CST Fanatera Longin : Hanery ny mpitarika handray fepetra

Magro 24 martsa 12 (4)

Rehefa avy nanatrika ny hetsiky ny HMF teny Ambohimanarina ny sasany tamin’ireo vahoaka zanak’i Dada, dia namonjy ireo namany teny an-kianja izay efa vory lanona teny androany. Anisan’ny nandray fitenenana teny an-toerana ny CST Fanatera Longin.Nambarany fa raha vahiny tao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray Rajoelina Omaly alina, dia izao no zavatra azo tsoahina tamin’ny resany, dia hoe azo atao ny mamela heloka amin’ny loi d’aministia fa izaho tsy hamela iny. Ary azo atao io loi d’amnistia io fa tsy tokony hanao resaka politika. Raha politika dia matahotra ny Filoha Ravalomanana izy. Matahotra ny hifanandrina aminy Rajoelina. Tsy tia azy ny vahoaka Malagasy fa mpanongam-panjakana. Manao antso ho an’ny vahoakan’Antananarivo, hoy Longin, fa soa ihany fa notazoniny lavalava ny tetezamita mba ahafantaran’ny vahoaka ny toetrany. Mbola sitrapon’ny vahoaka raha hifidy azy amin’ny Repoblika fahaefatra. Nanomboka ny 2009 dia loza no niainantsika teto. Ny ilana fitondrana dia hiaro ny vahoaka, hitandro ny filaminana, kanefa ny zavamisy dia manjaka ny dahalo.Milaza ihany koa Rajoelina, hoy izy, fa tsy hihavana, fa isika kosa mitady olona matahotra an’Andriamanitra no sady kristiana. Tsy mendrika ny hitondra firenena Rajoelina satria tsy tia fihavanana. Namafisiny fa tsy hanaiky isika raha tsy tafaverina eto ny Filoha Ravalomanana. Tsy vitan’ny resaka toy izao fotsiny anefa izany. Rehefa tapitra, ny 30 Martsa 2012, dia hanery ireo mpitarika avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana isika handray fepetra, na hikorontana aza ny firenena, na inon-kidona na inon-kihatra.

35 pensées sur “CST Fanatera Longin : Hanery ny mpitarika handray fepetra”

  1. Asa na azon-drajoelina ny votoatin’ny tondrozotra ? Ny antony nanaovana io tondrozotra io ? Inona no antony nampanaovana sonia ireo tompon’andraikitra politiques
     » azo antoka  » fa tena mifantoka amin’ny tombotsoan’ny Malagasy ny fireham-politique-ny ?
    NY TONDROZOTRA DIA NOSONIAVINA MBA HAMAHANA NY OLANA PAOLITIKA
    NATERAKY NY FANONGANAM-PANJAKANA TETO MADAGASIKARA ..

    KOA NOHO IZANY DIA TSY MISAHANA NY AMINISTIE NY TONDROZOTRA..

    KA TSY TOKONY HISY FANENJEHANA AMIN’NY TRIBUNAL IREO GAGRA NOHON4NY PAOLITIQUES
    NY FIHAONANA AMIN’NY TROIKA AMIN’NY FAARAN’NY VOLANA MARTSA ITY DIA HAHAZOANA NY FANAMAFISANA IZANY..KA IO FANAMAFISANA IO DIA HAMAFA IREO DIDI-PITSARANA NAHINDRAHINDRA TAMIN’NY MARS TEO IZAY MANASAZY MAFY IREO MIARAMILA NIVORY TENY BANI ARY NORAOFINA HO GADRAINA REHEFA AVY NAVADIK ‘I NDRIANARIJAONA..!

    Inona moa no nanosika an-drajoelina hiteny amin’ny tv ?
    Enjehan’ny eritreriny sa matahotra fa tsy fantany intsony inona ny zava-misy satria ny
    frantsay dia sahirana be ankehitriny :eto an-toerana dia ny « ady mipaolka eo amin’ny ministry ny fitsarana sy ny syndicat-n’ny Mpitsara ,
    any ivelany dia ny fifidianana any frantsa , ny terrorisme any frantsa , ny fifidianana any sénégal ,ny fanonganam-panjakana any mali..ary indrindra ny tena mamaky ny sain-drajoelina sy ireo mpanolon-tsaina azy ( i jiridika moa marary )dia ny fahanginan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC..
    Lasa ny sain-drajoelina ka miezaka mandinika ny antony izao fahanginana izao izy!Inona no ketrehan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ?

    Ary mba hanomezana hery ny tenany dia iny izy niseho teo amin’ilay varavaran-kely..!Nisy zavatra tiany notenenina ve fa tsy tafavokany ?
    Miavosa eo an-tampin-doha-drajoelina ny rahona mainty matevina miaraka amin’ny kotroka
    mafy be : ny grevy maro , ny fahaverezan ‘ny air mad -izay hiteraka licenciements betsaka satria tsy ny air mad intsony no mibaiko na mifehy ny mpiasa fa ny fikambana holding SKY TIME izay misy ny frantsa , ny pays-bas sy firenena hafa..Ny mpiasa techniques Malagasy dia mbola mila « stages de transformation sur airbus 340  » vao afaka mikasika ireo avions ireo nefa ireo avions dia tsy maintsy manidina…
    O!ry mpanongam-panjakana ô ?Aiza re izany lalana e ? Hanidina ve sa hidina e ?
    Lafa be ny vidin’ny kitoatoa sy ny petatoko ary ny kilaolao !

    rajoelina a !Fotoana kely sisa , dia hilatsaka ny varatra !

  2. Dia mba nahajery koa izay nijery ny HAGEGEN’i domelina niaraka t@’ Onitiana t@
    zoma kah!!hitako tsara iny fa tsy mety ny maka » L » @ olona toa ireny hiraky ny devoly ireny
    ka aleo manaja tena sao hifindran’ny Fanahy ratsiny eo.

  3. Onitiana Realy anie maty lolo amin’ny bandy manambola e!Maka vadin’olona aza hainy.
    Ary toa hoe: hirotsaka ho fidina hono i TGV, f’angaha voan’ny Alzeihmer toa manadino ny noteneniny.TOKONY HAMPAHATSIAHIVINA AZY NY FANAMPBARANY IZAY NAVOAKAKO TETO.

  4. Boloky ve ahagaga e!izay tenenin’ny tompony ihany no haveriny.
    I Onitiana aza efa mihamivondra-bondraka hafahafa fa tsy mandimandina toy ny taloha
    ireny intsony. Dia mba tia zavatra kosa izay tia an’iny, ankoatra ny entam-be aloha dia ….ny volo koa kay kah!!malama tsara.
    Atao ahoana fa ny vadin’olona ,iny no matsiro sady efa nahangona HO TAVANDRAINA, mamy be hono anie ilay fitia hangalarina e!
    Tsy mampiana-dratsy aho fa tena zavamisy sy miseho matetika izany eo @ resaka fitiavana ity.

    Inona aloha no mba tena nolazainy domelina ankoatra ny fiantsiana e?izay mba henoko aloha izao fia fiantsiana ady avy hatrany.

  5. Dia inona fotsiny izany???hangalatra ihany ve dia haka ny RATSY!!
    mba tsy nahay indray kala barika kely raha izany, ka mety ho be vola angaha ???
    Ary toa sady malahelo be angaha dà izany???matànàlė’nao ô!!!hafa oah ilay izy mandimandina taloha
    fa dinio tsara fa efa miha mibinabina hafahafa izy izao, efa mitaky ilay isa angamba. Marary fo @’izany eo dà fa!!

  6. Avelao zay fitanisana vie privée n’olona any ry Rana sy ry Bemafohy fa tena olona tsy ampy solaitra nareo a! ry Rana sanatria otran’ireny fomba fitenina kôksa ireny.
    Mazava be ny fanambaran’i Andry, raha fintinina de any aminy ny lakeile ny @ fodian-dRainareo, zay tsisy fika moa fa nidiany taneraka ny varavarana. Henjana be ny anay iny ka.
    Manaraka izany de fantatro tsara ilay vazaha fofombadin’i Onja Tinondia iny, zay mazava moa fa tsy manambola mihoatra an-dRa8, de naleon’i Onja aloha nandray ny volabean’ny Dadanareo, sy ny Villa be namboariny. Iny Onja renikelinareo iny woa tsy mba asianareo teny mihitsy e! rehefa Raosy @nareo de la nèige, fa rehefa Onitiana de Kôksa. Kanefa mbola be de be ny actions randriambody nataon-dRainareo iny fantatro, de akombony ny vava woa, fa ny Gasy tsy tia taranaka Andriambodilova sy Jamalaman otran-dry Tojo hitondra azy izany intsony. Atao inona koa moa zay taranaka MAFIA!!!

  7. rajoelina dia resy lahatra fa rehefa azony tamin’ny fanonganam-panjakana ny fitondrana sy ny fitantanana ny firenena dia iza no tompon’ny fahefana koa izy irery ihany no manana ny zo mandanjalanja , manombana ,mandrefy sy milaza izay ataon’ny sasany…
    Iza no mandidy ,iza no manapaka..!
    Mba tsapany sy azon’ny lohan’angidinna anany ve hoe atraiza izany fahefana izany ary amin’inona no mipetraka izany fahefany izany…!
    Ny volan’ny frantsay no nitamby ny miaramila nampitahotra , namono aza Malagasy sahy niteny ,na tsy niteny akory aza fa dia na,ao ary manao ramahora ny miaramila voavidy..
    Haharitra mandra-paharahoviana ity fandrahonana izany ?

    Dia tena mihevitra azy ho mpitondra tokoa ity jiolahy entin’ny frantsay amin’ny sangan’ity..Na asain’ny frantsay mangery am-bilia azy io bibiolona io dia asainy mihinana ny tay am-bilia dia hihinana satria tsy te ho very fahefana !
    Koa ,azafady amin’ilay ohatra fa zavatra itako maso io ohatra io ,fa diniho amin’izany ny fipetraky ny fahefana..Be ny « chantages » nataon’ny frantsay taminy ary nekeny izy ireny mba tsy hahavery ilay fahefana rivotra !

    Maro ireo rahona mainty be miavosa eo ambony loha-drajoelina :ny greve etsy sy eroa , ny vola tsy misy ao amin’ny trésor , ny Vahoaka mikaikaika atrin’nyy ela ,ny ministry ny fitsarana izay niseho ho tsy misy pentina hay kay mangorom-bola avy amin’ireo olona nampiany nandika ny lalana ,ary efa eo an-tanan’ireo Mpitsara mitokona ny dossiers momba izany

    Ity minisitra ity anefa no anisan’ny vato iray miantoka ny toko ipetrahan-drajoelina , ny vato faharoa diany foloalindahy (miaramila,zandary ary paolisy) ,ny fahatelo dia ny vola avy amin’ny frantsay ,ny karana ,ny malagasy mpivarotra Tanindrazana..!
    –Ity minisitra dia efa hazo amoron-tevana,
    –Ny miaramila dia efa ho tonga saina satria ireo miaramila tsaraina na efa voatsara ny Fitsarana dia miaramila notondroin’i ndrianarijaona teny amin’ny BANI ary noraofina dia nentina am-ponja..
    Koa mino aho fa tsy hanaiky izany ny akabeazan’ny miaramila satria fantatr’izy ireo tsara fa ity ndrianarijaona ity dia anisan’ny nanongam-panjakana niaraka tamin-drajoelina.
    –Ny vola dia miha vtsy satria ireo mpanome dia tsy maharaka satria paosy rovitra ‘ty rajoelina..!

    Hiverina koa ny TROIKA hijery ny raha vita ny asa nasainy notanterahina dia ny volavolan-dalana mikasika ny famontsoran-keloka.., izay tsy mikasika ny olana paolitika ary noho izany dia tsy mikasika ny Filoha RAVALOMANANA MARC..

    Nefa i rajoelina ,tamin’ny teriviony dia tsynahatana ny vavany raha sy nampiditra ny Filoha tao anatin’ny resaka : saika namono azy izay eo amin’ny fitondrana ,nefa ny Filoha any Afirika Atsimo !
    Izaho eto amin’ny fitondrana..!Avy raha mafy ialahy !

    Ny terivio nomen-drajoelina dia fisehosehoana sy fibotsibotsiana , satria eo anatrehan’ny sarotra atrehany dia afaka mibotsina eo amin’ny tv ,afaka milaza lainga sy mamorina amin’ny Malagay tsy maharaka ny zava-misy izy ,afaka
    mitaraina amin’ny Malagasy izy satria ireo mpiasa-pankana mitaky fisondrontan-karama dia efa tamin’ny fotoana nisy vola fa tsy noraharahina ny fitakian’izy ireo (tamin’ny andron’ny Filoha RAVALOMANANA MARC izany ), nefa amin’izao fotoana tsy vola izao vao mihetsika izy ireo..
    Saingy ny tsy fantatr’i rajoelina na modiany tsy fantatra dia FANTATRY NY MALAGASY REHETRA NY FOMBA FANDANIAN-DRAJOELINA NY VOLA-PANJAKANA..

    Ny mahagaga ahy dia mandindona azy ny Fihetsika Hentitry ny
    SADC izay ho avy amin’ny faran’ity volana ity ,izay tsy hanaiky lembenana intsony ny fika harosn’ny fitondrana rajoelina -beriziky-ministry ny fitsirana !
    Dia iny rajoelina no mlaza fa » izay olona nanao ratsy teto amin’ny firenena dia tsy mahazo milatsaka ho fidiana ! » Asa ho azy rajoelina izany loza miantona izany..

    Ny hiriana mafy ny Syndicat-n’ny Mpitsara (SMM)dia mba hitory aingana ny ministry ny fitsarana nanangom-bola avy amin’ireo olona nampiany nandika ny lalana tamin’ny fanodikodinana vola sy zava-tsarobidy nahondrany !
    Isaorana milaha ireo Mpitsara !

    Io no varatra voalohany hirefotra sy hilatsaka eo amin’ity fitondrana ity !

  8. Ranavalona!Izaho anie tsy maninona e!fa hafahafa amiko fotsiny ilay hoe:olona fanta-poko ohatra ‘ireny dia manenjika lehilahy no atao.

  9. Itony ry Bemafohy itony de tena pelaka sarindiky otran’ny vehivavy. Mba menatra r’ise fa lehilahy ny tena a! izany ve no mba mpanohana an-Ra8 andriamanovavody otrazy????

  10. raberojoro PD! on ne t’a pas sonné.Tu ferais mieux d’apprendre la physique des particules car pour le moment t’es un simple technicien mais pas un ingénieur.Et arrête de chier à ciel ouvert car tu pollues l’air.

  11. Fomban’ny foza ny manilika ny hataony @ hafa ry dà fa aza taitra a!!
    kiboin’ny marina koa milaza ny tsy hanontaniana a! aza asiana sira fotsiny dia samy miala.

    Tsy misy lehilahy ratsy izany oah! efa hilazako sė. Ilay lehilahy koa no tena mpanenjika angamba kosa e!!
    Tian’ny lehilahy koa matsy ity mifaninana ity indraindray mba hialazana fotsiny fa hoe:efa sipako iny. sa..??

  12. Ary toa lasa mivona ny reska eto zany ,ny zavatra fantatra d izao ,matahotra i radomelina d ny lainga ihany no afafiny toy ny maazatra ,zay vie privée an’i Onitiana any tsy rahirahinay fa ny hadinony d zao naninona i domelina no toa sarotiny refa ny vahiny no nisy namono sy nadroba fa refa ny gasy d hatao kely tsy mamindro ,hasaivo mody any daolo reo fatina tsotsoka reo fa io insecurité io iany no hi-jouer-ny hampidirany ny miaramila bobo menasofina eto !
    Naninona koa Onitiana tsy nametrapanotanina azy momba ny fitondrana vahoka nanafika lapa sy ny tir croisé nisy teny Ambohitsirohotra t@janvier sy février 2009,IZA DAOLO NY TAO AMABADIKIRENY !
    Manatena zahay vahoka fa mba hisy valiny ny fitoriana nataon’i Zafy SY Ravalomanana pdt teny @TPI ,ary TOKONY MATOTRA NY OPPOSANTS FA MAnKALEO NY TETEZAMITATRA é! Fransaman ve voavidimbazaha ndray sa aona ?

    hALEFASO A@ZAY NY MIARAMILAN4NY sADEC hampandry TANy FA AOKA TY IRAKA LAVA ?AZON4NY hat sy TSOTSOKA VIDINA LAVA TY NO AVEZIVEZY lava eo karama ny azy d manao izy fa refa milamina Mcara tsisy karama ntsony reny iraka reny ka mba MAILO nareo opposants fa miesona be lAY feuille de route n,ny mpanogana sy ny reny malalany bola tsy nahafeno paosy ,mba MIERITRERETA RE ,ARY AZA DISO FAHAVALO Dia NY VAHINY MANDROBA NY harena ambanin’ny tany é! fotoan’ny DIVISER POUR REGNER ETO ZAO ,olona tsy nianatra otrandradomelina ve no hataonareo lohany na dia tetezamita aza !Inona no andrasanareo vao hanala andradomElina sy ny reny malalany eto MCAR????,inona no misakana anreo tsy mivazavaza amnreo vahiny tsotsok miditra antsokosoko sy mangalatra eto @Firenena ???INONA NO MISAKANA ANREO TSY HITENY ERAN’ZAO TONTOLO ZAO FA DOMELINA SY NY RENY MALALANY NO TSY MAmPIVAHA NY OLANA dia hanoraty eran’ny masoivoho azy ve dia tsy vitanareo ,hanoraty NY CI ,inona lava ty fitsabahan’ny tsotsoka amiraharampirenena Malagasy sy Afrikana lava eto !REFA TSY SAHY NAREO D NA folo taona aza isika eto iany !!!!
    Avela ho potika tsisy ho raisina ntsony ve Mcar vao hidina andalambe isika Mlagasy ???

  13. Le déroulemment des élections présidentielles (1er et 2ème tours ) au Sénégal mérite d’être analysées ,car elles démontrent , encore une fois , que malgré les démontrations de force lors du premier tour du président sortant ( voir les résultats de lélection présidentielle à M.car du 16 décembre 2001 ), rien ni personne ne peut se mettre à travers de la détermination des électeurs..
    Le Président Wade a fait des pieds et des mains après le 1er tour pour augmenter l’écart des points entre lui et son challenger !
    Résultat : il est battu..par les électeurs qui n’ont plus cru en lui car il les a deçus et a commis une grave faute constitutionnelle : il a brigué un 3ème mandat ,alors qua constitutionnel n’autorise que deux mandats..par président !

    Ces élections au Sénégal ,même médiatisées n’ont pas reçu d’audience à M.car pour la raison que Nous savons : mauvaise information de la presse ?
    Mais désormais ces élections ont fait irruption dans les nouvelles internationales de par l’exception du comportement démocratique des électeurs sénégalais !
    Oui ,d’après rfi , Wade a distribué beaucoup d’argent..!

    Ce qui est surprenant , c’est la rapidité de sarkozy à félicitet le vainqueur , histoire de récupération..!L’a-t-il aidé lors de la campagne ?
    Une chose est sûre : l’Ambassadeur Ruffin , actuellement cadémicien , a été remercié parcequ’il a refusé d’obéir aux odres de Paris d’aider Wade !

    Nous devons demeurer fidèles à notre lutte contre la re-colonisation et intransigeants
    pour le retour de notre Pays dans l’ordre constitutionnel et pour l’application ad intégrum des Accords de Cotonou qui interdisent la candidature aux élections présidentielles l’auteur d’un coup d’état..
    Autrement dit ,si Nous adptons ces accords ,rajoelina ne peut pas se présenter aux élections présidentielles et si après l’adoption du mémorandum à la fin de cemois ,Nous Nous prononçons pour l’application à M.car de ces Accords , rajoelina ne peut rester chef de la transition..et en plus Nous devons porter plainte pour le coup d’état qu’il a commis !

    Prenons leçon sur la puissance de la volonté d Peuple sénégalais !

  14. I Onitiana dia sady matin-dehilahy no matim-bola ka mody idiany fanina
    ny fanontaniana izay nanitikitika ny maro fa tsy napetrany t@ domelina
    ary mino aho fa tsy maintsy nisy SIVANA tany t@ fametrahana fanontaniana ohatra ny efa mahazatra ireny.
    Efa natao daholo ireo voalazanao ireo fa saingy tsy misy valiny hatr@’izao koa na ho avy aza ny mpampandry
    tany SADC dia ho VIDIAN’i foza MORA2 ohatra ny efa nahazo IREO MPANDRAHARAHA rehwtra tonga tao ianao
    ihany io no mametra-panontaniana fa Fransmann koa ve voavidy?????dia maika fa izay miaramila kely ery mafy
    ady toa an’i Gasy koa ireo koa mino aho fa tsy dia hitondra fanovana firy eo ,RODOBE izao no andrasana sisa tsy
    maintsy isika Gasy ihany no hanafaka aintsika ka efa manery ny Mpitondra fivavahana fa anjaran’i Ankolafy Ravalo
    no mandray fepetra rehefa tsy tonga @’ izao faran’ity Mars ity dada, DADA ary I DADA TOKANA SISA AZO HANTENAINA
    fa ny ankoatra izay BLa bla bla, i dada IRERY SISA AZO HAMETRAHANA FAHATOKISANA @ FAHAFAHANTSIKA
    HO ELA VELONA IANAO RY DADA MALALA ary ny TOMPO HOMBA ANAO.

  15. Hay ve ry Bemafoy tao anatina fianarana physique des particules misy matière woe, LEHILAHY PELAKA MIFOSA TOA VEHIVAVY. Sa te hilaza woe tsy mila anla Rabe hilaza ahy woe pelaka fa za manam-pahaizana noho ela satria za physicien henjana be, kanefa ny fomba fiteny, na ny faehoan-kevitra, na ny vokatry ny tolonareo miseho anareo nianatra be ireo zéro manatody be, tsy azo hitarafana olona nianatra izany na de ny pitiny aza. Io fianarana io koa, samy nosoran’ny reniny menaka, fa tsy io no tanisaina lava eto. Ny voany ihany no hahafantarana ny hazo e!
    O ry Bako a! tsy hitanao ve fa diska miverina avokoa ireo voalaza ireo. Mba vakio kely aloha zay lazain’ny RFI androany momba ny amnistie, avy any @ SADEC de mikombona tanteraka ny vava.
    Tena fomba mahomby ny rodombe Rana, fa ny olana de nareo mihitsy no tsy itokisan’ny olona intsony a! tsy crédible zany woa nareo! mba miaiky ny faharesena, de manovà stratégie, fa lany lera manenjik’olona eo. Ny fotoana mandeha, Raosy tsy avelan’ny loi d’amnistie hody. Tena henjana Zandry ka!

  16. Rainitay ! akombony ny vava feno tay e !
    Ny zandrinareo henjana be nonoina dia mangina ! Ny frantsay tohizana lelafina ny divony,fa raha tsy izany efa eo intsony. Nandroso be Madagasikara hatramin’ny Ranotay TGV teo ka ! Tsy misy mimenona ny vahoaka, fa tena mahay sy misondrotra mihitsy ny firenena . Ny vahoaka moa dia voky…..tay daholo noho izy, fa izy kosa mifandom-bera amin’ ny karana sy ny vozongo, satria ambony fahaizana.
    Raha misy pelaka eto, ny rainareo tsy fantatra fa natao Razanakonolona no isan’ny pelaka voalohany. Aiza moa no tsy raiketin’ny olona hoe Rainitay no anaranareo ?

    Mahagaga tokoa i Mydago, mbola mamela an’itony Raintay itony hanoratra eto ihany Kooo

    ! Ny vadinareo tena sûr lehilahy matoa hoe Mpifosa « toa vehivavy » ? Sa vehivavy mpifosa ilay vadinareo ? kox mihitsy aza amin’ny fomba fiteninareo Mpangery an-joro, sy tsy mijery vody-andro merika ! Aza alefa aty aminay aty sao manaparitaka sida. Afindrao any amin’i Domelina e !

    Hanatra ho an’izay mamaly an’i Rainitay izao ka : Voaviliny foana ny resaka satria mamaly azy. Avelao izaho no hamaly azy, fa ataoko toy ny nanaovako ny anabaviny sy ny reniny !

    Izao no manfinariutra an’i Mydago angamba ? Loza ho an’izay hiavian’ny fanafintohinana ! 🙁

  17. Efa haiko lesy fa ialahy a! aza miady @ adala oah ry dà a!
    I Njara ihany no tsara fa tsy i Njaka izany sa ahoana hoy sė??
    Milaminà fa efa tsy ho ela dia ho tonga i dada.asaivo jeren’i Rabe ilay  » foza mafana  » dia ho hitany
    tsara iza no tena » pelaka »??? dia avoay eto mba misy hanalana azy.
    aza maka « L  » oah!!Halamino! halamino fa tsara ny saoma, hoy ilay hira.

  18. Ka tsy efa hatramin’ny 2009 ve no efa nitabataba toy izany ireto Magro ireto fa tsy lasa lavitra izany tabataba izany. Maivana be manko ilay hevitra, ka hoy izahay hoe: ireo ndray fa mampandry adrisa ny forngon-dRavalo!

  19. Ka tsy efa hatramin’ny 2009 ve no efa nitabataba toy izany ireto Magro ireto fa tsy lasa lavitra izany tabataba izany. Maivana be manko ilay hevitra, ka hoy izahay hoe: ireo ndray fa mampandry adrisa ny forongon-dRavalo!

  20. Nahazo avocat ndray Bema marina. Ie, mahaiza mifanampy fa tsy ampy an-dRabe raha zay Bemafohy fotsiny. Tsy vao zao r’ise nareo ry Njara no mora tonga fofona otran’ny ba frôma rehefa omen-dRabe kininina kely a! de mivoaka le maha frivany be anareo, tsy ampy solaitra e!
    Aza ny mydago no hanamparana ny fiakaran’ny tosi-drà, fa na izy aza mandefa fankasitrahana anay, ary isaoranay hatrany moa izy mamela anay haneho ny hevitray malalaka eto. Zany ve no midradradra lava demokrasia, kanefa ny filazanay an’i Bemafohy pelaka mifosa vehivavy toy ny vehivavy aza eto, mampihidy vazana an’ise.
    Omeo zay anarana tianareo omena anay zahay ry Njara, fa vao maika milay be izany a!
    Mila hamaky ny écran ny @ lohany daholo ireto rehefa i Rainitay, na Mpangery an-joro, na foza, na Rabe+++++, no mampitsako kininina azy. Mbola ho avy koa ny manaraka ô! sa ahoana ry DENISE? Rana moa de tratry ny tsy tia mainty mihintsy ka midadadada sisa azo atao. Mitadiava dada vaovao Rana fa dada tranainy tsy ao anaty lisitra intsony a! mikombom-bava tanteraka fa nahazo fampitandremana t@ autorité SUD AF, woe raha mbola manao ianao, de zahay no hanolotra anao @ autorité gasy(extradition), satria voaporofo fa an-dRaosy le numéro phone nolazain’ilay miaramila hampamono ny Prezida, sy ny CEMGAM, ary R-bombe. Zany woa, mba manao ihany kanefa, vendrana, numéro ve de tsy afenina kanefa zavatra otran’izany no kotrehana. Tsy rainy tsy zananay, fa sagnagna mianakavy. Zay no antony hamelezanay mafy eto, fa raha tsy midona @ rindrim-by toa anay tsy misaina.

  21. Eto alou de i rabe no hita hoe pelaka an
    Peo ry njaka (de njara ihan): f’enao no antenaina ahahendry an’io
    Mousta be catégorie Rossy ity lien farany atolotr’i Bemafohy

  22. Hay saika hadino, io koa fa miampy iray koa ny pelaka! Njara io an! jereo ane ny fanehoan-keviny ery ambony, fa tena frivany be otran’ireny pelaka rangitina ireny e! tsy tiany mihitsy ny atao woe, lehilahy ela, fa tonga de miaka-pofona be toy io ry zalahy, hay diso aho fa ry « zavavy ». De mamperitreritra ihany, fa entre an’i Bema sy Njara, iza no vavy sy lahy e? Tena mifampiaro be mihitsy. Misy raha hitako, fa tsy hambarako hoy Tirike mpiara-mitolona aminay aty.

  23. A la demande du régime transitoire, Olivier de Schutter, en tant que rapporteur spécial des Nations Unies sur le droit à l’alimentation, a effectué l’année dernière une mission à Madagascar. Le 6 mars dernier, il a fait part de ses constatations lors de la 19e session du Conseil des Droits de l’Homme. A cette occasion, il a rappelé que la pauvreté a fortement augmenté à Madagascar consécutivement à la crise politique qui a débuté en 2009.

  24. Ela nopelarako angaha hono rainareo Rainitay ??? Sa ny reninareo ???Frivany amin’izany ny any aminareo Raintay a ! Mandehàna oa milelaka ny vodim-bazaha e fa antonona anreo tsara ireny ! Mba ianaro i Domelina ! Mba tenenoy ihany razanakolona tsy hanao zaza anelakela-trano sahala aminareo fa simba ny tanàna.
    Ho Aiza sarotra be ny mipeka an’ireny fa efa mpinono loatra Sady raha izahay no pelaka, tsy alika sahala min’ireny no hofidina ! allez ouste fous toi dans la merd le rainitay !

    Izao no resaka azo hifanaovana amin’ny foza ka atao ahoana ary ? Manao stage kely manary taim-bazaha no antonona an-drainitay ka !!!Ho resahina kely ny vozongo tsy hanaiky ho lelafin’ireny intsony !

  25. TGV face à Onitiana Realy: « je m’engage personnellement à lutter contre l’insécurité qui sévit dans le pays. »

    On se demande qu’est ce qu’il a foutu depuis qu’il est là?

    Il ne fait que des erreurs cet imbécile:

    http://youtu.be/vCcMHzoJHrI

  26. hoatry ny elaela ndray ity denise ity tsy hitako kôksa aiza mou io … tohizo Rabevôplôsy fa aza manaiky mintsy à!

  27. Avoahy oah ilay  » foza mafana » dia ho hita eto iza no pelaka e!
    Youtu.be . Dia sady misy hihomehezana kely.

    Bemafohy ! fa tsy manak’atao ve ddà no handany andro sy haka « L » @ zavatra toy ireny e!
    Voa maika izany nivondraka indray kala barika kely iny! natavitavy ery izay kala dia mody nidiana fanina
    daholo ny fanontaniana rehetra. Izay tsy nivonto FO kosa aloha no nanenina izay nahita ilay fandaharana e!!
    Izay no maha domelina an’i domelina ,taiza no mbola nisy devoly NAHAFALY ny nataony???BOLOKIN-devoly.
    Vao maika taritarisiny @ tany ny FIRENENA,alainy baraka sy hosihoseny mihintsy,dia milelaka ery ny foza.

  28. Tsara aloha ry Bema refa tafita ny hafatra a! za koa tsy frivany otranareo Zana-drainy ireo, eto, fa lesona kely tiana nampitaina iny, fa raha teny ratsy sy ompa no nahafaty, efa nisaoty, ela teo @ sezany ny Zandrinay. Ny tsinin’ireny fotsiny, de ity serasera mydago ity, no maloto be sy tsy tian’olona jerena sy vakiana intsony, satria tsy mahita vaha olana, ka olona mahazatra frivoles sy misarakorako be foana no mpizaika eto. Tsy de manan-kambara intsony koa fa politiquement, resy tanteraka, hijanona any SUD AF Raosy, maharary ihany zany woe, mba filoham-pirenena, kanefa nanesitany tena any an-tanin’olona. Hody an-tanindrazana, gadra no miandry, handroso maty renibe, hihemotra maty renibe. Ny an’ny olona sy ny CI, de ny FDR ihany, de mihazakazaka otran’ny vitesse grand V ny fanatanterahana azy. De manopà, sy mitenena ratsy sy manozonozonà re rapela Njara sy ry Verbeeck, io ny maha nareo anareo a! ireny koa no hitarafana ny fomba fiainany any @ fiarahamonina sy any an-tokatranony any. Tsy mahazaka fanakianana, fa tonga de miakatra tosidra sy manompa. Aiza moa no hahomby @ izay zavatra atao, tena ny olona tsy nianatra aza, mbola mahay miaina lavitra noho nareo. De Rabe tsy maintsy miteny, ary nitsoaka an-daharana daholo, zay mifanehatra aminy! tadidiko tsara ry Njara, ianao ilay efa nanao veloma teto iny. « Veloma ianareo fa tsy ho eto intsony aho », de woe koa  » trop de démocraties, tuent la démocratie », de tsisy hambo fa io niverina ihany, satria tsy dadanareo miverina no himasoanareo, fa ny hamono ny afo fandoran-dRabe anareo, de izay no tadiavin-dRabe, hany ka ataony misarakorako sisa, entiny @zay itiavany azy, de tsy afaka maneho zay tena tolony sy tanjony, fa reraka mamaly anay eto, de zay ny mission nay ry sagnagna isany ô! te hifanadrina aminay eo tsinona koa! hita eny foana ny V sy ny mahay politika e! Ny RAINY sy ny ZANANY zany woa, tsy maharaka ny ZOKINY sy ZANDRINY na oviana na oviana. De mitenitenena foana ihany, fa andrasanay ery an-kodimirana e!

  29. Ny oe hiakatra tosi-drà zany tsy misy kah efa fantatra fa miresaka @ tranon-dainga Rabe vôplôsy tsy hatao olana fa fahatakaran’ny foza resaka mintsy no dia loza ka tsy mahagaga tsy misy zava-pantany afa-tsy ny tsianjery namapanovin’ny patron’Ny azy dia ny fanaratsiana an-dra8… tsy donto akory oa ny Malagasy ka ho voafitaka foana!

  30. Tsy mety mihintsy aloha ny fitenin’i Onitiana mihevitra azy ho vedety be sy faratampony amin’ny fahaizana dia lasa midepasse.Torohevitra no omena anao asehoy fahendrena sy fahaizana de tsara tarehy ianao fa raha izao de tena degany loatra. Be anie ny journalistes vavy mahay sy feno fahendrena e

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *