Magro Behoririka : Nivoaka ny kianja am-pilaminana

Nivoaka ny Magro, 01 mai 12 (10)

Nivoaka ny kianjan’ny Magro Behoririka androany ny mpomba ny filoha Ravalomanana. Niala tao ankianja dia nihazo  ny araben’ny fahaleovantena Analakely , ary niverina nihazo ny kianjan’ny Magro indray, ireo vahoaka marobe izay notarihan’ny filoha lefitry ny CST Me Razafimanatsoa Hanitra niaraka tamin’ireo CST sy CT sasantsasany. Tao anatin’ny filaminana tanteraka no nanaovana izany hetsika rehetra izany. Tsy nisy ny zavatra simba na fandrobana fananan’olona nandritra izany rehetra izany. Talohan’io hetsika fivoahana ny kianja io, dia nisy ny lahateny maro samihafa nataon’ireo mpitarika teny an-toerana. Ny Me Hanitra dia nampatsiahy ny vahoaka ny zavanisy dia ny fidirana tao anatin’ny rafitra. Nanao sonia io tondrozotra io izahay, hoy izy noho ny antony manokana dia ny andininy faha 16 izay milaza fa hanjanona ny fanenjehana, toy izany ihany ny andininy faha 17, 18, 20. Tsy nisy tanteraka avokoa anefa ireo. Ny antony nahatonga antsika eto hoy izy dia ny fampodiana an’I dada. Rehefa tsy hanatanteraka izany izy ireo dia tanterahantsika. Mikasika ny zavanisy tamin’ny Sabotsy dia nambarany fa marary amin’izao fotoana izao ny filohan’ny CT Rakotoarivelo Mamy. Noho izany dia raisinay ho tomponandraikitra ny jeneraly baomba. Nanao antso ho an’ireo “victim” rehetra tamin’ny 26 janoary 2009 ny tenany, mba hanaovana fitarainana eny amin’ny fitsarana. Nanentana ny rehetra ho tonga maro eny amin’ny fitsarana izay hisian’ny fitsarana ny raharaha FIGN, rahampitso izy. Nanamafy moa Me Hanitra fa mitohy ny tolona fa tsymijanona.

19 pensées sur “Magro Behoririka : Nivoaka ny kianja am-pilaminana”

  1. Tena nahafinaritra mihitsy iny e!
    Aoka anefa ho mailo satria fetin’ny asa omaly, ka izay no antony tsy nahitana ny herim-pamoretana mihitsy!
    Samihafa izany ny mety ho fihetsik’ireo tsy mataho-tody ireo androany eny amin’ny Fitsarana!

  2. Mety ho marina ny maha 1er mai ny omaly, fa ny azoko tsoahina dia hoe, rehefa ny zanak’i Dada no milahatra dia amim-pahendrena sy ampilaminana tanteraka. Matoa misy ny korontana @ fotoana filaharana sasany dia satria manam-potoana ny ratsy saina manomana ny tetika rehetra hidirana sy hanakorontanana ao anatin’izany filaharana izany.Omaly ity dia tampoka ny fivoahana ny kianja ka tsy afaka nanao zany zareo. Koa samia mailo sy miambina @ manaraka mba tsy handotoana antsika lava zao!

  3. Midera sy mankalaza ny Mpitolona rehetra e ! Hita taratra @ sary ny fifampitokisana misy eo amin’ny Mpitarika : samy manao ny tandrifiny fa MIFAMPATOKY. 😉

    Hita taratra ihany koa, fa efa miditra an-tsehatra ny tanora : porofo fa mahatsapa ny Fitiava-Tanindrazana izy an-kehitriny.

    Dera manokana ho an’Atoa Manandafy R. , milanja tsy ami-tahotra ny taonany, mandeha miaraka amin’ny fahorian’ny Vahoaka. I Me Hanitra moa dia tsy asian-teny intsony. 😉

    Ny 13 Mai indray izany no fotoana ???
    Mahavità be ary mahombiaza daholo.

  4. Inona foana ary tia zanak’i dada ity,tena lasa olona malaza be lay mpivarotra ronononay taloha tao antsirabe, misy olona saha manao sacrifice mba iarovana azy.Tadidio fa tsy misy tafavoaka zany ao mada raha anankorotana lava eo aza nareo mpanao ronono efa vonona koa ny dj(tgv),ny deba(ratsirakiste) ary satroka mpejy(zafiste) andrava zay saha miditra eo ,mila any province ray manontolo ianareo zanak’i dada zay vao mandresy ,haotrany t@2oo9 niaraka t@tgv ny province rehetra sy ny tao antananarivo (majoritaire io) ny miaramila no validé azy .Raha le olona teo ivato niandry any paoly aloha tao mbola tsy majoritaire e!raha mitetika hanala any tgv eo.

  5. Tsy maintsy mandrovi-tsihy Dada rapaoly a, Efa ho enjehin’ny tribunal de premiere instance any Sud Af lery zao am crime contre l’humanite sy genocide, nefa tsy te hiverina any swaziland tsony, dia ireto fanatika tsy mahatarika vahoaka ireto no atao Sorona sao dia mba azo diovina ihany ny tanana mihosin-dra, Rakotoarivelo M mody marary, Tsy ilay teny Ambohijatovo akory, fa notenenin’ny Devalo tam lundi hoe miala ianareo, dia izay no mampaharary ny lohany io fa Tsy mbola te hiala fa mamy ny voninahitra sy ny vola.

  6. Marary fo @’izany eo rapoly a!! manaintaina be angaha??tian’i vahoaka lotra dada??
    Aza miady vintana @ AKOHO fa iza rehefa mankeny antsena loloavina,mbola aiza!!!
    Izany ny olona’ANDRIANANITRA SAHAZA HITONDRA IO TANY MASINA IO fa tsy foza fako ,pelaka,JIOLAHY
    ao aminy daholo ny haratsiana rehetra ny fanompoantsampy efa tsy tenenina.
    Ka mba malalà MENATRA mananà AMBO!! MIALA FA HALOHAM-BAHOAKA!!ndana mandositra miaraka ireo
    fananana norobaina .Izay iray isika miala ary!!
     » tena tsy voahilika mihintsy Ravao izany marina fa misy inona loatra iny Rangahy iny?? » mitady ho tapaka ny
    FIHINANAMbe sy ny FILIBANA.

  7. Lu pour vous !
    jack-no () le mer, 25th avr 2012 17:22

    je suis hors sujet, mais je veux partager avec vous la réponse que je viens de recevoir de M Jean-Claude Peyronnet

    Monsieur,

    J’ai pris tardivement connaissance de votre courriel, et seulement à mon
    retour de Madagascar.

    Avec mon collègue Christian Cambon, nous sommes « sortis des sentiers
    battus » et avons visité bien des lieux difficiles, en particulier la
    grande décharge du père Pedro, qui a su protégé 3000 enfants de la misère ;
    Nous avons également ouvert la porte d’un foyer pour enfants, où ceux
    qui ne peuvent être pris en charge attendent à l’extérieur qu’on leur
    donne un peu de soupe ;
    Enfin nous avons pu voir une épouvantable prison pour enfants, ou plus
    de 126 petits de dix à dix-huit ans s’entassent dans des dortoirs
    exigus, sont soumis à des violences et réprimandes quotidiennes, et pour
    avoir volé une pomme peuvent restés enfermés plus de six mois…

    Vous l’aurez compris, ce déplacement n’a été nullement un voyage
    touristique, ni une succession de réceptions officielles.
    Nous avons rencontré de nombreuses personnes qui se dévouent
    quotidiennement, mais qui, et vous l’avez souligné, en l’absence de réel
    pouvoir politique qui interdit tout progrès, sont freinées
    financièrement et moralement dans leurs combats.

    J’ai tenu à rendre compte de mon déplacement à mon candidat, François
    Hollande, et, je vous en donne l’assurance, je rendrai naturellement
    compte au futur ministre des Affaires étrangères.

    Je reste à votre disposition pour toute information complémentaire, et
    vous prie de croire, Monsieur, en l’expression de mes sentiments les
    plus sincères.

    Jean-Claude Peyronnet (PS)
    Sénateur de la Haute-Vienne

  8. Ary aiza ry reto izao i Mialy rajoelina no tsy hita miaraka aminí rajoelinan-doza eny intsony sa efa najanona any France, manamboatra ny toerana handosirana.

    -Tsy hita niaraka taminy t@ Air-Bus, tsy hita niaraka taminy nitokana ny studio TV+ farany teo.
    i Radonjona madeha irery izao.

  9. LE FATALISME EST L’OPIUM DU PEUPLE!!!
    LA DICTATURE C’EST POUR OPPRIMER LE PEUPLE!!!
    LA MISÈRE C’EST LE QUOTIDIEN DU PEUPLE !!!

    PEUPLE MALAGASY C’EST LE MOMENT DE SE MOBILISER!!!

    NOS ANCÊTRES N’ÉTAIENT PAS FATALISTES!!! LA preuve 1947,…
    NOS ROIS ET NOS REINES N’ÉTAIENT PAS DES DICTATEURS!!! sauf Radama II et nous savons son sort!!! c’était le PEUPLE !!! qui l’a tué…
    NOTRE TERRE CHER PAYS MADAGASCAR EST RICHE!!! la preuve la présence de ces étrangers qui rodent comme des vautours au tour de notre pays.

    PEUPLE MALAGASY C’EST LE MOMENT DE SE MOBILISER!!!

    IL FAUT DESCENDRE DANS LA RUE DIGNEMENT SANS LIMITE!!! TROIS ANS C’EST TROP!!! MAIS TROIS MOIS DE GRÈVE GÉNÉRALE CE SERA PLUS TROP POUR LES DICTATEURS CAR CE PEUPLE QUI VA
    TUER LE SYSTÈME DICTATORIAL!!!

    MOBILISEZ VOUS!!!

  10. Misajaona koa ity toa lalina koh!!
    tsy hitanao ity loza mananontanona no tsy ho mailo izy??
    manamboamboatra ny tokony hamboaraina rehetra sao traingo ohatra an’ity vola be nalain’i sasany tany @
    Khadafi koa , mapiripirina ramatoa na nitaona izay azo taomina aloha fa ho ratsy ny fandehan’ny tantara,
    ireny vola notaomin’i domelina t@ valizy ireny koa efa tsy mainsy nisy NIPITIKA tany @ Sarkô tany .

  11. Mba jerevo anie ray olona fa mahamenatra mihintsy e!
    VEHIVAVY indray no lohalaharana e! tena lehilahim-bomanga mihintsy
    ny lehilahy ao @ tanana ao. Aiza ny lehilahy e!! misy lehilahy sa tsy misy e!!

  12. D’abord, je suis d’accord avec ce que dit Ranavalona ! Et merci de l’avoir dit d’ailleurs ry bavy a !

    Mais nous sommes presque à la fin du Debat -F.Hollande-Sarko !

    Je voulais voter F.Hollande par interet pour notre cher pays- Mais c’etait avant …..;)
    Maintenant je vais voter par conviction ! Monsieur Naboleon a pris une claue, non plusieurs claques. Il ne s’attendait pas à se touver devant quelqu’un d’aussi CONVAINCANT et INTEGRE et CAPABLE et COMPETENT ET PERSUASIF.

    Monsieur F.Bayrou va savoir à qui adresser ses electeurs 😉

  13. Efa fantatro! ho ela velona iF.Bayrou.
    Hitako mantsy ilay vao nisy nadefa teto @ Mydago e!

  14. Ampiaraho amin´ny mouvance ravalomanana+ mpiantra q lycee+mpianatra université+dokoter sy ny vahoaka leo+ kung fu miaro ny vahoaka .
    raiketo fa ela loatra .

  15. Ka eto mihintsy no tsy azoko ry Zareo a???tokony tanjona iray dia ilay FAHAFAHANA
    no himatimatesana aloha ka tokony hatambatra @ izay ny hery fa efa RESY lahatra ny rehetra
    fa tsy RARINY intsony izao, dia TAIRINA fa inona ary ity????
    Sao dia mba nisy nahita i Kalla MIALy fa mandeha irery foana i domelina???
    sa efa natakalon’i domelina an’ireo mpikaraman’ady frantsay i Mialy kely???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *