Lasa Ratsirahonana Norbert Lala !

ratsirahonana_2

Araka ny vaovao voarainay dia lasa nalefa haingana hitsabo tena  atsy amin’ny Nosy rahavavy indray, ingahy Ratsirahonana, rehefa tojo tsy fahasalamana mafy.Indroa amin’izao ny tenany no notsaboina tamin’ity taona ity.Marihina fa ity » raiben’ny foza » ity no atidoha nikotrika ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009.

60 pensées sur “Lasa Ratsirahonana Norbert Lala !”

  1. Ngah moa tsy efa nisokatra le hopitaly manara-penitra sady mora no maimain-poana no nalefa any izy???

  2. Ao anatin’izao herinandro masina izao izay tena misy lanjany tokoa eo amin’ny fiainantsika raha toa mpino isika dia aoka HIVAVAKA mafy hoan’ity Tanindrazantsika ity fa fantatsika fa tsy misy na IRAY aza tsy nanao heloka !!ny vavaka atao dia ny mba hialan’ny ratsy sy hamelan’ny TOMPO heloka an’i Madagasikara !!!!
    mivavaha mafy daholo ry mpiray tanindrazana !!!!

  3. Maniry azy mba tsy ho faty haingana « loatra », fa mba hiafy kely @ voakinina!Na izany aza, aza tafaverina intsony, fa efa mandry ny ho avin’ny zaf-paladia amin’ny harena nomen’ny Fat !

  4. Coucou Kintana sy ny Akolita rehetra,
    Tsy ferana intsony e ! Ho faty iany ve hoy ry MPAM’S ka tsy handovo-tsihy nefa vola azo @ makarakara hono mivoaka @ makarakara ! Misy farany ny zava-drehetra, na ho ela na ho aingana.
    Minoa fotsiny ihany hoy DADA !

  5. Ary i Lavanify izany avela handositra ohatran’ny rainy koa ? sa mba HO SAMBORINA dieny izao ???

    Aiza ny Mouvance Ravalomanana sy ny Gtt sy ny TIM e ! Izao no fotoana tokony hanaovanareo Rodobe e ! SAMBORY rajoelina !!!

    Rahoviana ihany no hanaparitahana ny sarin’i Dada eran’ny Nosy ry be torimaso isany o ??!!

  6. Lemena,
    Kalam i sé, tsy mety raha tonga dia samborina i LAVANIFY fa avela hanohy ny hadalàny dia @ izay mihavovo in-jato ny heloka hololohaniny sy ny fara amandimbiny !

  7. Tonga, nitondra atody ve ry Baby â ? Sao dia handamokany ?
    Tonga dia sôkôlà omena anay ê !
    Miandry fotoana kely sisa ry Lemena â ! Miandry izany ho ataon-dry Mamy Rakotoarivelo, satria efa nanome toky ry zareo fa hiala raha vao TSY TAFAVERINA AMIN’NY FOMBA TOKONY HO IZY NY PREZIDÀ !!!
    Ny Prezidà tsy mila amnistie izany !! Ny mpanongam-panjakàna no manatena an’io avy amin’ny VAHOAKA, KA OMEN’AZY IZANY SA TSIA ???????
    Tribonaly lozitra sy lo, tsy dia azo antenaina amin’izany fandaminana ny hoavin’ny Firenena izany !

  8. Kintana,
    Sôkôlà noara, ôlé sa noazety no tianareo ? Voaviditsika ireo satria ny vahoaka no tompon’ny teny farany.
    Jereo ireto MPAM’S, vao milaza fotsiny DADA fa ho avy dia efa latsaka zay tsy ho latsaka, manao be fiavy fa angamba tsy nanao proviziô DILOILO coco !
    Namomno biby tsy nahafaty ka ifoteran’ny rambony hihihihi !

  9. Izay entinao mety daholo ! Kristiana tsy mandà fanomezana ! Aza atao sarim-bitro fotsiny ! Tsarovy aho rehefa mahita sarim-bitro !! Eritrereto hoe voalavo na « hamster » ilay izy !! MDR !!!

  10. Biby efa maty rainareo ry Babyfoot a! politiquement io no tiako lazaina. Ny fahorian’ny sasany hoy lay fitenenana de fifalian’ny sasany. Nahafinaritra be ny iterview, nifanaovan’ny mpanao gazety VEHIVAVY GTT, tamin-dRatsirahonana.Nirary fahasalamana ho azy mihitsy aza tamin’ny farany ireo GTT ireo. Izany ny fahendrena malagasy, fa tsy otran’ireto taran-dRainivoanjo miantso haine sy manakarama jiolahy sy terroristes lava ao an-tanindrazana ao, mba handotoana ny mpitondra.
    Fantatry Raosy tsara, fa mpanao politika ngezalahy tsy azo atao tsinontsinona, Ratsirahonana itony, fa noho le je suis be tsy miraharaha olona, sy miseho azy ho mahavita tena irery ary mafibe, de nailika rangahy io, de hoy Ratsirahonana woe « Tsy ho izao ny nihafaran-dRavalomanana, raha nihaino ny teniko », de ireny le woe mikitikitika vodin-tsovaly, mitsapa ny herin’olona, de te hanao aminy eo, Zandrinay sy radadatoa mazana be no notsapaina koa! de aza miantso tody sy miantso fahafatesan’olona ry sagnagna isany, fa aferan’Andriamanitra izany ô!
    Inona moa no tsy nanaratsiana an-dRajoelina ny momba an’i Col Charles, fa hay izy mihitsy no nikarakara manokana azy, de nisaoran’ny fianakaviany. Rajoelina woa tsy lian-drà otranareo sy ny Rainareo maloto saina sy mamingapingana lava @ fanelezam-baovao tsy marina, sy asa fanakorontanana etsy sy eroa, amin’ny fanakaramana jiolahy hamono olona. ARY TOA VOAROHIROHY NOHO NY TUERIE 7 FEV NATAONY ATSY AFRIKA ATSIMO RAOSY. Ny marina woa tsy maty, ary tsy very maina ny ràn’ny mpitolona. Io moa de arangarangan’ny Zandry isan’andro, ary tsisy manohitra azy ny CI sy ny SADEC @io, efa hisokatra ny famatsiam-bola izay ho raisin’ny PM androany ireo mpamatsy vola mahazatra, ho avy ireo experts NU, momba ny fifidianana. De ho hita eo ane ry Mamy sy ny tariny raha hahasahy hametra-pialana e! naninona no tsy efa natao elabe? mazava be ane ny tenin’ny Zandry hatramin’izay e! TSY MILA AN-DRAOSY MIVERINA, ARY RAHA MODY DE TSARAINA SY GADRAINA, fa iny no tena raiben’ny Mpangalatra ry KM, fa tsy mbola nahita porofo @ zay détournement de fond nataon-dRatsirahonana ianareo a! tsy otran-drainareo efa mitanjaka miboridana akory, ka woe masina, masina, dadanay, notre demi DIEU. Aleo omena kininina indray ireto androany fa sagnagna foana, elaela tsy nahazo t@ Rabe;

  11. Ho an’i Solo Razafy: « LASA » I NORBERT LALA RATSIRAHONANA:
    Tsy haiko na hatraiza ny hahavon’ny solaitranareo, fa indraindray de avy amin’ny article nareo mihitsy no mahatonga haine sy violence amin’ity mouvement nareo ity. Ny olona zay heverinareo ho cible moa, tsy handairan’izany mihitsy, fa ny mpiara-mitolona sy ny tolonareo mihitsy no marary fo sy tsy misy crédibilité intsony, hany ka miteniteny foana sy manoratsora-poana, milaza sy maniry olona ho faty, na de mbola tsy maty aza. De diso hevitra nareo, fa iny zao ohatra, R-Bombe, izay efa avy nitsabo tena tany La Réunion toy izao, mbola miady sy mamongatra ny taranaky ny devoly sy ny menarana toa anareo. Andriamanitra io woa, lakalaka, ka tsy tsy woe zay heverinareo fa mety, de ho tanterahany avokoa. Aminy, isika olombelona, de samy mpanota, ary tsy misy tsy diso, fa izay te haka ny toerany hametra mialoha ny fetr’andron’olona iray kosa, na manao ny ain’ny mpiray tanindrazana aminy ho tahaka ny biby famono, defa namaly anareo, ary mbola hamaly anareo hatrany Izy, ka na inona na inona woa vavaka ataonareo aminy, de midona @ tafo de miverina, satria mivavaka ianareo, kanefa ny ao am-po de miredareda haine, fa au contraire an’izany ny filôzôfian’ny Baiboly manao woe: « Tiava ny fahavalonao, ary mivavaha ho an’izay manenjika anao, fa raha manao izany ianao de hanambatra vain’afo eo an-tampon-dohany », de ahitsiko kely angamba lay titre n’ity article ity manao woe:  » LASA NOTSABOINA MAIKA ATSY LA REUNION NORBERT LALA RATSIRAHONANA », de otran’izay angamba ny fomba fanoratr’olona tena nianatra, fa tsy olona tsy ampy solaitra misarakorako lava, mila domina foana otranareo mianakavy eto, zay vao manao woe, tsy nety tokoa iny nolazaiko iny. Mba ataovy tsaratsara mendrika ny maha ex prezida an-drainareo moa zay tolonareo, fa misarakorarako sy frivany be otran-drainareo daholo nareo, hany ka tsisy tainy hatramin’izao zay atao, fa manompa, mamingana, mampikatso, mandranitr’ady…sns; izany no mba hainareo hatramin’izay nionganan-dRainareo izay.
    Tsy omena tsiny koa moa, fa lany haiky tanteraka, de ny fifofoana ain’olona sisa, no soratana lava ataon’ny mpizaika sy ny mpampizaika eto. Tena mieritrereta fa tafahoatra loatra ny hadondronanareo, hany ka handihizan’izay heverinareo ho adversaires nareo fotsiny ianareo!!!

  12. Tongasoa rabe: faly ery zaho rehefa misy foza tafiditra ato @ ity forum ity. Ary tena tratran’ny vovon’ny zanakdada mihintsy de midelira sy mampiseho ny maha olon’olompoana sy boribory dindery anie izany e. Atao ahoana e… Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Ataoko aza fa malaky loatra ny fitsaran’Andriamanitra tao anatin’izay 3 taona nampitondran’ny foza faisana ny vahoaka malagasy izay : aiza moa izao no niafaran-dry albert sylla, charles, noel sns. Tena mety mbola mianjera any aminao koa rabe ny sabatra fa tohizo foana ny toetra mampiavaka anareo. Rehefa tsy re intsony ve ianao tsy aza eritreretina hoe efa any koa izay. Mametra fotsiny fanontaniana hoe : « mba lasa mpanefoefo ohatran’i Dada daholo ve ireo nomenareo alalana nandroba ny fananany? »

  13. Tsy misy hopitaly mora manarapenitra angaha ao amintsika rey olona é?
    Toa foza mora manarapenitra no feno ka nampitsoapé andrangahy mpivarotanindrazana
    Ho ela velona anie izy hijalijaly mandrapahatongan’ny androny. Hijafajafa sy hangirifiry mandrakizay.

  14. O Ry rabe vendrana

    Aza kitihinao i Solo Razafinay an! rehefa tsy mahatanty ny siten´ny zanak´i Dada dia mandehana any amin´ny MADAGETO miaraka aminí papiem-poza Ramambazafy Jeannot any.,

    ianao mihitsy no tsy ampy solaitra , mazava be mihitsy raha ny soratra hoe.  » LASA i Norbert Ratsirahonana. Sa kosa narary ny foanao fa ilay  » LASA  » ho faty no nadraisanao io fehezan-teny io.

    Ny olona atao hoe. LASA ,dia olona iray, niala tamin´ny toerana iray, nadeha any amin´ny toerana iray.

    Fa enga anie tahaka ilay fiheveranao izany e! LASA = MATY

    mbola ho avy tsy ho ela araka ny fanirinao ilay soratra eto hoe  » MATY i Norbert Ratsirahonana  » na koa hoe  » LASA NODIMANDRDRY i Norbert Ratsirahonana. » Io LASA faharoa io ilay fanirin´i Rabe sy fiheveran´i Rabe.

    Hoy izahay hoe : HO Tanteraka anie izany. Dia ho afa-po ianao ry Rabe amin´ilay soratra hoe.:  » LASA »

    Ampahafirin´ny Malagasy matimaty foana sy Novonoina sy natao sorona nanomboka ny fanonganam-panjakana ny 26 janvier 2009 sy ny 7 Fev 2009 anefa izay Ratsirahonanao, antin-dahy efa lozitrabe iny.

    Olona matin´ny herisetran´ny foza, matin´ny hanohanana, matin´izao tsy fandriam-pahalemana etsy sy eroa mahazo ny vahoaka tsy manan-tsiny ,fa vokatrin´ny fanonganam-panjakana izao.

    Mbola tsy mahatakalo ireo olona matin´ny Foza izay i Ratsirahonanan iny e!.

    Ny filoha Ravalomanana mianakavy aza saika notifirinareo tamina tafondrobe raha tsy nadeha nadositra haingana .

    FOZA mpamono olona mianakavy. Manodiava ny taranaka fara aman-dimy ny ataonareo foza izao.

    Efa ampy ny fahotana nataony i losifera efa miandry azy !

  15. Tsy takatry ny sain-dRabe anie izany voalazan’i Misajaona izany e !
    Mahina ry Rabe sy ny foza dia ny olo-marina no lazaina fa mifofo ny ain’olona. Ny anareo aza dia novonoinareo mihitsy ny Jeneraly satria mahafantatra zavatra be dia be momba ny fanonganam-panjakana sy momba ny vonoan’olona nataonareo teny Ambohitsorohitra.
    Aoka etsy Rabe !

  16. Anatra ho an’ny rehetra amin’izao Paska izao.

    Andriamanitra tsy azo vazivazina.
    Mivaly eto antany matetika ny ratsy atao.

    Ny tena mampalahelo eto Madagasikara dia ny olona azo heverina fa tokony hanaja ny fahamarinana no mandika azy.

    MBOLA BETSAKA AMIN’NY FOZA NO HANDRAY NY VALIN’ASANY TSY HO ELA; ENY FA NA IREO MPAMAFY LAINGA AMIN’NY FORUM AZA

  17. Dr CELESTIN Robin dit :
    5 avril 2012 à 11 h 29 min
    Sans les Accords de MAPUTO est dérivés , il y a belle lirette que les franais ont eu raison de Nous..Ces accords représentent un rempart pour Madagascar et les Malgaches..
    Ils ont empêché la re-colonisation du Pays et ont rendu difficile
    l’embrigadement des Malgaches malgré les efforts des collaborateurs rajoelina , tsirahonana et d’autres tsy valahara..Les Malgaches ont résisté..
    Certains , évidement , ont cédé , n’ont pas hésité à vendre leur âme pour quelques sous !
    Cette politique fondée sur la collaboration des Malgaches semble
    présenter des signes de défaillance et ses points faibles se font jour..!
    Dans les débats sur la mise en oeuvre de la feuille de route ,les putchistes tentent fe faire feu de tout bois , font n’importe quoi , font tout et le contraire de tout pour bloquer ,pour avoir un triomphe éphémère lors du vote de la loi d’aministie générale -car ils ont la majorité dans les deux chambres..oui ils disposent d’une majorité d’incompétents , d’individus ne comprenant rien ni sur les usages ni sur les pratues du législateur ni les raisons , ni le pourquoi , ni le comment ,ni le sens de
    l ‘ acte de légiférer..( il y des bruits qui circulent que certains ne savent pas écrire leurs noms !)
    Les représentants de ces groupuscules « putchistes « au sein des assemblées
    siègent là pour faire le nombre et sont motivés par les indemnités allouées aux parlementaires..
    Cette situation permet aux » auteurs du coup d’état et responsables des conséquences néfastes pour les Malgaches de ce coup d’état de juger des innocents , de faire des lois pour punir les victimes , de se croire être les dirigeants incontournables de ce Pays (ho aiza ialahy é? izahay izao no manjaka !)!

    J’ai lus haut que des signes de défaillance se font jour :
    –sans préjuger des résultats des élections présidentielles françaises ,la venue à Antanarivo de Monsieur CHAPOUILLOT Charles ,l’homme Afrique au quai d’orsay , la présence parmi Nous jusqu’au 7 avril 2012 d’une équipe de sénateurs dirigéé par Monsieur Cambon ,sénateur et les difficultés rencontrées par l Président sortant en France
    –les bonnes dispositions à tendance haussière de l’opposition au Président sortant en France
    –la démonstration de force des militaires venus de partout à Manakara le 29 mars 2012 face à rajoelina pour lui demander les raisons du sort réservées au Lt-colonel hospitalisé à La Réunion,
    –l’indisponibilté feinte ou avérée de tsirahonana
    –la menace de quitter les instituions de la transition par la mouvance RAVALOMANANA MARC..
    –l’intransigeance de plus en plus pressante des 20 MILLIONS de Malgaches dans toutes les régions.
    -les mots inexpliquées ( Général Ramananarivo et de saFamille ,l’augmentation de l’insécrurité partout et ailleurs (67 ha)
    Nous donnent une idée claire du rapport de force entre rajoelina , qui veut démontrer qu’il a toujours des moyens de nuire ( lesquels ?) et l’opposition ,qui en attendant la décision de la SADC au cas où la loi d’amnistie g&nérale n’est pas votée par les les deux chambres prennent leur disposition pour voter la loi d’aministie générale ,prépare une grande manifestation réclamant la fin de la transition et demande le retour au Pays du Président RAVALOMANANA MARC..!

    CE QUE RAJOELINA ET SES VOYOUX FEIGNENT D ‘IGNORER C’EST QUE LE
     » NON – RETOUR AU PAYS  » DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC SIGNIFIE
    –LA NON – RECONNAISSANCE DE L’ETAT MALGACHE ,
    –LE NON – RETABLISSEMENT DE L’ORDRE CONSTITUTIONNEL ,
    –LA NON – REPRISE DES AIDES FINANCIERES ET DES ADES TECHNIQUES POUR LE DEVELOPPEMENT DU PAYS..
    LA SADC , QUI REPRESENTE LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE ,NE POURRA ADMETTRE UNE SITUATION QUI PENALISE LES 20 MILLIONS DE MALGACHES ? DONT LE SORT PESE , VA PESER SUR
    LA PRISE DE DECISION FINALE..

    VA-T- ON PRIVILEGIER LE SORT DE RAJOELINA ET DE SES SBIRES AUX DEPENS DE CES 20 MILLIONS DE MALGACHES ?
    IL EST VRAI QUE RAJOELINA RESSEMBLE DE PLUS EN PLUS A UN FRUI POURRI ACCROCHE A UNE TIGE ELLE AUSSIPOURRIE QUI A DE GRANDES CHANCES DE TOMBER PAR TERRE AU MOINDRE COUP DE VENT..
    LA FRANCE , PREOCCUPEE PAR DES PROBLEMES INTERNES ,N’EST PAS DISPOSEE A SE SOUCIER DU SORT D’UN INDIVIDU MEPROSABLE ,NON FREQUENTABLE QUI N’A PAS EU LE MOINDRE SCRUPULE A TRAVAILLER ASSIDUMENT CONTRE LES INTERETS DE SON PAYS !
    POURQUOI LA FRANCE S’ATTARDERAIT SUR UN TEL INDIVIDU SANS FOI NI LOI !

    ET NOUS MALGACHES VICTIMES AU PREMIER RANG DES CRIMES ET DES DELITS PERPETRES PAR RAJOELINA , TSIRAHONANA ,RAMAROSON ET LEURS OBLIGES POURQOUI ET COMMENT NOUS NE
    REAGISSONS serieusement PAS CoNTRE CES GENS LA ?

  18. Mahaiza isika mamela heloka re tompoko ô ! indrindra amin’izao andro fahatsiarovana ny nanoloran’i Tompo ny aina izao mba hamonjena antsika mpanota rehetra .

  19. Amiko indray dia ataoko toy ny mpianatra iray manala fanadinana io Rabe io,dia misy sujet iray omena ireo mpianatra,saingy ny « contraire-ny » ilay loha-hevitra ao no tsy maintsy velabelarina (azo atao hoe fahaizana manodina ilay sujet izany e ),ary dia izay mahita zavatra foronina lavabe dia lavabe indrindra no kendrena,ka, izay hampihomehy mihitsy ilay examinateur no tanjona. Izany hoe rehefa torak’hehy be ilay mpanadina @ilay fahaizanao mamorona zavatra mivilana dia vita eo ny aminao.

  20. Ianareo mianakavy mpanongam-panjakana sy mpamono olona ary mpangalatra ireo indray dia ho fatt tsirairay ao tsy misy mamono akory , satria raha ny alahelon’ireto vahoaka an-tapitrisany ampijalianareo ireto dia tsy ho zakanareo akory ka dia mahatatesa ary samia miandry ny anjara afobe-ny avy ianareo tsirairay

  21. I Rabe vôplôsy ndray ngah ity maningana tsy hoatry ny olon-drehetra ato ity??? Io fitondrana FATy io dia niorina tamin’ny famonoana olona sy ny fandrobàna ary tsy hijanona @ zany fomba fanaony izany!! herinandro masina izao saingy ny Foza raha miantso hivavaka dia hitory fankahalàna zay no ho henonao ao… refa tafaverina avy any izao iny raim-pozabe iny dia hidehaka fa tsy mety maty fa andriamanitra aza baikony!!!lazainy fa nandohalika taminy daholo ny gtt zay nolalovany… efa fantatsika ny hatao oe foza ka hataoko fa hiroso @ dingana hafa @ zay é!

  22. Milay be an! mipoaka ny baomba rehetra refa amorcer-n-dRabe kely! henjana lay raikalahy io ka!! de ahoana koa ny manaraka!!!! hi!hi!hi! zakako daholo an!

  23. mivaavaha mafy ho azy mba ho faty haingana lery rankizy a.
    ny ahy aloha tsy mahataitra a satria bebeany sy dadabenay niady t@vazaha
    ary maty nefa zany tena alergika frantsay an
    mainka fa ireny olona mitolona ny hoan’i lafrantsa ireny
    andihizana ny tsara amin’ireny raha maty .

  24. ny olona toand-Rtsirahonana ireny tokony tsy atao ao anaty tataran’ny
    olona malaza ao anaty diary ny momba azy sy zava nataony rehefa maty izy fa manimba
    ny toetsain’ny ankizy .manoro hevitra ratsy hoan’ny taranaka
    jereo nge ny taranaka foza é.simba ny gasy é

  25. RABE,
    Efa teraka zay tsy ho teraka nefa mbola be ZITY iany.Vao pohan’i DADAnay fotsiny dia mihosotra DILOILO sy MILOLOHA lamba mivoaka alina. HA HA HA HA HA HA HA !!!
    Manankare-tampoka ny mpivaro-menaka eo Analakely mandrampahatonga an’i DADA hihihihi !

  26. Babyfoot a, tsy tonga eny analakely io Rabe io fa be fezaka. Eo Anosizato izy no mipetraka, betsaka mpivar-menaka eo antananany. Mpanasa lamban’olona teo amorondrano ambany tetezana ny vadiny talohan’ny coup d’état de zao lasa ngetroka sy mi zestabe

  27. Tsy ny lamba no ialiny sasain’ny vadiny, fa ny lohany, ny sainy, ny fitiavany MISOLELAKA vazaha. Efa zatra milalao maloto kayyy ! izany no nanomezan’ny sasany aza anarana hafakely.
    Maire tao amoron-drano ambany tetezana ?!! hi hi hi .Hitako no manoratra hoe :trop de democratie tuent la democratie : Aiza no faute ry ambony solaitra a ?!!Manam-pahaizana tsy hita velively kosa an !

  28. Nivarotra poulets rôtis maimbo feno lalimanga, nafanaina isa-maraina teo Anosizato no asan’io Rabe io. Nataon’i Dada contrôle ny tsenany ary nakatona ka izany no tsy levon’ny vavoniny.

  29. Alefa Rabe vôplôsy fa enao ngeh sisa foza eo é! mahay manao baomba enao fa tohizo! le artisanal sa inn ndray zao?

  30. Coup d’état nataon’i Faiseur et Défaiseur de pouvoir Norbert Lala Ratsirahonana
    no nanongana ny filoha NOTABLE Marc Ravalomanana

    Rehefa VITA MATAVY (toa ny nanamboaran’ny putshistes ny acolyte-ny isany Jacques Sylla, sy ny mpomba ny ara-dalàna Monseigneur Gaëtan Razafindratandra, …)
    ny an’ity jiolahy anti-dahy Juriste, izay fantatra fa nitera-boron-dolo an-dRakrisy RAZANAkisoa

  31. MASINA ITY TANY ITY ARY TSY MAHARITRA NY AINA FA MANDALO KOA ALEO MIANKANJO TSARA NY FIFANKATIAVANA MAFANA TOA IZAY MITAFY FIALONANA TSY MIARO AMIN’NY HATSIAKA
    ARY AOKA TSY HAFETSIFETSEN – DRATSY HO HATAO FOTOM-PIAINANA..ARY AZA MODIANA TSY FANTATRA FA NY SOA ATAO LEVENAM-BOLA ARY NY RATSY ATAO LOZA MIANTONA..ARY NY HERIN’NY RATSY TSY MAHALEO NY FANAHHY..
    ANDRIAMANITRA NO TOMPON’IZAO TONTOLO ! IZAY NO MAMATRA NO MAMARITRA NY FIAI
    NANTSIKA..! NAMPINDRAMINY FOFON'(AINA ISIKA KOA AMPIASAO HO AMIN’NY FIKANTIVANA NY SAMY OLMBELONA IZANY ARY ENTO HIDERANA SY HISAORANA AZY LALANDAVA..!

    « %IDERA AN’I JEHOVAH RY FANAHIKO ARY AZA MISY ADINOANAO NY FAHASOAVANA NOMENY ANAO ARY NY FITAHIANY REHETRA! »

  32.  » RY MALAGASY HAVANA ! MISAORA AN’I JEHOVAHA AMIN’NY FONAO RAHETRA , AMIN’NY SAINAO REHETRA , AMIN’NY FANAHINA REHETRA ! AZA MISY ADINOANA NY FITAHIANY REHERA ! »

    Isika Malagasy dia tsy miady amam-paty..fa eo anoloan’izao fahasahiranana be iainan’ny Malagasy izao dia mihatsaraivelnitsihy raha toa ka tsy miteny ny voka-dratsin’ny aeasa ,ny fihetsika ara-paolitika , araka ny fampiarana ny lalàna izay noheverina fa hainy ,ara-pisainana satria latsaka tao an-dohany fa anisan ‘ireo avara-pi izy ka tsy mety diso.., ary mahefa noho ny Malagasy hafa izay « tsy manana diplaoma na nandranto fianarana toa azy! »
    Tsy anjarako ny mitsara ny maha -kristianina azy !
    Fa raha ny maha-malagasy azy kosa dia iaraha-mahalala sy iaraha -iainana sy iaraha-mahatsapaisan’andro fa ny fanahy no maha olona ,koa tsy tokony izahozaho sy mieboebo , mihevotrevitra..eo amin’ny mpiara-monina !
    Nanao hetsika nahavao fady ity rabevomanga ity teo amin’ny fiainam-bahoaka : tsy nihetsika ny Vahoaka fa nigonongonona hoe : ‘Andriamanitra tsy andrin ‘itony , andrinay ! ».
    Dia nanesika tsy nahalala voky , niedinedina nihevitra tsy ho tratry ny aloka ,kay tojon’ny aloka akoho !
    Asa raha mba ho tonga saina ireo misotro ny rano maloto feno poizina naroson’ity rabevomanga ireo  » miseho ho mpitondra tsy refesi-mandidy..ka tsy matahotra alahelo-bahoaka izay miavosa !

    Hisy fihekentrany eo amin’ny fihetsiky rajoelina ny banga avelan’ity mapanoro hevitra tsy mifandraika na kely aa amin’ny tombotsoan’ny Firenena sy ny Vahoaka.
    Izay nolazain’ity lasa ko-razana maboly vomanga ity dia noheverin-drajoelmina ho fenitra sy filamatra..!
    Efa ela -telo-taona izao – no maty ,very hasina ny Firenena ary mihinanany tsy tokony ho hanina ny Malagasy roa-polo tapitrasa ,
    koa ny fahafatesan’ity rabevomanga ity dia tsy hisy fitserana na tomany eo amin’ny Vahoaka..!
    Azoko tsara raha misy olona marobe faly sy mandihy ,tsy noho ny faty fa
    noho ny fahaverezan-tsaina sy ny sangodi-panina miantefa amin’ny rajoelina ,koa raha te -hanararao-paty ny Vahoaka dia tsy misy hisakana izany !
    KOA ATOSEO RAJOELINA HITROSONA SY HITSIRARA..AMIN’NY TANY !

    MASINA ITY TANY ITY KOA AZA MANAO RATSY AMIN’NY MPONINA MIAINA AO AMINY !

  33. matesa haingana dia haingana hanamora ny fahandri-pahalemana eto amin’ny firenena.
    lasa tsirairay ny fat-y devoly saina tsy mendika ny tany sy ny lanitra.
    Anti-dahy tsy mendrika haja.
    raha maty io mandihy daholo zahay

  34. Miala tsiny, na dia : fankalazàna ny Nitsanganan’i Kristy Velona ny andro anio

    ***

    De itony no vakiana ao @ Tananews:

    « NORBET LALA RATSIRAHONANA est mort
    Publié le Samedi 7 avril 2012 à 16:46

    Telle est l’information publiée sur sun site web, et qui s’est aussi vite répandue dans la Capitale. Elle a toutefois été démentie par la famille de Norbert Lala Ratsirahonana qui précise qu’il est bel et bien en vie. Ses proches on refusé de donner plus d’informations sur son état.

    ***

    – BON DEBARRAS ampanenoinay ny anjombona, velezinay ny amponga raha io no antsoin’ny devoly ho any @ afobe

    – Tsy manana hery itsangana, fa mikisaka ambony chaise roulante…

  35. Dia miarahaba an’ny Filoha Ravalomanana sy ny ankohonany, ny mpiaro ny ara-dalàna, ny mpitolona rehetra tratry ny Pâques 2012 !
    Mirary fety sambatra sy androm-pifaliana anie izany andro izany !! Mirary koa an’ny rehetra hifaly, amin’izay tokony mahafaly rehetra !

  36. HoAiza,
    Arahabaina fa samy mbola velon’aina isika mpitolona ê ! Ny video, tsy dia ny tenako no mibaiko an’ilay izy, koa dia mialatsiny indrindra ry Masera !
    Faly dia faly fotsiny, fa mbola tratrin’izao vanin’andro izao ianao, ary koa, ny mpitolona rehetra !
    (Tantara mitohy )

  37. Masera anga no be any?!
    Lol

    Baby: chaise roulante zao no henonay t@ télé fa niampitany ho any anaty avion teny Ivato
    Raha vao JO i leiry, dia ampitampitao Haut-parleur be eraky ny tanàna…

  38. Nampalahelo ny fahafatesan’ny Dtoan’i Rainitay satria, nahita ny zavatra ataon’i Domelina, ka narary fo.
    Aza mba halam-bahoaka ihany rehefa mpangery an-joro, fa izao tsy misy mpitsetra, fa vao maika koa aza hanaovan’ny olona Hira Gasy.
    Levona izany Dtoa mpangery an-joro, fa dia miandry ny an’ny zandrilahin’i Rainitay indray izao e !
    Mivavaha mafy ianareo ry Masera isany o !Asaivo alain’ny Dtaony koa Rainitay mba hadio ny tanàna

  39. Mbola en mission secrète ê ! Service commandé ! Ny « azant secré » tsy maintsy mba miovaova anarana tsindraindray ! Lasa nanara-maso an’ireo volamena 52 kg naondrana any ivelany, ary zara raha nandoavana « taxe » !!
    Satria raha izao no mitohy, dia ny mihaotra ny 100 kg, dia tsy handoavana na inona na inona intsony ato ho ato !
    Tena mahay « mivarotra » ny teknisiana sy mpanao pôlitika malagasy !! Izao no atao hoe : Gestion des affaires courantes manara-penitra ( fohy ny fotoana, dia tsy maintsy « hiazakazahana » )

  40. Dr CELELESTIN Rpbin dit :
    Votre commentaire est en attente de modération

    10 avril 2012 à 8 h 54 min
    Manohy ny fikafika rajoelina sy ny ministry ny Fitsarana momba ny volavolan-dalàna mikasika ny famotsoran-keloka..faobe !
    Maro ireo nanazava fa tsy mikasika ny Filoha RAVALOMANANA MARC io famotsoran-keloka io
    satria ny andiny faha 16 sy ny faha 20 dia miaro ny Filoha izay tsy manana antony tokony mampiahiahy azy mikasika ny fitsarana..!

    Tsy nahomby izany ny fampiasana ny famotsoran-keloka nokasaina hampiarina amin’ny Filoha ny fandavana ny famotsoran-keloka ,dia saika hivarotra saka be loha tamin’ny CT sy CST rajoelina sy ny ministry ny fitsarana araka izao fandrika navelatr’izy ireo
    hamandriana indrindra ny ankolafy RAVALOMANANA MARC tamin’ny alalan’ny fizarana rafitra momba ny famontsoran-keloka ihany..Saingy mampiseho ny fahamaivanan-doha n’ny ministra ity izy.Tao anatin’ilay rafitra nozaraina tamin’ny atalata 03 mars teo dia tsikaritry ny ankolafy RAVALOMANANA MARC fa io rafitra nozaraina io dia tsy miovy amin’ny rafitra » nofihinin’ny ministry ny fitsarana ay io rafitra nofihininn’io dia misy ireo heloka bevava ( vono olona , tano may nodorana izay nisy mpiasa may tao anatiny..)
    Ireo heloka bevava dia ireo heloka natao tamin’ny 26 janvier 2009 sy 07 février 2009 teny Ambohitsrphitra..
    Eo an-dalam-pitsarana ireo heloka bevava ireo ary ny Cour Pénale de Justice no hitsara azy ireo : ny enquêtes préliminres indépendantes oa dia ho sahanin’izy i
    reo !
    rajoelina sy ireo namany izay nanongam-panjakana no loha laharany amin »ireo ho hampangaina.., hatao enquête ary ho ysaraina ary mety hampiarina aminy ny sazy mifanentana amin’ire heloka bevava ireo toa ny vono olona ohatra..

    Ka eto varotra saka beloha , famitahana ny CT sy ny CST ANKOLAFY RAVALOMANANA NO MIDITRA..
    NIHEVITRY NY MINISTRY NY FITSARANA FA VENDRANA IRETO CT SY CST AVY AO AMIN’NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC :TSIKARITRA SY TAKATR’IZY IREO FA TSY MITOVY NY RAFITRA MIKASIKA NY FAMOTSORAN-KELOKA NOZARAINY SY NY RAFITRA MIKASIKA IO FAMOTSORAN-KELOKA IZAY NOTAZONONY..!
    FA INONA NY ANTONY NITAZONANY AZY IO ?
    RAHA TAHIAN ‘ANDRIAMANITRA DIA HISOKATRA TSY HO EL NY COUR PENALE INTERNATIONALE IZAY HITSARANA IREO NANOM-PANJAKANA SY IREO HELOKA MANODIDINA IZANY.
    ARY RAJOELINA SY NY NMNY DIA VOAROIROY AMIN’IZANY..HO VOAPANGA , METY HO TSARAINA ARY METY HO VOAHELOKA ,KA SAZY BE NO METY HO VIDIN’ITY LOZA VITANY..
    ETO NO MIDITRA ITY RAFITRA NOFIHININA MBA HAFENINA MBA SY HO HITA FA CODE PENAL MALAGASY ANIE KA TSY MANOME SAZY TOA NY PEINE DE MORT RAHA NAMONO OLONA ILAY VOAHELOKA..

    SAIKA HANAFINA IO SAZY PEINE DE MORT IO IZAY VOASORATRA AO AMIN’NY RAFITRA TSY NOZARAINY…!
    NA

    SAIKA NAFENINA IZY IO ARY RAFITRA « NANOMBINANA, TSY MISY PEINE DE MORT AO ANATINY NO SAIKA HO SONIAVIN’IREO CT SY CST..KOA RAHA VOATSARA SY VOAHELOKA I RAJOLINA DIA NAMPARINA TAMIN’NY PEINE DE MORT IZAY NESORINA MPIARA – MIASA AMINY !

    FIRAISANA TSIKOMBAKOMBA IZANY !

    ARY ITY CRISE MISY EO AMINTSIKA ITY DIA NY FITSARANA AZY EO ANOLOHAN’NY COUR PENALE INTERNATIONALE NO METY ARY HAMPISEHO NY MARINA..MOMBA IREO MPANONGAM-PANJAKANA

    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NAMTRAKA FITORIANA EO ANOLOHAN’IO CPI IO..!

    CE TRIBUNAL EST INCONTOURNABLE ET LES AUTEURS DU COUP DETAT DU 17 MA RS 2009 QUI SERONT MIS EN EXAMEN NE POURRONT S’Y SOUSTRAIRE ,SAUT EN SE DONNANT LA MORT!

  41. Izao no vokatr’ilay misiao sekireta : Ilay volamena 55 kg anie tsy ho an’iza fa nifanarahana tamin’ny karana ho zaraina rehefa tonga any ivelany e !
    Izany hoe, ho an’ny sefon’ny Mpangery an-joro Radomelimanjaka, satria efa miomana ny HANDOSITRA FA VITA NY MISIAO nomen’ireo vazaha nolelafim-b…
    Dia tokony miomana izay Mpitondra manaraka mba hamoaka Lalàna hiverenan’ny haren’ny malagasy izay nagalarina.

    Fa mahafaly aloha ny ataon’ny Ankolafy Ravalomanana, satria efa mba misy fihetsehana e! Saingy……..TSY AMPY ilay hetsika satria tsy dia misy firy ny hevitra entina MAMERINA HAINGANA an’i Dada.

    Tsy lany andro ny FITOKONANA ery anoloan’ny Masoivoho frantsay ry Malagasy a !
    Aiza ianao Atoa Rakotoamboa sy Me Hanitra sy Zafilahy hanampy an’Atoa Raveloson Constant o ???

    Tario ny vahoaka fa na ny mpamoaka NOTAM aza ity efa nitsirara vaky nandositra any amin’ny afobe.

  42. Aleo aloha tsy mbola maty ilay ratsyorana io satria mbola betsaka ny trosa tokony alohany amin’ny vahoaka Malagasy amin’zao fampitondrany ny zavamahamay ny Malagasy izao! Ka aleo hijalijaly mintsy izay vao maty, mbola ny volambahoaka ary no hitsaboana ilay tsy valahara tsy vanona iny

  43. Des malhonnetes et vendus , il y a un bon paquet dans la HAT !
    Et pour cause, devinez qui pourrait etre mis en cause dans cette nouvelle que j’ai relevé dans le forum lafy8 :

    « UN RAJOELINA peut en cacher un autre….
    Un nouveau Procureur de la Republique et un Doyen viennent d’etre installés.
    Les noms ne laissent pas indifferents car le Nouveau Procureur de la Republique s’appelle :

    Yves Hugues RAJOELINA 🙁

    Le Doyen ou plutot la Doyenne des Juges d’Instruction : Odette Balisama Razafinoelisoa
    Yves Hugues Rajoelina : Un proche ??? mais qu’importe, un proche lointain, ou un proche tout court, dans le doute, ……je m’en serais abstenu, mais quand on est foza……autant continuer à lecher…….
    Et pour colorer le tableau, la fameuse Ministre RazanaKisoa Christine ne s’est pas privée d’assister à la Ceremonie.

    Curieusement, tout se passe en …..catimini.
    Qu’est devenue la manif de la SMM ???
    .

  44. Tratry ny Paka daholo e!!!mba naka rivotra kely ry zareo a!!
    mahavelombelona kely izany vao2 ato izany marina!! mbola mamaky fotsiny aloha,
    vao miditra ny trano mihintsy aho io aloha!!

  45. Vavaka :
    Avelao hiaina aloha ny Dadatoan’i RainiT.. mba hijafajafa, hihinan’ny…..
    Valio aminy ny pipi nampisotroiny ny mpanomponao, Pasteur (je ne me rappelle pas de son nom).

    Enga anie ka mbola tsy ho faty fa mbola hijinja ny ratsy rehetra nataony t@ vahoaka malagasy !

    Amen

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *