Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE, Concernant la situation politique à Madagascar

LOUISMICHEL
M. Louis Michel et M. Musikari Kombo, Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE rappellent l’importance de respecter l’intégralité de la feuille de route et la nécessité de prendre de toute urgence les mesures d’apaisement qui y figurent, notamment, la cessation immédiate des persécutions des opposants, la libération de tous les détenus politiques, l’ouverture des radios et des télévisions privées non acquises à la cause du pouvoir, la restructuration de toutes les institutions sur base de l’équilibre du pouvoir, le retour sans condition des exilés politiques y compris le Président Marc Ravalomanana, sans lesquelles la tenue d’élections démocratiques reconnues par la communauté internationale n’est pas possible.
Ils rappellent le rôle incontournable de la SADC dans l’exécution de la feuille de route et son obligation de prendre toutes les mesures y afférentes, y compris le recours aux sanctions en cas de non respect des dispositions.
Ils appellent à la tenue d’un sommet inclusif des quatre chefs de file politique à Antananarivo afin de mettre un terme par le dialogue malgacho-malgache à la crise interminable conformément aux recommandations de la SADC.
Les Coprésidents réitèrent leurs préoccupations quant à la nécessité de mettre fin aux souffrances du peuple malgache.

33 pensées sur “Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE, Concernant la situation politique à Madagascar”

  1. Ils rappellent le rôle incontournable de la SADC dans l’éxecution de la Feuille de route, ET SON OBLIGATION DE PRENDRE TOUTES LES MESURES Y AFFERENTES, Y COMPRIS LE RECOURS AUX SANCTIONS EN CAS DE NON RESPECTS DES DISPOSITIONS !!!

    Bonbon kininina no azon’i domelina teny ambony aviô ! Terak’atsembohana i lery tao Nosy be ; tsy vokatry ny hafanàna, fa tena nandraingiraingy sy fanina notsotsofina fotsiny !

    Nitady 19 tany :
    New-York, valiny TSIA !
    Luanda, valiny TSIA !
    Bruxelles, valiny TSIA !

    Ho avy tsy ho ela ny vely fehin-kibo, ho an’ilay ratsy taiza ! Tena mahay pôlitika ny zandrin’i rabe-denizy, fa saingy pôlitikam-poza ! Tsy ao anatin’ny praograman’izao tontolo izao, any ka tsy misy manaraka !!!

  2. Tena marina izany ry KM , ahona indray hoy i RABE RAOSY ?

    mbola tsy maty ambavyn ireto Foza mianakavy na dia efa afa-baraka aza: Hi! Hi! Hi!

  3. Baby a!!latsaka tao anatin’i WC-n’i Avion marina angamba ilay lamba nololoaviny Hi!hihi!!!,
    aza mba mpivaro-pika ihany fa dia dedaka ery fa voaantso manokana MIHINTSY hono domelina
    omena ilay VOKINININA Kintana a!Voninahitra be izany ho an’ilay mpivaro-pika ha!ha!ha!!!!!!!!mapmė be rehefa doma kah!!!
    izao ny vola lanin’i Sarkô ny tratra mangana voadaka etsy ,voadaka eroa ,daka vody mandrivorivo, mbola sy ampy izany fa MIALA
    no TANJONA dia TSARAINA @ eloka rehetra nataony io ALAKAOSY LAHY IO, domelina be, KENDAROROKA MIHINTSY iny izao!!
    TSY MAINTSY TSARAINA DOMELINA @ zava-bitany rehetra namoafady nandritra izay fotoana nangarany ny FITONDRANA izay.
    Njara a! izao ve no vokatry ny dian’i Mamy. R taty???Aoka fa tsy hasiaka aminy intsony ary aho e!!Mifona!!

  4. Ô ry KM sy Masinjaona a! mbola ampianarina fomba fijery tena izy politika ve nareo e! Fa iza moa Louis Michel? Bras droit n-dRaosy8 , niady hatrany am-boalohany ka hatramin’ny farany ny fiverenan-dRaosy. Efa lava be ny commentaire momba an-dRangahy io, fa ny zavatra marina, de ity: FA NANINONA NO TSY NIHAINO AN’IO LOUIS MICHEL IO HATRAMIN’IZAY NY SADEC? FA MANINONA NY JUSTICE BELGE NOHO NY AFERAFERA MALOTO SY NY DETOURNEMENT NATAON’IO RANGAHY IO, NO MIANDRY FOTSINY NY FAHATAPERAN’NY IMMUNITE PARLEMENTAIRE-NY, DE HO VOAROIROY IO? DE IZA TAMIN’NY TOLOKEVITRY RANGAHY IO NO NARAHIN’NY SADEC?
    Ity koa no remarques ngezabe ho an’ireto sagnagna ireto: FA MANINONA NO MIANTSO SOMMETS DES QUTRES RA-LOUIS, IZAY MILAZA IZY ETO FA HEVITRA NATOLOTRY NY SADEC IO, KANEFA NY SADEC DE NANDA IO SOMMETS DES 4 IO,IZAY MIFANOHITRA @ FDR? ary na de ny Deba aza rehefa tsy tanteraka io hevitra natolony io, de nibarakay .
    Mbola misy koa ity, efa niandry elabe ny président-ny CENI-T ny SADEC androany atoandro, talohan’ny nanambarany ny datin’ny fifidianana voalohany @ 11 Nov 2012, zay nankasitrahan’ny SADEC, de tsy mbola ny fitohizan’ny fanatanterhana ny FDR foana ve? Ny olona mahay politika tsy hilaza ny marina sy ny stratégie @nareo, de mahazo miteny ianareo woe, tsy nahita rirany Andry tany @ NU, UE, ANGOLA, fa misy dikany daholo ireny, ary ny olona tsy voasaasa foana izany, fa ny sagnagna moa de ny mamadika ny marina eny foana no mba talentany. De jereo eo zay ho may volotratra sy hitaintaina, na ho afaka handray anjara na tsia @ fifidianana, na i Andry na Raosy. De mody jamba ve nareo zanany sa zatra manao RAOSY JAMBA Ô RAOSY JAMBA. Ny marina de ny tsy fahaizana politika no betsaka, satria sagnagna tsy mahataka-javatra! mbola tsy miaiky foana ve Rana a!

  5. mandehana any MADAGATE mirediredy miaraka amy janot fa maimbo vakio tsara ny voalaza fa tsy miteny foana ireo ny zavatra takiany mouvance RAVALO ampiaro ny FR izay natao sonia izay hiany RABE FOZAORANA

  6. Aiza ry Foza lahy sy Fozavavy aiza o!

    MBOLA LASA NIVAROTRA FIKA RY DENISE-KRISTELLE-NADIA;dIA MBOLA LASA NANANGONA TANDROK´OSY MOARA RY RABE RAOSY !

  7. Ny manam-pahaizananay anie ringahy Louis Michel efa niteny hoe tsy kodeta ny niseho teto e! Ny Amerikana, ny ONU ary ianareo UE no miteniteny foana. Jereo hoy razoky ny définition patati patata. Ampianaro tsara ihany rey olona ny zaza dia mba ampio fahendrena sy fitiavan-tanindrazana. Rehefa jamban’ny vola sy ny fitiavan-tena manahirana.

  8. Dia mazava be izany fa dia tsy hisy mihitsy ny vola na dia hitabataba eo aza ny foza milaza azy ho milay e: Acado (niverina indray fa nahazo vola an!, Rabe,….
    Tena mampalahelo mihitsy izy ireto e!

  9. Raha tsy misy valerany io rangaha io, maninona ny foza no nandadilady nananton’azy ?
    Petsam-bava sy tia fosa fa tsy FOZA anie io olona io ê ! Tantarainy daholo izay ataonareo !
    MDR !!!

  10. Amin’ny maha Rabé vôpl azy dia mitsingevangenaa eny izy sy ny teny hataony!!! natao hiomehezana fotsiny izy fa na dia efa foza anaty lavatay aza izy dia mbola miseho ho mahay zavatra foana zay no spécilitény lainga fitaka sns fa ny zanak’dada tsy taitra @ zany tsony!

  11. Andry rajoelina= PUTCH = GRAND MALFAITEUR = GRAND MAFIA= ASSASSINS= POLYGAME=GRAND MENTEUR=HOMOSEXUEL

  12. Fa inona no mbola haleha any USA? fa angaha tsy fantany fa coup d’état no nataony tamin’ny 3 taona lasa?

    Tsy hahazo reconnaissance internationale eo izy, sady EFA LASA I SARKOZY sy ny forongony efa politique hafa ny any FRANTSA ka tokony hampirin’entana koa andry , ary mitady AVOCAT tsaratsara fa hiandry azy ny eny amin’ny TPI raha mihinzingizina eo izy!!!hafaka manatona an’i Sarko koa izy fa ao anaty affaires maimbo maro koa io ranamana io sao misy conseils d’ami é é é!!!mety hahasoa azy.

    Izahay efa nandefa fitarainana tany amin’i Laurent Fabius sy ny Président François Hollande fa haoka izay ny FRANCEAFRIQUE.

    Ry Malagasy Tohizo ny FITOKONANA ary tsy ny karama ihany fa ny FIHALAN’IO FITONDRANA TSY MAHOMBY IO FA MPANGALATRA sy MPAMONO VAHOAKA MAHEREZA!!!!!FA IZAHAY EO AKAKY ANAREO !!!NY TSY REFESY MANDIDY!!!

  13. La déclaration de la Coprésidence ACP-EU est un constat d’échecs des putchistes durant ces trois dernières années sur tous les aspects de la vie des Malgaches -socio-économiques , politique , juridique , moral-!
    Le plus grave de ces échecs est représenté par la non-réussite de la mise en oeuvre de la feuille de route , que les putchistes ont tenté de torpiller , de rendre inapplicable en bloquant certains articles 16 ,17 ,18 20 , pour des raisons bien précises :
    -pour pouvoir continuer les poursuites ,les enquêtes arbitraires des personnes qu ‘ils accusent à tor et à travers donc bloquer l’article 16
    -pour empêcher le Président RAVALOMANANA MARC au Pays , donc bloquer l’article 20..
    Mais cette décision unilatérale a été prise en faisant fi de l’autorité de la TROIKA / la SADC..,qui a réagi vigoureusement quand les ressortissants de la Mouvance RAVALOMANANA MARC ont décidé de suspndre leur participation aux travaux des trois institutions de la transition (ct ,cst , gouvernement )..
    Cette suspension a rendu inopérante la transition..justement parcequ’elle est devenue
    exclusive et non consensuelle , menée uniquement par les jeux et les etits calculs des putchistes..
    Et voilà que la SADC se fache et éxige Beriziky de faire appliquer tous les articles de la feuille de route.., qui est restée en suspens..
    …La mise en oeuvre de la feuille de route n’est pas réalisée (les prisonniers politiques non élargis , les antennes Radio-TV fermées arbitrairement no ouvertes ,le retour du Président RAVALOMANANA MARC non réalisé ..).
    …La mise en place de la transition consensuelle et inclusive n’est pas effectuée ,

    DONC envisager la tenue d’élections présidentielles et législatives me paraît mettre la charrue devant les boeufs ..oui la maison n’est pas construite et les portes et les fenêtres sont prêtes à être posées …
    Il faut apprendre à reconstruire le Pays par suivre impérativement
    la mise en place des fondamentaux essentiels , mais pas le bling bling de ceni et autres blabla !

  14. Josefa kay moa lehilahy?!

    Tena misy effet ilay sary rehefa jerena andro vitsivitsy aty aoriana, fa indrindra rehefa accompagné par article d’appel au RETOUR A L’ORDRE, dénonciateur des enfreints à nos DROITS de l’homme, l’entretien de cet esprit subversif (terrorisme) permanent putshiste à chaque instant

    De izany indrindra no atahoran’ny devoly isany, hanan’elatra hatrany amin’ny oriory fa ho avy ilay:
    – messie hoy ny zokiolona niala ny jiogan’i Ratsiraka sy administration franctay
    _ sauveur MPANAVOTRA ny firenena hoy ny kely tsy mba mamindro @ famarotana an’i Gasikara @ ambongadiny

    Marina mafy fa ataoko « imprimer en couleur + afficher au mur » io image io leity an,
    miaraka amin’ilay sary tomobilina à drapeau FRANCAIS bleu-blanc-rouge
    iray andro tamin’io!!

    Alefaso alefaso …

  15. Mahita an’io sary farany napetrak’i Josefa io aho, dia mahatsiaro ny zavatra nanjoa an’ny vahoaka malagasy atramin’ny nisian’io fanonganam-panjakàna io.
    Resaka klimôzena fotsiny no raisina !
    Na zaza mena vava na mbola any an-kibondreniny aza (maternité Befelatanana), ankizy kely mpianatra (Square ), marary efa eny amin’ny hôpitaly (Befelatanana, HJRA), olon-tsotra (ankizy, tanora, vatombatony, be antitra), dia voan’ny klimôzena daholo !!!
    Fantatra anefa ny vokatra ratsy aterak’io zavatra io !
    Dia mbola tsy tonga saina ireo tompon’andraikitra rehetra, na dia ny dokotera mpitsabo aza ?

    Tokony mametraka FITARAINANA ANY AMIN’NY ONU SY OMS NY VAHOAKA, fa tsy rariny intsony izao !!!!

    Tsy vitan’ny hoe nanongam-panjakàna, fa tena mbola MAMONO SY MAMOSAVY VAHOAKA !!!

  16. Ataoko fa efa lasa any daholo ny sary rehetra miaraka @ fanazavana
    fa tsy haiko na nisy nitory na ho vitavita @’izao fotsiny ka izay no naha-
    maimolotra an’i domelina , nitonon-tena toa lolofotsy nivoaka tany,mety nitsoaka koa lery fa natahotra ilay
    hetsika kely teo e!dia mody hoe………..??efa be dia be ny fitoriana lasa any anie fa Nanjavona e!!

  17. Tena marina Rana a! be zay fitoriana natao zay, fa nanjavona. Ny mazava aloha, de tsy ny tanan’i Andry no nampanjavona azy. Ny marina, de tsy misy mpiraharaha ny fitorianareo, fa manakorontan-javatra fotsiny. Vorona azon’adala e!
    Miakatra daholo ndray ny tosi-dran’ny Zanakosy eto. Atao ahoana e! ny marina mandratra foana tsinona koa.
    Tsy ampahafirin’ny ain’olona 52 novonoin-dRaosy akory zay krimozena ry KM a! asiana rano ny lamba, de safoana ny maso, de afaka. Aza mandà ny tantara woa, fa jereo aloha ny vay an-kandrina, zay vao miteny olona, ary mendrika ny mpanakorontana sy mpanao la casse ireny, de aiza ireo te ho samy hitarika grevy, toa miantso olona de mandositra, de tsy vanombanona ty tolona e! satria kilalaon-jaza, de ny volan-kakafotra, ny omaly tsy miova e! aza mba vena ihany woa! aiza ny olona rehefa nihetsika t@ 2008. Mba manaova organisation tsara woa raha hanao zavatra, fa ny mokondohan-jiolahimboto sy jiolahimbavy otranareo, tsy tafa na oviana na oviana. De ampiakaro foana ny maripana, fa milay be ny mamaky anareo ry donto a!

  18. Voici pourquoi La France a voulu couper notre élan de relance économique. Voici pourquoi la France veut que la transition perdure . La france a peur que nous soyons le dragon de l’Océan Indien. Cette CENIT , c’est encore la main de la France. Cette Béatrice, est encore manipulée par la France.
    Nous avons perdu beaucoup beaucoup de chose depuis 2009.

    Les chiffre parlent dans ce site :

    http://planipolis.iiep.unesco.org/upload/Madagascar/PRSP/Madagascar_PRSP_Francais.pdf

    Il faut faire sauter ce DJ ! C’est la seule solution!

  19. Misaotra anao Zo ! Tsara mba vakian’izay mbola tsy nahita ! Izaho manana exemplaire iray, mbola ho asaiko dedicacer-n’i Dada indray andro any !!

    Momban’i domelina ! Ny malagasy toa mitovy amin’ilay olona malahelo ny tongony voan’ny gangrena, ka tsy manaiky ny hanapahan’azy ! Ho dangy eo no hiafaràny !

  20. assassinat kabila pere,trafic d’armes,detournements divers,dossiers sulfureux ;c le plus grand rigolo de l’ue

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *