Tsy maharo ny vahoaka ny FAT !

sary nomen'ny mpamaky mpankafy

« Handray fepetra hentitra aho momba ny tsy fandriam-pahalemana eto Madagasikara » hoy Andry Rajoelina raha nivahiny tamin’ny fahitalavitra iray izy.Andro vitsivitsy taorian’izay, natao « matraquage » eran’ny haino aman-jery fa « miaro ny ain’ny vahoaka sy ny fanany » ny mpitandro filaminana.Nidehaka niseho télé isan’andro ry Jeneraly « Baomba » ary nanome toky fa milamina ny tanana hatramin’ny 28 martsa no mankaty.Tsy izay anefa ny zava-misy fa mitombo, vao mainka aza mihamafy hatrany ny hetraketraky ny jiolahy .Vao omaly no omaly no nisy ilay halatra sy vono olona mahatsiravina tetsy main’ny 67 ha , izao dia fantatra indray fa nisy namono tao an-tranony ny Jeneraly Claude Ramananarivo sy ny vadiny ary ny zanany vavy vao enina ambin’ny folo taona monja.Tranga feno habibiana no namonoana azy mianankavy.

Raha Jeneraly sy olona fara-tampony amin’ny mpitandro filaminana aza moa tratran’izao mainka fa ny valala tsy mandady harona?

Inona no ao ambadik’izao?

Ny fantatra aloha dia izy no isan’ireo manamboninahitra ambony notoloran’ny filoha Ravalomanana ny fahefana, niaraka tamin’ny  vice-amiral Hyppolite Ramaroson, ny Jeneraly Ranto Rabarisoa, Fred Rakotovao ary Rivo Hanitra Razafindralambo .

Misy ifandraisany amin’izany tranga izany ve izao raharaha mampalahelo izao? sa endrik’ilay ‘tsaho » mandeha efa herinandro vitsivitsy izay fa hafindran-dRajoelina amin’ny miaramila indray ny fahefana ?

Ao anatin’izao herinandro masina izao aloha dia miaina ao anatin’ny tebiteby lalina ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana izao.Tsy maharo azy intsony ny fitondra tetezamita.Aiza ilay « zesta » nataon’ny « flou » Rajoelina momba ny tsy fandriam-pahalemana? Aiza ny vavaben’ny Jeneraly Baomba? Iza no ao ambadik’izao savorovoro izao? ny ampitso no hamaritra izany…

 

14 pensées sur “Tsy maharo ny vahoaka ny FAT !”

  1. Le 07 fevrier 2009 ,il y a eu une tuerie devant Ambohitsirohitra (Ravalomanana etant absent du Palais , comme lors des pillages des locaux de Tiko et Magro Ravalomanana etait pas sur ces lieux);pourtant on accuse Ravalo d’en etre l’auteur .
    Comme c’est une « revolte » populaire qui a echoué par une tuerie ,donc l’armée a preté main forte à cette « revolte populaire »,et elle a intervenu directement le lundi 16 mars 2009 ,par la prise de Ambohitsirohitra .
    Question: pourquoi l’armée n’a pas mis en place le Directoire Militaire ?
    Comme on accuse Ravalo d’etre un meurtrier pour le 07/02/2009 ,donc on peut aussi accuser TGV d’etre le meurtrier de ce General ,etant le Chef Supteme des armées !

  2. mbola hoa sarotra ny raharaha fa mba oviana re ny mpitandro filaminana no ho tonga saina ka tsy ho jambany vola intsony ry Dolin dolin moa dia lasa mizesta be fa hoa filohan’ny CST nefa tokony ho fantany fa alahelon’ny vahoaka no ivelomany eo

  3. C’est l’hôpital qui se fout de la charité ! Le domelina effectivement, ferait mieux de se regarder dans la glace !
    L’insécurité dont est victime la population, n’est rien d’autre qu’une des conséquences de l’ANARCHIE TOTALE QUI RÈGNE DANS LE PAYS DEPUIS LE COUP D’ETAT !!

  4. Pour cela, faut d’abord qu’il (LAVANIFY) fasse scier ses dents (MRD) !
    Y-t-il un dentiste parmi les MPAM’S ?
    Si oui, qu’il se manifeste !

  5. Ny Jeneraly Claude Ramananarivo novonoin’ny FAT fa nikasa ny hiaro ny fihavian’i Dada angaha !!!

  6. Nanao sorona indray i Andry rajoelina sy ny tariny fa mila manamafy ny pacte amin´ny satana efa ho ratsy ny fandehan´ny tanatara .

    isaky ny hisy événement eto amin´ny firenena dia mano sorona ny foza.

  7. Misy fahamarinany io lazain’i Misajaona io.

    Mila hampahafantarina ny olona ilay fanaporofoana fa ANDRY TGV = 666.

    Raha tian’ny Admin MYDAGO dia alefako io.

  8. J’inviterais humblement aux GTT et TIM à envoyer du courrier à ces Seanteurs, pour leur reprocher de soutenir unPUTSCHISTE !
    Voici l’adresse ……..
    Pour ecrire à ces SENATEURS

    Monsieur le SENATEUR ……………….
    Casier de la poste,
    15, rue de Vaugirard,
    75291 – Paris Cedex 06

    ou bien

    Courriels

    Seuls les sénateurs qui l’ont souhaité disposent d’une adresse électronique. Vous pouvez rechercher cette adresse sur la fiche personnelle de chaque sénateur à partir des listes de sénateurs classées selon de multiples critères.
    c.cambon@senat.fr (UMP)
    jc.peyronnet@senat.fr (PS)
    a bon entendeur………

  9. Bien sûr qu’il y a une relation entre le coup d’Etat perpétré par les foza et l’assassinat du Général Claude Ramananarivo. Le vice-Amiral d’Escadre Lita Be et le Général Ranto en savent quelque chose, car ces deux officiers sont aussi les éléments-clés de ce coup d’Etat.
    Le Général Ramananarivo est devenu un élément gênant pour le FAT.

  10. Ne nous étonnons pas si les résultats de l’enquête sera la mise de ce meurtre sur le compte de Ra8, ou pour tout le moins , de ses sympathisants… C’est du tout cuit !

  11. Fa vahoaka inn! no hanantena ho arovan’ny FAT é… NAMONO;MAMONO; HAMONO vahoaka no mission’ireo fa tsy hiaro zany… ho tsimpotsipon’ireo tsikelikely eto izay hatahorany hanelingelina azy;; raha vahoaka mivorivory mou de LAKRIMOZENA!

  12. Hafa iany ny t@ andron’i DADA !
    Natory nilami-tsaina !
    Nivoaka tsy nisy nampihorohoro !
    Niantsena tsy nisy nanendaka !

    IZAY MIARO NY FAT eto @ FORUM =
    MPANENDAKA,
    MPANDROBA,
    MPAMONO OLONA = R…. =
    MITONO TENA !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *