisement. Tokony hajanona ireo fitoriana any amin’ny tribonaly ho an’ireo miaramila tao Bani sy Fign, izay azo lazaina fa resaka politika na dia miaramila aza izy ireo no nampidirana amponja.
Nangataka izahay, hoy hatrany Mamy Rakotoarivelo, fa tokony ho jerena akaiky ny mikasika azy ireo.
Nambarany ihany koa fa misy zavatra roa tokony atao misaraka tsara. Ny voalohany amin’izany dia ny fiverenan’ireo sesitany politika izay lazaina fa tsy misy fepetra ny fodiany izay voalaza ao anatin’nytondrozotra ka anisany Andriamatoa Ravalomanana. Raha misy ny te hisambotra na te hamono azy, hoy ny fanazavana, dia izy no mandray andraikitra. Ny faharoa dia ny amnistia, tokony ho sarahina amin’ny Andininy faha 20 satria mieritreritra ny rehetra hoe Andriamatoa Ravalomanana dia tsy mahazo amnistia. Tianay anefa nymanambara  hoy Mamy fa misy olona ao ami’ny fitondrana ankehitriny mila aministia, ka Andriamatoa Ravalomanana tsy mila izany satria fitsarana tsy ara-dalàna sy tsy mahaleotena no nitsara azy. Dikany izany dia tsy mitombina ny fitsarana

28 pensées sur “Ankolafy Ravalomanana : nihaona tamin’ i Fransman”

  1. Ny haino aman-jery koa aza hadino. Dia ho hita eo ary ny vokatra,
    ny zavamisy mantsy dia ny dinika efa ho tapitra nefa tsy fantatra heo:
    aiza marina ilay zavatra 3 LEHIBE ANDRASAN’ny MARO?????aiza ny fipetraky ny fodian’i Dada MARINA??
    rahoviana fa tena efa tsindrin-daona ny olona izay ao anatin’ny fangejan’ny DEVOLY VELONA ao @ tanana ao.

  2. Amiko dia ilaina ihany ny fihaonana tamin’i Fransmann! Fa ny tena ilaina dia :

    Ny hetsika hampiray ireto vondrona rehetra milaza manohana an’i Dada ireto !

    Tsy maintsy atao izany Atoa Rakotoarivelo, raha tiantsika ny hivoatra a !
    Sanatria tsy mibaiko akory, fa faniriana efa ela loatra ka mba aoka ho tanterahinareo.

    « Antenaina o ! » Mba tario re ny Vahoakan’i Dada mba hiray e !ny GTT – Ny TIM – ny FRDL sy ny sisa sy ny sisa ….izay misaraka re fasika e ! 😀

  3. Io ary fa hialan’i Mamy R ilany ny fiarovana an’i dada,
    toa tadiaviny ho hatao sorona i dada raha ny fahazahoako azy,
    hataoko ihany ny ahatoky an’i Mamy.R fa toa mihamiariary ihany izany tetika hafahafa lazainy izany,
    tsy efa nilaza ve i Fransmann fa ny SADC sy ny miaramila Gasy noa antoka hiaro an’i Dada @ fiverenany?
    dia izao lasa niova zavatra hafa indray fa efa vita izany ny tetika fa « REHEFA TSY HIARO TENA IZANY
    i Dada dia avelao ho faty any » amiko izay no dikan’io voalazany io,na efa misy tetika any fa tsy maintsy
    ho VONOINA sisa fanafodin’i Dada dia ANJARANY IZY IRERY NO MIARO NY TENANY raha ohatra izy ka
    misisika ny ho avy , mifono zavatra lalina be io tenin’i Mamy.R io fa aoka ho mailo tsara i DADA.

  4. Ianareo opposants ao koa ange mba tokony HIHETSIKA MAFY fa MAHANTRA ny vahaoka é! Izao fona vidin’ny frantsya indray le rangahy io androany katska ,rahamapitso voanjobory na folo taoana aza isika teteza MIHITATRA eto foana ,handefaso taratasy io Ambassadaoro frantsya tsisy nanasa fa tonga ho azy io fa be loatra ny vazaha eto ary refa tsy en securité rizareo dia ny mody any aminy no mety fa tsy hanao cinéma handef tafika otran’ny nataony tany Afrika rehetra any !
    Mihesona BE NY malagasy DIA Hanjakain’ny vozongo FOTSINY TSY HO AFAKA ETO MIINTSY RAHA ZAO NO FANDEHANY NA rehefa AMPAHIBEMASO dia tokony hiteny mamy indray RAKOTOARIVELO hoe :aza manao cinéma nareo ry menasofina fa eto amin’ny taninay nge zahay e! inona daolo reto vazaha manimba maso ireto? Alàlana avy amin’iza no hidiranaro eto @taninay .Tsisy afa-tsy ny fidinana andalambe no VAHAOLANA MAHARITRA eto hialàna amizao FANJANAHANA VAOAVAO IZAO !
    Tsy hay reo opposants REO RAHA MBA SAHY NA MANORATRA an’io ambasadaoro menasofina tonga tsy natsoina io hanotany ny antony fahatongavan’ireo miaramilandrizareo reo ,LAZAO AZY REFA EN DANGER VE NY MALAGASY ANY IVELANY DIA MAAZO tonga any frantsa daolo ve ny miaramila gasy sy sinoa sy arabo hiaro ny mpiray tanidrazana aminy ,ary I Mcar tsy La Réunion akory ka tongavan’izao TSY ANINONA 2 rehetra zao ,izaho sure fa na taratasy aza tsy sahin’ny OPPOsants soratana ,enga anie ka ho diso aho !
    Milamivoaka tao @Magro @izay fa ny mita be tsy lanain’ny mamba ,ao dia mivazavaza ao ,izao ndray nataondrAjoelina tsy sanatria manambany ilaya olona tonga ao @Magro izaho vaoa maiaka aza aho malahelo azy satria otran’ny mihorakoraka sy mivazavza fa ny fahavalo tsy hainy akory fa tsy radomelina iany fa ny Frantsay tonga hangalatra sy hanafika eto amin’ny taniny !Aoka ireo vahoka ireo tsy ho fitahina @horakoraka fotsiny hoe :zao ndray ny adalandradomelina ,zao Fransman novidindry menasofina ndray ngamba dia mody fanina moa ry domelina iray trano ny HITARAZOan »ny TTEZAMITA NO TANJONY ARY EFA AZO LAZaINA HOE NAHARESY HATRY NY ELA izy ,ny mpanjanaka ny hizarazaran’ny Malagasy ny tanjony efa ao sy miaina amizany isika efa telo taona zao ,ny tena fahavalo dia ny Frantsay fa domelina Fitaovany fotsiny koa AOKA RE MBA TSY HO DISO FAHAVALO RE OLONA FA POTIKA NY FIRENENA a! ny henatra’olona tsy lazAina intsony ,manambany Afrikana nefa Afrikana no karamain’ny tsotsoka tsy hahatafita ny feuille de route efa telo taona dia eo !MIHESONA eo foana iREO IRAKI SaDEC REO KARAMAIn’MENA SOFINA foana ,ny anarany fotsiny no miova asa ny any ampotony NANIRAKA AN FRansman raha Mba au courant fa any Afrika HAFA NY RESANY refa tonga eto Mcara izy mandray kolikoly otran’Simao sy ny tariny dia miova ny resany na mody fanina d i Mamy Rakotoarivelo no mi représenter ny Opposants dia tsy nihaona taminy akory ???dIA Ahoana hoy Beriziky koa MIFOHAZA NAREO MPANAO politika fa ny nataonareo iany no manimba ny firenena oHAtra izao !!!
    Ary efa tonga ampotostsofin’i dada ve hoe tsy nanao n’iona 2ty Fransman???

  5. Ny manao trano tsy vitan’ny irery ! Raha variana mamboly anana ny sasany, eo ireo manomana ny fampandihizana ny « mousta » any Vichy, ny any an-toerana, na voageja amin’ny herim-pamoretana na faly mihinana saosisy sy vorivorin-kena, atao ahoana moa ???
    « Sangisangy zaritenany, aza tezitr’ianao fa somonga ny ahy ! »
    Mba jereo ny fijerin’i Madam’Dosie, miambina an’i Mamy ao amin’ireo sary ! Toa hanaikitra raha vao miteniteny tsy tokony ho tenenina eo !
    Milay hoy aho ê !

    Mivalo aminao izahay !

    http://www.dailymotion.com/video/x2nx0k_solika-mivalo-aminao_news

  6. DADA ,rehefa manao ny tsy mety azo an-kizy tenenina , fa izao izy ry havamalala, mba tsapaho ny tsy mety nataon’ ny i dada, tsy midika hoe fanaratsiana akory, fa mikaroka ny mazava, ary mba tsapaho koa izay zavatra niaintsika hatrizay,ny zavatra miseho @ntsika izao, efa tsy surprise io, ary tsy maintsy hiseho foana io @ fotoana manaraka , na oviana , na oviana ,mba enga anie! samy ho tonga saina ny retraretra, aza homena lalana mihintsy ireo mpitondra manao izay ataony , fa antsika vahoaka no voa ny izany, IZAY RATSY AZO ESORINA .

  7. Mihinam-bary aza misy Katska Ranavalona o!
    Tsy izany fahazoanao azy izany kosa no tiany holazaina fa izao hoe :

    Raha misy mitady hamono na hisambotra an’i Dada, dia ry Atoa Mamy Rakotoarivelo no mandray ny andraikitra ….HIARO AZY….. sa ??? 😀

    Sao manararaotra indray ny Mpangery an-joro !


    Fa ny rahampitso ASABOTSY dia izao no mba faniriako e :


    Izay MALAGASY maniry ny hitambaran’ny Hery rehetra manohana an’i Dada, dia

    Iangaviana tsy hisy fanavakavahana hoe : TIM na GTT na antoko hafa fa :

    HIRAY HINA ISIKA,
    ka asiana fehiny mangamanga eo amin’ny Drapeau na poignet, dia fantatra fa maniry ny FIRAISAN-KINA izay mitondra azy !


    Dia miandry izay valiteninareo e ! Samia mamoaka ny ao am-pony ! 😉

  8. manahirana mihintsy ity tsy misy vidaka ity kah!!
    Ny zavatra azoko tsara fotsiny dia mahazo mody i dada na dia TSY
    azo antoka aza ny fiarovana azy…..sa??fa inona izany ilay nolazain’i Fransmann hoe: ny SADC sy ny miaramila Gasy no
    miaro azy ????amiko izany dia tsy misy tokotaniny mihintsy ny fodiany satria tsy hivoaka ho faty ohatry ny kaka eo kosa izy???

  9. Tena tsy poins ilay radem ry akama a! tratry ny NOTAM bavy !
    misy manao antsojay e! NOTAM mivoaka fa tsy mody. Aza misy tezitra an!

  10. manahirana mihintsy ity tsy misy vidaka ity kah!!
    Ny zavatra azoko tsara fotsiny dia mahazo mody i dada na dia TSY
    azo antoka aza ny fiarovana azy…..sa??fa inona izany ilay nolazain’i Fransmann hoe: ny SADC sy ny miaramila Gasy no
    miaro azy ????amiko izany dia tsy misy tokotaniny mihintsy ny fodiany satria tsy hivoaka ho faty ohatry ny kaka eo kosa izy???

    -Misy resaka fanambarana ny hery koa hararaotiko eto ny manontany ,mba aiza i Tonton Amboise e????tsy re intsony, na i Dezy
    ilay mpitondra teniny aza????

  11. Ary mba nankaiza i Fetsison ? Ary nankaiza……….misy maromaro izy ao ka !!!
    Fa calme ianao Ry Bavy a !
    Na hody izy na tsy hody moa, INONA aky no azontsika atao ?
    Ny bleme tsy any mihitsy fa mbola amintsika Mpanohana e !

    HITAMBATRA SA MBOLA HIFANDRIPAKA FOANA ?
    GTT sy TIM sy FRDL sy ny sisa io e !

  12. Hoe marary mafy ao La Reunion i Ratsiana Orana hono ???
    Avelao izy aloha mba hinana kinine maharitraritra vao avela mody e !Aiza no dia hody malakilaky eo ???
    Ny tsindrona, ny scanner sy ny sisa mbola afaka miasa tsara !
    Izany aloha dia hevitro manokana, fa izay te handefa azy haingana tsy ferana. Alefaso koa Domelina ho haingana ! 😀

  13. Ny ankolafy Ravalomanana dia nilaza fa tsy hiala amin’ny tondro zotra ary torak’izany koa ny SADC.Asehoy ary ny talentantsika mianakavy fa izahay aty mbola tsy nahita ary miaharitra izahay raha ilaina izany.
    Etsy andaniny, ny Ankolafy Zafy tsy mety hiditra ao amin’io tondro zotra io.
    Etsy ankilany, Ranjeva hiseho fitsarana satria ny vozongo te-hamoritra azy.
    Manaraka izany, i Deba tsy hita intsony.

    Raha zohina anefa ny fanambarana ataon’ireo firenen-dehibe tato ato:

    -Ny USA dia nandrara ny Banky iraisan-pirenena hanampiana an’i Mada.Mbola mila za izany fa tsy miandany amin’ny TGV mihintsy ny amerikana.
    -I Louis Michel ao amin’ny UE nanipy soso-kevitra fa tokony hisy ny fihaonan’ny lehiben’ny ankolafy efatra satria mikatso ny tondro zotra.Izay ve no nandehana’i Fransman tany ny mba hihaonany amin’ireo ankolafy??

    Misy finiavana ao izany ny hampiharana ny ara-dalàna fa efa fantatra fa i reny malala no sakana i OIF dia tsy mahazoazo an’i Dada izay filoha lanim-bahoaka.

    Amiko dia mila ny tosika avy aty ivelany ny ezaka ataon’ireo mitady ny hiverenan’i Dada ka mila miray hina isika n’aiza n’aiza.
    Eto aho dia miangavy an’i Lila Ratsifandriamanana any Amerika mba hiresaka amin’i Kofi Annan sy DR Asha-rose Migiro mba hampandeha ny fodian’i Dada haingana.

  14. J’ai l’impression que plus les TGVistes veulent écarter Dada du pouvoir, plus on l’évite de la justice Malgache.Encore une contradiction chez les HATIENS.
    Une station radio pro-TGV a fini de se rendre à l’évidence en disant que sans Dada il n’y aura pas de reconnaissance.
    Sans amnistie, pas d’appui international en matière électorale. C’est du moins ce qu’a laissé entendre Marius Fransman, ce jeudi. A l’entendre, les experts des Nations Unies seraient prets à venir apporter le soutien des Nations Unies à Madagascar, mais ils ne viendraient pas sur la Grande ile tant que la loi d’amnistie n’est pas encore adoptée. Le vice-ministre sud-africain soutient néanmoins que des élections pourraient avoir lieu à Madagascar avant la fin de l’année.

    Daddy, you are « lifted »:

    http://youtu.be/rWMoeQR1LJ8

  15. CE 17 MARS 2012 VEUT DIRE QUE DURANT TROIS ANS DES MALGACHES TSY VALAHARA , AVIDES DE REVANCHE DES DEFAITES ELECTORALES
    N’ONT PAS RESSENTI AUCUN REGRET D’AVOIR TRAITE LES MALGACHES COMME DES PRESQUE RIEN ET CELA POUR ASSOUVIR UNE VENGEANCE
    CAR LES MALGACHES ONT VOULU VOTER LIBREMENT ET EXPRIMER AVEC SINCERITE LE CHOIX DE CELUI QU’ILS ONT JUGE CREDIBLE ET DIGNE
    POUR LA FONCTION PRESIDENTIELLE..!

    IL REVIENT A TOUS LES MALGACHES DE BONNE VOLONTE DE TOUT FAIRE POURQUE LE PAYS RETROUVE SA dIGNITE ET L’ORDRE CONSTITUTIONNEL LE PLUS VITE POSSIBLE

    Notre Pays se trouve dans une situation pénible à vivre où s’ alternent à chaque instant espoir et désepoir avec une petite dose de volonté et de courage vite éteints par la réalité quotidienne : rien à manger car rien pour acheter..!

    Voisinant chaque jour cette misère ambiante , des gens aisés ,habitanT des maisons De riches avec des murs , des beaux rideaux que les pauvres autour vient des robes découpées et cousues avec.ils ont des voitures qui roulent toujours malgré le prix élevé des carburants Ils mangent à leur faim et ne manquent de rien.ils ne s’inquiètent ni ne se préoccupent pas des sans toit qui ne trouvent rien à manger..

    Ces scènes désolantes , écoeurantes Vous mettent en colère car , à y réfléchir un peu , on se demande bien pourquoi et comment ce beau Pays est détruit ainsi avec ces braves gens , qui pendant presque huit ans d’affilée ont constaté que leur niveau de vie s’est amélioré et que maintenant trois après ce coup d’état ,ils sont appauvrisS , sans toit , sans sou , sans savoir quoi manger chaque jour naissant !

    Les auteurs de ce coup d’état n’ont jamais programmé un quelconque plan de développement , d’aide ou assistance à n’importe quo iMais ils se enrichis sous les yeux des Malgaches soupirant ?les larmes aux yeux !
    Les Malgaches ,ayant vécu ces états de pauvreté presque durant quarante ans depuis l’indépendance coquille vide de 1960 , ont compris le fonctionnement de ce machin qui consiste
    –à utiliser des NATIONAUX POUR GERER LE PAYS après des élections truquées , POUR METTRE LA MAIN SUR LE PAYS PAR L’INTIMIDATION PAR LES FORCES ARMEES
    6– ET QUI – DES SOIT-DISANT ASSISTANTS TECHNIQUES , CONSEILLERS EN CECI ,EXPERTS EN CELA , OPERATEURS -INVESTISSEURS DE TELS GRANDS TRAVAUX (constructions de routes , projets de cultures intensives , opération café , explorations de pétrole , exploitation de minerais de…., aménagement du territoire..)-S’OCCUPENT DE L’IMPORT- EXPORT POUR FAIRE MAIN BASSE SUR LES RICHESSES DU PAYS !

    Les Malgaches , lors de l’élection du16 DECEMBRE 2001, connaissant les rouages du machin , ont saisi l’occasion pour ne pas suivre les consignes officielles , ont voté pour le challeger ,maire de la capitale , industriel averti..appelé RAVALOMANANA MARC , qui EST ELU DES LE PREMIER TOUR !

    Lèse-majesté , usurpateur , tricheur ( accusé d’avoir manipulé les opérations…!
    Branle-bas de combat car le nouvel élu refuse le deuxième tour de scrutin !

    Recours aux amis « ben oui oui » menés par omar bongo..avec réunion par deux fois à dakar I et II..!
    Le président élu n’accepte pas le compromis..!
    Internalisation du conflit avec arbitrage de l’OUA…
    Re -refus du Président élu…
    Partition du Pays décidée par Ratsiraka,le Président battu , avec comme objectif le blocus de l’IMERINA..
    A bien examiner l ‘Histoire et la Géographie de l’IMERINA , ce blocus n’est que gesticulation , car il est impossible de  » fermer  » les frontières de
    ‘ IMERINA d’avec les Régions mitoyennes !
    Les militaires pro-Ratsiraka ont effectué des raids pour miner des ponts et détruire des routes Ils ont été matés par l’4Armée régulière , loyaliste car
    A OBEI AUX ORDRES DU PRESIDENT ELU …

    Après presque huit de lutte contre la pauvreté et démarrage du MAP ( plan quinquenal de développemnt de Mcar) les Malgaches ont vu lniveau de vie s’améliorer…!
    Et voilà , au début de l’année 2009 , les contestations de l’opposition durant sept ans portant sur l’élection du Président RAVALOMANANA MARC arc en décembre 2001 ,pourtant confirmée lors de l’élection du 03 DECEMBRE 2006 , ont dégénéré et rajoelina a été propulsé meneur d’une manifestation des gens des baas quartiers d’ANTANANARIVO payés et drogués et qui ont brûlés les magasins et bâtiments tiko et magro dans toute l’Ile appartenant à la Famille RAVALOMANANA MARC…ET ONT ABOUTI AU COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 §

    Trois ans déjà mais oh combien difficile pour les Malgaches qui ont payés chers cette aventure coloniale aidée par des éléments des forces armées ( armée , gendarmerie, police)..

    Ce conflit a été internationalisé car, après les évènements de 2002 , le Président RAVALOMANANA MARC , ayant constaté que ni l’embryon de la Francophonie 5les ben oui oui animés par la françafrique de omar bongo ni l’OUA , en période de mutation pour devenir l’UA , n’ont pas été ni crédible ni fiable ni ipartial dans leur arbitrage..!

    Le Président a prése,té la candidature de MADAGASCAR A LA SADC..

    Heureusement que Nous sommes membres de la SADC CAR LE MACHIN (COLONS PLUS COLLABOS MALGACHES ) AURAIT EU RAISON DE NOUS
    ET NOUS VOILA SOUS LE JOUG COLONIAL DE NOUVEAU A CAUSE DE NOS RICHESSES CONVOITEES PAR DE NOMBREUX PAYS ET HEUREUSEMENT QU’ILS SONT NOMBREUX CAR DES BRAS DE FER ONT LIEU SUR NOS DOS…QUE LE MEILLEUR ET LE PLUS FORT GAGNE MAIS NOUS AVONS NOTRE MOT A DIRE §
    QUI VEUT COOPERER AVEC NOUS DOIT LE DIRE , LE DECLARER A HAUTE VOIX AVEC RESPECT DE NOTRE SOUVERAINETE , DE NOS INTERETS ET RESPECT DU DROIT HUMAIN !

    Le BLOCAGE DE LA MISE EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE DEPEND A 99 ,99% DE LA BONNE FOI ET DE LA BONNE VOLONTE DE NOUS MALGACHES…
    NE CHERCHEZ A COMPLIQUER CE QUI EST SIMPLE ! ARRETEZ DE VOUS PRENDRE POUR DES MACHAIAVEL , VOUS QUI N’ETES QUE DES VOYOUX DE GRAND CHEMIN..!

    >

  16. Mba nisy novana ve ny amnistie natolotr’i Christine e? Mino aho fa izay matoa izy nandray fitenenana indray. Saingy indrisy fa mbola feno fankahalana ny fony hany ka voasazy isika rehetra.

  17. Misaotra @ fampitam-baovao ry akama isany, hay ve mba ho tratry ny haloka
    ity ratsikirity e!!ny any handrasako dia ny fitsaran’Andriamanitra ireo izay nahavanona
    izao faniratsirana sy OTAFADY io tany MASINA io toy izao ary mino aho fa tsy misy hialamenaka eo fa ho tsarain’ny tantara
    daholo izy ireo NA IZA IZY NA IZA!!!!

  18. O Josefa: ny rainy mandeha alohan’ny zanany! f’io no tena anti-dahy malaza fa faiseur et défaiseur de pouvoir, MPANODINA gaigy manitrikitrika ampahibemaso efa hatry ny ela fa taranak’i Galliéni
    __
    Vao fotoana vitsy aho niresaka t@ vahiny tonga tato an-trano anikeo, hoe: mila alefa any @ rangon’ny-lahy izy bandy rainy-zanaka jiolahimboto ireo, satria toa misarisary 10taona toa ny tao Côte d’Ivoire no hitranga eto Dago, misy aza no miteny hoe mety hahatratra 25taona (ou presque)naha-teo amin’ny fitondrana an’i Capitaine de Frégate nampisondro-tena ho Amiral (rouge)

  19. Mazava ny tenin’i Mamy ry Zanakosy isany ô! asakasak’i Raosy raha hody izy, f’efa miandry azy ny élimination physique. Zany hoe raha hazavaina, de tsy miantoka intsony ny fiverenan-drainareo izy. Io koa de azo adika woe, aza miverina intsony ialahy, fa aleo hitondrako ny baolina, farafaharatsiny aho raha mitondra ny lokon’ny TIM @ fifidianana, de mba azoko antoka na de tsy ho lany aza, de ho voatanako ny sezako @ maha filohan’ny assemblée ahy.Eo koa tsy hisy sahy hamono an-dRaosy izany, fa loza ho an’ny fitondrana raha izay no hiseho, FA FOMBA FIALANA BALA TANTERAKA ATAON’I MAMY @n-DRAOSY IO. De ataovy mandainga foana ny tenanay.
    De nankaiza ry Njara ny vokatry ny hetsika saika hatao taty Paris sy tany Toliary, toa mitoka-monina hatramin’ilay vieux prof aza ity? nareo sy ny hetsikareo ihany woa no mifanipaka sy mifandaka otran’ny valala an-karona eo. Mbola misy sahy hilaza ve eto fa diso avokoa ny voalazan-dRabe hatramin’izay? Nainkaiza ry Naika, ry Rakotochien,…etc?
    Io tsisy voakarama zany, tsotra ny antony, tsy tian’ireo médiateurs ireo tsy hahomby ny médiation-ny sy hitondra fangirifiriana ho an’ny gasy ny blocage ataon’olona iray, kanefa io olona io de mitavana @ haren’i Madagasikara norobainy @ exile doré-ny, de mbola mitady handrombaka pouvoir ihany koa, de tsy ilana azy intsony ny raharaham-pirenena malagasy. Nareo eto de sagnagna, fa Raosy zany tsy adala akory fa mahalala ny hahafaty azy. Ny olana fotsiny ho anareo, na Raosy, na ny taranany sy ny mpomba azy, de tsy manana crédibilité intsony amin’ny opinion Gasy, satria ratsy saina, te handrava zay vahaolona rehetra hivoahana amin’izao krizy izao. De inona sisa no azo atao, miantso ozona sy fahafatesan’olona amin’ny gasy tsy mitovy firehana azy, tahaka an-dRanavalona, manary ny fihavanany @ fianakaviany tsy mitovy firehana politika aminy, zay tena mapme be tokoa; de roso ny fifidianana @ity taona ity ry Bako, fa tsy hisy tetezamita hororitina lava zany intsony eo a! Efa napetraky ny SADEC sy ny TROIKA @ madame RAZANAMAHASOA ny fitokisana rehetra momba ny amnistie! bye! bye ô!

  20. @ Njara:
    je ne suis plus d’accord et pas du tout avec les principes du FRDL
    dès lors qu’Ambroise à un moment donné s’est laissé emporté par une idée hat-ienne s’exprimant lui aussi à travers un de ses édito que: qu’il faut (selon lui) exclure les 4 présidents respectivement des 4 mouvances des futures présidentielles, car ce sont eux qui font figure de blocage de la situation ne faisant qu’empirer

    Ca dégage clairement que depuis (belle lurette) il a cessé de soutenir tout ce qui entoure dada, non?!

    Alors?

  21. Dia tena tsy menatra mihitsy ity Rabeorona ity, hita mihitsy fa kely ati-doha toy ny tena fouza marina, ka ao ambanin’ny elakelam-peany sisa no hitany, tellement son nez est trop gros heheheheheh
    Dia samy milazafa fa tsy crédible intsony i Président R8 MANANA ny maha izy azy élu démocratiquement eo anatrehan’ny vahoala malakasina, kanefa ry jioulam-botou mianakavy no tsy misy mpihaino intsony fa totohann’ny frantay aloha mandra-paha ! aiza alou ilay RI ? valio io ry Rabevatok’orono mpamafy laingabeuuuuuu

  22. garabola: c’est TGV et France qui ont peur du retour de notre DADA

    « Olon-dehibe mifanome-toky »

    Tant qu’il nous reste un SOUFFLE DE VIE
    Notre choix repose sur dada

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *