Sahy ny mpitarika, nisy ny voasambotra, nisy naratra…

IMG_1062

Nisy ny naratra sy torana, nisy ny voasambotra.Maro no nitondra ny mangidy vokatry ny lakrimozena nataon’ny herim-pamoretana.Raha vao tonga hanao tatitra amin’ny vahoaka ny mpitarika n,y ankolafy Ravalomanana  dia voazeran’ny baomba mandatsa-dranomaso.Araka ny fantatra dia hanao tatitra etsy amin’ny Magro izao ny mpitarika…

17 pensées sur “Sahy ny mpitarika, nisy ny voasambotra, nisy naratra…”

  1. dia tsy mba nisy nahasakana ireo voasambotra ve ireo CT sy CST???
    ilay hoe: samy fanjakana ????Tsy efa fantatra ve ny fitrangan-javatra toy izao
    dia naninona no tsy maintsy naka ny risika nefa tsy ahatohitra ireo Jiolahy ireo akory????tsy haiko aloha fa heveriko
    fa efa tena maty paika daholo ny zavatra rehetra @ fiarovana ny olona ,dia tsy ahazo olona itson indray @ manaraka
    raha izao no fandehany ,tsy aleo ve rehefa tena mba Azo antoka tsara vao NIJABAKA????dia ahoana indray ireo
    voasambotra????
    Raha mbola ao koa izao Atra izao an!!!!!!!!!tsy rariny e!!!aiza ny Kung fu????sa efa nisy namono afo koa????

  2. Tsy hitako ny post-nao, fa izaho koa dia mba nanontany tena hoe, mba aiza ny Kung Fu amin’izao ?
    Ampiako ihany koa hoe : Aiza daholo ireo miaramila TAN-DALÀNA ARY INDRINDRA INGAHY BERIZIKY, IZAY LEHIBEN’NY GOVERNEMANTA ??????

  3. Retrait pur et simple, no nandrasana hatry ny ela ! ARY TSY IZAHO IRERY !!
    Ny bisous-bisous mbola MAMY BE hoy ny sasany !!!!

  4. Fanontaniana mipetraka tokoa???nefa izay tonga anie dia efa notsiponina e!!
    Norarafana tsy nananana antra koa aiza ny olona no tsa hiparitaka????SADIKA!!

  5. raha mba vitan’izay bisous!bisous fotsiny moa ry Kintana ???
    ny zavatra hafa aza no hatahorana sao lahy………..?????

  6. Amiko indray dia fandresena iny omaly iny! nahafahana nanaporofo teo imason’izao tontolo izao fa tsy matory akory ny vahoaka malagasy fa mbole mijoro hatrany miady ny tsy rariny izao.
    Ny representant SADC tonga teny indray hono no mba ho alaina ambavany hoe nanao inona teny! olona mitapy iray trano, ny mpandamina dia tsy maintsy mahalala ny zava-misy rehetra vao afaka mandray decision @ tetika handaminana ny raharaha, fa tsy hoe didy jadona toy izao ka izay miteny dia daroy avokoa.
    Taiza koa teto antany no nisy vahoaka maneho hevitra no hoe @ kianja mitafo atao fa tsy ankalamanjana!? sao dia heveriny olona anjatony aza no ho avy eo!!!, non diso ianareo fa anetsiny maro no te-ho avy, ary vonona ho tonga fa semporina lava zao @ rivotra maimbo.
    Tsy kivy tsy ketraka isika fa mitohy ny tolona!

  7. Tena mba nahavelom-bolo ireny fihetsiky ny miramila nanoloana ireo terroriste zanak’i dada ireny an! Mbola aiza anefa ny hahazo anareo e! Tena mitonantonana. Efa raràna mbola misisika ihany. Tsy hisy hiantra anareo intsony eo! Na ny Communauté internationale aza efa nanambara am-pahibemaso fa manaonao foana ny mouvance Valo. Mihomehy daholo izay mahita ireo sarin’olona mody maty asehon’ny zanak’idada etsy sy eroa any amin’ny facebook sy ny site samihafa. Hoy izahay hoe: « tsy hitanareo ny maty ka andramanareo ny torana ». Tena maivana be ilay hetsika nataonareo e! Na i Kotoarivelo aza nihevitra fa ananany ny fahefana, miaraka amin’ireto gardes de corps, saingy tsy nampihetsibolo ny miaramila menavazana izany. Tena isaorana etoana ny miaramila fa milaza azy homafy loatra manko ireto terroristes zanak’i dada ireto an!

  8. Hanomana fandosirana izany Domelina e !Ary rahoviana no mba handefa sary ao amin’ny Lafy8 e??! Ambeso tsara ny varavarana hitsaràna azy, sao mandositra ! Tsy azo avela hanao sesi-tany any Frantsa any !!!Tadidio koa i Tsikirity !!!

    Ireo manana « fesy boky » 🙂 mba apartitao ny hevitra hoe :

    « APARITAO ERAN’I MADAGASIKARA NY SARIN’I DADA »
    FACEBOOK no ady eo !

  9. Tena mahery leisy ialahy ry Andry a! Miaiky an’ialahy izao tontolo izao. Tena boay kely mahavita azy ialahy. Nilaza azy ho mafy loatra manko ry Valo sy ny forongony ireto, ka tena tojo ny mahery lavitra noho izy. Efa ampiasain’ireto maloto saina ireto daholo izao tetika rehetra izao hanonganana ny boay kely, fa tsy misy mahomby e! Araraka ny vola be an-dRavalo fa dia vola very maina izany, amporisihana sy karamaina ny sokajinolona avy amin’ny sokajin’asa samihafa hanao grevy fa mandamoka ireny, andramana izao attentats etsy sy aroa fa tsy mahomby e, ome-dRavalo dolara be dia be ny afrikana sy ny mpitondra azy fa dia hitsikin’i Andry fotsiny ireny, sns tsy voatanisa etoana. I Andry kosa dia ny asa ho an’ny vahoaka no atrehany: amboariny ny Hopitaly, vitainy ny lalana, atsangany ny toerana lehibe ara-panatanjahan-tena sy ara-kolotsaina, anaovany trano tsara ny mpianatra eo amin’ny université, nomeny fiara-manidina lehibe ny Air Mad, omeny fiara matanjaka ny mpitandro ny filaminana, averiny tsikelikely ny fambolen-kazo mba hahamaitso an’i Gasikara… Ka hoy izahay hoe: Andry OK, Valo KO.

  10. erika – c’est beau, et c’est vrai que meame si on prend notre envol, on est quand meame sfbr que si on tombe, maman sera le0 pour nous remonter le moarle, et meame si elle n’est pas le0, les mots qu’elle a laisse9 durant l’enfance reste dans nos coeurs et deviennent notre force.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *