Na dia andro tokony hipetrapetrahana any amin’ny fianakaviana aza ny andro androany satria andro tsy fiasana dia nitohy hatrany ny hetsika tetsy amin’ny Magro Behoririka. Taorian’ny fotoam-bavaka toy ny mahazatra dia nisy hatrany ny kabary nifandimbiasana nataon’ny mpitarika ny tolona. Andriamatoa Ra-Guy izay nisolo tena ny Tim dia nanambara fa  afa-baraka tanteraka Rajoelina  satria niteny Paul Rabary tamin’ny haino aman-jery tsy miankina iray fa lasa any Washington Rajoelina hangataka vola, kanefa Ingahy Ministry ny ati-tany milaza fa efa vonona ao ny vola. Tsy maintsy ny fikambanana iraisam-pirenena ihany hoy izy no mandamina izany. Andriamatoa Jean Noel avy any Vatomandry kosa dia nitondra ny hafatra avy an-toerana. Faly izahay hoy izy fatongaetoAntananarivohitondra hafatra ho an’ny vahoaka eto amin’ny Magro. Malahelo izahay any amin’ny faritra satria voangeja izahay any. Tsy milaza ny zava-misy marina ny Rnm, sy Tvm. Noho izany hoy izy dia mitodika amin’ireo Ministra sy CT ary CST izahay. Mangataka raha azo atao , manangana ianareo Radio Feon’ny vahoaka, satria lasa mitolona irery ianareo eto amin’ny Magro.  Mangataka ihany koa hoy ity solontenan’ny Vatomandry ity, kaomisiona avy aminareo izahay ilaza ny zava-misy marina avy etoAntananarivo. Na dia te hirongatra aza ny vahoaka any an-toerana hoy izy dia tsy sahy. Nanome toky ny vahoaka mpitolona ny tenany fa vonona ny vahoaka any amin’ny faritra satria mahatsiaro mijaly.  Mizara roa tsara hoy ny CST Ralaiseheno Guy Maxime ny fitiavan’ny olona ny tanindrazana, satria tsy manaiky mihitsy ny vahoaka Amerikana fa ny tanindrazany no voahitsakitsaka. Izay hoy izy no hilazana fa tafiditra ao anatin’ny valan’ny fitiavan-tanindrazana isika. Tokony toe-tsaina hananan’ny vahoaka Malagasy ny hoe Ravalomanana hatrany no tohanana. Nambarany ihany koa fa ny Ait bus amin’izoa fotoana izao dia rehefa feno dia tsy afaka mipetraka eto amintsika, fa rehefa hanainga kosa dia tsy maintsy fenoina. Raha ny lafiny toekarena izany hoy Guy Maxime dia tsy maintsy fenoina ny volany.  Izany ve hoy izy no irerehana  fa mahavidy Air bus isika. Hatramin’izao dia tsy misy tsy mitaraina ny vahoaka Malagasy, noho izany dia tsy misy afa tsy ny fialany Rajoelina ihany no vahaolana. Ny vahoaka no masimandidy eto amin’ny firenena hoy izy ary tsy maintsy misy farany ny zavatra rehetra. Ampianarantsika ny CUA fa tsy azo afindra ny kianjan’ny demokrasia. Olona voafidim-bahoaka no afaka manapa-kevitra hoy ity mpanao politika ity, fa kianjan’ny demokrasia Ambohijatovo sy Isotry. Noho izany dia tsy ianao Andry Rajoelina tsy ara-dalàna no hanafoana izany. Fisandohana andraikitra no ataonao raha izay no mitranga.  Hafatra no napetrany tamin’ny vahoaka teny amin’ny Magro hoe : andeha hifandray tanana isika, amin’ny fanohizana ny tolona.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

40 Comments

  • ranavalona dit :

    Matoa mbola misy olona eo dia mbola vonona ny hanoy ny tolona e!!
    aza mihaino izay vavan’ny matian-drano any, ny savorooron-kilatoana.
    Rehefa madio ny tolona hataonareo dia tsy misy adala eo akory, tsy maintsy tonga ihany ny olona
    aza dodosana koa izy ireo fa tonga ho azy eo ihany izy rehefa @ fotoanany.
    Mankasitraka an’izay mbola tonga @’izao andro tsy fiasana izao, tena tia tanindrazana tokoa ianareo,
    MANKASITRAKA TOMPOKO o!homba antsika Andriamanitra E!

  • ranavalona dit :

    Mba tairo nàma ilay vidaka fa aza atao an’izao a!!

    Fa inona no tena marina e!! misy milaza fa voaantso i domelina ?
    eto indray naka vola??vola inona fa nisy napetrak’i ny renikeliny angaha tany ohatra???
    dia vola inon akoa no efa aiza??hoe: » efa ao »???????tsy hitako koa izay mbola hinoana
    izay Radio-poza any???vazaha mody miady fa rehefa hanao ratsy miray loha ihany.

  • rakotozafy mirana dit :

    ndry….
    miena toy ny fen’antitra ny mpanohana ry MAGRO eee!!!
    Izao no izy rehefa mapiesona vahoaka toan-drainy ihany…
    plus ra8 miesona any atsimo plus ny vahoaka miena.
    Tsy tafa zany io raha tsy tafaverina leiry.
    Fantany fa raha tsy nitsoaka izy de efa maty ka aleony mipetraka any d mapiesona am telefona hoe hodyaho e!!!! de ny gasy kely vendrana sy sanana mitogaigy eo am MAGRO.
    RAHA leilahy izy sy tena tia tanindrazana, de efa nodyary niady. Hainy ny niala mora ka ny miditra ve no tsy hoainy.
    Lainga daholo ny ankaotra zany.

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Misy miray feo sy mamalan-kira toa ny jiolahin-drajoelina eto ary mahita sy milaza fa tsy mihavitsy ny olona tonga mivory ao Magro ..
    Tonga nanisa tany ve isan’andro izy ireo sa kosa anisan’ireo mitady ny handresy lahatrany olona tsy hivory ao Magro intsony ?
    Izany no tadiavin’ny mpomba an-drajoelina ,mba hampizara ireo olona manohana ny Filoha RAVALOMANANA MARC..,satria raha mizara izy ireo dia hihena ny heriny sy ny lanjany..ary amin’izay dia mihevitra ny mpomba an-drajoelina fa mihena koa ny mpanohana ny Filoha..dia sns, sns…

    Maro hoy aho no mody jamba sy mody donto ka tsy mahatsikaritra ny seho-javatra misy eto amùin’ny Firenena dia ny tena ita fa mitombo ny vondron’olona mitokona ( mpianatra,mpianatra , mpitsara , mpitsabo , mpitantitra..ary dia eo koa ny famerenana ireo fitsarana tsy nahafa-po ireto te-hampiseho fa mbola izy no tompon’ny laka..
    Io indrindra no lazaiko sy teneniko fa LANY BALA ARY TSY MISY HALAHATRA INTSONY NY MPANONGAM-PANJAKANA ka any sisa azony atao dia NY MAMONO VORONA , MAMORONA SY MANDAINGA ARY NY MIEBOEBO..EFA BAOLINA NAONA IRETO JIOLAHY KA TSY MITONTONA NO TSY MISAVOANA INTSONY..
    Jereo tsara fa nilaza ny SADC TSY MAINTSY HAMPIARIN ‘IREO ANKOLAFY SY ANTOKO PAOLITIKA NANASONIA NY TONDRO ZOTRA , AINGANA , DAHOLO NY ANDININ ‘NY TONDRO ZOTRA
    MBA HISIAN’NY FILAMINANA MBA HAHAZOANA MIKARAKARA NY FIFIDIANANA..
    Ary diniho tsara ny daty nilazan’ny SADC izany : NY 14 MAI 2012 .NY 15 MAI MANTSY DIA FANJAKANA VAOVAO ANY FRANTSA ARY SATA SY FITONDRANA VAOVAO..
    ARY FILAZAN’NY SADC IO DIA MINO AHO FA NALEFANY ANY AMIN’NY SECRETARIAT
    GENERALIN’NY FIRENENA MIKAMBANA ,SATRIA MISEHO AZY HO BE MARENINA NY LEHIBEN’NY TETEZAMITA ANKEHITRINY DIA NY S.G.-N’NY FIRENENA MIKAMBANA NO NAMPIANTSO (AFAIT CONVOQUER…)AN-DRAJOELINA MIARAKA AMIN’NY LEHIBEN’NY DELEGATION -N’NY ANKOLAFY RAVALOMANANA MARC ,SATRIA IO ANKOLAFY IO IHANY NO MANDRAT ANDRAIKITRA AO AMIN’IREO ANDRI-PITONDRANA (CT, CST, GOUVERNEMENT..)..
    ARY MBOLA DINIHO TSARA NY DATE NIANTSOANA AZY..
    NY TENA MARINA SY AZO ANTOKA DIA NY NY FIANTSOANA AN-DRAJOELINA ..

    Ary io seho-javatra mody mahafanina na nahalasa moana ireo miseho ho mpanaraka ny fizotra ny tolona ataon’ny Vahoaka no lazaiko fa ireto milaza ho mpanarakja ireto dia tsy mahita afa-tsy ny hajejoan’ny lakan-jila ( lainga sy ny antsaga tsy aman’orana lazaina ny mpanongam-panjakana very sy latsaka an-kady toa y voankazo loa ) fa tsy mahatsikaritra ny fisononoka mangina dia magina ny samboben’ny Malagasy izay mizotra ho any KANANA..!
    …Tsy mbola handiha na hitehaka Isika na dia efa akaiky aza ny faran ‘ny dingana voalohany
    …Ary dia iny manangasanga ny dingana fahaaroa :
    DIA NY FIVERENAN’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC SY NY FIANAKAVIANA ANTANINDRAZANA.
    NY FAMPIARANA AINGANA NY ANDININY REHETRA ( AO ANATIN’IZANY NY ANDININY FAHA 20)DIA
    AZO HEVERINA FA TOKY HO ANTSIKA ,INDRINDRA MOA RAHA MIDITRA AN-TSEHATRA NY FIRENENA MIKAMBANA !!
    …DIA TSY HE ELA KOA NY DINGANA FAHATELO DIA NY FIFIDIANANA !

    « DIA HIHIRA ISIKA NY HOE : » AODY R’IARIVO ,AOY R’IARIVO ! INDRO FA TONGA ! »

  • HoAiza dit :

    Raha mbola tsy tody eto an-tanindrazana ny filoha voafidim-bahoaka
    Ravalomanana Marc
    izay tompon’ny kianja rahateo
    DIA TSY MAINTSY MISY OLONA EO

    Tamin’ny androny tokoa mantsy (après 2001) dia nihena ny fidonaham-poana (oisivité) satria niroborobo MIANDALANA teny ny fanatsaràna ny ARA-SOSIALY

    De nahôn fotsin’izao no-DERACINER-na zany fanirin’ny fivoaran’ny fiainam-bahoaka zany?
    __

    Na misy mpitarika na TSIA!!
    Na iray na maro na mihoa-pefy (ARAKARAKY NY FANDEHAN’NY ZAVATRA)

    Merci pour toute partage d’infos diverses de toute part

  • contreFaty dit :

    na olona roa ary sisa magro dia génant foana, ary raha mbola tsy ny eo no manaiky ny FAT dia tsy ahazo reconnaissance zany fa manofisa ra ahazo vola any washington zany, mba manaova ra mahay ny tgv mamory olona, ra vao ny foza no mihetsika kely avy dia M/car iray manontolo no potika, ny zanak’i Dada 3 ans zao tsy nisy na magasin iray ary vaky

  • Tanora dit :

    Mampalahelo mahita ireto olona voafitaka eto am magro ireto, mbola halain’ilay filoha voahongam-bahoaka ange io tany magro io dia tsy hisy hipetrahan’areo intsony e.
    Olona diable ange iny e, mamono olona ary vitany tsy misy nenina koa mainka inareo zanaka an-jorony tsy mahavita manao sorona ho azy akory.

  • HoAiza dit :

    Ho tanteraka ihany ny nandrandraina, ranavalona an !
    J’espère vous ne ME decevrez pas CETTE FOIS :

    [ Pour sa part, Me Avoko Rakotoarijaona, affirme avoir l’intention de diriger plus d’un millier d’adeptes du kung-fu sur la place, ainsi que les citoyens ayant adhéré à son projet « Masoandro Maraina ». Au même titre que les Zanak’i Dada, Me Avoko a précisé qu’il ne soutient pas les journalistes de la Free FM en tant que personnes. « Les adeptes du kung-fu ne soutiennent aucune personnalité politique ou civile. Nous sommes du côté de la population malgache, et prenons nos responsabilités à chaque fois que la liberté, de cette population est remise en cause, et que sa qualité de vie sociale dégrade », a-t-il précisé.]

  • Njara dit :

    Mba vakio ary ny tatitra kely tsotsotra ao amin’ny http://lafy8.forumactif.ca mikasika ny fandalovan’Atoa Mamy Rakotoarivelo : Filoha hajainain’ny Mouvance RAVALOMANANA !
    Sary vitsivitsy ihany no notaphina nalefa ! Ny manetsa be mbola ho avy !!! ;)

    Vizaka fotsiny ny Mpanaratsy sy Mpanenjika sy ireo mihevitra fa Mpisoly mitady vola fotsiny ny Filohan’ny Mouvance Ravalomanana sy ireo Mpiara miasa aminy, fa……
    Hajaina sy omena hery Atoa Mamy Rakotoarivelo hanoy ny asa efa natombony.
    Rehefa tonga i Dada, dia eo isika mifampijery, ary aza menantra ny miala tsiny amin’ny vava avoaka : ny fanaparitahana fa vola no manosika an’Atoa Mamy Rakotoarivelo hanao ny asany .

    Tena mampalahelo ny toe-tsaina malagasy e!
    Ary iza no mba hasolo ny Prezida Mamy Rakotoarivelo raha miala tokoa izy ???

    Mba misaina r’izalahy a !

    Malagasy ka mahaiza manaja ny Malagasy toa anao, fa raha misy mahavita azy, mba mandalova aty aminay aty Dago e, ho hita izay mba adinareo e !

  • HoAiza dit :

    Rahampitso ny fotoana
    Ogé ogé ogé
    Rahampitso ny fotoana
    Ogé ô ry sakaiza

  • Njara dit :

    @ HoAiza
    Tiako be ny mitafa aminao ! Indrindra ny philosophie developpé-nao mikasika ny malagasy ! Peut etre que nous ferions une bonne equipe, raha tianao ?!!!Ranavalona tsy adino sanatria, fa ela fidona toy ny fin de crise nareo aky a !

  • Dr CELESTIN Robin dit :

    Hajanony ny hevitra kitanitanina..ary tandremo ny teny tsiambina
    Ny Malagasy Rehetra dia olom-pirenena Malagasy na aiza na aiza izy no mipetraka , ny tsy fionenany any Madagasikara dia tsy midika akory fa tsy mahefa ny adidiny izy ireo na tsy mandray andraikitra eo amin’ny Firenena : ny fandraisana anjara miteny etoana dia efa fandraisana andraikitra raha toa mikasika ny Firenenaa ny resaka ataony …
    Fanavavahana ny filazana fa ny tsy fodiana any Antanindrazana dia tsy manao adidy na tsy mahavita zavatra izy ireo …!

    Ovako ny resaka :nalevon ‘ny équipe HOLLANDE NY FRANçAFRIQUE SY NY COOPERATION ,izay any anarana nentina nanafenana ny asan-jiolahy ( actions mafieuses ) sy ny olona nisahana sy nanantateraka izany asa izany..

    Ny MINISTERE DU DEVELOPPEMENT (FAMPANDROSOANA ) NO NISOLO IO COOPERATION IO..
    Ary izany politique vaovao mikatsaka ny fampandrosoan’ny Firenena iray dia miankina amin’ny FIFANARAHANA MAZAVA AMIN’NY FIRENENA ROA OHATRA MADAGASIKARA SY FRANTSA..FERENENAA MITOVY TANTANA , TSY MISY AMBONY SY AMBANY NA AVO SY IVA..IZANY NO LAZAINA HOE :PARTENARIAT..!
    ASA KASAINA HATAO MIARAKA DIA HIFANARAHANA TSARA AMIN’NY ALALAN’NY ADI-HEVITRA SY NY TENY IERANA..ARY ASA-PAMOKARANA MOMBA NY FAMPANDROSOANA NO IMASOANA KA TSY HIDIRAN 4NY RESAKA PAOLITIKA..!
    Io ministère du développement io dia ao anatin’ny ministère des affaires étrangères toa ny ministère des affaires européennes.
    Ary Atoa PASCAL CANFIN no mitantana io ministère io : ministre délégué auprès du ministre des affaires étrangères ,izay Atoa LAURENT FABIUS no ministre !

  • tgv dit :

    ho hita eo in-1 eny ambohijatovo radem e:
    ts izay very fihinana hoa de hitabataba ohatry ny alika eny @ arabe.hita sy tsapa hatreto fa ny izay nanao ny ts mety ka voaesotra teo @ toerany de miezaka ny mialokaloka any @ mouvance. f’angah ny mouvance natao hery mpiaro e?
    alefaso lety ny radem raha tena lehilahy e, ataovy mipoapoaka tsara mist ny lacrimogène fa raha ts izay ts fantatry ny malagasy hoe efe noanan ny alika ao @ magro ka mitady sakafo. ny tompony mpanome sakafo mants mbola manao sesintany ny tenany any sud -aff

  • ranavalona dit :

    Misaotra ny akama rehetra !tena taraiky kely indray aho!!
    Mety be ny azy ,tsy mitsabaka na misaringotra @ iza na iza( Kung fu io)
    Tsara be ilay hiran’i dà! sady miaraka be @’ilay vao nomen’i Hoaiza, eto indray aho no raisina!
    latsa-dranomaso indray bavy!
    HO TONGA ANIE NY FAHAFAHANA !!!!

  • HoAiza dit :

    Eh TGV:
    Chien enragé
    BOURREAU
    Sanguinaire

    « Les zanak’i Dada n’iront pas à Ambohijatovo demain ! »

    (t’a dépouillé journal Midi de ce jour?)

    Alors? HAMONO SA TSIA?

  • verbeeck dit :

    Misy foza gaigy be telo ndray miditra ato lé!!! iza ndray reo ankoatr’ilay tanora vôtany????

  • ranavalona dit :

    Fa ahoana????mba afaka manampy kely fanazavana ve sė??azafady!!

  • ranavalona dit :

    Atao ahoana e! izay eo hatrehana fa avelao izy hianahana eo ,
    efa kendaroroka ireo izao ka tsy dia asiana sira loatra, Izay foza ve???
    efa fantatra ny hiafaran’ireo.Minoa marimarina fa tsy misy ho afa-bela ireo na ety an-tany na ny fitsarana FARANY.

    Azafady Hoaiza fa maninona no saratsarahana idray ity hetsika ???

  • LAZALAZAO dit :

    Tsy ekena mihitsy ny tenin’i depute’ Henri fa mila miaraka ny mpanohitra. Ireo mpitarika mihevi-tena ho mahavita irery. Nefa tsy mahavita teny irery. Efa ela no teo @ MAGRO fa tsy mivoatra ny tolona nefa mbola misy miziriziry handeha irery ihany.

    Rahampitso 20 mai,dia eny Ambohijatovo daholo

  • ranavalona dit :

    Tena misy tsy mazava! tsy mahazo valiny mahafa-po mihintsy aho.
    Tena tė halala ny antony mihintsy aho fa misy inona ary???????
    Ny valin’ireo etsika rahampitso angamba no hilaza ny antony?????

  • rirama dit :

    Matahotra ny ho difotra ao @ ny fihetseham-bahoaka ny ankolafy Ravalomanana !!!
    Tezitra @ ny Mpitarika ny tolona ankolafy Ravalomanana ny vahoaka satria niteniteny foana talohan’ny ho eny Ambohijatovo izay nilaza fa  » TSY MISY MIHEMOTRA INTSONY EO » — Eny hoy ny vahoaka teny an-kianja !!!
    Saingy INDRISY FA IREO MPITARIKA INDRAY NO NIHEMOTRA niverina tany @ ny magro.
    AZA FITAHINA TOY IZANY NY VAHOAKA MPITARIKA NY MAGRO FA MANKALEO NY ATAONAREO na inona na inona fanazavanareo !!! Mba miaky ny tsy netezan’ny fanentanana nataonareo sy ny nataonareo fa tsy ny vahoaka indray no omena tsiny !!!

  • ranavalona dit :

    marina ny anao ry Rirama fa tsy tokony hanao be filaza toy ireny,fa kosa nisy ny
    antony ambadika anie hono e!feno miaramila hono ny elakelatrano satria nisy ireo
    SADC teo8(tsy kely lalana ny ratsy)dia izay no tsy maintsy nanapahana hevitra haingana
    fa amiko dia tsy hitako mihintsy izay tena antony mazava nanaovana iny hetsika ny
    asabotsy iny nefa ny alahady no tokony nanambatra ny hery velona rehetra teo @ 13 may???

  • Njara dit :

    Hevitra atsipy ny ahy Ranavalona sy izay manotany tena momba io fanapahan-kevitra io ! Noho izany dia hevitro izaho samirery ny ahy !

    Amiko manokana dia mety sy tsara io fanapahan-kevitra io :
    1)
    Magro dia toerana symbolique amin’ny Fanohanana na ny FITAKIANA ny Fampodiana an’i Dada.
    2)
    Fitandroana ny FILAMINANA no hanaovana azy ao, satria hatr’izay ny fandehanana ery Ambohijatovo dia miseho ho FIANTSIANA ny HAT hisambotra sy hampijaly ny vahoaka.
    3)
    Ambohijatovo dia an’ny Malagasy tsy vaky volo fa……Magro kosa dia mazava fa ny ANKOLAFY RAVALOMANANA no mitaiza sy miseho ao.
    4)
    Fanasàna ny Ankolafy Zafy, mba hiray HINA amin’ny Tolona entin’ny Ankolafy Ravalomanana. Mazava loatra fa Ny Ankolafy Ravalomanana no tena henjehin’ny HAT.
    Karazan’ny mampiseho izany ny Ankolafy RAVALOMANANA, FA IZY NO VOALOHAN’NY MITAKY NY FAMPODIANA AN’I DADA.
    5)
    Ny tsara ho fantatry ny be sy ny maro koa dia izao :
    – EFA NIOVA ILAY Article 20, ka tsy azo henjehina amin’ny zava-niseho tamin’ny 07 Fevrier 2009 intsony ny PRM Ravalomanan


    Fa ny tena ZAVA-dehibe dia iry voalohany !

    Ahoana no fahitànareo an’izay ???!!!

  • Njara dit :

    NY FANIRIAKO :


    1) Hiseho MIRAY NY ANKOLAFY RAVALOAMANANA-ZAFY amin’ny Hestika rahampitso.
    2) Mba amporisihina ny miaramila Legaliste….. » Hiseho « …… hanohana ny vahoaka.
    3) Efa tsy eny Ambohijatovo ihany ka handeha amim-pilaminana ny hetsika.
    4) Hazava ny banderolles fa : ILAINA MIALA i TGV !
    5) ……MODY I DADA-……….. ARY MILATSAKA HO FIDIANA .

  • ranavalona dit :

    Misavorovoro be ilay izy ry dà a!henonao tsara ve anefa ny kabarin’i Rakotoamboa???
    mazava be ny teniny anie e!!ataoko fa olona mba azo hatokisana izy ary mbola
    tsy namadika ny tolona ,olona azo lazaina fa MAHITSY ( sady BOKONY be!hi!hi!hi!!!!!), mazava ny teniny ry dà a!
    efa nitolona irery isika hoy izy fa tsy nahaovoka koa ataoko angamba fa tokon hatambatra ny hery izay efa nolazaina
    lava teto.
    Dia ahona tsara tsara ity radio hivoa ???nefa ireto mpiasa sy tompon’i radio Fahazavana VOAHELOKA 6 taona (
    Mahonena ray olona a!!mifanipaka toy ny valala an-karona ity raharaha ity????mba misy afaka mba manazava ve
    fa tena very aho????

  • ranavalona dit :

    Njara a! tsy ny ankolafy Ravalo ihany fa hadinonao sahady angaha ilay hetsika saika hataon’i
    Dadabe Zafy teny Ambohijatovo e!! ilay nisy olona naratra voatifitr’ireo mpikaramana’ady TSOTSOKA???
    aza mba manao ririnin-dasa tsy tsaroana kosa e!!
    Dia niova ahoana ilay artikila 20 hoe e???inona no niova @’izany ?ilay fanenjeana angaha tao koa izany??
    Hay moa ialahy nihaona mivantana t@ Mamy .R ??izay vao azoko! dia meseho mahita vao2 ery an!!milay e!!

  • HoAiza dit :

    Ho an’i Njara:
    – misaotra amin’iry hira natolotrao
    (de AZA andefasana hiran’i Heritiana, fa indrindra toa ilay farana iray iny)

    – resaka politikam-pirenena tsy dia voafehiko loatra,
    fa resy lahatra ny tenako ny @ hoe « développement humain dia mifanindran-dalana amin’ny développement économique »

    De mikasa hanao zavatra mifandraika @ izany rehefa
    misy ny moyens!

  • Njara dit :

    @HoAiza,

    Faly ery aho rehefa mahazo message « manokana » avy aminao sy Ranavalona !! ;)
    Angamba mandainga kosa izay miteny hoe TENA mahafehy ny raharaham-pirenena, an-koatry ny PRM sy Mamy Rakotoarivelo ary ireo miara mitolona aminy e !
    Ampy tanteraka ho ahy manokana ny zavatra voasanareo, mba ahalalako ny METY ho fandehan’ny Firenena. Tonga taty koa moa i Atoa Rakotoarivelo, dia mihamazava kokoa.

    Ataovy misy moa ny moyens e ! ‘zany oa e ! Hony e ???!Dia tanterao ny « fikasàna » fa raisina an-tanandroa. Izahay ao amin’ny lafy8 izao efa manana MPANDEFA SARY, ka ampiraisina amin’ny sary mba iangaviana eto amin’ny MyDago dia raitra tsara.
    Eto moa dia mbola hoe « izahay » ihany nefa rehefa tonga ianareo sy Ranavalona dia efa « isika » amin’izay !
    Izahay kosa aloha tsy manary ny akoho taman-trano eto amin’ny MyDago , fa miandry anareo fotsiny e ;) !

    Fa maninona HoAiza no tsy handefasana hiran’i Hery Tiana intsony ? Fouz be angaha ?!
    Saika adinoko, fa io Hira io anie ka Ny Namana sarobidy SAPA no nandefa azy ho ahy e ! Tiako be ihany koa ilay izy dia nalefako eto ! Faly aho raha tianao izany ! ;)

    @ Ranavalona !
    Izaho ry Bavy tsy mba manadino an’i Dadabe Zafy izany a ! Hitanao fa miansto azy aza aho kooo ! ary averiko mazava toa an’Atoa Rakotoamboa :

    MIANGAVY ANAREO MOUVANCE ZAFY izahay Mouvance Ravalomanana, mba hiray tolona , satria tanjona iray no tadiavintsika DIA NY HOE /

    TGV : DEGAGE ….DEGAGE…..DEGAGE ….TGV : DEGAGE ….DEGAGE…..DEGAGE

    Niova tokoa ilay Article 20, ka TSY AZO HENJEHINA amin’ny Zava-niseho tamin’ny 07.02.2009 intsony i Dada.
    Milaza vaovao koa aho izao izay miseho amin’ny Teny anglisy ao amin’ny http://lafy8.forumactif.ca androany , mikasika ny dian’i Domelina any N.Y.

    :
    Tsy afaka ny hanenjika an’i Dada instony izy ka dodosany i Ban Ki Moon, hanaiky ny hanaovana ny Election faran’izay haingana satria i Dada , mila 6 mois sur place vao afaka milatsaka ho fidiana :)
    Tsy nanome valiny i Ban Ki Moon, fa ho hita eo hoy izy !
    Mahitahita ny dahin’ialahy leitsy a ! ary tsy azo gfitahina toy ireo tsy mijanona manaratsy an’i Mamy Rakotoarivelo sy ny miaraka aminy ( Me Hanitra ;) ) INTSONY .
    Tena raitra i lafy8 ankehitriny ka ! Miandry « note » avy aminareo sisa e ;) hi hi hi !
    Misy vaovao koa mikasika ny Gtt, fa dia ialako ny milaza momba izany. Ny tanjona aloha no banjinina satria mitovy ny tanjona.
    Bonne Journée daholo !
    Manorata ary e ! ;) ‘zany oa !!!?

  • Njara dit :

    Zavatra lehibe adinoko koa : Tena misy fanantenana hihaona amin’Atoa Mamy Rakotoarivelo atoato ….any Dago , aho ;) Omaniko tsara ny fanontaniana ho apetrako, fa teo mansty tampoka be ka tsy nisy niomana tamin’izany !
    Ity indray mandeha ity kosa : omaniko tsara mihitsy !!!
    Sa ahoana ry bavy masiaka ? masiaka BEUUUh mantsy e ! Aza mandray an-tendrony oa ialahy e ;)

  • Njara dit :

    Nouvelles breves, de source digne de FOI :
    ;)
    C’etait hier, la mouvance Zafy irait elle au Magro, AUJOURd’HUI ? Point d’interrogation. Mais je l’espere de tout coeur

    Vendredi 18 Mai 2012*17h00

    ->La Mouvance Zafy Albert avec plusieurs Syndicats et Associations invitent la population à venir à Ambohijatovo demain./ La Radio Free FM aurait annoncé qu’elle renoncerait dorénavant à faire toutes attaques contre le Président Ravalomanana./

    Rajoelina aurait vu refusé sa demande de visa pour les Etats Unis tant à Antananarivo qu’à Paris.
    Ca c’est Nouveau … Rajoelina …interdit à Paris …??




    Je peux vous mettre ici aussi le discours de Domelina à N.Y !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tena mety izany hevitrao izany ry Njara !
    Koa rehefa tsy afaka nihaona tamin-dry zareo PS izy, ankaotr’ilay sadasada R. Yung izay nihaona tamin-dry Jemison koa, ity misy fanontaniana tsara apetrakao aminy :

    IZA MARINA HONO NO TENA « HOMME DE LA SITUATION » AO MADAGASIKARA AMIN’IZAO FOTOANA IZAO, SATRIA « NEUTRE » HOE ???

    Raha tsy afaka moa ianao, misy DIRCAB « mandalo matetika ato », afaka mba mametraka an’io fanontaniana ihany koa !

    No more comments !! Mazotoa daholo, ary aza adino fa TENA eo ampelatananareo izay mbola afaka sy mahay mieritreritra sisa, ny hoavin’io FIRENENA HIOMBONANA IO !!

  • Njara dit :

    Tsy mazava loatra :
    Neutre: qui ? vis àvis de qui ? stria : misy roa :
    1) Ravalomanana- Zafy sa ….
    2) Mouvances roa vis à vis Domelina sa…..
    Ianao koa moa tsy dia hitahita tato ato kooo ! Sahirana be ngah ??? ;) sa variana amin’ny sary portugaise apetran’i Solo Razafy ???? MdR !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Post 19 Mai 2012 8h05, ny valiny rahatoa ka mila précision ary ê !

    Mbola sahirana hi-tsansformer an’ilay essai, satria ao anatin’ny tolona izay hatrehina ihany koa izany !
    Raha mihaona AMINY IANAO, DIA HO AZONY TSARA NY FANONTANIANAO ! Ary ampio kely hoe, fa INONA NO ANTONY !

  • Rasamy dit :

    Fanambarana nataon’ny GTT International Genève
    Publié le Mercredi 16 mai 2012 à 12:47

    GTT Genève
    Malagasy Mandresy, Madagasikara Afaka
    Peuple Malagasy Gagnant. Madagasikara Libre
    Winner Malagasy People. Free Madagasikara
    FANAMBARAN’NY GTT INTERNATIONAL – GENEVE.
    PARIS 16 MAI 2012.

    Izahay GTT INTERNATIONAL GENEVE dia manao izao fanambarana manaraka izao :

    Mikatso tanteraka ny fahitanay ny fizotran’ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny. Mivoana tanteraka amin’ny tanjona napetraka (famerenana ny ara-dalàna) ny Tolona. Tsy nitondra tombotsoa ho an’ny fampandrosoana ny tolona sy ny famerenana ny ara-dalàna ary ny fampodiana ny Filoha RAVALOMANANA ny fiaraha-mitantana nofinidin’ny mpitarika ny ankolafy.

    Ny filohan’ny Tetezamita dia efa nilaza fa “tafatsangana daholo ny Andrim-panjakana dimy (Filoha, PM, CT, CST ary ny CENIT) ary mizotra tsara ny fananatontosana ny Tondrozotra. Ka noho izany , hoy izy, dia mahazo miroso amin’ny Fifidianana amin’izay ny Firenena”. Indrindra efa vita ara-dalàna koa ny fananganana ny lalàna momba ny famotsoran-keloka (Loi d’Amnistie). Ary nanaiky izany rehetra izany ny Ankolafy Ravalomanana.
    – Aiza izao ny fanatontosana ireo andininy (articles) izay nahatonga ny Ankolafy Ravalomanana nanao sonia, izany hoe: famoahana ny gadra politika, ny fisokafan’ny haino aman-jery ary indrindra ny fodian’ny Filoha Ravalomanana (andininy faha 20)?
    – Nilaza mazava ny tokony hialàna tsy misy hatak’andro ao amin’ny rafitra ny Filoha tamin’ny 30 Avril. Kanefa fiantonana(suspension) no navalin’ireo izany.
    – Ao koa ny Hetsika izay nahatonga ny fahatezeran’ireo mpitolona rehetra (12 Mai sy 13 Mai).Ny tompon’andraikitra amin’ny tsy fahombiazan’ny Tolona dia ny fidiran’ny Ankolafy Ravalomanana tao anaty Rafitra, ary indrindra nanaiky sy niray asa tamin’ireo mpanonga-mpanjakana.Taiza ny mpitarika tamin’ireo hetsi-bahoaka ireo ?
    Very fanahy mbola velona ny vahoaka manoloana izany ka nirenireny tsy nisy mpitarika toy ny kamboty. Tezitra sy mahatsiaro voafitaka izy ireo. Ao ny teny etsy sy eroa milaza hoe : “Mpitari-tolona mpamadika, voavidy, sns…”.
    Fotoanan’ny tsotsoro-mamba isarahana izao.
    Noho ireo antony voalaza dia:
    tsy hitanay izay ilàna ny fihaonana amin’Atoa Mamy Rakotoarivelo raha toa ka hiziriziry amin’ny heviny izy ireo,
    mangataka an’Atoa Mamy Rakotoarivelo sy ireo rehetra niara dia taminy niditra io Rafitra tetezamita sandoka io hiala ny Ankolafy RAVALOMANANA ary tsy hitondra intsony ny anaran’ny Filoha. Tsy misy manakana azy ireo sy izay miray hevitra sy tanjona aminy hamorona ankolafy hafa. Mazava kokoa ny raharaha amin’izay ary tsy ho voafitaka sy voambaka intsony ny vahoaka tena mitolona ho an’ny Filoha,
    tsy misalasala izahay milaza fa mpiray tsikombakomba amin’ny mpanongam-panjakana ireo mpitarika ny ankolafy ankehitriny.

    GTT INTERNATIONAL – Collectif de la Diaspora
    15, rue des Savoises
    Genève – SUISSE

  • KintanaMananDrambo dit :

    Njara, post 8h17

    « Rajoelina aurait vu refusé sa demande de visa pour les Etats-Unis tant à Antananarivo qu’à Paris »

    Famafazan-dainga avy amin’ny tsy fantatra io, ary na ny Prezidà aza voafitaka ! Iza no tompon’antoka ?

    I domelina dia efa Président es qualité fa tsy sans qualité intsony tao amin’ny NU ! Inona no antony ????? Efa tafaverina avy any izy angamba, ary efa eto frantsa !

    http://www.tananews.com/2012/05/Communique-de-presse-le-president-rajoelina-a-la-tribune-des-nations-unies/

    Vokatry ny FDR fôpla izao amiko ! Ny Prezidà coincé any Suf-Af, ary ny mpanongana mahazo tribina any New-York !

    Mahay daholo ê !

  • ranavalona dit :

    Miadivà misy maty ao daholo fa ny ahy dia tsotra no tanjona dia
    DOMELINA MIALA! DADA MODY! ka rehefa manaiky ireo sy mitolona
    ho @’ireo fahafahana ireo dia MANKASITRAKA 100% aho, ajanony ny resaka POLITIKA fa tsy mamely e!!

    Tena azo hinoana ve ity Tananews ity ry Zareo??indraindray anie izy io ka mamala-kira e!!
    Kintana Milanina ihany aloha fa aza mikorapaka dà! tsy dia azoko hitokisana tsara ny vao2 tao @ @ Tananews.

    aleo aloha isika hamakafaka fa sao misavoana fotsiny e!! tsy hanaiky izany n Gasy na izany na tsy izany,DOMELINA
    miala no tanjona ary efa miroso @’izany isika izao.Efa maro ireo hetsika hisosoana @’izany ka rehefa tsy hanaiky ny
    sasany dia izay tonga ihany no ARABAINA!!!!!raha mihanaana ny ankolafy dia izay manatafavoaka ny BAOLINA eo no
    ho fidian’ny vahoaka ,efa reraka koa ny olona MIANDRY ANDRASO LAVA, AMBONY NY MÔRALY!!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Nations-Unies à New-York

     » Interrogé sur le cas de Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina a répondu que celui-ci avait été condamné et ne pouvait pas bénéficier de l’amnistie. Cependant, pour rétablir la paix à Madagascar, le Président de la Transition s’est dit prêt à un accord politique afin que l’on puissse trouver un terrain d’entente dans le cadre de la réconciliation et regarder le futur des vingt millions de malgaches ».

    http://www.madagascar-tribune.com/Elections-au-plus-vite,17471.html

    Le putschiste IMPOSE SES CONDITIONS ! Veuillez baisser ce qu’il faut et mettez-vous à genoux ! LE PUTSCHISTE VOUS VEUT DU BIEN, ET S’EST DIT PRÊT À SATISFAIRE VOS ENVIES ! LA POPULATION VOUS REMERCIE, Ô GRAND PUTSCHISTE DEVANT L’ETERNEL ! La DEMOCRATIE EST EN DEUIL POUR TOUJOURS !

    Merci à son Excellence A. Rajoelina d’avoir abandonné les poursuites lancées à l’encontre de Mr Mamy Rakotoarivelo, notre leader bien-aimé ! Ce dernier pourra désormais, négocier le coeur et l’esprit légers !
    Merci à Mr Ban Ki Moon, et à la Communauté internationale pour leur grande neutralité, car les putschistes sont utiles pour un pays comme Madagascar ! La démocratie, l’Etat de droit ne sont réservés qu’aux seuls pays riches !
    Merci à la population malgache pour son patriotisme et sa léthargie, car elle a su préserver l’unité nationale, et éviter ainsi une guerre civile ! Oui, plutôt qu’un bain de sang, il vaut mieux ENDURER L’INACCEPTABLE ET SUBIR À JAMAIS LA LOI DES BANDITS !!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Ho an’izay mbola misalasala na tsy mino fa hoe tany New-York ny mpanongana, ato misy azo jerena tsara !

    http://www.ggt-international.blogpost.fr

    Ny R aloha dia mirrrroule, fa ny fautes ê ! « Toutes les institutions qui ont été décritS » !!!! Hi hi hi !!
    Accord inona, ary miaraka amin’iza no mba ho hita eo ? Mi-accorder participe passé amin’ny sujet aza tsy hay !
    Dia tena gaga amin’ilay Zina koa aloha amin’ity tantara ity ! Mila tsy afa-mandeha intsony i lery !! Adinon’i lery ny lesona nampianarin’ireny profs de Droits-ny taloha ireny ! Potsista no lasa tohanana !

  • Njara dit :

    Rehefa avy manenjika an’i Son Excellence Andry Rajoelina izany isika dia hanenjika an’i Filoha hajaina Mamy Rakotoarivelo e !
    Tsy olana daholo izany ram’s a !

    Mitovy hevitra aminao aho Ranavalona moba an’i « Tanan’iza ? » Tsy adiko loatra izy io !

    Dia ho andrasana izany ny Candidat atolotry ny Gtt nanao fanambaràna mihezinezina…
    Mdr !

  • ranavalona dit :

    Nialan’i domelina i la frantsa dia angamba nanome toky an’i Amerika ilay vendrana
    fa ho hatosany any daholo ny harem-pirenena rehetra???raha tsy izay dia tsy mino aho.
    Ary zavtra tsy azo LEFERINA IZANY voalaza rehetra izany, misy tetika maizina ao ambadik’izao, MINO aho!!
    na koa mody makany izy dia HITAPIKITRA @ la FRANTSA ISIKA, SANATRIA!!!!satria ny vahoka tsy hanaiky
    fa la Merika miray tsikombakomba @ domelina .Avelao handeha ny tantara fa tsy misy manaiky izany eto.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*