CT sy CST Ankolafy Ravalomanana : Hanohy ny hetsika eny Ambohijatovo

mydago.com-conf press Mvce Ravalomanana (1)

Averina rahampitso  Sabotsy etsy Ambohijatovo ny hetsika ataon’ny Ankolafy Ravalomanana, hoy Me Hanitra Razafimanantsoa, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety niaraka tamin’ireo parelemantera Ankolafy Ravalomanana tetsy amin’ny Hotel Fanantenana Ampandrana ny tolankandro  izy ireo. Ny antony hoy izy dia nisy ny hetsika notanterahana ny Sabotsy 28 Aprily izay hanaovan’ireo CST sy CT tatitra amin’ny vahoaka mikasika ny zavamisy eto amin’ny firenena, kanefa tsy tanteraka izany noho ny fandravan’ny mpitandro filaminana izany tamin’ny baomba mandatsa-dranomaso. Hitan’ny Ankolafy Ravalomanana hoy Me Hanitra fa misy ny finiavan’ny mpitondra tsy hanatanteraka ny tondrozotra.Araka ny fanazavany ihany dia natao haingon-tseza izahay parlemantera avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana. Mikasika ny mety hisian’ny fandravana ny hetsika  mety ho ataon’ny mpitandro ny filaminana dia nilaza ny Me Hanitra fa tomponandraikitra izy ireo amin’izany. Ny zavamisy hoy izy dia lasa hery fahefatra eto amin’ny firenena ny mpitandro ny filaminana satria manakorontana.Manoloana izany dia nanao antso ho an’ny mpitandro ny filaminana ny tenany mba tokony hanao ny asany marina izy ireo satria olom-panjakana ireo hanao ny tatitra ireo. Ny asan’izy ireo hoy ity olomboantendry ity, dia ny miaro ny vahoaka sy ny fananany. Samy mahatsiaro sy mahatsapa ho tomponandraikitra amin’ny asa ataony ny tsirairay. Namafisiny fa tsy avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana mihitsy ny mety hisian’ny korontana.Momba ny fahazoan-dalàna dia nilaza ny Me Hanitra, fa nisy ny taratasy nalefa tany amin’ny Préfet de police, sy tany amin’ny CUA mampahafantatra ny hetsika izay atao. Fanapahan-kevitra izay noraisin’ny filankevitra monisipaly tamin’ny taona 2009,hoy izy, ny maha kianjan’ny demokrasia io Ambohijatovo io. Tsy mbola nisy anefa hatramin’izao ny fanafoanana izany, ka rariny raha hanao hetsika ao ny Ankolafy Ravalomanana. Voalaza ao anatin’ny tondrozotra ny andininy faha17 fa misy ny fahafahana maneho hevitra, fahafahana manao hetsika, ho an’ny tomponandraikitra eto amin’ny firenena, ka dia tokony hajaina izany.Misyhatrany hoy izy ny sakana amin’ny fampiharana io tondrozotra io izay efa nivadika ho lalàna. Araka izany dia hifamotoana eny Ambohijatovo rahampitso Sabotsy manomboka amin’ny 10ora maraina, ireo mpikambana CST sy CT, ary ireo vahoaka Malagasy.Ao anatin’ny filaminana no hanatontosana izany hetsika izany.

14 pensées sur “CT sy CST Ankolafy Ravalomanana : Hanohy ny hetsika eny Ambohijatovo”

  1. 😉 Je veux etre le premier à réagir !
    Quel plaisir que de voir Me HANITRA et Mme NAIKA Eliane, côte à côte . Ceci laisse tous les ragots au vestiaire.
    Merci de la LOYAUTE, DE LA SOLIDARITE, que vous emanez, et que vous esesayez de partager à tous nos concitoyens. Que Dieu vous benisse et puissent tous vos projets pour le bien du Pays, aboutir.

    Ceci dit, vous avez décidé pour samedi quelque chose de tres difficile, nous ne manquerons pas de vous accompagner en prières, pour qu’il n’y ait , ni blessé, ni mort qui s’en suive, vue l’animosité dont fait preuve les…vendus.

    Si vous me le permettez, et sans vouloir vous sous estimer, Je n’ai pas arreté de suggerer à ce que Vous deux ( Me HANITRA RAZAFIMANANTSOA ET Mdame NAIKA Eliane ) fassent les Ambassadrices auprès des militaires pour les conscientiser et les ramener à la raison. Et pourquoi pas avec Monsieur Rakotoamboa ?…

    Je ne parle qu’à mon nom personnel, que ceux qui adherent à ma proposition s’expriment SVP

    A mon sens, le Retour de Dada est primordial, il est vrai, mais pas Prioritaire ! Et je compatis à ce que la manifestation de Samedi ait un sens precis :
    LA DEMISSION DE TGV qui devrait aboutir au retour de DADA .
    Bonne chance et que le ZANAHARY vous assiste.
    ( ZANAHARY car Dieu a une connotation colonisatrice !)
    Fidelement : vôtre
    NJARA 😉

  2. Un oubli : erreur grave ! 🙂

    Une Delegation dirigée par Madame Naika, AVEC Monsieur le PRM Marc RAVALOMANANA? POUR UNE RENCONTRE AVEC Monsieur Francois HOLLANDE serait il envisagée.
    Un gros souhait !!! car le Nouveau President Francais ne voudrait surement pas recevoir « le TGV » 😉
    Merci !!!

  3. J’approuve l’action des ministres qui se sont absentés du conseil de ministre ,c’est à vous de mettre la pression et de façon permanente .<il ne faut pas que les roles s'inversent.

  4. Mila resaka MAZAVA amin’ny Teny Malagasy-ANGLISY angaha ianareo ry KM ?
    Tongava amin’ny http://lafy8.forumactif.ca, fa ao ny resaka TSY MISY FOZA hanelingelina.
    Dia manararaotra manao filazàna amin’ireo Mpitondra ny Mouvance TOHANANY E ! 😉
    Misaotra MyDago a !

  5. Sora-baventy lanjain’ireo mpitolona ny ahy, no hitako mba hahafinaritra sy mety ry Njara !!
    Raha mahita an’ireny soa-baventy ireny ny foza toa an’ilay ato, dia mbola vitany no hilaza fa fideràna an’i domelina no voasoratra !

    Question iray fotsiny : Olona efa maty eritreritra, tsangan’olona sahady skizô tsy afaka misaina intsony ve, hidemisiôna izany ??

  6. Izahay dia ho avy foana e!….. Tsy mampihontsina any izany baomba izany satria tsy maintsy hifototra amin’ireo tsy mataho-tody ireo izany!
    Tongava daholo ianareo Ray Aman-dreny, ary ny « Front de l’opposition »! Ho tonga isika rahampitso, sy @ Alatsinainy 13 Mey!

  7. Manohana tanteraka ry Ziry â !! Ny VOT aza mba nahavita « ny azy » !!!!

    Ny indro kely, aza fady !!!

    Mba lazao ry zalahy fa angamba tsy dia mety laotra ilay fitenena hoe FRONT DE L’OPPOSITION !!!!

    FRONT DES LEGALISTES NO TOKONY MBA HO IZY !!!

    Marina fa minoritaires ny solotenan’ny movansa ao amin’ny CT sy CST noho ny fandrebirebem-bahoaka novolavolain’ny mpanongana sy ireo mpanohan’azy avy any ivelany, kanefa kosa, 95 isan-jaton’ny vahoaka dia manohana ny ARA-DALÀNA SY NY FILOHA RAVALOMANANA ! Any amin’ny tany misy demôkrasia no mitombona ny hoe: Opposition (minorité ) vs majorité « présidentielle » !!!

    Soson-kevitra ihany ny ahy, satria tsy mi-représenter ny vahoaka malagasy mihintsy ireo MAJORITE-N’I DOMELINA IREO ( Majorité fôpla ) !!!

  8. AOka re tsy hampagatsiana @ resaka lalana lava foana ny hanampon ny vahoaka.
    Miala tsiny @ ireo mpahay lalana ny tenanay fa rehefa tsy mampiantra ny FD antsakany sy andavany ny HAT dia mila hialana ny FD ,ka na Rajoelina miaraka halana @ FD .
    ary aoka tsy hihemotra intsony isika @ io raharaha io .

  9. Atao hoe fay ny boay kely Andry Rajoelina nampiasa fiteny tonitony eo anatrahan’ny fitakiana généralisées etsy sy eroa, nampiriminy kely ny fiteny toatoa an’itony hoe: « handray fepetra ny fanjakana BAROA »

    Fa tena LAVITRY NY FITONIANA ny zavatra ampiarin’ireo NAKA FAHEFANA TAMIN’NY ALALAN’NY BASY IREO!

    Vao omaly efa ho maizina miala ny taxi-be, dia taitra tokotrany maheno feo MIBETROKA be ilay olona efa zokinjokiny hande iampita  » M I A L A…..A R Y…..F A…..S A O…..V O A D O N A  » hoy ilay feo,

    dia nisy nitsangana ny iray t@ tanora lahy mipetrapetraka eny ambody tamboho, mamaly hoe: mba asio hajany ny fiteny fa efa olon-dehibe ange io ê!

    Nitodika nihazo ny mason’ny rehetra ny ahy, kay:
    – MIARAMILA mirongo BASY MIRANGARANGA anaty pick-up no mandrahona,
    – narahina fiara mantanjaka hafa
    – sy camions 2 (roa) feno herim-pamoretana MILANJA BASY daholo

    Tena ataon-dry zareo izay itodian’ny mason’ny rehetra mifanena aminy : miteny irery, mifampiresaka ary mifanontany ny vahoaka, toa ny hoe:
    . iza indray no nosambosamborina any?
    . fa misy inona indray,

    Voalazanao Me HANITRA ny ao am-ponay amin’izao minitra iresahana izao:
    « LASA HERY FAHAEFATRA eto amin’ny firenena ny mpitandro ny filaminana »

    tsy ihany fotsiny hoe: manakorontana (semer le désordre)
    fa tena mikarama HANJAKA, hamoritra, mampitahora ny pro-mouvance-RA8, …

    These security forces are truly there to maintain the country in a permanent OUT-OF-ORDER state, reinforcing these overthrowers putshistes, up to now not ready to restore the CONSTITUTIONNAL ORDER in the country

  10. Trandremo ry bavy isany rehefa manisy firavaka, aza atao firavaka style be laotra na tsy volamena aza (ny mpanendaka efa eo ihany koa ), sao dia lazain-dry maranin-tsaina fa hoe GRIS-GRIS DE FORTE PUISSANCE eo koa, izay vao ho loza !!
    MDR !!!!

  11. ANTSO HO AN’IREO IZAY MAHAFANTATRA OLONA MAHAY MANAO GRIS-GRIS DE TRES FORTE PUISSANCE !!

    MBA ATAOVY LASA KANKANA DAHOLO IREO FOZA IREO, HO SAKAFON’IZAY TIA HIHINAN’AZY !!

  12. Ha!ha!ha!!!!!!ny ahy indray ataovy toy ilay fozaorana NITSIRARA be t@ tany iny
    ary tsy nisy nahasahy nanitsaka intsony ny olona fa MAHARIKORIKO!!Hi!hiHI!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *