Raharaha BANI : Fitsarana politika

IMG_1096

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha Bani. Tamin ny 5ora hariva no namoahan’ny mpitsara izany teny Anosy . Nohafahan’ny fitsarana madiodio ny Pr Ranjeva Raymond sy ny zanany vavy,izay anisan’ireo sivily voarohirohy tamin’ity raharaha ity. Ho an’ireo manamboninahitra kosa dia manao asa an-terivozona mandra-pahafatiny ny kolonely Andrianasoavina Charles. Ny jeneraly Raoelina sy Rakotonandrasana Noel, dia asa an-terivozona mandritra ny fito taona. Ny kolonely Coutiti, Ravoavy, Ramboasalama, Raberanto dia asa an-terivozina mandritra ny dimy taona. Mikasika ny vesatra niapangana ireo manamboninahitra sasany, anisan’izany ny komanda Roger Luc, sy kolonely Rabezandry, amin’ny fitaomana ny olona handray fitaovam-piadiana, sy hanongam-panjakana dia nohafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana izy ireo. Ireo no didim-pitsarana navoakan’ny mpitsara mikasika ity raharaha Bani Ivato ity.Nanomboka tamin’ny 2ora sy sasany no tapitra ny fitsarana, ary tamin’ny 5ora hariva vao nivoaka ny didim-pitsarana.Ny tapak’andro maraina moa dia fihainoana ireo mpisolovava ny voapanga no nibahana tamin’ny fitsarana.   Tsiahivina fa telo andro no naharetan’ny fitsarana ireo manamboninahitra sy sivily voakasika tamin’ity raharaha ity. Efatra ihany izy ireo no niatrika ny fitsarana, hatry ny omaly, anisan’izany ny Pr Ranjeva Raymond sy ny zanany vavy, ny kolonely Coutiti sy Rabezandry. Ireo manamboninahitra sasany kosa dia nandà ny fitsarana azy ireo. Marihina fa horakoraka sy tabataba  no nandraisan’ireo vahoaka nanatrika ny fitsarana tenyAnosy, ireo didim-pitsarana ireo.

5 pensées sur “Raharaha BANI : Fitsarana politika”

  1. Nahoana no nalaky navotsitra ingahy Ranjeva???efa mitady mihintsy ity
    zanakisoa mpams ity kah!!!!tonga dia vitao ny aminy fa be fika ratsy kala
    ratsy velina tsy misy hilavana azy iny!!tsy bika tsy hendrika nefa dia mba miseho ho inona ery,
    miseho mba manao ts’inontsinona olona ery.
    Tonga dia haleteo daholo @’ireny halatra rehetra nataony ireny ry lehibean’i SMM a! iny no tokony
    higadra mandra-pahafatiny miaraka @ domelina,izany no aina koa tė hanao aminy eo, matahotra e!
    matahotra ny hifoteran’ny rambony dia naleony ny azy no nataony tonga aloha.
    Migadra mandrapahafatiny i Charles satria nikororoka an’i domelina sy ny tsotsoka alika tsy mivositra.
    Miantsy ady izy ka avelao hanao ihany.vehivavy alika vavy!!!!alika mbola misy lanjany noho ity zanakisoa.

  2. Fanjakan’alika tsy nisy nifidy teo akory koa mba hoe: manongam-panjakana???
    iza no tena nanongam-panjakana ??iza no tena tokony hanao asa anterivozona mandra-
    pahafaty???iza no namotika ny firenena toy izao??Mbola ho avy ny anjaranao rakrisy fa ho eo foana mantsy ireto
    renikely nononao ireo!!mbola ho azonay e!!aza maika!!ratsy ohatra azy ihany ny fanahiny.
    Fa fanjakan’inona no teo ry ilay aza vanona isany a!!izay fanjakam-poza ve???nisy nifidy anareo angaha teo????
    taiza no natao ny fifidianana?? teny @ 13 may??teny an-dalam-be???raha mbola ao koa izao Andriamanitra izao an…….

  3. Mahereza ry fianakaviana manontolo ry zaza amam-behivavy!!ny tompo
    homba anreo !nidiran-doza ny firenensika e!!!mitrakà fa tsy maintsy hisy
    valiny izao na ho ela na ho haingana ary aza kivy fa homba ny malahelo sy izay hianjadian’ny tsy rariny toy izao
    Andriamanitra.mivavaka mafy ho an’ny fianakaviana e!!mahereza tompoko !!!miombona alahelo aminareo ny zanak’
    i dada rehetra na ny ampita na ny ao an-toerana.Mahatsiaro mafy anareo zanany sy vadiny manokana aho.
    Mba fanavotana ilay tanindrazana no nanosika azy ireo nefa izao no valiny hafitsok’ireo SADIKA TSIVALAHARA IREO.

  4. Cette semaine du 19 mars est pleined’actes indécents de la Justice ,diligentés par la Ministre de la Justice , téléphonée , éxigée par rajoelina…
    Ces officiers supérieurs qui se sont réunis à la BANI ont eu une crise de patriotisme de patriotisme ,après avoir commis le coup d’état pour certains ,et ont voulu ,en vertu de la consensualité (teny ifampierana ) et de l’inclusivité ( firaisana tsy misy fanavahana )mener une action de pacification…!
    Mais pour rajoelina , réunion de militaires signifie contestation / protestation/rebellion contre le pouvoir en place..Alors il dépêché le cemgam ,son petit chien ,pour empêcher la réunion ,interdire aux chefs de corps -qui s’y rendent- de les rejoindre ,et arrêter les participants à cette réunion..
    Un camion les a attendus à l’entrée de la base et les participants à la réunion ont été embarqués sur ordre du cemgam..!
    Et ils ont été jugés et condamnés hier le 22 mars courant..

    A bien examiner ces officiers supérieurs ont participé comme ndrianarijaona , le cemgam et comme rajoelina, à la réalisation du coup d’état..!
    L’examen objectif de la situation est inacceptable..
    1)voilà des officiers supérieurs qui ont participé au coup d’état , au profit de rajoelina chef des putchistes
    2) le cemgam ,de même , a participé à ce coup d’état est libre et se permet de « ramasser ces collègues « et ne se gêne pas de les livrer aux autorités judiciaires
    3)rajoelina,qui est le chef des putchistes ,distribue les sanctions ,les condamnations avec des peines lourdes..

    Que signifie toutes ces parodies de Justice ?

    Le seul but est de faire taire ces participants – témoins du coup d’état.., donc ces simagrees servent à ptotéger rajoelina ..
    Mais le colonel Andrianasoavina , actuellement hospitalisé ,a laissé des dénonciations écrites…, publiées sur internet.., à la possession de nombreuses personnalités dont le Président RAVALOMANANA MARC ,qui a porté plainte sur la foi des lettres écrites par le Colonel Andrianasoavina..
    Le but de protéger rajoelina ne rime à rien..

    Les dispositions de nombreux articles de la feuille de route
    interdisent toute arrestation politique ( ce qui est le cas de la BANI et du FIGN )..
    Aussi le premier ministre Beriziky qui a crié haut et fort que la feuille de route est son patron ,pourqoui il a baissé culotte devant la ministre de la justice , pourquoi s’est-il laissé entrainer pour la tenue de ces procès contre la loi-la feuille de route a été adoptée comme loi -?

    La SADC ,dans son mémorandum ,est à prori contre ces procès qui vont à l’encontre de ce qui a été décidé lors des réunions avec les experts juridiques internationaux !

    Bref , rajoelina et les français cherchent toujours à gagner du temps..car actuellement ,au lieu de s’occuper de la loi d’amnistie qui doit être prête le 29 mars courant , les trois institutions (gouvernement ,CT , CST..)ne s’en préoccupent pas car ils attendent que le gouvernement -Berziky ou la hat-rajoelina leur envoie le mémorandum à étudier.

    POUR TOUS LES MALGACHES ,RIEN ,RIEN NE VA PLUS DANS CE PAYS ,
    DEVENU LE JOUET D’UN IMBECILE HEUREUX !

    IL ME SEMBLE QUAND MEME QUE LES CONDITIONS D’UNE DEFLAGRATION SONT REMPLIES !
    QUI ALLUMERA LA MECHE ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *