Fitsarana ny raharaha Tiko : nifanandrina ny vahoaka sy ny « herim-pamoretana »

Antsirabe, 04 mai 12 (19)

Vao tamin’ny  7 ora sy sasany dia efa feno olona tonga manodidina ny Lapan’ny Fitsarana teto Antsirabe io maraina io.Liana amin’ity raharaha momba ny Orinasa Tiko ity manko ny mponin’ny Vakinakaratra.

Rehefa nanomboka nitangorona ny olona dia tonga maro dia maro ihany koa ny « mpitandro filaminana » Emmoreg nandrava izany vahoaka marobe izany.Nisy ny nilanja sora-baventy maro tamin’izany.

Araka ny nambaran’ny mpisolovava Me Norosoa Raharimalala tamin’ny mpanao gazety dia tsy fondé ny fanakanana ny Orinasa Tiko tsy hisokatra (TIA).Marihina fa manana 8 andro ny Tiko hampiakarana ny raharaha.

 

22 pensées sur “Fitsarana ny raharaha Tiko : nifanandrina ny vahoaka sy ny « herim-pamoretana »”

  1. Hitanareo ve ny soratra @ fanamian’ilay POLICE ry zareo???
    POLICIA????.avy aiza dia ho an’iza ireto police ???????
    Dia jerevonareo fa tsy voasaron’ilay satrony intsony ny lohan’ilay BĖ ATOKA fa ilay vatatay kely ery
    an, mikobana be ilay satroka pô vy.

  2. « AVELAO IZAHAY HIASA? »

    – Hitsindroka zaoridira
    – Hivaro-b..
    – Ho andevom-bazaha sy karana
    – …
    Izany no tadiavin’ireo fa aza be fanantenàna ê !!

    Impiry lazaina ianareo fa rehefa manao sora-baventy fitakiana toy izao, dia mba ataovy amin’ny teny frantsay sy anglisy ?
    Ireo manoloana anareo ireo, sady tsy mahay mamaky teny no tsy misy fieritreretana intsony !!!
    Ny sasany aza toa teny tsy fantatra araky ny voalazan’i ranavalona no mety ho hainy !

  3. NY POLISY SY NY MIARAMILA NO TENA BE TSY MAHAY MAMAKY TENY SY MANORATRA KOH!RAHA TSY IZANY VE ANY DAHOLO NY GASY NOANA NO MIDITRA ?MIARAMILA SY ZANDARY,MIASA @ ATOANDRO DIA MANENDAKA @ ALINA,ZANY NO TENA HOE FANJAKANA JIOLAHIMBOTO TOA AN’I TGV IO FITONDRANA IO AN!

  4. Aza asiana fiatsaram-belatsihy fa iza no mahafinaritra anao ny mijery kisoa sa miaramila gasy ?

  5. Ranavalona

    dia ny jiron´ny fiara 4×4 aza ity, Bleu ,blanc,rouge.

    loza marina fa nverina ny fanjanahan-tany, Notsipazaní frantsay vola dia hadino ny kapoka nahazo ny ray aman-dreny tamin´ny fanjanahan-tany.

    Tsy fantan´ireto Mlagasy bado tahaka ny zandary sy polisy ary miaramila, fa maika ny handroaka ny harentsika fotsiny ny frantsay rehefa foana ny harenatsika dia miala ho azy ireo. Tsy hijery ny fahntrana, sy fahavoazan´ny firenena.

    aza hadino fa ny tolona izao, dia ady amin´ny FOza OUST!!!! dia ady amin´ny fanjanahan-tany ataon´ny franceafrique mpangalatra .

  6. Misaotra anao nitondra an’io sary io eto ry vola, fa ny sarin’ireo PICK-UP TENY AMBOHIJATOVO, efa naparitaka eran’izao tontolo izao !
    Ary iza aloha ity resahin’i rama fa tsy azoko ê ?

  7. Mivory ny GIC amin’izao fotoana ! Tsy ho ela dia ho avy i Fransman hanao tatitra, satria efa tonga any atsimotsimo any ny ho vokatry ny fifidianana frantsay !
    Ho sahy hijoro amin’ny fahamarinana amin’izay ve sa mbola misy izay tavela ?

  8. Misajaona a! volon-davenona kosa io e!!!hi!hi!hi!!!!!!! MDR!!!!!
    ilay jiro e!!
    Marina ny anao ry Kintana ny @ ilay sora-baventy tokony hatao @ anglisy na frantsay.
    Ary ity saina frantsay e!!dia tsy tahotra tsy henatra!!izany dia moramanana fotsiny, mpivarotra tanindrazana izay efa zatra
    mivarotra ANABAVY moa dia mitapina inona ny masony????

  9. azafady Misajaona fa tsy hitako a! hay ilay JIROMENA eo ambony ?????
    izay vao hitako! tena marina! volan’i RENIKELY kosa angamba no nividianana ireo????
    aleo mba HIHOMEHEZANA kely ha!ha!ha!!!!!manonofy!!izaho aza mba fotsy hoy Masina Maria!!

  10. Ô ry KM a! fanga hono le tsy tia Frantsay miara-milalao kanetibe @ Frantsay. Ny vava woa ny anlisany no be de be, fa lisany ireny le tena mpanao oui mse, oui mse, refa voatreron’ny chef vazaha any am-piasana. Raha za lisany mody, raha ny fomba entin’ialahy isany mankahala Frantsay, fa na de ny tour Eiffel aza, hiambonareo tsara ny sariny, any @ Sit nareo hafa any. De aza mampiresaka woa ry KM, fa tsisy François Hollande, na ny ekipany hiara-hilalao kanetibe handany fotoana aminareo zany @ity androm-pifidianana ity izany eo, fa fantatray tsara rangaha fa mipetraka aty Frantsa, fa tsy de ilaina loatra ny manaporofo an’izany.Vantard be Rana ty anadahinao ity, te hatao woe Frantsay, kanefa loza ny tsy fitiavanareo ny Frantsay. De zay woa, ny anareo eny an-tokotany foana no raisn’olona( mety zesta be sy lainga io a!) rehefa mba misy fitakiana, de maiavana be, fa ny anay, resaka diplomasia, sur rendez-vous, de mahomby be! ka sagnagna be tsinona koa, eny am-panaovana boule hono, no hanaovana négociation momba an’i Mada.
    De io koa Rana anabavinareo, rakalavena, fa bleu, blanc, rouge hono ny jiromangan’ilay fiara vaovao, saika io loko avokoa no ampiasain’ireo, POLICES maneran-tany, ary miavaka @ireny ny USA, de taitran-draha madinika tsisy fotony. Ny mamparary fo an’ireto, sanguinaires otran-drainy ireto mantsy, de tsy faly ireo, raha tsara fitaovana sy afaka manenjika ny jiolahy @ fotoana fohy ny police,zay nareo ihany no jiolahy, satria zaran’ireto aza, tsy hisy ny sécurité, ary io fa manao terroriste, manapoaka baomba etsy sy eroa, tsy mahasahy miseho masoandro, fa aza maika fa mbola hifanena @ mpaka kitay e!
    Ka zay no lazaiko @nareo ry sagnagna, vendrana tsy menatra miteniteny foana ireto, ary alohan’ny hanoratana woa, ivereno vakiana tsara, fa ireny foana no hitsapana ny fahambonian’ny solaitranareo, de miteny Razafy, de mahazo kininina, miteny ry KM, ry Njara…sns, de kininina hatrany, ry Raverb izany moa, de ny vôplnay foana no tenenina, fa angamba lery PD. Fa raha mbola miteny ny vôpla nay de tena PD marina, na le anabavin-dry zalahy tambawaks iray tiany be eto, mila omena ronono voangona be ao @io vôpla benay io. Ty bourse benay feno ronono sy vola ty koa, tsy zay sipa tsy mahalala misasa izao sahala @io baviny io, no hangatahan’i Verbeeck lava aminay eto, hanamboatra azy kely, fa tsy ampahafiriny e! hafa ihany zany woe miaraka @ Frantsay, sa ahoana Rana? anontanio anie KM raha mandainga @ndry za e!
    De inona moa zay ompa sy ozona sy filazana anay teto zay, fa nihomehezanay fotsiny, fa ny mijery ireo rangitra be raitrano aorinanay avy eo no tena matsiro be! de tairo ndray ô! mba niova style kely ndray aloha BE androany satria hitany tena tafahoatra loatra ny MAHASAGNAGNA an’ireto, hany ka zay vakiana de ny eo ihany no eo! raha fintinina de zavatra telo: ANDAO HIROTAKA- DE MANAKIANA NY ZAAVA-BITAN’OLONA- DE MANOMPA de ireo foana nandritra ny telo taona. Tena VENANSA RAITRANO E!

  11. O rabe, tsy nanao duplicate ‘bogor’ anga?

    Hay tenisany MPANARA-DRENIRANO??

    Jereo anie itony ê:

    1°) « bleu, blanc, rouge » « io loko avokoa no ampiasain’ireo, POLICES maneran-tany »???
    lokon’ny saina io r’ity an, zany avy kay de ampiarintenisany tsy asiam-pahaizana = anjambany fotsin…

    2°) eto anie de efa miverina amin’ity ilay fanaovana « oui mse, oui mse » toe-tsaina formatté firantay

    __

    Mba asio kalitao kely ny lahatsoratra avoaka
    rehefa JAMBA dia aleo mipetrapetraka
    fa tsy mikapokapoka

    Lasa ny olon foana no mamerina any @ fanahinareo
    ny zavatra avoakan’ny vodinareo

  12. C’est inadmissible. Because among other things, obviously « acte ANTI-économique »

    .

    ataovy amin’ny TENY ==> ANGLISY / FRANCAIS ny soratra rehetra

    (de mahita ho havaly indray zao ry rabe-denise oe: fa ny loko « bleu » ange ka préferén-dra8 ihany koa)

    TSY AVELA manjaka eto Gasikara ianareo:
    * Na dia « ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray sotrokely »
    ** fa tonga hatrany @ hoe: ny ambany lasa ambony (en toutes matières) ==> N O N – N O W A Y

  13. Hi hi hi !!!!!!
    Rabefialonana ô ! Ianareo hoy aho no tena mirefarefa amin’ny tany ê ! Etriqué laotra ity fomba fisainana !

    Mbola tsy tafiditra ao anatin’ity ati-doha kely ity foana ve, fa tsy ny vahoaka frantsay no hoe tsy tian’ny malagasy fa ireo mpitondra azy ankehitriny (soa fa ho voadaka eo rahampitso) ? Ireo izay mihevitra fa mbola azo zanahana indray i Madagasikara, satria vokisan’ireo teratany malagasy miaraka amin’ny karana, ary tsy menatra ny mivarotra tanindrazana ary mamadika. Ireo izay manitsakitsaka ny zon’ny malagasy satria tolorana vola maloto ! Ao anatin’izany ianao io, na aiza na aiza no imisy anao !

    Izaho dia mahafantatra fa misy tera-tany malagasy toa anao misaodisaody, mandadilady any amin’i Hollande any ( ary ny iray moa dia fantatro tsara ary tondroin’ny olona molotra fotsiny ), fa izao no lazaiko anao io : Aza mitonantonana toy ny vinanto tsy mahare fosa !!!

    Tsy zava-poana ireny tenin’i Hollande hoe : Moralisation de la vie politique ary indrindra NOUVEAU STATUT DU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE !
    Tsy hitakosona amin’ny olona mpanongam-panjakàna mihintsy i François ! Na ny zavatra ho ataony aza efa voaeritreritra daholo mandritry ny tapa-bolana ! Tsy izy mihintsy no hizesta hiaraka amin-dry Martin B sy Vincent B !

  14. Hoaiza!tsy ny alika ihany no jamban’i taolana e!koa aiza noahitany izany loko
    teneninao izany intsony ????

  15. Mba manontany tena ihany aho ry Kintana hoe:
    mba misy miditra @lohakelin’ireto foza ve ity fanazavanao azy ???
    mahonena ny mijery fa mbola msy olona tena maty heritreritra toy izao @’izao vanin’andro izao an!
    Efa fantatra ny hiafaran’ireny olona ireny ry Zareo fa aza hiasana loha be loatra a!!mamela ny helony fa tsy
    fantany izay hataony. Niangaran’i vintana ny olona toy itony ka mahaontsa na mety ho VOAHOZONA koa
    tsy FERANA.???????

  16. Ie mazava be io ry ho Aiza a! manakandoa anareo mihitsy woa le bleu-blanc- blanc rouge, de any @ fiara vaovao ampiasain’ny polisy nomen-dRajoelina no tsy hahaiza-miaina, io le maha sagnagna anareo, fa mampiasa an’io loko io avokoa ny polisy rehetra maneran-tany!
    De aza sagnagna ry KM, fa tsara be io principe n’i Hollande io, moralisation de la vie politique, sy le woe nouveau statut du président de la république satria tsy nanana izany Sarko, de nampiasainy hatrany Mada io, zay no tianareo hambara? de manantena woe, hanova izany any Mada Hollande? tsotra io, ny diplomasia frantsay, de miorona @ fiarovany ny tombontsoany any @ tany ifandarisany, de ho azonareo antoka ve fa hamerina an-dRaosy mpanapotika Frantsay any Mada Hollande?
    De aza mihatasaravelatsihy ry KM nandra, fa milelaka Frantsay ery aty, kanefa ny ao am-po tsy tia Frantsay! tena vendrana nareo mianakavy ka! kôzy e!

  17. Tena vahoaka maro be mihintsy ry S.R a. soa ihany fa nasiana sary fa dia miaina ao anaty lainga ireto zanak’anjorony ireto.
    Ny vahoaka antsirab no tena isan’ny nanala ny de8 teo noho ny fanjakazakany natao tam mpmboly sy mpiompy.

  18. Hi hi hi !
    Tsy matin’i Bogorabemiasma lolo ny fiarahanay amin’NY VAZAHA !!!!

    Izahay no mibaiko vazaha ry ratôpy mianakavy â ! MDR !!!

    Ary izahay efa hatry ny ela koa no niteny hoe, tsy rehefa vazaha dia tsy tianay.

    Amerikana, anglisy, italiana, alimandy, espaniôla, frantsay, sns….mety aminay daholo ; tsy olana rehefa mahay manàja sy mahay mampiseho fitiavana sy fahaiza-miaina ! Fa ny VAZAHA MANALIKA SY NY MALAGASY MPANONGAM-PANJAKÀNA NO TENA TSY REVINAY, ARY IRIANAY HO LATSAHIN’NY VARATRA EO AM-PANGERENA, NA IZY IZY NA IZA !!!

    ALEONAY LAVITRA AZA VAZAHA RATSY LOHA TOA IZAY GASY TAHAKANAREO IZAO !!!

    MBÔ KÔZY Ê !!!! FA NA VAZAHA MILAILAIN-DOZA KOA AZA NO ENTINAREO ATY AMINAY, DAKANAY ANY AMIN’NY DERIERANY REHEFA MANAMERDA !!!!

    IANAREO NO MANAIKY ATAON’NY SASANY PAPIEZENIKA ANY !!!

    NOHO IZANY AZA DIA AMPITOVIANA NY TSY HITOVY !!! MDR !!!!!

  19. Misy olona dia tena voaozona tokoa ry Kintana!!
    Tiako be io voalazan’i dà io ambony io!!izay ilay tena maha-Kintana an’i Kintana!
    Milay ry dà fa tohizo a!!!manana koa izay manana olona toa anao!!Be mokony fa @ RARINY!!!

  20. Mahita an’io sary io aho dia mitamberina ny taloha tsy mbola ela akory nefa somary adino ka aleo ampatsahivina.
    – Vary amin’ny taonina maromaro avy amin’ny TIKO no noheverina amidy ho solon’ny hetran’ny TIKO tsy voaloha hono. Niditra any amin’ny trèsor pubilc ve ny vidiny sa lasa aiza? Iza no nahazo tombotsoa tamin’ireny?

    – Vola be no azo tamin’ny vidin’ny farine, menaka sy ny sisa…Raha ny rariny sy ny hitsiny, tokony hiditra any amin’ny trèsor koa raha natao andoavana ny hetra tsy voaloha. Lasa aiza koa ny vola?

    – Aman-jatony ny fiara vaovao novidiana handraisana ny Fivorian’ny UA. Firy no tavela amin’izao fotoana izao?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *