Hetsika faran’ny herinandro : TSY MAINTSY NATAO…

DSCF0003

Maro ny tranga sy hetsika nifanindry an-dàlana tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Anisan’ny nisongadina ny fanambaran’ireo Filoham-piangonana ao amin’ny FFKM.

Nisy koa ny fampitandremana nataon’ny SADC. Nikasa niditra tao amin’ny “Kianjan’ny Demokrasia” ny Ankolafy Ravalomanana ny asabotsy 12 May.

Nanatitra fehezam-bonikazo teo amin’ny Kianjan’ny 13 May ny fikambanana sy ankolafy samy hafa ny Alahady 13 May 2012. Ary ny tena nahavory olona ihany koa ny teny amin’ny onjampeo “Free FM”, Ankorondrano io alahady io ihany.

Ny nahagaga dia ireo “tandroka aron’ny bevozona” kosa dia vorilanina teo amin’ny INSTAT teo Anosy.

Raha hadihadiana ireo rehetra ireo dia izao no azo ambara.

Ny FFKM, taorian’ny zava-nitranga teny amin’ny EPISCOPA ny 17 Martsa 2009, dia tsy nitovy hevitra tanteraka intsony. Ny mpitarika ny FFKM tamin’izany fotoana izany dia nankasitraka iny fanonganam-panjakana iny. Ny Filohan’ny FJKM dia niaraha-nahalala sy nahita ny nanaovana azy, mitovy amin’ny jiolahy, mpangalatra sy mpamono olona  ny fomba nisamborana azy. Ny Filoham-piangonana iray kosa di atoa nanao “tsikim-pandresena”. Mbola hendry ny  “Kristiana malagasy” satria tranga toy ireny no mety miteraka “ady ara-pinoana”. Mitovy amin’ny “ady mangatsiaka” ihany no fitrangany nandritra izay telo taona izay.

Izao, angamba, vao samy mahatsapa ireo Filoham-piangonana fa tena “voahosihosy” tokoa ny DEMOKRASIA, ao antin’izany ny tsy fahafahana maneo hevitra, ka nanao iny fanambarana iombonana iny izy ireo. Andrasana anefa ny tena fanaporofoina amin’ny hetsika fa tsy mijanona amin’ny fanambarana ihany.

Nilaza ny heviny ary nandrahona hanasazy ireo minia tsy mampihatra ny Tondro Zotra ny SADC, indrindra ny Andininy faha-16 sy 20.

Raha tsy nisy ireo mpanelanelana “sadasada” ireny sy ny tsy fampiharana tamin’ny fomba hentitra ny sazy nomena ireo olona 109 tao amin’ny FAT dia efa nivaha ny olana.

Tsy tafiditra tao amin’ny kianjan’ny “demokrasia” ny Ankolafy Ravalomanana ny Asabotsy. Araka ny fandaminana natao, ny Zoma mialoha, dia rehefa tsy tafiditra ao Ambohijatovo dia eny amin’ny Kianjan’ny 13 May no haneho hevitra. Kanjo, angamba, nanaraka ny baikon’ny “mpanakorontana ny olona milamina” dia nizotra nankany amin’ny Magro indray ny am-pahany. Naneho ny tsy fankasitrahany izany anefa ny “leo kabary” ka nifamaly tamin’ny mpitarika. Ny am-pahany ilany dia nijanona teo amin’ny 13 May ihany. Hita teo ihany koa ireo ao amin’ny Biraom-pifandraisan’ny SADC. Izay, angamba, no tsy nisin’ny tsipoapoaka teo, nefa dia nivezivezy teo ireo fiara tsy mataho-dàlan’ny Emmo-sécurité. Ny azo tsoahina dia rehefa manome toromarika dia aoka ho entitra fa tsy manao an-kamehana (improvisation) satria tolona no atao fa tsy kilalao.

Nisy koa ny fanaterana fehezam-bonikazo nataon’ny “vondron’ny mpanohitra”, ho fanehoana ny fahatsiarovana ny faha-40 taonan’ny 13 May 1972. Voapetraka soa aman-tsara ny fehezam-bonikazo. Inona no tohin’ny hestika?  Namelona ny afom-pitiava-tanindrazana ve izany? Hanilika ny tandindon’ny famerenana ny fanjanahan’ny frantsay an’i Madagasikara ve? Asa..? Toa ny

“ mpanao fahagagana” (magie), mampiova ny tady ho bibilava no nitangoronan’ ny olona teo anolohan’ny Kianjan’ny 13 May. Raha mba ny fanjakan’ny maizina, krizy, no anaovana fahagagana hanjakan’ny fahazavana ka hisarika olona toy ireny dia tsy ho tsoy izao ny fiainan’ny  Malagasy.

Nahasarika olona maro ihany koa ny teny amin’ny “Free FM”, Ankorondrano. Amin’ny an-kapobeny dia toy ny hijery fampisehoan’ny “mpanao gazety” mianadahy, lasa “kintana” tsy fidiny,eo amin’izany sehatra izany ny tranga. Maro ny mpanao gazety voasambotra sy nigadra tato anatin’ny telo taona fa tena nahavariana ny fiakaran’izy ireto; Ny tena mampametram-panontaniana dia toa tsy mba asian-dry zareo resaka mihitsy ny momba ireo namana niaran’ny tsy rariny sy ny haino aman-jery nakatona. Ny mpanao fampisehoana rehetra moa tsy misy mijery izay fahombiazana na fahavoazan’ny namana hafa fa samy manao izay ahatontosa ny azy no tanjona.

Ilaina ny fahamatorana, ilaina koa fametrahana paikady mazava fa tsy azo atao ny miainga amin’ny fihetsehampo (sentiment).

 

32 pensées sur “Hetsika faran’ny herinandro : TSY MAINTSY NATAO…”

  1. Avelao aho aloha tsy hiteny betsaka fa sady mankarary fo no manome litika ny zavanitranga
    avelao andrasana ary hoe : Inona???inona no vokatra ????miandry isika @’ity herinandro ity,
    mananà faharetana daholo aloha , sao mantsy tonga indray ilay hoe: « mora ny manome tsiny ». Miandry isika ary e!

  2. O ry Bavy a ! Hiandry nona indray aky ???
    Izay ilay miandry izay anie ilay mahatonga antsika miala amin’ny fandraisana initiatives e !

    Asa aloha, fa…..MBA…nisy proposition narosoko ireo. Tsy haiko loatra izay tsy tokony …..MBA….hanantanterahana ireo.
    Na izany aza, antsika rehetra ny fanapahana e !!! an’ireo Mpitarika mantsy e ! izay no tena marina.

    Raha mbola mifaritra aty Dago ny hetsika fa tsy misy fifandraisana amin’ny any Ivelany dia tsy handroso loatra isika…Sa ?????

  3. Vaovoa ampitaina amii Ranabavy Ranavalona sy ny namana

    Nidina andalam-be ny mpianatra avy amin´ny sekolim-bahoka anio, ny tany Toamasina sy fianarantsoa no mbola ampitiko eto, na dia efa nisy aza ny mpampianatra nampianatra dia tsy nahatana ny mpianatra nivoaka hilahatra ka ahy nikatona ny sekoly, dia indreny ry zareo naka ny mpianatra tany amain´ny sekoly privé sasantasany, dia nisy ireo sekoly tsy miankina no nikataona.
    misy aza ny mpiantra naka fiara fitataerana ary nanapotika bus,

    araka ny resaka mandeha koa izany dia toa hisy hanakatona ny ministere sasany ,

    ka amiko tokony tohanana´ny ray amandrenny sy olonn-dehieb iza dia tairina atao tahaka ny tamin´ny 1991 sy2002 hamarananan ity tanatara ratsy sy fijalima-bahoaka ity, fa izay fifidianana dia tsy vahaolana fa efa mipasoka daomy ny FAT , Ny lehiben´ny fifidianana moa efa olon´i Razanakisoa christine,

  4. Njara ! misy vao2 tsara hivoaka hono anio na rahampitso koa tsy haiko???
    Dia miandry koa aho ny vokatr’ireny hetsika ireny kah! ataoko fa misy dikany ireny
    matoa natao sady nisy ireo hiraky ny SADC teo nanatrika dia ho hita izay tatitra mba hataon’izy ireo raha NISY???
    dia inona no fanapahan-kevitra na fepetra noraisiny??? fa tsy hoe inona e! dia mba FIDELY fa mandreraka ity miovaova
    anarana lava ity ary e! dia aza mbola mifona raha mbola manao hi!hi!hi!!!!MASIKA BE BAVY!!!bedy ialahy a!

  5. Dr CELESTIN Robin dit :
    13 mai 2012 à 12 h 17 min
    Ny mpitondra sy ny mpikarakara ao amin’ny ankolafy RAVALOMANANA MARC dia niantso ireo mpikambana sy mpanohana ny paolitika ankapobean ‘ny Filoha RAVALOMANANA MARC , ny fiarovana ny marina sy ny fahamarinana , fampandrosoana ny Firenena ary ny fanatsarana ny maha olona sy ny fiainan’ny Malagasy..

    Ny solontenan’ny fikambanana mandray andraikitra ao amin’ny ct sy ny cst no na

    nanomana tatitra mikasika ny andraitr’izy ireo ao amin’ny andri-pirenena andraisany anjara..

    Hitatitra ny bainga voavadika sy ny antony tsy nahefan’izy ireo tsy nahavadika ny bainga izay ilaina mba hanantanterahana ny fametrahana ny tetezamita iraisana sy tsy manavaka..toa ny tsy fisian’ny fifanarahana teo amin’ny fandinihina sy ny tsy nisian’ ny teny niearana mikasika ny andininy faha 16 , faha 17 ,faha 18 ary ny faha 20..

    Iarahantsika mahalala izany toe-javatra izany..

    Eo am-piandrasana ny fanelanelanana ataon’ny TROIKA / SAC Isika izao fa miandry ny valin’io elanela-panahy ataon’ny SADC io dia misitaka taimin’ny andri-panjakana ct , cst ny solontenan’ny mouvance RAVALOMANANA MARC..

    Tsy nisy ny fihaonana teny Ambohijatovo satria tsy nanaiky ny fihaom-be ao ny mpitandro ny filamina..

    Ary niverina nankany MARGRO rehefa avy nandalo tao amin’ny kianjan’ny 13 mai

    Nisy lona no nijery ny Vahoaka nanjoy avy eny Ambohijatovo , mandalo an ‘Analakely sy ny Kianjan’ny 13 mai ary lasa nivory eny Behoririka (Magro)..

    Dia be dia be tokoa ny Vahoaka ary nanaraka tsara ny baikon’ny mpikarakara izy ireo : tsy nisy naratra , tsy nisy korontana !

    Fa ireo mimenomenona fa kanosa , matahotra ,tsy sahy nifandrna tamin’ny mpitandro ny filaminana dia azo lazaina fa manohana an-drajoeliny sy ny forongony izy ireny..

    Nahoana hoy ianao ?

    Satria ny tanjona kendren’ny fahavalo ( ireo olona manoro ,manampy ara-bola an-drajoelina sy ny jiolahy sy jiovaviny dia izay :

    …izay hahafaty ny Filoha RAVALOMANANA MARC

    …mitady izay fomba rehetra tsy hodiany Antanindrazana

    …mikajy ireo tetika tsy hafahany milatsaka ho fidiana

    …mandemy sy hampihena ireo olona momba sy manohana ny Filoha..

    Koa ireto miseho fa miaraka amin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC dia na diso na mpandainga satria ny fitadiavan’izy ireo ady amin’ny miaramila dia

    tsy mazava satria izy ireo dia tsy any an-toerana ,ary na any aza izy ireo dia tsy hasehaka ny miaramila voavidy..ary raha sanatria nisy ny fifanandonana tamin’ny miaramila dia ho maro ireo na ratra na maty aza , ary tsy vitsy ireo voatondraka lacrymogène..

    Nitondra ho aiza anefa izay ady izay , nampiala an-drajoelina ve izany , sa kosa entina niedinedina tao amin’ny fikambanana fa izy ireo dia sahy nifanandrina tamin’ny her-pamoretana ? Fa ny sasany tsy sahy nankeny , tsy sahy niaraka tamin’ny daholobe…ka tsy mendrika ireny hitarika ny fikambanana !

    Io fihaonam-be io dia noheverina fa « hiady » amin’ny miaramila ny antony !Tsy nisy na iray amin’ireo mpitondra sy mpikarakara nandrangitra hiantsy ady !

    Nampitandrina izy ireo mba hivatsy rano sy lamba atao fiaro amin’ny lacrymogène !

    TANDREMO FA MIJOKO AO ANIVONAREO AO IREO MILAZA FA KANOSA ,MATAHOTRA KA TSY MENDRIKA HITONDRA INTSONY NY TOLONA IREO MPITARIKA ANKEHITRINY..MITANDREMA ARYSOKAFY TSARA NY MASO ARY ANTONGILANY NY SOFINA ARY AZA MITENY NA KELY AZA !

  6. Dr CELESTIN Robin dit :
    Votre commentaire est en attente de modération

    14 mai 2012 à 20 h 47 min
    LA TROIKA / LA SADC EST DETERMINEE A EN FINIR : ELLE A PRIS LE TAUREAU PAR LES CORNES !

    LES ACTIONS DE LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC ( SEANCES QUOTIDENNES AU MAGRO , BOYCOTTAGE DES REUNIONS DES INSTTITUTIONS DU CT ? DU CST ,LES FIHAONAM-BE INTERDITS PAR RAJOELINA..)SONT PAYEES DE RETOUR , ONT EU RAISON DE L’INERTIE RELATIVE OU FEINTE DE LA SADC QUI VIENT DE FAIRE UNE DECLARATION CE 14 MAI 012 , VEILLE DE LA FIN DU QIUNQUINAT DE SARKOZY.., QUI CEDE LE POUVOIR AU
    NOUVEAU PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE FRANCOIS HOLLANDE..

    VOICI LA TENEUR DE LA DECLARATION DE LA SADEC :

    La TROIKA / la SADC vient de faire une déclaration importante ,compte étant tenu de la grande attente du dénouement de la crise à Madagascar et importante aussi face à l’urgence de cette solution pour régler ,en priorité , les difficultés alimentaires de 20 millions de Malgaches qui entrent dans la saison froide à Madagascar.

    Cette déclaration annonce :

    –la tenue d’une réunion internationale pour statuer sur l’organisation des élections
    ..la mise en application de TOUS LES ARTICLES DE LA FEUILLE DE ROUTE..
    afin de pouvoir rétablir la sérénité et le calme à Madagascar

    LE RETOUR DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ET DE SA FAMILLE AU PAYS EST DOUBLEMENT EVOQUE :

    ..CAR LES ELECTIONS NE PEUVENT SE TENIR SANS LA PRESENCE DU PRESIDENT AU PAYS AVANT TOUTE ORGANISATION DES ELECTIONS.

    DONC IL VA RENTRER AVANT CETTE REUNION INTERNATIONALE..AVEC OU SANS SA PRESENCE ?

    ..LA MISE EN APPLICATION DE « TOUS LES ARTICLES DE LA FEUILLE DE ROUTE » IMPLIQUE LE RETOUR DU PRESIDENT RAVALOMANANA MARC GRACE A L’APPLICATION DONC DE L’ARTICLE 20 QUI ASSURE SANS CONDITION QUELCONQUE CE RETOUR…

    LA TROIKA / LA SADC A FINI DONC TOUTES SES TRACTATIONS SUR CE RETOUR ET IL FAUT CERTAINEMENT

    VOIR LA FIN DU BLOCAGE DU PROCESSUS DE LA MISE EN OEUVRE DE LA FEUILLE DE ROUTE PAR L’INGERENCE DE LA FRANCE .
    LA FIN DE CE BLOCAGE COINCIDE AVEC LA FIN DU QUINQUENAT DE SARKOZY..!

    Cette déclaration de la TROIKA / la SADC dédouance les dirigeants de la Mouvance RAVALOMANANA MARC qui ont été traités à grand tort par ceux qui guignent leurs places
    de traitres , de mous , de poltrons.., d’incompétents.
    La TROIKA / la SADC vient de démasquer les auteurs de ces blocages et de leurs complices (rajoelina et ses voyoux civils et militaires..)!.

    Méfions – Nous , décuplons nos précautions car de nombreux rats vont quitter le navire naufragé des putchistes qui vont tentés de Nous faire des yeux doux et des « mouches du coche , ces « défonceurs des portes gran’ouvertes » et qui ne manqueront pas de se vanter que c’est grâce à leur lettre que la SADC a pondu cete déclaration..Alors attention !
    Ce comportement d’alerte de la SADC est la conséquence
    ..des actions diplomatiques du Pr »sident RAVALOMANANA MARC avec la SADC inlassablement
    ..des actions quotidiennes de la mouvance RAVALOMANANA MARC au Magro et à Bel’Air
    ..des pressions des USA , de l’UE , des Nations -Unies
    ..de la fin du quinquenat de sarkozy..!

    « Aoka Isika tsy ho variana na handany andro amin’ny hajejoan’ny lakan-jila -izay mety ho rendrika- fa hisaina sy hibanjina tsara ny zotra mangina ny sambobe !Sarotra ny mibaiko ny sambobe ! «

    Be izay nitady hanimba ny ankolafy ary nisakana ny zotra ny sambobe..
    NY SAMBOBE MANDROSO TSARA , AVELAO NY KIVINDRO HIWAWA..! IZA NO BE TAIBAVA SY BE EBOEBO ETO AMIN’ITY FORUM ITY ?
    TOA LASAKO-VAVANY FOTSINY ARY MIREDIREDY SA MODY ADALA ?

  7. Nisy hetsika faran’ny herinandro hadino: NY FIFALIN’NY LANITRA RIJA RASOLONDRAIBE TAO @ PALAIS DE SPORT
    ZAY TENA VORY OLONA MAROBE TOKOA.

    HO AN’IZAY TSY NANATRIKA DE MBA HASAINA HO TONGA ENY KIANJA BE VALALA NY SABOTSY 19MAI

  8. Tsy maintsy « N »atao (au passé?)

    Ary ahoana raha « atao fanao » isaky ny Asabotsy.

    Ataoko fa efa misy hatry ny ela ny BRAINSTORMING : VIDEO – télé CONFERENCE&REUNION
    Sur trois axes ==> GTT SouthAfrica DAGO

    Betsaka ny talenta azon’ny TSIRAIRAY ampiarina amin’ny tolona atao eto Dago

    De eny ambony/antampony misy EQUIPE manangona
    gérer par implément ..T H I N K..-..T A N K.. sur ordi serait une meilleure chose car nous en sommes capable de produire tout ça

    Atao mirindra: izay tsy mahay sobiky, mahay fatam-bary …

  9. Na iza hietsika na iza hanangona olona rehefa tsy HIARAKA HIRONA
    dia tsy hitako izay hilana azy ary tsy hitondra VOKATRA velively ho @
    fahafahan’ity TANINDRAZANA! tsara daholo ilay hetsika etsy sy eroa fa ny MITABE no hilaina handrodanana
    io fanjakam-poza io fa tsy ZĖSTA etsy sy eroa, amiko dia toa ireo mpitarika isan’isany mihintsy no MATAHOTRA
    ny FIVERENAN’i dada fa mba miala SIRIKA fotsiny fa mihetsika satria efa leo ilay vahoaka koa miombona @ ilay
    hevitra t@ 72 aho fa tsy nisy mpitarika t@ izany fa ny vahoaka no niroatra.TSY MISY AZO HIANTEHERANA intsony
    no tena marina koa tsy maintsy i dada ihany no hiady @ fiverenany fa tsy misy azo antenaina intsony eo.MAHONENA!!!

  10. Message qui m’a été adressé par mon ami SAPA
    ——> A bon entendeur……!

    Njara ..
    il est bien stipulé dans la Feuille de route
    que Les Partis qui refuserait d’ y participer
    n’auront aucun droit à revendiquer quoi que ce soit
    Encore moins de participer aux Elections
    Quitter la Feuille de route ferait le jeu des Putschistes ( HAT )
    Ne Pas commettre d’Erreurs maintenant
    Ne pas rechercher la Division
    Surtout GTT Geneve
    Vous arrivez au but
    C’est trop Important pour l’Avenir du Pays …

  11. Ny mahatonga izao tolona izao tsy mety tafita dia ny toetsaina tia manavakavaka foko sy fiaviana ihany, tsy misy foko eto Dago sahy milaza fa izy irery ihany no mahavita azy, tompon’andraikitra t@ fahombiazan’ny tolona t@ 91,2002 sy 2009 ny côtier, nefa rehefa azo ny toarana dia nogadraina avokoa ireo olona ireo lavanify pire que ravalo @ fanavakavahana arapoko Ka raha mbola io toetsaina io ihany no misy dia sarotra ny hanonganana lavanify @ toerany @zao io satria tsy misy mifampatoky intsony, ny tena mahagaga dia mifanampy ankolaka ny TIM tana sy TGV tana ka aza gaga @zao zava-misy izao isika

  12. KM
    Bemafohy
    Njara
    BabyFoot
    Rasamy
    Menalamba
    dr CR
    et tous les autres

    je parie que tous vous ne manquerez pas ce rendez-vous:
    – le mercredi 16 mai à 20h au
    47 rue Dulong, 75017 Paris

  13. de mimenomenona eo daholo e, ef hita hoe ts mamely de mbola minaina². zany dadanareo hiverina zany hoa nofy, rah tonga eto ary mbola hifandritahana ny fatiny na hoanareo na hoanay. nareo aloha zao no vits anisa dikany resy avy hatrany

  14. Njara Verohanitra …
    il est bien stipulé dans la Feuille de route
    que Les Partis qui refuserait d’ y participer
    n’auront aucun droit à revendiquer quoi que ce soit
    Encore moins de participer aux Elections
    Quitter définitivement la Feuille de route ferait le jeu des Putschistes ( HAT )
    Ne Pas commettre d’Erreurs maintenant
    Ne pas rechercher la Division
    Surtout GTT Geneve
    Vous arrivez au but
    C’est trop Important pour l’Avenir du Pays …


    Sapa dit :
    15 mai 2012 à 13 h 53 min

    Mamy Rakotoarivelo : appel à une rencontre des ressortissants malgaches à Paris
    Publié le Mardi 15 mai 2012
    Monsieur Mamy Rakotoarivelo, Chef de délégation de la Mouvance Ravalomanana, invite ses compatriotes et les amis de Madagascar à une réunion, pour échanger sur la situation actuelle au pays, le mercredi 16 mai à 20h au 47 rue Dulong, 75017 Paris (métro Villiers ou Rome). La réunion est ouverte à tour ressortissant malgache.

    Nos espérons beaucoup des contacts de Mamy Rakotoarivelo avec la Nouvelle Présidence Française …

  15. Ao antranonkisoa no vitsy an’isa

    aïe aïe aïe: mihoatra lavitra noho i BOKASSA reto tgv reto:
    toa azoko an-tsaina tenisany
    miady ihinana mbamin’ny vodiny, ny tainy
    tsy nisy tamingana hatrany @ taolany aza
    ireo légaliste
    maty nanomboka ny 2009 izay?

  16. La Tuerie du 7 Fevrier 2009 à Madagascar a été considérée par Le Tribunal de La Haye
    Comme un Crime Contre l’Humanité
    Tous les Responsables de ce massacre devront répondre de leurs crimes un jour ou l’Autre …
    Ils Attendent énormément de la nouvelle Présidence Francaise.


    Njara ..
    il est bien stipulé dans la Feuille de route
    que Les Partis qui refuserait d’ y participer
    n’auront aucun droit à revendiquer quoi que ce soit
    Encore moins de participer aux Elections
    Quitter la Feuille de route ferait le jeu des Putschistes ( HAT )
    Ne Pas commettre d’Erreurs maintenant
    Ne pas rechercher la Division
    Surtout GTT Geneve
    Vous arrivez au but
    C’est trop Important pour l’Avenir du Pays …

  17. Sapa dit :
    15 mai 2012 à 13 h 53 min

    Mamy Rakotoarivelo : appel à une rencontre des ressortissants malgaches à Paris
    Publié le Mardi 15 mai 2012
    Monsieur Mamy Rakotoarivelo, Chef de délégation de la Mouvance Ravalomanana, invite ses compatriotes et les amis de Madagascar à une réunion, pour échanger sur la situation actuelle au pays, le mercredi 16 mai à 20h au 47 rue Dulong, 75017 Paris (métro Villiers ou Rome). La réunion est ouverte à tour ressortissant malgache.

    Nos espérons beaucoup des contacts de Mamy Rakotoarivelo avec la Nouvelle Présidence Française …

    http://i42.servimg.com/u/f42/17/12/01/17/mody_i10.jpg

  18. Ireto efa tena mirediredy sisa. Tapaho ny tendan-dRabe, raha handeha ao @io fivorian’ny SAGNAGNA ao Paris io Hollande, na de handefa solontena ao aza tsy ataony akory. Tena vendrana e! fanga aty @ lafrantsa indray no mihazakazaka, rehefa nanenjika Frantsay. Tena tsy manankambo, navaivay ery ny fanenjehana Frantsay, sy ny Francophobie, de io indray fa te hilelaka ny vodiny, ary hita izao fa manaonao foana mihitsy ny Zanakosy rehetra, mba hamerenana an-dRainy, de le tenin’i TGV ary ambadika ary no tena marina woe, maninona raha tonga de miainga manafika an’Ambohitsorohitra e! tena solution haingana io, saingy ny SARIMBAVY SY ANKOHOLAHY FATAKA IRETO, de tsy mahasahy rehefa tokoa ny tokoa, fa feno pipia ny patalohany refa mijoro fotsiny R-BOMBE!
    De inona indray no ho lazaina, fa nampiantso ireo mpamatsy vola ny SADEC ny @ fanomanana farafaharatsiny, ny iray atao @ity taona ity. Tena tapi-dalan-kaleha ny mouv Raosy, tsisy miraharaha intsony, na de ny Bekintana sy ny Alemana aza tsy te hahalala intsony. Koa sagnagna sy zazasaina tsinona koa, de mirediredy lava eto, de io ndray ny kinininina e! mazotoa mitsakokotsako.

  19. Tsy manao tsinontsinona ny momba ny hanaovan’ny HAT an’i Onitiana (TV PLus) , Fidèle sy Lalatiana (Free FM) akory aho, fa ny journalistes TENA mpanohitra dia tsy afaka miasa @ izao fotoana izao, na tsy re feo na any amponja fa tsy atao « vedettariat » @ pejy voalohany toa an’i Fidèle sy Lalatinana.

    Mody omena « mise en demeure » (Onitiana Realy) sy cinéma rehetra izao ireto journalistes foza ireto,nefa mahagaga mbola afaka miasa tsara mandrakizao. Onitiana Realy ohatra dia nilaza vao 5 na 6 volana izay t@ télévison hoe « nangala-bato tsy roa aman-tany Ravalomanana t@ fifidianana 2006 ». Raha tsy nisy nilaza an’izany ny observateurs électoraux rehetra teto t@ 2006, mahay journalisme d’investigation ve Onitiana Realy sa manao diffamation?

    Mody atao vraie/fausse interrogation any Betongolo ry Lalatiana sy Fidèle. Ny tena opposants anefa ry zama dia « mihinanana » sazy 5 sy 6 taona any amponja, Lalatiana sy Fidèle afaka soa amantsara sy manao meeting. Io misy article (Midi Madagasikara )tampoka milaza fa mety hilatsaka Maire Lalatiana. Marihiko eto fa tsy milaza na inona na inona @ olona ivelan’ny Tana ville izany free FM, Lalatiana sy Fidèle izany.Ny hany nahaizako voalohany an’io Lalatiana io dia t@ krizy 2009 ity , satria dia foza novasohin’ny ex-ambassadeur ny USA Niels Marquardt @ ny manque d’objectivité-ny (elle répondait elle-même aux question qu’elle posait).

    Fehiny: journalistes foza mody miady @ HAT Onitiana Realy, Lalatiana sy Fidèle, qui sert pour de decorum d’une mascarade de liberté de parole qui n’existe plus.

    HYPOTHESE NUMERO 1: Rehefa kelikely dia heveriko ireto olona ireto (Onitiana, Lalatiana, Fidèle) hanao simulation de coma toa an-dry Général Bombe Richard, entina any La Réunion hotsaboina, hanao simulation d’agonie toa an-dRatsirahonana koa, mbara ahazo ny fon’ny vahoakan’ny Tana, ka manantena ho lany Maire. Film efa nandeha t@ TGV Maire de Tanà t@ 2007 io.

    HYPOTHESE NUMERO 2: efa alohalika ny ranombary ny HAT, « les carottes sont mûres » hoy ny vazaha momba any HAT, iharan’ny fitsaram-bahoaka atsy ho atsy ireo foza be vava SASANY ireny, ka izay no PORTE DE SORTIE DE SECOURS tsy handoran’ny olona ny tranony sns (ohatra izay).

  20. Alefaso ry mpomba ny HAT ilay fifidianana toa ny referendum t@ novembre 2010 dia hita eo ny vokany fa mety voavahanareo daholo ny olana.

    Mbola tsy « rediredy » ny anay matoa tsy tafa ny fifidianana katsahinareo atao.
    Mbola tsy « rediredy » ny resaka taaon’ny zanak’i dada eto matoa MBOLA MANOKATRA FORUM ato @ site toa itony ny foza.
    Mbola tsy « rediredy » ny resaka eto matoa romotra mbola VARIANA manaratsy ny TGV mandrakizao FA TSY MITONDRA (isaky ny mahazo micro),efa telo taona mahery izay.

    -Ravalomanana t@ nitondra tsy lany andro mianisa ny mpanao sabotage ny fitondrany izay nisy tokoa.
    -Ny mpomba an-dRavalomanana tsy lany andro t@ forum mpanaratsy azy fony teo @ fitondrana Ravalomanana.

    Misaotra ny rehetra tonga eto manohitra anay, fa vao maika manome MOTIVATION supplémentaire anay hanohana an-dRavalomanana ny mamaky ny post n’olona ratsy loha mpandrava zava-bita , mpandrava firenena, asa sy mpandroba izao.

    Mitohy ny tolona, tsy maintsy tafidina eny @ 13 Mai izahay ary tsy maintsy voahonagana Rajoelina na ho ela na ho haingana.

  21. Tena mitsigevana fotsiny Rabe vôpl fa mibontsina loatra ny zavatra ha!ha! iza no tapi-dalan-kaleha Rabe vôpl ha!ha!… Zahay tsy mila DJ Rabe vôpl à tsimaintsy miala eo io ary tsimaintsy Dada no mitondra eto fa izy ihany no mahay hi!hi!

  22. Raha ny fiaingan’ny hetsi-bahoaka any amin’ny faritra atsinanana, dia tena mahavelom-bolo tokoa. Ny mpianatra no manome ohatra amin’ny fanoherana ny herim-pamoretana. NY Sempama tsy laitra hozongozonina fa rehefa tsy nahavoa ny birao teo aloha satria voakarama,dia nosoloiny olona vonona hanohy ny tolona.
    Indrisy mantsy ! Raha mitambatra ny hery fa tsy mivakivaky toy izao ary azon’ny fat vidiam-bola ny mpitarika dia efa ela no nipoaka ny sarom-bilany. Efa imbetsaka aho no nangataka hoe atambaro re ny hery. Mamerina ny antson-dRanavalona hoe : misy mihainooooo ?
    Njara et Sapa, je suis vraiment heureuse d’apprendre que « Les evenements du 07 FEVRIER seront pris comme un CRIME CONTRE L’HUMANITE ! ». Dans ce cas, j’ose espérer que le pt écopera de 80 ans d’emprisonnement comme Charles Taylor.
    Nefa marina ny tenin-dRanavalona hoe : aleo tsy hisioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala.

  23. Ha! tonga ndray ty Raverb elaela izay! firy zay kôfboay ninononareo vôpla zay Raverb hatrizay tsy nahateo anareo zay? Gaga aho fa tsy mbola nahita ahy akory rangahy, de be vôpla hono ny tenanay. Ie, marina io, fa tsy omenay nonoinareo, fa be de be ny tahiry ato @ bourse nay ato omenay le bavinareo Rana raha mitady izy.
    Matoa rangaha miteny vôpla na bandy lava, de mazava fa PD be, kaza eto no hampisehoana mazava ny idéntité ry Verb a!O! Ramamy a! « les carottes sont mûres », hi!hi!, handositra Rajoelina, tonga ny fara andron- dRajoelina, kely sisa de ho vita ny @n-dRajoelina, impiry niverimberina moa ireo teny ireo nanomboka t@ 2009, lasa foana ny fotoana, ny tondrozotra mandeha tsara ny fanatanterhana azy. Lazaina fa tsy mila amnistie Raosy, kanefa lavina ny loi d’ amnistie voafidy . Tonga manaraka akaiky foana ny toe-draharaha ny SADEC, ny OIF, ary resaka fifidianana zao no mibahan-toerana. Lasa hidinika any New York androany @ SG ONU Zandry androany « lasa nandositra…shuuut…chic! ». Dinika momba ny hanatanterhana ny fifidianana. Nifanipaka raitrano ny mouv Raosy taorian’ny manif teny @ 13 mai. Tsy mahatoky intsony ny mpitari-tolony manao boloky, mamy ny atsy, fy ny aroa. De iza ry Ramamy sy Raverb PD no mitsingevana eto, tsy ianareo mandrevirevy ny fodian-dRainareo nampigadra tena any an-tanin’olona? hainareo tsara ny dikan’ny woe « réalisme plitique », de ireo voalazanay ireo, saingy ny lazaina fa mahiratra toa anareo Ramamy, no mody jamba tsy mahita ny fihazakazahan’ny fivohan’ny krizy. Ka aleon’ny vahoaka miandry am-pitoniana na de eo aza ny fahasahiranana mahazo azy, hanehoany ny fitsarany any @ fifidianana, toy izay hisarakorako @ fianakaviam-bean-dRaosy tsy mahay afatsy ny hamingana, sy bolcage ary ny hampaharitra izao tetezamita izao.
    De aza mandrevirevy re ramamy ô! mba nisy estime kely anareo ny tenanay, fa zao koa de tafiditra ao @ rang n’ny SAGNGNA nareo. Zay analyse nareo, ny momba ireo journaltes ireo, anareo izay, j’ai rien à foutre, fa ny tsy azo iadian-kevitra, de malalaka ny fanehoan-kevitra, ary tafahoatra ny mety aza, fa samy ho tsarain’ny ataony eny foana e! Tsy mbola mandray lesona foana @ mahazo ny dadanareo ve e! tena nisy demokrasia ve t@ andron-dRaosy? sarin’ny Deba fotsiny niditra tamin’ny VIVA aza, de nanakantonana azy. Mba tahaka an’inona ny nahazo an’i Onitiana, na Fidèle, Lalatiana, raha tamin’ny andron-dRaosy? nareo mahay ny valiny, faza mody ailika atsy sy eroa Ramamy woe, niasa be dadanay ka tsy nanam-potoana ny @izany. De venansa woa nreo mianakavy! kôzy e’!

  24. hihi,efa tafaverina avy ninono ny an’i hollande ve i mamy ry rabe a??? manantena zao ny alika iray magro fa hitondra vatom

  25. hitondra taolana iry gony hofihin’alika rehetra any @ magro. marina ny anao ry rabe fa teo ohatr’reny inona reny ny fanenjehana frantsay nefa zao ny filohan’mpinono mits no mandohalika any mba hinono frantsay. f’angah r’tony ts frantsay i hollande a??? tena alika marina reto ka ts mahalala manavaka ny akoho sy ny vorona

  26. Be ny voalaza fa ny zavatra hita maso aloha dia Tsy mbola natahotahotra ery i Zafilahy niresaka @ ilay miaramila ary mbola tsy tapitra akory ny tenin’ity farany dia nanaiky t@ fihetsikin’ny lohany izy,. ary mbola nangakata ny miaramila hanatitra ny vahoaka eny @ MAGFRO, izay marihina fa baikon’ilay miaramila,nanao hoe, tsy nahazo alalana ianareo fa handehana makany @ MAGRO. Inona no tena tadiavin’i Zafilahy sao ve makeny @ 13 mai ny olona ? soa ve misuy korotana ? Tsy fotoana fanehoana ve izao hoe tsy ekena io fitondrana io. Sady teo koa ny SADC hahita izay nitranga… misy tsy mazava ao @ mpitarika ao izay tsy voatery ilaina fa azo solona….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *