7 pensées sur “An-tsary, Magro 01 Mai 12”

  1. Misaotra ireo Ray aman-dReny tonga marobe manontrona ny tanora manomana ny ho aviny e! Homba antsikaAndriamanitra dia samia mahereza daholo e!

  2. Andriamanitra anie hitahy anareo rehetra tompoko, izay mitady ny marina sy ny fahamarinana – Aza matahotra, minoa fotsiny ihany

  3. Adala nareo marina e raha lelahy miala tao aminio fitondrana io matoa tsy miala de manana tombotsoa ao koa zany ry zalahy panohitra

  4. zany ka tena mila voatsiary kôzy e nareo samy mamotika ny vahoaka avokoa na pitondra na panohitra tia tena mianakavy tsy mahalala zay hiafarany faramandimby ,ny sasany manakorotana ny sasany ndray midongy seza ,hifakahita eto isika e ndao moa

  5. Mankasitraka e! dia faly mahita anao indray Rakotoamboa
    Homba antsika Andriamanitra e! tsy maintsy mandresy ny tolona

  6. Woahhh!!! tena ao anatin’io sary ao io ny tenanay zay vao mba nanam-potoana nankanesana teny ary dia tonga de azo sary ok é!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *