17 pensées sur “An-tsary Magro 07 Avril 12”

  1. Arahabaina tratry ny paka izay andro fandresena isika malagasy tena tia tanindrazana. Arahaba manokana ihany koa ho an’ny Presida Ravalomanana Marc. Ny Tompo Mpandresy anie hiara-dalana amintsika mandrakariva ao anatin’izao tolona hamerenantsika ny safidim-bahoaka izao. Mahereza daholo ary mivavaha ka aza mitsahatra fa momba antsika mandrakariva Andriamanitra. Misaotra topoko

  2. Toa tena LASA hono ny havan-DRabe koah,

    Izay izany ilay atao hoe : Lasa nodimandry Rabe an!

    Atolotra ho an´i Rabe ny vaovao Foza mafana ( Youtube.com) Ho famangiana fahoriana

  3. Nisy nilàza, fa nampitovy tongotra hono i Astétix ! Angamba rehefa lasa vovoka i lery vao ho fantatra ny tena marina !
    Ilay hoe nitsangana tamin’ny andro faha-telo aloha, dia tsy mino laotra aho eh ! Kanefa…!
    Ze ne rit pas le danzé !

  4. Dr CELELESTIN Rpbin dit :
    Votre commentaire est en attente de modération

    10 avril 2012 à 8 h 54 min
    Manohy ny fikafika rajoelina sy ny ministry ny Fitsarana momba ny volavolan-dalàna mikasika ny famotsoran-keloka..faobe !
    Maro ireo nanazava fa tsy mikasika ny Filoha RAVALOMANANA MARC io famotsoran-keloka io
    satria ny andiny faha 16 sy ny faha 20 dia miaro ny Filoha izay tsy manana antony tokony mampiahiahy azy mikasika ny fitsarana..!

    Tsy nahomby izany ny fampiasana ny famotsoran-keloka nokasaina hampiarina amin’ny Filoha ny fandavana ny famotsoran-keloka ,dia saika hivarotra saka be loha tamin’ny CT sy CST rajoelina sy ny ministry ny fitsarana araka izao fandrika navelatr’izy ireo
    hamandriana indrindra ny ankolafy RAVALOMANANA MARC tamin’ny alalan’ny fizarana rafitra momba ny famontsoran-keloka ihany..Saingy mampiseho ny fahamaivanan-doha n’ny ministra ity izy.Tao anatin’ilay rafitra nozaraina tamin’ny atalata 03 mars teo dia tsikaritry ny ankolafy RAVALOMANANA MARC fa io rafitra nozaraina io dia tsy miovy amin’ny rafitra » nofihinin’ny ministry ny fitsarana ay io rafitra nofihininn’io dia misy ireo heloka bevava ( vono olona , tano may nodorana izay nisy mpiasa may tao anatiny..)
    Ireo heloka bevava dia ireo heloka natao tamin’ny 26 janvier 2009 sy 07 février 2009 teny Ambohitsrphitra..
    Eo an-dalam-pitsarana ireo heloka bevava ireo ary ny Cour Pénale de Justice no hitsara azy ireo : ny enquêtes préliminres indépendantes oa dia ho sahanin’izy i
    reo !
    rajoelina sy ireo namany izay nanongam-panjakana no loha laharany amin »ireo ho hampangaina.., hatao enquête ary ho ysaraina ary mety hampiarina aminy ny sazy mifanentana amin’ire heloka bevava ireo toa ny vono olona ohatra..

    Ka eto varotra saka beloha , famitahana ny CT sy ny CST ANKOLAFY RAVALOMANANA NO MIDITRA..
    NIHEVITRY NY MINISTRY NY FITSARANA FA VENDRANA IRETO CT SY CST AVY AO AMIN’NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC :TSIKARITRA SY TAKATR’IZY IREO FA TSY MITOVY NY RAFITRA MIKASIKA NY FAMOTSORAN-KELOKA NOZARAINY SY NY RAFITRA MIKASIKA IO FAMOTSORAN-KELOKA IZAY NOTAZONONY..!
    FA INONA NY ANTONY NITAZONANY AZY IO ?
    RAHA TAHIAN ‘ANDRIAMANITRA DIA HISOKATRA TSY HO EL NY COUR PENALE INTERNATIONALE IZAY HITSARANA IREO NANOM-PANJAKANA SY IREO HELOKA MANODIDINA IZANY.
    ARY RAJOELINA SY NY NMNY DIA VOAROIROY AMIN’IZANY..HO VOAPANGA , METY HO TSARAINA ARY METY HO VOAHELOKA ,KA SAZY BE NO METY HO VIDIN’ITY LOZA VITANY..
    ETO NO MIDITRA ITY RAFITRA NOFIHININA MBA HAFENINA MBA SY HO HITA FA CODE PENAL MALAGASY ANIE KA TSY MANOME SAZY TOA NY PEINE DE MORT RAHA NAMONO OLONA ILAY VOAHELOKA..

    SAIKA HANAFINA IO SAZY PEINE DE MORT IO IZAY VOASORATRA AO AMIN’NY RAFITRA TSY NOZARAINY…!
    NA

    SAIKA NAFENINA IZY IO ARY RAFITRA « NANOMBINANA, TSY MISY PEINE DE MORT AO ANATINY NO SAIKA HO SONIAVIN’IREO CT SY CST..KOA RAHA VOATSARA SY VOAHELOKA I RAJOLINA DIA NAMPARINA TAMIN’NY PEINE DE MORT IZAY NESORINA MPIARA – MIASA AMINY !

    FIRAISANA TSIKOMBAKOMBA IZANY !

    ARY ITY CRISE MISY EO AMINTSIKA ITY DIA NY FITSARANA AZY EO ANOLOHAN’NY COUR PENALE INTERNATIONALE NO METY ARY HAMPISEHO NY MARINA..MOMBA IREO MPANONGAM-PANJAKANA

    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NAMTRAKA FITORIANA EO ANOLOHAN’IO CPI IO..!

    CE TRIBUNAL EST INCONTOURNABLE ET LES AUTEURS DU COUP DETAT DU 17 MA RS 2009 QUI SERONT MIS EN EXAMEN NE POURRONT S’Y SOUSTRAIRE ,SAUT EN SE DONNANT LA MORT!

  5. LETTRE OUVERTE A TOUS LES MALGACHES D’ICI, D’AILLEURS ET DE PARTOUT SOUCIEUX DE LA SITUATION DIFFICILE ACTUELLE DES MALGACHES ET DE L’AVENIR IMMEDIAT DU PAYS

    LETTRE OUVERTE A MONSIEUR LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC-Prétoria

    LETTRE OUVERTE A MONSIEUR RAKOTOARIVELO MAMY
    .Chef de Délégation de la Mouvance RAVALOMANANA MARC – Madagascar
    .Président du Congrès de la Transition – Madagascar
    .Sécretaire général du TIM MADAGASCAR – Madagascar

    CHERS MALGACHES ,AVONS – NOUS PERDU NOTRE BON SENS ET NOTRE SENS DE LA SOLIDARITE ENVERS CEUX QUI SOUFFRENT?
    SAVONS – NOS A QUOI SERT LA COUR PENALE INTERNATIONALE ? AVONS – NOUS PEUR DE LA SAISIR POUR JUGER CEUX QUI ONT CONTREVENU AUX REGLES INTANGIBLES DU FIARAHA – MONINA MALALAGASY ?
    POURQUOI NOUS NOUS EVERTUONS DE CHERCHER UN CONSENSUS AVEC DES MALFAITEURS AUX DEPENS DE LA VIE ,DE LA LIBERTE DE VIVRE DES 20 MILLIONS DE MALGACHES DANS LA SOUS-VIE ?

    Nous avons Tous éluder la cause principale de cette crise que Nous semblons vouloir entretenir contre toutes raisons ,contre la seule vérité que ne Nous ne voulons pas reconnaître..!
    Pourquoi ,Mon Dieu ,Nous ne voulons pas de cette unique et seule vérité : le coup d’état du 17 mars 2009..!
    Pourqoui Nous voulons éviter de paler de ce crime ,de lses auteurs et pour comble de malheurs , Nous ,victimes ,cherchons à « discriminer  » , à  » décriminaliser  » les auteurs connus ,archi-connus de Tous..!
    Il est vrai que nos traditions ancestrales , nos convictions réligieuses (chrétiennes ,musulmanes.) Nous « obligent  » à Nous demeurer miséricordieux ,alors que 20 millions de Malgaches ,directement ou indirectemment ,subissent des difficultés d’alimentations , souffrent de cruauté mentale par les intimidations ,les vols ,les viols ,les attaques à mains armées perpétrées par des individus militaires ou para-militaires payés par les auteurs du coup d’état !

    Nous devons choisir entre le sort difficile des 20 millions de Malgaches malheureux et la belle vie des putchistes que Nous semblons protéger , choyer ,à qui Nous tentons ,chaque jour , de sauver par les négociations ave eux alors qu’ils se moquent de notre magnanimité..!

    Pourquoi , pourqui et pour les intérêts de qui Nous « combattons l’impunité « !Pourquoi Nous luttons contre le possible bonheur des Malgaches en Nous levant contre les auteurs du coup d’état..!

    NOUS NE SOMMES COMPLICES DE PERSONNE EN RIEN.

    NOUS NOUS ENTERRONS VIVANTS AVEC LA RECONCILIATION NATIONALE ,QUI VA PERMETTRE D’OUBLIER LES FAUTES GRAVES COMMISES PAR DES VOYOUX , MAIS LE TEMPS DE TOURNER LE DOS , LES REFLEXES ,LES ENVIES DE TUER SE REVEILLERONT ET LE CYCLE INFERNAL DES TUERIES ,DES NEGOCIATIONS POUR LE PARDON REPRENDRONT ETAINSI DE SUITE..LAISSONS LA JUSTICE DE L’HOMME VIVANT ENCORE SUR CETTE TERRE DIRE ET APPLIQUER LA LOI QUE NOUS AVONS VOTER POUR TRAITER LES CRIMES ET DELITS QUE NOUS AVONS ENREGISTRES DANS NOS CODE PENAL ET CIVIL..
    SEULE LA JURIDICTION DE CRIMES ET DE LEURS AUTEURS EST ACCEPTABLE CONSTITUTIONNELLEMENT ET VIABLE SUR LE PLAN DE NOS RELATIONS ENTRE LES PEUPLES..

    ESTONS LA COUR PENALE INTERNATIONALE POUR JUGER LES AUTEURS , DE PRES OU DE LOIN ,
    DE CE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 , AFIN QUE NOTRE CONSCIENCE D’HOMMES ET DE FEMMES MALGACHES PUISSENT BENEFICIER DE LA SERENITE ET DEBARRASSER DU REMORDS DE N’AVOIR RIEN FAIT POUR LES 20 MILLIONS DE MALGACHES DURANT TROIS ANS !

    NE TROUVONS – NOUS PAS QUE LES EFFORTS QUE NOUS AVONS DEPLOYES POUR DISSUADER CES VOYOUX QU’ILS DOIVENT RENTRER LES RANGS NE SONT PAS AMPLEMENT SUFFISANTS ET MEME DE TROP ?

    TSY AMPY VE IZAY FANDEFERANA NASEHONTSIKA IREO JIOLAHY IREO ?

  6. Fa tena lasa ve ratsikirity e???
    Tsy fahotana ny manongam-panjakana na fadin-drazana na ny
    mihomehy ny fahavoazany, izy ihany no nilaza io an!saika mbola hanongana angaha lery dia tsy nahaovoka
    intsony dia naleony nandeha????efa be ny vitany e! ho tsarain’ny tantara sisa izy sy ny haratsiany.

  7. Naka rivotra angaha i masera ? Rivo-dranomasina, sa rivo-tendrombohitra ?
    Ny mpanongana ihany no nanely an’iny resaka iny, dia variana teo ramalagasy !
    Nanararaotra nitsaoka moramora i Satanié, nanaradia an’ilay vy mavomavo mamirapiratra !
    Dia nihiditra mangigina i Zankristaofo !
    I Zanmarka moa mbola hiverina ; fa rehefa vita ny soratr’izy sy ilay anabavin’i Barali angamba, izay izy vao hitodidoha ( miaraka amin’ny nasiônalite malagasy) !

  8. Soa ihany fa tsy petit au petit QI daholo ny mpanoratra eto aminareo, momba an’i Botozaza sy Ravatomanga ( DG compagnie aerienne) ary Ihanta.
    Aoka koa mba handalina tsara ireo Mpitarika antsika : Me Hanitra-Atoa isany Rakotoamboa, Raveloson, Zafilahy, Mamy Rakotoarivelo…….momba ny fialàn’ireo telo ireo na tsia !!!

    Fa manontany tena : Mba nisy fanambaràna ve nataon’ny MinDEF , na ny MinINTER, na ny Etat Major des Armées mikasika ny FAMONOANA an’i Jeneraly Ramananarivo Claude ? Toa tsy nisy na un aza ?

    Dia ahoana indray ity Zanmarika omena ttasy malagasy ity ry KM a ???! Ato aminareo kosa no ahitàna vaovao kooo ! 😉 Tsy mba nahita izany izahay vahoaka kooo ! Ary inona no nampidirina an’i Zankrisitaofa ?

    Ary Mlle Ranavalona lava tongotra nanao Paska kay ? nathotra ny tsy hahita azy intsony teto, satria efa tsy hita « na aiza na aiza » rahateo.

    Ho Aiza tena mila anareo ny namana hono e ! Sasa-miandry 😉

  9. Adino fa i Tsikirity hono toa mbola miady ??? Aoka kosa aloha izy hihinana tsaratsara vao dorana any amin’ny afobe e! amin’izay mendy tsara ho leran’i Raini….!

  10. Miseho ho Jeso Kristy angaha i lery ? Dia mba atao hoe nitsangana tamin’ny andro fahatelo ?
    Raha hanambady « gasy » izy ve tsy ho azony izany taratasy izany ê ? Taratasy « mora azo » !
    Lazaina i risara, fa tsy misy resaka pôlitika hono ny famonoana an’ilay jeneraly sy ny fianakaviany ! Tsy diso mihintsy mantsy io rangaha io rehefa manao ankety ! Tena matsilo na tsilo malemy be izy io !
    Toa izany koa ny resaka 26 zanvie sy ny 7 febroary !

  11. Tsy ratsy indray aloha ity pseudo Lemena ity ê ! Lahy ianao io aloha sa vavy ê ?
    Lemena valala fa i « Tiana malala » izany ? MDR !!!

  12. Zà ve ry Baby ? Zà indray ve no hanontanianao ? Lahy beu ! Ha ha ha !!!
    « Manontany » aho mantsy fa tsy mitovy ny fomba firesaka amin’ny lahy sy vavy !!
    I Lemena mantsy vaovao ato ! MDR !!

  13. Indonésie : un séisme de magnitude 8,9 déclenche une alerte tsunami dans TOUT L’OCEAN INDIEN .
    Mety voakarik’izany ve ilay MyDago kely ??? aza hitako.

    Lemena vaovao io e ! sa « ilay omena vaovao » ??? hi hi hi PTDR !

  14. Tsy dia misy ho lazaina r’ ilay « omena vaovao » â !
    Ny zavatra fantatra hatry ny ela fotsiny dia izao : EFA NILAZA HATRY NY ELA NY PREZIDÀ RAVALOMANANA, FA HANAO AN’IZAY REHETRA AZONY ATAO NY MOVANSA MBA HIVERENAN’NY FANDRIAMPAHALEMANA EO ANIVON’NY FIRENENA.
    FANTAM-POKO ARY FANTAM-PIRENENA FA RY DOMELINA NOHO NAHAVANIN-DOZA, FA DIA NARAHINANA (TSY FIDINY) NY TORO-HEVITRA NAROSON’NY SASANY NA DIA TSY TOKONY NIEKENA AZA IZANY ; ANISAN’IZANY NY FANAOVANA SONIA AN’ILAY TONDROZOTRA.
    NILAZA IHANY KOA IZY FA RAHATOA KA TSY HANARAKA SY HAMPIATRA AN’IO TONDROZOTRA IO IREO MPANONGANA EDIA TSARA NY MILALA.
    AFAKA ADIDY ARY NANAO IZAY AZONY NATAO NY MOVANSA « ATRAMIN’IZAO » ! NANAO FANAMBARÀNA IHANY KOA INGAHY MAMY RAKOTOARIVELO FA HIALA RAHATOA KA TSY AZO EKENA NY ATAON’NY ANKILANY !
    Hita anefa izao fa tsy misy na inona na inona zavatra vita, na tokony hoe hilazàna fa tanteraka ny « fanirian’ny rehetra » ! Ny fantatra fotsiny dia misy olona oiray midedaka hoe FILOHA, ary izy mianakavy koa dia MANAO AMPIHI-MAMBA NY HARENAM-BAHOAKA !
    Miandry isika izao !
    HIALA ARAKY NY HAFATRY NY PREZIDÀ VE SA TSIA, IREO IZAY MITONONA FA AO ANATIN’NY MOVANSA RAVALOMANANA IZAY TARIHIN’INGAHY MAMY RAKOTOARIVELO ?

    RAHA NY TENAKO MANOKANA DIA MILAZA HOE : M I A L À A M I N ‘I Z A Y, F A E F A V I T A NY A D I D Y !!!!

  15. olona marary ve ry Km sy Lemena dia hirariana ho faty a, tsy mahagaga aloha fa tsy misy dikany aminareo marina izany fahafatesana izany, satria na ny olona tompoinareo (de8) aza dia olona mpamono olona tsy misy regret na kely aza. na dia efa mibaby ny todin’ny ra nalatsaka aza amin’izao.

  16. Salut daholo ry akama !faly be aho mihaona aminareo eto indray!!
    tany Suisse tany no naka sasatra kely ka sendra tsy tao ilay mifanolo-bodirindrina
    dia tsy nisy Net f’angaha tsy loza e??saika hijapy Bus koa nangaina teo! dia izay no tsy nahafahako niserasera teto.
    Dia ahoana Lemena???sssssssss…… tsy miteniteny an!!bedy!

    Maninona indray hoe ry Kintana??fa tena marina kay ilay Chatay haka taratasy Gasy???heveriko fa vazivazy???
    Tsy ilay miala no olana FA????????inona no paok’ady vao2 ahafahana miady @ fiavian’i dada sy ny HIALAN’i foza
    HAINGANA dia HAINGANA????efa nomena azy ilay fahefana mantsy ka afaka ny MIDONGIZINA eo tsara izy,zarany
    aza HANALAVANA ny fotoana HINANANA sns……??????ahiahy tsy hiavanana an!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *