2 pensées sur “Indro ny VIDEO , 12 Aprily 2012”

  1. Misaotra ary e!!dia mbola mahazo mangataka ve Solo Razafy??
    Ilay kabary e!mba hoa an’izay lavitra e!misaotra mialoha an’i Mydago ho ela velona
    mandrapahafaty!

    Dradradradrao mihintsy fa manao olona ts’inontsinona mihintsy ireo foza ireo dia i dada koa izany no nandoro ny MBS???
    satria lazaina fa i Dada no namono olona???POV CON!!!aza miray tsikombakomba @’izay fatin’olona ireo mihintsy fa
    manajà tena fa ZANAKY DAD, HAJAO DADA FA IZY IHANY NO MENDRIKA IZANY FANAJANA IZANY.

  2. Dia manamafy ny fisaorana anao izahay SOLO RAZAFY ny amin’ny video faizay mihintsy no tena mazava. Tianay mihintsy ny mihaino sy mandre ireny kabary sy interview ireny Ary eto dia mankasitraka ny mouvance Ravalomanana amin’ny fiadiny manaraka ny lalàna ho amin’ny isehoan’ny marina.Ny nanao heloka fahotana mahafaty indray ve no avela amin’izao fa ny tsy nanao vono olona indray no lazaina fa tsy maty manota ? Fomba mamoafady anie no nangalarana sy nandrombahana ny fahefam-bahoaka teo e! Tsy mahalala menatra akory ity miseho ho mpitondra tsy nofidiana ity. Mampifandrafy ny samy malagasy no fomba fiasa ary tsy mahatsiaro tena fa tsy mety ny atao.
    Aleo miseho ny marina e
    Miady tsara mihintsy ny mouvance Ravalomanana
    Dia aza tapahina intsony fa asio vidéo hatrany ny manaraka SOLO RAZAFY a

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *