Voan’ny Lakrimozena Rakotoarivelo sy ny vahoaka!

Tonga teo Ambohijatovo ny mpitarika notarihan’i Mamy Rakotoarivelo, noravan’ny herim-pamoretana avy hatrany ny vahoaka teo ambany mason’ny filohan’ny Kongresin’ny tetezamita.Andrasana ny ho tohiny…

14 pensées sur “Voan’ny Lakrimozena Rakotoarivelo sy ny vahoaka!”

  1. Nandefasan’i R-BOMBE rivotra maloto izany ny Filohan’ny Kaongresy ! Midika izany fa amin’ny foza, ny Filohan’ny CT izany dia toy ny sezan-kabone !!
    Hamafan’ny olona tongotra toy ny karpetra, ka handihy kilelaka sa..?
    RAISO NY ANDRAIKITRAREO RY ZALAHY SY ZAVAVY, FA HATRY NY ELA NO NIANDRY DAHOLO NY REHETRA Â !!!!

  2. ANTSO AVO ,IANAREO ZAY LEO MIHAINA MANKANESA ENY AMBOHIJATOVO HO VONONA, IARO AN’I DADA RAVALO,marina fa mafy ny fiainana taloha sy ankehitriny ary mandrakizay,raha miala eo ny hat dia tsy vita mora io raharaha io ,afaka 1 na 2 taona dia ny hat dray no anao haotrany nataon’areo mouvance ireo, ao ambohijatovo hitaky ny marina.Tsy misy tafavoaka zany ao mada raha samy manana ny saina sy ny lohany daholo.Coup d’etat sy crise lava eto.

  3. « Raha miala eo ny hat dia tsy vita mora io raharaha io » ! Tokony hijanona eo mandrak’izay ianareo ?
    Fa inona ity marina ho takianareo foza aloha ê ? Hanao coup d’Etat indray ?????
    Izany ry zareo no mahatonga ny hoe : Putssiste ? Saize electrike ihany no mendrik’azy rehetra !
    Ny eritreritro aloha, dia tsy eritreritry ny Prezidà, ka dia arahina ihany ny toromarika avy any aminy ! Mino aho fa tsapany dia tsapany ny hangidin’ny fiainan’ny vahoaka malagasy !
    Handray andraikitra amin’izay koa angamba ny SADC, satria efa ela ry zareo no nahatsapa an’izao fangirifiriana ary tsindry hazo lena mahazo ny malagasy izao !

  4. Vaovao farany ary mampalahelo : Toa hoe nisy ankizy kely iray maty ! Nitondra baomba sa basy, sa kibay io ankizy io no dia niaran’ny habibian’ny foza indray ??

  5. Iza ity resahanao handray ny andraikitra ry Kintana??
    « misy mihaino? » amiko dia miady irery i Dada ary tsy msy azo
    hianteherana izany eo raha mboal izao no fandehany , nasainy nanaiky azy ho FILOHA dia nanao sonia , izao
    FIRANY tsara , tsy asiany hasiny akory.fa ireo vahoaka nitondra faisana no mampalahelo, tokony ho entina eo
    anoloan’ireo SADC sy NU izany fatin-jaza izany ho hitan’ireo angamba ba handray fepetra henjana izy ireo.

  6. Tena mba nahavelom-bolo ireny fihetsiky ny miramila nanoloana ireo terroriste zanak’i dada ireny an! Mbola aiza anefa ny hahazo anareo e! Tena mitonantonana. Efa raràna mbola misisika ihany. Tsy hisy hiantra anareo intsony eo! Na ny Communauté internationale aza efa nanambara am-pahibemaso fa manaonao foana ny mouvance Valo. Mihomehy daholo izay mahita ireo sarin’olona mody maty asehon’ny zanak’idada etsy sy eroa any amin’ny facebook sy ny site samihafa. Hoy izahay hoe: « tsy hitanareo ny maty ka andramanareo ny torana ». Tena maivana be ilay hetsika nataonareo e! Na i Kotoarivelo aza nihevitra fa ananany ny fahefana, miaraka amin’ireto gardes de corps, saingy tsy nampihetsibolo ny miaramila menavazana izany. Tena isaorana etoana ny miaramila fa milaza azy homafy loatra manko ireto terroristes zanak’i dada ireto an!

  7. Hanomana fandosirana izany Domelina e !Ary rahoviana no mba handefa sary ao amin’ny Lafy8 e??! Ambeso tsara ny varavarana hitsaràna azy, sao mandositra ! Tsy azo avela hanao sesi-tany any Frantsa any !!!Tadidio koa i Tsikirity !!!

    Ireo manana « fesy boky » 🙂 mba apartitao ny hevitra hoe :

    « APARITAO ERAN’I MADAGASIKARA NY SARIN’I DADA »
    FACEBOOK no ady eo !

  8. Na mati-kanohanana aza ny vahoaka, mahavita mandà foza ! Foza toa an’i domelina kosa moa koo
    http://mydago.com/wp-content/uploads/2012/04/28-Avril-12-7-150×150.jpg
    Hanomana fandosirana izany Domelina e !Ary rahoviana no mba handefa sary ao amin’ny Lafy8 e??! Ambeso tsara ny varavarana hitsaràna azy, sao mandositra ! Tsy azo avela hanao sesi-tany any Frantsa any !!!Tadidio koa i Tsikirity !!!

    Ireo manana « fesy boky » 🙂 mba apartitao ny hevitra hoe :

    « APARITAO ERAN’I MADAGASIKARA NY SARIN’I DADA »

    FACEBOOK no ady eo !

  9. Tena mahery leisy ialahy ry Andry a! Miaiky an’ialahy izao tontolo izao. Tena boay kely mahavita azy ialahy. Nilaza azy ho mafy loatra manko ry Valo sy ny forongony ireto, ka tena tojo ny mahery lavitra noho izy. Efa ampiasain’ireto maloto saina ireto daholo izao tetika rehetra izao hanonganana ny boay kely, fa tsy misy mahomby e! Araraka ny vola be an-dRavalo fa dia vola very maina izany, amporisihana sy karamaina ny sokajinolona avy amin’ny sokajin’asa samihafa hanao grevy fa mandamoka ireny, andramana izao attentats etsy sy aroa fa tsy mahomby e, ome-dRavalo dolara be dia be ny afrikana sy ny mpitondra azy fa dia hitsikin’i Andry fotsiny ireny, sns tsy voatanisa etoana. I Andry kosa dia ny asa ho an’ny vahoaka no atrehany: amboariny ny Hopitaly, vitainy ny lalana, atsangany ny toerana lehibe ara-panatanjahan-tena sy ara-kolotsaina, anaovany trano tsara ny mpianatra eo amin’ny université, nomeny fiara-manidina lehibe ny Air Mad, omeny fiara matanjaka ny mpitandro ny filaminana, averiny tsikelikely ny fambolen-kazo mba hahamaitso an’i Gasikara… Ka hoy izahay hoe: Andry OK, Valo KO.

  10. O ry RaDeniseRABE a !
    Ny mpamantsy vola anareo nge ka 45% selon les saondagy e !
    Io no tokony hosaininareo fa aza be wawawa !

  11. Manodiava ny taranakao izay zaza vao minono nodarofanareo BOMBA maty izay
    ry ilay azavanona a!!!mpamosavy!!sadika!!!manodiava ny taranaka faramandimbinao io
    Rakotokapoaka rapôplera a!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *