Ambohijatovo ny fotoana !

Affiche OK  28 Avril 12

Araka ny vaovao nampitain’ny tompon’andraikitry ny Ankolafy Ravalomanana aty aminay dia nomen’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo alalana ho eo Ambohijatovo hanao tatitra ny Ankolafy Ravalomanana Rahampitso Sabotsy.Araka izany manentana ny vahoaka ho avy maro be rahampitso  izy ireo.

31 pensées sur “Ambohijatovo ny fotoana !”

  1. MBOLA TSY LEO NY GABORARAKA SY NY FANJAKÀN’NY BAROA FOANA VE NY VAHOAKA MALAGASY ????

    Ataovy hitan’ireo hirakin’ny ONU sy OIF ireo tsara, fa miandry ny Filoha mamim-bahoaka, izay tsy iza fa ny Filoha Ravalomanana, ny vahoaka malagasy !!
    Taomy ny havana aman-tsankaiza, ary ireo rehetra izay liana sy mitaky ny fiverenan’ny demôkrasia, ary INDRINDRA FANJAKÀNA TAN-DALÀNA !!!

    Tongava maro, tahaky ny tamin’ny février, teny Ivato ireny !

    Aza atao tandrametaka ny cordons de sécurité na service d’ordre !!!!

  2. Misy adino kely !
    Betsaka ireo manana internet (indrindra ireo any ivelany ) no mahita ny antso !
    Araky ny re anefa, tsy dia maheno firy ny antso ny any an-toerana, NA TSY AMPY NY FANENTÀNANA !!!
    FA MANINONA ????? IZA AVY IREO TSY DIA MAZOTO AMIN’IO HETSIKA IO ?????

  3. Zahay sy ny etamazaoronay koa , defa nandefa antso ho an’ny vahoakan’Antananarivo, mba tsy ho latsaka ao naty fandriky ny MPANAKORONTANA SY NY MPANDRAVA ZAY LALANA EFA MISOKATRA HIVOAHANA AMIN’NY KRIZY. Miantso ihany koa ny mpitandro filaminana, mba hahery sy ho tony eo anolon’ireo mpandrangitra hiteraka violence, de avy eo hanao RANOMASOMBOAY OTRAN-DRAINY ZAY TSARAINA ATSY AFRIKA ATSIMO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO, EO IMASON’NY EXPERTS NU SY OIF, zay fomba fiadin’ireo zay mahazatra ny CI, satria ny vahiny tonga eo ry Raosy sy ny taranany raha mahatsikaritra ianareo, de tsisy miresaka ny CAS N-DRAOSY ZAY EFA CAUSE PERDUE izany, fa ny hanaovana ny fifidianana haingana no mahamaika azy, ary Ramamy tsy adala, fa modiany miala nenina fotsiny, fa efa fantany fa tsisy fika intsony ny momba an-dRaosy. De vao maika manao erreur goavana ireto mpomba an-dRaosy ireto, fa tsy FITAKIANA NO HANADRAISAN’NY CI AZY, FA FANAKORONTANANA AMIN’NY MBOLA HANDATSAKA AN’I MADAGASIKARA FANINDROANY AMIN’NY KRIZY INDRAY, DE MAMPAMANGY RE RAOSY, FA MITRANGA ENY FOANA NY HADALANA REHETRA.
    Jereo ndray ity TANIM-PANJAKANA NATAKALON’NY ZANANY NY TANIN’NY FJKM, DE MODY NOMENA NY FJKM HAY NAMIDIN’NY PASITERAN’NY DEMONY RASENDRAHASINA ANTSOKOSOKO DE NATAONY AM-PAOSY NY VOLA, de zay le tsikombakomban’ny vice président n’ny FJKM Raosy sy lay président Pasiteran’ny demony Rasendrhasina, de mody hanaovana hamitaham-bahoaka lay RAOBY LAVA, ka kely sisa ny fotoana hitoriana teny any am-piangonana, fa milahatra sy mihogahoga politika eny an-dalambe sisa handaniana ny andro sy ny asany @ maha mpitandrina azy, de NY MPINO FJKM NO MAMPALAHELO, satria raha mi déraille ny lohan’ny masinina de manaraka azy avokoa ny rambony, hany ka izay mba miteny amin’ny tsy mety ataon’izy ireo, de tambazam-bola kely otran’ny amalona, na tratry ny menace de VOAHONGANA ( radiation) ao am-piangonana, pauvre FJ. De ampiasao hahazoana tombontsoa foana sy hanafenana hadalana ry famille RAOSY ANDRIAMANITRA, FA MBOLA HANITSY ANAREO HATRANY IZY RAHA MBOLA TSY TONGA SAINA AMIN’IZAY EFA NAHAZO. De aza manantena miracle, fefa mahazatra ny olona io fanakorontanana io rehefa misy vahiny tonga eo e! tena sagnagna woa, tsy mahita fomba hafa ho enti-miady afa-tsy ny fidongiana otran’ny zazakely ary ny barofo otran’ny jiolahim-boto.

  4. Zahay sy ny etamazaoronay koa , defa nandefa antso ho an’ny vahoakan’Antananarivo, mba tsy ho latsaka ao naty fandriky ny MPANAKORONTANA SY NY MPANDRAVA ZAY LALANA EFA MISOKATRA HIVOAHANA AMIN’NY KRIZY. Miantso ihany koa ny mpitandro filaminana, mba hahery sy ho tony eo anolon’ireo mpandrangitra hiteraka violence, de avy eo hanao RANOMASOMBOAY OTRAN-DRAINY ZAY TSARAINA ATSY AFRIKA ATSIMO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO, EO IMASON’NY EXPERTS NU SY OIF, zay fomba fiadin’ireo zay mahazatra ny CI, satria ny vahiny tonga eo ry Raosy sy ny taranany raha mahatsikaritra ianareo, de tsisy miresaka ny CAS N-DRAOSY ZAY EFA CAUSE PERDUE izany, fa ny hanaovana ny fifidianana haingana no mahamaika azy, ary Ramamy tsy adala, fa modiany miala nenina fotsiny, fa efa fantany fa tsisy fika intsony ny momba an-dRaosy. De vao maika manao erreur goavana ireto mpomba an-dRaosy ireto, fa tsy FITAKIANA NO HANADRAISAN’NY CI AZY, FA FANAKORONTANANA AMIN’NY MBOLA HANDATSAKA AN’I MADAGASIKARA FANINDROANY AMIN’NY KRIZY INDRAY, DE MAMPAMANGY RE RAOSY, FA MITRANGA ENY FOANA NY HADALANA REHETRA.
    Jereo ndray ity TANIM-PANJAKANA NATAKALON’NY ZANANY NY TANIN’NY FJKM, DE MODY NOMENA NY FJKM HAY NAMIDIN’NY PASITERAN’NY DEMONY RASENDRAHASINA ANTSOKOSOKO DE NATAONY AM-PAOSY NY VOLA, de zay le tsikombakomban’ny vice président n’ny FJKM Raosy sy lay président Pasiteran’ny demony Rasendrhasina, de mody hanaovana hamitaham-bahoaka lay RAOBY LAVA, ka kely sisa ny fotoana hitoriana teny any am-piangonana, fa milahatra sy mihogahoga politika eny an-dalambe sisa handaniana ny andro sy ny asany @ maha mpitandrina azy, de NY MPINO FJKM NO MAMPALAHELO, satria raha mi déraille ny lohan’ny masinina de manaraka azy avokoa ny rambony, hany ka izay mba miteny amin’ny tsy mety ataon’izy ireo, de tambazam-bola kely otran’ny amalona, na tratry ny menace de VOAHONGANA ( radiation) ao am-piangonana, pauvre FJ. De ampiasao hahazoana tombontsoa foana sy hanafenana hadalana ry famille RAOSY ANDRIAMANITRA, FA MBOLA HANITSY ANAREO HATRANY IZY RAHA MBOLA TSY TONGA SAINA AMIN’IZAY EFA NAHAZO. De aza manantena miracle, fefa mahazatra ny olona io fanakorontanana io rehefa misy vahiny tonga eo e! tena sagnagna woa, tsy mahita fomba hafa ho enti-miady afa-tsy ny fidongiana otran’ny zazakely ary ny barofo otran’ny jiolahim-boto.

  5. Zahay sy ny etamazaoronay koa , defa nandefa antso ho an’ny vahoakan’Antananarivo, mba tsy ho latsaka ao naty fandriky ny MPANAKORONTANA SY NY MPANDRAVA ZAY LALANA EFA MISOKATRA HIVOAHANA AMIN’NY KRIZY. Miantso ihany koa ny mpitandro filaminana, mba hahery sy ho tony eo anolon’ireo mpandrangitra hiteraka violence, de avy eo hanao RANOMASOMBOAY OTRAN-DRAINY ZAY TSARAINA ATSY AFRIKA ATSIMO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO, EO IMASON’NY EXPERTS NU SY OIF, zay fomba fiadin’ireo zay mahazatra ny CI, satria ny vahiny tonga eo ry Raosy sy ny taranany raha mahatsikaritra ianareo, de tsisy miresaka ny CAS N-DRAOSY ZAY EFA CAUSE PERDUE izany, fa ny hanaovana ny fifidianana haingana no mahamaika azy, ary Ramamy tsy adala, fa modiany miala nenina fotsiny, fa efa fantany fa tsisy fika intsony ny momba an-dRaosy. De vao maika manao erreur goavana ireto mpomba an-dRaosy ireto, fa tsy FITAKIANA NO HANADRAISAN’NY CI AZY, FA FANAKORONTANANA AMIN’NY MBOLA HANDATSAKA AN’I MADAGASIKARA FANINDROANY AMIN’NY KRIZY INDRAY, DE MAMPAMANGY RE RAOSY, FA MITRANGA ENY FOANA NY HADALANA REHETRA.
    Jereo ndray ity TANIM-PANJAKANA NATAKALON’NY ZANANY NY TANIN’NY FJKM, DE MODY NOMENA NY FJKM HAY NAMIDIN’NY PASITERAN’NY DEMONY RASENDRAHASINA ANTSOKOSOKO DE NATAONY AM-PAOSY NY VOLA, de zay le tsikombakomban’ny vice président n’ny FJKM Raosy sy lay président Pasiteran’ny demony Rasendrhasina, de mody hanaovana hamitaham-bahoaka lay RAOBY LAVA, ka kely sisa ny fotoana hitoriana teny any am-piangonana, fa milahatra sy mihogahoga politika eny an-dalambe sisa handaniana ny andro sy ny asany @ maha mpitandrina azy, de NY MPINO FJKM NO MAMPALAHELO, satria raha mi déraille ny lohan’ny masinina de manaraka azy avokoa ny rambony, hany ka izay mba miteny amin’ny tsy mety ataon’izy ireo, de tambazam-bola kely otran’ny amalona, na tratry ny menace de VOAHONGANA ( radiation) ao am-piangonana, pauvre FJ. De ampiasao hahazoana tombontsoa foana sy hanafenana hadalana ry famille RAOSY ANDRIAMANITRA, FA MBOLA HANITSY ANAREO HATRANY IZY RAHA MBOLA TSY TONGA SAINA AMIN’IZAY EFA NAHAZO. De aza manantena miracle, fefa mahazatra ny olona io fanakorontanana io rehefa misy vahiny tonga eo e! tena sagnagna woa, tsy mahita fomba hafa ho enti-miady afa-tsy ny fidongiana otran’ny zazakely ary ny barofo otran’ny jiolahim-boto.

  6. Ary Izy tsy maintsy manome LITIKA mandany Cahier eo foana!!
    Mba matsintsiana Ravôplera fa mandreraka a!!!tsy tsara ny hananan’olona halahelo.
    Na hibahananao aza ity serasera ity tsy misy hankasitraka anao eo fa hialao tany ,mapme be!

    Kintana! efa navoakan’i Matv hono ny filazana e!!dia ho hita eo!!fa ny fanontaniana hoe: efa nahazo alalana ve?????
    eo mantsy no mipetraka ny disadisa ??eo no mety hampisalasala ny olona raha sy nahazo alalana MALALAKA ,ilay izy
    matsy ho tetika HISAMBORANA sy HITIFIRANA, tsy maintsy efa vonona koa izao matsy ny mpanakorontana HIRAKA
    avy @ foza, i bomba efa nanao ramatahora fa raha tsy nahazo alalana mazava dia ho avy izy hanao ny hataony.

  7. Tsy misy toroèhrvitra omena intsony fa efz voafehin’ny Mponina ny andrakitra nozaraina nanomboka any amin’ny fokontany…
    Ary ei ny kaomity lehibe mandrindra ny fitambaran’ireo sozajint samihafa..
    Efa ela ireo rehetra ireo no nianatra ,niofana hiatrika io fihaonam-be ny asabotsy..fa tsy roa aty aloha vao misy miseho be-sauna manome tori-marika.toa ilay mitonatonana manome lakilé amohana ny varavarana efa misokatra midanadana …!

  8. Mba nandefa antso koa hono ny mpiaro ny DEMONCRATIE !!!
    Iry Rabe, bogor, rafa,nadia, kristelle,Dénise, ravelonarivo (io tena sûr),….!!! Toa mbola misy adino !!
    Hi hi hi !!!! Iza ireo nentin’i domelina teny Ambotsirohitra tamin’ny 18 mars 2009, « niondrikondrika sy nitsipona » vato kely sa inona moa izy izay, ary nolazaina fa inona moa ???????
    Vato kely eny antokotany no lazaina fa ody ê, katsaka ê, tsaramaso, voanjobory !!
    Soa ihany fa ry zareo ihany no naka ny oronan-tsary, ho hitan’ny fara aman-dimbiny, ho fantatr’izao tontolo izao fa olona tsy misy ATEDOHA !!! Mpihinohino fahatany kanefa miseho azy ho mpivavaka !!

    Viol sy violansa no tena talentanareo ry foza â !
    Mbola aty aminay koa ny sarin’ireo jomaka, novokisana sy nokaramaina mba handrava ny tolon’ny TENA VAHOAKA MALAGASY ! Ireo tao amin’ny tobin’ny miaramila eo Analakely !

    GRÔPLAN MIHINTSY !! Tropin-dry bakart sy avy eny amin’ilay môpera vazaha, ho latsahan-javatra iny ! Tsy ho Fanahy Masina mihintsy !!

    Ramino pôlifika, ndremanjato, Pedron, mpamita-bahoaka daholo izany ! Kifikify borikô !

  9. Marina ny tenin’i Ranavalona fa Ily Ôtoriasiô mahintsy no olana. Tsy hanome an’io ry MPAM’S mianankavy ary efa mihosotra DILOILO coco sy miloloha lamba be ny fahafantarako azy raha ity fihetsik’i RABE etsy ambony no jerena hihihihi ! Efa marary kibo ry tsy vanona ka ho raharaha be ny hanjo azy.
    N’inon’inona no ho vokatrin’ny asabotsy io dia tohizana ny tolona, ny hampipararetra azy iany no tanjona !
    Aorian’ny Asabotsy io dia tokony handefa filazàna indray DADA fa ho avy. Rehefa tsy manana BASY, manana mokon-doha nama a !

    P.S. : Aza hadino ny manao prôviziô papier Q fa mety efa nidevalizen’ny MPAM’S indray ny SuperMarché @ fivalanany !!!

  10. I Beriziky no PRAIMINISTRA, LEHIBEN’NY GOVERNEMANTA !! IZY NO MIBAIKO NY MINISTRA KA HO HITA EO !!!

  11. TANANEWS :
    NAIKA Eliane : Pas d’équilibre de pouvoirs au sein du régime !
    « La Sénatrice Naika Eliane déplore le fait qu’il n’y ait aucun équilibre de pouvoirs au sein du régime, puisque la Mouvance Ravalomanana, minoritaire EST LA SEULE FORCE OPPOSANTE » !

    Efa ela no natao resaka io toe-javatra io ! Iza avy moa no tao ambadik’io Fanoganam-panjakàna io ?
    Misaotra anao aloha « Madama Eliane » namaoka an’io fanambaràna io ho an’ny rehetra, fa ilay tena mpitarika, efa fantatrao ny eritreriny sy ny zavatra tiany !
    Mino aho fa mba ho tonga saina daholo amin’izay « ny rehetra » !

    Betsaka ny zavatra nataonao, ary ny mpiaro ny ara-dalàna dia mahafantatra an’izany, koa aza dia manana ahiahy ianao !

    Tsy ianao irery no 3lasa eritreritra3, fa maro ireo manontany tena hoe : Mifandraika amin’ny Accord de Cotonou ve ity raharaha ity ???

    NY EFA FANTATRA HATRY NY ELA, DIA TENA MIFANIPAKA TOY NY ATSIMO SY AVARATRA !!!

    Toa ny mpanongam-panjakàna indray, no tena nomena FAHEFÀNA TSY MBOLA NISY TOY IZANY ???

    ASA ? METY AMIN’IZA IZAO TOE-JAVATRA IZAO ??? AMIN’NY FILOHA RAVALOMANANA SY NY VAHOAKA MALAGASY VE ???

    36 ORA SISA !!! 36 ORA NO HIANDRASAN’NY MALAGASY HOE : VONONA HIARO NY TOMBON-TSOANY VE NY ANKOLAFY RAVALOMANANA « IZAY AO AN-TOERANA », SA HIARO AN’IZA NA INONA ???

    « MAKÀHA RIVOTRA » KELY INDRAY Ê !!!

    Les voyages forment la jeunesse, et éclairent l’esprit !!!!!!!

  12. …..Araka ny vaovao nampitain’ny tompon’andraikitry ny Ankolafy Ravalomanana aty aminay dia nomen’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo alalana ho eo Ambohijatovo hanao tatitra ny Ankolafy Ravalomanana Rahampitso Sabotsy.Araka izany manentana ny vahoaka ho avy maro be rahampitso izy ireo….

    ARAKA izany dia mazava ny fanontaniana tetsy ambony, fa nahazo alalana isika
    Aoka anefa tsy ho latsaka anatin’ny vovom-poza an! omena alalana dia avy eo andefasany mpandroba, dia pam pam pam fa hoe mpanakorontana!!! aleo ho mafy ny fitandroana ny filaminana, ahitany izany herimbahoaka mitambatra, leo sy tofoka @ fandehanana ambony tetezana anaty tonelina maizina tsy hita farany!!!
    Ny momba an-dRabe aza misy ataontsika mahataitra fa fomban’ny olona efa maty eritreritra ireny !!!

  13. Izany ka mba vaovao mahafinaritra ry Menalamba !
    maniry ihany koa raha maniry, mba hahita an’ireo CT SY CST REHETRA, ARY MINISTRA AVY AMIN’NY MOVANSA TELO, HANAO NY TATITRA SY MBA HO HITAN’NY VAHOAKA FA « TENA MITOLONA DAHOLO » !!

    Mety misy fika ao ambadik’io fanomezana alalana io, mba hoe hitan’ny VAHINY fa misy marina ny demôkrasia ! Tsara dia tsara ny fanehoana sy fampisehoana fa LEO AN’I DOMELINA SY NY FORONGONY NY VAHOAKA MALAGASY !
    ATAO AM-PILAMINANA IZANY REHETRA IZANY !!

    TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA, REHEFA MISY NY FINIAVANA !! ADIDY MASINA NY MITOLONA !!!

  14. Mbola tsaroako inany ry dada sy ny forongony fahiny, fony ry zareo teo amin’ny fitondrana, azy manontolo mihitsy ny vola, ny fahefana, ny voninahitra, ny hery. Ry Ravalo zany rehefa niteny dia namingavinga, naniratsira, nihevitra ny tenany ho eo amin’ny fitondrana mandramaty, ary tena tsy refesi-mandidy i leiry an! Nogadrainy izay niseho nanohitra, nampidiriny am-ponja izay mba nanana eritreritra hanorina orinasa mikasika ny ronono, nakatony ny radio nahenoina na dia phrase iray monja aza mitsikera azy, noroahiny ny missionera katolika. Ankehitriny dia toa mivaly amin-dry zareo ny ratsy rehetra nataony, ary inoana fa mbola ho mafimafy kokoa aza ny hahazo azy ireo. Kahoy aho hoe: matatesa valin-kitsaka. Efa resy nareo e!

  15. La délivrance de l’autorisation ,si elle est avérée , signifie que le pouvoir rajoelina a baissé culotte.., n’ a plus les moyens pour interdire cette grande réunion !
    Appelons cette attitude réculade , abstention , repli ou retenue ,toujours est-il que la détermination affichée , annoncée et générale touchant presque toute la Population d’ANATANANARIVO intra mmuros et des environs proches et des zones rurales entre 30 et 100 km ( Carion , Ankazobe, Antsirabe , Moramanga..).

    Deux hypothèses sont à envisager :
    .. dan s la lutte sur la préminence du pouvoir entre le premier ministre et rajoelina ,la délivrance de l’autorisation a été à l’initiative de Berziky
    .. rajoelina a-t-il reçu une pression l’ayant obligé de céder et ne pas refuser la délivrance de l’autorisation.

    Cette autorisation augure de bonnes dispositions ,de bonnes actions et permmettent de réfléchir sur des bonnes intentions…
    Mais attendons voir si l’aurisation a été réllement délivrée !

  16. Hi! Hi1 Hi!

    romotra i rabe Foza marina, vao mievony isika dia efa romotra ny tarika foza eto. vao maika rahampitso.
    mandehana ry rabe bonga-or-rafa-denise mamono tena dieny izao sao tratrin´ny rahampisto ka ho tapaka lalandrá tsy fidiny eo.

    rabe bonga-or-rafa-denise andevon-drajoelina sy ravtomangy tsy omen-dry zareo na tamingana amin´ny volana bois de rose sy ireo vola azony @ contrats fivarotana ny harem-pirenena sy ny vola azo tamin´ny marché air bus.

    mapalahelo,
    I SEM Ravalomanana marc ihany no ilain´ny vahoaka mlagasy hitondra ny firenena izao, ela ny ela ka tonga ny lera!!!

    TSY MAINTSY MODY I DADA, TSY MAINTSYMIVERINA NY ARA-DALANA ARY HO tAPA-DOhA AhATONA SY ATONO MANTA NY FOZA MIAnAKAVY!!!!.

    MPANONGAM-PANJAKANA, MPANGALATRA FAHEFANA; TSY VOAFIDIM-BAHOAKA : MAY MAY MAY: MAY HATRAMIN`NY FANANAREO:

  17. RABE-BONGA-RAFA

    ETAMAZAORIN´NY LOSIFERA IZANY IANAREO AN! MAZAVA RY MPANAO SORONA AMIN´NY RAN´NY VAHOAKA TSY MANATSINY

  18. Foza dia taranak’i Losifera ! Mifaly amin’ny fahorian’ny zanak’olombelona ! Olona tsy faka taranaka fa sain-jiolahy ary sain-dahalo !
    Mamono olona sy mangalatra no tena ao an-tsainy ! Tsy ho vanona atrany amin’ny fara aman-dimbiny, izy mianakavy !!
    HO TSARAIN’NY TANTARA, NA DIA AO AZA IREO MITADY HANADIO TENA !!!! NY VAHOAKA TSY HO VERY TADIDY SATRIA MISY NY BOKY, MISY NY INTERNET, VIDEO, ETS…
    TSY HO ZAKAN’NY FOZA NY ALAHELOM-BAHOAKA, ARY INDRINDRA NY ALAHELON’IREO IZAY NOVONOINA SY MATY AMIN’NY TSY RARINY ! OHATRA TOMPOKOVAVY HAJA, ILAY MPIVAROTRA BOKY TEO AMIN’NY ZARIDAINAN’AMBOHIJATOVO ; TOY IZANY KOA NY FIANAKAVIAN’ILAY PÔLISY NAHATON’IRETO TSY VALAHARA IRETO ! TSY VOATANISA INTSONY, ARY TSY VOAHISA NY MATY ATRAMIN’NY NISIAN’IO FANONGANAM-PANJAKÀNA IO !!

    TOMPON’ANTOKA AMIN’IZANY IREO FOZA IREO, INDRINDRA FA I DOMELINA !!!

  19. Aza hadino ny fotoanantsika rehetra rahampitso Asabotsy
    Antsovy daholo rabaina, Rabofy, Rafotsy
    Fa ho tonga hanentana ao i Mamy Rakotoarivelo
    Tsy zoviana aminao intsony ny fitiavany an’i Dada tsy indroa na intelo
    Ny tehaka mafy aminizany tsy hadino ataontsika mafy be
    Aminizay rehanizao tontolo izao fa tena vrai
    Fa mbola mamimbahoaka ny prezidà Ravalomanana
    Ataovy izay hahatongavanao any, na tara aza Ranamana
    Dia mametraka ny mandrapihaona vetivety ho antsika rehetra
    Ny akamanareo tsy zoviana intsony manoratra tsy misy fetra
    J’aime · ·

  20. un coup d’état est une prise de pouvoir illégal NON RECONNU jusqu’ici
    le chef suprême des putshistes se campe dans des démarches unilatérales forcing à tout bout de champ, plus est absence de consensus
    aucun représentant de cette majorité groupusculaire (rassemblement et partisans d’Andry Rajoelina le putshiste) N’A ETE élu

    vive la « DEMOCRATIE DIRECTE » au service des citoyens
    rendez-vous sur la place de la Démocratie baptisée par l’ancien maire d’antananarivo,
    et dont l’autorisation d’occuper est octroyé par son intérim Edgard

  21. Efa mipetraka koa ny fitoriana an-dRavalo ao Afika atsimo. Ho tapi-dalan-kaleha i dada lehiretsy a! Hody eto Gasikara, Tsiafahy no miandry azy. Hijanona any Afrika atsimo, ny fitsarana koa efa midanadana hitsarana azy. Ny antony moa dia tsy zoviana amin’ny maro intsony: feno rà ny tanan’ingahirainy.

  22. ho torana ianao denise fa hisy vaovao tsy ampohiziny AV7 aminio fitoriana nataony ao afrika tatsimo io ataovy matevina tsara ny dossier nareo denise fa mafy ny hanjoa anareo avy eo tadidio fa rabekoto mbola tsy nandainga refa manoratra eto

  23. Mitonon-tena ny lolo fotsy e!!iza indray no ho vidiana ao Afrika Atsimo????
    efa tonga any koa angaha ny VIRUS????vao maika tsara fa miadylavaka
    hilevenany izany ny foza. Misy manome toky azy angamba ao dia miakapokapoka indray , misy tataka indray any e!!!
    Tsy efa mazava ve ny tantara e????Rajoelina : mpangalatra ,mapanomposampy, nanao sorona ny vahoaka,Mpivarotra
    tanindrazana,Pd, alakaosy,domelina ,miaingo ambony tsikoko, TSY MISY VALĖRA……………………………………………………
    « htt://liarman.wordpress.com2009/08/01andry-rajoelina-parait-il-etait-gay/ »

  24. 14:21 Live Ambohijatovo : arrivée de Naika Eliane sur place 28/04/2012
    14:13 Live Ambohijatovo : la CUA aurait proposé le terrain remblayé du coté d’Andohatapenaka 28/04/2012
    14:12 Live Ambohijatovo : les parlementaires sont du coté d’Ambatonakanga et s’appretent a descendre 28/04/2012
    14:10 Live Ambohijatovo : les coups de sifflet commencent à se faire entendre 28/04/2012
    13:50 Live Ambohijatovo, Andry Rajoelina : « La mouvance Ravalomanana cherche la petite bête

  25. 15:24 Live Ambohijatovo : et pourquoi la SADC ne devrait pas être sur place? 28/04/2012
    15:18 Live Ambohijatovo : les membres du bureau de la SADC sont sur place 28/04/2012
    15:13 Live Ambohijatovo : les forces de l’ordre poursuivent les manifestants 28/04/2012
    15:11 Live Ambohijatovo : 1 arrestation pour le moment 28/04/2012
    15:10 Live Ambohijatovo : c’était Mamy Rakotoarivelo et la ministre Ihanta qui devaient mener la delegation 28/04/2012
    15:05 Live Ambohijatovo : les parlementaires ont disparu 28/04/2012
    15:03 Live Ambohijatovo : les manifestants se replient à Analakely 28/04/2012
    14:59 Live Ambohijatovo : Mamy Rakotoarivelo est bien sur place 28/04/2012
    14:56 Live Ambohijatovo : les manifestants répliquent à coups de jets de pierre 28/04/2012
    14:55 Live Ambohijatovo : ça y est les gaz lacrymogène 28/04/2012
    14:21 Live Ambohijatovo : arrivée de Naika Elian

  26. Yes, I certainly agree, using a base coat is very imatponrt to help prevent yellowing of the nails. And giving your nails a break now and then from nail polish is also a good idea.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *