« Mercenaire » teo Ambohijatovo !

Ambohijatovo 28 avril 12 (15)

Nankalazaina tamin’ny fotoan’andron’ny  tolona tetsy amin’ny 13 mai fa nampiditra mpikaraman’ady ny filoha Ravalomanana.Inty sary miaramila Frantsay ity nalaina teo Ambohijatovo androany moa va tsy mpikaraman’ady ihany koa ?Marihana fa niaraka tamin’ny miaramila gasy izy io !

 

19 pensées sur “« Mercenaire » teo Ambohijatovo !”

  1. Efa hatry ny ela ny foza no nampiditra mpikarama an’ady ê ! Tsy fotsy hoditra ihany, fa eo koa ireo izay gasy ray ary gasy reny !
    Mpamadika Tanindrazana, tsy ho vanon-kolona !!

  2. Tadidio fa ny frantsay efa gasy ihany ,c’est la france qui a colonisé mada pendant des longues années mais non pas les mercenaires afrique du sud ni americaina,normal be raha tsy ekeny ny miaramila gasy zany,ce sont les français qui ont mis en place les militaires ,les policiers;les gerdameries etc… à mada pendant la colonisation,donc la france sera la bienvenue à mada;mercenaires afrique du sud ni americains de ravalo non tsy ekena satria olon-kafa.Raha faly ianao raha tezitra mandehana asaivo mandeha ny frantsay raha sahy,be tay bavaha nefa tsy misy antokona na kely aza.

  3. Frantsay efa gasy ihany ??? Omeo an’i Sarkozy ny fitondràna, fa tsy mamokatra ilay domelina ê !!!
    Ataovy amin’ny teny gasy aloha ny post, fa ilay teninareo aza toa tsy voafehy !!

  4. tony le rasocialista tony koa le efa maty eritreritre toy ireo namany rehetra mpilelaka vazaha,mbola ho takian’ny ra n’ireo martiora rehetra hatramin’ny niadiana t@ fanjanahantany ho fanafahana ny tanindrazana,izay teo ambany ziogan’ny frantsay mpanjanaka izao fanaovanareo tsinontsinona azy izao.
    Mitohy ny tolona!!!

  5. de ho gaga ve nareo rehefa tsipotsiponin’i olona eny @ plage reto fraantsay ireto rehefa tsy mahay mipetraka toy izao!

  6. zavatra tsotra ary marina no teneniko aminao RASOSIALISTA ny MALAGASY tsy mila frantsay izany velively fa ireo no tena mifikitra ary tsy mety hiala ny antony miala amy OIF sy COI i MADAGASIKARA dia vita LA REUNION sy MAYOTTE ny zavatra hitranga anefa dia hitovy amy INDOCHINE madagasikara io tany io 150ANS colonie frantsay 30 ans nijanona amerikana dia vita ny teny frantsay teto MADA 7ans RAVALO miteny anglysy ny akabezany tanora malagasy jereo manodidina anao fa marina io

  7. rasocialiste! aza avela hifitra mihintsy ny frantsay fa lelafo ataovy mangirana
    sao voadakany @’ity toe-tsaina lomorina.Tsy misy hilana izay frantsay reraka
    soavaly maty ary, tany mahantra no mba atao tohatra hiakarana sisa fa RERAKA be!!!tsy hadalan’ny dadanay no
    nandaka an’ireo renikely fa tranon-dainga,mpiatsara ivelatsia,tsy misy hapoaka sady ratsy loha.fa rehefa mpisolelaka
    dia misolelâ fa aza ny olona no serena hilelaka izay lelafinareo fa MAZOTOA HOMANA miampy an’i domelina mianakavy.
    LELAFO! lelafo!!aza avela hifitra mihintsy mazava ve ry MPISOLELAKA a!!tsy mahagaga fa frantsay no mba fantatra ka
    HIOFANA ery HI!HI!HI!!!!!!!menatsa bė zà!!!!sicialista aho ėeeeee!!maninona raha tonga dia natao hoe F. Holland dia avy
    dia NIFIDY ANAO DAHOLO NY GASY fa mangetahefa ilay fahafahana ho entiny fa efa leo ny tsindriazolenan’i sarkô????

  8. Ary ity rasocialiste ity tena azon’ody!?
    Olona tena nanary zò!!!
    Heeee! tena tsy avotra ntsony!

    Nanary tena toy ny vomanga an-kady! Any amin’ny misy t…

  9. Tsy mahafaly loatra akory, fa ela ny ela ka vaky vava Neninoro marina. Efa tsy izy intsony. Fa aleo ihany soratana Neninoro a ! Faly ery rainit.. mahita an’izao.Misy ho entiny milelaka indray.

  10. Aleoko mivarotra voatabia eny amoron-dalana toy izay hiantehitra izay frantsay ry rasocialiste a!
    Tsy azon’ody fa TAPOANY ry Neninoro a!tapoany mba nahita vazaha dia milelaka mandadilady mihintsy.

  11. vao2 farany
    Nanoana ara-bola an’i Sarkô Khadafi t@ fifidianana t@2007,
    asa na naka ohatrinona koa izy t@ vidina bois de rose notaomin’i domelina t@ valizy nankany Paris ireny????

    Miaraory @’ireo tompo-manjoa tompoko o!!efa tsy mataho-tody e!!izao no hiafaran’ny firenentsika !!!!indrisy ry lanitra
    fa dia nahoana loatra????

    Neninoro
    Tsy azon’ody fa TAPOANY, tapoany ka lelafina mandadilady mihintsy ,

  12. Tena mba nahavelom-bolo ireny fihetsiky ny miramila nanoloana ireo terroriste zanak’i dada ireny an! Mbola aiza anefa ny hahazo anareo e! Tena mitonantonana. Efa raràna mbola misisika ihany. Tsy hisy hiantra anareo intsony eo! Na ny Communauté internationale aza efa nanambara am-pahibemaso fa manaonao foana ny mouvance Valo. Mihomehy daholo izay mahita ireo sarin’olona mody maty asehon’ny zanak’idada etsy sy eroa any amin’ny facebook sy ny site samihafa. Hoy izahay hoe: « tsy hitanareo ny maty ka andramanareo ny torana ». Tena maivana be ilay hetsika nataonareo e! Na i Kotoarivelo aza nihevitra fa ananany ny fahefana, miaraka amin’ireto gardes de corps, saingy tsy nampihetsibolo ny miaramila menavazana izany. Tena isaorana etoana ny miaramila fa milaza azy homafy loatra manko ireto terroristes zanak’i dada ireto an! Amin’izao ndray dia sarina touriste mijery ny hadalan’ny zanak’i dada no lazaina fa mercenaire. Izany ilay hoe tena mamorona am-pitorana an!

  13. http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/04/28-Avril-12-7-150×150.jpg
    Hanomana fandosirana izany Domelina e !Ary rahoviana no mba handefa sary ao amin’ny Lafy8 e??! Ambeso tsara ny varavarana hitsaràna azy, sao mandositra ! Tsy azo avela hanao sesi-tany any Frantsa any !!!Tadidio koa i Tsikirity !!!

    Ireo manana « fesy boky » 🙂 mba apartitao ny hevitra hoe :

    « APARITAO ERAN’I MADAGASIKARA NY SARIN’I DADA »

    FACEBOOK no ady eo !

  14. Ranavalona,
    Ily FOZABE nanao foa malady no nanatitra volamena ny emeraody nanampiana ny volan’i Sarkô satria tsy ampy ny vidin’ny boà derôzy. Mila vola fanampiny mantsy ny nitaterana ny olona novidiany t@ Trais, Bus etc. nandoloany lolo tao Paris talohan’ny 1er Tour !
    Mila arahi-maso indray ny Safira fa mety mbola mitady fanampiny i Sarkô fa may ny atakiny noho ny saondazy 45% contre 55% an’i Mr Holandy.
    A suivre donc !

  15. Io sarin’ilay vazaha io no tokony haparitaka @ internet de asiana commentaire hoe mercenaire ndrajoelina misy afaka manao zany ato. De tsy tokony hajanona ny hetsika manomboka izao

  16. bien que la france avec ses franche hypocrisie tentait de calmer le jeu malgre tout elle s`entete a creer des troubles et en profiter toujours a recuperer des vereux chez elle pour en servir davantage des pions a l`avenir, pauvre con .

  17. Ireny ry Andriatahinafanomezantsoa michel yves no Instructeur niteny tamin’ny Garde corps n’i Rakotoarivelo, hiala tsy hiambina an-DRakotoarivelo a !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *