Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

69 Comments

  • misajaona dit :

    Inona tsara ilay kabarin´ilay karilahy omaly , Ry mpiray tanindrazana, zoky zandry rahalahy ranabavy, bla bla bla.

    Dia izao anefa no hanovana ny mpiray tanindrazana raha mba haneho hevitra, dia izao voaravaka basy izao ny atao hoe: Kianjanßny demokrasia.

    hita fa leo ny vahoka, izay ho eny Ambohijatovo mahazo olona foana fa tsy ampy firaisan-kinna, jereo fa miparitaka tsy miaraka mivondrona amin´ny toerana iray. Iza io rangahy lehibe nitarika vahoka anio io: Arahabaina manokana izy ary isaorana nitondra fahasahiana ,ho famonjena ny vahoka.

  • ranavalona dit :

    Ary tsy nisy Bomba sa vovoka indray no nafafy tany anaty olona tany???
    ny ahy ny ahiako rehefa tonga eo indray i dada dia mandà ny hanaovana
    ilay fifidianana indray ireto alika maimay hanao fifidianana dia ny mbola tsy tonga i dada ireto.

  • dénise dit :

    Vive Andry Rajoelina! Vive la HAT! Misaotra anareo miaramila mandamina ny firenena! Ho ela velona sy fanapahana ianareo! Ataovy amin’izay fanaovana azy ireo mitady hanakorontana ny firenena mamintsika ireo! Arovantsika ny filoha ambony sady mamim-bahoaka Andry Rajoelina!

  • raozy dit :

    Tsy tokony hisy mihitsy izany fifidianana izany satria mikorontana ny tany – Toa manome vahana ny fikorontanana aza ny sasany – fa angaha moa ireo communauté internationale hanome inona anao eo raha toa ka mbola izao – ny olon’ny ratsy aloha dia tia fikorontanana fa ny tsara kosa mila filaminana – Mazava ho azy anie ny vary sy ny tsiparifary é ! tsy mahay lalàna ny mpitondra rehetra eto fa ny manao ny tsy mety foana – tadidio anefa fa tsy maintsy misy ny farany na aminao olona irery tia manenjika olona io na amin’ny mpitondra ratsy – tsy maintsy tonga izany ka izay no ilàna ny fahamatorana sy fahendrena eo ampitenenana mba tsy hanenenana na ho tonga ilay fisainana any aoriana any hoe : FA INONA LOATRA ANDRIAMANITRA O NY RATSY NATAOKO NO NANJARY TOY IZAO AHO ?

  • ranavalona dit :

    Maraindraina izany!sary oviana io lesy???
    Natory tsara a??

  • ranavalona dit :

    Sady atao mivandravandra ery ilay saina!!MARARY sy VOAHOZONA????
    Misy tsy metimety ny lohan’i Bomba kosa angamba kah???heveriny fa efa
    any frantsa sahady angamba izy???tokony haparitaka mihintsy ny lohan’iny ho tsapany fa toa tena voa
    mafy mihintsy ilay TOETSAINY.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Amin’ny teny frantsay misy efficacité kokoa ry Njara â ! Ho alefan-tsika any Paulax !

  • ranavalona dit :

    Iza indray ity Paulax ry Kintana??maraindraina daholo izany??
    Nazeran’i kidoro vao maraina daholo angaha??

  • ranavalona dit :

    Milay e!mankasitraka lesy e!!

  • ranavalona dit :

    Faly be bavy !mbô kôzy e!mihorakoraka irery mihintsy aho ato!!

  • batoto dit :

    Ho ANAO RY Denise ,tsy haiko na ct , cst ianao no mbola tia izao fampahoriana vahoaka izao mba alefaso lavitra ny saina fa aza ny anao irery no hitanao jerevo ireo vahoaka maro mijaly tsy misakafo mahantra, tadidio fa mbola ho lava ny andro iainana ary mba mahatsiarova tena, na dia izany aza dia homba antsika anie ny Tompo ka hanome olona hendry sy mahavita azy ho an’ity firenena inty ary ialana @ saribakolimbazaha.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Fisako ho azy tao ny kidoro gonflable, any ka tsy maintsy nitsangana fa narary ny lamosina !! Hi hi hi !

    Misaotra Njara, fa aiza ilay misy saina frantsay ê ?

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ry denizy olona efa lany henatra ê ! Misy milaza fa tsy misasa hono izy io, ka na ny fofona avy eny aminy aza tsy fantany akory hoe manimba ny rivotra hiainan’ny vahoaka !

  • rabe dit :

    Mandrevirevy ndray ve Ranjara sy Rana a! Rajoelina tsy mila mercenaires avy any Sud Af amin’ny fitandrovana ny filaminana. Hay tena volam_panjakana tsy toko tsy forohana ny lanin-dRaosy nanakaramana sy nividianana antsokosoko fitaovana nampiasana hamoretana sy namonoana vahoaka toy ireny tamin’ny fotoan’androny. Ny miaramila gasinay ireto, mahavita azy, bien organisé, hany ka mihinan-dadiny foana ny devoly zay te hanakorotana rehetra. Mipoitra ry Zafy, ka e!e!e!, mody mitomany, mipoitra Ramamy sy ry magrobaka, ka lacri de mitomany, mipoitra ry free FM, mandositra manafi-tena, mipoitra koa ty Raprof te hahazo seza ka e!e!e!, tsy mila omena lacri akory, fa jeunes vitsivitsy no mifanandrina aminy de bye!bye!. Ny tokony hataonareo ry Njara de mitomany sy miangavy andro aman’alina hanapa-kevitra hody sahy hisetra an’i Andry. Vava fotsiny ane ty miala miala ity, fa tsy ho tanteraka na oviana na oviana e! Ny modian’ireto fanina, de ny dadany no efa niala hatramin’ny ela. An!an!an! ry HoAiza a! TSY VOAHONGANA FA NAMETRA-PIALANA! Mba valio ry HoAiza a! FA NANINONA WOA NO NAMETRA-PIALANA DADANAREO E! zay nametra-pialana ane tsy tokony hiverina intsony e! satria ve kely say sy saro-tahotra de nametra-pialana? Aiza no tsy handihizan’ny Zandrinay henjana be, ka volosany otran’ny ankoho hatramin’ny TIKO. Zany refa tsy lehlahy fa sarim-bavy. Tsy digne d’être un chef. PD otran-dry Raverb! De asio fihetsiketsehana hafa ndray, rahampitso na rafakampitso, hihomehezana rehefa avy mody avy latsa-dranomaso avy any. Ireny le woe mody @ pataloha foana nandritra ny telo taona. Dadabenareo 80 taona aza ity leo tanteraka satria henjana be ny adve. Hi!hi!hi, tsy mbola nahita oppositions vendrana mianakavy otran’ny any Mada ny tenanay.

  • rabe dit :

    …manapa-kevitra hody Raosy.

  • ranavalona dit :

    Eo @ valahan’ilay 4.4 mangamanga ilay saina frantsay sady atao mivandravandra beuu ery!
    @’ilay sary faharoa Kintana a!!mbola matory koa ialahy izany!!!ndana aloha misasa tarehy!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tarito amin’izay ny havana aman-tsankaiza hivaoka ny trano, haneho ny hetahetam-pony !!

    Tsy nazava tamin’ny vahoaka laotra ny tetikin’ny SADC atramin’izay, koa dia nanao fanambaràna ry zareo izany omaly, ary nilaza ny tokony ho ataon’ny vahoaka !

    ….
    « Reconnaissant les frustrations des malgaches, dues à la lenteur de la transition que le pays a entreprise, le bureau de la SADC a appelé le peuple malgache A EXERCER SON DROIT UNIVERSEL ET DEMOCRATIQUE AU RASSEMBLEMENT, ET A LA LIBERTE D’EXPRESSION mais en LE FAISANT PACIFIQUEMENT ».
    ….
    (Agence XINHUA)

    Aza matahotra intsony, ary atao am-pilaminana toy ny mahazatra ny hetsika !! Eo ry zareo hanara-maso !!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Hitako anie io sary faharoa io, fa ny coms no mba tiako ataon’i Njara amin’ny teny frantsay ê !
    Mi-intéresser an’ireo olona hiaon’amiko rahariva koa ireo !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Adinoko, ny dosy efa tamin’ny 6h30 ; madiodio sy manimanitra daholo tsy tahaky ny an’i denizy ! MDR !!

  • ranavalona dit :

    Mazava Kintana a!!Io indray ialahy ry Njara!!
    inona indray izao io Josefa io??zà tsy resaka!!
    Toa lahy beuu daholo ireto izy??Tahaky ny tsy maintsy halazo ihany ilay
    PIKA raha izao no fandehany marina mooo!!maty ialah ry FOZA fa ela izay
    nanaovan’ialahy ts’inona ny vahoaka izay, aza misy matoritory intsony fa lasa
    izao!!!tsy maintsy miala domelina ary ho tarisina @ sangany eny @ ARABE.

    Ny mahatonga ahy manontany anao ry Njara ny @’ilay sary dia i Hoaiza mantsy nilaza omaly
    fa mbola tsy nisy olona teny @ Ville teny asa iny T@ firy ny omaly io???dia gaga aho izao ity!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Iray ora folakandro, ora malagasy ! Tonga tsikelikely ny olona !

    TSY MILA MPITARIKA INTSONY IZAO Ê ! Izay te hijanona ao amin’ny Magro mijanona ao, na dia ireo mpitarika fotsiny aza sisa no mijanona ao, tsy maninona ! Avelao ry zareo hanao gardien ao !

    Avenues sy 13 MAI ihany no ady eo ! Tsy mila Kianjan’ny Fitiavana izany ! Fa inona angaha no fieveran’ilay domelina ny vahoaka malagasy ? Any am-pandriana ny kianjan’ny fitiavana !

  • ranavalona dit :

    Mazava be!!MDR!!( ilay resaka fitiavana)
    izay tsy musy mpitia ihany no mitady izany , manao ratsy kah!

    Izao ity ve?? tena milay be izany!!( ilay sakoroka?)lasa izao!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Manifestation DANS LE CALME !! NO SAKOROKA PLEASE !!!! Tsy hitanao angaha ranavalona ireo miaramila manao tenue civile, sy jomaka nalefa handrava ny hetsika ireo ?

  • Njara dit :

    Tsy Izany Josefa izany aho, ny anarana nentiko dia hoe Lemena ! Mdrrrr !!!
    Avelao aloha mba ho hitan’ny olona ity sary ity vao tsindriana komantera moa e !
    Josefa dit :
    24 mai 2012 à 11 h 56 min

    http://i42.servimg.com/u/f42/17/12/01/17/manif-10.jpg

  • Tanora dit :

    Misandoka tolon’olona indray ve ry Njara a, Tsy misy olona hiady an’i ra8 mihintsy ireo olona ireo na iray aza, ra8 izany hoy ilay olona tena akaiky azy indrindra izay omaly dia tsy ho tafody eto raha tsy afaka 30 taona.

  • Ditra dit :

    Ny mahavoa tsika malagasy de zay tsy mahay miara miasa zay. Tsy misy vaha olana mihoatra ny fifidianana ra @izao na dia tsy izany aza anefa no itako tena mety ho an’ny Malagasy fa fanovana ifotony mihintsy( rafitra, toetsaina sns…), sarotra de sarotra izany raha @izao fotoana izao, koa de manainga re aza izy roalahy no dradradrai-tsika (tsikera,fanoanana sns…) fa ny tena tombotsoan’ny Malagasy no tokony ho tena jerena.
    Ho ela velona i Madagasikara <3 , ho ela velona ny Malagasy <3

  • dénise dit :

    Tafita ny tanjona tian-ko tratrarina hampizarazarana ireo mouvance Ravalo ireto: voazarazara tanteraka ankehitriny ny zanak’i dada! Maro no lasa Free FM, ny hafa dia azon’ilay professeur omaly ny fony, ny hafa mivondrona amin’ny vondrona kely madinika etsy sy eroa! Very tery ilay tanjona niombonana. Adino tanteraka i Valomanana. Ny mpitarika ireny vondrona kely samihafa ireny moa dia ny mba hahazo toerana na seza ny tanjony, ka mba manao avo vava, avy eo afaka mifanakalo hevitra amin’ny fitondrana, avy eo mba omena seza kely dia mangina! I Valo moa dia efa io izy mipitrapitra ao Afrika atsimo io sisa andaniany andro!

  • Dr CELESTIN Robin dit :

     » NY SOA ATAO LEVENAM-BOLA!NY LOZA NATAO LOZA MIANTONA  »
    « BIEN MAL ACQUIS NE PROFITE JAMAIS  »

    Les putchistes ont cessé d ‘assurer chaque « la une  » des ctualités chaque jour..
    Leurs activités se résument :
    …à faire refaire ou reprendre des procès dont les verdicts n’ont été ni satisfaisants ni convaincants pour la confirmation de leurs machinationsqu’ils ont échaffaudées ,
    …à attaquer le paisible Peuple qui se réunit pour écouter les discours des membres du CT et du CST membres de la mouvanceRAVALOMANANA MARC , mouvance qu’ils accusent comme fauteuse de troubles
    …faire des discours afin que rajoelina puisse raconter ses voyages  » fructueueux « aux Nations -Unies , à Paris..!
    Mais , tout compte fait , ces gesticulations n’ont été que du vent et trahissent des peurs de la manifestations de la vérité sur le bien fondé de ces activités illicites effectuées pour Nous faire croire que ces activités ont été admises , n’ont pas rencontré des refus , des remontrances de la part de la Communauté internationale..

    Et Nous les Malgaches ont en voulu à la Communauté internationale qui a laissé rajoelina pouvoir tout faire malgré sa condamnation après le coup d’état..

    Heureusement que les organismes dépendants de la Communauté Internationale / les Nations Unies réagissent..peut-être avec retard..Mais il se peut qu’ls réagissent justement en ce moment précis parcque rajoelina et ses voyoux sont dans la nasse.

    Alors suivez scruleusement cette perquisition menée par l’OACI aurès de l’Aviation Civile de Madagascar..Vaste opération qui a fait tomber de nombreux gouvernements ou a porté atteinte à la crédibilité de nombreux Etats..

    Audit de l’OACI : l’ACM n’obtient pas de sursis

    Publié le Jeudi 24 mai 2012 à 10:20

    L’audit prendra fin demain

    Les autorités malgaches n’ont pas obtenu gain de cause sur la demande de report de l’audit de l’OACI sur l’ACM. Les experts mandatés par cette organisation internationale se trouvent dans nos murs depuis lundi dernier pour mener leur enquête.

    L’enquête menée par l’Organisation de l’Aviation Civile Internationale (OACI) décidera du sort de l’Aviation Civile de Madagascar (ACM). Cette organisation rattachée aux Nations Unies a mandaté une délégation de techniciens, lesquels ont commencé leur mission lundi dernier, pour une durée de 5 jours. Au terme de cet audit, Madagascar pourrait, soit être retirée de la liste noire de l’Union Européenne, soit voir sa sanction rallongée pour une période supplémentaire. Le DG de l’ACM, Robert Razafy a évoqué l’importance de cette mission étant donné que l’avenir de l’aviation malgache en dépend. Davantage de sanctions sur l’ACM risquent de mettre sérieusement la compagnie Air Madagascar en difficulté, mais aussi discréditer la Grande-Île vis-à-vis des compagnies aériennes internationales.

    L’audit de l’OACI se base essentiellement sur un les 800 points d’un questionnaire auquel les responsables de l’ACM devront répondre. La position de l’ACM par rapport aux normes internationales, sa capacité à assurer la sûreté de la navigation aérienne dans son domaine ou encore les méthodes de gestion et de gouvernance, autant de sujets sont abordés dans ledit questionnaire. On peut dire que l’ingérence du régime à travers l’usage abusif des NOTAM ou la rupture unilatérale de contrats comme celui de la SRDI risquent fort de baisser la note de l’ACM.

    Le régime de Transition savait que l’ACM n’était pas prête à accueillir cette mission d’audit dans le contexte actuel. Le mois dernier, le ministère des Transports a concocté un projet de loi portant sur la révision du Code de l’aviation civile de Madagascar. La requête de report de l’audit de l’OACI a été soumise par la même occasion. Le ministère comptait préparer le terrain et effectuer des restructurations de taille, notamment pour remettre l’ACM au niveau des normes internationales de l’aviation civile. Il se trouve toutefois que les questions de sécurité et de sûreté sont des sujets délicats, surtout dans le domaine de l’aviation.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Ces putchistes se sont cru futés et capables de faire des pirouettes autour des organismzq internationaux qui plus est font parties des services spécifiques des Nations Unies..
    Le fait que ces organismes ne se manifestent pas assez tôt ne signifie pas qu’ils ne s’interessent pas aux dysfonctionnemùents ou à ‘indiscipline de leurs adhérents ou des Pays membres des Nations Unies ayant couvert les fautes et les non-respects des réglémentations imposées à des servics importants comme l’ACM ,IMPORTANT PAR LE SEUL FAIT QUE L’ ACM DOIT , EN TOUTES CIRCONSTANCES , SCRUPULEUSEMENT RESPECTER ET APPLIQUER LES DISPOSITIONS ET LES DIRECTIVES DE L’ OACI ..

    ET VOILA ..L’OACI SE PRESENTE ET VEUT TOUT SAVOIR SUR L’ACM ET SES ACTIONS ET..SES EXTRAVAGANCES NON AUTORISEES EFFECTUEES SANS SCRUPULE NI VERGOGNE AU NON DE L’AVIATION CIVILE INTERNATIONALE…LES NOTAM ETAIENT DES FAUSSES NOTES DE SERVICE
    DONC AU MOINS IL A EU FAUX ET USAGE DE FAUX , C ‘EST DE L’ESCROQUERIE…

  • vondinahitsyJE dit :

    ary mba jereo ity : http://lafy8.forumactif.ca :)

  • HoAiza dit :

    Tsy misaina afatsy ny hoe mahasintona @ ny FO ry Denise

    Ilay sary n°34 dia tena maninton’ahy an!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Asakasak’izay voasintona ! Mba tia ihany izay tia izany ?

    Fiaraha-miasa amin’ny ahoana ry ditra â ?
    Nahoana no tsy maintsy hiara-hiasa amin’ny jiolahy, mpangalatra sady mpandainga ??
    Tsy i domelina ihany fa ireo namany rehetra, sy izay nanohana an-kolaka an’io FANONGANAM-PANJAKÀNA IO ?

    Raha ny tombon-tsoan’ny vahoaka malagasy no tadiavinao, dia tohany ny famerenana ny ara-dalàna ! Kiano ataovy ren-tany ren-danitra fa tsy rariny ary tsy ara-dalàna ny fandrobàna ny fananan’ny olona ! Voalohany amin’izany ny oron’asa TIKO izay hiaran’ny TSY RARINY SATRIA FANJAKÀNA TSY ARA-DALÀNA ( NY TRIBONALY AO ANATINY ) NO MANJÀKAZÀKA !!
    Tsy hilamina io raha tsy miverina eo ny Prezidà ! Mandainga sy olona tsy mahavoa izay olona mbola sahy milaza ny contraire !

    Ny fiverenan’ny Prezidà no mi-conditionner ny apaisement social !

    Aza maika hisakafo eo ambony latabatra feno tay rê !

  • Njara dit :

    Hitako tsara ilay mesazinao HoAiza ! Miandry fotoana ny zava-drehetra e !
    Ity sary ity ve no tena manitona anao ? Asa izay mba fahitan’ny hafa azy !!! ;)

    -
    Araka ny vaovao azoko dia EFA nanapa-kevitra i Dada ;)
    -
    Asa raha mbola MBA HANASA ny malagasy ao Parisy Atoa Mamy Rakotoarivelo alohan’ny Hiverenany aty Dago !!! ENGA ANIE !
    http://i42.servimg.com/u/f42/17/12/01/17/19_05_34.jpg

  • HoAiza dit :

    Efa hitan’i km ny vaovao nivoaka mikasika ny TIKO?

    Tsy asiako SIRA alou
    fa ry denise tsy mahita atokona
    mpijapy manARABO olon ==> 3V sans-valera

    Tapi-dalan-kaleha toa an’i Andry Rajoelina…

  • Njara dit :

    - @ DITRA

    Nianatra tao @ Paul Minault ( Androhibe )aho ! ary ianao ? :)

  • HoAiza dit :

    Io ndridra

    Manakaiky ny fiainana andavan’andro aty

    Vao tonga ato an-trano aho io
    nandeha an-tongotra avy teny antsasa-dalana
    fa mi-grevy ny taxi-be
    (contre police pour confiscat° papier pour un rien
    bien que vola en contrepartie dejà empoché)

    De maresaka ery teny an-dalàna
    ny zatovo mitangorina handrenesanao resaka toa ny hoe: « izay mbola manohana an-dRAJOELINA amin’izao dia tena … » (aleoko tsy tohizana)

  • HoAiza dit :

    Tafa io message io: mila alefa foana isaky azo
    __

    à photocopier (en couleur)
    et
    coller aux murs !

  • LAZALAZAO dit :

    Ny tena mahalasa ny fisainako dia ny nahita ireo olona marobe teny Ambohijatovo, nefa ny Syndicat des journaliste nilaza fa tsy ho avy, ny Zanak’i dada tsy nakeny ary ny Kung Fu koa tsy teny. nefa dia be dia beny olona. Raha jerena avy ety ivelany dia mitovitovy @ ireo olona teny @ 13 mai t@ 2009 ry zareo ….. Mahatsiaro-tena ve ry zareo fa diso, ka nanohana olon-adala ary nanenjika ilay olon-kendry. Nivadika amgamba ny rasa.
    Ny tena mbola tsy ampy @ Malgasy dia ny firaisakiana. maninona moa raha mba tsy manenjika an’i Marc Ravalomanana intsony ny free Fm ? ary maninona raha mifanatoona ny mpitarika ?

    Isika Malgasy irery ihany no vaha-olana hoan’oty firenena ity.

  • Njara dit :

    Efa namaky an’ity angaha ianao LAZALAZAO ?

    IZA ARY NO TENA AFAKA MANAMPY AN’ I MAMY RAKOTOARIVELO? le Lun 16 Avr 2012 – 14:53
    Jaohasy

    Messages: 160
    Date d’inscription: 21/12/2011
    Raha zaraina isan-tsokajiny ny sehatra azon’ny mpanohana ny ara-dalàna iadiana dia ireto avy izany:

    - Eo amin’ny sehatra iraisan-pirenena:

    a./ Firenena Mikambana:

    Ramatoa Lila ratsinfandriamanana dia mety afaka miresaka amin’i Andriamatoa Kofi Annan mba hahafantaran’ity lehilahy ity ny zava-misy an’i Madagasikara.

    b./ Vondrona Eropeana:

    Tokony hanohy ny fiaraha-miasa nisy ny Ramatoa isany Naika Eliane sy Patricia Lehmann eo amin’ny fampahafantarana an-dry zareo eropeana ny tranga rehetra misy any an-toerana.

    c./ SADC:

    Raymond Ranjeva sy Lila Ratsifandriamanana dia afaka mifampidinika amin’i Ramatoa Asha-Rose Migiro izay mahalala ny momba an’i Gasikara indrindra tamin’ny io Ramatoa io niasa tao amin’ny SADC.Amin’izao fotoana izao dia miasa ho amin’ny firenena mikambana io Ramatoa io.

    - Eo amin’ny sehatra ny firenena:

    a./ Ny foloalindahy:

    Ny jeneraly Ranjeva sy Andriamatoa Didier Ratsiraka dia mifankahalala ary mahanfantatra manamboninahitra maro ao amin’ny tafika.Mba hiangaviana izy ireo hifanakalo hevitra amin’ny tafika mba hiara-mitady vahaolana amin’izao krizy mianjady amin’ny firenena izao.

    b./ Ny fitondrana:

    Tokony hamerina ny hetsika indray ny filoha Zafy Albert ary hanindry an’i Omer Beriziky mba tsy hanome vahana an’i TGV.

    c./ Ny daholo be:

    Ny GTT, TIM, Ankolafy telo dia tokony hiverina hiaraka sy hiray hina ka tokony i Zafilahy na i M. Hanitra na Rakotoamboa na Naika Eliane no handrindra ny fiarahana mihetsika ataon’ny mpanohana ny ara-dalàna.

    MBA DINIHO IHANY IREO SOSO-KEVITRA IREO RY ZAREO FA NY FIRAISANA NO HERY HOY NY FAHENDREN’NY NTAOLO.MISAOTRA TOMPOKO.
    http://lafy8.forumactif.ca/t25p30-le-retour-du-president-marc-ravalomananaet-discussions

    « Exister, c’est insister » J.Halliday

  • ranavalona dit :

    Izaho vao saika hamaly an’i Ditra fa ny an’i Kintana no tonga aloha.
    Tsy tahotra tsy henatra dia mitady handamindamina resaka eo.
    Efa fantatra ny toerana MISY SY NISY ny olona toa anao Ditra a!!fantatray hoe avy aiza ianao dia
    ho aiza indray, tsy misy azo hampiesonina intsony eto e!!ampy izay!!ary tsy ny zanak’i dada mihintsy
    no hovarotana saka be loha eto. Dada no vahaolana dia ampy izay!!ny sisan’izay Bla!bla! daholo ka
    tsy lasa lavitra.Na ianao momba an’i dada na domelina fa aza MISABAKA sao tataka ny elakela-pe.

  • Njara dit :

    Rajoelina DILAPIDE tous les biens de PRODUCTION de TIKO, pour que le PRM Ravalomanana n’ait pas de fond pour se faire elire !
    -
    C’est le but PRINCIPAL de la HAT.
    -
    rajoelina prefere faire venir de…..France les produits laitiers que Madagascar peut produire sur place par la Société Tiko.
    -
    Ni plus ni moins qu’un acte de bandit . Pas de Justice et toujours des repressions sans FOI ni Loi.
    -
    Si Tiko disparait, les Compagnies Françaises peuvent s’installer à leur guise, sinon les malagasy ne mangeront plus que leur pipi ( traduction en malagasy ???!

  • Njara dit :

    Rajoelina n’a qu’un seul but :
    -
    - DETRUIRE MADAGASCAR pour que les malgaches soient sous le joug des français !
    - Ce type n’a rien dans la cervelle (s’il en a…) .
    - Patriotisme ?
    - Il ne connait pas
    - Etre un traitre ?
    Il connait bien, même tres bien, car IL L’EST. Une pourriture, ni plus ni moins : UN VERITABLE Foza des latrines .

  • KintanaMananDrambo dit :

    Pas nécessairement les français, les karana en premier lieu !
    Karana, ex apatrides et devenus franco-malgaches ! Ils ont rien à cirer de Madagascar ; du moment qu’il y a des affaires à faire, ils sont là à presser le pays comme un citron !
    Le jour où ce dernier n’aura plus de jus ou sera gâté, ils s’en iront sous d’autres cieux monter d’autres biz’ness ! !

  • KintanaMananDrambo dit :

    LAZALAZAO,

    Nisy ny fifanarahana tamin-dry Lalatiana sy Fidèle, izay natao tao Bel-Air !

    Ry Lalatiana efa tonga saina dia nilaza fa tsy hanenjika ny Prezidà intsony !
    Nisy olona noho ny antony tsy mazàva, dia nanàkana ny Mouvance tsy hivaoka, avy ao amin’ny Magro !

    Inona no antony ? Mbola hisy ny fanadiadiana !

    TSY EFA HOE, HATAMBÀRO VE NY HERY ?

    Tsy voavakiko daholo ny post rehetra Njara, fa izao : Domelina, il s’en fout des produits laitiers ou autres ! Ses comparses ou commanditaires et lui, n’ont qu’un seul objectif : Rayer l’entreprise TIKO de l’environnement économique malgache ! TIKO ne travaille uniquement pas dans le secteur laitier ! Pourquoi les Ramaroson ou Ramanandraibe ou Andriantsitohaina, n’avaient pas eu un seul instant l’idée de faire des boissons du genre Coca ou autres limonades ou jus de fruits ?
    Plutôt que de s’unir ou retrousser leurs manches car il y a tant de secteurs à promouvoir, à développer, ils ont préféré laisser les « étrangers » régner sur la quasi totalité de l’économie, moyennant quelques misérables « millions » de FMG !

    Pour info, c’est une société détenue par un karana qui fournit maintenant SHERITT, en « YAOURT » !

  • HoAiza dit :

    A chacun son tempérament!

    De ce qui s’est passé Mercredi, l’on peut aisément noter qque chose de similaire ressorti des évenements de 2009: des barbots lance-pierres recrutés par Andry Rajoelina pour alléger le travail du junte au solde des PUTSHISTES.
    Face à cette autre arme offensive de cette armée pro-AndryRajoelina, il y en a pas mal de petits qui n’attendent qu’être mobilisés pour rouler aux mêmes causes au retour de l’ETAT DE DROIT!

    Tant mieux que Lalatiana ait mûri,
    j’acceuille d’un bon oeil les airs de Thierra Bruno sur Free fm alors

  • Tanora dit :

    KM, vola tsy toko tsy forohina ny no nangalarin’ny de8 tam vahoaka malagasy, ka na INjet io na Tiko reefa mangalatra dia tsy maintsy mamerina izany am Vahoaka Malagasy.

  • KintanaMananDrambo dit :

    MBA MILA FANAZAVÀNA MOMBAN’NY RAHARAHA TIKO IZAHAY RY MYDAGO Â !!!!!

    SA TSY DIA MANINTONA ANAREO IZANY RAHARAHA IZANY ????? AIZA NY DECLARATION AVY AMIN’I

    ME HANITRA, ILAY MPISOLOVAVA NANANKINAN’NY FILOHA RAVALOMANANA NY FIAROVAN’AZY SY NY

    FANANANY REHETRA ???????

    HoAiza,
    Pour cuire ses aliments, quand le gaz et l’électricité, ou encore le charbon de bois nous manquent, il faut savoir faire feu de tout bois ! Y en a même qui cuisine avec de la bouse de vache !

  • Ditra dit :

    ho an’io Kintana, hoy inao hoe:
    « Fiaraha-miasa amin’ny ahoana ry ditra â ?
    Nahoana no tsy maintsy hiara-hiasa amin’ny jiolahy, mpangalatra sady mpandainga ??
    Tsy i domelina ihany fa ireo namany rehetra, sy izay nanohana an-kolaka an’io FANONGANAM-PANJAKÀNA IO ?
    Raha ny tombon-tsoan’ny vahoaka malagasy no tadiavinao, dia tohany ny famerenana ny ara-dalàna ! Kiano ataovy ren-tany ren-danitra fa tsy rariny ary tsy ara-dalàna ny fandrobàna ny fananan’ny olona ! Voalohany amin’izany ny oron’asa TIKO izay hiaran’ny TSY RARINY SATRIA FANJAKÀNA TSY ARA-DALÀNA ( NY TRIBONALY AO ANATINY ) NO MANJÀKAZÀKA !!Tsy hilamina io raha tsy miverina eo ny Prezidà ! Mandainga sy olona tsy mahavoa izay olona mbola sahy milaza ny contraire !
    Ny fiverenan’ny Prezidà no mi-conditionner ny apaisement social !
    Aza maika hisakafo eo ambony latabatra feno tay rê ! »

    Raha izaho manokana lo de tsy contre ny fodiandRavalo, mila miomana tsara anefa ny @izany mba isian’ny sécurité sns, refa tonga izy , na i Andry na Ravalo sy ry zero ex-prézida tsisy mahazo mitsabaka ao anatin’ny transition hafa( rafitra vaovao, ka eo vô manomana sy manantanteraka ny fifidianana, de mahazo milatsaka ze de ilatsaka, fa izay mamin-bahoka ihany no lany.. Izay no tena fiara-miasa tiako lazaina! akoatra an’izay itako fa manalava ny crise fotsiny.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Raha izay indray dia resaka hafa, ary dia tena manohana tsara ny eritretrao ny tenako !
    Ary izany anie no tena voasoratra ao amin’ny Accord de Cotonou, mba tsy hisian’ny toa izao hiainantsika izao ê !

    Ny Constitution TENA IZY KOA AZA ADINO ! Ny Referendum izay nolazain’ilay dondrona fa manan-kery, efa tsipahin’ny CI ; ny mahagaga anefa dia mpanao gazety avy ao amin’ny Midi, toa misy mivoy foana fa hoe manan-kery izy io !!

    Fa dia asa laotra ny ao anaty atidohan’ireto mpiray tanindrazana tsy mijery lavitra, ankaotry ny tendron’orony !

    MPANONGAM-PANJAKÀNA INDRAY VE NO ASAINA MITANTANA TETEZAMITA, KANEFA SAZIANA IHANY KOA ? Tsy ny malagasy ve no tompon-draharaha, no ny « vazaha » indray no mibaiko an’izay tokony atao ?

    Tsy contradictoire ve izany zavatra izany ? Asa ?????

  • verbeeck dit :

    Mpianatry Pata Njara ??? raha manadino anao aho aoka ho neniko ilay loranom-pahendrena zay notovoziko!!! PATA tiako mamiko!

  • ranavalona dit :

    Eto aho dia miala tsiny ry Ditra fa izay vao azoko ny tianao lazaina,ary manoana ny hevitrao
    koa aho raha io kah!izaho no tena nasiaka ,koa manao azafady re TOMPOKO o!!hitanao Ditra?
    ilay nandaharanao an’i dada @ domelina no tena tsy tantiko ary nampasiaka ahy mafy satria
    hoy mantsy ianao hoe:  » aza izy roalahy no dradradradraina…. » ataoko fa tsy hanome tsiny ahy
    ianao fa izay no antony????
    Dia ilay hoe: tsy miditra ireo EX- prėsida, ataoko fa efa naverimberenin’i dada io fa izay hilatsaka ho fidiana dia tokony tsy
    hiditra @’io tetezamita io, nefa moa ilay izy novadika ambony ambany t@’ ity tondrozotra fa mbola ilay « izay tiako ihany io »
    izay mahafalifaly an’i domelina sy ny renikely dia izao no fandehany.
    Koa mbola mamerina ny fialantsiny rė Tompoko o!!Mamy be anie izany dada izany e!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ny prezidà efa hatrany Maputo no niteny fa tsy te-hiditra amin’izany tetezamita izany !
    Atramin’izao, MBOLA TSY MISY NY TENA TETEZAMITA ! TELO TAONA MAHERY IZAO !!

    DIA INONA IZANY ATRAMIN’IZAY ?????? FITANTÀNAN’NY MPANGALATRA FAHEFÀNA ????

  • KintanaMananDrambo dit :

    Mba jereo kely koa ato ry foza rehetra â !

    http://www.madagascar-tribune.com/Retour-discret-du-president-de-la,17507.html

    Nangidy hoy aho ny rorany ! Tsy sahy tonga dia nody fa niafana tany Nosy-be, nandany volam-bahoaka !

    Tsy sahy nitaingina AirMad akory !!! Misy kômantera mahatsikaiky ao, hi hi hi !

    Ao amin’ny Tribune ihany koa ! Nangataka hono i Beriziky mba « tsy ho ampiarina intsony ny art 96 ny Accord de Cotonou » !!
    Fa ahoana re izy izany ê ???

    RAHA NAMPIARINA IO ARTIKLA IO, TSY HO EO AMIN’NY TOERANA MISY AZY IO I BERIZIKY, ARY INDRINDRA FA I A Nullisime !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site