81 pensées sur “Lakrimozena, barazy, sakoroka, …à Tana, samedi 26 mai 12”

  1. Isaorana etoana ianareo pôlisy sy miaramila menavazana! Nandray ny andraikiny izy ireo tamin’ny andraikitra tokony ho noraisiny! Tena manja mihitsy ny nataonareo miaramila! Ny fandriam-pahalemana ihany no ady eo! Tena milay be mihitsy ilay fihetsikareo! Raha ny fanirian’ny anakamaroan’ny malagasy aza dia tokony ho diovin’ny miaramila hatrao anatin’ny Magro ao, fa ao no tena misy ny miana-kendry nefa dia vitsy anisa kely! Merci leisy ra miaramila a! Sady tsara tarehy ny satrokareo, ary tena manantsaina ianareo satria fantatrareo ny ny tokony atao!

  2. TGV a un gros problème et cherche du soutien partout où il va mais en vain.Il reçoit toujours des rappels à l’ordre et reconnait son incompétence:

    Luanda, May 25 (Prensa Latina) Angolan President Jose Eduardo dos Santos and his Malagasy counterpart, Andry Rajoelina, discussed today aspects of the ties between their countries.

    During the meeting at the Presidential Palace, both leaders also reviewed the regional and the current international situation, according to a brief official statement released here.

    The president of Madagascar transitional government, who arrived in Luanda on the eve, was in Angola in May last year.

    On that occasion supports Rajoelina sought support to resolve a lingering political crisis in Madagascar. Rajoelina came to power in 2009 after a coup that overthrew the constitutional president Marc Ravalomanana, in exile in South Africa.

    Following this situation, Madagascar was suspended from the Southern African Community Development, which demands the restoration of constitutional order and the holding of elections in that state.

    Recently Rajoelina said his government is willing to carry out elections in Madagascar as soon as possible.

  3. F’anga Ranjara tsy nahomby ndray ny negôsy tamin’i Hollande a? f’anga ry KM tsy nahomby koa lay fiaraha-milalao boules! an!an!an! toa niara-ni branler fotsiny angamba nareo. Hi!hi!hi. Ry Ndafy moa de nandrevirevy, fa i kala JOLY hono no hahazo ny sezan’ny Quai d’Orsay. De tairo foana Ranjara ny mandrevirevy, fa ny olona mahay politika, tsy maintsy mitady hamaharana, fa ny an-dRaosy, fialonana no betsaka, satria, tsy ampy ny volabe efa azo tamin’ny fandraharaha nanaovana didin’ny besandry, de mbola te hanapotika ny mpandrahara Frantsay, hany ka nikitika vodin-tsoavaly e! Raiso woa ny basy raha lehilahy raha hifanandrina aminy. Tôko be vola raianareo, maninona no tsy tairina ny la guerre. Ireo ve ny olona hanao manif. Jereo fotsiny, ny tarehiny fotsiny, fa sakoroka be olona mpanao la casse fotsiny. Hitako ary mitsoatsoaka ary @ magromaimbo ry Zanak’osy, fa hainy tsara fa adina sakoroka fotsiny ry Ambohijatavo! Tsisy effet na oviana na oviana ny montage nareo ry Njara a! vao maika aza mandetika anareo. Io foana le woe; ny Zanakosy ihany no mamotika ny Osy rainy. Tena tarana-tsagnagna e!

  4. Misaotra betsaka a´i Njara ,aparitaho ,dia enga anie ho maro ny tahaka anío.

    I Kristelle-denise matahotra sakoroka sao tsyafaa mivoaka alina dia mandrobo ireo zandary 1 barette ,tahaka ny senegaly nahazo baiko, 10000 Ar isan´olona no omena ireo bandikely zandary ireo isaky ny mission tahaka izao, ny sefobe anefa migalabona ambony birao mano afrea, manonofy milliard amin´ny afera maloto isan-karazany,

    ilay RABe dia izany osy izay foana ,hita fa mpiody gasy mpimasy mpilalao tandrok´Osy mihitsy, RABE MOARA Hi! Hi! Hi!

  5. Mankasitraka Njara a!!maromaroa ny ohatra an’lah!!
    ataoko fa tafita ny hafatra.
    Hitanareo ve iry » Otrikafo »? dia tsy henatra tsy tahotra!!tsy voatsipitsy intsony angaha sa efa maina ny ravin’hinanana???

  6. Dadanareo ane ry Masinjaona mody nanao ireny minoa fotsiny ihany ireny, kanefa isaky ny toerana nisy magro, de nasian’ny mpidarany nametrahana Osimainty e! mody vice président FJKM, minoa fotsiny ihany, kanefa nampifangaro dara sy fivavahana, de tsy eken’Andriamanitra de ireny ny nihafarany, nofaizin’Andriamanitra tanteraka. Izay nahatonga azy ho Raosy raha tsy mazava @ndrangahy. Fahavetavetana hoy ny Baiboly ny mampifangaro fanafody ratsy sy fivavahana, de aza gaga raha toy ireny ny fiafaran-dRainareo. Ka veta tsinona koa, sady dondrona tsy ampy solaitra, hany ka na ny seza, na ny harem-be ity very sy mihena an-toerana toy ny fen’antitra. Jereo ane ny hanaovan’ny olona an’ity TIKO nampidedaka hatramin’izay ity e! zavatra azo @ makarakara, de mivoaka @ makarakara. Mbola ho aiza ny hahazo e!

  7. Njara > Merci an… Vaky bantsilana ity dia dradraina isaky ny misy hirika hanambaràna azy tokoa e.

  8. Zay nga ry Mizo mba otranareo a! manilika ny hadalana natao @ hafa foana. Ny anay zay natao de raisinay andraikitra. Tsy otran-dRainareo mpangalatra sy mpamono olona saro-tahotra, de mandositra tsy mahasahy miatrika ny hadalana akory. Inona no fingana, ny fifofoana, ny blocage tsy natao an-dRajoelina fa nosetrainy sy natrehany ary mbola raisiny andraikitra foana. Zany ka lehilahy. Ny an-dRaosy, ankoholahy fataka, sy ody basin’alika, ny mandositra ihany no fanafody, de navela ho kamboty mirediredy lava eto sisa ny zanany. Milay koa ny famporisihan’ny rédaction mydago anay eto. Demokrasia io, mahazakà, fa zay tsy mahatanty mipitika e! zahay aloha hatramin’izao de mandihy tsara eto, satria maivana raitrano ny adve, ka rehefa voadona mafy, de tsy mahay afa-tsy ny miantso tody sy manozonozona fa tsy mahay mapiady hevitra satria nahoana? tsy manan-kambara sy sagnagna mianakavy otran-dRainy!

  9. Vous n’arriverez à Rien par la Violence
    Au contraire elle ne fait que renforcer le Pouvoir de Rajoelina qui passe pour celui qui rétablie l’ordre face aux casseurs
    lA HAT est tres forte pour manipuler les foules , il est evident que la petite Journaliste travaille pour eux
    et decredibilise le Mouvement Légaliste aux yeux de LA Communauté Internationale
    Je rappelle que plus rien … a part bien sûr la HAT n’empêche le Retour du Président Ravalomanana
    Alors …ou est le Probleme …??
    Un Général en Chef se doit de mener lui même ses troupes
    Sinon c’est l’Anarchie …

  10. Sapa a tout à fait raison !
    La ou les manifestations à venir, doivent être faites dans le calme, pacifiquement mais avec détermination quant aux révendications !
    La SADC ne nous a-t-elle pas déjà indiqués les démarches à suivre ?

    Je passe à un autre sujet. Tout comme l’année dernière, le foot malgache est représenté à Ponthierry (77) ( à 30 min de Paris) durant ce week-end ; à noter la participation des Kintana Manandrambo d’Antohomadinika ainsi des représentants du foot malgache « locaux » !!!
    Pour ceux qui peuvent faire le déplacement par ce beau week-end de Pentecôte, un soutien moral, sportif et quelques fruits ou gâteaux, feront énormément plaisir à ces jeunes !
    Le tournoi prendra fin demain. Les U17 seront à Genève la semaine prochaine, pour se mesurer avec les suisses !

  11. Petite précision !
    D’après les infos obtenues, les fameux suisses sont des jeunes issus du fameux Servette FC !

  12. T’as du culot, minable

    Cependant, les Foza se sentent à des milles: KintanaManandrambo en est un superExpert!

    hihihi pôv mec d’USURPATEUR même de pseudo?????

  13. Tena adino fa dia miala tsiny betsaka !
    Faly miarahaba anao sy ny ankohonanao tratry ny Pentecôte Monsieur le Président !
    Miarahaba ny mpanohana ny ara-dalàna rehetra ihany koa, tratrin’izany andro iray tsy toa-zato izany !
    Ny fiadanan’ny Tompo anie hiomba antsika mianakavy !

    Mazotoa daholo ! Izany ry HoAiza, fa mbola handeha, mba hanohana ny tary kely mpanao baolina androany, sahady amin’izay koa izao vao mba tsara ny andro ! Nangatsiaka sy oran-dava foana atramin’izay !
    Tsara andro ny mpanao baolina, ary faly ihany koa ny mpijery ; manararaotra manao pikinika !

  14. Faly miarahaba anao koa Kintana dia miarahaba ny rehetra .
    Dia zaza hendry any izany e! tena nilatsahan’i Fanahy Masina
    mihintsy Dahy androany izany an!tsy msy ohatra azy! sa tsy izany ry Hoaiza???

  15. Arahabaina samy tratry ny pentecôte! Mahafinaritra ny fankalazana ny nilatsahan’ny Fanahy Masina (t@ ireo Apostôly).

    Mahery ny divain-dry mompera, ry ranavalona an…

  16. Ny eto Dago, las’iny ny orana manasara-taona
    Izao vao tena hanomboka ny ririnina
    _
    Bonne ambiance dahol ô!

  17. Ary misy filazana toetr’andro koa ato izany an!
    nahazo kandra ao @ METEO angaha sė ry Hoaiza hi!hi!hi!!!!

  18. Ary tsy nivoaka angaha sė sa manomana ny sakafo ho entina hitsangatsangana
    rahampitso ohatra ahy, izahay mantsy eny Ambatomirahavavy eny no hanao alatsinain’ny Patekôty hi!hi!hi!!!!
    Ngôma mihintsy aho @ vanin’andro toy izao.

  19. Avy foana ny orana isan-kariva teo
    amin’izao aho mangatsiaka ery eto anoloan’ny écran

    « Orana manasara-taona? » Populaire be io terme io rehefa mitsidika ny ririnina nefa mbola latsaka ny oran

    Manja be ny picnic collectif an-dry km izany an! De miandry lay sarin’ny ankizy manandratra ambony ‘lay saina gasy zany an! (tsy mety tafiditra @ io lien eo ambony io)

    Ny eto dia efa saiky TSY MISY FEELING ny amin’izany picnic zany ny tena marina…
    Aiza re ny fitondran-dRAVALO ê, fa manga ny lanitra mikorisa araky ny tokony ho izy ny zavatra ary misy hatrany ny TANJONA manainga ho tratrarina

    Ankehitriny, tay dahol zay kasihina raha resaka Fanjakana foana

  20. Isika aza mora tairitairin’ity rabé ity, fomba fiady anie ny anio é, efa fantany fa efa maimbo izy ary ho very ny tombotsoa kely mety ananany(raha misy izany) dia mody manambony morale, aza misy miraharaha kely akory izay ambarany fa aleo izy hirediredy eo fa olona fotaka anie ireny é, tsy hainareo ve izany foza orana izany é, ndrao isika indray no ho lasa maivandoha toa azy eo.

  21. Marina nyanareo rybabyfoot fa tsy atao mahataitra izay rabe sy ny foza sy ny fozanivadika orana. Tena efa manaomboka mamirifiry ny andro aty. Asa izayany @ volana ambony any fa raha izao no fiaingany asa izay miandry ny ministeram-pianakaviana sy sosilim-pianakaviana atsy ho atsy. Tsy ha

  22. Magro perd ses hommes, les leaders se plaignent
    Publié le Vendredi 25 mai 2012 à 16:42
    Tweet

    Depuis un certain temps, le mouvement du Magro tend à tarir continuellement, à la grande déception des leaders du lieu. La notion de leader ici, n’a pas réellement sa place surtout pour qualifier des individus qui ne savent plus ce que leurs partisans recherchent.

    Bien qu’ils soient qualifiés de Foza et que la haine soit suscitée contre eux, ils sont majoritaires parmi les Zanak’i Dada. Ils, ce sont ses partisans de Marc Ravalomanana qui sont allés soutenir Lalatiana Rakotondrazafy, Fidel Razarapiera et leurs compagnons de lutte, ou du moins leur cause. Du coup, le mouvement pro-Dada n’arrive même plus à amasser une centaine de personnes lors des moments d’actions menées sur le terrain par les journalistes de la Free FM. Décidément, cette époque où les pro-Ravalomanana pouvaient ébranler le régime est bien lointaine.

    Les politiciens du Magro se plaignent aujourd’hui des manœuvres de manipulation menée par les journalistes de la Free FM. Ils n’ont pas manqué de renouveler leur appel au retour de leurs partisans à Behoririka, et de rappeler que la mouvance Ravalomanana ne cautionne pas l’action menée par Lalatiana Rakotondrazafy. Malgré les maints interpellations, les partisans de Marc Ravalomanana, las du pacifisme infructueux depuis 3 années, ont trouvé un mouvement auquel s’accrocher, malgré la divergence des finalités.

    Malgré tout, les leaders du Magro tardent à se remettre en cause. Des leaders dignes de ce titre ne sont-ils pas censés connaitre les aspirations de leurs partisans ? D’ailleurs, des leaders dignes de ce titre auraient su faire le bon choix sur les meilleurs moyens de faire aboutir le mouvement. Plutôt que de s’apitoyer aujourd’hui d’avoir perdu leurs partisans, les hommes de Marc Ravalomanana devraient songer à adopter une autre démarche, que les séances de bronzage et de discours à longueur d’après-midi.
    Tananews

  23. E ! E ! E ! Na leaders na tsy leaders, tsy tafapetraka eo i Lavasanga e ! Fitondràna azo avy @ makarakara dia mivoaka @ makarakara. C’est ÉCRIT !!!

  24. Les gesticulations des animateurs de free ne sont ni innocents ni sincères dans lla désaffection d ‘ avec rajoelina .
    Ils sont des « fidèles de rajoelna et sont utilisés pour draguer et rassmbler des faux les pro-RAVALOMANANA MARC !

    Cette drague constitue un échelon de l’escalade dont ebur premier est de neutraliser le Président par tous les moyens (attentat du 17-18 novembre 2006 , coup d’état en mars 2001 suivi de l’éxil et les différentes interdictions de rentrer au Pays..)Il y a eu les dénigrements et les poursuites judiciaires des dirigeants de lamovance RAVALOMANANA MARC et cette drague pour rassembler des faux pro-RAVALOMANANA MARC ,suivie de cette campagne de rumeurs qui constate la diminution de ceux qui fréquentent assidument l’enceinte de MAGRO à Behoririka..
    Mais y-at-il eu comptage à plusieurs reprises du taux de fréquentation à l’entrée dee cette enceinte..
    Il est facile d’écrire ,de propager de telle désinformation..
    Ce qui existe , c’est qu’après le face-àface avec les « agents de l’ordre public des manifestants appelés par les membres du congrès et du CST pour écouter leurs exposés à Ambohijatovo ,nombreuses sont les associations , qui ont revendiqué la paternité du rodobe de samedi..et qui se disent prêtes à mener des manifestations en scandant seulement le nom du Président..
    Pourquoi ces revendications ?
    Au fur et à mesure que le retour du Président RAVALOMANANA MARC est évoqué et réputé proche , ces associations veulent être » comptées parmi les supporters assidus et fidèles du Président…!

    De toutes les façons ,le Président RAVALOMANANA MARC est le leader d’une des mouvances issues des Accords de MAPUTO , il représente TOUS les Malgaches dans sa lutte contre la politique de la françafrique et qouiqu’il en soit , Nous serons Tous rapidement fixés sur le » volume » de ceux qui le suivent et soutiennent sa politique générale et de savoir qui sont ceux qui contre lui après les élections présidentielles et législatives.!
    Que veut-on faire signifier la soit-disante diminution du taux de fréquentation de l’enceinte du Magro ,dont personne dans la Mouvance n’en parle et ne s’en plaint pas ?
    Voilà un bel exemple d’atsanga tsy aman’orana « -une affabulation , un gros mensonge inutile , car peu de gens croient à de telle rumeur !
    Alors un peu de décence et de maturité et moins d’arrogance !

  25. Sasao tsara ny ATEDOHANY ry Lazalazao a! Aza mandrfevirevy woa ry Babyfoot sy ry Hazoavo, fa raha mafy woa ampiasao ny sandry, otran’ny nananaovan’ny olona an-drainareo. Lasan-ko vavany tsisy tainy na de kely aza. Mbola tsy mino foana ve, ary impiry averina, fa ny 3 mouvs no namono ny 3 mouvs, ny mouv Raosy no mamono ny mouv Raosy. Tsy Rajoelina no tena adve nareo fa nareo samy nareo ihany, . De marary fo eo foana Rana a! De woe: raha mba… mantsy. Antsôôô! oriory ane Ranabavinareo izany ry KM sy ry Njara e! Mba ampinonoy moa e! hay azafady fa diso fanoratra, AMPIONONY mantsy e! hi!hi!hi! Ka sagnagna miainga @ dadany aloha, de ny mpitarika rehetra, de ny zanak’osy rehetra! de tsy mba manao bilan mihitsy ve 3 taona izay? Omeo azy ireo ny hafatra ry Tananews fa mandrevirevy fotsiny sisa ny mponina avy eny Ambohidonto, fa Zandrikely foana no mpanjakany sady mpanapaka azy. Mahay politika tsinona zahay koa! sa ahoana?

  26. Tohizo ihany ny krimozena e! Izay ray reraka. Tadidio anefa fa anareo 99 andro (ianareo miaraka amin’ny basy tsinona ko)fa an’ny vahoaka kosa ny 1 andro. Mampalahelo ilay toe-tsaina foza. Efa tsy izy iny làlana iny, fa e e e!

  27. Tonga eto ihany, na dia mbola somary malailay ihany aza ny maso ! Mbola nijery feubleu, dia tena efa maraina vao afaka namonjy fandriana !

    Somary gaga ihany koa fa toa nisy andian’olona vaovao nihiditra tato, tamin’ny roa maraina tany ho any !

    Eo ampiandrasa vaovao hafa, dia mba tohizako kely aloha ilay resako omaly. Hitako fa mba mety, toa izay mamaky ny rediredin’ny foza !

    Raha tsy afaka mametraka sary momban’izay natao sy hita omaly, dia mba jereo ato, ny hoe tahaky ny ahoana ny ambiansy !

    http://www.tournoidugatinais.sports4all.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=115&Itemid=112

  28. Miandry an-dramatoa mijery an’izay ho atao vatsy izaho io, dia hanainga indray !

    Malalaka ny toerana fanaovana pikinika eny amoron’ny Lasena !
    Hitonotono sôsisy, mergezy sy akoho ! Koa dia miandry anao ry HoAiza hitondra ny vary (ataovy kantone raha tsy dia manahirana laotra), sy lasary ary ny sakay !
    Ny fanalàna hetaheta sy ny tsakitsaky, efa vonona daholo, tsy blema ! Rehefa voky, dia mandeha mamonjy ny mpijery baolina amin’izay ! MDR !!

  29. Manao foot nga ny zanak’i Kintana ? Manao Tornoà zany androany ?

    Ny anay efa masaka ny drakaka, nasiana sakamalao sy Maizenà dia marihitra tsara. Ny Sopalenina no atao misimisy hamafana tanana. Ny vary efa masaka, miampy salady lety satria ny rogay sarotra entina fa mitete. Efa handeha zahay io. Foulpointe ny ady eo.
    Dia mazotoa homana daoly ô !

  30. Ahoana indray ity ???!!!
    31 MAI-2 JUIN
    Envoyé par: TSENABE (Adresse IP journalisée)
    Date: lun 28 mai 2012 16:46:31

    TONGA @ FARANY VOLANA i DADA :31 MAI
    (Agece Reuter)confirmée par Mamy RAKOTOARIVELO(Copenhague)+Hanitra (Tana).

    1 jona fety be Madagasikara!!!

    2 jona : FIVORIANA MIARKA AMIN’I Mamy RAKOTOARIVELO ao Paris !!!

    miandry isika e ! Tongava MARO !

  31. – Ny fomba sy fanahy Jiolahim-boto, avelao ho an’ny foza mikasika an’ Mamy Rakotoarivelo !

    Matoa i Mamy Rakotoarivelo mahasahy miseho amintsika dia tsy misy ny « blema » tadiavin’i Foza aparitaka !
    Mba ataovy an-tsaina izay e !

  32. Mitovy revy daholo ihany ny Gasy Tia Tanindrazana!

    I Foulpointe faleha ve ry baby efa naniry maintso ny faritra main’ny incendie ireny?
    Izaho koa mpanisy sakamalao @ sakafo, ary ny maïzena ve mitovy @ fécule ny effet-ny mamparihitra ny sakafo?

    Ilay manao SAKAY koa dia vitako milay tsara an!

    Ny aty rehefa tratry ny embouteillage dia mijanona eny antenantenan-dalana ny olona mihinana ny tsaky sy mijerijery ny natiora, moa saiky be ny olona mifankahita eny an-dalana eny

    Saingy amin’izao: ny embouteillage toa tsy misy akory rehefa lundi (pâques & pentecôte) toa ireny?!
    Ity Analamanga Parc aza lasa NGAZANA toa tsy ahitàna âme qui vive, sa?
    _
    Rehefa tonga ny nandrasana: ianareo dahy km-beiby miandraikitra ny menu ara-tsakafo, ny orchestre an’i Solo-Landy omban-dry Njara sy Jaohasy mikarakara ny fanafanàna, izahay sy i Ranavalona manomana kalon’ny fahiny en duo, I Mamy mikabary ary i Ziry manao ny fotoam-pivavahana, ny filoha hajaina mivady sy i … maître Hanitra Rakotomavo misantatra ny salegy
    à enchaîner par “Ka tianao ve ny hiaraka aminay” an’i Thierra Bruno
    _
    Ialana tsiny dieny mialoha ireo Tia Tanindrazana ato @ MyDago tsy voatonona, fa ireo no tsinjotsinjoko

    MDR be zaho!!!

  33. Tena mba marina ve ny info-nareo ry Njara â ? Mbô hamarino kely ê ! Nitady an’ilay vaovao mahafaly izahay fa tsy nahita !

    Baby ry HoAizo tena azo hitokisana raha izany hoe sakafo izany ! Sa ???? Aza atao « foza » fotsiny, fa izahay TENA LEO FOZA !!

    TILAPIA BE AVY ENY ITASY + Ron’angivy sy ananambo + lasary tômatesa !!! MDR !!!

  34. Tapi-dalan-kaleha toy ny sokina nanani-bato ankehitriny ny mpanohitra, indrindra fa ireto forongon-dRavalo ireto! I Valo moa dia any amin-dry zareo Sadc sisa no niantoraka nanao hoe mba ataovy re izay mba hiverenako any Gasikara e! Nefa moa efa iaraha-mahalala fa toy ny nokekerin’ny amboa kely tiana ihany i leiry, satria nampihaiky ny maro ny fandraisana tamin’ny fomba manetriketrka an’ilay boay kely mahavita azy tany Luanda. Ny filohan’ny Sadc , ingahy Santos, mihitsy no niaiky fa mahery ity mpitondra tanora kelin’i Gasikara ity! Vita hatreo aloha iny ny an’i Valo!

  35. Itony ry denizy mba vakio, fa eran’izao tontolo izao tsy misy izay tsy mahafantatra fa zirô manatody ny anareo â ! Andry Nullisime Rajoelina ( ANR ) !

    http://www.souslemanguier.com/nouvelles/news.asp?id=10&pays=236&idnews=35692

    Rahatoa ka avertissement no azo avy any amin’ny acp-ue tamin’ny erin-taona, blâme no azo tamin’ny faran’ny erin-andro teo !
    Entitra dia entitra ny fanambarandry Louis Michel sy Musirako Kombo !!

    Mbola santionany daholo izany, fa mbola ho mafimafy kokoa ny manaraka !!

    Tsy hadio intsony ny lelanareo !

  36. Iza avy moa ireo nanaratsy ,namiravira an’Andriamatoa RAKOTOARIVELO MAMY sy ireo mpitarika ny ankolafy RAVALOMANANA %ARC ?
    Hisy mantsy amin’izy ireo ,izay hanova pseudo , dia hanindrahindra azy sy hiseho ho mpanohana an ‘Andriamatoa RAKOTOARIVELO MAMY , izay iaraha-mahalala fa lehilahy antokisan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC..!

    Miandry ny fanambaran’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC manamafy io andro sy ora hodian’ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY io..!
    Anio Talata 29 mai no nifamotoana ny Vahoakan’ny Magro hanomana ny fandraisana ny Filoha ary hanome ny fepetra rehetra ary manafy tsara ny andraikitry ireo komity efa natsangana..!

    Ekenay fa na ny Vahoakan’ny Magro ,izay nompana , nesoana , naratsina aza no nahatanteraka ny fampodiana ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY dia Antsika Malagasy Rehetra izany fahasoavana izany..Koa ampangino ny haitraitra , ny hambo ,ny fisekosekoana nanoratra tetsy sy teroa ,nefa efa tapaky ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC sy ny TROIKA / SADC efa ho tapa-bolana izany ny fiverenan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ,tapa-bolana tao aorian’ny fandresen’ny Président FRANçOIS HOLLANDE ( 15 mai 2012 )…!
    Tonga amin’ny fotoana tokony ahatongavany ny zava-drehetra..!

    Ary ho ANDRIAMANITRA IRERY NY DERA SY HAJA ARY NY VONINAHITRA !
    FA HO ANTSIKA MALAGASY NY FAHASOAVANA SY NY FIFALIANA ARY NY FAHASAMBARANA !

  37. Fa iza moa ty Louis Michel ry KM a! bras droit mpihinana ny saosin-dRaosy sy ny vola natokan’ny UE 300 millions d’euros ho an’ny PMI/PME RDC. Efa be ane ny affaires ratsy miandry io rangahy io e! mbola arovan’ny immunité parlementaire io de mbola mitabataba. Raosy koa nanome toky fa handray anjara betsaka amin’ny fanavotana azy ara-bola rehefa ho lany mandat eropeanany. De hihosina caca, lery atsy ho atsy, toa an-dRaosy hihosina caca any Tsiafaha raha vao mitontona eny Ivato ny tongotra. Androany no avoaka ny calendrier électoral, izany woe mandeha tsara ny fanatanterahana ny FDR. Misy fanambarana goavana be avoakan’i Zandry aorian’io, taorianan’ireny missions ny ireny. Satria woa ny olona mahay politika, de atao misy fotoanany ny zavatra rehetra, mba tsy hahatonga ny adve hanakorotan-dava. De tsy mahay afa-tsy ny mamisavisa, sy manombatombana mitady sary atsy sy aroa sisa no hain’ny Zanakosy, fa na ny SADEC, na ny CI, de tsy nisy mbola mahasahy milaza, fa unilatéral ny fanatanterahana ny FDR, zay sahy manaporofo sy mahita porofo ny @io voalazako io, de mitsangana raha lehilahy, fa n’inona2 requêtes nalefan-dry Ramamy sy ry Hanitra sy ry Dadabeaanareo Zafy vilam-bava, iza no namaly, na tany @SADEC, na tany @ ONU, na tany @ UE, tsy nisy nanameloka ny fanatanterahana ny FDR, ary nisy vahiny foana na avy any @ SADEC, na ny ireo experts avy any @ NU, niara-nanatanteraka ny fanatanterahana an’io, de faly ery ireto fa tsisy mpihaino ary hiatsara’ny CI velatsihy fotsiny. Aleo woa domina foana mba hahiratra, fa tsy zay ity vaovao fakofakoina etsy sy eroa ity, no hampiova inona. Tena tsy mahalala zay tokony ataony ny Zanakosy, hany ka sagnagna lava , de hatendan-kanina sisa no tanisaina betsaka eto. Tsy mahagaga koa moa fa tendan-kanina mitovy an-dRainy, ka na de be aza ny efa azo, de mbola te hiverina. Mihevitra ranga Raosy, fa an’ingahy Madagasikara? tsy marina velively, efa nalohan’i Madagasikara rangahy! bye!bye e!

  38. Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE
    Envoyé par: Asherman (Adresse IP journalisée)
    Date: mar 29 mai 2012 09:41:00

    « Déclaration des Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE
    Concernant la situation politique à Madagascar

    M. Louis Michel et M. Musikari Kombo, Coprésidents de l’Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE rappellent l’importance de respecter l’intégralité de la feuille de route et la nécessité de prendre de toute urgence les mesures d’apaisement qui y figurent, notamment, la cessation immédiate des persécutions des opposants, la libération de tous les détenus politiques, l’ouverture des radios et des télévisions privées non acquises à la cause du pouvoir, la restructuration de toutes les institutions sur base de l’équilibre du pouvoir, le retour sans condition des exilés politiques y compris le Président Marc Ravalomanana, sans lesquelles la tenue d’élections démocratiques reconnues par la communauté internationale n’est pas possible.

    Ils rappellent le rôle incontournable de la SADC dans l’exécution de la feuille de route et son obligation de prendre toutes les mesures y afférentes, y compris le recours aux sanctions en cas de non respect des dispositions.

    Ils appellent à la tenue d’un sommet inclusif des quatre chefs de file politique à Antananarivo
    afin de mettre un terme par le dialogue malgacho-malgache à la crise interminable conformément aux recommandations de la SADC.

    Les Coprésidents réitèrent leurs préoccupations quant à la nécessité de mettre fin aux souffrances du peuple malgache. »

    .

  39. Louis Michel ve no mba ianteheran-dry forongon-dRavalo? Belge izy io ary ao anatin’ny antoko politika atao hoe MR (Mouvement Reformateur). Somary mba natanjaka ihany io antoko io folo taona lasa izay saingy noho ny risoriso sy ny corruption lalina nataon’ity Louis Michel ity dia tena lasa antoko faran’izay bitika sy ankahalain’ny olona ao amin’ny fireneny ity antoko ity. Ny any herin’ingahy Louis Michel dia ao amin’ny Union Européenne sisa mba ananany seza kely, kanefa koa efa nihena be ny mba fahefana ananany satria efa niova ny rafitra, ka any ami’ny fanehoan-kevitra sisa no imasoany. Ka raha izany no mba ianteheran’ireto forngon-dRavalo ireto dia azo lazaina fa miantehitra amin’ny hazo efa boboka izy ireo. Raha tsorina ny resaka dia efa resy tanteraka ry Valo sy ny forngony!

  40. Dénise a! any Dago nareo sa aty France? tsy tsara ve ny mifanantona, de mba ampifantarina ny ekipa andrarezina be aty ianao? Misaotra e!

  41. Mbola eto Gasikara ihany aloha hatreto e! Mijery akaiky ny fandehan’ny fiainam-pirenena, sady mihomehy mijery ny hadalan’ireto zanak’i dada miteniteny foana sy manantena ny tsy misy ireto. Indraindray ontsa ihany ny tena mandinika hoe mba malagasy azon’inona loatra àry ireto forongon-dRavalo ireto, nefa koa sitra-po moa ny azy, ka agamba mendrika azy ireo ny vavaky ny Tompo manao hoe: « Avelao ny helony fa tsy fantany mihitsy izay ataony! »

  42. Tena vodin’omby mihitsy ilay manana pseudo hoe: « Denise  » ao ambony ao, mitapi-tay angamba ny masony tsy mahita ny fahasimban’ny firenena sy ny hala-botry ary famoretana ataon’ireo foza ireo, rehefa hitsindroka angamba ianao sy ny taranakao vao hahiratra ianao hoe kay vonga-didy ilay D.J sy ilay miaramilam-potaka maimbo helika narovako, tsisy qualité sy civisme fa baikon’ny vola fotsiny

  43. dia ianao izao ry Denise no tokony hampiasaina io tenin’ny Soratra Masina io hoe mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony, ireto avy ny helokareo foza orana ireo:

    -nandoro olona velona t@ 26 Janvier 2009
    -nampamono olona teny @ zone rouge t@ 7 Fév 2009
    -namapanao ny place de la démocratie ou place de la bouche cousue =tapenam-bava no dikan’izany sao tsy hainareo foza fa ny filohanareo aza toa zara fa manana BEPC ka tsy mahagaga raha vendrana daholo ianareo (vitsy kely) mbola manohana azy
    -mangalatra sy manondrana ny harem-pirenena
    -mamotika ny zava-bitan’ny filoha Ravalomanana
    -Mitokana ny zava-bitan’ny filoha Ravalomanana
    -manao heri-pamoretana sy managadragadra olona tsy amin’antony
    -Jiolahim-boto faholo ianreo no ao: ramaroson, sareraka, hajo, risara bomba , christine…
    -Mpandainga sy mpamahana lalitra ny vahoaka: hafa ny teninareo androany, hafa ny ampitso

    sy ny sisa tsy voatanisa, fa ny tena tsy zakanareo dia izao, hainareo tsara fa:
    -Matahotra mafy ny filoha Ravalomanana ianareo
    -Mbola maro be ireo olona tia azy (voir 21 Janvier 2012 t@ nitsena azy)

    Efa akaiky re ny farany Denise fa afaka mangery am-pataloha @ izay ianareo an!

  44. Hifanantona hono dia handihy sy hiaraka ?? Hi hi hi ! Hifankatia amin’ny tenany marina i Rabe-denizy !!! Tsy ho fantany intsony ny tenany amin’ny farany hoe lahy sa vavy !! MDR !!!

    Dénizy- rabe dia olona iray ihany, ary olona toa misy mangôbakôbaka ny ao anatin’ny lohany ! Nokirosofelin’i Jakôba angamba ??? Izany angamba no maha adala azy io, any ka tsy mahafantatra izay mety sy tsy mety eto an-tany intsony !

    Mbola tsy mendrika azy izany vodin’omby izany, satria manana ny hasiny izany vody akoho, ondry sy omby izany amin’ny malagasy !

    Vodim-boalavo na kadradraka angamba no metimety kokoa ??? MDR !!!

  45. Ny tena mba mampihaiky ahy an’ireo zanak’i dada ireto dia tena manan-talenta mihitsy ry zareo amin’ny fitenenan-dratsy an! Izay manoratra iray dia tsy maintsy misy teny ratsy ao zay! Rehefa nanontaniana moa ny hevitry ny psychologues mikasika ny hoe fa maninona ny olona sasany no miteny ratsy rehefa mandeha ny ady hevitra dia samy nanambara ry zareo hoe rehefa misy ady hevitra ka misy manomboka miteny ratsy, dia midika izay fa efa tsy manakevitra intsony izy zay na efa mahatsiaro ho resy, ka ireny no ampiasainy hampihorohoroana na handemena ilay miady hevitra aminy! I Dénise indray nefa aloha dia tsy mihontsona amin’izay fandemena na fampihorohoroan’ny zanaka mpitery ronono e!

  46. Denise ange ka ilay mivarotra entana amin’ny alina amin’ireo Emmo -Far e!!!! izany no maha romotra azy io !!!! manelingelina ny asany ianareo !!!! mifandimby ao ny vatany sy ny komandà !!!! dainnnn!!!!

  47. mba jereo akaiky ange ry zareo le sary e le bandy kely voa stagiere reny no entina mampihorihory ny vahoaka mora baikona izy ireo

  48. SARIN’ADY io fa mila tohizana ny FITOKONANA SY NY FITAKIANA NY FIHALAN’io FITONDRANA MPAMONO OLONA io sy MPAGALATRA!!!tsy mitaky karama intsony satria TSY MISY VOLA AO efa lasa i sarkozy mpanome vola!!!

    MIROTSAHA ANDALAMBE INDRAY FA IZAHAY » TSY REFESY MANDIDY » EFA EO ANKAIKY NAREO ary HOAVY KOA!!!

  49. Efa lazaina nareo fa Denise, mpivaro-pika matory @ atoandro fa @ alina vao mivoaka dia tsy maharaka ny marina misy eto @ tanàna dia miteniteny foana tsy misy zava-pantany eto!!! raha karazana position refa miaraka @ Ekipan-dry baomba amin’ ny alina dia henoy izy fa any no spécialité-ny!

  50. Io fa mitady hihinana fika i Be vôpl dia mi-contact an’i Denise ha!ha! samy foza fa ataovy zay mety ô!

  51. Foza mpiteny irery ireo Rabe sy Denizy ireo, iray iany fa mody mamadibadika pseudos fotsiny eo.

    HoAiza,
    Tena nilay be ny fitsngatsangana afak’omaly an ! Bozaka kely no naniry taorian’ny incendie fa atao ahoana moa fa dia nitsilailaivana e ! T@ zahay mbola ado nge ka tena vitanay dia antongotra iny lalana iny e ! T@ zaho nianatra tany Andrainjato aza vita dia antongotra Fianar/Sahambavy, marina e ! Ilay drakaka nasiako tongolo maintso une mn avant ny nandoarako azy ka ny tanana sy ny masoara nikory no vizana hi hi hi hi ! Mitovy iany na Maizenà na fécule na la farine, samy mamparihitra daoly.
    Raha mifankahita isika dia assurer-ko ny sakafo : Henakisoa sy amalona, ganagana à l’orange, vorivori-kena sy hena kisoa ; Rogay, lasary manga, sakay be (ilay hoatry ny poivron tanora), rou matsatso (anagnambo) ; Apéro : masikita à la sauce tomate pimentée… Miam !

    Ziry mivavaka alohan’ny sakafo, Njara mandefa mozika, Kintana mi-filmer, tsika telo (HoAiza, Ranavalona sy izaho) mi-servir. Ny Tia Tanindrazana tsy voatanisa manomana ny bal hi hi hi !

  52. Aza mba mampilendalenda moa e!!!ratsy Fanahy mihintsy Sė ity ry Baby an!!!
    enga anie ka hiaona isika indray andro any ary ho tanteraka tokoa anie izany!!
    Sady latsaka anie aho eto am-pamakiana no misento kely e!!!Enga anie!!!

  53. Dia enga anie tsy hisy hivadika ihany koa fa tena malahelo aho raha SANATRIA.
    Ny @ fiarovana ny tanindrazantsika io an!izay mantsy no tonjona eto.

  54. Tsy ampy izany sakafo izany, fa mba tokony asiana varanga kely k’le !

    MDR !!

    Izaho tsy mahay mi-filmer izany ry Nao â ! Talentan’i Njara io !! Mitendry taralila no mety ho haiko….sy ny mihinanana !! Hi hi hi !!

    Misaotra mialoha na dia izany aza !!!

  55. Ny ahy lasary Gasy no Pėsialitė-ko( hoy bebenay) dia hoe Pôgrama fitenin’i
    bėbėnay ireo tsy hadinoko mihintsy, Tsetsatsetra iny fa Mitelin-drora mihintsy aho
    @’ilay fitantaran’i Baby azy.Enga anie!!dia atao aiza ny ankizy @’izany??sa izay nitolona ihany no mahazo??

  56. Tois hommes et trois femmes !!!!! Ny ankizy…… sy ny zafikely manasa lovia !!!!
    Hi hi hi !!!

  57. Dia ho hita eo ary koh!!!f’angaha tsy vao hamandrika ilay zanak’i dada eo
    @ Magro indray lesy ry Kintana? sa efa misy efa lehibe koa??ary kely dia
    namokatra angaha ialahy izany???

  58. Ka nisy nilaza anie teto fa hoe efa nahazoazo taona ê ! Dia hoy aho any an-tsaiko hoe, efa manan-jafékély angamba i HoAiza sy i ranavalona ary i Baby !!!!
    I Njara toa mbola mety ho tanoranora mitovy amiko !!
    Hi hi hi !
    Na izany aza, manao azafady rahatoa ka diso ny eritreritro !

  59. Aza miditra lalina!!Izaho anie fa i Baby sy Hoaiza no tsy haiko e!!
    Izy roa mety mbola tanora an!Mbola tsy manana zafekely aho kah!!
    raha ny tokony dia efa , fa tsa mbola.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *