Me Razafimanantsoa Hanitra : Ilaina ireo manampahaizana avy ivelany ireo

Me Hanitra

Miteraka adihevitra eo amin’ny tontolo politika eto amintsika ny mikasika ny fahatongavan’ireo manampahaizana handrafitra ny lalàna momba ny amnistia. Samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay mikasikak izany. Ho an’ny Me Razafmanantsoa Hanitra, Ankolafy Ravalomanana, dia nambarany fa ilaina ny fahatongavan’ireo manampahaizana ireo eto. Tsy azo omentsiny ny firenena avy ivelany hoy izy, raha hitsabaka amin’ny raharahantsika satria tsy nandray andraikitra isika. Matoa nisy ny feuille de route,kanefa tsy mahafapo ny rehetra izany, hoy ny fanazavana. Ny Ankolafy Ravalomanana, dia nanao sonia ny andininy telo (16, 17, 20) izay mifanaraka amin’ny Ankolafy izany. Ny zavatra mitranga fanindroany izany dia ny hoe tonga ny manampahaizana momba ny lalàna avyany ivelany handrafitra ny loi d’aministia. Tsy gaga aho, hoy Me Hanitra, raha loi d’aministia efa novolavolain’ny avy any ivelany no avoaka eo satria fixe loatra amin’ny olona iray ny loi d’aministia. Ho an’ny Ankolafy Ravalomanana, dia mazava hatrany am-piandohana fa efa nanao sonia ny feuille de route, anisan’izany ny andininy faha 16. Iny dia efa nahavaha ny olana mikasika ny Filoha Ravalomanana, hoy izy.Ny « cessation de poursuite judiciaire » ho an’ny filoha Ravalomanana, raha ohatra omena amnista izy, dia tsara , tsy omena izy tsy mampaninona ny Ankolafy Ravalomanana izany. Tsyio aministia io, hoy hatrany izy, no iadiavanay..Tsyizahay no mitazona ny olana amin’ny Filoha Ravalomanana, fa ny hafa. Lasa izy indray, hoy ity mpanao politika ity, no « centre d’interet »  dia hihodikodina eo kanefa tsy tokony any ny olana fa ny loi d’amnistia natao ho an’ny rehetra. Ho an’ny Ankolafy Ravalomanana, dia averiko etoana,hoy ity mpanao politika ity, fa matoa tonga eto ireo manampahaizana ireo dia noho ny tsy fanajantsika ny fepotoana napetraky ny Sadc dia ny 29 febroary izany. Ko araha tonga eto ireo olona ireo dia aza omentsiny indray fa mitsabatsabaka amin’ny raharahampirenena. Rehefa tsy mahay mifanaraka ny malagasy hoy izy dia olona no mametraka an’io, azo atao ihany izany fa maninona tamin’ny filankevitry ny governemanta no namoaka fanapahankevitra hanangana, comité d’éxpert malagasy hanao ilay « loi d’aminstia ».

16 pensées sur “Me Razafimanantsoa Hanitra : Ilaina ireo manampahaizana avy ivelany ireo”

  1. 1-@@maha mpahay lalana an ‘i Me Hanitra dia Gaga tokoa aho fa izy sy ny mpiaradia @ dia tsy nahavita ny Fampisehoana fa tsy ara penitra ny fitsarana ,ny fizotran ‘ny fitsarana momban ny raharaha 07/02/2009.Raha arak izany dia dia tokony ho rava ny didi pitsarana momba inyy rhaha iny. tokonymadeha any@ annulation izany .

    2- nytiako lazaina koa dia ty ny tena olana no sahan ny tariky Me Hanitra ,fa manafoasafo olana no Nataony atramin izao .

    3-Famohahana ny gadra politika dia zero Me Hanitra sy ny tariny .
    4-Raha manaiky ny amnistie hoan ‘i Atoa Ravalomanana ny Me Hanitra dia Miaiky ity Avocate ity Fa Meloka Atoa Ravalomanana.

    Ho faranana dia izao ,ny loi d’amnistie Havoakan I Fresman sy ny tariny dia ho lavin’I Rajoelina an Kitsirano ,satria fitsabahana @ raharaha malagasy .Ny fodin ‘i Atoa Ravalomanana dia tsy hoela fa tsy ho fantatra hoe rahoviana tahaka ny nandritry ny telo taona izay .
    5-I Rajoelina dia hijanona eo @ toerany .
    6-Mamy Rakotoarivelo sy ny Me Hanitra dia hanoy fiasfosfony ny olana.
    7-ny Krizy dia hitohy .

  2. Ont-ils d’autres chats ou chattes à fouetter, ou « dossiers » plus rentables à traiter ?

    LA SIGNATURE DE CE « DOSSIER » QUI ENGAGE LA VIE DE LA NATION AINSI QUE DU PEUPLE MALGACHE POUR DES ANNEES VOIRE DES SIECLES, AVAIT ETE PRISE À LA LEGÈRE !!!

    POURQUOI OU DU MOINS, DANS QUEL BUT ???

  3. Tsy fantatra marina izay nolazainy fa efa tsy misy azo ahatikisana intsony izao koa
    tsy afaka ny hitsara avy hatrany aho izay voalazany ,efa tsy misy VIDEO intsony ahenoana
    ny marina na mety na tsy mety ny zavatra voalazany.Samy afaka manoratra izay tiany ho soratana fa tsy misy porofo mazava eo.
    Fa raha i Mamy R aloha dia hataoko fa manana toerana tsara ahafahany manatanteraka ireo zavatra 3 mba notakiana izay ela izay
    koa tsy fantatra na inona no hataony na inona fa toa vao maika manome vahana an’i domelina no zavatra hita sy tsara hatr@’izao
    aloha.
    Raha ny momba ireo mpahay lalàna avy any ivelany dia manohintoina ny havendranan’ny sasany sady tsy azo foretina @ Kalak dia
    tsy mahagaga raha hametrahany olana, tsy vao2 izany sady tsy hilaina izany lalàna izany fa izay tiany ihany no TANTERAHINA.
    Izay tian’n renikely ihany io e!fa hadalan’izay tė hanaikinaiky izay lazain’ireo MPITATI-RAKENA IREO amiko fialana olana izany fa tsy
    miteraka resa-be fa hiteraka olana ho an’i foza.

  4. ravelonarivo salama,
    1- Mme Hanitra no avocate ny de8, ary fantany tsara izany lanjan’ny fitsarana izany, ka na manara-penitra na tsia ny fitsarana ny olona namono olona dia tokony ho voasazy ny lalana. ny olona nogadraina nandritra ny 3 taona izany dia tokony ho avotsotra daholo tahaka ny de8.
    2- Fantany Mme Hanitra tsara fa meloka ra-8, fa izy ange no avocat de diable e. izany no hitomaniany Amnistie mba hahamora ny asany, mbola mety ho consciente ihany izy ary sur mihintsy fa enjehan’ny eritreriny am’ireo olona novonoina marobe.
    3- ho tapitra foana io krizy io raha vitaina haingana ny election.

  5. Les remerciements de Monsieur FRANSMAN , driver de la mise en oeuvre de la feille de route à l’endroit du pouvoir des putchistes attestent bien que ce pouvoir a baissé culotte et son caquet..!
    Quand rajoelina , juste avant l’atterrissage de l’avion de
    Monsieur FRANSMAN , reconnaît l’xistence d’un standard international légal pour examinet et pour appliquer la loi d’amnistie..
    Cette reconnaissance ,qu’il faut respecter d’après rajoelina , tardive par rapport au problème que à la date-butoir du 29 février non respectéé à cause de la décision unilatérale imposée par rajoelina ,augure une nouvelle attitude ,qui tente d’amadouer les délégations de la SADC , qui , rapplelons -le , a été choquée par la morque des putchistes..
    La SADC / TROIKA ont bien précisé les buts de leur venue à Madagascar :
    –Ils sont venus apporter des aides matérielles ( tentes , comprimés pour purifier l’eau ,des aliments , des couvertures.., des médicaments courants…) au total 18 tonnes affretées par un gros porteut norvégien..
    Ils nt tenu à prouver leurs préoccupations sur la situation difficile des Malgaches
    –Evidemment , signataire de la feuille de route de SAINDTON ,co-responsable de la mise en oeuvre de la feuille de route ,la SADC /la TROIKA ne peut pas supportet les conséquences du manquement des Malgaches à leurs parts de responsabilité de la mise en place de la loi d’amnistie.., manquement qui a bloqué le processus.
    Et la SADC , forte de deux délégations comptant pas moins de
    14 experts juridiques ,est là pour débloquer cette situation
    en » impoant » la loi d’amnistie inspirée et élaborée selon le standard international légal , dont rajoelina , comme par hasard , réclame l ‘application et le respect !

    Faut- il conclure qu’un grand boulevrd est ouvert pour l’application de la feuille de route , de l’entièreté de ses dispositions ?

    Ce volte-face de rajoelina peut-il être pris pour de l’argent comptant ou faut-il opposer de la méfiance , des précautions d’usage…et il faut dire que Nous tâtons le cul d’une poule actuellement :
    » Y a-t-il un oeuf prêt à être pondu ou n’ y a -t-il que de la merde habituelle dont rajoelina est friandque et que lui et ses cnseillers Nous réservent ?

    Cette fois-ci ,étant donné le temps pris par la SADC / la TROIKA a mis pour examiner le problème à fond et pour élaborer la solution ( la fameuse loi d’aministie ) adéquate,de caractère universel..!
    Mais attention ,ne feignons pas de ne pas savoir pourquoi la mise en oeuvre a été bloquée et de faire semblant d’ignorer les bloqueurs , qui ne peuvent ^tre que les putchistes , car ce blocage lkeur fait gagner du temps , donc de l’argent ,car ainsi la transition dirigée par les putchistes se prolonge et leur paie aussi !

    Maintenant ,laissons ces gens -là ( Malgaches et les délégations de la SADC ) »confronter » leurs avis et leurs usages en pratique de l’application de la loi d’amnistie.!

    Que les Malgaches ne se cachent ni ne se replient derrière leur » malgachéitude éculée et sans dimension respectable ! »..
    Par exemple , un athlète de n’importe quel Pays courant les 100 mètres en 10 secondes ont des aptitudes physique , biologiques , psycologiques et mentales et est bien nourri..
    Un athlète malgache , parce qu’il est Malgache , ne pourrait jamais courir les 100 mètres en 10 secondes s’il n’avait qu’une jambe , s’il n’avait pas été bien préparé , s’il n’était pas bien nourri.. !
    Etre Malgache n’est ni un surhomme , ni un faiseur de miracle , ni encore moins fute-fute..!

    » Oui ,ces choses-là ( les choses de la vie ) sont rudes ,
    Il faut pour les comprendre avoir fait ses études ( avoir de l’expérience !)..

    Il faut savoir taire sa pédanterie , sa faculté de faire croire que le Malgaches est supérieur à quiconque !

    L

  6. A mon humble avis, le Malgache n’a pas interêt à faire le pédant car le pays est dans la m…Par ailleurs, on s’attendait tous à ce que Mamy R:

    a./ fasse liberer les soi-disant prisonniers politiques;
    b./ réussisse à redonner la liberté d’émettre aux radio, TV de l’opposition;
    c./ parvienne à convaincre la SADC de la nullité du verdict prononcé à l’encontre de Ravalomanana.
    Notons que la note explicative jointe à l’article 20 de la FDR ne fait qu’accorder le pouvour à TGV.Alors, il ne fallait pas signer cette FDR.Comme Dada n’était pas sur place, il comptait beaucoup sur la lucidité de Mamy.Donc, ce dernier a du pain sur la planche mais maitre Hanitra est là et bien sûr la SADC.

  7. LEO BE IZAHO RY ZAREO FA DIA SAMIA MIZAKA NY « FAHAIZANY AVY » !! IZAY MBOLA MANANA ZANAKA MIANATRA ANY AN-TSEKOLY, MBA ASAIVO MIANATRA TSARA SY MANKATOA RAY AMAN-DRENY !
    DIA MBA LAZAO AZIREO, TSY HANAO TSINOTSINONA NY TANINDRAZANY !!!
    Satria vendrana sy tia tena laotra ilay gasy, dia ho zanahan’ny olona mandrak’izay !
    Zavatra tsy misy dikany kely ery dia mahafaly ny sasany !
    Tadidio izao lazaiko izao :  » Ny planina efa vita hatry ny ela, satria nitonon-tena toy ny lolo fotsy ny malagasy !
    Samia lava andro, mba hijery ny vokan’izao afaka roam-polo taona !!
    2032 MIFANKAHITA !!!
    SADC EFA MAMOKY NY ANKOLAFY ZAFY ALIBERA, ARY I E. RAKOTOVAHINY NO HIDITRA AN-TSEHATRA DIA HO TAPINA NY DAOMY !!!
    I FRANSMAN EFA VOAFATOR’I PETA BE MOLOTRA HATRY NY ELA !!!
    Tiako ho lazaina farany !
    – Tsy ny Prezidà Ravalomanana mihintsy no nangataka ny nanaovana ny Accord de Maputo, araky ny Filazan’ny sasany izay tena miseho ho mahafabtatra sy mahay !
    Tsy nisy interêt taminy ankaotry ny fitsinjovana ny haim-bahoaka, sy ny tsy hisian’ny ady an-trano. Noteren’ny sasany izay hanao sonia (fantatrareo iza avy ireo ) !
    – Ny fifanarahana manaraka sy ny FDR farany dia fanohizana, fanaovana tsinontsinona ny zoan’ny malagasy, ary betsaka ireo mpamadika, namporisika mba hidirana amin’io lalana tsy tokony handehanana io !
    – Tsy misy velively izany « standard international de Loi d’amnistie » izany ! Ny vendrana no mihino an’izany !

    MAZAVA DIA MAZAVA NY ACCORD DE COTONOU, SA NATAO HO AN’NY ALIKA IHANY IO ACCORD IO ??
    MATOA TSY MISY NY FANKATOAVANA ATRAMIN’IZAO DIA NOHO IO ACCORD IO !!!
    KOA MBA MIERITRERETA FA AZA DIA MAMAHAN-DALITRA ETO !!!

    CHACUN POUR SOI, L’AVENIR POUR TOUS !!!

  8. KM !!!
    Parait que les malgaches adorent les gambas ??? 😉

    Encoooooore !!!??? des gambas oui, mais commençons par POUVOIR manger des …..crevettes !!!;) MdR. Ca n’est pas à la portée de millions de malgaches, et encore moins en ce moment de règne HATique.

  9. tandremo sao mitsara an’i njeva eo fa tsisy mahay sy reharehan’i dagomycom tahaka iny raikalahy iny;jereo fa tsy azo tsaraina ry DSK,CHIRAC, MITTERRAND,B TAPIE sy ireo olomalaza erantany!tandremo an!

  10. Tohiny ny resaka tany amin’ny fivoriana dia miala tsiny raha nanonona anaran’olona teto teo amin’ny fikarakarana izay fivoriana izany.Tsy anarana loatra no nosoratako fa sendra fa kisendrasendra no nahitako an’iny.

  11. « LA SADEC TIENT FERMEMENT A LA FEUILLE DE ROUTE »

    Souvenons – Nous de la grande colère de Monsieur FRANSMAN devant t la délégation des Malgaches qu’il a convoquées à PRETORIA à la suite du flop du 29 février dernier provoqué par les tergiversations et les décisions unilatérales des putchistes.

    Actuellement fort de deux délégations d’experts juridiques et du temps de réfléxion depuis cette colère du 29 février , Monsieur FRANSMAN est décidé à ne pas se laisser-faire et semble être décidé à imposer sa façon d’appliquer la feuille de route envers et contre Tous !

    Monsieur FRANSMAN lève un petit coin du voile qui couvre les résultats de mission et des avancées des experts juridiques..!
    Il faut onstater que dans ses confidences
    –en général
    Monsieur FRANSMAN ne cache pas sa satisfaction sur l’ensemble des discutions qu’il a eues tant avec le chef de la transition qu’avec le premier ministre
    –et en particulier
    sur le cas du Peésident RAVALOMANANA MARC ,Monsieur FRANSMAN a été on ne peut plus clair :
    « A aucun moment, nous n’avons parlé de M.Marc Ravalomanana. Toutefois, je crois savoir que les travaux des experts juridiques sur l’amnistie avancent et nous espérons rattraper notre retard par rapport à l’échéance ratée du 29 février dernier ».
    Interrogé sur le genre d’amnistie en général et le cas
    du Président RAVALOMANANA MARC il a botté en touche :
    « Interrogé sur le genre d’amnistie préconisé par la Sadc ainsi que sur le cas de l’ancien Président de la République Marc Ravalomanana, Marius Fransman note qu’il appartient aux parties prenantes malgaches elles-mêmes de répondre et de se prononcer sur ces sujets. Toutefois et comme il l’a annoncé, la Sadc fera part de son point de vue sur cette question lors de sa conférence de presse. »
    Il faut rappeler que Monsieur FRANSMAN , avant son départ à ANTANANARIVO s’est entretenu avec le Président RAVALOMANANA MARC…!

    Et pour montrer à Tous qu’il ne doute de rien sur l’application sûre et certane de l’application de la feuille de route ,il annonce que les élections peuvent être envisagées sous peu , signe de la sortie de la crise..Lisez :

    « Concernant les élections, Omer Beriziky a indiqué que le processus est également sur la bonne voie.

    « La Cenit est maintenant opérationnelle et je pense qu’elle pourra sortir d’ici peu, en collaboration avec les experts des Nations unies, le calendrier de toutes les échéances prévues pour la sortie de crise… ».

    Evidemment cette conviction de perspective optimiste ne fera pas taire les inquiétudes , les interrogations de nombreux Malgaches que la durée de la crise a rendus sceptiques et adeptes
    de SAINT THOMAS et ne croient que ce qu’ils voient et ce qu’ils constatent..réellement !

  12. Mahonena e!
    Efa 3 taona izao navela ho rebireben’ny voavidiny frantsay ny vahoaka noterena ahantra ara-ekonomia fa indrindra koa ara-tsaina.
    Ny paikany frantsay anie ka efa anjato-taona no miasa fa manitsy kely fotsiny ry zareo arakaraky ny anarany olona sy ny taona ary indrindra ra-malgasy mbola donton’ny colonialisme : tsy afaka manokatra saina sy fijery ankoatry ny any mpanjanaka azy dia toy ny francophones rehetra e ; tery saina sy hihomehezan’ny firenena afa foana.
    Ka tsy olona toy ireo mitonona fa mahay lalàna anefa mbola zanahin’ny frantsay no azo hihakinan’i filoha M.Ravalomanana izay toa zimbazimban’ny maro ny hajany ka tena mahonena sy mandreraka.
    Iny tokana re ny antsika ka n’dao tolorana ny haja feno mendrika azy e!
    Tsy dia ny frantsay loatra angamba no matanjaka fa ny malagasy koa no mety kanosa be loatra ka mora domboina.

  13. Ny nantenain-kaniry rehetra ity toa vao maika mampivandravandra daholo.
    Iza koa no mba hanao an’i renikely ho matanjaka???olona soavaly maty ary,
    lainga sy fandrobana ny fananan’i Afrika no mba hiakarana, dia manjakazaka ery @ tanin’ny mainty satria vazaha be .

  14. Tsy ferana hoe i Andry Nirina Rajoelina, président des putshistes de Madagascar, no manohana ara-bola
    (toa ny nataon’i Kadhaffi tamin’ny fifidianana nahalàny ho président FrançAfrique (indray) ) an’i Sarkozy amin’ny propagande éléction présidentielle hatrehiny ankehitriny.
    Vola misy kou, ny vahoaka 20Millions atao otage telo taona katroka androany ren-tany ren-danitra, mba hahafahana mitrandraka hatrany amin’ny taolany ny harena fond = Vola azon’ny POUVOIR ILLEGAL blanchiment d’argent, azo avy amin’ny :
    bois de rose, volamena, vatosoa, sns eo

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *