8 pensées sur “VIDEO Kabary 31 Martsa 12”

  1. Kapiteny malemiloha kanefa be voamaso toy ny karpa, voahitsaky ny Fibata hono ; tena fisaka toy ny limandy !

  2. Marina avokoa ny teninao ZAFILAHY. Efa tamin’ny constitution 3è République no nametrahana tenierana fa ny fifandimbiasana fahefana dia atao tenierana ny vahoaka hatrany fa tsy an-dalambe na fiakarana lapa ka hitondrana basy hamonoana olona atao sorona. Lany tenierana n’ny vahoaka Atoa Ravalomanana nefa nahongana tamin’ny basy. Izay fanitsakitsahana ny lalam-panorenana izay dia fahotana mahafaty. Noho izany tsy maintsy mianga amin’izay fahefam-bahoaka izay ny lalana atao rehetra ka tsy maintsy ny Filohan’ny repoblika no atao mialoha ary miverina eto Atoa Ravalomanana araky ny tondrozotra ary mahazo manao politika fa haverin’ny vahoaka aminy ny fahefana fa tsy ho an’izao nonota fady teto amin’ny Firenena izao izay tokony ho perpetuité koa. Aiza no misy hoe izay milaza ny marina dia migadra mandrampahafaty ? Fitsarana mitanila no misy eto ary politika. Misaotra an’i Me Marius lehiben’ny SMM te hamerina ny hasin’ny Fitsarana izany sy ny fahaleovantenany ary tsy mitanila ka hanilika ny tsy mety ao
    Misaotra an’i Dago nandefa ny vidéo ary aza tapahina intsony

  3. Tsy haiko kosa aloha ny tsy hisaotra an’i Mydago e!!!
    mankasitraka e!!ho ela velona Mydago!!misaotra @’ilay VIDEO e!!!!
    Dia mba mahaiza misaotra anay izay nitaky ity video ity koa ry MPISERA isany a!!

    Iza indray ity Capiteny malemy loha ry Kintana???ianao ity tena mahita zavatra mihintsy !

  4. Misaotra an’ireo rehetra nangataka an’ilay video aloha ê ! Hisaorana koa ny mpandefa !
    Izao mba tena mazava amin’ny rehetra izay voalaza !
    Tsy nomen’ny olona trondro angaha ianao anio ry ranavalona, na dia trondro gasy aza ?

  5. Tilapia ilay mena saoka be ireny no tiako hatao friry mmmmmmmmm….
    dia hinanana lasary sy sakay, fa saingy tsy nisy nanome e!!efa isanandro koa ity fetin’ny lainga koh! sa??
    Ary mba aiza indray ny sasany??hataoko fa nitondra ny ankizy naka rivotra anie ianao io ry Kintana e!!

  6. Nijery ilay » invitė de Zoma « ve aloha i Kintana e! mba tiako ho fantatra ny hevitrao???
    azafady ry dà raha tsy mahadiso???

  7. Misaotra anao Zafilahy .maromaroa tahaka izao, tena mila olona manazava ny sain´ny vahoaka izay voafafy lainga isan´andro izao sy voatampim-bava.
    misaotra Tompoko o! Andriamanitra hitahy anao sy hitahy ny tolon-tsika ary hitahy ny Filohantsika ihany koa

  8. Mahafinaritra ny fahatsapan’ny rehetra fa VOAFAFY LAINGA isika ka
    tsy hino izay ho lazain’ireto foza na inona na inona FANDAHARANY ny
    LAINGA beany eo ataoko fa tsy misy handairan’izany intsony izao.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *