Raveloson Constant : Vao mievina isika dia marary ny sasany

Magro 07 avril 12 (1)

Mbola ao anatin’ny fivoriana tsy ara-potoana fahefatra ireo parlemantera roa tonta, amin’ny fandinihana ny lalàn’ny famontsoran-keloka. Rahampitso dia hiatrika ny fandinihana ny fandinihana izany indray izy ireo. Araka ny nambaran-dRaveloson Constant dia efa mipetrapetraka ny fomba hiatrehana izany ho an’ireo mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita Ankolafy Ravalomanana. Mbola vao mievina, hoyizy, dia marary ny sasany. Notsiahiviny ihany koa fa nisy ny tsy fitoviana teo amin’ny volavolan-dalànan’ny famontsoran-keloka teo anivon’ny governemanta nalefa tany amin’ny kongresy. Ny zavatra ataonay, hoy Constant, izao dia hanao izay hampazava izany ho re tany, ho re-danitra. Efa nampandrenesina ny solontenan’ny Troika etoAntananarivo. Efa nanontaniana ianareo, hoy ity olomboatendry ity, ka raha tsy msiy valiny dia ion y anareo. Tsy hoe ny filoha Ravalomanana tsy ahazo famontsoran-keloka no mampitrifana anay, hoy hatrany izy, fa ilay CT rehetra no hafokaina. Nilaza moa ny tenany fa avelao ny minisitry ny Fitsarana hifanatrika amin’ny mpikambana ao amin’ny kongresy, amin’ny fandinihana io volavolan-dalàna momba ny famontsoran-keloka io. Tsiahivina fa ireo mpikambana ao amin’ny kongresin’ny tetezamita Ankolafy Ravalomanana ireto dia efa nisintaka tamin’ny fivoriana tao Tsimbazaza, tamin’ny herinandro lasa teo.

32 pensées sur “Raveloson Constant : Vao mievina isika dia marary ny sasany”

  1. Le vidéo mihintsy Solo Razafy no mba alefa fa izany anie no tena ilanay ny mijery internet indrindra amin’ity site ity e ? Efa maro izay fangatahanay izay nefa misy antony ve no tsy handefasana vidéo ? Teo aloha nety faizao tsy mety ve? Mialatsiny be raha sao masiaka ny teny
    Asio vidéo hatrany ny articles e
    Mialatsiny dia misaotra e

  2. Manohy ny fikafika rajoelina sy ny ministry ny Fitsarana momba ny volavolan-dalàna mikasika ny famotsoran-keloka..faobe !
    Maro ireo nanazava fa tsy mikasika ny Filoha RAVALOMANANA MARC io famotsoran-keloka io
    satria ny andiny faha 16 sy ny faha 20 dia miaro ny Filoha izay tsy manana antony tokony mampiahiahy azy mikasika ny fitsarana..!

    Tsy nahomby izany ny fampiasana ny famotsoran-keloka nokasaina hampiarina amin’ny Filoha ny fandavana ny famotsoran-keloka ,dia saika hivarotra saka be loha tamin’ny CT sy CST rajoelina sy ny ministry ny fitsarana araka izao fandrika navelatr’izy ireo
    hamandriana indrindra ny ankolafy RAVALOMANANA MARC tamin’ny alalan’ny fizarana rafitra momba ny famontsoran-keloka ihany..Saingy mampiseho ny fahamaivanan-doha n’ny ministra ity izy.Tao anatin’ilay rafitra nozaraina tamin’ny atalata 03 mars teo dia tsikaritry ny ankolafy RAVALOMANANA MARC fa io rafitra nozaraina io dia tsy miovy amin’ny rafitra  » nofihinin’ny ministry ny fitsarana ay io rafitra nofihininn’io dia misy ireo heloka bevava ( vono olona , tano may nodorana izay nisy mpiasa may tao anatiny..)
    Ireo heloka bevava dia ireo heloka natao tamin’ny 26 janvier 2009 sy 07 février 2009 teny Ambohitsrphitra..
    Eo an-dalam-pitsarana ireo heloka bevava ireo ary ny Cour Pénale de Justice no hitsara azy ireo : ny enquêtes préliminres indépendantes oa dia ho sahanin’izy i
    reo !
    rajoelina sy ireo namany izay nanongam-panjakana no loha laharany amin »ireo ho hampangaina.., hatao enquête ary ho ysaraina ary mety hampiarina aminy ny sazy mifanentana amin’ire heloka bevava ireo toa ny vono olona ohatra..

    Ka eto varotra saka beloha , famitahana ny CT sy ny CST ANKOLAFY RAVALOMANANA NO MIDITRA..
    NIHEVITRY NY MINISTRY NY FITSARANA FA VENDRANA IRETO CT SY CST AVY AO AMIN’NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC :TSIKARITRA SY TAKATR’IZY IREO FA TSY MITOVY NY RAFITRA MIKASIKA NY FAMOTSORAN-KELOKA NOZARAINY SY NY RAFITRA MIKASIKA IO FAMOTSORAN-KELOKA IZAY NOTAZONONY..!
    FA INONA NY ANTONY NITAZONANY AZY IO ?
    RAHA TAHIAN ‘ANDRIAMANITRA DIA HISOKATRA TSY HO EL NY COUR PENALE INTERNATIONALE IZAY HITSARANA IREO NANOM-PANJAKANA SY IREO HELOKA MANODIDINA IZANY.
    ARY RAJOELINA SY NY NMNY DIA VOAROIROY AMIN’IZANY..HO VOAPANGA , METY HO TSARAINA ARY METY HO VOAHELOKA ,KA SAZY BE NO METY HO VIDIN’ITY LOZA VITANY..
    ETO NO MIDITRA ITY RAFITRA NOFIHININA MBA HAFENINA MBA SY HO HITA FA CODE PENAL MALAGASY ANIE KA TSY MANOME SAZY TOA NY PEINE DE MORT RAHA NAMONO OLONA ILAY VOAHELOKA..

    SAIKA HANAFINA IO SAZY PEINE DE MORT IO IZAY VOASORATRA AO AMIN’NY RAFITRA TSY NOZARAINY…!
    NA

    SAIKA NAFENINA IZY IO ARY RAFITRA « NANOMBINANA, TSY MISY PEINE DE MORT AO ANATINY NO SAIKA HO SONIAVIN’IREO CT SY CST..KOA RAHA VOATSARA SY VOAHELOKA I RAJOLINA DIA NAMPARINA TAMIN’NY PEINE DE MORT IZAY NESORINA MPIARA – MIASA AMINY !

    FIRAISANA TSIKOMBAKOMBA IZANY !

    ARY ITY CRISE MISY EO AMINTSIKA ITY DIA NY FITSARANA AZY EO ANOLOHAN’NY COUR PENALE INTERNATIONALE NO METY ARY HAMPISEHO NY MARINA..MOMBA IREO MPANONGAM-PANJAKANA

    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC DIA NAMTRAKA FITORIANA EO ANOLOHAN’IO CPI IO..!

    CE TRIBUNAL EST INCONTOURNABLE ET LES AUTEURS DU COUP DETAT DU 17 MA RS 2009 QUI SERONT MIS EN EXAMEN NE POURRONT S’Y SOUSTRAIRE ,SAUT EN SE DONNANT LA MORT!

  3. Fa mahafaly aloha ny ataon’ny Ankolafy Ravalomanana, satria efa mba misy fihetsehana e! Saingy……..TSY AMPY ilay hetsika satria tsy dia misy firy ny hevitra entina MAMERINA HAINGANA an’i Dada.

    Tsy lany andro ny FITOKONANA ery anoloan’ny Masoivoho frantsay ry Malagasy a !
    Aiza ianao Atoa Rakotoamboa sy Me Hanitra sy Zafilahy hanampy an’Atoa Raveloson Constant o ???

    Tario ny vahoaka fa na ny mpamoaka NOTAM aza ity efa nitsirara vaky nandositra any amin’ny afobe.

    Ny volamena nangalarina ity nalefa ho zarain’i Domelina amin’ny karana any ivelany. Ka aza dia variana loatra mimenona, fa ny hiverenan’i Dada faran’izay haingana no imasoana, satria MIOMANA ny ho velona amin’ny harena nagalarina any ivelany i domelina fa efa handositra .

  4. Le temps des petites entouloupes et des stupidités au niveau de ceux qui croient détenir le Pouvoir est terminé..
    Cette histoire d’aministie que ces écervelés en perte de notoriété , de vitesse et ne pouvant se prévaloir d’aucune raison humainement justifiable et défendable ne doit plus être confiée à cette transition qui ne Nous mène nulle part..!

    Je pense , comme de nombreux Malgaches , que la Communauté internationale
    doit passer la main à la Cour Pénale Internationale
    la responsabilité de juger ceux qui ,de loin ou de près , ont fomenté ,ont conconcté préparé , ont conseillé ,ont commandité et ont financé la réalisation du coup d’état autour du 17 mars 2009..!

    Dès le premier jour ,il y a eu urgence et actuellement ,cette urgence presse parce que les Malgaches vivent de plus en plus difficilement les conséquences du chômage , d’être sans logis avec des enfants ,qui eux aussi sont déscolarisés car le manque de ressources financières des ménages constitue le grand mal subi et vécu par les 20 millions de Malgaches …

    L’accélération de la tenue de cette CPI représente une libération des
    Malgaches en ce temps pascal !

  5. @ HoAiza,

    Izay tsy hita avelao ho any aloha izy e ! Ry Njara ireny efa tsy alehany intsony fa wawa no betsaka.
    Fa ahoana indray ity ? Iza no mba nahalala ny fisian’ny RNS (Rencontre Nationale Sportive) ???
    Mba vakio tsara hoe e : http://www.mada.pro/diaspora_rns.html
    Site hitako tao amin’ny forum Lafy8 izy io .

  6. ia ho hita eo indray ny sinema sy wawawa!maninona no tsy miala fa manao zazakely midongy sy mitatasiky amin,ny sadc e?Ataovy izay atao fa aza ny magro no lalaovina!aza mampiesona re fa mamerim-bola raha tsy mahavita azy

  7. Zay tsy mandany tsy mandany re Racosta ô! io de tsy maintsy laniana na iza faly na iza tsy faly. Azo eritreretina ve raha lany eo io lalan’ny amnistie io, na de tsy nandany aza ny ankolafy Ra8, ny hametrahan-dry Racosta sy ny ekipany FIALANA. Tsy marina io, ary eo isika mahita izy, fa tsy hahafoy ny sezany na oviana na oviana ireo. Misy antony io matoa nandalo tsisy problema tao amin’ny governemanta izay misy minisitry RAOSY. Fa naninona ary io loi d’amnistie io no nanadalo tsisy nitsivalana tao @ GVT. Ampiesonin’ireo minisitrareo ireo nareo. De io koa fa ampiesonin’i Racosta ny sagnagna rehetra eto. Heverinareo moa fa nitolona ny hiverenan-drainareo ireo? Nitolona ireo NY MBA HAZAHOANY SEZA. Ary tsy mbola ampy ny fihinanana, de mbola hitolona koa ireo ny HAHALAVA NY TETEZAMITA. Tsy miasa loha ny hivahan’ny krizy zany woa ireo ary zaran’ireo aza, mijaly eo foana ny vahoaka, tsy mifarana io krizy io.Izany no mahakivy an’i Njara, fa Rabe de nilaza hatrany, taloha ary hatramin’izao,fa NAREO SY NY MOUVANCE NAREO FOANA NO TSY MAMPAHOMBY NY TOLONAREO. De io le hiran’i DAMA e! AMPIESONIN’NY ENY AMBOHiKOBAKA NY ENY AMBALAMBAHOAKA, de mbola mitehaka ihany ny vendrana. Mazava ny position-dRakotoCHIEN, tsy hitabataba intsony aho, fefa azoko zay notadiaviko. De tena mampalahelo nareo MAGROBAKA ireto ka! ka sagnagna tsinona koa!
    Ity no saika hadino, mba nasian’ny TROIKA sy ny SADEC sira moa ekipan’ny ZAFY Dadabeanareo tsy nety nanadray anjara @ CST sy ny CT? Toa roso foana ny olona, de ho avy koa ny tsy hanasivana sira anareo Rakosta a! mievina Rangaha, satria azon’ny la fièvre noho ny maha henjana an’i Zandry. De mandiniha tsara e! mandeha mihazakazaka be ny fotoana, ny lalan’i Faratsiho Soavinandrina aza hotokanana afaka herintaona! mampieritreritra e!

  8. Bejoro RABEtaim-bava
    Tsy misy mamaky ny taim-bavanao hoah !! Tsy aleonao ve mandeha mitsabo ny raibenao notodian’ny nataony toy izay rarakivy minaonaona eto ?

  9. LETTRE OUVERTE A TOUS LES MALGACHES D’ICI, D’AILLEURS ET DE PARTOUT SOUCIEUX DE LA SITUATION DIFICILE ACTUELLE DES MALGACHES ET DE L’AVENIR IMMEDIAT DU PAYS

    LETTRE OUVERTE A MONSIEUR LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC-Prétoria

    LETTRE OUVERTE A MONSIEUR RAKOTOARIVELO MAMY
    .Chef de Délégation de la Mouvance RAVALOMANANA MARC – Madagascar
    .Président du Congrès de la Transition – Madagascar
    .Sécretaire général du TIM MADAGASCAR – Madagascar

    CHERS MALGACHES ,AVONS – NOUS PERDU NOTRE BON SENS ET NOTRE SENS DE LA SOLIDARITE ENVERS CEUX QUI SOUFFRENT?
    SAVONS – NOS A QUOI SERT LA COUR PENALE INTERNATIONALE ? AVONS – NOUS PEUR DE LA SAISIR POUR JUGER CEUX QUI ONT CONTREVENU AUX REGLES INTANGIBLES DU FIARAHA – MONINA MALALAGASY ?
    POURQUOI NOUS NOUS EVERTUONS DE CHERCHER UN CONSENSUS AVEC DES MALFAITEURS AUX DEPENS DE LA VIE ,DE LA LIBERTE DE VIVRE DES 20 MILLIONS DE MALGACHES DANS LA SOUS-VIE ?

    Nous avons Tous éluder la cause principale de cette crise que Nous semblons vouloir entretenir contre toutes raisons ,contre la seule vérité que ne Nous ne voulons pas reconnaître..!
    Pourquoi ,Mon Dieu ,Nous ne voulons pas de cette unique et seule vérité : le coup d’état du 17 mars 2009..!
    Pourqoui Nous voulons éviter de paler de ce crime ,de lses auteurs et pour comble de malheurs , Nous ,victimes ,cherchons à « discriminer  » , à  » décriminaliser  » les auteurs connus ,archi-connus de Tous..!
    Il est vrai que nos traditions ancestrales , nos convictions réligieuses (chrétiennes ,musulmanes.) Nous « obligent  » à Nous demeurer miséricordieux ,alors que 20 millions de Malgaches ,directement ou indirectemment ,subissent des difficultés d’alimentations , souffrent de cruauté mentale par les intimidations ,les vols ,les viols ,les attaques à mains armées perpétrées par des individus militaires ou para-militaires payés par les auteurs du coup d’état !

    Nous devons choisir entre le sort difficile des 20 millions de Malgaches malheureux et la belle vie des putchistes que Nous semblons protéger , choyer ,à qui Nous tentons ,chaque jour , de sauver par les négociations ave eux alors qu’ils se moquent de notre magnanimité..!

    Pourquoi , pourqui et pour les intérêts de qui Nous « combattons l’impunité « !Pourquoi Nous luttons contre le possible bonheur des Malgaches en Nous levant contre les auteurs du coup d’état..!

    NOUS NE SOMMES COMPLICES DE PERSONNE EN RIEN.

    NOUS NOUS ENTERRONS VIVANTS AVEC LA RECONCILIATION NATIONALE ,QUI VA PERMETTRE D’OUBLIER LES FAUTES GRAVES COMMISES PAR DES VOYOUX , MAIS LE TEMPS DE TOURNER LE DOS , LES REFLEXES ,LES ENVIES DE TUER SE REVEILLERONT ET LE CYCLE INFERNAL DES TUERIES ,DES NEGOCIATIONS POUR LE PARDON REPRENDRONT ETAINSI DE SUITE..LAISSONS LA JUSTICE DE L’HOMME VIVANT ENCORE SUR CETTE TERRE DIRE ET APPLIQUER LA LOI QUE NOUS AVONS VOTER POUR TRAITER LES CRIMES ET DELITS QUE NOUS AVONS ENREGISTRES DANS NOS CODE PENAL ET CIVIL..
    SEULE LA JURIDICTION DE CRIMES ET DE LEURS AUTEURS EST ACCEPTABLE CONSTITUTIONNELLEMENT ET VIABLE SUR LE PLAN DE NOS RELATIONS ENTRE LES PEUPLES..

    ESTONS LA COUR PENALE INTERNATIONALE POUR JUGER LES AUTEURS , DE PRES OU DE LOIN ,
    DE CE COUP D’ETAT DU 17 MARS 2009 , AFIN QUE NOTRE CONSCIENCE D’HOMMES ET DE FEMMES MALGACHES PUISSENT BENEFICIER DE LA SERENITE ET DEBARRASSER DU REMORDS DE N’AVOIR RIEN FAIT POUR LES 20 MILLIONS DE MALGACHES DURANT TROIS ANS !

    NE TROUVONS – NOUS PAS QUE LES EFFORTS QUE NOUS AVONS DEPLOYES POUR DISSUADER CES VOYOUX QU’ILS DOIVENT RENTRER LES RANGS NE SONT PAS AMPLEMENT SUFFISANTS ET MEME DE TROP ?

    TSY AMPY VE IZAY FANDEFERARANA NASEHONTSIKA TAMIN’IREO JILAHY IREO ?

  10. Changement de pseudo ? Déjà vu et connu !
    Veillez à ce que vos actes ne dépassent pas votre pensée !

  11. Coucou Ranavalona,
    Mety ny fakan-drivotra indraindray e !
    Tandremana fotsiny ny mifanena @ i RABEmaso sao dia totoiny totondry hihihihihihi !

  12. Derniere avertissement hono ry Rabe no ataon-dry zalahy, dia ho hita eo indray raha sahy midemission, satria hatrizay dia efa nanao menace ny hiala anefa efa tsisy manisy sira intsony na ny eto an-tanana na ny Sadc izay nitokisana fatratra. iza tamin’ireo bevava ireo moa no mba efa voafidim-bahoaka taloha, ry constant ve sa ry Mamy r. na filoham-pokotany angamba tsy ho lany mandrakizay. koa tsy mahagaga ry zalahy ireo raha mifikitra mafy satria ao ariana transition dia tapitra ny carriere politika.

  13. Salut Baby!!
    Tsy niteniteny aho fa nanantena ny Hangalampihinana ka lasa nanao vacances koa ilay
    olona tao akilanay tao kay dia tsy afaka niserasera teto aho.Fa ny foko sy ny saiko ary
    ny heritreritro dia tao foana an! tao @’ilay tany mamiko!!
    Mety hisy fiovana be tsy araka ny FIHEVERANTSIKA azy ato ho ato koa tokony isika mba ahay hanaiky sy
    hankasitraka fotsiny ,tsy azoko hazavaina eto fa sarotra be ilay izy,mety ahatsara zavatra ilay izy fa kosa tsy
    maintsy isika manaiky.
    Dia mahereza ny akama isany fa mbola ho lava ny lalao ary mbola EZAKA be!!!homba antsika Andriamanitra e!

  14. Salut enao Tanora! domina mafy woa ny mahamety an’ireto, fa lalaovin’ireo mpitarika ao aminy fotsiny. Jereo raha diso ny teniko, mitady ny hanalava ny tetezamita ny HPM. Roso re ty Ratanora fa tsa mipody koa a! ho tara eo ny V isany!!!

  15. Adray, saika hadino ho an’i Tasimo! dadabeanay de salama soamantsara, ary hody an-tanindrazana amin’ny faran’ity herinandro ity. Inona moa no tsy ozona sy faniriana azy ho faty avy @ ZANAKOSY, hatreny @ aéroport Saint Dénis milanja pancarte woe  » MATESA » fa e!e!e!. Nandamoaka avokoa! de io le noteneniko vao omaly woe, ny Andriamanitrareo tsy Andriamanitray, ka hamaly vavakareo hametra ny andron’olona iray.Ny Andiamanitray de Andriamanitra, mahitsy sy marina, manafay zay mampiseho ny tenany hitovy aminy, de tsy iza izany fa RAOSY zay Andriamanitra hivavahanareo. Mbola mampieritreritra anareo hatrany izy, ny hialanareo @ SAMPINAREO, fa tsy azonareo hatao fitaovana, hamerenana ny Rainareo eo @ sezany! Andriamanitra lakalaka mantsy io Andriamanitray io!

  16. Marina izany ny tenin’ny akama eto fa nanondrana volamena ny dadatoan’i RABEtaim-bava dia mody nanao faux malade natosika seza roulante mba tsy hisavana ny akanjony nibotsina beh !!!!!!!!!!!!!!!!!! Andriamanitra o !

  17. Mampalahelo mihitsy ry Rabe sy ry Tanora ireto ka.
    Aiza tokoa moa no handeha ny firenena, fa feno karazan’olona toa anareo eto. Ny saonjo iray lohasaha tokoa tsy hilaozan’izay hamarara e !
    Dia hevitra tsy rationnel toy ny anareo dia sahinareo ny mamoaka azy. Fohy kely daholo ianareo ka : dia mifanakaiky ny loha sy ny fitombenana.
    Nanongam-panjakana ianareo dia aiza ny malagasy izao ? Mitrosona amin’ny tany. Ianareo mianakavy dia tsy misy atao afa-tsy ny mangalatra satria hoe tsy afaka nanao izany tokoa teo aloha. Ny ekipanareo no mitady ny hanalavana ny tetezamita satria mbola misy tsy nahavita fanangonana.
    Nopotehanareo ny orinasa fanodinana menaka ohatra. Inona no vitan’ny mpanongam-panjakana ho solon’izany ? Manafatra menaka semi-raffiné; misy surfacturation; dia ny elanelana alefa any Suisse ao amin’ny kaontin’ny lehiben’ny foza.
    Ahoana no hiarahana petsapetsa amin’izany ? Ho hitanareo eo ny tohiny. Miandrasa kely fotsiny.

  18. Hay ve ilay hoe Rabe ity zafafikelin’i Misie Lingots ê ? Tsy mahagaga !
    Zao fotsiny, mbola ho avy ny tena ankety manara-penitra !
    Dia rahoviana indray hono no hiverina any amin’ny hôpitaly, miaraka amin’ny vaon-dàlana ?
    Ny kaontim-poza efa feno, erak’izao tontolo izao : Any Sina ( satria any hono izy mianakavy no « hiafina » rahatoa ka…), Dibay, Zenevy, Paris….

  19. Fandrebirebena vahoaka izany ilay izy??ilay ratsikirity io!!
    inona koa moa no mba zavatra ho marina @ olona toa ireny???
    Raha izay marina no tena izy dia vao maika tsara fa maniry loza ho an’ny tenany izy ka ho avy aminy izany.

  20. @ KM

    Zafikelin’i Tsikirity hoe e ??? Mba ataovy mazavazava kokoa ary mba vahavahao kely h e e !!!
    Ny fahalalako azy mantsy dia, izy no mpangery ao amin’i sezan’i Domelina ao, mba hampiraikitra an’i lery eo amin’ny sezany. 🙂 MdR.
    Rehefa manao masiaka aho dia mahatsiaro tena ho menatra an’i Neninoro mihitsy.
    Mifona aminao Neninoro a !
    Io koa izao i Verbeeck fa voan’ny fanafitohinana mafy. Efa tsy laitra intsony fa raha mbola mety dia iangaviana hatrany i MyDago hanakana an’ilay io tsy hiverina eto intsony.
    Mivilivily foana ny resaka : Loza ho an’izay hiavian’ny fanafitohinana e !
    Dia mba miandry ilay fanazavàna misimisy Ra-KM o ! 😉

  21. Oay ! Saika tsy hitako marina an !!!;)
    Tena marina mihitsy ny voalazanao, ary efa mamerina izany foana aho eto. Dia io averiko eo ambony eo indray.
    Faly be mahita anao Antenaina. Mba jereo ny forumlafy8 e !

    antenaina dit :
    6 avril 2012 à 2 h 40 min

    Amiko indray dia ataoko toy ny mpianatra iray manala fanadinana io Rabe io,dia misy sujet iray omena ireo mpianatra,saingy ny « contraire-ny » ilay loha-hevitra ao no tsy maintsy velabelarina (azo atao hoe fahaizana manodina ilay sujet izany e ),ary dia izay mahita zavatra foronina lavabe dia lavabe indrindra no kendrena,ka, izay hampihomehy mihitsy ilay examinateur no tanjona. Izany hoe rehefa torak’hehy be ilay mpanadina @ilay fahaizanao mamorona zavatra mivilana dia vita eo ny aminao

  22. RABEmolotra efa lazaina fa aza miteny irery koa mbola manohy iany, tena ondraondranina, mipika mihintsiny k’ty !!!!!!!!!!

  23. Mahasoava azy mianakavy sy ny taranaka faramandimbiny izao fahorian’ny
    vahoaka sy fahapotehan’ny tanindrazana izao raha izay no tiany ry Kintana a!
    Samy ho tsarain’ny tantara eto daholo, ny ahiako tsy ahazaka ravina taratasim-bola iray eo akory raha miala ety.
    Dia hifono vola sy vata-paty » bois de rose « izany ry zareo foza rehefa maty??hi!hi!hi!!!!izay ve no ahatonga azy any an-danitra???
    sa handeha TGV halakilaky ho any @ AFO-BE???

  24. Ianareo ry Brandon no mampalahelo mafy fa tsy mba misokatra ny maso sy ny saina. fa jenjina ny fanompoana sy fanatisme olona mpamono olona sy mpitsetsitra ny hatsembohan’ny gasy.efa notenenina anareo foana fa ireo ekipanareo ao am fitondrana ireo no tena te hanalava ny tetezamita fa matahotra fifidiana satria tsy possibl ho lanim-bahoaka mihintsy raha vita ny tetezamita.
    nopotehin’ny vahoaka tokoa ilay orin’aza ry Brandon satria sady tsy nandoha hetra nandritra ny 7 taona, ary fanabotriana ny mpandraraha malagasy, ary indrindra ny vahoaka malagasy dia mamelona an de8 isaky ny mividy menaka iray sotro, tsy nanaiky izay fanandevozana izany ny malagasy.tsy nahagaga raha nandosi-belona de8

  25. O ry Tanora sy ny namany a, izay ary ilay voalazan’i Lemena teo. Tsy maintsy atao ny fifidianana leroa a : Radomelina miatrika an-dRavalomanana. Firy ny score ?

  26. Brandon,
    Aza atao oe « ry tanora sy ny sasany » fa efa voaporofon’ny Légalistes fa pseudos 10 en 1 io = RABE !!!
    Miteny irery hoy ny forumistes (salut Tanora, coucou RABE) Pfffffffff !!!

  27. Mailhot le fre9rot dit :C’est pas des te2ches, c’est des scratch-n’-sniff .J’aime buecuoap ces poissons, j’aimerais peut-eatre les utiliser dans une pre9sentation PPT.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *