CST Jeanson : Ravalo tsy maintsy mody !

magro 11 avril 12 (14)

Tamin’ny kabary nifanesy tetst amin’ny kianjan’ny Magro no nilazan’ireo mpitarika ny lalana izoran’ny tolona.Adihevitra anisan’ny mibahana ny tontolo politika eto amintsika amin’izao fotoana izao, ny resaka momba ny famontsoran-keloka. Nafana ny adihevitra teny anivon’ireo parlemantera roa tonta, mikasika ny fandinihana izany famontsoran-keloka izany. Ny Ankolafy Ravalomanana dia efa nanamafy fa ny Filoha Ravalomanana Marc dia tsy mila izany famontsoran-keloka izany. Noho izany dia tsy mitaky izany ho an’i Dada ireo parlemantera Ankolafy Ravalomanana ireo, fa famontsoran-keloka ho an’ny rehetra, ankoatra ny Filoha Marc Ravalomanana no ilainy. Ny andininy faha 16 ao amin’ny tondrozotra dia ampy ho amin’izany. Ireo mpiaradia amin’Ingahy Rajoelina anefa dia mitady ny fomba rehetra hanilihana ny Filoha Ravalomanana. Ny volavolan-dalàna momba ny famontsoran-keloka tapaka teo anivon’ny filankevitry ny governemanta dia niniana novaina rehefa nalefa teny amin’ny rafitra mpanao lalàna roa tonta. Midika izany fa matahotra tanteraka ny Filoha Ravalomanana ny mpitondra Fat, ka manao izay hanitarana ny tetezamita amin’ny fomba rehetra. Ho an’ny CST Jeanson dia nambarany teny amin’ny kianjan’ny Magro  fa tsy azo ialana ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana eto an-tanindrazany. N’iza n’iza miady hevitra amin’izany dia resaka fandanianandro fotsiny izany. Raha mbola ao anatin’ny rafitra ny Ankolafy Ravalomanana, hoy izy, dia tsy hahavita lalàna hisakanana ny Filoha Ravalomanana Ingahy Rajoelina. I Madagasikara dia ho an’ny Malagasy manontolo, ka tsy hisy ho sahy hanakana azy hiverina eto. Tsy misy mihitsy antom-pisian’ny fanjakana, hoy Jeanson, raha tsy hanatanteraka izany.

17 pensées sur “CST Jeanson : Ravalo tsy maintsy mody !”

  1. Tsy misy zavatra ho vanona sy valable eo raha tsy tafody ny filoha RAVALOMANANA
    Efa « legitime » eo @ izao tontolo izao ny raharaha,ary i POV’CON dia hiongana tsy ho ela
    Mahereza daholo

  2. Andriakakiko anao ô! tena marina ve izany??
    f’angaha tsy nigadra ilay Jao Jean???satria mbola nanoy ny asany ihany??
    Aza msy gaga raha feno zaza voahoalana ny tanana raha izany ry zareo a!izay izany koa inona???

  3. Tsy msy mandà izany rė Tompoko isany fa @ fomba hoana ary RAHOVIANA e!!
    Efa sasatra miandry izahay e!mitohy foana ny FILIBANA sy ny FANAPARAM-PAHEFANA
    fitaomana ny harentsika tsy misy FANAKATSAKANANA .Ny vahoaka mandady mitrosona @ tany ,matimaty ho azy sns
    tsy voatanisa ilay fahavoazana.
    Efa hisasaka indray ity ny taona ,inona no zavatra ho entiny?????aiza ho aiza iDada sy ny FODIANY no tiako hamafisina???

  4. Marin’izany fa tsy maintsy mody Ravalo, sady efa nahazo fiaramanidina vaovao isika hampodiana azy, sady mba aty Madagasikara no mba tokony hanararaotra ny fisotroany ronono.

  5. « Aza misy gaga raha feno zaza voahoalana ny tanana raha izany ry zareo a ! »
    Ny sasany aza efa « tavoahangy no atao fitaovana » !! Ndrisy !!!
    Sao dia « tanàna » kosa no tianao ho lazaina ?? Na izany na tsia, rehefa mahavanin-doza, tsy hay intsony izany rehetra izany !

  6. Tena miaina am Intox sisa ireto zanak’i dada am sisiny ireto ka. nolazaina fa maty ratsirahonana dia izao indray hoe Jao jean io indray, dia rahapitso indray angamba hoe lasa fananan’ny rajoel personel indray ny air bus, dia lasa orinasan’ny rajoel indray ny hopitaly tsara tarehy eran’ny madagasikara.
    mbola hoavy ny vaovao tena marina ka izay ianareo ireo vao tena hino, reefa voasambotry ny polisy SUd af ravalo amin’io crime mbola tohizany io, Mbola mitohy mantsy ny enquete amin’izao.

  7. Tena miaina @ fanondranana or, pierre précieuses, bois de rose ry RABE sy ny Dadatoany k’legonina a !!!

  8. Efa ela ianareo miaramila no tokony ho tonga saina.
    Izao ve vao manomboka mahita ny ataon’ny FAT , ka mitaraina amin’ny FAMPIJALIANA ny iray taminareo ? i Coutiti ?

    Tsy noho i Coutiti ihany no tokony hampkomy anareo, fa ny fanandevozana ataon’ny Mpanjanaka anareo sy ny fiheverany fa olona tsy misy valeur ianareo .

    Torture du Cl Coutiti : un groupe d’officiers se dresse contre le régime
    http://www.tananews.com/2010/12/torture-du-cl-coutiti-groupe-d%E2%80%99officiers-se-dresse-contre-le-regime/

    Mbola fampitandreùmana foana angaha ??? Fa inona no andrsana ???

  9. Revenons sur et revoyons des décisions importantes prises par le Conseil de Sécurité des Nations Unies
    -en Côte d’Ivoire pour  » corriger  » les résultat d’élections présidentielles qui auraient dû être vérifiés par la Cour constitutionnele de la Côte d’Ivoire ,sous la surveillance et le conrôle des Nations Unies..
    Comment s’est fait-il que le Peuple ivoirien n’ait bénéficié de l’ assistance protectrice militaire des Nations et ait été victime des attaques militaires françaises , qui ont arrêté le Président GBAGBO ?
    Cette intervention française , en quoi a-t- elle été justifiée ?
    -en Libye ,avec la résolution 1975 du Conseil de Sécurité des Nations Unies la mission pour proéger a été confiée à la France , le Royaume Uni et les USA la Population Civile libyenne..contre les bombardements de l’Armée libyenne
    ette force tripartite a outrepassé sa mission et s’est mise à chasser du Khadafi jusqu’ à ce que mort s’ensuive
    – en Syrie , l’intervention militaire est assez compliquée..
    La médiation diplomatique a 2mis du temps avant d’être acceptée par la Syrie..
    Un modus vivendi a des chances de prendre forme grâce à l’insistance de l’ancien Sécretaire Général des Nations -Unies ,KOFI ANANN..!

    Après ces trois interventions , je pose la question à Monsieur le Sécretaire Général des Nations Unies…
    Pourquoi le Peuple Malgache n’ a pu bénéficier de l’assistance militaire défensive deuis , amors les pustchistes n’ont cessé d’intimider , de tuer pour asseoir son pouvoir et surtout pour empêcher la recherche de solution de sortie de crise par l’option des négociations assurées pr la SADC..
    Le retour de l’ordre cnstitutionnel pour la gestion du Pays et le retour au Pays sans condition du Président RAVALOMANANA MARC et de sa Famille au Pays représentent la garantie du recouvrement de notre souveraineté nationale
    Cette crise dure maintenant trois ans avec des difficultés alimen
    taires ,de déscolarisation des enfants , des sans emploi , des sans logis., des problèmes d’ eau potable!
    Non ,Nous n’avons pas demandé une intervention militaire mais une assistance de pacification et si cette assistance s’était faite à bon escient, la crise n’aurait pas duré plus d’un an et les destructions socio-économiques n’auraient été si grandes !
    Actuellement , la Communauté Internationale dont les Nations doivent intervenir pour finaliser la mise en place de la Transition qui organise les élections présidentielles et législatives toujours avec les aides finncirères des Nations Unies et sous le cntrôle rigoureux de la Communauté Internationale ( SADC , EU ,UA..)!

    NOUS AUSSI AVONS LE DROIT DE BENEFICIER DE LA PROTECTION ENERGIQUE DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE PRESCRITE PAR LA RESOLUTION 1973 DU CONSEIL DE SECURITE DES NATIONS UNIES ! POURQUOI PAS ?

    IL N ’ EXISTE AUCUNE RAISON QUI JUSTIFIERAIT LA NON APPLICATION DE L’OBJET DE LA RESOLUTION 1973 AU BENEFICE DU PEUPLE MALGACHE ,VICTIME LUI AUSSI DE L’OPPRESION DES PUTSCHISTES , AUTEUR DU COUP D’ETAT DU 17 MARS CONDAMNE PAR LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE , VOILA DEUX ANS DEJA ! !

    LA RAPIDITE ,LA DETERMINATION , LA FERMETE QUI ONT CARACTERISE L’ INTERVENTION DE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE POUR PRENDRE DES MESURES DE PROTECTION DU¨PEUPLE LIBYEN CONTRE L ’ AGRESSION , L ’OPPRESSION DE KHADAFFI CONTRASTE DE FACON TONITRUANTE AVEC
    L’ INERTIE DISCRETE , SILENCIEUSE , »MORAMORA » DE L ’ ACTION A MINIMA MENEE PAR LA MEME COMMUNAUTE INTERNATIONALE POUR RESOUDRE LA CRISE NEE DU COUP D’ETAT PAR DES PUTSCHISTS QUI NE DISPOSENT D’AUCUN AVION DE CHASSE…POUR TERRORISER LES MALGACHES..!
    ALORS QU’EST — CE QUI JUSTIFIE CETTE » RETENUE , CETTE DISCRETION ,, CETTE ACTION MOLLE » QUI A PERMIS A CES PUTSCHISTES DE VIVRE TRANQUILLEMENT DANS L’OPULENCE TOUT EN APPAUVRISSANT AVEC DELECTATION LES 20 MILLIONS DE MALGACHES ,QUI NE PESENT PAS LOURDS POUR LES NEGOCIATEURS TROP COOL , INSOUCIANTS ?

    LE CONSEIL DE SECURITE A DONNE LA RESPONSABILITE DE LA MISSION DE PROTECTION DE LA POLULATION CIVILE LIBYE CONTRE L’AGESSION ET L’OPRRESION DE KADHAFFI ,CHEF DE L’ETAT LIBYEN…

    OUI AGRESSION , OPPRESSIN D’UN CHEF PUTCHISTE CONTRE LE PEUPLE MALGACHE EXSANGUE QUI RECLAME DE LA DEMOCRATIE ET DE QOUI MANGER!

    VOILA DONC LA MISSION DONNEE A LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE AVANT QUE LES 20 MILLIONS DE MALGACHES NE CREVENT SUR LEURS RICHESSES NATURELLES QUE LES PUTSCIHISTE ET LEURS COMMANDITAIRES ET CONSEILLERS EXPLOITENT DE FACOIN SAUVAGE ! !

    LES MOYENS POUR

  10. Foza maimbo tsy misy mpankasitraka isany ô ! sokafy ny voamaso
    sy ny lavaka rehetra mety handray zavatra fa DADANAY DIA MANANA
    ny AMBONY sy ny FANANANY izay hantsembohany ka tsy hitaingina izay fiaramanidina frantsay
    hitsingidina RAHAMPITSO eny ampanidinana , izay avion efa tsy lafo ary , tsy misy mpividy fa mianjera lava
    mamono olona dia avy eo handengandengana fotsiny ny olona ,nefa efa hita fa TSY MAMELY e!!!tsy ALEHANY!!
    dia hatao fanariana ny FAKO sisa Mada fa ny mpitondra koa moa FAKO rahateo no BADRAODRA ,GAMAIN’i renikely
    fotsiny fa DONTO be tsy misy hilavana azy. MAZAVA VE RY FOZA ?????

  11. Tiako be koa Lemena @’ilay fomba fiady eto @’ity serasera ity,
    taritiny avy any mihintsy ilay vao2 mba ahafahany manao ny TSIKERA eto,tena mety be
    ilay hataonao Lemena ka mankasitraka anao foana Bavy.F’angaha ianao tsy afaka ny nanao ilay tsikera
    nivantana tany @ Tananews???sa eto mihintsy no tena tianao hamoahana azy???

  12. Werbeck a, tsy mahazo tombotsoa na ariary am fitondrana izao aho na ariary aza fa mira miaina ny krizy amin’ny malagasy, fa niara nitolona tam vahoaka hanalana ireo mpitondra teo aloha izay nanao tsinontsinona ny maha malagasy tamin’ny jadona hatramin’ny Famonoana aza.na dia misy zavatra tsy mandeha aza amin’izao dia mankasitraka ny fahalalahana amin’izao sy ny initiative tena tsara hataon’ireo mpitondra tanora, hita fa tena avenir ka tokony ho tohanana.

  13. Eto mihitsy aky ry Bavy no toerana mety miaraka amin’ny Lafy8 a !

    Efa akaiky ny andro hilazan’ny Miaramila fa efa ela izy ireo no saika hampiseho ny tena maha-Manamboninahitra tsy azo vidiana, saingy, tsy mba nahazo làlana fa tapenan’ny foza daholo ny làlana, satria mbola misy ihany ny voavidy sy manaiky ho andevozin’ny frantsay.

    Efa ho avy ! efa ho avy !
    Mbola tsy mahay an-dRamalagasy ireo e ! Ny nify lapineau no betsaka.
    Efa miomana ny handositra anie i Lery e !!!
    Ahondrany daholo :volamena 50 kg mahery – bois de rose ny vatosoa sy izay azony ahodina, ka raha vao tsy manaiky azy dia……limogé. Mihevitra izy mantsy, fa ireo halatra ireo no hivelomany raha toa ka….
    Ry Ihanta Razafimandranto sy ry Botozaza azony lotoina
    Satria trondron’Anosy ka azony voniona fa
    Ny zanak’i Dada tsy azon’i Radoma hojonoina. Mdrrr 🙂 🙂 🙂

    Mbola holazaiko eto hoe :
    IZA NO NANOME BAIKO HAMONO an’i Jeneraly de Division Claude Ramananarivo !
    Tena sur izany !

  14. Fa angaha koa ry Lemena voarohirohy tam famonoana an’io jeneraly io, sao dia tratran’ny pra any ny num ny fone nareo, hoatr’ilay saika hamono ny Rajoel tratra tany ny num ny de8, ka ny polisy sudaf izao no manao enquete.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *