Tsy vonona hanatanteraka ny tondrozotra i Beriziky

Magro 25 mai 12 (31)
Na dia teo aza ny famendrofendroana sy ny fanapotehana ataon’ny sasany ny tolona ataon’ny zanak’idada, dia mbola mijoro hatrany ireo tena zanak’idada etsy amin’ny Magro Behoririka.Vonona amin’ny fanohizana ny tolona izy ireo ary efa miandry am-pitoniana ny filoha Ravalomanana. Toy ny mahazatra dia misy ny lahateny samihafa ataon’ny mpitarika eny an-toerana. Ny depiote teo aloha Memé voafidy tany amin’ny faritry Lalangina raha nandray fitenenana omaly dia nanambara fa ny Praimnistra Beriziky efa niteny fa ny tondrozotra no patron mibaiko azy. Rehefa ampihatra hoy izy dia ampiaro fa tsy hanaovana resabe. Tsy vonona hanatanteraka ny zavatra lazainy, fa patron i Beriziky. Misy zavatra hafa tetehiny hoy ity mpanao politika ity, matoa mody langolangoiny ny mpanao gazety. Ny tena marina dia tsy vonona ny hanatanteraka ny famerenana ny filoha Ravalomanana eto Beriziky. Namafisiny fa tsy hiverina hamonjy ny filankevitry ny goverenemanta sy ministra, ireo ministra avy amin’ny Ankolafy, toy izany koa ireo mpikambana ao amin’ny parlemantera, sy ny CENIT, raha tsy fantatra mazava ny daty sy ny andro hiverenan’ny filoha Ravalomanana.
Ramatoa Rasoaniaina Malalatiana kosa dia  nanambara fa milaza daholo fa hanaja ny tondrozotra, kanefa nisy ve izany amin’izao fotoana izao.Ny Praiministra Beriziky hoy izy dia niteny fa tokony hisy fitoniana eto. Gaga ny tenako nandre izany, satria tsy misy mampihatra antsakany sy andavany izany. Ny tanjona dia ny fanitarana ny tetezamita. Momba ny fifidianana izay atao resabe amin’ny haino aman-jery ankehitriny dia tsotra ny antsika, hoy Malalatiana fa tsy misy fifidianana eto raha tsy miverina i dada. Tonga eto izy hoy Malalatiana dia miaraka mifaninana manao izay fifidianana izay. Ny fanomezan-toky nomen’Ingahy Rajoelina  dia ny fanaovana karatra biometrique, aiza izany amin’izao fotoana izao hoy ny fanazavana. Raha tsy tanterakareo izany dia tsy hisy izany fifidianana izany.
Ny tantsaha no maro an’isa eto amin’ny firenena hoy Alfred izay nisolotena azy ireo. Ny fangatahanay dia ny fanatanterahana antsipiriany ny tondrozotra. Mikasika ny filazan’ny sasany fa mikorontana ny firenena rehefa tonga ny filoha Ravalomanana dia tsy marina izany hoy ny fanazavana. Ianareo fat no mikorontana fa tsy ny firenena.

10 pensées sur “Tsy vonona hanatanteraka ny tondrozotra i Beriziky”

  1. Toa lasa olona efa zokinjokiny daholo indray ireto Mpitolona sisa??
    lasa ary @ ville daholo angaha ny tanora??Enga anie!!

  2. Zao Rana le woe, mihaantitra sy harefesina rehefa ela nihaino wawawa n’ny mpitarika magro mandray karama be ao @ fitondrana. Ka telo taona izay, antitra eo foana. Milay koa moa ny mihaino an-dry Hanitra sy Racosta, isaky ny mba tonga, satria ny tombontsoa be azony, de any am-pandriana izy manomana ny kabary zay ho lazainy @ MAGRORERAKA ny ampitso, de ity ndray ny fampiesonana ry sagnagna a! hoy ry Racosta. Refa reraka sy antitra eo nareo, de zay zahay vao mamonjy ny sezanay miaraka @ ilay filoha jeune kely!

  3. Io ilay nampoizina io fa mitranga. Tokony hadini-tena aloha ny mpitarika ao amin’ny mouvance Ravalo. Izao ny TGV efa mitady hirika ny ampiditra ny olony ao amin’ny magistrature suprême: legislative aloha izay vao présidentielle. Nomen’Andriamanitra saina ianareo dia ampiasao.Mbola tsy tara fa mahereza e!

  4. Inona marina ny kajy ataon’i Beriziky..? Inona iankinan’ny fahefany ? Inona no tetika tadiavny hapirina ankoatran’ny fametrahana ny tetezamita ,izay any andraikitra nomena azy ,ary moa tsy izy ihany no niteny hoe : »Ny tondro zotra no patron-ko! »Dikany « Izaho no voatendry hanantateraka ny fametrahana ny tetezamita.!

    Nanaiky anefa izy ,izay nomen ‘ny SADC (communauté internationale )fahefana lehibe ,nanaiky niforitra teo ambanin’ny hafokan-drajoelina izy ary tsy nahasakana nyditran’ny ministry ny fitsarana izay eo ambanin’ny fifehezany !
    Io fa nihenjana ny TROIKA / SADC ,ary nanizingizina fa hampintra ny andininy faha 43 rizareo amin’izay tompon’andraikitra tsy manamora ny fametrahana ny tetezamita..!

    Ahoana moa hafanfantarana fa mmiroso tsara ny fametrahana ny tetezamita na ahoana no hatsapantsika Malagasy fa tafapetraka ny tetezamita ary vita ny andraikitr’ i Beriziky ?
    Ireto ireo marika fa nahatontosa ny iraka nankinina tamin’i Beriziky :
    …mivoaka ny gadra paolitika
    …misokatra ny haino aman-jery ary hafaka manao ny asany : mampita vaovao amin’ny teny sy ny sary mihetsika ,izany hoe mahazo miasa ireo mpiasa rehetra ao amin’ireny tranon’ny radio sy ny TV
    …mody Antanindrazana ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIANANKAVY..

    Ampahatsihivina fa misy fifanarahan’ny SADC sy ny ankolafy RAVALOMANANA MARC mikasika nyandro sy ora hahatongavan’ny Filoha eto Antanindrazana ,izay notinapak’izy ireo fa ho amin’ny faran’ny volana mai izao..
    Tsy misy andraikitr ‘ i Beriziky izany..fa kosa dia heverina ny famoahana ny gadra paolitika sy ny fisikafan’ireo haino aman-jery dia ho tantearahana alohan’ny faran’ny volana mai
    Inona na iza no manakana  » ny patron-ny tondro zotra  » tsy hanatontosa izany ?
    Dia averiko ny fanontaniana napetrako etsy ambony manao hoe :
    … » Inona no kajy ataon’i Beriziky ?
    …Inona ary iza no iankinan’ny fahefan ‘ i Beriziky ?
    VALINY :NY TONDRO ZOTRA NO MIBAIKO SY MANOME FAHEFANA AZY..!

    Eo amin’izao fotoana mahatsinontsinona an-drajoelina ( izay nialan’ny frantsay nampiasa sy nanandevo azy ), dia i Beriziky no tokony hitsangana
    amin’ny herin’ny fahefana avy amin’ny tondro zotra ,ka tokony ho tontosainy daholo ny fampiarana ny andininy rehetra ao amin’ny tondro zotra !

    Tokony ho taitra sy ho kinga izy mba hazava ny seho paolitika eto amin’ny Firenena mba hangina ireo mitady tandroka moka ary mihambo hahatakatra ny volana..ho an’ny Vahoaka !

  5. NY FODIAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC MIANAKANY ANTANINDRAZANA DIA TSY MIANKINA AMIN’I BERIZIKY.
    EFA NIFANARARAKA NY SADV SY NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC ARY NANAPAKA NY ANDRO SY NY ORA HAHATONGAVAN’NY FILOHA IZY ROROA !

    TSY TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’IO FODIANA IO I BERIZIKY…

    HISEHO MORAMORA ENY NY ANTONY NANOLORAN’I ZAFY AN ‘I BERIZIKY HO P.M !
    NA I ZAFY AZA TSY RE ,TSY HITA…!
    ARY NA IREO MPIGOGOKA SY IREO MITENY FOANA TOANOHATRA NY MIREDIREDY AZA
    TOA TSYHAINO MATETIKA SA HIHAMBO KOA FA NY REDIREDY SY NYFANARATISANA NY SASANY FANAONY DIA NANAMPY NY FAMPODIANA NY FILOHA !
    IRENY VE HO LANY RESAKA DE LOATRA NY TAY AM – BAVANY…!
    NY ACCORDS TANY MAPUTO AZA MOA NO LAZAINY FA TSY MISY NILANA AZY INTSONY..IRENY NO TENA MIVAHA SY MITSIRARA ARY FANINA NOHO NY SEHO -JAVATRA ANKEHITRINY !

  6. Au premier ministre de la transition OMER BERIZIKY ==> REPRENEZ VOS ESPRITS

    .

    – assumer ses responsabilités en faisant preuve d’exercice de ses FONCTIONS:
    « Premier ministre Omer Beriziky qui est ès-qualité, le chef de l’EMMO-Nat. »

    .

    – éviter de faire PROFITER aux genres Jean Marc Châtaigner : « Il y a une certaine liberté de la presse à Madagascar »
    même phrase reprise (sinon soufflée par JMC) de l’allocution du PM de la veille

    Par précipitation,
    prenez garde de VOUS CONTREDIRE
    car un fait datant d’hier:
    « REQUISITIONNER poursuivre la RADIO MBS au local de radio FAHAZAVANA
    qui n’éméttaient (que vous n’autorisez) même PAS la ré-ouverture jusqu’ici?????????

  7. Que n’inventerait Beriziky avec la complicité de rajoelina pour freiner ,à défaut de ne pouvoir la bloquer , la mise en oeuvre de la feuille de route..
    Maintenant Beriziky se rend compte que le départ des membres de la Mouvance RAVALOMANANA MARC des trois institutions de la transition a fait de la transition actuelle une coquille vide ,un cadre sans photo ni image , un instrumnt inutile..et cette situation est due à la mollesse , à la faiblesse de Beriziky…
    Les erreurs commises par Zafy lors de la proposition du poste de premier ministre à Beriziky ,qui ne fait partie de la mouvance Zafy et membre du Leader Fanilo ,parti opposant notoire du Président RAVALOMANANA MARC avant le coup d’état comme toute l’oppositon en ce moment..
    Alors rajoelina et surtout ses conseillers français ont trouvé le moyen rendre non opérationnel Beriziky,qui a accepté sans broncher l’ascendance de rajoelina sur lui qui s’est proclamé être l’adepte de la feuille de route qui est son patron..
    Il n’ a pas résisté aaux coups de tête de « sa  » ministre de la justice , qui l’a considéré comme presque rien !
    Et maintenant ,il se laisse bercer d’illusion par le fantasque rajoelina , qui veut des élections rapidement avec l’aide de la communauté internationale,
    communauté internationale qui l’ignore et cela ils le savent

    Oui , à la tête de la transition , Nous avons deux hurluberlus ,déconnectés de la réalité et vivant leur rêve de désepérés :être

    …dirigeants d’un Pays de 20 millions d’habitants  » dociles  » qui acceptent d’être traités comme de la merde,
    …gestionnaires d’un Pays riche ,qu’ils peuvent piller sans scrupule ni vergogne

    Là ils Nous narguent et Nous disent en pleine figure: » Voyez ! Nous faisons ce que nous voulons et vous ne dites rien , vous ne réagissez pas parque vous avez peur de nous et nous le savons ! »

    Je pense qu’ils ont la trouille de perdre leurs précarrés ,leur situation de rentiers et ils ont de plus en plus la truoille , car ils serendent compte leur comédie n’iterresse plus personne et que la fin cinéma s’approche et que les rideaux vont tombés de façon imminente !

  8. à DolinSolosoa : Ilay « ity ny dadan’i TGV »
    colle avec :
    [La circulaire Guéant abrogée «la semaine prochaine»
    Les ministères de l’Intérieur, du Travail et de l’Enseignement supérieur sont en train conjointement de «finaliser» une nouvelle «circulaire» qui viendra supprimer celle du 31 mai 2011 qui a empêché des centaines de diplômés étrangers de pouvoir être embauchés en France.]

    __

    Miasà mafy ry Gasy Tia Tanindrazana GTT ao France ao
    amin’ny fanafahana an’i Gasikara tsy ho ambany JOUG n’i France
    f’efa miova izao ny fitantanana an
    Fa io aza dia tafa ny fangatahan’ny olona

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *